Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: TsyhandohaHetraTsony
Date: 07 février 2018 - 14:10

Salama ry mpiray Tanindrazana ;

ten atalanjona ny tena no sorena @ fandaniam-bola mihao-papana na manipulation mety mendrika corruption ataon'ny Ministera eto Madagasikara .

Sendra nijery net tena dia nahita an' ty site ty :

h ttp://armp.mg/

fa voarakitra ao ry Malagasy ny fandaniam-bola ny fitondrana eek tena mampi-vara hontsana tsy mahate handoha hetra tsony hum

mila aparitaka ho fantatry ny vaohaka zao fa tena efa tsy rariny :

ao @ io site io ohatra akaiky :

raha makao @ Résultats des Marchés 2016 > Prestations de services jerena confus

dia sokafy tsara ny sofina :


Entretien et réparation de véhicule (Ministere Economie io )
Volkswagen POLO graduation Montant TTC : 1 999 400 000,00 MGA eek

fa Polo blindé angaha zany ry zareo no tena hidangana be tahak'izany gratte tsy mampino

zany ve tsy efa ahazoana Polo 10 vaovao confus

tena tsy te handoha hetra zany tsony ny tena mahita an'izao confus

fa zany mbola pitsipitsiny mba somary jereo anie oops

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: gasybabakoto
Date: 07 février 2018 - 14:17

Santionany ihany io fa isaky ny Ministére dia toy izany daholo. Ity resaka fournisseur ity no hitako tena mampiakatra ny budget am-panjakana satria dia samy maka 10% daholo izay olona handalovan'ilay dossier ka tsy mahagaga raha tafakatra 500% ny vidin'ny zavatra iray vidin'ny fanjakana. Asa raha mba hitan'ny IGE izany na ny CF fa dia tsy tokony hipasse ao @ drizareo na efa nandray ny 10% rizareo ireo

Izao raha teo moa efa nahazo fahafahana ilay malagasy ka dia samy manao izay danin'ny kibony.

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: LalaoPoza
Date: 07 février 2018 - 14:53

Par: gasybabakoto >> fa t@ andron'i lay raika lahy torana toa ny orinasa Tikô & Magro daholo ny nahazo ny marché yeuxfermes na ny rano fisotro aza isaky ny ministera tsy maintsy classico ordi

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: gasybabakoto
Date: 07 février 2018 - 15:08

Fa ny mahagaga dia ohatrany voa maika ilay firenena nitotongana moa ny mpiasa lasa mihagaigy rehaefa tsy nisotra classico intsony ny mpiasan'ny ministera.

Raha ho ahy manokana tsy raharahako na classiko na eau vive na iza no mahazo ny marché fa rehefa mba ara-drariny ary mba mandroso ny firenena sy ny vahoaka dia ampy ahy izay.

Ny anareo ny tsy fitiavan-dra8 be dia be ka tsy raharahanareo na any andavaka aza ny firenena fa rehefa tsy eo sy tsy heno intsony izy dia faly nareo.

Izaho manokana r'ise raha nahavita tsara noho i ra8 izay fitondrana nandimby azy nakomboko ny vavako ary dia nitehaka aho an! saingy indrisy nakatona ny tiko dia nosokafa ny yama sy ity izay tsy an'ny tsy tera-tany dia misy gasy faly sy mandihy mihitsy @ izany.

Izao ny resaka boisson eto anjakan'ny star sy ny dzama izay vazaha sy sinoa dia misy faly mandihy mihitsy koa.

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: LalaoPoza
Date: 07 février 2018 - 16:35

Par: gasybabakoto >> zany mba toetsain'ny lety le fache

toetsain'la hoa amboary sady raciste en plus yeuxfermes satria Malagasy Ravalomanana dia afaka tsy mandoha hetra sy afaka maka ny tanin'ny olona @ zay tiany fache koa aiza moa ny handroso ny firenena koa mirefarefa @ tany mihitsy le toetsaina yeuxfermes

dia satria Star sy ny Djama an'i vazaha sy sinoa dia tokony ho potehina fache

Dia teneno ahy hoe inona ary zany no ho tenenin'ireo Inspecteurs des impôts raha eo am-pisavana ireo Orinasa ry zareo no mahazo vava hoe : " ASAIVO MANDOHA HETRA KLO NY TIKO RAVALOMANAN SY NY TIKO ZAY ZA KOA VAO HANDOHA " io

Tsy misy tokony omena faveur zany eto ry zama no Aleo mba tsapan'i Ravalo ihany koa hoe ahoana zany hoe : alain'ny olona zao fotsiny ny taninao applause na koa hoe terena vahimanta be zao enao hoe : mandoava trosa tsy_haiko

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: antifouz
Date: 07 février 2018 - 17:46

lalaopoza>>>>>

ianareo fouza anie no nahazo fahefana , nanomboka 2009 eh,
fankahalàana toy ny mahazatra no ataonareo , fandotoana olona tsy ankijanona fotsiny fa ny tena marina dia tsy nahita hanenjehana andravalo mihitsy ,ankoatry ny resaka 7 fev ny mpitsara fouzanareo , naninona no tsy navoka ny dossier raha tena misy, mpandroba lapa no hanaovana tsangambato, tsy maintsy mbola hiongana io tsangambato io fa aza taitra, fa za aloha tsy manome tsiny anareo, gravy be io fialonana io, kabary teny @ 13 mai t@ 2009 ihany no averina , tohizana hatraty @ forum nefa efa 2018 izao, hanenjika an DRavalo mandra pahafatinao ianao satria tsy ahatratra azy mihitsy , mahereza ,

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: gasybabakoto
Date: 08 février 2018 - 06:52

Lalaopoza<<<< N'aiza n'aiz eto antany dia mahazo tombony foana ny orin'asa ny tompo-tany raha tsy hiresaka ny etsy Maurice fotsiny aho, manandrama ianao manangana orinasa fa sahirana ianao raha vahiny, n'aiza n'aiza etonan-tany hoa fa tsy M:kara irery, tsy RACISME no anaran'izany fa PROTECTIONNISME.

Averiko aminao ry foza fa raha mbola vahiny no mifehy ny toe-karena eto ary izay no zava-misy amin'izao dia tsy handroso mihitsy ity M:kara satria dia matory any ivelany ny haren'ity firenana ity fa dia fitaovana fotsiny ny mponina ao aminy. Omeko oh iray ianao, ilay karana nalaina ankeriny tompoko dia nangatahin'ny mpaka azy 2m d'euro aloha any ivelan'i M:kara, porofo zany fa ny volamenanao no alainy fa ny volany tsy apetrany eto.

Ny ankabeazan'ny orinasa matanjaka any Frantsa na any Amerika dia ny frantsay sy ny Amérikana no tompony. Fahotany malagasy ve raha maniry izy fa mba misy orinasa matanjaka eto M:kara dia malagasy no tompony?

Lazaiko aminao fa ra8 izao no tratra satria izy no cible voalohany fa sahy ianao ve no miteny fa ireo orina rehetra ireo dia mandoa hetra ara-dalana daholo? Misy tsy mandoa ary misy ny mandoa fa ampahina @ tokony aloha

Ny fantatro aloha izao dia tsy nandoa hetra ny tiko marina fa efa niteny koa izy hoe rehefa alohan'ny fanjakana ny onitra tokony ho azony dia ho alohan'ny hetra, inona moa tsy hanaovan'ny fanjakana compensation an'izany dia mangina teo ity resaka ity?

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: gasybabakoto
Date: 08 février 2018 - 06:56

Azafady tsy PROTECTIONNISME no tiako teneniny fa NATIONALISME.

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: dgagaenao
Date: 08 février 2018 - 09:31

Ka efa sady tsy ny TIKO&Magro ary tsy misotro classico zao ny isaky ny ministera,dia mba jereo kely hoe lay depense misy ao par rapport t@ androdra8?ka iza no tena mpihinana volambahoaka?iza no tena tsy mandoa hetra?iza no tena mampahantra ny gasy eto?efa 9ans nge ra8 no tsy teo @fitondrana tsony e,ka mba lazao sy tantarao ary ny zavatra tsara nataonareo mihoatra noho ny nataony?

Isika dia miresaka realite eto fa tsy tsangan'olona na anaran'olona fotsiny,ka mba tanisao eto hoe iza avy reo teratany Malagasy nahatsangana orinasa goavana be mihoatra ny andra8 teto taorian'ireny acte reny,satria nolazaina fa manao monopole izy.

Sa itony ry Lalaopoza tony lay mitady ho very fihinanana dia mi-avance dieny zao fa tsy lanin'ny vavoniny lay fomba fitondran'i ra8 firenena?
Mba ovay @zay lay toetsaitsika e,ory havamanana lava,mifapiatsaravelatsihy,mifampialona,mifamosavy,reo dia tena kapoakatsika gasy tena mbola lavitry ny fandrosoana e,mila ezaka be dia be,ary miainga avy @tsika tsirairay fa tsy faly manilika lava nefa samy tomponandraikitra daholo.

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: ramah
Date: 08 février 2018 - 09:42

efa fandaniam-bola ministera amin'izao no resahana dia mbola r8 ihany ny an'i sasany ataony midegany mihitsy maninona raha havoaka ny chiffre tamin'izany taoaorinan'ny 2009 vao mba milaza ny anarany efa mivika ialahisany vao maika miakatra ny cote-ny noho ireto vendrana ireto

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: Hajahelison
Date: 08 février 2018 - 10:13

ô ry TsyhandohaHetraTsony an
tsy haiko fa efa nikatona lay page ô
tsy misokatra tsony
any ho any angamba zao gidra2 be we iza no namoaka an'io

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: TsyhandohaHetraTsony
Date: 08 février 2018 - 11:00

Par: Hajahelison >> mbola misokatra izy zao ka : h ttp://armp.mg/

esory le espace aorianan'i le h


aleo hitabataba ato reo zanak'adala reo hihihi olona efa hypnotisé @ Secte Ravalo Reo mortderire

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: Mpiserana
Date: 08 février 2018 - 11:06

Tena voadòna mafy mihitsy sa voan'ny tsy "tsytiamainty"ilay Lalaopoza k'ity!!
Raha zaho aloha tsy hiady hevitra @olona mi-déraille ohatra izao.

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: LalaoPoza
Date: 08 février 2018 - 14:00

Par: Mpiserana >> koa misy masahy mijoro ary ve nareo fa tsy nisy fanodikodinana volam-panjakana t@ andron'ny TIM sy fitantanana @ CUA @ zao ê ??

raha milaza nareo hoe tsy misy dia akomboko ny vavako zany lips sealed dia aleo ny fifidianan no hitsara (irina mba ho tena mangarahara ) hum

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: gasybabakoto
Date: 08 février 2018 - 14:45

Lalaopoza<<<< ie nisy nanodikodi-bola tokoa t@ andron-dr8 ary zany no anisany nanalana azy teo fa izahay nihevitra fa efa tafakatra teo ny manam-pahaizana sy ny tia tanindrazana ka dia hiheny izany indrisy voa maika loza betsaka lavitra noho ny vitan'ny teo aloha, asa raha marina fa dia pneu automibile iray ve leretsy ho vidiana 12 milliard.

Rehefa samy hangalatra ohatr'izao ihany alei mamelonan'I tIKO iny mba mampiasa ny mpiray tanidrazana ity tonga dia lasa any ampaosiny ny mpiasa-panjakana ambony fotsiny

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: LalaoPoza
Date: 08 février 2018 - 14:55

Par: gasybabakoto
Date: 08 février 2018 - 14:45

Lalaopoza<<<< ie nisy nanodikodi-bola tokoa t@ andron-dr8 ary zany no anisany nanalana azy teo fa izahay nihevitra fa efa tafakatra teo ny manam-pahaizana sy ny tia tanindrazana ka dia hiheny izany indrisy voa maika loza betsaka lavitra noho ny vitan'ny teo aloha, asa raha marina fa dia pneu automibile iray ve leretsy ho vidiana 12 milliard.

ka rehefa izay zany dia aleonareo miverina t@ le taloha confus tena tsy ho avotra mihitsy ty madagasikara ty malaelo tena noheveriko fa sangisangy fa zao va tsapako hoe tena sérieux le resaka confus dia aza gaga enao rehefa avy eo raha lasa Orinasa familiale le fitondrana confus

mbola averiko ihany , ny Star sy ny djama ihany koa dia mampiasa Malagasy tahakanao io
fa aza dia manao fisainana iva be tahak'izany , mety hoe sinoa ny tompon'ni Djama fa sinoa efa monina ela teto Madagasikara confus fa tsy hirony hoe sinoa communiste vao avy rony .
Raha hendry zao enao io ny mba hananganana anao orinasa mitovy @ reny olona reny no atao mba ahafanao mampiasa Malagasy mitovy aminao fa tsy entin'ny fialonana tahak'izany yeuxfermes

Mbola averiko ihany za tsy manohana an'ty fitondrana ankehitriny ty ary mi condamner an'izany fandaniana be zany fache

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: dgagaenao
Date: 08 février 2018 - 15:00

Ary lay pieces detachees pour entretien,voiture iray efa 7milliard Ar mahery,koa hividy any ampotony any @mpamboatra azy mihitsy aza ve dia handany anizany?

Options: Répondre
Re: Fandaniam-bola isaky ny ministera : tsy mahagaga raha mahantra isika Malagasy ?oops
Par: gasybabakoto
Date: 08 février 2018 - 15:09

Lalaopoza<<<<mbola averiko ihany , ny Star sy ny djama ihany koa dia mampiasa Malagasy tahakanao: ho lasa lava be ity resaka ity, ekena fa manome asa ho an'ny malagasy ireo orina roa ireo fa saingy ny tombony azon'ireo orinasa ireo dia matortory any ivelany any fa tsy miverina eto. Sanatria raha fankahalana vahiny velively fa raha malagasy ray sy reny fanirian'izany malagasy zany raha mba misy orinasa GOAVANA sy matanjaka eto ka mba tena an'i Malagasy.

Tsy iva be izany fisainana izany tompoko fa n'aiza n'aiza ianao eto an-tany dia mahakamamy ny vitan'ny tany sy mpiara-belona aminy. Ny anareo vonona izay TENA Malagasy ary dia omena vahana ny vahiny.

Hoy ny vazaha izay hoe rehefa samy tsy alehany ihany dia aleo misafidy ny "moindre mal". Izaho anie tsy manda ny tsy hifidy olon-kafa fa avoahay aloha jerena, hatreto aloha oh mbola tsy naheno olom-baovao mihitsy ao hirotsaka ho filoha ankoatra an'ireto Berziky, ANR, Rajao, Botozaza, Ra8, izy ilay PSD iry. Raha ireo no asainao misafidy aho dia mazava be ny safidiko

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg