Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: FamilleVictime
Date: 07 février 2018 - 07:30

Miarahba antsika rehetra ,

lazaina matetika fa tsy Ravalo velively no tompon'antoka ny fitifirana t@ 07 février fa bala sendra nifandrify tsy_haiko hono ka nahafaty olona . koa raha izany re olona maninona raha mba mametraka voninkazo pahastiarovana etsy ambotsirohitra Ravalomanana mivady , Tim sy ireo zanak'i dada hum

sa matahoatra ny horakoraka sy torak'atody ve mortderire


tsy handrin'ireo zanak'i Dada sy Neny mihitsy ny hoe ahavitan'ty 07 févrierhum raha azo ny dinganina aza dia tonga dia nataon'ry zareo 14 février kiss satria dia henatra lehibe ho an'i ry zareo sy ny filoha teo aloha (Ravalomana) io affaire 07 février . un vrai boulet hoy ny vahiny zay .oeuf

Ary zahay dia mangataka ny mba hametrahana ny affaire 10 Aôut sy 07 février ho ao anaty manuel scolaire mba ahafantaran'ny taranaka aty aoriana hoe iza ireo filioha malagasy ny fandimby parmi le plus sanguinaire : Ratsiraka sy Ravalomanana klo hatreto no record yeah

raha vao resahana an'io affaire io ry babakoto isany dia avy hatrany dia masiaka be ny @ hoe :

- Zone rouge io koa inona no hitonatonana any io

- ny tena mahatolagaga @ le hakely ny fisainana an dry zareo dia ty hoe : tsy ny olona ao an dapa hono no nitifitra t@ reny fa mercenaire avy any aoriana hono no nitifitra choc dia raha logique javatra ve re olona : raha avy any aoriana ny mpitifitra dia hirona hitsoaka any toto bato sy banque BMOI ny olona non mba misaina re olona fa aza dia manao fisainana BABAKOTO io

Tiako no manamarika eto hoe tsy tokony adino fa Ravalomanana et Ratsiraka an'isany ireo filoha Malagasy Sanguinaire (lian drà ) indrindra , ary tsara ny hanadinoana izany ho an'ireo taranaka any aoriana io

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: manaràtantara hoa
Date: 07 février 2018 - 08:03

koa raha tsy sembana ara-tsaina ry zareo koa! indrindra raha Ra8

ary tara be koa ilay mpanoratra fa efa azo sary anie , ny anarany aza efa hay efa ela be, ilay teny ambonin'ny Louvres no nitifitra, tsara bika be manao tenue de combat, mitovy amin any Syrie mihitsy an

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: gasybabakoto
Date: 07 février 2018 - 08:05

Ity mba fifampizarana fotsiny, fa misy @ ireo olona voalaza fa maty t@ 7 fév ireo ary misortara etsy Ambohitsirohitra ny anarany dia olona efa tsy hita nanomboka ny 26 janvier mba hampitombona ny isa.

Ity efa sujet omaly fa tsy azoko hoe inona no tokony hamenatra anay. Raha misy mpangalatra hiditra ve ao antanonao tsy tokony hiaro-tena ianao?

Sa efa mivadika ny tany ka lasa ny tompo-trano indray no menatra satria niaro-tena fa ilay mpangalatra no manana ny marina?

Tsy napetrapetra-paona ilay anarana hoe foza orana biby mitourne satria dia hita @ izao fisainana izao fa dia ny gisalahy omaketsa indray no avo vava.


Lany fotoana raha ampitsahivina eto ny zava-dratsy vitan'ny TGV t@ 2009 fa alohan'ny tenenana olona aloha dia mba jereo aloha ny tenanao. Ohatra iray fotsiny hoe olona aman-jatony no maty t@ 26 janv, ary mbola tsy nahita olona nampitifitra ny mpiara-mitolona aminy ankaotra ny TGV aho teto, raha tsy mino ianao dia anontanio charles fa io namanareo io ihany no niteny an'izany, zany ve dia olona madio?

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: dgagaenao
Date: 07 février 2018 - 09:30

Fa nga ianao t@ andron'ny 7fev t@zany tsy mba afaka niteny na nanakana ny havanao tsy ande ho any,satria dia efa fantatra fa lapa no nde hihanihana,nefa mba tadidinao ihany ny zava-niseho t@10 Aout?no Ra8 mivady no terenao ametraka voninkazo ho an'ny olona mpanani-dapa?

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:47

reny olona reny no entin tsy fisainana rams a, na nisy havako aza, hita fa zone roge mbola idirana ihany, fa naninona ny mpitarika no niverina, misaina izy

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:56

zone rouge

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: LalaoPoza
Date: 07 février 2018 - 10:32

Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 09:56

zone rougechoc

ka rehefa zone rouge p***io zany ela dia mananjo hitifitra à balle réelle ny mpiray tanindrazana @ ialahy confus ?

Tena mirefarefa @ tany le toe tsaina anconfus , nefa dia milaza fa nahita fianarana p*** daholo trsitounet fa atao inona fotsiny ny bombe lacrymogène sns ..

rehefa eny @ 13 mai hain'ireo miaramila ihany ny mandefa bombe mandatsa drano maso hanaparitahana ny olona .

Za manokana dia miobo kevitra @ tompon'i Sujet : TOMPON ANDRAIKITRA VOALOHANY RAVALOMANANA io koa raha milaza tsy ho tompon'andrikitra aza izy maninona no tsy manome porofo confus

tsy atody fotsiny no miandry an'iny eny raha mitonatona ho any iny (Ravalo) fa voatorala mananasy mihitsy io

Par: gasybabakoto >> avereno @ tompony aloha ny tanin'ireo tantsaha nalain-dravalo an keriny fony mbola izy filoha io ary aloavo klo ny hetram-panjakana tsy voaloha hatr@ zay confus rehefa vita zay rehetra zay , zay ela vao mahazo mitabatabaio sinon lips sealed

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: dgagaenao
Date: 07 février 2018 - 12:44

Lalaopoza=ranavalomanana atsy ambadika atsy.

-HONERO DAHOLO KOA ALOHA NY FANANAN'OLONA REHETRA SIMBA SY MAY T@ 26JANV.
-HONERO NY KARAMAN'NY MPIASA MAROBE VERY ASA NOHO IRENY ACTE NATAONAREO TETO RENY SATRIA DIA BETSAKA LAVITRA NOHO NY OLONA NAMONO TENA T@7FEV NO VICTIME TSY FIDINY.
KA RAHA IREO FOTSINY NO TANTERAKAREO SOA AMANTSARA,DIA AFAKA MANAO ZAY TINAREO ATAO NAREO NA HIHORAKORAKA NA HIVAZAVAZA NA TSY HAIKO TSONY.

Averina fona mba misaina,firenena aiza eto ambonin'ny tany no hilefitra @olona mianika lapa?ka tsotra fotsiny andramo aloha maketsy andranomena mitondra olona maro mirohitra hiditra ao dia ho hitatsika eo,marihina fa tsy lapa aza izy io an,sao tsy mahita tsara ndray ny maso,na dia eto @tanintsika aza no misy io toerana io.

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: fonks
Date: 07 février 2018 - 13:28

AV7 : Aza Vendram-Pito ihany !!

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: Kongah?
Date: 07 février 2018 - 13:53

Efa Emergence hono izao fa tsy 7 fev izany intsony no malaza a.
Rehefa misy adi-seza politika de hafaro tsara ny ankizy tsy hananika lapa-panjakana intsony fa tsangambato 1 sy courone 1 isan-taona sisa....

Fanotaniana kely fotsiny: Ary toa samy tsisy maty na naratra akory ny lohandohan'ny mpitolona am 7 fev 2009? -Meteza ihany ataon'ny olona fitaovana e!

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: LalaoPoza
Date: 07 février 2018 - 13:55

aleo hoa hilamina fa ny fifidianana eo no ahitana ny herin'ny lisany yeuxfermes

tandremo sao manantena 1er tour dia vita yeuxfermes avy eo kay eliminer dès le premier tour mortderire

mechant

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: gasybabakoto
Date: 07 février 2018 - 14:07

Hay mba misy olona misaina ihany ao an-dapa ao ka mahafantatra hoe ny fifidianana ihany no halalana ny marina, very fotsiny ny 9 taona noho ny fatahorana fifidianana,

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: ditax
Date: 07 février 2018 - 14:39

Lalaopoza>

mba fantatr se moa ny atao hoe zone rouge sa de aporisihina otrin toto se de mande dia avy eo matimaty foana, I dada ndray ne de tena ho lany e, mihonona dieny izao

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: LalaoPoza
Date: 07 février 2018 - 14:57

Par: ditax >> aza dia matoky tena r'ise mechant Eto Antananarivo fitsiny dadan'i lisany efa perdre point @ reto mpivarotra madinika henjehana CUA reto hum

zany ko hoe premier tour dia ho vita mortderire

Any Tulear fotsiny Tim miracle raha mahazo 3% pdtr

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: gasybabakoto
Date: 07 février 2018 - 15:12

Ary efa misy manana vali-pifidianana sahady nefa mbola tsy nanomboka akory ny propagande;

Porofoy @ fifidianana r'isezany 3% zany an! raha ny fijery anareo aloha dia matahotra ny anao fifidianana inclusive ka dia ho hita eo na sahy na tsia

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: Tongava saina
Date: 08 février 2018 - 08:15

NY TOMPON'ANDRAIKITRA VOALOHANY AMIN'IZAO FAHAPOTEHIN'NY FIRENENA IZAO DIA ISIKA MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA!!!!

Tanintsika ity Madagasikara ity, koa nahoana isika ary no:
- mandoto làlana,
- manarinary fako eny amin'ny arabe,
- manao maloto (mamany sy mangery) eny amin'ny rehetra eny,
- manambany ireo mahantra zandritsika kanefa misolelaka ireo vahiny izay tsy iray foko amintsika akory,
- mifandetika vao misy malagasy tafita
- tia fosafosa sy fanaratsiana, rehefa misy miady eny andàlana dia tsy sarahina fa zara ary spectacle,
- tsy mba mamboly hazo fa mandoro tanety aza
- tsy mba manara-dalàna fa tia mi-bizina, tia migafy, tia manao loham-boto (na fiara io, na moto, na olona, na mpivarotra, na société, sns...)
- mahavita mamono ireo Malagasy mpiray tanindrazana amintsika
- manolana zaza tsy ampy taona, misoloky, manao kolikoly,

Zà dia tsy tia an Ratsiraka, diso fanantenana tamin'i itpk Zafy, mankasitraka an'i Ravalomanana, tsy tia an'i Rajoelina sy Rajaonarimampianina, kanefa na dia manana ny andraikiny tamin'ny Firenena aza ireo, dia isika vahoaka (citoyens) no tokony ho motera, solika, kodiara, karetsaka mampandroso ny Firenena fa ireo dia mpitondra sy mpamily ihany fotsiny. Raha vaky kodiara ny fiara iray, na tapaka frein, ataoko fa tsy fahadisoan'ny mpamily 100% akory izany na dia misy aza ny andraikiny (tokony nanao révision sns...)

Fa aoka isika ahatsapa tena fa isika vahoaka dia tompon'andraikitra koa amin'izao fahapotehin'ny Firenena izao. Izay mbola tsy nanao an'ireo notononiko tetsy ambony iretsy no aoka hiteny, ny ambiny tongava saina...

Dia rehefa mafy loha isika hoe "za tsy mba tompon'andraikitra amin'ny Firenena zany, fa tsy anjarako zany", dia aleo isika mianakavy hinan'n******* eto daholo, ary fantaro fa tsy afaka hitsoaka isika fa nosy ity tanintsika ity...

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: tikoaaa
Date: 08 février 2018 - 15:28

Izany no izy rehefa fozaorana normal Be fa olona presque tsy ampiampy sauna loatra nom mpanafika lapa. Tena mitovy @ fanaon'ny fozaorana avy en y an-tanimbary. Milaza inona moa izay voninkazo

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: fonks
Date: 08 février 2018 - 17:40

Sao dia tsara esorina teo kosa aza ilay tsangambato !

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: vatoolah
Date: 08 février 2018 - 17:48

Misy tsy mahazaka ny bozaka fohany mihitsy le gasy an, ry zareo fototry ny fahavoazan ny firenana nandritra ny 9 taona indray no mitomany hanaterana voninkazo, za dia mino fa tsy maintsy hotsarain ny tantara izay nitarika ny gasy ho gisitra sy sempotra toy izao, aza maika, io tsangambato io , mbola hiongotra eo io , na ho ela , na ho aingana ...

Options: Répondre
Re: 07 février : raha mahatsapa Ravalomanana mivady sy ny TIM fa tsy tompon'andrikitra @ fitifirana maninona raha mba mametraka voninkazo eo tsangam-bato Ambotsirohitra ?hum
Par: famille
Date: 08 février 2018 - 17:56

Famillevictime >>>>>
ilazao ny havanareo mianakavy fa potika ny firenena noho ny hafokana sy hagaigenareo mianakavy...rehefa lany tgv dia asaivo aleviny eny @ mouzolé ny havanareo nataony martyr ny 7 fev , fa izahay izao no mizaka ny vokatry ny nataonareo mianakavy, gisitra ny gasy, bravo

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg