Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: LalaoPoza
Date: 30 janvier 2018 - 11:07

salama tompoko ;

markeo ny date androany fa raha tsy lany ho filoha eo Ra8 @ fifidianana manaraka eo dia rava tanteraka ny antoko TIM yeuxfermes

t@ Ra8 voatana tany afrique du sud dia nisy ireo mpitarika sy ténor teny @ Magro zay tena namohy fotoana sy niady ho azy graduation kanefa rehefa tafaverina izy dia toa tsy henoheno tsony reny olona ireny hum ny sasany aza dia nisitaka aminy mihitsy .


Mikasika ny CUA indray dia betsaka ny mimenomenona tsy @ fomba fitantanana ara bola ao CUA irery ihany , fa na eo @ foto drafitr'asa (infrastructure) .

- jereo anie Etat ny lalana eto an drenivohitra ê io tsy mendrika capitale velively
- ny fahsarotana ny fitadiavana parking yo
- Ny fako sy ny loto eto an tananarivo gratte
- ny construction illicte maniry etsy sy eroa surprised

fa ny manavanana an'i Maire mivady klo dia ny fanangonam-bola sy fitadiavam-bola applause

tena henjana , raha tsy hiteny ny parking easy park , ny pavillon sns applause tena hita hoe mpandraraha tokoa ny vadiny mpanonlontsaina .ary tsy misy indra fo @ ireo mpivarotra madinika . hatr@ rakitra ny mpino mortderire zay nampanantenany ho asiana tombony mortderiremortderiremortderiremortderire

Tena kely dia kely ny finoako hoe : mbola ho lany maire fanindroany Neny confus satria dia hita izy fa tsy nanana traik'efa na nivonona t@ zany fa dia natosika na pistonner hoy ny vahiny hanao an'ilay asa fa le finiavana hita fa : " asa an dakozia sy mitantana ny tokantrano ihany no mety aminymalaelo "

Heveriko hoe mendrika ho an tsika eto antananrivo ihany zao toe javatra zao satria ny fo no mifidy sy mandeha fa tsy ny saina confus ary efa lasa fanatisme mihitsy aza ny an'i sasany mampalahelo confus

ny olana @ reny olona borné ireny dia raha voa tsy lany 1er tour ny candidat tohanany (Ra8) dia hiantso olona hidina an dalambe izy mortderire

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 30 janvier 2018 - 14:28

Misy olona dondrona rangaha, alohan'ny hanoratana aloha dia mba manadiady,

IMPIRY LAZAINA ETO FA NY LALANA SY NY FAKO DIA NY FANJAKANA NO MIANDRAIKITRA AZY
NY FITONDRANA GABORARAKA DIA NY MPITONDRA TEO ALOHA NO NAMBOLY ZANY TAMIN'NY VAHOAKA

Dia loha-poza moa dia izy ihany no madiso ny tenany, eo ambony izy milaza fa gaboraraka ny construction illicite eto ambany miteny fa manenjika ny madinika ny CUA, ka inona ihany no tiany zany sa faly ny hanenjika fotsiny?

Ie mitovy hevitra aminao @ ilay hoe sahazan'Antanarivo izao loto sy havoretrana misy eto izao fa tsy Antananarivo irery fa i M:kara mihitsy sahaza azy izao mpitondra mitondra azy izao.

Avelao ny vahaoka no hitsara @ fifidianana

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 30 janvier 2018 - 14:33

Sao dia mba nareo no variana manangom-bola fotsiny, nalaina hetra @ fer nefa jereo ty état ny lalana, natao ny carte grise biométrique sy permis nefa oh mbola mandeha ihany ny permis taloha, izao indray avadika efa impiry ny passeport tsy hita be ihany, ny farany teo moa dia ny vola natao saisie t@ ilay gadra nandositra iry mihitsy no tsy hita izay nalehany

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: TSIFOUZA
Date: 30 janvier 2018 - 14:43

gasibabakoto>>>>

Ohatry ny maro ny FOUZA no mahazo vahana ,nahita Emergence vaovao , miharihary lotra ny fahavoazan ny gasy, tsy mahatakatra ny tena antony mampahantra azy akory , za aloha dia tena tiko mihitsy raha lany io TGV io, dia i Rossy no lasa maire eto tana, PM i Christine, Ministry ny vola Claudine, Minisitry ny ala Jaovato sns... aoka hataony mahita ny fahaizany ny gasy fa mitady azy, tsy ampy ny gasy izy lasa gisitra izao , efa mankany ankady mazava izao dia sofera efa tsy eo ambony volant ihany no vazavazaina,

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 30 janvier 2018 - 14:59

Tsyfouza<<<< ny andrizalahy ireo anie tsy dia tena fampandrosoana ny firenena loatra ny azy no tanjona e! ny fiainany manokana aloha izao no mandroso ka izay olona mitady hanimba izany fiainany izany dia izay no alany. Tsy mampaninona azy ny firenena raha mihemotra fa raha vao ny CUA no hita fa tsy manana resultat dia tonga izy @ angady sy ny harona na dia efa hita izao fa samy tompon'andraikitra daholo na CUA na ny mpitondra indrindra fa isika babakoto ho entina

Mitovy hevitra aminao mihitsy mikasika ity firenena ity ary raha mbola i ANR sy Rajoa miaraka aza no atao president sy PM vao maika tiakoa fa olona oh ireo no sahaza ny gasybabakoto, fa saingy avela ho potehan'ireo ve ilay firenena

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: LalaoPoza
Date: 31 janvier 2018 - 07:47

gasybabakoto >> mba lazao @ be sy maro ho anareo mahay ary hoe inona fotsiny ary zany no andraikitry ny Maire Antananarivo eto @ ty Antananarivo ty ? hum

koa raha hiteny hoe maloto ny tanana dia ho valianareo hoe : tsy andraikitry ny commune zany hum

ratsy ny lalana dia tsy andraikitry ny commune zany hum

betsaka ny trano miangana tsy manara penitra : dia tsy andraikitry ny commune zany hum

dia inona fotsiny zany no nisafidianana ny mponina Antananarivo an'i Lalao Ravalomanana hum

na ny fitantanana ny vola miditra @ easy park aza misamotofoto tsy mazava hum

Tsy natao hitantana rangaha izy â (Lalao ) io mba au moins tsara mi reconnaître fa diso safidy yawning smiley

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 31 janvier 2018 - 07:58

Lalaopoza<<<<<Tsy mbola nanoratra teto aho na indray mandeha ary ka niteny hoe tsy anadrikitry ny commune ny resaka fahadiovana ny tanana, ny nosoratako teto dia responsabilité partagé satria dia an'i SAMVA no maka fako sy manadio tatatra, an'i CUA ny mamafa lalana ary andraikitry ny babakoto ny tsy manary fako sy tsy manao maloto eny @ arabe.

Raha misy zavatra fantatrao mikasika ny fitatanam-bolan'ny CUA dia lazao fa izao aloha tsy mahalala fa tsy afaka hiditra @ io, ny hany fantatro fotsiny mikasika ny gest° commune dia nisy zanaky Lalatiana directeur tao taloha dia nasorina dia voa maika niakatra ny vavany.

Efa nahita karazana maire isika, nahita karazana député teto afaka mampitaha ka rehefa tonga ny fifidianana dia ho hita eo indray ny safidin'Antananarivo e!

Hatreto aloha Antananarivo raha ny fijeriko azy dia t@ razanamasy, androdra8, sy ny maire roa tao ariana dra8 no nandroso indrindra.

@ izao andro ny lalao izao ekena fa tsy dia hita misongadina loatra ny vokatra kanefa ny antsonjay koa be dia be, ary ny fanadiovana ny trosa be navelanareo teo mbola nandany heritaona nanadio ny ardoise

dia hiteny ianao hoe oh izany no nataon'ny TIM t@ andro ny TGV teo fa saingy tadidio fa t@ ireny vola ny fanjkana foibe no nanovana hotel de ville, ny fanamboarana lalana sy ny fanalana fako vita ara-daloana

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: arnarn
Date: 31 janvier 2018 - 08:22

Ny ankamaroan'ny mpifidy eto dago dia mifidy par popularité (populisme) fa tsy mijery izay ho mety fampanatenana ataon'ny kandida. De toute façon samy mampanatena fianana hivoatra @ tsaratsara kokoa daholo ny kandida rehetra fa tsy misy sahy milaza ny marina.

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: Par: gasybabakoto
Date: 31 janvier 2018 - 11:25

Par: gasybabakoto >> marihiko fa za tsy TGV na mankahala an'i Ra8 na Lalao no ary na Lalatiana aza no lany maire teo dia mety ho sahirana hum

misy fahamrinany ny tenin'ny etsy ambony (arnarn) hoe : mifidy par popularité (populisme ) ny gasy hum fa tsy mifidy araky ny programme .

Marina ary ekeko t@ Ra8 maire dia nisy zavatra nandroso sy vita tsy lavina zany , fa ny tsiny omeko fotsiny anareo manohana an'i neny dia hoe tsy miaiky fa nisy échec : " tsy dia ny programme no nisafidian'ireo zanak'i dada azy ho maire fa dia titre hoe Neny vadin'i Dada choc "

dia zao no vokany , reo zavatra nampanantenain'ny Ra8 ho an'i Antananarivo tsy misy tsy_haiko

ny Tanana antananarivo toa tsy misy Maire hum Tena mahalana dia mahalana Lalao Ravalomanana mba miteny @ télé zany confus ary raha vao mpaao gazety vahiny aza dia mitsoaka mihitsy yeuxfermes

ka zay aleo ny tantara no hitsara raha mbola ho afa po na tsia @ zava misy eto Antananarivo ny babakoto lazainao hum

fa hatreto aloha tsy haiko nareo , tsy mandeha @ laoniny ny asa CUA ary bilan Lalao hatreto somary tsy mamiratra lire

za sûr fa @ manaraka raha hilatsaka eo dray Tojo sous l'étiquette " Zanak'i Dadachoc " dia hirona hifidy daholo dray ry babakoto mortderire dia lasa affaire familiale zany izy ty yeuxfermes

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: llao milay
Date: 04 février 2018 - 18:49

Lalaopoza>>>

ka maninona raha soloina PDS indray eh, dia i lalatiana no paetraka eo, na i bemolotra, na ravololomanana, samy mentalité fouza daholo ireny , milay b

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: wow
Date: 06 février 2018 - 12:15

Na iza na iza lany maire eo dia sahirana satria ny gasy dia efa fantadaza fa ory hava-manana.
Ary raha mitovy firehana politika @ fitondrana misy eo ilay maire dia variana mameno paosy.
Variana miady antrano ny gasy ka tena milanto dia milanto ny fandrosoana. Ny mpitondra mampiadantena, ny mpanohitra lasa anjely mahita ny tsy mety atao rehetra eto @ firenena

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: LalaoPoza
Date: 06 février 2018 - 14:38

Par: gasybabakoto >> teneno anay eto ary hoe afa po @ asa lalao ravalomanana nareo @ CUA noho 'ny : hum

manomeza ohatra mivaingana gratte

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 14:44

Izaho anie tsy niteny hoe afapo e!Ity no nosoratako teo ambony: "@ izao andro ny lalao izao ekena fa tsy dia hita misongadina loatra ny vokatra kanefa ny antsonjay koa be dia be, ary ny fanadiovana ny trosa be navelanareo teo mbola nandany heritaona nanadio ny ardoise"

Fa ny mamplahelo fotsiny dia efa hita izao fa samy tsy mahavita ny andraikiny na ny CUA na ny fanjakana indrindra fa isika babakoto nefa dia tsy mahalala afatsy ny CUA ianareo.

Ity izao vao zava-misy omaly, tena enjehan'ny M2pate tsy misy ohatran'izany ny fananganana pavillon eo @ esplanade nefa hiara-mahita fa betsaka ny mpivarotra, izany tsy misy miteny fa rehefa afaka kelikely dia ho avy eto indray nareo hanoratra fa tsy misy zava-bitany CUA mihitsy @ tsena.

Raha ny hanatsara sy ny hanasoa dia fady izany amintsika fa ny hanenjika ihany

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: LalaoPoza
Date: 06 février 2018 - 15:42

Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 14:44
ty izao vao zava-misy omaly, tena enjehan'ny M2pate tsy misy ohatran'izany ny fananganana pavillon gratteeo @ esplanade nefa hiara-mahita fa betsaka ny mpivarotra, izany tsy misy miteny fa rehefa afaka kelikely dia ho avy eto indray nareo hanoratra fa tsy misy zava-bitany CUA mihitsy @ tsena.
confus
ekeko hoe betsaka ny pavillon miangana etsy sy eroa fa ela ve mba mametra panontaniana @ hoe h an'iza kay reny pavillon mitsangana sy miorina etsy sy eroa reny hum

raha tsy hiteny aho hoe le esty @ building ramarson dia tapitra efa azon'ireo mpanankarena io fa tsy misy azon'ireo mpivarotra madinika zany velively non le mpivarotra madinika henjehanareo isan'andro confus

eny hoa tohizo hatrany tsy misy zavatra tsy misy farany zany yeuxfermes tsy maintsy ho samy ho tsarain'ny tantara io

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 15:47

Lalaopoza<<<<<Tsy azoko intsony izay tianareo atao, lazainareo fa tsy mahavita miatatana ny tanana ny CUA nefa dia rehefa atao ny fandaminana dia lazainareo indray fa manenjika mpivarotra manjinika tsy hay intsony izy ty

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: LalaoPoza
Date: 07 février 2018 - 10:45

Par: gasybabakoto >< hay tsy ny mpiasan'i CUA dray ny manenjika an'ireo mpivarotra eny analakely hum efa nijanojanona mantsy izy zao satria fifidianana atsy ho atsy

mandehana eny analakely dia hanontanio reny mpivarotra madinika eny reny raha misy manana droit @ pavillon vaovao lazainao io

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: Foza adala
Date: 07 février 2018 - 10:58

Ny pavillons mihofa lafolafo---> manatevina ny kitapom-bolan' ny Commune

Ny mpivarotra kely bdb informels amoron-dàlana tsy mahatakatra hofana pavillon---> miditra eny @ tsena (Petite vitesse mbola malalaka) sy mipetraka tsara @ zay toerana hametrahana azy mandoa haba-tsena.

Ny manana fahafahana--->manofa pavillons

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: LalaoPoza
Date: 07 février 2018 - 11:13

Par: Foza adala
Date: 07 février 2018 - 10:58

Ny pavillons mihofa lafolafo---> manatevina ny kitapom-bolan' ny Commune hihihi

ny Easy park atao lafolafo --> manatevina ny kitapom-bolan' ny Commune chocmortderire

ny orinasa Tiko misokatra --> manatevina ny kitapom-bolam-panjakana mortderire @ fandoavana hetra mechant

ny orinasa Tiko misokatra --> manatevina ny kitapom-bolam-Orinasa Jirama mortderire

mbola mety misy hatsikana hafa ve ? kiss


angano angano arira arira sound

Options: Répondre
Re: Hitako sy tsapako manenina ihany reo zanak'i Dada @ fitantanan'ny lalao an'i Antananarivo ? hum
Par: saimpoza
Date: 10 février 2018 - 17:08

Tena saimpoza be ianao ry mpanoratra eo ambony. Hihihi. Ory havamanana be ary tsy ho tafita na oviana.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg