Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: Précédent123
Page: 3 sur 3
Re: Ny Sampy
Par: Ericcc
Date: 01 février 2018 - 22:40

Momba ny ody gasy, ny ody topoko dia zavatra ratsy, natao hamelezana olona. tsy natoa hiarovana, ary efa tamin andron Ranavalona dia voarara ny ny manao ody mahery, ohatra, mamadika olona ho lasa biby, na lasa vato, ny ody mety hafaty olona, ....mifanohitra amin ody , izay natao hiarovna sy hanasitranana, izay mbola ampiasaintsika rehetra atramin zao fotoana izao ary tena mandaitra tokoa dia ny FANAFODY, izay ialana amin ody, sy ny aretina, atao anasitrana sy hiaro

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: balita33
Date: 02 février 2018 - 07:46

Ravonjibe>>angamba iano no mitsongolika @ details ny fahitako azy. Ny zavatra teneniko hatrany am-boalohany dia hoe: ny fivoaran'ny toe-trandro tsy manakana ny fomba ary ny manaraka ny fomba malagasy tsy manankana ny olona tsy hanaraka ny fivoarana sy ny normes medicales vaovao. ohatra ny didim-poitra, ny fiterahana etc..
Za dia olona anisan'ny mirehareha @ maha malagasy antsika, manana ny fombantsika, manana ny tenintsika, manana ny tanintsika...manana culture sy identite tsika. Tsy manakana nefa izany tsy hivelatra @ zavatra hafa izay hita fa nampandroso ny hafa. Tsy lavina fa misy very ary mihavery io culture io ankehitriny. Diso ny milaza nefa fa izay ihany no tena fototry ny fahatrantsika. Ary marihiko foana fa anisan'ny tompon'andraikitra lehibe @ zany isika fa tsy ny vahiny irery hoy aho hatrany am-boalohany.

Ny zavatra tsy mety ary toheriko mafy dia mafy eto ny generalisation fahatany ny zava-mitranga any anaty fiaraha-monina tsirairay any. toy ny hoe maha-pelaka ny didim-poitra @ fomba vahiny, ny kristianisma no hany fototry ny fahatrantsika, tsy misy afa-tsy ny fiverenana @ fomban-drazana no hahatafavoaka an-tsika...diso izany hoy aho

Ny firindran'ny fiarahamonina sy ny toe-karena amiko dia miankina @ facteurs marobe ary mivoatra araky ny zava-misy sy ny toe-java-mitranga ka tsy azo sakanana ny fiovana. Tadidio fa nanaraka fiovana sy fivoarana koa ny Ntaolo na tsy nisy aza ny vahiny. tsy nitovy ny didy aman-dalana sy ny fomba t@ andron-drangita sy rafohy sy ny t@ andrianampoinimerina sy lahidama.

Mirefarefa ve ny fijeriko? tsy maninona raha izay no azo handraisana azy. matoa mandray anjara eto @ forum dia vonona handray fanakianana koa. Samy manana ny heviny eto fa ny bontolo amiko dia reo izay minia mandiso tsy ny fijerin'ny sasany.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 02 février 2018 - 10:19

Ravinjison> Tsy misy mihitsy ifandraiasan´ny didim-poitra sy ny maha-pelaka.Mazava izany, fantatra tsara izany....nefa dia mizizo amin´izany i Mahantra eto.

Jereo sy halalino ny fiaraha-monina misy amin’izao. Satria vita vazaha ny maha-lehilahy azy dia lasa manaraka izay maha-vita vazaha izay ihany koa ny fomba fiainany.

--------------------

Ericcc> Momba ny ody gasy, ny ody topoko dia zavatra ratsy, natao hamelezana olona. tsy natoa hiarovana,

Inona no atao hoe ody gasy ary aloha? Sao dia tsy azonao. Tsy voatery hamelezana olona foana ny ody.

-------------------


balita33> Tsy misy afa-tsy ny fiverenana amin’ny Maha-Malagasy ny fampandrosoana ity firenena ity satria raha tsy ao ilay « FIHAVANANA » tena Malagasy dia hifampizarazara eto isika. Aizay ilay hoe “mita-be tsy lanin’ny mamba, akanga maro tsy vakin’amboa sns……..;”. Io no maha-resy ny ratsy misy rehetra eto toy ny kolikoly satria afaka amin’io ny fitiavam-bola sns….

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: balita33
Date: 02 février 2018 - 11:18

mahantra>>efa tsy miantefa any aminao intsony io resko io ambony io fa fondamentallement tsy mitovy ary tsy hitovy ny hevitsika. mazava ny hevitro. lazao indray fa izao mihitsy no tsy hahatafavoaka antsika, voazanaka sy ny blablabla rehetra fa tsy maninona, j'assume! fantatro hoe nitondra ahy sy izay mitovy hevitra amiko aiza ny fijeriko.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 02 février 2018 - 12:58

Mba jereo ihany ny fiaraha-monina misy fa eo no ahitàna ny zavatra azo tsapain-tanana.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mihomeh
Date: 02 février 2018 - 13:31

fombandrazana eh, sampy eh, patati , patata,
efa tsy any intsony ny gasy eh,
resaka mandany andro sisa izany,

ny atao hoe gasy amin izao dia tsotra ihany:
- kristianina, mahay toko sy andininy
- mivavaka, tia kely (dia omen Atra kely tokoa)
- be fialonana,
- tia tena, mahihitra,
- miteny vazaha matetika,
- menatra izy raha asao manao raharahamokonolona, ny mpiasany no alefany
- nampianarin ny vazaha kolotsaina vaovao, manaraka ny toetrandro
- mitsipaka ny fombandrazany, ary mitazona , manamafy sady manizingizina izay nampianarin ny vazaha azy
- tsy afaka handinitena intsony (tsy fidiny azy, voazanaka ny lohany)
- dia lasa mpimenomenona tsy misy farany sisa

mahita ny ady hevitra eto za dia aleoko mihomehy, tsy avotra intsony io ,ny fototra mighitsy no verty, za aloha dia tena tsy miraharaha intsony , samy manavotra ny tenany sisa, blabla ny ankoatr izay

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 02 février 2018 - 14:32

Hahahahahahaha tena misy fahamarinany

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: balita33
Date: 02 février 2018 - 15:45

za hoa ry mahantra tsy azonao an-tsaina hoe aiza ho aiza anaty fiarahamonina no misy ahy....aza maminany hoe mahita na tsy mijery sa tsia!

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 02 février 2018 - 15:52

Ady hevitra no atao eto fa tsy misy miditra amin'ny fiainan'ny tsirairay eto.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: balita33
Date: 02 février 2018 - 16:13

ady hevitra ka! aza irahina mandeha mijery eny @ fiarahamonina fotsiny aho fa ts'ainao hoe aiza ho aiza eny no misy ahy

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mpandatsa
Date: 03 février 2018 - 07:05

Gasy = manaraka toetrandro = mivoatra= kristianina = tsy dia mahay teny gasy lotra intsony = faran izay fadiranovana erantany = tsy avotra intsony = race indigène , tsy tompon i madagasikara intsony fa vahiny eo @ tanin ny razany, tsy nahay nandova ilay tany, babakoto ny 98%

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 03 février 2018 - 10:06

Par: balita33
Date: 02 février 2018 - 16:13

ady hevitra ka! aza irahina mandeha mijery eny @ fiarahamonina fotsiny aho fa ts'ainao hoe aiza ho aiza eny no misy ahy

Mety eny an-danitra angamba.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: ericc
Date: 03 février 2018 - 18:31

Ny ody dia tena natao hamelezana, na atao ahazoana harena na zavatra amin tsy rariny, ohatra: ody fitia, ny fanohitra , ra entina hiarovana sy hanasoavana izy dia FANAFODY no anarany,

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: ericcc
Date: 03 février 2018 - 18:35

izao ndray ny hevitro ra momba ny kolotsaina malagasy, izaho ko dia tena mandala ny kolotsaina malagasy, ohtra ny SOUPE CHINOISE, NY COMPOSE, NY Nem sy sambosa , ampiarahana amin LABIERA, dia misy mahasa milaza indray fa tsy kolontsaina malagasy izany, ny tamin andro taloha tsy fatako oue misy anizany fandroana e, sns etc. . . tsy fatako ny momba anizany ary tsy mandala anizany aho, ny kolotsaina malagasy ankehitriny no fatako sy lalaiko

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: fanafody
Date: 04 février 2018 - 06:58

Misy mpanao ody mahay ato @ forum, izy no mahay ny tena momba azy

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: kolontssaina
Date: 04 février 2018 - 07:01

OUPE CHINOISE, NY COMPOSE, NY Nem sy sambosa , ampiarahana amin LABIERA, dia misy mahasa milaza indray fa tsy kolontsaina malagasy izany,

FISAORANA LEHIBE HO AN ITY MALAGASY IRAY ITY IZAY MANDALA NY KOLOTSAINY

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: ODDY
Date: 04 février 2018 - 07:06

Ody fery= hamelezana fery
Ody ambavafo= hamelezana ambavafo
Ody basy = hamelezana basy
sns sns

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Ericcc
Date: 04 février 2018 - 17:34

TSY MISY ODY FERY SY ODY AMABAVAFO SY ODY BASY IZANY LESY A, fanafody fery , inona amin ambavafo no asian ody??? fanafody aretina ambavafo, fanafaka amin ody basy, ny ody basy dia nampiasaina aminzay hono mavoa foan rehefa mitifitra , ary aingana be sady tsy reraka rehefa mamahana basy tamin izany andro izany ,

mboa misy masahy ihany miteny oue tsy kolotsaina malagasy ny name , sambos , soupe chinoise, nefa de izany no hikolon tsika ny saintsika isanandro eto efa firy taona maty izay , ka inona trsy maha kolo tsaina malagasy aminzanny , sa ny kolotsaina aminareo zavatra efa tsy atao ny olona intsony tsy misy miraharaha, akory????

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: ericccc
Date: 04 février 2018 - 18:36

Par: mahantra

Date: 31 janvier 2018 - 16:04


Rafimpitsarana...

"...rehefa afaka tompoko ny tsiny fanalan'ny vava, dia ho ela velona ny Mpanjaka, handidy hahita ny tonony, hikapa hahita vaniny, hahita izay hevitra soa hanjakan'ny Rariny sy ny Hitsiny mba hiadanan'ny Ambanilanitra", firariantsoa fanao famaranana kabary tamin'ny lanonana rehetra fahizay ireo andalateny ireo; ary ny Mpanjaka rehefa mamarana kabary mifono didy dia miteny hoe "...ka matahora ianareo Ambanilanitra an'Andriamanitra Andriananahary, fa entiko amin'ny Hitsiny sy ny Rariny ny Fanjakako hiadananareo vahoakako, izao nomen'Andriamanitra hanjakako izao."

Efa hatry ny ela ny Malagasy no nanaja fatratra ny Rariny sy ny Hitsiny. Nitatao an'Andriamanitra tao antampondohany, natahotra fadiranovana ny fady, ny tsiny, ny tody. Efa fitsipi-piainany andavanandro ny hatry ny ela ilay lalana ambava hoe "Aza atao amin'ny hafa izay tsy tianao hatao amin'ny tenanao", ninoany, ary tena ninoany fa ny atao rehetra na tsara na ratsy dia tsy maintsy mivaly, na ho ela io na ho haingana. Tody ny anaran'io, ary hoy izy "Ny Tody anie tsy misy e! Ny atao ihany no miverina". Ny todimbady vady, ny todinjanaka zanaka, ny todinkarena harena, todinaina aina. Ary io finoana io no mibaiko ny fihetsiny, ny fiteniny, ny fisainany, aleo miera toy izay hoy izy hananantsiny eo, satria ny tsiny dia miteradoza "Ny Tsiny toy ny rano an'ambo (ranondambo), tsy hita raha tsy efa mahavoa". Ka na tandriny na tsy tandriny no andeha ataony, dia ny fialana tsiny no asesiny sao mahatafintohana ny hafa ary sao meloka eo anatrehan'Andriamanitra.

"Mahay miandry ny rariny aho, fisaka loatra ny Rariny ka saro-tadiavina. Ny Andriamanitra tsy andriny andrasako eto ihany" hoy Ramboasalama rehefa avy natelin'ireo Manampanahy izy, andeha hamaky ady tamin'Andrianjafy anadahindreniny. Rehefa tonga Andrianampoinimerina izy no nikabary fa
"Tsy misy manana Rariny ho an'ny tenany samy irery raha tsy miaraka amin'ny Rarin'ny hafa.... Aza mahery Rariny, aza mitompo teny fatratra toa antsikely be zarana. Aza manintsa-molaly olona, fa tsongoy fontena tsongoy fonolona... Ny kary aza mifona amin'Andriampatsa mahazo rariny, ka mainka fa olombelona no hifona amin'Andriamanitra sy ny Razana...". Niainany ny Rariny, nialany ny Tsiny, natahorany ny Tody.
Namoaka Didy Andrianampoina, antsoina hoe Heloka 12 loha mahafaty, mahafaty satria ny Fanjakana dia Masina, Masina loatra ka raha heloka amin'ny Fanjakana dia heloka eo anatrehan'Andriamanitra. Ka hananana Tsiny, hifatraharan'Tody, tsy ahitana Rariny raha avela ho baranahiny ny Fanjakana:

1- Ny mikomy
2- Ny manangana Mpanjaka hafa (manongam-panjakana)
3- Ny mananika Rova
4- Ny manera vadinandriana
5- Ny mangarondapa (mangalatra fanaka sy entana ao an-Dapa)
6- Ny homana tongoa mionkona (manodikodina hetra, hasin'Andriana, haba, fitia tsy mba hetra, isam-pangady,volampanjakana, vodihena, ...)
7- Ny manao tenin'ny Mpanjaka tsy ho Masina (manova kabary, mandiso hafatra, mitondra teny tsy nampitondraina manao ilay hoe hoy ny Mpanjaka "...")
8- Ny mamoky hankany amin'ny tsy mety sy hanaratsy ny tany sy ny Fanjakana (mampiady vahoaka, mamely tsaho, mamita-bahoaka sy mamitak'Andriana, mamporisika hisotro toaka sy hifoka rongony, mivarotra antsokosoko, mivarotra halatra, mivaromaizina ...)
9- Ny azo tambimbola amin'karena ka ny tsy mety atakalo mety (tsolotra, risoriso, mitsara miangatra, mivarotra olona sy fananana tsy an'ny tena, vavolombelona mandainga, manendrinkendrika olo-marina, tondro-molotra ...)
10- Ny manao ody mahery sy ny mpamosavy
11- Ny mamono olona
12- Ny mangalatra

Ireo ny heloka 12loha mahafaty, tsy vonoina avy hatrany fa voadinika tsara vao vonoina. Mahazo mifona, ary ny vahoaka no asain'Andrianampoina mitsara farany raha mifona ny voapanga "Iza no maha Mpanjaka ahy sy anjakako ? Tsy ianareo ? Ka dia mankasitraka anareo aho, izay ataonareo no izy" (matetika dia vonoina na ampinomana tangena).
Raha raharaham-pianakaviana toy ny lova, ny fanambadiana, ny fananganajaza, ny fampirafesana dia ny Raiamandreny no mandamina izany fa entina eo amin'ny mpiaramonina ho fantambahoaka.

Ny ady ifanolanana dia entina eo anatrehan'ny Fokonolona. Ireo no mandamina azy araka izay Rariny hitany sy ny Fomba fantany, satria tandremana tsy ho rava ny Fihavanana ary tsy mitady fahasahiranana ny mpiara-monina fa mitady ny Rariny.
Rehefa tsy voavahy anefa ny ady dia entin'izay mahatsapa fa tsy mahazo ny Rariny miakatra any an-dRova ho tsaraina ny raharaha.

Ny fototry ny teny hoe Fitsarana dia TSARA. Ny heviny dia izay tranga mampalahelo, manafintohina, mampamoifo dia entina eny amin'Mpanjaka na ny Andriana ho hatsaraina, ahatonga ny malahelo, ny tafintohina, ny mamoifo ho afa-po satria nahita ny Rariny. Raha diso ianao dia hatsaraina, raha marina ianao dia hatsaraina. Mba hisian'ny filaminana dia ny Rariny miankina amin'ny Fomba sy ny Didy no natsangana ho Hitsiny.
Ny fomba Fitsarana Malagasy dia ny Rariny sy ny Hitsiny no nitondrana azy. Ny fototra dia FANAHY NO OLONA sy FIHAVANANA NO TALOHA. Tsy misy olona melohina raha tsy efa hita intsony izay hanatsarana azy, raha heloka amin'ny Fanjakana dia vonoina, raha heloka amin'ny fiaraha-monina dia sazina. Ireo antsoina hoe Tsimatimanota dia amin'ny Mpanjaka tenany ihany izy no tsy maty manota fa tsy amin'ny Fanjakana na amin'ny Ambanilanitra. Tsy immunités juridiques ny tsy maty manota fa faveurs sociaux, tsy manao asa fanompoana, tsy milanja angady, tsy manao miaramila sns...

Ny taona 1828 no namoaka didy aman-dalana antsoratra voalaohany Ranavalona1, nantsoina hoe Lalana 48 Loha. Mandrakitra ny kabriny momba ny Fombantany sy ny Sazy ary ny Lalana mifehy izany. Io Lalana navoakan-dRanavalona1 io dia efa nampisaraka ny fahefam-pitondrana sy ny fahefam-pitsarana.

Ny 12 Alahasaty 1862 no namoaka ny Lalana 50 Loha i Radama2, Lalana mameno ny Lalana 48 Loha nataon-dReniny.
Ny 18 Septambra 1868 kosa no namoaka ny Lalana 101 Loha i Ranavalona2.

Ny 14 Jolay 1878 no namoaka Lalana momba ny Fokonolona sy ny Sakaizambohitra i Ranavalona2, nametraka ny "Etat-civil".
Ny goavana sady Lalana tena Malagasy farany dia ilay "Dimiventisitelonjato, Lalana 305 Loha", navoaka ny 29 Martsa 1881. Izay sady mifehy ny procèdures no sady textes réglementaires, toy ny British Habeas Corpus...

.... Natoky Fanjakana ny vahoaka tamin'izany andro izany....





VOARARA NY MANAO ODY

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 05 février 2018 - 08:21

Inona no atao hoe ody? Ny ody dia famerenana amin'ny laoniny ny zavatra iray, ohatra hoe tampody. Na io fanafody hohanintsika io ohatra, "Nivaquine, sns......" dia avy amin'ilay ody fa rehefa ny antsika izay tsara fa tsy misy "produit chimique" ve dia ratsy foana?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: filozoffia
Date: 10 février 2018 - 06:14

Mbola tsy nisy Atra niseho sy niteny t@ olna izany, na taiza , na taiza, tsy misy porofo an izany hatreto, fa tsy manakana ny olona hamorona fivavahana , finona, hamorona fombafomba isan karazany izany, ary mety misy mihitsy mivavaka @ devoly satria heveriny ho noforon Atra koa ny devoliny, ka fa finoanoamponana io, na délira, na sampy, sns, tsy hitako mihitsy izay olana, ny kristianisma dia mety ho sampy ho an ny hindou sy ny boudhiste sns...dia inversement, rehefa mifanaja fotsiny dia izay

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: erciii
Date: 13 février 2018 - 15:11

Ny ODY dia avy amin teny oe V.ody zany oue atao mitovy amin io ze tratrany ,hahah lol iny ,
na koa oe, avy amin tampody , famerenana ny zavatra any amin izay namorona azy , zany oe averina any amin adnriamanitra izay voan ny ody, zany ho faty

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 20 février 2018 - 12:12

filozoffia>

Mbola tsy nisy Atra niseho sy niteny t@ olna izany, na taiza , na taiza, tsy misy porofo an izany hatreto

Raha ara-tsiansa izany dia marina

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent123
Page: 3 sur 3


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg