Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: tsy rariny
Date: 22 août 2017 - 10:46

Misy ny mpivarotra sasany tena miheritreritra ny ho lasa lavitra mihitsy @ilay hafetsifetsena sy fitiavan-kely.
Hitany fa mandeha sy tian'ny olona ny zavatra hataony sy amidiny dia ahenany @zay ny haben'ilay zavatra amidiny,lasa hakariny ny vidiny.
Misy fotoana tsy mivarotra ela ela mihitsy izy dia aveo hakariny ataony fois 3 mihitsy ni vidin'ilay zavatra.

Tena mampalahelo ilay toe-tsaina.Tsy misy fifampitsinjovana intsony.

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 10:53

Ary ny mpivaron-tena koa ve mba toizany namana?

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: tsy rariny
Date: 22 août 2017 - 10:58

zay no tsy fantatro fa mbola tsy niditra t@reny tsika!

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 10:59

Eo dia be laingalainga eo

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: Tena marina
Date: 22 août 2017 - 11:09

Tena mitandrema rehefa miantsena fa misy hoatr'izao koa;
ilay mpivarotra épicerie eo akaikinay miompy saka fa be voalavo hono ao amin-dry zareo,

ny olana anefa dia ao @ ilay siramamy @ gony amidin-dry zareo ny saka no mivalan-drano,dia tsy hanariany ny siramamy iray gony izany,fa ilay lena iny fotsiny no asoriny dia hamidiny ihany ny ambina siramamy,@zay ilay fandrofana ilay siramamy ho lanjaina iny ihany no handraofany ilay amani-tsaka dia iny ihany no ampiasainy hivarotany avy eo

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: manaikk
Date: 22 août 2017 - 11:29

Za aloha tsy mahita hoe aiza no tsy misy mifanambaka sy tsy rariny, ny ahy ny mba mahagaga ahy dia ilay any ampiangonana ,za aloha tsy victime, fa tsy tiko ilay fomba , misy mitaky hoe aiza ny karatra, population ve sa tsia ilay olona , dia misy fepetra vao manao batisa ilay zaza kanefa mitonontena ho fiangonan i jesoa tia zaza izao, ts ,

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: ny hitako
Date: 22 août 2017 - 11:51

Nenah ndray no hitako le mpivarotra sakafo masaka ireny.Nisy fotoana aho mba nisotro ronono soja teny 67 teny fa mba liana hoe tsena vaovao dia mety mba milay.dia tena nilay kosa aloha ilay ronono t@zan fa nohon'ny hitany fa mandeha ilay iz d ts aiko raha notapohany ho lasa betsaka na nahena ilay fatran'ilay vovoka soja fa tena lasa matsatso be,tsisy tsirony maha soja azy tsn le izy avieo

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: Tinah
Date: 22 août 2017 - 12:18

Za ndray mba nihinana lasopy akoho teny anosizato (sa efa ampitatafika io, tsy tadidiko), lay gargottes kely bdb milahatra eo am sisiny arabe reny. Natsiro be lay lasopy, noho ny lany lay izy d hitako lay rangahy mpivarotra mitsimpona an'lay pates nilatsaka tam tany d averiny ao anaty vitrine (ao anatin'lay vilia be misy pates hanaovana lasopy hafa) beurk!!!

Tsy hihinana am'reny tsony à fa aleo ihany mividy lafo.

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: Zabiba
Date: 22 août 2017 - 13:12

hitanareo ilay mpivarotra vary aminanana eo ambatolampy fijanonan'ny tomobil vao maraiana raha avy any atsimo,mba nijanona nisakafo maraina teo koa,fa nisy an'ilay zanak'i kala Jeanine mpivarotra hotely malaza wa t@zany nikapa ventiny tao andakozia ilay zaza kely tonga dia nalatsany t@ teo,tazana avy eo @ ilay efitra iray misy fihinanana sakafo,tonga dia noraofiny @ ttsy ilay kapa vetiny wa ary tsy nanasa tanana akory izy avy eo,dia nanolotra ny sakafo fa tonga dia tsy nety nisy nihinana ny kil fa izy indray avy eo no avo vava hoe : ôtran'ny olona tsy miteraka hono fa maloton-jaza avy dia hiavonana...

hahaha fa nga raha miteraka dia tsy manasa tanana rehefa avy nandray malonton-jaza?tsisy na olona iray aza nahasahy niteny azy fa samy lasa nitsoaka daholo....esy e a e

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: akoho
Date: 22 août 2017 - 13:15

zah koa ef tratran'ilay hoe akoho gasy akoho gasy,kay le izy asin'le mpivarotra carry de lasa mavomavo otran akoho gasy nefa kay poulet de chair b.
dia otrzan koa le eny Ambodimita,ataony be sakamalao be le rony dia tena taraiky enao we tena ron'akoho gasy kay fopla be le izy.tsss

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: rabelapoaly
Date: 22 août 2017 - 13:16

Fandraharahana anie izany e ...
Tsy maintsy mitady izay ahazoana tombotsoa betsaka indrindra fa tsy hitsipozipozy foana eo.

Rehefa tsy mangalatra dia izay

Nga rehefa ampiakarina lafo be ny entana dia afaka tsy mividy ianao na mijery @ mpifaninana aminy fa tsy antery.

Raha ohatra ka nofitahiny ianao dia ekeko hoe mampalahelo ilay toe-tsaina - fa raha efa io ny vidiny anaovany ny entany dia izay izany ...

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: tsy rariny
Date: 22 août 2017 - 13:42

rabelapoaly//ilay izy anie raha mijanona toy ny taloha ny hatsarany sy habeany tsy maninona na hakariny aza ny vidiny.fa tena diso manararaotra be ilay mpivarotra.raha taloha 125g ohatra 400ar.dia izao lasa mandeha 700ar/100g.tsy rariny mihtsy.sady efa lasa ratsy no mbola lafo ihany.

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: lôdsy
Date: 22 août 2017 - 13:51

otran'ilay mpivarotra voankazo mandede eny antaninarenina izany,ataony tsara be daholo no aratiraty eny ivelany dia ny ratsy any ambany daholo @izay ilay fitoerany mbola bozaka be daholo ny ao ambany ,miesona mihintsy tratran'ny kely fa dada hahaha

dia ny havalin-dry zareo rehefa anotaniana hoe ny olona tsy hividy raha atao tsara daholo ny eo nefa lafo kouapplause:tsy ratsy indray iny fika iny

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: =
Date: 22 août 2017 - 15:17

Aiza no tsy ho gisitra @ firenena ilay Gasikara

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: rabelapoaly
Date: 22 août 2017 - 16:07

lôdsy>>>>>>>>>>>

Ireny indray FITAKA bavata leiroa a ...
Ireny sy ireo mpivarotra mandehandeha ... raha entana tokony ho 30 000 F ohatr dia mody lazainy fa 90 000 FMG miady varotra .. dia raha tsy mahalala ny tokony ho vidin'entana dia mijoboka : voafitaka soa amantsara (izay ilay HALATRA)


Fa ity efa mazava ny lalao. Manome ARGUMENTS izy hoe nisy izao sy izao fa io ny vidiny dia mazava izay.

Dia izay izany. Mazava ny fitsipi-dalao. dia asakasak'izay hividy na handany andro mitety mpivarotra - Mazava tsara ny lalao.

Manararaotra ve sa tsia ? mazava be io ... tsy misy fitaka fa 700 Ar / 125 grs hoy izy dia mividy ianao tsara, tsy mividy ianao - matoa izy mbola eo dia misy mividy izany any ambadika any.

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: tsy rariny
Date: 22 août 2017 - 16:31

rabelapoaly//dia aiza zany ilay fifampitsinjovana?tadidio fa mifampiankina daholo ny olona.raha misy ny mpivarotra ka tsisy ny mpividy dia zero..raha misy indray mpividy nefa tsisy ny mpivarotra dia mbola zero ihany.donc,tokony hifampitsinjo fa tsy hifanararaotra.

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: lebota
Date: 23 août 2017 - 09:49

Io izany dia misy na eto amintsika na any ivelany.
Ary any Ivelany aza tena produit industrialisé mihintsy nefa zavatra tena arnaque be.
Miasa izany ny resaka lalan'ny Tolotra sy tinady. Fa rehefa tsy misy mividy io dia na izy mihena na izy miova taranja.
Izany no antony tsy tokony koa hividianana amin'ireny mpivarotra mandehandeha ireny.
Mety hoe mampalahelo ilay toe-tsaina fa ny rehetra no mila mailo ihany koa eo amin'ny fiainana fa tsy taitaitra hoe io misy fivarotana vaovao dia lasa miroboka , publicité tsy maintsy ataony raha vao misokatra izy, rehefa tamana ianao dia miova izy , fa anjaran'ny tsirairay no miala moramora. Fa isika izany dia manana ilay toetra menatra dia iny fa mividy foana sao lasa ratsy fihavanana indrindra raha fantatra ilay mpivarotra. Rehefa tsy tiana sy tsy zaka dia tsy vidiana. Rehefa tsy mifanaraka amin'ny commande dia tsy mandoa vola fa aza mba menatra izany.

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: Tena mampalahelo tokoa
Date: 06 septembre 2017 - 16:27

Misy tena maharikoriko mihitsy izany tranga tantarainareo izany ! Ilay resaka hygiene tena mmpitsoka!!
Mamosavy ny mpanjifa, tena farahidiny mihitsy ilay firenena sisa

Options: Répondre
Re: mampalahelo ilay toe-tsaina
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 15:55

Tena mampalahelo tokoa >> téna marina ary mila mvavaka sika mba hisy fiovana tsara

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg