Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 15:04

Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: contraire
Date: 11 septembre 2017 - 17:57

tsy miombona hevitra mihitsy, tsy mitovy angamba ny Atra ivavahana, ny ivavahako dia Atra manakarena , tsy mila ny volako mihitsy , za aza any no mangataka ,ny anao Atra pauvre , NA Pasitera pauvre, mila vola , mila rakitra intelo , inefatra , in jato, ny mpiangona mila vonjy indray no kikisana.

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: miaul
Date: 11 septembre 2017 - 18:02

mandehana any @ tik tak dou manao mazie azahona rakitra fa ny gasy efa mahantra aza adalaina

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: indrisy!!!
Date: 11 septembre 2017 - 18:07

Tena afera bonne mihitsy izao ny manao pasitera! Ny mpiangona milomano ao anaty fahantrana (fa ampanantenaina ny harem-be any an-danitra) , fa r'izalahy kosa misosa @ 4X4 dieny eto an-tany!

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: rakitra
Date: 11 septembre 2017 - 18:20

mividy 4X4 ny sasany,manamboatra trano be dia hilatsaka ho fidiana dia inona koa ny manaraka?.....

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: aralanitra
Date: 12 septembre 2017 - 06:22

avobenohonylanitta>>>>

mety zanaka pasitera , na pasitera ianao .

Fa io aloha tsy dia hifanomezatsiny lotra,
enjana be ny chomage eto, raha te ahavelona vady amanjanaka dia ny manao pasitera no haingana indrindra , efa be dia be no manao an izay ,
fa tandremo ihany fa efa be koa izao ny mpiangona no mailo an, io na ataonao in dimy aza ny rakitra, ariary zato no zarainy dimy , dia roapolo isaky ny mirotsaka, tsy mahomby firy intsony io fa fika hafa tadiavina.

Fa aoka kosa tsy fitahina lava ny olona hoe ho an Atra eh , asa an 'Atra eh, aza misoloky @ anaran Atra kosa fa tsy dia mety an.

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: mamapasy
Date: 12 septembre 2017 - 08:33

ataovy 10 mihitsy e! @ izay migalabolana tsara rapasy dia mbola misy anaovany vacances milay be!

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 09:06

aralanitra >> tsia tompklo mpivavaka tsotrra izao, andao hivavaka any aminay dia ho hitanao fa mpivavaka tsotra izaho

mamapasy>> aza mvazivazy ry namana an, jésôsy tia anao néfa ianao m se moquer azy

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 09:08

Ny tenanao anaka dia efa fanatitra velona ary tena hankasitrahanY Jehovah izany yeah

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 09:15

Njoun. >> Marina izany ry rahalahy ao am Tompo

Ary ôvina la mlatsaka any bira lésy ??? kôzkôzio ihany refa hizarika any là

siora ;)

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Joby-lahy
Date: 12 septembre 2017 - 12:26

Ny fahafolonkarena koa tokony ampiakarina fa efa manomboka tsy ampy. tokony ampiakarina 20%

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 12:28

Joby-lahy >> hevitra mety lay 20%, aléo atao 15% dia mihézaka ny ondry miakatra 20%

merci am conseil fa ho résahina zay am fivorina manaraka

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: tsmvavakmatetik
Date: 12 septembre 2017 - 16:59

de aza adino ko ilay valopy, valopy Paska, valopy fete de mère, valopy mpitandrina, valopy ....rehefa mbol evenement eeee

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 17:12

tsmvavakmatetik >> misaotra am torohevitra

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: beIapin 
Date: 13 septembre 2017 - 11:07

azo ampiharina tsara hanangonana vola anaovana propagande kosa le hevitr'i Avobenohonydangitra !!

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: $ongomby
Date: 13 septembre 2017 - 11:11

Ny Andriamanitray dia Andriamanitra tsy tia ary tsy mila vola. Andriamanitra tsy mividy saribao, no tsy mividy lasantsy no tsy manofa trano koa. Izahay aza rehefa tsy manam-bola dia any Aminy no mangataka.

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: hahaha.com
Date: 13 septembre 2017 - 11:13

bien

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 13 septembre 2017 - 11:14

ka ny fiangonana anié no mila vola, mba hafahana mikarakara ny ondry ééé

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: gilabe
Date: 13 septembre 2017 - 11:17

fanatitra no tokony homena an'Andriamanitra fa tsy vola. rehefa vonona ianao hanao fanatitra ny tenanao na ny vady aman-janakao dia ho voavonjy. tsy izay rehetra miantso ny Anarany Masina akory no hovonjena fa ny mivavaka ao amin'ny Tompo irery ihany. Maba lazao eto hoe tokony manatitra firy denaria na firy sekely ho an'ny Mpisorona ny mpino ao amin'ny Baiboly ao mba hovakianay. tony manko toa miseho ho je suis @ io resaka io nefa masirasira sy mihambahamba.

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: hahaha.com
Date: 13 septembre 2017 - 11:22

Avobenohonylanitra > fa an'iza ny ondry

antsika sa an'Andriamanitra?

Tsy tokony ny tompony ve no manome vola hikarakarana ny ondry

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 13 septembre 2017 - 11:28

gilabe >> marian izany rahalahy

hahaha.com>> ondrin'i Jésôsy iskia rehetra

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: arakaraka
Date: 13 septembre 2017 - 11:55

Fivelomana fa tsy karama no omena ny Mpitandrina, ara-tsoratra masina izany !
Ilaina ny fanaovana rakitra @ fampandehanana ny raharaham-piangonana araka ny fomba fiteny hoe : "La grâce est gratuite mais l'église a un coût".

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: olmbel
Date: 13 septembre 2017 - 12:02

Zany hono ry ondry isany ah, atero any @ fiangonana ny sosy mba hikarakarany anareo ,
ny anareo ihany no hanajana anareo ry rahalahy sy anabavy ao @ Tompo,

Fa raha mba azo atao re, aoka kosa ny rakitra mba tsy hatao latsaky ny arivo ariary intsony, 15 000 fmg fotsiny izany raha intelo mitango

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: PREZZDA
Date: 13 septembre 2017 - 12:27

Aoka ho mailo ianareo manao kely fandrotsaka ireo fa tsy faly aminareo ny fiangonana an,
Ny 10% dia farafahakeliny fa aza be vinany an,ary mba jereo ny fiakatry ny vidimpiainana dia mba ataovy aloha ny konty,
Tena tokony takiana any ampiangonana ny fiche de paie ny mpiasa, tonga dia tangosana any ampotony no mety amin io 10%, dia roahina tsy mpiangona izay tsy mety.
ireo mpiasa tena KOSA dia ny diakona no atao manamarina ny kaontiny, dia maka ilay 10% AVY HATRANY ISAKY NY FIN DU MOIS.
Aiza ve rangah ,aAny @ sekta toa ny shine de EFA lazainy mazava fa arakarak izay harotsakao ny fahasoavana tonga aminao, fa mbola misy fetsifetsy ihany, tenenina foana fa eh e e eh , rehefa nodihin dry zareo hono dia ireny tovolahy ireny no tena kely fandrotsaka, miketrika sipa fotsiny no tena alehany ao, fa efa toa misokatra ny

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: arakaraka
Date: 13 septembre 2017 - 13:37

Tsy ny haben'ny rakitra atao akory no zava-dehibe fa ny toe-ponao manome !

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 13 septembre 2017 - 16:27

lay rakitra anié fanétanana fa tsy hoé fanéréna éééé

***********

Andao hiara hivavaka isika


Rainay any an-danitra,

hohamasinina anie ny Anaranao ;

ho tonga anie ny fanjakanao ;

ho tanteraka anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;

avelao ny fahotanay,

tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;

aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,

fa manafaha anay amin'ny ratsy.

Amen.



Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marian éé, Tsara Jésôsy !!!

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: mamorona asa
Date: 13 septembre 2017 - 18:36

tokony mampiasa ireny tanora niofana momba ny marketing ireny ny fiangonana ,
anjarany ny manentana sy mitango rakitra, dia arakaraky ny sosy miditra ny karamany, atao pourcentage izany eh, dia ny pasitera koa tokony miezaka mafy fa tsy vitan ny vava fotsiny ny mampiditra vola , mila manao fandaharampotoana mahatarika olona fa tsy kozy efa henon ny olona no averina mandavataona eo

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: indrisy!!!
Date: 13 septembre 2017 - 19:15

ka hifaninana izany ny mpihira, ny mpanao teatra, ny mpanao cirque sy ny mpitory teny izay mahay mahasarika olona indrindra, dia hifaninana izay mahazo vola be indrindra. Izao moa efa mifaninana eny @ an-tany malalaka rehetra eny ny mpitory teny sy ny mpanao fampisehona (manao magie na mampiseho bibilava...): toa mitovy ihany aloha ireo mpitangorona eo amin'izy ireo.

Aiza moa no handroso! Ilay mitangorona mihenoheno mpanao magie sy mampanantena no mahasarika!!!

Ny vola kely mba ananana tsy entina hananganana zavatra (na varotra kely aza) fa omena hampatavy ireo mahay miresaka sy mampandry adrisa!!!

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 09:21

indrisy!!! >> miys ny manararaotra fa ilaina ko né ny fampandrosona ny fiangonana éééé, aiza isika ny hiangona ra tsy ao ampiangonana, mila mivavaka isiak ry namana

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: mpiangina
Date: 17 septembre 2017 - 06:51

Ny malagasy dia nivavaka hatrizay , fa tsy niangona izany, ny tsirairay dia afaka miresaka sy mangataka amin Janahary ,
Ny fiangonana kosa dia zavatra nentin ny vazaha, Empereur romanina no mamorona an io fiangonana kristianina io, politika no tena antony namoronany azy ,
Fa amin ny mahazanatany antsika moa dia tsy mahagaga raha toa ka mandaitra avy hatrany ilay izy, lasa tena fototry ny finoan ny sasany mihitsy fiangonana,
Dia io manentana amin ny fitangosana sosy io, tsy omena tsiny satria ny any anatin ny fanahy mihitsy no tratran ilay politika ,
Tsy hitanisa an'io politika io eto aho sao mahasorena ny sasany ,
aleoko ny lafiny tsara no lazaiko, lafiny ekonomika , mivondrona ny olona manao travaux ,
Ny fananganana zavatra dia sehatra économique lehibe mampandroso ny sehatra rehetra ,
Fa ny famelomana ny pasitera sns kosa tsy hidirako fa safidy io, na harotsany any daholo aza ny karamany, atao ahoana moa, izay no takatry ny sainy fa mety, tsy afaka manao na inona ankoatry izay takatry ny sainy ny tsirairay, marina fa lasa bizna io , izay marivo salosana tsy maintsy voa, fa mety misy antony matoa nasian Atera olona natao hiaran ny bizna ataon ny sasany

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: ramah
Date: 17 septembre 2017 - 09:59

dia ahoana ilay zanak'ANDRIAMANITRA nanao rakitra vola sandoka tany ambatondrazaka iny
tsy voavonjy zany nefa izy tsy manana afatsy iny ihany koa

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: hamar
Date: 17 septembre 2017 - 14:29

ramah>>>>>

voavonjy izy ka, tsy misy idiran Atra @ izay resaka vola mihitsy, angaha izy mafiady otrantsika , tsy Atra mihitsy no mila ilay sosy, ny resaka asan Atra izany , olona no namorona izany fa tsy Atra, fa resaka samy olona io dia misy ny fitapitaka isan karazany, andaniny sy ankilany, mitady sosy ny mpitarika ny fiangonana ,dia mba tratran ny bizna ihany koa indraindray, atao akory

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 18 septembre 2017 - 11:05

Ny olana anié ra kely ny rakitra dia tsy hirosno ny raharahampiangonana ééé

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: indrisy!!!
Date: 18 septembre 2017 - 16:45

Raha kely ny rakitra dia tsy hazoto intsony ny hanao pasitera; dia voatery mitady asa hafa ny tanora rehefa tsy mahavelona intsony ny manao pasitera.
Fantatrareo moa ve fa ilay mpitoriteny sy filoham-piangonana malaza be io nivarotra fil, rallonges, calculatrices... teo @ tany tao @ Arcades teo anoloan'ny La Potinière? Fa izy aloha mahay mivarotra ê!! Hatramin'izao izy tena mahay mivarotra ê!! Tafita aloha lery!

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: aoka itsy
Date: 18 septembre 2017 - 17:16

Fivelomana milamina be kosa io resaka fiangonana io eh, sady toa tsy natao ho takatry ny fanahy , na ny sain ny valala be mandry izany ny voasoratra, koa tsy maintsy ampiarina, eto @ forum aza efa samy mahay mamaky teny izao , tsy manaky fa mbola mampianatra ny sasany, noho izany dia mitohy io , bizna masina sady milamina, fa angamba kosa ny ny isan ny fitangosana rakitra no inona, fa tokony asiana fetra farany ambany , ohatra hoe roa arivo farahakhakeliny raha tsy izany dia tsy faly aminao ny fiangonana, asiana sazy madinidinika aloha , ohatra hoe tsy mahazo mandray, fa raha mbola kely fandrotsaka mandritra ny iray volana, dia tsy mahazo miditra intsony, asiana bokon ozatra miambina ny fidirana

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: Avobenohonylanitra
Date: 19 septembre 2017 - 08:58

Tsy bizna zany kosa ny fivavahana éé, aza afangaro ry namana an !!

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: li-
Date: 19 septembre 2017 - 09:10

ny fivavahana tao lasa orinasa , mikatsaka benefice

tonga amin l' blagy hoe, hoy mopera :" ry zanako, andao atsipy any danitra ny 1/10 sy ny rakitra ataontsika. Izy Ray dia mahay mitazona ny anjarany ary tonga dia ho alainy ny anjarany. Izay milatsaka kosa dia ho anahy daholo "

Options: Répondre
Re: Tokony asina Rakitra 3 farafahakeliny rehefa mivavaka fa tsy ampy fanohanana ny fiangonana, fantatro fa maro no miombokevitra amiko aminyzay
Par: indrisy!!!
Date: 19 septembre 2017 - 10:16

ha! ha! ha!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg