Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Zanak'adala
Date: 02 février 2018 - 11:02

Salama tompoko ;

misy @ reo zay nianatra lalana ve mba afaka hanazava ahy hoe : fa maninona reo zanak'i Dada no mbola manantena ny tokony hirotsahan -dravalo gratte, kanefa le olona tohanana aza manana affaire judiciaire confus zay mbola en cours ?

raha ny fantatro mantsy dia anisan'ny condition ahafahana milatsaka ny hanana casier vierge hum

Sa ve hoe matimaty fotsiny reo victime t@ 07 févrieroops , fa rehefa manana fahefana tahak'an'i Ravalomanana dia ambony ny rehetra yeuxfermes

dia rehefa miverina filoha ravalo dia ho diovina tanteraka ny dossier maloto ny confus

aza fohy fisainana re Malagasy â io

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Hono oa
Date: 02 février 2018 - 12:17

Fitsarana mitanila tanaty tetezamita tsy nahazo reconnaissance n'aiza n'aiza fa nijoro après coup d'état ve no nitsara azy dia hisy légitimité sy légalité ilay didy

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: mihomeh
Date: 02 février 2018 - 13:07

Zanak adala>>>>>

ataoko mahitsy ny valiny fa aza atao mahatezitrra

1) Zone rouge ny eo Ambohitsirohitra, izay nitarika olona hatao sorona teo no tokony hosaziana satria mandika lalàna, tsy faly @ rajao izao ny olona sasany, fa tsy ashy mananika ny lapa satria misy lalàana mifehy io, fa tsy hoe jingy voatifitry ny kalack eo dia himenomenona fa hoe matimaty foana

2) Efa tsy 2009 intsony izao, efa mba tokony hivotra kely ny fomba fisainana ,heverinareo mbola mitohy foana ny tribunal eny @ ny 13 mai sy ny akamany, izay lavalela manenjika sy manaratsy no manana ny marina, mba ianaro aloha hoe inona no atazo hoe filohampirenena , dia tribunal inona no compétent mitsara azy

3) Efa nisy nijoro vavolombelona momba ny fiavian ny tifitra voalohany teny , fa nolazaina ho marary saina satria namana ihany, tsy zakan ny lohany ny tody sy ny tsiny t@ izay nataony dia naleony nilaza ny marina,

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: tsy azoko
Date: 02 février 2018 - 13:32

isaky ny misy sujet resaka Ravalo de misy mampiditra resaka Rajoelina foza foana, tsy azoko mihitsy

tsisy arguments mihitsy angaha raha tsy ampidirina ao ny foza e

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: gasybabakoto
Date: 02 février 2018 - 13:33

Mety voa soratra ny casier judiciaire fa eto anie tsy misy zavatra ar-dalana e! ka nahaona noho izy no ampanarahana ny lalana fa ny mpitondra fanjakana afaka manao izay danin'ny kibony?

Ary ilay fitsarana ny tsara @ io tsy manaraka ny lalana koa, satria raha arahina ny lalam-panorenana dia ny HCJ no afaka mitsara ny filoha-pirenena, noho izany dia fitsarana tsy ara-dalana no nitsara.

Raha tena ara-dalana ny didi-pitsarana efa ela no nampiharina fa saingy mahafantatra daholo ny rehetra fa tsy ara-dalana iny ka dia izay no mahatonga azy iny mbola hitantsika miriaria iny.

Noho ny firenena mihamahantra isan'andro izao no antony hanantenanay ny filatsahany ho fidiana filoha satria hatreto aloha mbola tsy hitanay izay olona mety hahavita ny zavatra vitany t@ fampandrosoana

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: hadj
Date: 02 février 2018 - 14:04

iza no nahita hoe maloto ny CJ i Ravalomanana??? madio tsara io

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Jerimahitsy
Date: 02 février 2018 - 15:06

Tena zanak'adala marina nareo ka tsy mahay mijery amin'ny saina ts miangatra ! Nanongam-panjakana i Rajo d raha ny logique, inona no ataony voalohany ? Manenjika sy managadra ilay mety hampihatra ny lalàna aminy. C clair b zany e ! Rah tena sah ny fitondrana ankehitriny : Avelao hirotsaka i Ravalo, Andry ary Rajao fa mi garantir 100% zah fa ts tafiditra 2ème tour akory i Rajao io, ary rah ts mangala-bato d ts mahaverim-bola

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: alefaso lavitra
Date: 02 février 2018 - 16:20

mampiseho maha bado azy foana an!

aiza moa ilay Haute Cour de Justice, irery manana fahafahana mitsara président de la république ?

iza no tena voa mafy tsy nanangana azy

Andao tokoa hoe jerena zao casier zao

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Kita
Date: 03 février 2018 - 05:59

CI maloto ngah?
Inona no tsy hanagadrana art hatraminzay fa avela mbola mitantana mairie sy manao valan.dresaka politika zany e? Iiiii...
AZA TETAKA RE: zay aloha d vonona mihintsy hitany ny hirotsahany...Sao koa izy tsy sahy hirotsaka eo

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: wow
Date: 03 février 2018 - 11:51

Rehefa ny mpamatsy vola iraisampirenena no milaza azy fa afaka mirotsaka izy dia afaka mirotsaka foana satria ny vahoaka dia miandrandra fandrosoana sy filaminana.

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: satriaaa
Date: 04 février 2018 - 07:16

@ tsika miteny izao dia madio be daholo ny casier judiciaire ny mpangalatra taolampaty , ny mpanondrana bois de rose , ny mpivarotra tanindrazana @ sinoa, ny mpivarotra tanimpanjakana ( misy aza nomena seza tsara mihitsy), fa ok ,ok, ravalomanana, tsy azo atao ny mitifitra rehefa fouza no mandroba palais d'etat , lalanan ny be sandry ny lalan ny fouza , mipetraha tsara

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: $ongomby
Date: 04 février 2018 - 10:04

Adaladala le fanontaniana e. Fa maninona ny bebean'là mbola tin'là foana nefa efa tsy vierge tsony?

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: dgagaenao
Date: 06 février 2018 - 12:58

Fa aona no hilazanao fa tsy vierge tsony ny casier judiciaire-ny?
Vao zao nga moa no nisy toy ireny teto @firenena sa manao ririnindasa tsy tsaroana?raha tsy hiteny afatsy ny acte t@ 10 Aout 91 fotsiny aho santionany,dia ny an'iza @reny zao no tsy vierge ny casier-ny,dia iza no nahasakana azy reny tsy andray anjara @fifidianana zay nisy teto?
Tsotra fotsiny e,aza sarotahotra @ olona iray (Ra8) raha tena matoky ny tanjaka eo anivon'ny vahoaka e,aleo hilatsaka daholo zay te hilatsaka ary ataovy madio sy mangarahara ny fifidianana dia akombony vava miandry resultat.

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Zanak'adala
Date: 06 février 2018 - 13:09

Par: $ongomby
Date: 04 février 2018 - 10:04

Adaladala le fanontaniana e. Fa maninona ny bebean'là mbola tin'là foana nefa efa tsy vierge tsony?choc

zao ny endriky ny toe tsaina'reo zanak'i Dada io ambany be le toe tsaina an confus

Par: gasybabakoto
Date: 02 février 2018 - 13:33

Mety voa soratra ny casier judiciaire fa eto anie tsy misy zavatra ar-dalana e! ka nahaona noho izy no ampanarahana ny lalanachoc fa ny mpitondra fanjakana afaka manao izay danin'ny kibony?

dia ho valiako enao , Ratsiraka sy Ravalo dia mitovy cas satria samy miosina rà ny tanany io nandatsa drà ny malagasy reo filoha reo ka d'accord aminao za hoe : tsy tokony ravalo irery no hampanarahana ny lalana fa na ireo filoha taloha koa aza zay mikasa hilatsaka hum ha fa hatreto klo dia Ravalo no vonona fa hilatsaka tsy_haiko donc tokony hihatra aminy ny lalana ary aza fohy fisainana tahak'izany r'ise â , iza zany no tianao hanaraka ny lalana ? hum

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 13:13

Oudry, rajao, rajoelina izany milaza azy hilatsaka daholo nefa tsy madio koa ny tanan'ireny an!

Tsy adala ry zafy namelan-dratsiraka hilatsaka t@ 1993 na dia hita mazava zao azy fa maloto ny tanana, ny antony responsabilité partagée ny famonoana olona eny an-dapa tsy afa miala koa izay olona nitondra azy tena, indrindra moa fa ny manome tso-drano.

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 13:17

Raha tsy fohy fisainana ise dia mahatady fa Pierrot Rajaonarivelo maloto ny casier judiciaire nefa afaka nilatsaka ho filoha ny 2013.

Io r'ise resaka volonté politique fa rehefa matahotra ny olona iray dia foronona daholo izay atsanga tsy aman'orana rehetra izao hanakanana ilay adversaire atahorana.

T@ 1993 ireny no porofo fa matoky ny heriny zafy ka tsy natahotra izay hifaninana t@ ratsiraka, navelany ho tsarain'ny vahoaka marina teo.

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Zanak'adala
Date: 06 février 2018 - 13:24

Par: gasybabakoto >> za tsy mpomba an'iza n'iza raha voaporofo nao hoe namono olona rajao , na rajoelina na pierrot dia tokony tsy mahazo milatsaka koa zany izy tsy_haiko

fa zao dray ary ê , aleo mahazo milatsaka daholo ary hankasitrahako ny fialtsahan dravalo dia ho hitanareo hum eo hatraiza ny fitiavana vahoaka Malagasy azy hum marihiko fa tsy zanak'i dada na tim irery anie vahoaka malagasy ê no fa any Province Ravalo teneniko anao oeuf raha tsy hiteny ny any Tuléar fotsiny fa bon .. aleo handeha ny andro sy ny volana dia ny tantara no hitsara hoe iza no marina hum

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 13:31

zanak'adala<<<<Raha izay ny hevitrao dia mitovy hevitra isika tsy misy olona madio na iray azy ireo olona efa nitondra ireo ka aleo ny vahoaka no hitsara.

Ny tsy mety mantsy dia ny sasany sady "juge no partie"

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Zanak'adala
Date: 06 février 2018 - 14:32

Par: gasybabakoto >> vazaha mody miady reo (Ravalo & Hery rajao ) hum

iza kay no nampiditra an'i Ravalo teto Madagasikara hoy ianao ? hum raha tsy ty fitondrana ty ihany ary ny FJKM dia manana andraikitra lehibe @ fampihavanana an'izy roa lahy .

fa zay ho hitantsika eo hoe : iza no marina hum

ny tantara no hitsara

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: dgagaenao
Date: 07 février 2018 - 09:44

Hay fantatrao ihany fa tsy ravalo rery no nanao ny tsy mety teto?koa inona no anononana ny anarany rery fa tsy tonga dia bangoina hoe "FA MANINONA ISIKA MALAGASY RETO NO MBOLA MANANTENA NY CANDIDATURE AN'IREO OLOMBOAFIDY ISANKARAZANY TETO @FIRENENA ZAY HITAPOKO HITAPIRENENA NY TSY NETY REHETRA NATAONY?"

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:53

Nga enao manantena fa tsy hilatsaka izy, hilatsaka izy ary ho lany soamatsara, ra za enao tonga de mamono tena dieny zao

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Zanak'adala
Date: 07 février 2018 - 10:36

Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:53

Nga enao manantena fa tsy hilatsaka izychoc, hilatsaka izy ary ho lany soamatsarahihihi, ra za enao tonga de mamono tena dieny zaomortderire

ho hita tsika eo zany , aleo ny tantara sy ny ho avy no hitsara hum fa ny hangatahko fotsiny dia tandremo ny hitarika hidina an dalambe tahakin'ny t@ 2002 satria hoe tsy lany 1er tour Ravalo nareo lol fa valiny 7 février no miandry anareo cowboy

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Tena ataovy sérieux
Date: 07 février 2018 - 10:46

zanak'adala=adala>>> Inona ary 'ty resaka taritina lavabe 'ty??!
Na vierge aza ny casier,tsy afaka hilatsaka izy fa tsy virija ntsony ozizy lé ministra kkkkkkk

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: wow
Date: 10 février 2018 - 11:07

Na iza ho lany eo dia tadidio fa efa anaty kizo ny tanintsika izao. Tsy ny vazaha mihitsy akory no hampandroso ny taninao fa ianao ihany fa izao ady antrano zao no tadiaviny.

Ahoana n vahaolana @ tsy fandriampahalemana? Tsy fananana asa? Fakana ankeriny? Fampidinana ny vidim-piainana? Fampiakarana ny karama mba hifanjohy @ vidimpiainana? Ahoana no hisintonana ny vahiny? ahoana ny fikojakojana ny fotodrafitr'asa?

Na boky mena io na map na vina 2030 na IEM dia tsara ampiharina fa tsy atao haingona antoko politika hamitahana vahoaka.

Ny resaka fananantany satria maro ireo olona nesorin tam taniny nefa manana taratasy. Ahoana ny resaka fahavitantena ara-tsakafo?

Ahoana ny ampiasana ireo vahoaka bdb reo.

Ny resaka casier judiciaire zan ts laharampahamehana.

JEREO NY VAHOAKA NOANA SY MIJALY ARY MITAINTAINA @ VIDIMBARY, VIDIMPIAINANA.MILA MIASA IANAREO MPITONDRA SATRIA ZAY NO NILAN'NY VAHOAKA ANAREO.

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Tenamadionomarina
Date: 10 février 2018 - 12:01

Par: Hono oa
Date: 02 février 2018 - 12:17

Fitsarana mitanila tanaty tetezamita tsy nahazo reconnaissance n'aiza n'aiza fa nijoro après coup d'état ve no nitsara azy dia hisy légitimité sy légalité ilay didy



===============================================================


Fitsarana mitanila

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: Tenamadionomarina
Date: 10 février 2018 - 12:05

Par: Hono oa
Date: 02 février 2018 - 12:17

Fitsarana mitanila tanaty tetezamita tsy nahazo reconnaissance n'aiza n'aiza fa nijoro après coup d'état ve no nitsara azy dia hisy légitimité sy légalité ilay didy



===============================================================


Fitsarana mitanila


sa FITSARANA NAMBOARINA mihitsy eh ?

Options: Répondre
Re: Fa maninona reo zanak'i Dada mbola manantena ny Candidature Ravalo kanefa Casier judiciaire ny aza tsy vierge tsony ?gratte
Par: eh!ben...
Date: 10 février 2018 - 13:40

Angaha moa tsy fantatrareo fa any ivelany ihany misy clinique mahay mamerina ho vierge indray (zairiny ho vaovao mihitsy)? Na ny mak...lle aza vitany!

Minoa fotsiny ihany

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg