Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: lasa
Date: 12 septembre 2017 - 07:48

Tsy vitan'ny harenatsika eto Madagasikara no profiten'ny vahiny fa h@zazavavy Malagasy aza dia hanjakany tsy hananany hantra.Vao firy taona dia potika noho ity fahantran'i Gasikara.Avy eo rehefa laniny ny maminy dia ahifiny dia efa tsatsony sisa no mba azon'ny lehilahy gasy kely.tsss

Mampalahelo!!!

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: vetalah
Date: 12 septembre 2017 - 18:59

Tena marina tsy misy azo hidivirana ny voalazanao ranamana ,fa ny tena mila mahavaky ny foko dia ireto tera tany gasy manankatao koa ,tena manararaotra ny fahantran'ny ankizivavy gasy koa ,misy ohatra ity .Nisy ankizivavy teto an tananay ,tsara tarehy ,bika hendrika ,fanahy hananany daholo ,fa osaosa ara pivemolana ry zareo ,dia rangahy lehibe izay ,manan katao leiry ,dia izay no miaraka aminy ,nefa anie izany ra dinihina ,marina tsy mbola zandry be ny zanaky leiry vavy an ,mahery ny vola dia mitapy maso fotsiny le RAD e .

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Mampalahelo!
Date: 12 septembre 2017 - 19:22

lasa<< raha ny zazavavy lasa voatery manaiky ho viravirain'ny lhl NA GASY NA VAHINY tsy misy fitiavana fa no ho ny fahasahiranany sy ny fahasahiranan'ny RAD-ny,no mampalahelo anao, dia miombon-kevitra aminao aho. Indrisy rehefa tsy hita intsony izay hisarangotana dia izay mba "capital" misy eo @ ny tena no ampiasaina !! Ary tena mampalahelo ity hoe : rehefa lany ny maminy dia ahifika. Izaho dia anisan'ireo manameloka ny relations sexuelles sur mineures, art mitaky sazy mafy dia mafy ho an'ireo manao crimes sexuels @ zaza tsy ampy taona (NA GASY NA VAHINY). Mitaky koa ny fanasaziana ny RAD manao ny zanany ho entam-barotra!!
Fa ilay tsy azoko dia ny hoe: mampalahelo ny lhl gasy kely ny tsatsony sisa no azony!! Ianao angaha no tompony no hampalahelo? Ay tsy ilay manjo ilay zazavavy no mampalahelo anao , tsy ny fahasimban'ny fiainany, fa ianao tsy nahazo ny maminy!!! Fitiavan-tena!!

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: jlambut...
Date: 13 septembre 2017 - 06:28

sika mijery le vhv no malahelo, fa mijereva documentaire reny fa faly be tsisy ohatran zany reo vhv miaraka am vazaha reo, ary maro no mitady fatratra zany hiaraka am vazaha zany; marina fa ny vola no mahafaly be azy fa na izany aza de misy fahafinaretana azony ihany ankoatra le vola.

ny vhv dia ts miaraka amin olona ts manam bola zany, mila ampirevena (zavatra) ny vhv , miaraha anao am vhv de aza hividiananao zavatra mihits izy , aza omenao cadeau de ho hitanao fa hipitsika iny, naturel am vhv io, ny an bandy ndray (aza omena an i foufoune i lery de hohitanao ny tohiny...) mandaiga ze vhv milaza fa za ts mila an reo zany fa fitiavana ihany, io no mamelona le fitiavana, fa ho faty ny fitiavanao raha ts misy an reo avy.

ka fehiny, tsisy vhv(sipa kwely) mampalahelo zany fa matoa izy miditra amin io de mahazo fy izy zany, ts hoe kely izy de ts mila an io fa ny vhv anie ka vo 13-14 ans d efa taitaitra am lhl e, ary efa maro no tafiditra am firaisana ara nofo.

ary hamaranako azy dia resaka fitaizana no base-n io resaka io, raha hainao no nifehy ny zanakao dieny mbola kely de ts ho tafiditra amin io izy.

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: borita
Date: 13 septembre 2017 - 08:14

Tsy hitako aloha izay tena olana amin'ilay hoe sipa gasy miaraka amin'ny vahiny na miaraka amin'ny gasy manam-bola e. Raha izay ve no maha tsara ny fiainany maninona moa.
Ny fahitako azy dia ireo olona manakiana ireo koa mba te hiaraka am sipa gasy kely fa tsy tafa dia lasa manakiana avy eo.
En plus ianareo mpanakiana ireo ve manana vahaolana mba tsy hiarahana ny sipa gasy amin'ny vahiny sy ny gasy antitra manam-bola?

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Avobenohonylanitra
Date: 13 septembre 2017 - 09:15

Mila raisina ny andriakitra ambaratonga, ary troutrouna amabavaka, tsisy tsy vitany vavaka, mitaraina isika rehetra sy malahelo, néfa éfa nisy nivavaka mba hamahana olana vé ??

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Avobehononylanitra 
Date: 13 septembre 2017 - 11:04

sady ny lavaka nge manova zavatra eh !!!

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: mapmeme
Date: 13 septembre 2017 - 12:35

Avobenohonylaintra >>>>

ny lavaka manova zavatra ,
marina ny kozin lah !

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Mampalahelo!
Date: 13 septembre 2017 - 12:57

Tsy asiako resaka mihitsy ny fiarahan'ny vhv @ izay lhl nofidiany (na gasy na vahiny , na tanora na antitra). Samy manana ny safidiny ary samy manana ny tiany hitondrany ny fiainany. Ny mampalahelo ahy dia ireo ANKIZY TSY AMPY TAONA VOATERY MIARAKA @ LHL TSY NOFIDIANY.

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Avobenohonylanitra
Date: 13 septembre 2017 - 13:48

Avobehononylanitra >> aza mblasphme énao

Mampalahelo! >> marina ny fijérinao

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Vahaolana tsotra
Date: 13 septembre 2017 - 19:11

NY Zanakareo vavy tezaina tsy ho tia vola loatra

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: cas-ko
Date: 14 septembre 2017 - 09:12

tena cas-ko mts ty.
zanaka olona sahirana avy Maintirano zah.ny mamako narary t@hopitaly 19mois.zandriko 4 samy mbola hely.iaho t@zan 14ans fa be vatana.tsy maitsy niaraky t@vazah antitra zay aho mba hanapiako papako t@fikarakarana ny mamako sy ireo zandriko na de ts safidiko aza ny hivarotra ny tenako.lasa nody nefa vazah io,d tapaka ny fidiram-bola,tsy maitsy zah niditra t@lhl gasy bebe vola zay(tonton sOla filazanay azy).mpiserasera @resaka volamena ny raha ataony.taty aoriana zah nanambady gasy izay voalohapitiavako,tena tsapako tsy satisfait iz miaraka amnaka,tena azo ambara ho mijaly aho an-tokatrano.mila hanindrona antsy mts iz vao mahita vazah @zao.

le vazah koa azo lazaina we n'profiter ny cas-ko t@zan d nanao ze tiny mts t@vatako.h@ setra2 @vatana aza vitany.

ka tsy manome tsiny ny hauteur an'sujet zah fa tena mampalahelo le raha!

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 09:24

cas-ko >> raha nivavaka ka nino hoan jésôsy ho panavotra ianao tsy nisedra io olana io, ny olana ara matérialy no nobanjininao voalohany fa i jésôsy tsy mba tsaronao hoé afaka manampya aoa

zao tadidina, taiano jésôsy, ary tia ny ankohonanao, mivavaha mba tsy hoazony olana aminy manaraka

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: indrisy!!!
Date: 14 septembre 2017 - 10:30

Raha ny vavaka , sy ny isan'ny mpivavaka sy ny isan'ny fiangonana, sy ny isan'ny émissions mivavaka ao @ radios sy télé, sy ny isan'ny mpitory teny an-dalam-be... efa tokony ho loha-laharana ny malagasy! Efa tokony ho resin'ny malagasy ny rehetra eran-tany, efa tokony ho puissance économique!! Efa tsy misy olona voatèry hivaro_tena intsony!!
Kanefa indrisy!!!

Toa mandatsa ianareo izany!

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 10:33

Izany hoe mody mi-sarim-bavaka izany no betsaka ve ry indrisy!!!???

Anefa aleo mivavaka ihany eh! yeah

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 10:34

indrisy!!!>> ny finona no tsy ampy, zay lay olana, ary tsy mivaly ny vavaka, dia taraiky ny rehetra

***********

Bishop Njoun. = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

Bishop Avobenohonylanitra = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Mitrotro ambavaka hoanareo izahay Mpanompon'i Kristy :

Apôstôly Avobenohonylanitra - Apôstôly Njoun

Bishop Avobenohonylanitra - Bishop Njoun

Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Avobenohonylanitra - Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Njoun

Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Avobenohonylanitra -
Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Njoun



yeuxfermes Andao hiara hivavaka isika yeuxfermes


Rainay any an-danitra,

hohamasinina anie ny Anaranao ;

ho tonga anie ny fanjakanao ;

ho tanteraka anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;

avelao ny fahotanay,

tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;

aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,

fa manafaha anay amin'ny ratsy.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes



Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

Mino an’ Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho. Ary mino an’ i Jesoa Kristy Zananilahy Tokana Tompontsika, izay notorontoronina tamin’ ny Fanahy Masina. Naterak’ i Maria Virjiny. Nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato. Nohomboana tamin’ ny hazo fijaliana. Maty ka nalevina. Nidina tany amin‘ny fiainan-tsy hita. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo. Niakatra ho any an- danitra. Mipetraka eo an- kavanan’ Andriamanitra Ry Tsitoha. Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty. Mino ny Fanahy Masina aho. Ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao. Ny fiombonan’ny olona masina. Ny famelan-keloka. Ny fitsanganan ‘ny tena amin’ny maty. Ary ny fiainana mandrakizay. Amena.


yeuxfermes Amen. yeuxfermes

Isika mino an’ Andriamanitra Iray, Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany, ary ny zavatra rehetra na hita na tsy hita. Ary an’ i Jesoa Kristy Tompo Iray, Zananilahy Tokan’Andriamanitra, nateraky ny Rainy talohan’ izao rehetra izao, ny Mazava avy amin’ny Mazava. Andriamanitra tokoa avy amin’Andriamanitra, nateraka fa tsy natao, miray amin’ny Ray ny zavatra rehatra: Izy no nahariana izao tontolo izao. Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena antsika dia nidina avy tany an-danitra Izy, ary nataon’ny Fanahy Masina nofo avy tamin’ i Maria Virijiny, dia tonga olona Izy. Nohomboana teo amin’ny hazo fijaliana ho fanavotana antsika tamin’ny nanapahan’ i Potio Pilato Izy. Nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo araka izay voasoratra Izy. Niakatra ho any an-danitra Izy, ary mipetraka eo an-tanana ankavanan’ny Ray. Avy any no hiaviany, indray amin’ny voninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary mandrakizay ny fanjakany.

Isika mino ny Fanahy Masina, Tompo sady mpanome aina, Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka ka itsaohana sy ankalazaina miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka. Izy dia niteny tamin’ny vavan’ny mpaminany.

Isika mino ny Fiangonana iray, miorina amin’ny fanambaran’ny Apostoly ary manerana izao tontolo izao.

Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka sady manantena ny fitsanganan’ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes


Tompo ô, tsy mendrika hatao hoe zanakao aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hidiranao ao ambanin’ny tafontranoko aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hitsimpona izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny
latabatrao akory aho.

Kanefa hoy Ianao hoe : “Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy”.


Amena. yeuxfermes yeuxfermes


Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

yeuxfermes Njoun & Avobenohonylanitra = Miaramila an'i Kristy Tompo Andriamanitrao Andriamantray Andriamanitr'izao tontolo izao yeuxfermes

Efa akaiky ny Farany, mibebeha miaraka amin'i BISHOP Njoun & BISHOP Avobenohonylanitra yeuxfermes



(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: beIapin
Date: 14 septembre 2017 - 10:35

mahafinaritra ny milalao vhv , indrindra ireo tsy mbola ampy taona fa :
- fa .... rhf ny anabavin'lisany no tratra dia :
>> tena mahatsiaro maharary !!!!

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: indrisy!!!
Date: 14 septembre 2017 - 10:38

Ka ireo tany scandinaves, Suisse, ... izay ambony fari-piainana indrindra ny mponina ao aminy, ireo izany no mpvavaka sy votom-pinoana indrindra?

Options: Répondre
Re: tena mampalahelo ny zazavavy malagasy
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 10:42

indrisy!!!>> ény tompoko, mivavaka ary mino ry rzareo

***********

Bishop Njoun. = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

Bishop Avobenohonylanitra = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Mitrotro ambavaka hoanareo izahay Mpanompon'i Kristy :

Apôstôly Avobenohonylanitra - Apôstôly Njoun

Bishop Avobenohonylanitra - Bishop Njoun

Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Avobenohonylanitra - Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Njoun

Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Avobenohonylanitra -
Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Njoun



yeuxfermes Andao hiara hivavaka isika yeuxfermes


Rainay any an-danitra,

hohamasinina anie ny Anaranao ;

ho tonga anie ny fanjakanao ;

ho tanteraka anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;

avelao ny fahotanay,

tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;

aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,

fa manafaha anay amin'ny ratsy.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes



Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

Mino an’ Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho. Ary mino an’ i Jesoa Kristy Zananilahy Tokana Tompontsika, izay notorontoronina tamin’ ny Fanahy Masina. Naterak’ i Maria Virjiny. Nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato. Nohomboana tamin’ ny hazo fijaliana. Maty ka nalevina. Nidina tany amin‘ny fiainan-tsy hita. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo. Niakatra ho any an- danitra. Mipetraka eo an- kavanan’ Andriamanitra Ry Tsitoha. Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty. Mino ny Fanahy Masina aho. Ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao. Ny fiombonan’ny olona masina. Ny famelan-keloka. Ny fitsanganan ‘ny tena amin’ny maty. Ary ny fiainana mandrakizay. Amena.


yeuxfermes Amen. yeuxfermes

Isika mino an’ Andriamanitra Iray, Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany, ary ny zavatra rehetra na hita na tsy hita. Ary an’ i Jesoa Kristy Tompo Iray, Zananilahy Tokan’Andriamanitra, nateraky ny Rainy talohan’ izao rehetra izao, ny Mazava avy amin’ny Mazava. Andriamanitra tokoa avy amin’Andriamanitra, nateraka fa tsy natao, miray amin’ny Ray ny zavatra rehatra: Izy no nahariana izao tontolo izao. Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena antsika dia nidina avy tany an-danitra Izy, ary nataon’ny Fanahy Masina nofo avy tamin’ i Maria Virijiny, dia tonga olona Izy. Nohomboana teo amin’ny hazo fijaliana ho fanavotana antsika tamin’ny nanapahan’ i Potio Pilato Izy. Nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo araka izay voasoratra Izy. Niakatra ho any an-danitra Izy, ary mipetraka eo an-tanana ankavanan’ny Ray. Avy any no hiaviany, indray amin’ny voninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary mandrakizay ny fanjakany.

Isika mino ny Fanahy Masina, Tompo sady mpanome aina, Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka ka itsaohana sy ankalazaina miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka. Izy dia niteny tamin’ny vavan’ny mpaminany.

Isika mino ny Fiangonana iray, miorina amin’ny fanambaran’ny Apostoly ary manerana izao tontolo izao.

Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka sady manantena ny fitsanganan’ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes


Tompo ô, tsy mendrika hatao hoe zanakao aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hidiranao ao ambanin’ny tafontranoko aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hitsimpona izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny
latabatrao akory aho.

Kanefa hoy Ianao hoe : “Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy”.


Amena. yeuxfermes yeuxfermes


Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

yeuxfermes Njoun & Avobenohonylanitra = Miaramila an'i Kristy Tompo Andriamanitrao Andriamantray Andriamanitr'izao tontolo izao yeuxfermes

Efa akaiky ny Farany, mibebeha miaraka amin'i BISHOP Njoun & BISHOP Avobenohonylanitra yeuxfermes



(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg