Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3
Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 20 décembre 2017 - 10:24

Ny Ntaolo Malagasy dia tsy nanompo sampy izany fa ny vahiny no manompo sampy satria izy ireo no nampiditra izany sampy izany teto amin'ity firenena ity. Na ny teny hoe sampy aza dia tsy teny Malagsy ofisialy.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Njoun.
Date: 20 décembre 2017 - 11:00

1, 2. a) Tena fantatrao ve ny olo-malaza iray raha ny anarany fotsiny no hainao? Hazavao. b) Inona no lazain’ny olona momba an’i Jesosy?
BETSAKA ny olo-malaza maneran-tany. Raha ny anaran’ilay olona malaza fotsiny no hainao, dia tsy midika izany hoe tena fantatrao tsara izy. Mety tsy ho fantatrao daholo ny fiainany sy ny tena toetrany.

2 Mety ho efa naheno momba an’i Jesosy Kristy ianao, na dia efa tamin’ny 2 000 taona lasa aza izy no tetỳ an-tany. Tsy mahalala tsara an’i Jesosy anefa ny ankamaroan’ny olona. Misy miteny hoe olona tsara fanahy izy, na koa mpaminany. Misy indray mino hoe Andriamanitra izy. Ary ahoana ny hevitrao?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 20 décembre 2017 - 11:13

njoun> Fa angaha aloha olo-malaza no andraisanao an'ilay Jesosy Kristy ry njoun?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Njoun.
Date: 20 décembre 2017 - 11:37

Namana mahantra yeuxfermes

Ny Tenin'Andriamanitra dia manoro antsika ny lalam-pamonjena amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy sy ny fandraisantsika / fanekentsika Azy ho Tompo sy Mpamonjy. Ireto andinin-tSoratra Masina ireto dia manambara marimarina fa tsy misy afa-tsy Jesosy Kristy irery ihany no Mpamonjy - Izy irery ihany no afaka manome antsika ny fiainana mandrakizay. Ao koa ireo teny fikasana ho an'izay mino an'i Jesosy Kristy.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 20 décembre 2017 - 12:52

Njoun> Resaka sampy aloha ny eto njoun a, fa aza simbaina ilay lohahevitra.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Njoun.
Date: 20 décembre 2017 - 13:25

namana mahantra yeuxfermes

Jaona 1:12
Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery* ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany,

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 20 décembre 2017 - 13:29

Njoun> Inona no idiran'ny sampy amin'io njoun a. rehefa tsy mahita lazaina dia aza manimba sujet njoun a. Tsy hainao ve ny mipetraka fotsiny azafady? Resaka sampy ny eto dia lazao izay hainao amin'izany resaka izany fa aza manimba sujet.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Njoun.
Date: 20 décembre 2017 - 13:39

Jaona 3:16
Fa toy izao no Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny Zanani-lahy Tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 20 décembre 2017 - 13:41

Izao ve no antsoina hoe bishop ry njoun migafy ny hafa amin'ny alalan'ny copie colle, mampalahelo raha ianao no atao hoe kristianina ry njoun a. Sa ny ianareo kristianina mpigafy ry njoun?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Njoun.
Date: 20 décembre 2017 - 13:43

Jaona 3:16
Fa toy izao no Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny Zanani-lahy Tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay

Tenin'ny soratra masina ireo omeko sy hanazarako anao ireo namana mahantra yeuxfermes

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 20 décembre 2017 - 13:46

njoun> rehefa miditra eto ianao dia alefaso ny adi-hevitrao momban'io sampy io fa tsy io teny iray no averimberina sy higafiana eto ry kristianina mpigafy a.....

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Njoun.
Date: 20 décembre 2017 - 13:49

Tsy migafy anao aho akory fa mamerina ny lalan-diso izay diavinao io hoe: Jesosy Kristy no lalana sy fiainana mandrakizay Amen!

Jaona 3:16
Fa toy izao no Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny Zanani-lahy Tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: SaintPaseteurAvobe
Date: 20 décembre 2017 - 14:22

Ratsy ny Sampy yeuxfermes


**************

***************** yeuxfermes ***********

Bishops Roalahy = Iraka Offisialy an'i Kristy yeuxfermes Prioritaire Absolus yeuxfermes Grands Prophètes illuminés - Premiers Ministres du Grand Architecte de l'Univers (PMGALU) yeuxfermes Super Pasteurs de la Grande Bonne Eglise de Dieu d'Abraham yeuxfermes Mail Divin : avobenohonylanitra at gmail.com yeuxfermes Valimbavaka garanti yeuxfermes Fahasoavana ao am Kristy yeuxfermes

***************** yeuxfermes ***********

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: m...ara-tsaina io sa?
Date: 23 décembre 2017 - 13:30

mahantra>>>>>>tsy nanompo sampy hoy enao,fa nanao famadihana= ny filalaovana faty inona no dikany?oviana no nanomboka ary mbola misy ve hatr@zao?

ireny dadarabe sy ombiasa sy mpisikidy ireny tsy malagasy nga ireny tsy sampy angaha no lalaovin'ireny sa inona? vao izao nga ireny no nisy sa efa hatr@zay???raha hatr'izay dia ilay olona taloha no antsoina hoe Ntaolo

Tsy ny firesahana ny sampy sy izay manompo azy no zava-dehibe,

fa efa nanota ve ianao?dia zava-boahary mitovy avy aminao no Tompoinao(sampy no hitadiavana fitahiana)fa tsy ny Mpamorina,

Raha tsy azon'ny mahantra ny tian'i njoum ho lazaina dia aleo hazavaina:

,ny resaka sampy izany tsisy dikany na iza no nampiditra azy na iza, fa ny olona nanaiky hanao izany no nanao ny safidiny,

efa tonga ny famonjena dia i JESOSY kRISTY avelao ny sampy aza karohina akory izay mampiditra azy,izay no tian'ry sasany hazavaina avy aminao,fa tsy hoe sampy @izay hitiavanao hiresahana azy fa matoa hoentina eto ny resaka dia misy fanazavana hafa koa tadiavinao

Ny taolo malagasy dia nisy ny nanompo sampy nisy tsy nanompo sampy aza atao anaty sobika iray daholo ny taolo malagasy fa ny malagasy olom-belona mitovy @ olom-belona rehetra eran-tany samy manana ny sainy sy ny nataony tsi1-1 AVY,

io SAFIDY DIA SAMY NANANA NY SAFIDINY NY NTAOLO

NY LESONA AZO TSOAHINA EZAHIN'ireo olona sasany ireo HAZAVAINA AMINAO RY MAHANTRA DIA NY HOE REHEFA HISAFIDY DIA NY MPAMORONA SAFIDIANA FA AZA NY SAMPY tsy anjara tsika no hitsara izay nataon'ny Ntaolo malagasy tsi1-1 avy tompoko satria tsisy tonga lafatra izay sampy nataony na tsy nataony efa taloha izany,

fa @2017 za dia ny TSARA NO SAFIDIO FA NY SAMPY erreur ho an'izay manao azy ny Mpamorina ny zava-drehetra fidiana,izany hoe tsy mahatoky ny Mpamorina

anao ny safidy!!!satria ny fandrefesana ny sampy samy manana ny azy
fandrefesana =fanasiana dikany=raikibolana foromista

Tsy ny vahiny rehetra no mpanompo sampy ary tsy ny malagasy rehetra,na inona na inona hampidirin'ny vahiny ISIKA MANANA ATIDOHA HANAVAKA NY RATSY SY NY TSARA ka na hampiditra sampy aza ny vahiny rehefa TSY MILA ENAO tsisy hanery!!!

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 26 décembre 2017 - 08:59

m...ara-tsaina io sa?---Ny tena fototry ny olana dia ny tsy fahafantarana na ny fahaizantsika azy, mila fantarina ny zavatra iray. Voalohany indrindra tokony ho fantatra ny atao hoe sampy? Raha mijery ny tantara taloha isika ohatra hoe Hercule dia misy mpilaza ny ho avy amin'ireny film ireny, tsy manompo sampy ireny satria natao ho foarovana ny foko iray. Ny Ntaolo Malagasy dia tsy nanompo sampy izany fa nolazaina fa ratsy daholo ny soatoavina nisy teto mba hahafahana manjanaka ity firenena ity. Io teny hoe sampy io dia tsy teny Malagasy.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: librepenseur
Date: 28 décembre 2017 - 12:14

m...ara-tsaina io sa? > Mba fantatrao ve ?

- Fa olombelona tia tanindrazana i Sampy ?
- Fa isan'ny mpiaro an'i M/kara tsy ho voazanaka i Sampy ?
- Fa amin'ny malagasy amin'izao fotoana izao... rehefa tsy fanasitranana sy fiarovana kristiana no atao dia lazaina fa mpanompo Sampy ?
- Fa Noho ny fampianaran-diso dia lazaina fa ratsy ny fanompoana Sampy ? kanefa io no nampizotra tsara ny fiainam-piarahamonina nandritra ny taon-jato maro teto M/kara ?

Tokony hikaroka aloha vao miady hevitra ... ary rehefa tsy mahafantatra dia tsy tokony hiteny betsaka.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rabilabila
Date: 16 janvier 2018 - 11:45

par: mahantra
Date: 20 décembre 2017 - 10:24

Ny Ntaolo Malagasy dia tsy nanompo sampy izany fa ny vahiny no manompo sampy satria izy ireo no nampiditra izany sampy izany teto amin'ity firenena ity. Na ny teny hoe sampy aza dia tsy teny Malagsy ofisialy.
-------------------------------------------------------
Tssssss, sao dia tokony hiverenana kely aloha ny tantara sy ny teny gasy vao mandefa adihevitra tahaka itony le!
Inona ny atao hoe Sampy? iza no atao hoe mpanompo sampy?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 16 janvier 2018 - 13:19

rabilabila>
Tssssss, sao dia tokony hiverenana kely aloha ny tantara sy ny teny gasy vao mandefa adihevitra tahaka itony le!
Inona ny atao hoe Sampy? iza no atao hoe mpanompo sampy?

+++++++++++++++++++++++++

Ny sampy aloha dia tsy teny Malagasy fa avy amin'ny teny hoe champ. Dia rehefa tafiditra teto izy dia nalaina ilay foto-teny hoe sampy dia nampiasaina amin'ny zavatra maro ary zavatra tsara hatrany izany fa tsy nisy ratsy mihintsy. Ohatra. Miantsampy (raha reraka ianao dia miantsampy amin'ny rainao ohatra, na koa hoe misy tahotra), fa ny Kristianisma no namadika azy ho ratsy. Ka noho izany ireo Kristianisma ireo no tena mpanompo sampy raha ny tokony ho izy satria miantsampy amin'ny zavatra tsy fantatra sy tsy hita maso.


Nirina83> Ny zava-misy aloha dia ny tanin-drzana, malagasy isika vao Kristianina.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 13:33

mahantra> Ratsy angaha ny vokatry ny fiantsampazana @ Atra?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 16 janvier 2018 - 13:39

Mpiserana> Tsy mbola niresaka Andriamanitra kosa angamba izaho teo ambony teo. Fa izao: Mbola tsy nisy ny fivavahana Kristianina dia efa nino sy nahalala izany Andriamanitra izany ny Ntaolo. Ary io fahendren'ny ntaolo io no noezahina nopotehina tamin'ny fanaratsiana izay nentin'ny vahiny teto dia izay no mahatonga ity firenentsika ity ho latsaka an-katerena toy izao.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 13:40

Tsy maninona izay anarana ilazàna azy fa:

Ny kristianina izany manompo an'Atra 3 zay 1
ny Ntaolo malagasy nanompo an'Ikelimalaza sns...

Dia @zao vanim-potoana izao, samia manaraka izay tiany sy heveriny fa tsara, dia ho hita eo ny vokany any am-parany any, na ho an'ny tsirairay na ho an'ny firenena.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 13:44

mahantra> afangaronao ny sampy sy ny soa toavina.

-sampy: fanasinana sy fiankohofana @ vato na tapa-kazo, na razana mba hahazoana fitahiana.Izay mbola be mpanaraka @zao vaninandro iainan-tsika izao

-soa toavina: fahendren'ny ntaolo, tahaka ny fanajàna ny zokiolona, aterokalao, fanajàna ny tain'omby mivadika, izay noverezin'ny sivilizasiona vahiny.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 16 janvier 2018 - 13:50

Mpiserana> Soatoavina ny sampy ary tsy sampy hoy aho no fiantsoana azy tamin'ny andron'ny Ntaolo fa navadiky ny vahiny ho fanaratsiana ilay soatovina no nahatonga ny hoe sampy. Ary nanaovana doka-varotra sy nentina nandemena ny saintsika mihintsy izany fanaratsiana izany.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 13:52

mahantra> fa inona ilay hoe "ny kristiana miantsampy amin-javatra tsy fantatra sy tsy hita maso?" Tsy Atra ve io tianao nambara io?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 16 janvier 2018 - 13:58

Mpiserana> Ny atao hoe Kristianina aloha dia mpanara-dia an'i Kristy, nefa iza tamin'ny isika rehetra izay monina eto amin'ity tanindrazantsika ity no efa nahita izany atao hoe kristy izany? Na ny anarana iantsoana Azy ary dia maro be ka na ireo mpino ary lasa misalasala hoe iza marina no izy amin'ireto? Jesoa ve, sa Zesoa ve, sa Jesosy Ve sns..................?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 13:59

Tsy soa toavina izany na fahendrena ny fiankohofana @ razana na vato fa FINOANA.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 14:10

mahantra> tsy omeko tsiny ianao satria tsy mahalàla. Tsy mahafantatra tokoa hoe Kristy dia zanak'Atra, na Atra tonga nofo.

Ny hoe: iza no efa nahita izany Kristy izany?Tsy omeko tsiny ihany koa satria tsy inoanao ny voatantara ao anaty Baiboly tsinona.

Iza marina no tena anarany e? Izay iantsoana azy tsy maninona fa ny finoana hoe Izy ilay Mesia teraka mba hamonjy antsika,mpanalàlana antsika @ Atra no zava-dehibe HO AN'IZAY TENA MINO.

Aza mametra-panontanina akory na manakiana fa tsy hamaly akory aho, efa ampy izay.
Hoy aho fotsiny hoe: Andramo ka zahao fa tsara Jehovah!!

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 16 janvier 2018 - 14:59

Mpiserana> Fa avy aiza moa ilay Kristy? Andramo dia izahao fa tsara Andriamanitra: Moa va mbola tsy tonga teto i Kristy tsy efa nino an'Andriamanitra va ny Malagasy? Ka iza no nisy taloha i Kristy ve sa Andriamanitra? Iza no nisy taloha i Kristy sa ity tanindrazantsika ity?

Ny tanjon'ny misionera izay nampiditra ny fivavahana Kristianina teto dia ny hanjanaka ny firenena.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rakotomaditra
Date: 16 janvier 2018 - 15:54

Lany andro @ définition ny sampy isika kanefa samy tsy nisy namorona an io, tsy azo fohazina ny razambe namorona azy anontaniana, fa ny zavatra azo antoka dia izao, fomba iray handaminana fiaraha monina io satria nolazaina fa manana hery , karazana gendarme , polisy ary code virtuel io , fa satria isika moa mandroso , dia efa nosolointsika ny an ny vahiny , dia io iaraha mahita io , arabaina , bravo daholo fa mety be ny fandrosoana

Mahantra >>>>

marina ny hevitrao amiko, miombona hevitra aminao aho
fa mbola tena vitsy ny malagasy no mahatakatra izany,
aza hadino fa lava be ny fanjanahana teto, 60 taona mahery,
tsy mahagaga raha tsy fantatry ny sasany akory fa nino an Atra tokoa ny razambeany ,
na toa ekeny ihany fa lazainy tsotra izao fa tsy mety , efa borné ry zareo @ toko sy andininy nosoratan ny vazaha , dia io mamakafaka tsy misy farany @ interpretation isan karazany isan andro io, dia io mampizarazara azy mianakavy io,expert daholo izay krisitianina gasy hitanao , aza gaga

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: winx
Date: 16 janvier 2018 - 19:20

Sampy, Andriamanitra, Zanahary, Allah...etc dia samy zavatra tsy hita maso sy tsy voaporofo ny fisiany fa dia samy nahapety an'ireo izay nino azy ireo satria samy nanana ny fomba amampanaony ny firenena tsirairay.
Ka noho izany dia disoako tanteraka izay manaratsy ny hafa (tsy azy) sy manatsara ny azy.

Fa angaha rehefa Andriamanitry ny vazaha dia tsy maintsy marina?? Satria nahoana?? satria natanjaka ry zareo?? satria nahay nandahatra??
@ izao fotoana izao dia samy milaza ny fivavahany ho marina daholo ny fiangonana isankarazany fa diso daholo ny an'ny hafa kanefa dia samy tsy manana porofo na iza na iza.
Na fourchette io aza no hinoanao dia mahasitrana ny sainao sy fanahinao io fa tsy hoe manompo sampy rehefa tsy mifanaraka @ finoanao.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: indrisy!!!
Date: 16 janvier 2018 - 22:15

winx<<< tena miombon-kevitra aminao aho!

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 17 janvier 2018 - 08:45

Io fivavahana kristianina io dia anisan'ny nampahantra ity firenentsika ity.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rabilabila
Date: 17 janvier 2018 - 11:45

Mahantra>>> tadidio fa teny ny teny malagasy irery no mampiasa ny teny hoe "sampy"...bref.
Izao ary no lazaiko anao: asory ilay anarana hoe sampy raha izay no hampifanditra.
Lazao amiko kosa hoe inona no ilazana an-dry "kelimalaza" sy ny tariny! ary tsy ny kristianina no nampiditra an'ireo teto. tena sur ve ianao fa lasa lavitra isika raha tsy nofongorina ny finoan'ny ntaolo? aiza ho aiza izay mbola tsy ni se convertir a l'islam, au christiannisme ou autre religion @ zao any mada? tsy miteny aho hoe tafita daholo kosa ny kristianina eto fa sao de handika vilana eo!

Avy eo hoy ianao hoe"Ka noho izany ireo Kristianisma ireo no tena mpanompo sampy raha ny tokony ho izy satria miantsampy amin'ny zavatra tsy fantatra sy tsy hita maso" nefa ianao ihany koa no milaza fa efa nino an' Atra ny gasy talohan'ny nidrian'ny kristianisma....Atra ve hita maso? nanompo inona izany ny ny ntaolo...

Ny tiako lazaina dia ity...samy nanaraka tantara ny maro fa ny interpretation samy manao izay tiany sy @ mampety azy. nanamora ny fanjanahantany ny fitondrana ny fivavahana 'katolika' (fa tsy ny kristianina rehetra) teto saingy kosa, tsy adala ireo izay nino sy nandray fampianarana ary tsy ny Kristianisma no fototry ny tsy fandehanan'ity firenena ity fa ny handondrenana tsotra fotsiny!!!!

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 17 janvier 2018 - 13:27

rabilabila>

Lazao amiko kosa hoe inona no ilazana an-dry "kelimalaza" sy ny tariny. Ireo olona ireo raha ara-tantara dia olona manana ny fahitana izay niarovana ny firenena na ny foko iray, ary na ny firenena hafa aza dia nampiasa azy ireny ohatra raha mijery horonantsary isika ohatra hoe Hercule, izany hoe manana ny heriny miafina ireny olona ireny raha tamin'ny Ntaolo ka mendrika ny ho hajaina. ny olana ny teto dia tsy nasiana horonan-tsary ireny, na nasiana sarimihetsika toy ny an'ny Kristianina dia lasa very. Moa henjana be ilay fanjanahana ara-tsaina nentin'ireo vahiny ireo hany ka lasa zary adino ny an'ny tena.

Tena tafita tokoa isika raha nahay nitazona ny fomban-dRazantsika, ampitahao ny fiainana ankehitriny sy ny taloha. Ary ny fomban-dRazana Malagasy dia anisan'ny mampiditra vola vahiny betsaka amin'ity firenena ity.


Avy eo hoy ianao hoe"Ka noho izany ireo Kristianisma ireo no tena mpanompo sampy raha ny tokony ho izy satria miantsampy amin'ny zavatra tsy fantatra sy tsy hita maso" nefa ianao ihany koa no milaza fa efa nino an' Atra ny gasy talohan'ny nidrian'ny kristianisma....Atra ve hita maso? nanompo inona izany ny ny ntaolo...

Fa angaha i Kristy moa Andriamanitra? Ny fantatro aloha dia zanak'Andriamanitra izy, ary amiko manokana dia samy hafa i Andriamanitra sy i Kristy: Tsy misy mankany amin'i Ray raha tsy amin'ny alalakO. Dia iza ilay Kristy? Dia avy aiza ilay Kristy? Dia efa nisy nahita an' i Kristy ve?

nanamora ny fanjanahantany ny fitondrana ny fivavahana 'katolika', nefa raha tsy nisy ny katolika dia tsy nisy ny Loteriqninq, Fkm ary ny fiangonana zandriny sns.....izay hita fa tena mizarazara tanteraka amin'izao satria tsy misy aton'ireo afa-tsy ny mifanenjika


tsy ny Kristianisma no fototry ny tsy fandehanan'ity firenena ity fa ny handondrenana tsotra fotsiny!!!! Io fizarazaran'ny Kristianina io no tsy mampandroso ity firenena ity satria ny Kristianina no nanary ilay atao hoe " FIHAVANANA" tsy hita intsony ilay hoe " Ny mita be tsy lanin'ny Mamba, Ny Ankanga maro tsy vakin'Amboa". Manjaka tanteraka izao ilay hoe: " Zarazarao hanjakany". Ary ny Fivavahana Kristianina izao no atao fialokalofana amin'ny ratsy.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: colons
Date: 18 janvier 2018 - 09:37

mahantra>>>>

Mazava be ny voalazan ny mpamorona sujet , voazanaka hatrany anaty fanahy ny ankamaroan ny malagasy,ka na inona ho lazainao eo na inona, dia andro lany fotsiny, ny saina sy ny fo ary ny fanahy mihitsy no miaraka colonisé , boky nosoratan ny vazaha no fototry ny finoan izy mianakavy miogaoga ho kristianina ireo, dia mizarazara anjatony satria samy manana ny interptétation any, dia lasa hystérie sy délira no betsaka satria tsy zakan ny lohany ny contradiction izay tsy hotanisaina eto

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 18 janvier 2018 - 10:19

colons> Marina no voalazanao, nefa mety ho mora ny fiverenana sy fialana amin'izany fandemen-tsaina nentin'ny vahiny izany satria na ny fototry io baiboly io anie dia avy amin'ny maha-Malagasy no nakana an'io e.Izany hoe nangalatahaka aloha ny mena sofina, sy ny afrikanina vao nanaratsy. Raha mandinika isika amin'izao fotoana izao dia ireo vahiny ireo indray izao no miondana ny maha-Malagasy.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rabilabila
Date: 18 janvier 2018 - 18:25

Mahantra>>>> aza manely zavatra diso fa na ianao aza tsy maharaka ny tantara sy ny fomba: ikelimalaza tompoko dia sampy, tsy olona, tsy biby fa sampy!!!!! NANOMPO SAMPY NY NTAOLO ARY TSY NY KRISTIANINA NO NITONDRA SAMPY TETO
Hitako poak'aty ny ambin'ny zavatra tantarainao....Fa andriamanitra angaha zavatra hita maso na azo tsapain-tanana no maninona no ny kristianina ihany no disoina sy lazaina fa miatsampitsampy @ zavatra tsy hita sady tsy fantatra?

Tadidio fa raha tena raitra sy mafy orina ny fivavahan'ny ntaolo tsy nahazo vahana teto ny kirstianisma!!! Na ratsy io na tsara maninona no narahan'ny malagasy hatramin'ny mpanjaka?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: resampy
Date: 18 janvier 2018 - 18:56

rabilabila>>>>

Tsara ny kristianisma ka,
ny ntaolo izany manompo sampy izany, devoly , dray dray dray , tsy misy ilana azy,
hatr@ naha krisitanina ny malagasy dia resy ny aizina ,resy ny sampy , resy ny ratsy, efa tsara sisa , tout va bien , in ndray fa efa paradisa kely , aleluia , amen

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Dual core
Date: 18 janvier 2018 - 19:19

Fa maninona hoy aho no efa maherin'ny 50 taona aty aoriana dia mbola ny colonisation foana no entina hanamarinana fa tsy mandroso isika Malagasy ê! Angaha moa isika irery no firenena voazanaka? Mba mahaiza mandini-tena fa tsy manao zaza saina foana ka hoe tsy fahadisoako io fa fahadisoan'ny hafa. sampy, kristiana, silamo, indouisme bouddhisme sns. dia finoana avokoa. Na tianareo na tsy tianareo dia zava-dehibe ny finoana eo amin'ny zanak'olombelona. Izany atao hoe tsy manam-pinoana izany dia olona tsy misy tanjona.
Ny finoako tsy hoe fitadiavana paradisa na fiadanana fa kosa andry iray lehibe hafahako hiarina raha sendra ny sampona. Raha tsy ao aminao ny finoana dia lasa manaonao foana ianao. Amiko izao dia ny finoana kristiana no mety amiko, satria rehefa misedra zavatra tsy tantin'ny heriko aho dia jesosy kristy no antsoiko sy hianteherako. Tsy mitady valiny eo no eo aho na mila mahita azy mivantana hanampy ahy. Tsia satria tsy mpino aho raha mangataka izany, ny fitonian'ny saiko miantso ny anarany dia ampy ahy
Ka tiavo ny Andriamanitrao fa aza manaratsy ny an'ny hafa

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: ka zay ndrindr
Date: 19 janvier 2018 - 07:28

Dual core>>>>>

Mitovy hevitra aminao io mihitsy ny 90% ny malagasy, ny androany ihany sisa no fantany, dia mivavaka , izay mahasoa ataon Atra, tsy manana hambo sy ny maha izy azy intsony , amiko dia tsy avotra intsony isika, irreversible io, tsy mahagaga raha lasan ny karana sy ny vazaha ny tany, tsy misy miaro , nofitahan ny olona @ miracle , miandry ny fahatongavan i Jesosy sisa no azo atao , mba fantatrao hoe iza no firenena tsara fiarovana indrindra @ izao? ISRAEL , tantara efa an arivo taona maro no ifikirany @ tanindrazany, na desert aza, toe tsaina no mampatanjaka azy , ary saro piaro mafy @ tantarany izy ... fa izao eh, tohizo ilay finoana, mba hivavaho tsy hisy gasy voahiliky ny mpanambola eo @ tranobongo hipetrahany, mba hivavaho tsy hisy ny maty naona sy tsy mahatsabo tena, dia tout va bien

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 19 janvier 2018 - 08:04

rabilabila
Date: 18 janvier 2018 - 18:25

Mahantra>>>> aza manely zavatra diso fa na ianao aza tsy maharaka ny tantara sy ny fomba: ikelimalaza tompoko dia sampy, tsy olona, tsy biby fa sampy!!!!! NANOMPO SAMPY NY NTAOLO ARY TSY NY KRISTIANINA NO NITONDRA SAMPY TETO
Hitako poak'aty ny ambin'ny zavatra tantarainao....Fa andriamanitra angaha zavatra hita maso na azo tsapain-tanana no maninona no ny kristianina ihany no disoina sy lazaina fa miatsampitsampy @ zavatra tsy hita sady tsy fantatra?


Ikelimalaza dia nentin'ny mpanjaka natao ho fiarovana fa tsy sampy izany fa rehefa hita fa naharo fanjakana izy dia noharatsian'ireto vahiny izay niditra teto ireto tamin'ny alalan'ny boky sy ny doka-varotra sns....Averiko ihany fa ny teny hoe Sampy dia tsy teny Malagasy ofsialy fa avy amin'ny hoe "champ".
Andriamanitra anie tsy sampy e. Izao tontolo izao, na finonana inona izy na finoana inona dia mino fa Izy no namorona ny tany sy ny lanitra na ny hita maso na ny tsy hita maso. Fa ity mivavaka amin'ny olona nampidirina teto sy tsy nisy nahita maso ity no nitondra ny fanjanahana teto. Raha manompo sampy ny Ntaolo, ny Kristianina no tena manompo sampy voalohany, tsy misy mankany amin'ny Ray raha tsy amin'ny alalako. Ny fombafomba Kristianina anie ka mitovy ny fomba izay efa nanan'i ntaolo taloha e. Inona no dikan'ny Mopera sy Pasitera.


Tadidio fa raha tena raitra sy mafy orina ny fivavahan'ny ntaolo tsy nahazo vahana teto ny kirstianisma!!! Na ratsy io na tsara maninona no narahan'ny malagasy hatramin'ny mpanjaka?

Nahazo vahana ny Kristianisma satria henjana be ilay fanedmen-tsaina nentina teto dia ny zarazarao hanjakany izany izay mbola mitohy hatramin'izao, sy ny maha-firenena matanjaka ilay nampiditra azy teto e: matanjaka ara-bola ka lasa nisy ireo kely saina tia vola namadika ilay fiarovana teto, raha niditra teto anie ny fivavahana Kristianina dia Ra mandriaka no nentiny teto e. Ary teraka tamin'izany ny karazana maritiora teo dia efa tsapa fa fanjanahana no nitondrana azy teto.



----------------------

Dual core sy ka zay ndrindr> Ka mbola ao anatin'ny vanim-potoana mitady ny very isika izao noho ilay fanjanahana ara-tsaina izay mbola zakaintsika hatramin'izao fotoana izao.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rabilabila
Date: 19 janvier 2018 - 13:14

Mahantra: Tsy mandeha ilay ady hevitra raha miridiridy @ zavatra diso ianao. ivereno ianarana tsara aloha ny tantara!

Ny teny hoe sampy dia efa nisy talohan'ny andron-dralambo ary t@ zany tompoko dia mbola tsy nisy vahiny tafiditra teto fa dia asan'ny malagasy samirery ny sampy sy ny teny hoe sampy.en tout cas tao imerina.

Ikelimalaza, ramahavaly, ratsimahalahy sns dia sampy izay noforonina ho an-dranakandriana izay tsy fantatra avy aiza, tsy fantatra iza fa dia lazaina fotsiny fa nanindry ny mpisikidy. Mifankaiza @ toerana omen'ny kristianina an'i kristy izany?? toy izany ny razana sy ny mpanjaka izay natao hoe masina! mifankaiza @ kristianina sy ny masina maria sy ny tariny izany.

Toy izany koa ny mpisikidy sy ny mpitana sampy...tsy ny olona rehetra no afaka nanao sorona na misafidy izay hataony sorona fa ireo no mamaritra izany. mifankaiza @ pasitera sy mopera izany?

Jereo tsara fa ny andikana ny sampy dia Amulette/Amulet na idole/idole @ teny frantsay sy anglisy....tsy misy miteny champ izany.

Amiko ilay izy dia tsotra: tsy nisy mbola niverina avy any an-danitra na avy any ambondrombe ka nahita mivantana an'andriamanitra. aleo tsy miteny hoe itsy na iry no tena fositra na izatsy no nanimba. araho tsotra fotsiny ny tantara. efa firy taona aty aoriana ve dia mbola lazaina fa ny hafa ihany no maha toy izao antsika? averiko eto indray fa NY HADONDRENANTSIKA NO MAHA TOY IZAO ANTSIKA. Aza omena tsiny ny ntaolo, andriamanitra, jesosy etc....na fivavahana iza na fivavahana aiza tsy misy manana tanjona handeha hamotika ny hafa izany. Ny olona no mamaritra izay tiany ho heno sy tiany ho ha @ fivavahana samihafa.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rabilabila
Date: 19 janvier 2018 - 13:19

Resampy>>>>>
vakio tsara io lazaiko io ambony io.
hoy aho hoe EFA NANOMPO SAMPY NY GASY EFA HATRAMIN'NY ELA FA TSY NY KRISTIANISMA NO NAMPIDITRA NY SAMPY TETO.Tsy nitsara ny vokatra nentiny aho fa kosa manotany tena hoe nankaiza ny sampy sy ny finoan'ny gasy raha tsara?
averiko foana: NY HADONDRENANTSIKA NO MAHA TOY IZAO ANTSIKA. Aza omena tsiny ny ntaolo, andriamanitra, jesosy, allah, boudha, krishna, etc....

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: mahantra
Date: 19 janvier 2018 - 15:54

rabilabila> Ianao no tsy maharaka tantara fa efa nisy vahiny tafiditra teto talohan'nDralambo, raha tsy hiteny afa-tsy i Diego Diaz sy ny hoe misy ra avy amin'ny Indonezianina ny Malagasy ny tenako, ary taoriana kelin'io no nidiran'ny misionera vahiny teto izay mody nampianatra ny soratra ka teraka teo amin'izay ilay fanaratsiana. Ary ny teny hoe sampy hoy aho dia nadiaka tsotra avy amin'ilay hoe champ toy ny hoe la table dia nadiaka tsotra hoe latabatra, tsy teny Malagasy ofisialy ireo fa ianao no voafitaky ny rakibolana izay nampiasaina.
Tsy nanompo sampy ny Ntaolo fa nentina nanaratsiana ilay fomba nisy io atao hoe sampy io, ary nentina nadravana ilay "FIHAVANANA" izay nisy mba hahamora ny fanjanaha teto. Ary na ianao ary anie mahatsapa fa ny fivavahana Kristianina dia mifototra tanteraka amin'ny Maha-malagasy e. Dia noharatsiana ny antsika satria tsy voazanaka isika raha tsy foana izany maha-Malagasy izany. Inona no dikan'ilay fanaratsiana raha tsy nisy tombon-tsoa hoan'ireo vahiny ireo tao? Dia io fifanaratsiana mbola mitohy mandrak'androany io. Tsy Andondrenana velively ilay izy fa efa very ilay maha-malagasy dia lasa mitady ny tombon-tsoany manokana ny tsirairay, lasa toe-tsaim-bazaha no miditra ao anatin'ny sain'ny tsirairay. Mitady ny very isika ankehitrio. Tsy ao intsony ilay fisainana tena malagasy.

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rabilabila
Date: 19 janvier 2018 - 16:20

Mahantra>> izay tianao tadidiana ihany no tadidina @ tantara an!

- Oviana ny portugais tonga teto voalohany? ary taiza no nahatafidirany? tonga teto imerina ve izy?
- Oviana no nisy fanjakana, na structure de clans, roitelets nisy teto?
- inona? iza no notompoin'ny olona teto talohan'ny tandrefana tonga voalohany?

Nanommpo sampy ny gasy tsy azo lavina izany tsy hitako izay hodianao fanina @ zany. Zava-nisy ary kolontsaintsika izany. mbola misy aza ireo manao an'izany @ zao 2018 izao. Ratsy sa tsara? tsy anjarako no mitsara.
Fa kosa diso be ny mametraka ny fahantranao sy ny fahadondronan'ny gasy @ zavatra hafa.
Io lany andro mitady excuses sy bouc emissaires io foana no nahavoa sy tsy mahatafarina antsika hatramin'izay. ngaha ny kristianina sa ny pape no naniraka an-drajao sy levalo na i radidy hoe ambakao ny gasy mitovy aminao?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: rabilabila
Date: 19 janvier 2018 - 16:21

Mahantra...Jereo koa ny definition du mot champ dia lazao amiko raha mitovy dika na kely akory aza @ ny famaritantsika ny sampy!!!

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: resampy
Date: 20 janvier 2018 - 08:42

rabilabila>>>>

tena miombokevitra aminao za,

NY HADONDRENANTSIKA NO MAHA TOY IZAO ANTSIKA.

Ny hadondronana voalohany dia ny fitsipahana ny fototra sy ny tantara, very répère , sady tsy lasa vazaha no sady tsy gasy intsony, misavika fototra sisa , instable dia nianjera any @ rambony .
Hadondronana ny fanarahana ambokony ny fivavahan ny hafa, ny tsy fahaizana mampivotra sy manatsara ny fombandrazana, lasa miogaoga @ fanakiananana sy fanaratsiana nataon ny vazaha dia tsy menatr olona mitsipaka tsotra izao ny an' ny tena,

Very ny gasy, ny dondrona tsy mahatakatra ny antony , ianao io porofo iray , tsy avotra intsony , 90% toa anao daholo fa aza matahotra

mba mandehana mankany inde , chine sns raha te hijery ny sampin ny olona ,milay be

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Rabilabila
Date: 20 janvier 2018 - 11:52

Resampy>>>>>ny hadondronana manaraka dia ny misafosafo sy mijery ivelany fotsiny...ny fanaovana fehin-kevitra tsy mandalina ny fotony. Tsy hoe akory raha hafa ny fijeriko ny tantara na tsy mitovy @ fahitanao azy dia ampy hilazanao gasy intsony aho na very, na “miogaoga” @ hevi-bazaha...tsy hainao ny zavatra hitako, tsy fantatrao hoe hatraiza ny zavatra haiko ary tsy azonao an-tsaina ny lalako! Tsy fantatrao na be na kely, na lavitra na akaiky satria tsy niara niandry omby isika!
Manaraka izany, tafita amin’inona i Inde sy Chine? Aiza ny toeran’ny fifandraisany @ tandrefana, vazaha, kristianina amin’ny “fandrosoany” sa tafita @ fanompoany ny sampiny tsara tarehy fotsiny izy? Tsy misy ifandraisany @ kapitalisma eoropeanina ve? Sa tsara sampy tsara andro?....Tafita ve ny Indiana sy ny olona mahantra ao aminy miisa 360,000,000? Efa tany @ faritr’i Bihar, Madhya Pradesh, Chattisgarh ve ianao? Efa hitanao ve Guizhou na Gansu any Chine?
Tsy ny fanompoan-tsampy no mahatafita ary tsy ny kristianisma no ny nitondra ny ratsy rehetra tamin’ity tany ity na tany mada. Diso izany hevitra izany nefa kosa tsy midika hoe lasa any amin’ny afobe ny ntaolo satria tsy kristianina na koa hoe raha fongorina ny kristianisma dia hihatsara ny gasy.
Saina mivelatra amin’ny manodidina, mijery ny ho avy fa tsy mifikitra amin’ny lasa efa iaraha-mahalala ary tsy miafina ambadiky ny nataon’ny hafa no hampijoro sy hanarina antsika....sa mbola hitsinjo izay “tsy haharatsy fihavanana” sy “hifamela heloka” eto foana isika fa tsy hanarina ny rafitra sy ny zava-misy efa tsy nety hatramin’izay? Sa hitomany valala hamoha ny razana efa tsy mitahy?

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: oka itsy
Date: 20 janvier 2018 - 18:02

nY Razana tsy hitahy ???

Izany no tena misafosafo ivelany,
raccourci stupide mahazatra ny gasy voazanaka,
raha hanontaniana izao hoe porofoy ary fa tsy mitahy ny razana, tonga dia misavoana be ... raha mitahy ny razana , nahoana no misy ny kamboty mijaly eh, sns sns...
Fa ny Atra nampianarin ny vazaha no tena mitahy, fa ny hadalan ny kamboty no te hijaly , adala ny olona raha misy ny zaza mijaly sy maty naona...tena tsy dondrona tokoa isika ka

Options: Répondre
Re: Ny Sampy
Par: Rabilabila
Date: 21 janvier 2018 - 06:57

Oka itsy>>> Nilaza ve aho fa ny Razana tsy mitahy fa ny Atra nampianarin’ny Vazaha no mitahy? Vakio tsara, ary vakio daholoizay nosoratako fa aza misavoamboana @ tsy misy dikany. Izao no maha miha dondrona antsika!
Ianao io izao no anontaniako, porofoy ary fa mitahy ny razana raha lazainao misafosafo ivelany aho.

Options: Répondre
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg