Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Vaky fasana
Par: mbelo
Date: 29 janvier 2018 - 10:55

Vaky fasana izahay ary lasan'ireo tsy mataho-tody ny taolan'ny anadahiko, dadatoa sy fianakaviana hafa. Toa tsy ampy hoe efa maty izy fa hay mbola misy pire noho izany, ohatry ny hoe maty fanindroany indray ny havana.

Malahelo ny tena fa malagasy ve no sahy manao an'izany amin'ny malagasy hafa.

Ny tena mahagaga dia efa ela ity resaka halatra taolam-paty ity ary efa misy ny olona tratra nefa tsy mbola nisy enquête sérieuse mihitsy nahitana hoe iza no mividy azy ary atao inona.
Sady misy taolam-paty daholo ny firenena rehetra, maninona no eto madagasikara irery no misy mangalatra an'io. Nefa mirehareha foana ny malagasy hoe hendry, tia fihavanana, soatoavina, manaja ny razana etc

Mahakivy mihitsy, tsy handroso mandrakizay ity firenena ity

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: dray dray dray
Date: 29 janvier 2018 - 11:10

Tsy mitahy ny razana, tsy misy dikany ny razana, Atry ny velona no antsika, patati, patata... vakio ny toko sy andininy raha te ahita fa maloto ny faty.... aoka tsy hisy ho gaga intsony kosa isika gasy raha izao no ZAVFAMISY eh, ny ataontsika ihany NO TONGA amintsikA, za mieritreritra hoe aleo miompy voay, dia tsy MISY manao fasana INTSONY, dia omena voay ny razana, dia ampidy ny hoditra voay,

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: mbelo
Date: 29 janvier 2018 - 13:31

dray dray dray,
izaho tsy hiady hevitra aminao hoe madio sa maloto ny faty, sa mitahy sa tsy mitahy sa tsy misy dikany ny razana, la n'est pas la question samy mino izay tiany ny olona.
Fa raha mieritreritra 1 seconde fotsiny ianao na manana empathie kely dia fantatrao fa tsy azo atao ny mangalatra ny taolan'ny olona ary tsy misy excuse afaka hi-justifier-na an'izany mihitsy.
Mbola tsy nitranga taminao mivantana izany na nikasika ny havanao akaiky fa mety possible ho tonga aminao anefa raha mitohy izao vaky fasana etsy sy eroa izao. Ka mba mieritrereta vao miteny

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: ramah
Date: 29 janvier 2018 - 14:59

sao dia misy hidiran'ireo milaza azy ho mpivavaka secte ireo aza ity fangalarana taola-paty ity , lazaina fa tsy fomba olona tena votompinona sy mpivavaka ny razana zany

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: mahantra
Date: 29 janvier 2018 - 15:09

Ny maty ve hifoha intsony e! Aleo ny maty homba ny maty. ajanony ny famadihana, aza hajaina intsony ny Razana fa tsy mitahy ireo sns....Tsy manome tsiny na iza na iza aho fa io toko sy andininy io no mahatonga izao. Miroborbo ny karazam-piangonana dia miroborobo araka izany koa ny habibiana misy eto.

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: angelina
Date: 29 janvier 2018 - 15:50

America first ry zareo

Loko inona no tianao ny ahy dia fotsy hatrany razazavavy

ny loko maintsy sy gris dia loko fisaonana, RIP


Ny soatiavina malagasy tompoko dia tena nanana lanja be taloha ary mbola hinoan ny tena Malagasy finoana, tadidio fa nampidirina ny finoana kristiana ary dia mahery koa JESOSY

Akaiky kokoa anao ve ny fahamarinana fahendrena fihavanana firaisankina

Miaraka daholo ireo

Fa ireo seho rehetra fangalarana etsy sy eroa dia lucifer daholo, vetavetana le madio loko, fotsy hatrany, fa aleo tsy mipaka any amin ny diso hevitra

RAHOVIANA VAO TENA HISY ny fialan izao fomba fangalarana etsy sy eroa iza


Mahereza dia miadia ny rariny hatrany fa ho reraka ireo mpanao ratsy ireo no farany

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: dray dray dray
Date: 29 janvier 2018 - 17:07

Zavatra tsy azo heverina hisy teto @ ity tany ity izany halatra taolampaty izany, na dia ny tsy fanajana ny toerana misy ny fasana fotsiny aza, amiko dia fahapotehan ny toetsaina no anisany fototra, izany dia niainga t@ fanimbazimbana sy tsy fanajana ny razana , raiso ny vokany , aza misy gaga

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: Mampalahelo mihitsy
Date: 29 janvier 2018 - 17:24

Efa fantatra fa tsy mitahy ny razana,fa tsy izany mihitsy no entina hamakiana fasan'olona! !efa toe-tsaina lomorina matim-bola sy mpamosavy sy mpamorika ny milalao taolam-paty izany

Very hasina tanteraka ilay gasikara

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: mahantra
Date: 30 janvier 2018 - 08:09

Fahiny dia tsy nisy izany vaky fasana izany satria natahotra fatratra ny razana ny Ntaolo, ankehitriny ny tanora dia na io Ray aman-deniny mbola velona io aza dia tsy hajainy akory. Noho ny tsy fanajana ilay loharano nipoirana.

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: angelina
Date: 31 janvier 2018 - 11:29

Sambatra izay tsy mandeha amin ny fisainan ny ratsy fanahy

Iza no to teny, iza no tena manantanteraka ny tanjony, tsy mamitaka sns

Izany no hasin ny Mpanjaka na aiza na aiza erantany

Mitohy hatrany anefa ny fiainana na aiza na aiza, tsy aleo ve miaina milamina sy miadana toy izay fahoriana foana

Inona no antsoina hoe fiadanana teo amin ny malagasy....anjaranao no mikaroka sy mahay tantara

Hajao aloha ny anao vao ny an ny hafa

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: Mampalahelo mihitsy
Date: 31 janvier 2018 - 12:39

Teren’ny fiainana sarotra ny olona sasany dia tena mivarilavo.

Jamban'ny vola ka lasa mifandripaka. Ny hasin’ny aina mihitsy no voahitsakitsaka raha dago no resahina. Efa kolon-tsaina hafa mamboly fahafatesana (culture de la mort) mihitsy no mibahana

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: mahantra
Date: 31 janvier 2018 - 13:00

Ny sasany ary moa ny havany akaiky izao no maty dia tsy karakarain'izy mianakavy fa milalao faty hono, ary raha hafa finoana aminy ilay olona maty dia tsy miditra am-piangonana izy satria tsy miditra amin'ny fiangonan'ny hafa.

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: jeromebe
Date: 06 février 2018 - 16:44

oudriii nenay zao de vo avy vaky miitsy ry zareo a teny alasora teny sady efa in2 dadako zao vo nalevina tsy ampy 6mois de vaky le fasana nalaizareo toladava e indrisy. nasina soratra teo ivelany oe tsis tolana tsony ato fa za vakina tsony asa ra bola sa ry zareo na ahoana GRAVY.

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:51

tsara ny vaky fasana amzay tsy manompo razana ny malagasy

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: Tena ataovy sérieux
Date: 07 février 2018 - 10:38

oay a oay tsy fanajana ny razana e tsy milalao faty e tsy mamadika ono e zara aza misy zvtra hanenjehana ny fivavahana.Fifanasoketana no betsaka!!!
Misy mividy lafo ny taolana dé mahantra velona lé gasy dé tsy mifaditrovana mamaky fasna mamono olona mamaky trano... izany io!!

Options: Répondre
Re: Vaky fasana
Par: mahantra
Date: 07 février 2018 - 14:01

I Ra Zezo ary tao am-pasana nosoran'ny mpiananY zava-manitra, ary rehefa nitsangana Izy, nalahelo daholo ireto MpiananY fa hoe nisy nangalatra Izy. Nefa izao voarara ny fanajàna ny razana. Iza ihany no marina?

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg