Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Ranavalomanana 1er
Date: 05 février 2018 - 15:51

Salama Tompoko ;

ze mpanohana an'i Ra8 fantatro ka resahana ny affaire 7 février dia même refrain hoe " tsy ny miaramila tao an dapa no nitifitra fa hery taty ivelany " gratte fa dia mba sarotra ihany no hinoana zany ry zareo .

Misy dray tonga dia manao valim-biraingina hoe zone rougechoc anie io ka inona no hitonantonana eny hum zany hoe raha zone rouge zany dia légitime ny mamono olona .

Mba maro ihany reo olona mi protester eo maison blanche na Elysée zay tsy manohatra ny politika misy fa tsy mbola nisy voatifitra ho faty na dia iray aza hum

ny momba an'i Ra8 dray dia sarotra ny tsy hino hoe tsy tomponan draikitra velively izy t@ iny raharaha iny satria 1) enao chef suprême des armées noho zany responsable tanteraka enao @ ze acte sy herisetra ataon'ireo farany satria , retsy miandry baiko avy any ambony (baiko no tanterahany ) hum

raha olona tena hendry sy manao fahamarinana Ra8 dia tokony handeha eny Ambotsirohitra eny mametraka voninkazo sy mifona eo @ tsangam-bato t@ aina nafohy yeuxfermes (tsy solotena Tim an fa izy mivady mihitsy )

fa ny zavatra tena tsikaritro dia rehefa manakaiky 07 février tahak'izao izy mivady dia mody mitsidika ny any @ faritra hum dia @ zay toa hoe tsy eto an toerana .

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: PRO RA8
Date: 05 février 2018 - 18:26

mihanika ny maison blanche sy ny elysée, tsy misy mitifitra, na prefecture izao aza tsy azonao hidirana hanaovana bondongerona izany, ajanony ny voniny rehefa tsy zaka ,

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Nandra 1er
Date: 06 février 2018 - 06:46

tao efa hitany izao tontolo izao ny film tamin iny andro iny an

ohatra 1, tena aminy Poste Antaninarenina, ny sasany teny amin 'ny BOA, dia voatifitra avy ao Ambohitsirohitra hono
mba mianara ihany hoy ny vahoaka maro an'isa ianareo bado lahy voatarika teny

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Atidoha
Date: 06 février 2018 - 08:10

Ho an'ilay namorona ny sujet : na inona afafany nareo eto na inona dia zao no ataovy antin'io lohakely nao io. Ny porofo rehetra dia efa misy ary efa samy mùanana daolo. Za ary manana vidéo milaza ny antsipirihany iny famonoana t@ 7 février iny (santionany ilay resaka oe "tsy maintsy asiana ny maty" sns... Miandry ny fotoana sisa. Voa vetivety ary tao @ FB nisy namoaka @ antsipirihinyiany koa iny fanonganam-panjakanat@ 2009 iny. Tsy afabela aloha nareo sy zanaka amapar nareo e . Nareo aloha no anisany voalohany nanapotika ity firenena ity. D zao tohizany namanareo zao.

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 08:35

Mampiomehy ise ry ranavalomanan hoy ise: "Mba maro ihany reo olona mi protester eo maison blanche na Elysée zay tsy manohatra ny politika misy fa tsy mbola nisy voatifitra ho faty na dia iray aza hum"
Valiny tsotra be :ireo olona mitondra sora-baventy eo anoloan'ny maison blanche ireo anie r'ise tsy nisy nirohatra hiditra ao an-dapa e! misy faritra efa voatondro fa tsy azo hihoaran'ny olon-tsotra dia mijanona eo rizareo fa asaivo manandrana mirohatra hiditra ao an-dapa anie rizreo dia ho hitanao ny vokany.

Faharoa inona no tokony hamenatra anay @ izay 07 fév, efa voalazan'ny namana teo aloha fa dia nahitana diam-bala ny rindrin'ny trésor, ny poste, ny bmoi raha ny zava-misy dia ny mpiambina ny lapa dia mijanona ao an-damba ary mbola tsy nahita bala nanao zig zag aloha izaho hatreto asa, bala avy aiza ireny, hanahirana ve ny hanazava izany sady efa nazavain'ny knely charles ny nahatonga izany. Sao dia mba nareo no tokony ho menatra @ izany zavatra nataonareo zany

Fahatelo, olona handeha handroba ve r'ise dia tokony hanaovana fahatsiarovana, ny ankabeazan'ny olona lohalaharana t@ ireny 7 fev ireny dia jiolahy daholo raha tsy hiteny afatsy ireo izay naka ny volamena ny monja roindefo fotsiny aho. nisy koa ny jiolahy iray izay maty voatifitry ny polisy teo Anosy ny taona 2010 ary anisan'ny olona naratra teny Ambohitsirohitra ny 2009.

Niezahako natao antsipirihany ny valiteny sao lazaina fa valim-boraingina eo indray.

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Babakoto2018
Date: 06 février 2018 - 09:24

Tsy misaina le mpanorotra sujet fa babakoto bado be. Manandramà enao tonga de misoso manao didiny be sandry hiditra ao @ biraon i Donald Trump , ts omeko 10 seconde enao de efa mipoaka sy miparitaka eny @arabe.

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Ranavalomanana 1er
Date: 06 février 2018 - 10:06

Par: Babakoto2018 >> Ela ny tena vendrana tsy misy saina yo, tena babakoto tokoa io

firy reo Anti-Trump mitokona andro aman'alina io manohatra ny politika Trump tsy nisy na dia iray aza naratra na hoe notifirina ho faty fache

koa tahakin'ny firenen'là izy ty koa yeuxfermes Aiza moa Donald Trump no tsy hi qualifier an'i lisany hoe " Holy shit " confus koa tahakanao zany daholo ny toe tsaina fache

Sady ny miaramila sy géneral ny sasany ry zama olona misaina io mahalala ny tokony atao fa tsy tahakin'ny aanareo manamboninahitra ambony latabatra nin

dia tohizo ê , arefarefao @ tany ihany ny toe tsaina io fa na tsy faly aza nareo dia ho teniko ihany : " TSY MAINTSY MANODYio @ RAVALO SY @ TARANANY NY RA IREO MPIRAY TANINDRAZANA MATY T@ 07 FEVRIER " io

koa raha tsy manody ve ry zareo , ko ankehitriny Ravalo no hiantefan'ny zavatra rehetra nataony :
- Zatra naka tanin'olona dia @ zao alain'ny fanjakana ny taniny mortderire
- Zatra nampandoha hetra ny orinasa sasany dia ankehitriny takian'ny fanjakana ny hetra rehetra tsy voaloha tahak'izay mortderire
- Zatra manidy ny orinasa olona dia ankehitriny mba hidin'ny fanajakana ihany koa ny azy mortderire

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 10:14

Fa misy mirohatra miditra ao an-dapa ve ireo? Tsy tadidin'ise angaha ny tenin'ny complet gris hoe avelao handroso ny vahoaka, Atao ihany ny tsy hiteny fa mbola betsaka ny gasybabakoto toa anao ka tsy dia madinika loatra, tsy mbola nahita manohatra an'i Trump nirohitra niditra tao @ maison blanche, rehefa mahita ianao dia mba hilazao izahay

Dia mitondra inona ho an'ny vahoaka ireo zavatra rehetra notanisainao momban-dra8 ireo tao mbola miha mahantra foana ihany ilay firenena,

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Hajahelison
Date: 06 février 2018 - 10:47

Fanontaniana no apetrako:
1-tonga ao an-tranonao na eo an-tokotany ny rafilahinao dia inona no ataonao?
2-Raha misy t a y eo dia mbola hitsahinao ihany ve?
ny loha ry Ranavalomanana 1er natao ampiasaina fa tsy fitoerana satroka sy kasikety fotsiny a

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: hic!
Date: 06 février 2018 - 12:12

mandehana kely hoe amin'izao ora izao mananika lapa etsy iavoloha na ambohitsorohitra jerena ?

Dia andeha atao hoe : Dada8 no maniraka ireo olona, sady manome tsodrano azy ireo ohatra

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: dgagaenao
Date: 06 février 2018 - 12:43

Dia mbola misy miezaka manamarina ny acte 7Fev ihany hatr@zao,tsy efa reny voalazan'i kly reny doly ve ny tetika matipaika rehetra handrobana fanjakana ka ina ndray e?sa itony koa lay namono tena teny ka tsy maty dia menatr'ol?
Ary maninona ny 26Jan no oadiana tsy hita sy odiana tsy tenenina sa menatra dia mody fanina?
NY ANAY TSY MISY RESAKA MIANTSO TODY ZANY INTSONY FEFA HITAPOKO HITAPIRENENA ZAO NY AKON'IRENY ACTE NATAONAREO TETO @FIRENENA SY NY MBOLA ATAON IREO NAMANAREO MITONDRA @ZAO,TSY IZAHO NO MAMORONA FA HAINAO TSARA NGAMBA NY LAHARANA MISY ANTSIKA @FAHANTRANA ETO AMBONIN'NY TANY @ZAO FOTOANA ZAO,TSY TE HANOTANY ANAO AKORY AHO HOE LAHARANA FAHAFIRY NO NISY ANTSIKA T@ ANDRON-DRAVALO,TSY ILAINA HAZAVAINA BE ZANY FA ANJARANAO NO MAMPITAHA ANIZANY FA AZA MODY FANINA EO.

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Ranavalomanana 1er
Date: 06 février 2018 - 13:18

mortderiremortderiremortderire tena mahalatsaka mihitsy ny miserasera @ reto zanak'adala reto (zanak'i dada ) mantsy ê nin tellement ry lerony efa borné ka na ny fanajana an'ireo malagasy mpiray tanindrazana maty voatifitra t@ 7 février efa tsy hajainy tsony smiling bouncing smiley

dia ahita surprise lisany reo @ fifidianana eo , ho betsaka @ lisayny ny makafoka mortderire raha tsy ho tafa 2 eme tour dada mortderire

ny hangatahako fotsiny anefa dia ny aza mamory olona an dalambe tsony tahakin'ny t@ 2002 no hoe premier tour dia vita mortderire fa kely dia kely ny chance an'i Ravalo hoe mbola hiverina hitondra eo Ravalo, raha tsy hoe babakoto tahakan'i lisany daholo ny vahoaka malagasy nin

Wait and see sound

tena efa lasa karazana secte ry zareo le Tim a confus ny fakan'ny Ravalomanana ny tanin'olona t@ izy nitondra zany inona @ lisany io

tsy mahagaga ry zareo raha tahak'izao ny firenentsika fa tena mbola mora ambakaina le gasy sasany kely atidoha confus matikambo fotsiny fa tst alehany yeuxfermes

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 13:25

Mitovy hevitra @ ny ranavalomanana aho aleo handeha ny fifidianana dia ho hita eo ny marina, mangina izahay rehefa resy ara-dalana.

Ny fantatro aloha dia ny tany tetsy andohatapenaka no nalain-dra8, ny hafa tsy hananako porofo ka tsy hiteny, fa saingy hatr@ izao ny fakana sy famarotana tanim-panjakana nataon'ny mpitondr mbola mitohy raha tsy hiteny afatsy ny villa elisabeth, ny filatex etsy tanjombato, ny tany anjozorobe. Izaho mihevitra fa ra8 irery no nanao ireny hay kay samy manao jiaby

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: gasybabakoto
Date: 06 février 2018 - 13:28

Saika adiniko ry Ranavalomanana, ny olona tsy alehany anie izao efa tsy mitondra fanjakana intsony efa olona manam-pahaizana sy tsy fanatique daholo izao no mitondra sy manohana ny fitondrana nefa ohatrany ZERO ny vokatra azo an§

Tsy aleo averana @ le gasy sasany kely atidoha sy mora ambakaina ihany ny fitatanana t@ ireny ohatrany mba nahita rirany ny valala be mandry

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Babakoto2018
Date: 06 février 2018 - 15:33

Ranavalomanana 1er < Imehezako ialahy .Ny Gasy pamosavy malemy, ny gasy ihany no henjehina, tsy hitany MPITONDRA anga ny TANY TOTOFANY KARANA SY NY VAHINY, MAPITOMBO NY TONDRADRANO,
AVERENO AMINY MALAGASY DAHOLO NY TANY REHETRA LASANY VAHINY : KARANA ETC...
KARANA SADY MANGALATRA TANY NO SADY MANAMBANY NY GASY, MBOLA HILEFITRA FOANA VE ISIKA GASY NEFA TOPONY E
MILA MITROTRA ISIKA MALAGASY HO HITANY KARANA, HOE TOPONY TANY FA TSY MPANGATAKA.

Hoy ny fiteny hoe qui veut noyer son chien l’accuse de la rage, fa ra ny hita sy fantatra aloha dia i Ra8 nifona @ tsy mety nataony, iray izay ; faharoa raha ny teo Andohatapenaka hoatra ireo olana nipetraka t@ trano bongo niaraka @ tranon-ganagana dia nifanaraka taminy fa hanamboarany cités eo akaiky eo ary dia vitany izany, azo jerena avy ety @ route digue izany ka asa ny dikan’ny hoe accaparer aloha ? fahatelo tena tribunal fiable ve no eto sa ahoana ka tena mamoaka didy marina ? Ary rehefa raharaha misy asain’ny mpitondra am-perinasa tsarainy dia mitsara izy ary malaky ny valiny fa rehefa tsy asain’izany mpitondra izany tsaraina ny raharaha iray na dia mibaribary ohatra ny vay an-kandrina tohy ny 26/01/2009 na alatsinainy mainty izay fantatra inona no zava-nitranga, iza no atidoha nikotrika sy iza no naniraka ...sns, dia mangina ny fitsarana. Sady araka ny voalaza na ny mpitondra (Etat ou SEIMAD ?° no maka ny tany eny Andohatapenaka ohatra na ny vahiny izay maro tokoa ao amin’io Chambre de Commerce & d’Industrie io izay toa baikon’ny Chambres de Commerce any ivelany koa aza !!! Tsy miaro an’i Ra8 aho fa isika dia tena manao valala an-karona foana.

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: lebota
Date: 06 février 2018 - 16:02

Ranavalomanana 1er >

Mampalahelo mihintsy ianao izany fa tsy mahalala ny tokony atao.

Na eto amintsika aza dia misy ny antsoina hoe garde presidentielle ankilany sy EMOREG na EMONAT andaniny.

Tadidio fa ny garde presidentielle natao hiaro ny lapa fanjakana, ireo izany tsy manana bombe lacrimogene any aminy fa avy hatrany dia basy bala tena izy fa tsy balle blanche akory aza satria palais no arovana.
Ny EMONAT indray dia tsy tokony hitondra bale reélle fa balle blanche na bombe lacrymogene, ireo dia miaro sy mitandro ny filaminana, ka anjaran'ireo izany no nanakana tamin'ny bombe lacrymogene na nanao tifidanitra tamin'ny balle blanche, fa tamin'io fotoana io tsy nisy bombe lacrymogene mba nanaparitahana olona fa navela aza ny olona nanantona ny lapa.
Mazava loatra izany fa raha miditra ny lapa na mikasa ny hiditra lapa , satria raha nijery iny film iny dia niahazakazaka mihintsy ireo olona nanatona ny lapa.
Ka ny garde presidentielle tompoko tsy hampiasa mihintsy balle blanche na bombe lacrymogene fa tsy maintsy mitifitra tena izy.
Mazava aminao ka anjaranao amin'izay iza no tompon'andriakitra.

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Radohery
Date: 07 février 2018 - 08:16

tsy mahita lazaina tsony nga Ranavalomanana 1er? resy lahatra amizay? tony mintsy le tsisy saina voakarama hanao affirmation gratuite eto. Dia Ravalomanana foana no aratsiana satria atahoranareo. Na MAPAR ty na HVM toa Ravalomanana iany no aratsiana. Ny tsy fantatrareo anie fa vao maika mampiakatra ny popularité-ny zao ataonareo zao e? Manin ra manasoaso any Radomelina na Herivoalavo no atao? Mba ampiasao le coco e!

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: dgagaenao
Date: 07 février 2018 - 09:20

Fa iza no tena mpaka tanin'olona eto e?
Efa mitampina tainomby mihitsy ngamba ny mason'ty mpamorona sujet ty ka tsy mahita reo tany midadasika totofan'ny vahiny etsy sy eroa eto @ville eto,ny any @sisiny moa dia tsy lazaina intsony fa zary lasa tompony mangatak'atiny ny gasy satria tonga ny be sandry fa miala teo nareo @alalan'ity ttsy ty,SA MBOLA RAVALO KOA MAMPANAO ANIRENY @ZAO FOTOANA ZAO?
DIA AVERIKO NDRAY,MBA ASIO RESAKA IHANY KO NY 26JANV SATRIA RENY NO TENA NITONDRA DEGAT BE TETO @FIRENENA,SA MENATRA TSY NAHA-ONITRA NY ZAVATR'OLONA MAY SY POTIKA T@RENY DIA NY 7FEV NIHANIHANA LAPA NO ASANDRATRA NEFA SITRAPONAREO NO TE HANDE TENY?

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:49

inona zao no vokatsoa azo tam 7 fev, zao vao maika mahantra

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Ranavalomanana 1er
Date: 07 février 2018 - 10:42

Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:49

inona zao no vokatsoa azo tam 7 fev, zao vao maika mahantrahum

hanontanio an'ireo tantsaha nalainareo tany an keriny ê yeuxfermes

Par: dgagaenao >> mandehana ry dondrona @ iny fartra ambatondrazaka iny (vodiala sns ..) dia manaova fanadihadiana hoe iza no naka an keriny ny tanin'reo tantsaha @ iny faritra iny hum voa tononinao ny anaran'i gourou anareo (Ravalo) dia angamba efa angady ny miandry ny tarehanao nin

mba re misaina fa aza dia entin'ny fanatisme be fahatany yeuxfermes

za hoa mino fa raha Tojo na ze zanak'i ravalo no atosiny ho candidat maire @ manaraka eo confus dia hirohitra hifidy azy dray ry babakoto isany ordi tena mampalahelo an confus

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: dgagaenao
Date: 07 février 2018 - 12:32

Tsy mila mande any akory ny tenanay fa ny havanay mipetraka any e,ny ary zao miandrandra fatratra ny halanian'i ra8,presque ny tantsaha rehetra na aiza na aiza zao dia miandry daholo fa mahatsapa sy mahatsiaro azy @fanampina sy torohevitra maro.
FA MBA VALIO ALOHA HOE IZA NO MANOTOTRA TANY BE NDRINDRA ETO TANA @ZAO DIA AVY @ALALAN'I RAVALO KO V RENY?IZA NO MAKA ANKERINY TANIN'OLONA MARO ERAN'NY MADAGASIKARA @ZAO FOTOANA ZAO,TSY HITAN'NY MASO BE NAO NGA RENY FITARAINANA ATAON'NY OLONA ISAKY NY MIHETSIKA RENY,ANY @FB MIARAKA @SARIN'IREO VAHOAKA TSY AFAKA MIPETRAKA EO TANANA MISY AZY FA MAMORONA LAY NOHO NY ATAON'NY BE SANDRY @FIBODOANA TANIN'OLONA,NY ANY @TOERANA LAVITRANDRIANA MOA DIA LAZAINA TSONY?

HIANAO NO MBA MIERITRERETA FA NY ZAVA-MISY NO RESAHINA ETO FA TSISY RESAKA FORONINA NA KELY AZA.

ALEO ANDEH FOTSINY NY FIFIDIANANA DIA HO HITA EO E.

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: Ranavalomanana 1er
Date: 07 février 2018 - 12:50

Par: dgagaenao >> Matoa afaka MONOTOTRA TANY RY VENDRANA DIA NAHAZO HALALANA @ CUA io SA TSY NIANATRA AN IZANY NAREO confus

KOA RAHA TSY MISY HIDIRAN NY CUA ZANY ARY AZA INONA FOTSINY NO ILAIVANA NAREO AO CUA fache

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: dgagaenao
Date: 07 février 2018 - 13:11

ARY ADINONAO NGA NY TSINDRY ATAO @CUA E,SA ODINAO TSY HITA NY ATAON'NY MINISTERE MANOME ALALANA ANIRENY REHETRA RENY,ARY TARATASY AVY @FANJAKANA MAHEFA MIHITSY NO HAHAZOANY MANOTOTRA TANY,TSY VITAN'IZANY FA MBOLA AROVANA @EMMO ZAREO MPANOTOTRA SAO TRATRY NY FITSARAMBAHOAKA EO.
FA TSY HITANAO IO TANY ENY ANDOTAPENAKA NALAIN'NY FANJAKANA IO NA DIA EO AMBANY FIAHIN'NY CUA AZA?NY VILLA ELISABETH,AVY @IZA NO ALALANA NANAO ANIRENY ACTE RENY??SOAMAHAMANINA,NY ANY @FARITANY REHETRA TSY TAMBO ISAINA,SA MBOLA MISY IDIRAN'NY CUA KOA ZANY??MBA MISAINA SY MIERITRERITRA ALOHA OA VAO MITENY FA TSY TONGA DIA LA HAINE OLONA IRAY NO ABAHANA AO ANDOHA AO!!!

Options: Répondre
Re: Hitako sahirana sy menatra ihany reo zanak'i dada raha vao resahana ny affaire 07 février ? hum
Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 14:44

ary de hisy hamono tena zany am 2019 ko

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg