Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: Ex-Tim
Date: 26 janvier 2018 - 10:35

Miarahaba an'ireo Tim (zanak'i Dada )kiss sy ny couple Ravalomanana amoureuxny tenako applauseapplauseapplause
@ zao record zao sady ny magazines Forbes mihitsy lire

sendra nijery documentaire zay ny tenako tany liberia , indrindra fa ao Monrovia fa kivy hoe tena maloto zany re olona torana dia nametra panontaniana hoe mbola hisy ville maloto noho Monrovia ve no

fa tena gaga fa mbola resin'ny antananarivo ny record rock antanarivo N°1 moi ville les plus sales au mondeeek

Le magazine Forbes, sur la base d’une étude conduite par Mercer Human Resource Consulting’s en 2007 sur 215 villes dans le monde, faisant appel à des critères comme la pollution de l’air, la gestion des déchets, la potabilité de l’eau, les services médicaux et la présence de maladies infectieuses, a établi le classement suivant : en n°1 des villes les plus insalubres, la ville de Baku (Aerbaïdjan), en n°2, la ville de Dhaka (Bangladesh) et en n°3, Antananarivo (Madagascar)applause.


applauseapplauseapplause

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: trozona
Date: 26 janvier 2018 - 10:56

Tsara ny mijery ny any ivelany, hanaovana fampitahana, ary dia ekena fa eo no hivoahan'ny hoe"le plus sale de l'Afrique"
saingy aza adino fa tsy any @ Forbes no ahitana hoe iza no miandraikitra ny fanalana ny fakon'Antananarivo. Raha toa tsy fantatrao ary dia ny SAMVA no miantsoroka ny fanalana ny fakon'ny renivohiry Gasikara fa tsy CUA akory. Izay no anton'ny "limogeage" sesilany eo anivon'io sampandraharaha io tato ho ato.
dia tsara fantatra ihany koa fa ny SAMVA dia organisme rataché ao anatin'ny Ministeran'ny Rano.

Raha ny handoto an'i Lalao Ravalomanana no tanjon'ny fitondrana ankehitriny @ teritery sy ny sakasakana maro isankarazana atao aminy, dia inoako fa nandresy tanteraka ny fitondrana satria sady maloto Antananarivo no tsy nahomby ny CUA. Saingy aza adino rey olona fa i Gasikara iray manontolo mihitsy nie izao no efa maloto e. satria entin'olona maloto, sy koa misy mponina voretra e. (voretra @ lafiny fahadiovana io sy koa voretra @ lafiny toe-tsaina)

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: Pfffffffff
Date: 26 janvier 2018 - 10:56

Tratra izany ny tanjonareo ka mifalia tohizo ny bal be e! Izay ny politique nareo sy ny Samva

Izany Ravalomanana izany efa hitan'ny olona ny fahaizany nitondra ny mairie fa reraka eo foana ianareo mamotika an'io capitale merina io

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: cua tsy alehany
Date: 26 janvier 2018 - 15:47

tombotsoa be ho an ny fianakaviany sy ny orin asany no nahamaika azy hitantana eo io, hany ka adino ny tena zava dehibe tokony nataony

ny hiverina hitondra firenena no kajikajy natao fa tsy ny fanadiovana ny renivohitra, adino ny vahoakan Antananarivo rehefa tonga teo amin ny niriany izy

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: gasybabakoto
Date: 26 janvier 2018 - 16:02

Avereno indray Edgar na i Hasina na Ratsivalaka fa ireny no nahay e! ohatrany izao firenena mandroso be ho entin'ny fouza alehany izao e!

Raha tsy diso aho efa t@ andron'ny tetezamita no efa nisy io classement io ary soa ihany fa tsy nihetsika ny toerana misy antsika na dia eo ary ny fanakatsakanana avy any ambony raha tsy hiresaka afatsy ny mpivarotra amoron-dalana izay ny miaramila mihtsy no miaro azy, ny samva tsy mahavita ny andraikiny.

Fa izaho rehefa misy tsy mety dia CUA ihany tsy alehany fa tsy hitan'ny maso be ny fihemoran'Antanarivo nanomboka ny 2009 mankatia, asa na alehany izany CUA manentsina ny lavaky ny arabe @ vato moellon zany?

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: aza manao an zan
Date: 26 janvier 2018 - 16:16

misy lalatiana anankiroa , izay tena mahavita azy tokoa, samy manaramaso ao, asaovy lazainy izay marina fa tsy manao vavan adala fotsiny isaky izay mba mahazo micro, rapport chiffré mazava tsara aseho hojerena ny tsy fahaiza mitantana, ary ravalomanana izany eny faravohitra no mipetraka, mba jereo aloha hoe iza no manaparitaka maloto eny andavamamba vao mitabataba , ary aza variana manao Initive emergence fa aoka mba mandray andraikitra mba manadio ny tanàn ny akama eh

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: Pfffffffff
Date: 26 janvier 2018 - 16:17

Ny mpitondra aza mihosina loto hatrany anatiny ka fampandriana adrisa no asesisesy
Tsy mijanona misondrotra ny vidim-bary, vao oviana ny pesta, fanakatonana orinasa vao mainka mahabe chômeurs,potehina hatramin’ny farany ny AAA-Tiko,jirama sy ny délestage, mahamenatra ny zava-misy sady 92% be izao ny gasy no mahantra tanteraka

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: ela nitoratorahana
Date: 26 janvier 2018 - 16:20

...terena hiloloha lohakisoa ny taxi an Antananarivo
dia hiloloha lohakisoa daholo zany ny gasy raha lany eo...

--Sareraka

lohakisoa feno pub.

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: ela nitoratorahana
Date: 26 janvier 2018 - 16:23

aza ampandoavina hetra daholo koa izany ny mpivarotra sy ny orin asa rehetra
dia aza asaina mandoa JIRAMA daholo koa, handroso faingana ny firenena amin izay sady an asa avokoa ireo tsy manana asa

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: gasybabakoto
Date: 26 janvier 2018 - 16:27

Tsy efa tanteraka ve ny sitraponareo @ resaka lohakisoa e! oh izay te hilolo ihany no miloloha an!

Izany no hilazako hoe babakoto ny gasy efa hita fa firenena mihemotra no mba vokatra azon'ny olona nitondra teo hatr@ 2009 mbola tsy manaiky ihany fa dia noho ny fanatisme tsy fitiavan'olona iray dia aleo ihany milolohan-dry sareraka na dia hita ary fa ho entiny any ankady. Ny an'i Sareraka ny trano be etsy Ambohipo efa vitany tao anatin'izay 9 taona izay ny mpitondra taxi no ataony fitaovana. Asa ny mpitondra taxi tsy miloloha loha kisoa raha nahavita trano na tsia, ny manaiky hiloloha moa dia efa nahazo 30 000 ar ka asa iza no voa @ izany

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: misy mapme
Date: 27 janvier 2018 - 17:03

Mody hoe ex tim ny sasany kanefa mentalité foza mazava be izao, ny hafa ihany no diso na dia efa nanjakazaka sy nampiembotra ny firenena depuis 2009 aza

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: ramah
Date: 28 janvier 2018 - 07:36

ny SAMVA no manala ny fako eto antananarivo izay eo ampelatanan'ny mpitondra izay HVM
ny MTP no mahanamboatra ny lalana eto antananarivo izay eo ampelatanan'ny HVM ihany koa
ny fanapiana izay tokony homena ny CUA isataona izay 4 taona izay mbola tsy nisy fa mbola eo ampelatan'ny HVM ihany koa
ity no tena loza raha mahita famatsiambola avy any ivelany ny maire dia tsy maintsy ny fitondram-panjakana HVM ihany koa no mitatana azy
ravalo nefa efa nisioka tokana efa nipohitra daholo ireo mpanampy marobe izay hanampy ny tanana fa naleo najanona fa ritran'ny HVM fotsiny normale isika raha farany gisitra ny firenena

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: cua tsy alehany
Date: 28 janvier 2018 - 07:47

ramah>

mbola ny SAMVA sy ny MTP koa no mandray ny hofan tsena, hetra trano, vola avy any amin ny Easy Park, Ametis...
averina indray "ny vola misy ny handaniana azy no manahirana"

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: ramah
Date: 28 janvier 2018 - 09:24

aza adino koa ry cua tsy alehany ny fandoavana ny karama mpiasa izay lasa avo 3 heny hatramin'ny 2009 nanonganana ny fanjakana

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: rv
Date: 30 janvier 2018 - 08:06

Mila manao mise à jour kely aloha ny mpanokatra sujet .........efa 2018 anie isika zao e

"Le magazine Forbes, sur la base d’une étude conduite par Mercer Human Resource Consulting’s en 2007 sur 215 villes dans le monde"

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: Ex-Tim
Date: 30 janvier 2018 - 11:15

Par: rv >> mino ary ve enao fa nihatsara io classement io @ ty peste sns ty hum

AfrikMag du 18/01/2018 no source : Le magazine Forbes faisait sortir il y a plusieurs mois un classement des villes les plus sales au monde. Chose très triste, c’est que dans ce classement de 25 villes, le continent africain comptabilise 15 sur 25

Classement africain des villes les moins propres d’Afrique
1. Antananarivo, Madagascar (3ème rang mondial)
2. Addis Abeba, Éthiopie (6ème rang mondial)
3. Brazzaville, Congo oops ème rang mondial)
4. Ndjamena, Tchad (11ème rang mondial)
5. Dar es Salaam, Tanzanie (12 ème rang mondial)
6. Bangui, République de Centrafrique (13ème rang mondial)
7. Ouagadougou, Burkina Faso (15ème rang mondial)
8. Bamako, Mali (16ème rang mondial)
9. Pointe Noire, Congo (17ème rang mondial)
10. Lomé, Togo (18ème rang mondial)
11. Conakry, Guinée (19ème rang mondial)
12. Nouakchott, Mauritanie (20ème rang mondial)
13. Niamey, Niger (21ème rang mondial)
14. Luanda, Angola (22ème rang mondial)
15. Maputo, Mozambique (23ème rang mondial)

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: Ex-foza
Date: 10 février 2018 - 17:12

Ny antony mahatonga an'io dia be foza be eto antananarivo nandritra izay 2009 izay. Lasan' olo draba ny fitantanana.

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: Tongava saina
Date: 12 février 2018 - 08:15

Gasybabakoto> mba lazao ary hoe nivoatra ve ny fiainan'ny vahoaka nandritry izay 9 taona tsy nahateo an'i Ra8 izay?

Options: Répondre
Re: CUA : Bilan Lalao Ravalomanana : Antananarivo Top 3 des villes les plus sales au monderock
Par: Tongava saina
Date: 13 février 2018 - 07:34

zao fotsiny ihany ny ahy... Isika dia sarotra alamina, sarotra entina na dia misy aza ny olona miezaka mampandroso... Koa aleo isika rehetra samy hin********** eto daholo fa tsy misy vanona na iray aza. Lazaina fa Ra8 sy ny CUA foana no mahatonga ny fahantrana nefa ny ataontsika malagasy isan'andro tsy manampy amin'ny fandrosoana mihitsy. Ka aleo isika rehetra samy hin********* eto daholo hoy aho fa efa be loatra koa izay tolona sy ranomaso latsaka izay.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg