Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: zavamisy
Date: 08 septembre 2017 - 05:12

T-marina , mpiserana >>>>

""""Mila gadraina daholo, na TGV, na AREMA, na TIM, na iza na iza, ka nampahantra ny Firenena.

Izay no position-ko.""""


Avereno vakina aloha ny sujet , ary rehefa misy fandinihana hoe meloka fa nanao ratsy na tsia ny olona iray , dia ny momba azy sy izay nantaony no jerena , fa tsy hotanisaina eo daholo ny liste ny nangalatra akoho sy izay nanao ratsy rehetra, ny fitanisana ireo dia fantatry ny olona tsara ny dikany, c'est un moyen de dilution de la responsabilité, c'est ridicule , vous êtes sur un forum et non à l'ecole maternelle ,

ny any @ ecole maternelle rehefa bedy nanimba zavatra ny zaza iray, dia classique be ilay mba fiarovana tena, mandaza haingana hoe i lita koa nanimba teo , mampihomehy nareo ka , misy tohananareo ny iray @ ireo , fa tsy alehany , dia miaro tena toa ny ankizy kely, vakina fotsiny ,

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: Mpiserana
Date: 08 septembre 2017 - 08:21

zavamisy>Efa tsy "ecole maternelle" intsony tokoa fa efa taonan'ny tokony hahafantatra fa raha misy sujet iray fakafakaina, tsy maintsy mitatra iny, ka izay indrindra no nahatonga ny resaka ho lasa any @ fampitahàna.Inoako fa hainao tsara ny atao hoe "dissertation".

"TGV no fototr'izao rehetra mahazo ny malagasy izao".
Tsia, tompoko no valiny.

"TGV no fototr'izao rehetra mahazo ny malagasy izao nanomboka ny 2009 no mankaty"
Azo ekena tompoko, fa aleo atao hoe nanampy trotraka ihany izy. Dia izay no nahatonga anay nanao ny fanazavàna tery ambony.

"Est-ce que je me fais comprendre?"

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: gasybabakoto
Date: 08 septembre 2017 - 09:11

Sao dia mba hampahiratra ny mason'ny mpiray tanindrazana mba tsy ho babakoto intsony dia aleo zaraina ihany ny fijerin'ny tena:

"TGV no fototr'izao rehetra mahazo ny malagasy izao": Eny tompoko.

Aleo tsorina fa ny TGV ihany no AREMA, ary ny AREMA no niteraka fahalovana teto nanomboka ny taona 1975, nanomboka teo no niahazakazaka be ny fahapotehan'ny malagasy.
Sao tsy tsaroana fa nisy pacte nataon'i Ratsiraka sy TGV t@ 2008 tany Frantsa, ary dia betsaka ny olon'ny Arema no niahafina tao ambadiky ny TGV, ny santionany izay mbola tratrantsika @ izao fotoana dia ry Ravelonarivo, Ramanantsoa, R Ratsiraka, Maharante, H Rakotomanana sns tsy voatanisa;

"TGV no fototr'izao rehetra mahazo ny malagasy izao nanomboka ny 2009 no mankaty"
Azo ekena tompoko, fa aleo atao hoe nanampy trotraka ihany izy. Dia izay no nahatonga anay nanao ny fanazavàna tery ambony.

Mampiomehy ilay hoe "aleo atao hoe nanampy trotraka ihany izy. Dia izay no nahatonga anay nanao ny fanazavàna tery ambony".
Milaza mpiserana fa tsy TGV nefa dia io teny io dia efa mahalaza zavatra betsaka.

Izaho aloha dia tsy menatra milaza fa raha ny mpitondra rehetra teto dia aleoko miaiana t@ andron-dra8 satria dia rehefa samy hangalatra daholo ihany izay hiakatra eo, aleo mba mijery mpitondra mangalatra no sady mba mahavita ny adidiny sy manana vision.

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: Mpiserana
Date: 08 septembre 2017 - 10:42

Dia faly hanakiana fotsiny anie ny sasany, nefa ilay hevitra mitovy fa tsy sahala e.

Dia rehefa tsy mitovy fijery @nareo izany dia lazaina fa mampihomehy sy babakoto.Tsy ny fitondranao ny fanazavàna hoe TGV ihany no AREMA no hampiova ny fijeriko.

Ekena hoy aho: namotika ny firenena ry zareo ireo ary anisan'ny hampilentika tanteraka ny firenena io HVM "taranaka MAPAR"io raha izao no mitohy.Noho izany,TSY MILA TGV SY NY FORONGONY Mpiserana raha ny ho tohin'ny tantara. Mazava ve?

Nifandovàna teo @ fitondràna ny "fitiavan-tena aloha, vao ny fitiavan-tanindràzana". Ingahy Ravalo no mba nanana sombim-pahatsiarovan-tena kely nampihiratra ny fiainam-pirenena nandritra ny fotoana FOHY.Fotoana fohy, hoy aho, fa nanomboka nivaralila izy, ka mora ny nitarika vahoaka hanongànana azy.

Efa im-polo, in-jato, in'arivo ny tenako no miteny fa PRO-RAVALOMANANA, ka raha manova ny famindrany izy,raha mahatsapa izy fa TSY HATAO FANANGON-KARENA NY EO @ FITONDRANA, dia tena mety hahatafarina ity nosy ity izy.

Ny itodiana ny lasa sy ny hijerena ny tsy nety teo aloha, no hahafahana mandroso. Anisan'ny fijery "objectif", tompoko izany.

Henjana be nareo kah, mety ny an'i T-marina tsy mandalo intsony fa ohatran'ny jamban'ny tsy fitiavana an'i TGV loatra ny maso.

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: gasybabakoto
Date: 08 septembre 2017 - 11:07

Mpiserana<<<<Mety misy hevitra hitovizana fa saingy ny hilazanao fa: "ka mora ny nitarika vahoaka hanongànana azy" kosa tsy marina satria dia ny ankamaroan'ireny olona nakeny @ 13 mei t@ 2009 ireny dia " opportuniste", niandry tataka hoy isika malagasy izay sy voakarama fa tsy dia tena resy lahatra loatra.

Marina ny anao hoe ny itodiana ny lasa sy ny hijerena ny tsy nety teo aloha, no hahafahana mandroso. Anisan'ny fijery "objectif", tompoko izany.

Ka raha mitodika ny lasa izahay ka mijery ny zava-bitan'ireo mpitondra rehetra ny fandimby teto dia tsy afaka ny hiteny mihitsy hoe i Tsiranana sy Ra8 dia anisan'ny fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao.

Ary io tsy hoe tsy fitiavana an'i TGV sy ny AREMA akory fa dia tena hita maso ny fanapotehana firenena nataon'ireo aleo tsy tanisaina intsony, ary raha samy nangalatra ny mpitondra nifandimby teto dia t@ fitondran'ireo no tena niompampana izany, ny frantsay ary vakivava nefa namany ihany ( bien mal acquis)

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: beIapin
Date: 08 septembre 2017 - 11:21

ny mapmé ahy am lé dondrona reto dia ny fihemoran'ny firenena no hiadian-kevitra !!!
- tsy nitsahatra nivarina ny firenena nanomboka tam 1972 !!!!
- ny vitesse nampivarina azy fotsiny no nahasamihafa azy !!!
- ao no milaza fa nihemotra tam 30km/h isika tam androan'ny X
- ...
- tam androan'i Y no tena nihemotra be nahatratra 90km/h
- ...
- ka aleo, hoy ny dondrona eto oe i Y no hiverina eo fa iny mba tsy mandeh mafy loatra ny fahavoazana !!!
=>> CONNARDS va !!!!
- ...
>> aminay tokony hadinoina tanteraka ireo satria tsisy lesona tsara azo noraisina taminy !!!!

PS : olona vaovao avarapi no tia tanindrazana no ilain'ny firenena, tompoko !!!!!!

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: NY marina
Date: 08 septembre 2017 - 20:13

Hita mibaribary izao fa iny no pion nampiasain'ny olna hamotika NY fireneny!!!
Novidiana izy ary nirehareha t@ somme norasiny mihitsy MBA hanao coup d'État.
Mbola tsy nisy toy izany mihitsy.

Nokaramain'ny vazaha hanongana izy!!!!

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: tsymvacle
Date: 12 septembre 2017 - 16:34

"TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao" hono, mba mapiasa coco ihany. Samy tao daholy ny MTS, AREMA, Zafy, Capsat, fonctionnaire, exTIM (ireo député voaroaka, encien 1erMinistre, ...t@zany andro izany), isika vahoaka nanaika natao sorona. Na za na ianao samy responsable daholy. Ka aza misy mitaraina intsony fa efa io fahantrana io no mety @Malgache.

Options: Répondre
Re: TVG no fototr'izao rehetra mahazo ny Malagasy izao
Par: Izany mihitsy
Date: 13 septembre 2017 - 19:18

Tsy ré saké itadiavana coupable Ity resaka ity ry Tsy mivacle fa constat tsotra fotsiny

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg