Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Nettoi
Date: 08 septembre 2017 - 14:58

na ny akanjony na ny vatany maloto be daolo. Fa aona ary??

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Njoun.
Date: 08 septembre 2017 - 15:24

Ilay fiainana mihitsy no mahatong an'io anie eh!, ny olana dia tsy manana saina ny hihoatra intsony ny ankamaroan'ny olona ary indrindra ny eto tana, zatra toloram-pitsiny sy tambazana 5 000ar , vary mora sns...dia roboka.

Dia aza gaga raha bordel ny tanàna, ny tena tsara dia alefa mamboly any ambanivohitra toin'ny nataon'i Dada teo aloha ireo olona ireo raha tsy izany lasa fripy foana no eto

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Nettoi
Date: 08 septembre 2017 - 17:55

Ilay Njoun. ato indray dia ny sainy mihitsy no maloto

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Tsy mahagaga
Date: 08 septembre 2017 - 19:53

Ka nolotoin'ny olona maloto saina sy fanahy iay firenena e

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: eh ben
Date: 09 septembre 2017 - 11:57

Fa aohoana ary?

tsotra ny valiny satria tsy azo afatotra na hidiana anaty cage ny mahantra

tsy ny maloto ihany fa ny banga sy be panda koa feno mandeha eran'ny arabe;

lasa maloto sy be panda ary ny banga ny vahoaka mandehandeha satria IZANY NO TARATRY NY FAHANTRANA

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: berevy
Date: 09 septembre 2017 - 18:34

betsaka koa no voretra tout court an

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: ramah
Date: 10 septembre 2017 - 09:26

ary ny rano hisasana aza ve mora azo sa dia mandoa vola vao mahazo rano , iza no toponandraikitra amin'izany , raha manana 500 fmg hividianana rano hisasana izy , nefa tsy mbola nisakafo inona no ataony hinanany vary amin'anana sa hividianana rano iray siny

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: nolimaly
Date: 11 septembre 2017 - 08:39

Isika anie ka gisitra e,rehefa 1er de la classe isika dia manao complecravatés daholo!mahandrasa kely tompoko fa mbola miasa be ny mpanao rugby ao @ salon!!!

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 14:22

apdinna ny vidtsavony

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Mpiserana
Date: 11 septembre 2017 - 14:53

Tsy resaka vidin-tsavony, tsy resaka fahantràna no matetika mahatonga ny olona sasany haloto.

Ny paompy feno eraky ny tanàna, na tsy misy savony aza ataoko izay mba hahafaka ny loto @ tenako sy ny fitafiako isan'andro.

Fa HAKAMOANA tsotr'izao:
Zaho tsy hisasa aloha androany fa tsy maninona io e, tsisy mahita akory.
Ny ampitso, mbola azo hiafiana kah, tsss, ndao r'angahy fa tsy maninona a
Ny afakampitso, ohatra izay ihany... Lasa fahazàrana--> VORETRA BE

Sady tsy mampaninona azy koa anie ny tenany na maloto sy masiso eo aza e. Ny akanjo entina matory ihany no entina mandeha isan'andro isan'andro, tsy misasa.

Sady tsy firaharahina ny tenany no tsy firaharahina ny hafa!

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 14:56

Mpiserana >> andao trotona ambavaka iréo vorétra, dia ho diovana ny fanahiny koa

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Joby-lahy
Date: 11 septembre 2017 - 15:04

Efa karazan'olona sasany eto Andrenivohitra mitsy io tsy tia misasa io, vao maika ireo 4ami sady masiso @#$%& amin'@#$%& no mihinana zordira, mihinantay mitsy reo. Tokony samborina daholy ireo de alefa any @îls éparse, fa any no be harena hono.

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 15:05

Joby-lahy >> andao trotrona ambavaka iréo vorétra, dia ho diovana ny fanahiny koa

ianao koa sao mila vavaka ry rahalahy ao am tompo

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Njoun.
Date: 11 septembre 2017 - 15:27

nén'ty ku zany fôna

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 15:38

Njoun. >> njoun ôô tia anao jésôsy

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Njoun.
Date: 11 septembre 2017 - 15:39

Iny kosa aloha tsy azo lavina eh! copain

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 15:40

Njoun.>> n'inona olana sy zavamisy, tsisy tsy vitany vavaka

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Joby-lahy
Date: 11 septembre 2017 - 17:05

Avobenohonylanitra >> Ry rahalahy ato @forum.moov.mg, mivavaka daholy anie ireo mahantra ireo eh! rehefa manome kely anazy ianao de ataony hoe "tahin'Atra ianao". Fa mety ho sambatra be reo rehefa tonga any Andanitra any a!!!

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 17:08

Joby-lahy >> mafy ny fahorina mahazo ny sahirana sy ny loto zay misy, tsraa éntanina ry zareo mba hihézaka hidio sy hiasa mafy ary hivavaka

Tsara ny tompo ry zareo an, ao sika hidera azy fôna

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Joby-lahy
Date: 11 septembre 2017 - 17:22

Za manko tsy de mahay soratra masina loatra fa ra za @toeran'i Avobenohonylanitra
dia nanamboarako fiagonana ireo mahatra de tsy mila mandatsaka rakitra sady tsy maninona na maimbo2 miditra ampiangonana, fa ny vavaka no lehibe indridra. Allelloia!!!

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 17:25

Joby-lahy >> hevitra mety lay fiangonana fa tsy manambola né za no olona ééé

fa tsara ra mba misasa kosa midtra ny tranon'i jésôsy ééé smiling smileysmiling smiley

Ra tsy mahay soratra masina ianao dia ho ampianarina, ary jésôsy tsy manary smiling smiley


téna léhibé ny vavaka, angatao zay tinao fa hovalinjésôsy ianao

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: indrisy!!!
Date: 11 septembre 2017 - 18:18

Raha vao miditra ny trano fiangonanareo ireny "olona maloto" ireny dia lasa mikisaka ianareo, na mandroaka mihitsy aza! Aiza re ilay fitiavana ny madinika torian'ny milaza azy ho moivavaka ê?

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Mpiserana
Date: 12 septembre 2017 - 09:43

Aiza kosa e??!
Tena tokony hanam-pitiavana ny olon-drehetra mihitsy ny kristiana mivavaka, na mahantra io, na manana.

Fa ilaina ny fifanajàna eo @ mpiara-mivavaka mba tsy hisian'ny fanafintohinana.

Ahoana moa, ianao efa mikely aina mba hadio hiditra ny fiangonana.Tsy maintsy sarotiny ihany raha misy OLONA VORETRA hoy'aho fa TSY OLONA MAHANTRA A, miditra dia mipetraka eo akaikinao? Na ny loto hifindra @ akanjonao, na ny fofona ve , dia tsy ampaninona??

Io ndray ilay resaka "madinika" tsy mampandroso!

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 09:51

indrisy!!! >> ny ao apéngonanay sty mialonjafy tompoko, tongava dia ho hitanao fa fitivana miaraka am jésôsy no hiainana

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Mpiserana
Date: 12 septembre 2017 - 11:17

indrisy> Ny Apostoly Avobenohonylanitra io miantso anao hivavaka any aminy io miaraka @ haofotsy sy parasy ary kongona.

Tsy misy haim-panahy vanona fa fofona masiso etsy, mangididy eroa. Ny toriteny tsy misy mihaino fa mbola variana misava hao!!

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 11:50

Mpiserana >> aza dé manévatéva ry namana an

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Joby-lahy
Date: 12 septembre 2017 - 12:24

Ra izany ve tsy tokony asiana rano hisasana otran'ny amin'ny Silamo ireny, misasa tongotra, tanana, sofiana etc, vao miditra.

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 14:34

Joby-lahy > éntanina jiaby ny houlouna anao doushe

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: AvobenohoAndringitra
Date: 12 septembre 2017 - 15:23

Mifampitantana toa mpifankatia ny fahantrana sy ny fahalotoana !

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 15:27

AvobenohoAndringitra > androany ihany izany fa rampitrso hiova , ary hétsara ny fiainbatsika izay manaiky handray an jésôsy ho pamonjy

ty misy hira atolotro anao ampitiavana :

Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa Fitiavana

Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
Tamin’ ny Ranao ny tenako

Jesoa Malalako! tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy

Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa

Options: Répondre
Re: bdb r'ireto ny olona maloto mande eny an-dalana a
Par: indrisy
Date: 13 septembre 2017 - 17:28

taloha ny pompe eny amin arabe mande fotsiny, tsy mando vola, samy afaka maka, misasa, manadio trano
zao lafo ny rano, vidina amin bidon, raha mande aza zany an
" saleté diabolique " hoy ilay vahiny izy

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg