Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: Njoun.
Date: 28 août 2017 - 10:37

Tena efa saika diso henontsika isan'andro ny attaque à main armée etsy sy eroa io, misy olona maty foana ary tsy mifidy ireo olon-dratsy fa na bar, na épicerie, na olon-tsotra na ireo mpanan-karena tsy manana miaramila na zandary miaro manoka azy.

Teny Ampitatafika izao nisy fandrobana amin'ny andro 06 ora hariva, lasibatra ny bar sy tsena maromaro, nisy bandy anankiray voatifitra teo @lamosiny ary maty teo.

Tsy milamina raha ny eto Madagasikara ny azo ilazana azy ary manana basy daholo izay manafika.

Zarao isan-tokan-trano ranga io basy io mba hiarovan'ny olona ny ainy sy ny ankohonany a, aleo ho libre ny fitsam-bahoaka ho an'ireo izay nangalatra fa aza lany andro misava papier sns... fa tsy any ny mpangalatra.

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: belapin 
Date: 06 septembre 2017 - 17:48

Efa niteny tompoko ny lehiben'ny gouvernement de combat hoe afaka 3 volana dia ho voavaha ny olan'ny tsy fandriampahalemana.
>> asa na nifindran'ny aretin'i lejao koa lebandy io.

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: 2009 ORANGE
Date: 06 septembre 2017 - 19:43

betsaka kosa ny zavatra vita tena hita fa nisongadina nanomboka 2009 eh,
efa iarahamahita fa vitsivitsy ihany no ho lazaiko : Bois de rose, Kolikoly, làlana potika , insecurité avo lenta, fa za tsy manome tsiny ireo mpitondra sy mpitarika, ny babakoto nametraka azy eo no tompon adraikitra, raiso ny kiho ry gasy, mbola aiza , izao aza toa hoe omena ny mpifindramonina indray ny tany

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: mdr
Date: 06 septembre 2017 - 21:51

Misy ny fandrosoana hono fa tsy hitantsika:eny Tompoko Atoa Rivo,hitanay ireo lalambaovao eo amin'ny Digue,Tsarasaotra tsy mbola vita,hitanay ireo fa niasa tokoa ianareo,aza adino fa vola avy aiza moa tompoko no nanaovana an'ireo?toa volantsinoa a?mampalahelo anefa dia tsy vita Tsaras-Ivato,ary ny sarety zao mahazo mandeha amin'ireo lalambaovao ireo na dia asiana panneau aza fa tsy azo handehanan'ny saarety;miasa tokoa ianareo fa nisokatra ny ambassade any Londres izay nitondranareo deputés,senateurs niaraka tamin'ny Filoha,hanao inn any ny dep sy sen?dia lany hoatrinona indray zahay malagasy nitondra anareo tany avion,hotel,sakafo?miasa ianareo fa ny vola mivoaka no betsaka noho ny miditra;zany hoe tsy misy ho anay vahoaka sy ny anaty vilaninay.
Mercibe amin'ny asan'ny tompo.

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: lany soamatsara
Date: 07 septembre 2017 - 06:49

Fifidianana 2018 izao aloha no toa malaza , fa aleo mba alefa lavitra ny pronostic izay ho lasa prezda, izao ny fahitako azy , 2018 lany hery, 2023 lany Andry tgv , 2028 lany rolland ratsiraka, 2032 lany maharante jean dede, mety hifamadika ireo , 2037 lany gagnstababany , manosika tsara ny zaza gasy @ izany fotoana izany, ao @ ireo fotoana ireo mety ho ¨pm i mpaminany sandoka maihol, na i bishop mianakavy andrianarivo , dia miogaoga fona ny babakoto fa mihamahantra hatrany, ny azo antoka dia tsy maintsy ho faran izay mahantra ny eto , tsy hisy na iray aza ao aorinatsika fa lasantsika ny amboaran ny gisitra, za mandatsa, tojo ny ilainy aloha ny babakoto hatreto , aleo handray ny kihony daholo, samy mndeha samy mitady izao , izay tsy manana rotweler ataon ny jiolahy miorohoro fatratra ery , hihihi!

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: rabelapoaly
Date: 07 septembre 2017 - 08:58

lany soamantsara>>>>

Lany Prezida STK FPVM Taninanandrano ve no resahin'ingah ? sa lany Prezidà an'ny fikambanan'ny mpifoka sy mpamboly rongony ?

ny fantatray manko dia ny filoha RA8 no ho lany président de la république de Madagascar @ 2018 (izany hoe hanao fianianana @ 2019 rehefa vita ny fandaminana ny krizy ho volen'dry babakot HVM.)

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: Njoun.
Date: 07 septembre 2017 - 09:19

rabelapoaly >> applause

Olo-misaina toi yeah

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: lany soamatsara
Date: 08 septembre 2017 - 04:45

rabelapoaly>>>>>

ny olana kely hitako @ Ra 8 dia izao, na lany aza izy , toa olona 5000 miogaoga eo @ 13 mai , miampy miaramila mifoka moly vitsivitsy, taritin ny jiolahimboton ny boite de nuit , ireo dia ampy mahavoadaka azy, tsy ampy solaitra izy kanefa tsy azo atoro, manao bontolo fotsiny, asa aloha raha mba niova fa mila mpanolotsaina ara politika tena mahay izy raha te ho stable.

Fa marina kosa aloha fa tsy mbola nisy filoha ohatran RA8 teto na manana ny hadisoany aza izy, ny zvadehibe tena hitako vitany ankoatry ny làlana dia ny fanovana toe tsaina mihitsy, tena natahotra manao kolikoly mihitsy ny maro t@ androny, io fanovana toe tsaina io no tena ilaina voalohany indrindra raha tiana handroso ny eto, fa ny olana, mbola be dia be ny babakoto eto, na efa hita fa tsy mahavita raha izao aza ireto jiolahimboto nanongana azy ,dia tsy menatra ny mpanohana fa midélira mahita lazaina foana, @ izao fitondrana izao ihany no misy izany hoe mpandeha iray taxi be miaraka voaendaka , efa nahita maso ny tenanay fa tena mampiteny ny moana ny zavamisy

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: ramah
Date: 10 septembre 2017 - 09:29

ireo mpanafika volampanjakana ve mba mety fongana ihany koa

Options: Répondre
Re: Fanafihana etsy sy eroa, marina fa efa ren'ny sofina foana fa izany aza
Par: rabelapoaly
Date: 11 septembre 2017 - 11:53

lany soamantsara>>>>

Taiza koa ?
Ny Frantsay no nanongana azy fa tsy ze miaramila mpifoka sy olona 5000 niogahoga teo @ 13 mai izany ...

Mbola hanongana azy ihany nga ny frantsay ?

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg