Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 11:13

Salama eh,

Afaka mba confirmenareo oe marina tokoa v izany hoe niala tsy ho mpihira fifoazana @ manolotrony ny tarika saotra sy dera fa nifindra fiangonana hafa?
Fa nisy inona no antony izany ho an zay maharaka?

Merci

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 11:18

Tsy a la MERCI an'ny fiangonana ny tarika SAOTRA sy dera fa mitory ny hira aram-pilazantsara ho an'izao tontolo izao. Donc tsy misy vaovao afaka homena anao fa mba manaova matianina @manaraka, ianao no endrasana hitondra vaovao feno fa izahay matoa tsy miteny dia sady tsy mahita no tsy mahafantatra

Tadidio fa efa misolo-tena mpanao gazety isika eto ka rehefa tsy feno ny vaovao dia aleo tsy manoratra fa lasa mifangarom-bava eto fotsiny yeah

Merci

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 11:31

Non, tsy afaka ny ilaza vaovao tsy marina aho tompoko, matoa manotany dia mba liam baovao, ary mba te izara am olona hafa, nefa koa siosion dresaka no heno fa tsy ilay mbola original, tsy diso angamba ra mantany confirmation,

refa tsy fantatrao dia tsy voatery ianao amaly zay soratan'olona fa itako enao mantsy miditra am resaka olona rehetra, tsy terena nefa zay ataonao ihany io araka zay tinao eh, misotra

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 11:36

Oviana anefa io vaovao tsy marim-potitra io no henonao???,

Mpandainga a

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: AvobenohonyIanitra
Date: 12 septembre 2017 - 11:36

Tsy azonao sakanana ny olona tsy hamaly. Ianao no tokony tsy manoratsora-poana izay siosion-dresaka rehefa tsy mahatanty tsikera.

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 11:44

AvobenohonyIanitra < Mba mahaiza mamaky, za tsy nametra azy tsy anoratra fa za no omeny tsiny oe TSY MATIANINA fa za zany tsy tokony antany fa tonga dia itondra vaovao maropotitra, justement zay no atongavako eto iala am lay tsy maripotitra fa te halala,

Tao am FB ( rubrique ho an fjkm) ilay izy no itako omaly resa be, oe tao amin'ny radio fahazavana nisy pasitera fa tsy miaraka am isika fjkm intsony ny saotra sy dera fa lasa nakany am fiangonana hafa,dia mba te halala lay antony nisitahin zareo tarika saotra sy dera tao am fiangonana manolotrony fotsiny ah

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 11:57

AvobenohonyIanitra >> aza mangalatra pseudo ééé

I léhibé ny azy ny "l" éo am lanitra, aza manao zao ry namana an


Misaotra ny traika am fidérana ataony

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 12:09

E aza izany izy ry < MAMIII hoe mbola tany @fb indray koa no nahitanareo an'ilay izy koa, vaovao tsy marim-pototra indroa zany? gratte

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 12:20

Njoun. >> mila amarinina zany vao2 zany

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 12:41

Ka za aza ve hampiely vaovao tsy marina kosa fa zay itako aloa dia ambarako (sika gasy zatra lovantsofina fahiny izay mbola inon'ny maro akenhitrio)

dia maro amin ry zareo tao no nilaza hoe naheno anio vaovao io nambaran'ny pasitera iray tao am fjkm tamin'ny radio fahazavana

mais bon, tsy manina fa aleo zay pi comoms hafa mety andalo eto no anamarina sy ilaza ra samy tsisy mahay sika amzao
Misotra

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 12:47

yeuxfermes Fa vavy aloha nareo sa lahy?

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 13:13

Humm fa atao inona nefa zany?
ra io firesako io zao dia in no fihevitrao?

sa miankina am izay lay resaka aveo hihi
dia gaga enao

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 13:28

Tena samy hafa kosa ny fi-traité ko raha vavy ianao ku yeah

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: manafo
Date: 12 septembre 2017 - 14:18

Njoun> tena ra mpikabary anao d mandany jiro. mety ho vavy io an

Za alo tsy mahay e.

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 14:34

manafo > mapiasa énérzi sôléra dé amzay tsy minana Driramà yeah

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 14:36

Hahaha latsaka be za ato!
Hay ve misy anzany mode de traitement zany koa en fonction lay olona eh,

aleo ijanona ho mistery ra zany fa sao dia ataonao maita an jakoba eo za ra tsy mifanaraka amin eritreritrao ny eritreritro,

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 14:42

MAMIII >> njoun tsara fanahy bé faza matahotra

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 14:49

Fa afaka mandainga koa anefa anie ianao, fa izany hoe asakasakao sy Andriamanitra indray satria lasa mpandainga enao @izay yeah

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 14:54

Njoun. >> ra mandainga izy dia ho bédin'i jésôsy

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 14:56

Zay no tsy itenenako fa misy maita daolo na dia miafina ambadika ecran aza.

Manina ra tonga dia atao tsara fanahy faona na iza na iza olona fa tsisy oe ra zao d zao!!!!

Fa nga vidina vola koa ny atsaram panahy hahaha

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: AvobenohoAndringitra
Date: 12 septembre 2017 - 14:58

efa hatr@ 2009 , t@ ireny hira "iny lalana iny" nangalarin-dry Devoly teo @ 13 mai no tsy akama ntsony ry zareo

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 15:04

Nga?
zany oe lasa misy idiran resaka politik ndray ve zany io fisarahana io?
devoly?lokom boasary? zany nga ono reny?

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 15:06

tokony tsy apidirina am pôltika ny fidérna an jésôsy néfa, téna marina éééé

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 15:10

Hay! fa nga zareo mitsy no mpidera panafana tao sa ny hiran zareo fotsin no mora hain olona tamin zany dia natao?sa v oe aaa? sa aona mitsy, tsy azoko tsony

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 15:26

MAMIII >>> Alaiko sary an-tsaina toa-vavy enao zao manoratra io yeah

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 15:27

Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa Fitiavana

Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
Tamin’ ny Ranao ny tenako

Jesoa Malalako! tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy

Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 15:38

Njoun: Humm, nga lasa paminany zato izy e! d ra tsy zay eritreritrao zay d aona?haha oaina be, afaka amboamboarina anie ny fiteny eto e mba apisy suspens e krkkrk

Avobenohonylanitra: tena mafinaritra io hira io, mapieritreritra ny fahatsaran'izao Tompo tsara zao, mpamindra fo eh,

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 15:39

gratte fa maninona aza ny olona no lasa tsy mba milaza ny marina izany intsony eh!? tena mila vavaka marina an!

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 12 septembre 2017 - 15:47

Marina rehetra tsy mba filaza ry seh ah!
Ra niteny lay io tsy fantatrao io za teo mety efa voamafy takizay krkrkr

dia mba tsy ampisy bleme dia aleo amzao, toizo ny fahatsaram panahy fa zany no tena sitraky ny Tompo ( ny fitiavana no lehibe indrindra am zavatra rehetra) meme si oe tsy zay aza lay resaka eto fa misy mitady ampiditra politik nefa mba filana vaovao marina no ilaiko à la base d lasa mitatra be otrizao

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 15:57

MAMIII >> mitondra fankaherezana ny mahita ny zavatra soratanao

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 14 septembre 2017 - 10:14

mahasoava anao zany ra zany

efa nahazo valiny tamin'ilay fantaniko tetsy ambony aho fa merci beaucoups anareo rehetra

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 10:21

MAMIII >> kiss

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: vaiavy.
Date: 14 septembre 2017 - 12:30

MAMIII> vavy enao rangà ozy Njoun fa asehoy eto ny maha vhv anao a

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 14 septembre 2017 - 13:37

Hahaha
na vavy na lahy tsy important
Loza koa zany oe aseoy ny mahavehivavy, sao mba tsy rariny

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 13:40

MAMIII >>> dodobe nanonofy anao za alina yeah

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 14 septembre 2017 - 13:53

In lay nofisina? aza mitenteny foana ry zareo ah, resaka mba fitoriana filazantsara nge lay theme e

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 13:58

Nanonofy anao nanao hiran'i Hantatiana aza za ku, inona zao no tsy masina @izany? gratte

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: rafarala
Date: 14 septembre 2017 - 14:56

manja nge izy iny e!

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Mpiserana
Date: 14 septembre 2017 - 14:59

Njoun> Raha lehilahy ilay MAMIII dia tena mety ho tsara izany izy mihira ny hiran'i Hantatiana izany an. Cover!!

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Andriamanitra tsitoha
Date: 14 septembre 2017 - 16:39

Andriamanitra dia iray ihany.

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 14 septembre 2017 - 17:35

Fa in matonga anlay fantanina oe lahy sa vavy nefa olona rehetra mi comns tsisy ksk il y a eh
nga tsy azon lehilahy hiran moa hiran hantatiana?
ka lay imagen iza no azonao antsaina tamin nanofy nihira an i Hantatiana aho krkrkrk

Andriamanitra tsitoha> marina loatra, tsy manina na misy miala na miditra fa asan'ny Tompo daolo zany

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: galaxy
Date: 16 septembre 2017 - 06:46

Andriamanitra tsitoha>>>> (tsy tena izy)

mitovy ve ny telo izay iray , sy ny iray ihany ?
toa jeu de mot no hanazavana ny incohérence foronon ny Kristianina.

Ary ny misoloky anarana ve tsy mampigadra any andanitra !

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: tsymoutondepanurge
Date: 18 septembre 2017 - 13:19

Vavy io ry Njoun a !!!!d silence @ zay !!!!

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: Njoun.
Date: 18 septembre 2017 - 15:35

Koa raha tsy tongo-bolo ny olona ka tapenam-bava, mba tany!

Raha vavy i MAMIII DIA big kiss

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: itony
Date: 19 septembre 2017 - 10:45

itony le sujet tsis dikany dia zara aza misy mitarika lava be.tsy misy hidiranle resaka saotra sy dera mts.

mba pro wa rhf manokatra sujet fa tsss...fitiavana te hiresaka ftsn.

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 19 septembre 2017 - 13:22

Itony=> tsy misy iraraiko izay filazanao azy fa matoa mantany fantanina dia mila valiny ary satria te hanara baovao izahay, atreto mbola tsisy nahavaly ny fantaniko fa olona mapiresaka no betsaka, enao aza zao tsy au lieu de tokony mba amaly dia laozanao mi critiquer zay soratako, fa sao ianao no tsisy atao fa afaka tsy ni critiquer, za tsy piasan ny moov na piasan iza fa mba te halala sao mba misy mahalala eto

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: hahaha.com
Date: 19 septembre 2017 - 13:36

Andriamanitra tsitoha >

inona no mahatonga anao hiteny hoe Andriamanitra dia iray ihany :

nga ianao efa nahita an'Azy?

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: itony
Date: 19 septembre 2017 - 14:01

MAMIII>ka na te hamaly aza ny kil toa sadaikatra ihany we sao dia tsy tokony ho zao ary ny titre an'ity sujet ty fa tena tsy misy idirany mts le resaka ato.ianao koa anie no manaiky hadalain'ny sasany eo e.une fois ianao mamaly dia tsy hamelan'reo raha tsy miafara @fangatahana contact.

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: MAMIII
Date: 19 septembre 2017 - 14:32

Itony: nga efa itanao nangataka contact zareo ary za nanome?

tsy oe mamaly za fa miezaka mijoro atram farany ny maha zao aho, jereo ao oe za ve miara misary adala aminy?

satria malala fomba aho dia valiko am tokony izy izay manotany sy miresaka amiko, fa ny resako ra matsikaritra enao dia tsy miova fa lay mapivily no ezaiko averina am loany lay resaka

Options: Répondre
Re: Niala ny tarika saotra sy dera
Par: itony
Date: 19 septembre 2017 - 15:03

MAMIII>tsy azonao ve le tiko tenenina e?ts niteny mts ah we nanome contact enw fa ts hamelan'ireo wa io resaka io raha tsy miafara @fangatahana contact.tsy nis mots mts nosoratako teo we ianao nanome contact.ary otranzw fon no ataon'ireo @sujet an'olona,otran virus mts.mb diniho daholo ny sujet ato raha tsy feno azy ireo.ary izy tsy manana ny eritreritra ny hamaly sujet zan fa ny handoto rano sy hananiany no hataony.ka na hiezaka hanitsy azy eo aza ianao dia izy ts @zan mts.zay le teneniko we misary adala miaraka aminy.

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg