Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: Tongava saina
Date: 08 février 2018 - 08:32

NY TOMPON'ANDRAIKITRA VOALOHANY AMIN'IZAO FAHAPOTEHIN'NY FIRENENA IZAO (SY NY FINIAVANA HO FANANGANANA AZY) DIA ISIKA MALAGASY REHETRA (na ny mpitondra, na ny vahoaka) TSY ANKANAVAKA!!!!

Tanintsika ity Madagasikara ity, koa nahoana isika ary no:
- mandoto làlana,
- manarinary fako eny amin'ny arabe,
- manao maloto (mamany sy mangery) eny amin'ny rehetra eny,
- manambany ireo mahantra zandritsika kanefa misolelaka ireo vahiny izay tsy iray foko amintsika akory,
- mifandetika vao misy malagasy tafita
- tia fosafosa sy fanaratsiana ary fialonana, rehefa misy miady eny andàlana dia tsy sarahina fa zara ary spectacle,
- tsy mba mamboly hazo fa mandoro tanety aza
- tsy mba manara-dalàna fa tia mi-bizina, tia migafy, tia manao loham-boto (na fiara io, na moto, na olona, na mpivarotra, na société, sns...)
- mahavita mamono ireo Malagasy mpiray tanindrazana amintsika
- manolana zaza tsy ampy taona, misoloky, manao kolikoly,
- tsy mba manakana ny ankizy tsy hisotro toaka, hifoka maoly, hilalao vetaveta,
- mametsifetsy daholo na ireo mpanjifa, na ireo mpivarotra
- tia manavakavaka foko, racistes, tia kely, sns sns...

Zà dia tsy tia an Ratsiraka, diso fanantenana tamin'i itpk Zafy, mankasitraka an'i Ravalomanana, tsy tia an'i Rajoelina sy Rajaonarimampianina, kanefa na dia manana ny andraikiny tamin'ny Firenena aza ireo, dia isika vahoaka (citoyens) no tokony ho motera, solika, kodiara, karetsaka mampandroso ny Firenena fa ireo dia mpitondra sy mpamily ihany fotsiny. Raha vaky kodiara ny fiara iray, na tapaka frein, ataoko fa tsy fahadisoan'ny mpamily 100% akory izany, na dia misy aza ny andraikiny (tokony nanao révision sns...)

Fa aoka isika ahatsapa tena fa isika vahoaka dia tompon'andraikitra koa amin'izao fahapotehin'ny Firenena izao. Izay mbola tsy nanao an'ireo notononiko tetsy ambony iretsy no aoka hiteny, ny ambiny tongava saina...

Dia rehefa mafy loha isika hoe "za tsy mba tompon'andraikitra amin'ny Firenena zany, fa tsy anjarako zany" na koa hoe "ny anay aloha dia izahay mianakavy ihany no karakarainay", dia aleo isika mianakavy hinan'n******* eto daholo, satria rehefa ho lany ny sakafo, dia hanomboka hivoaka ny basy... ary fantaro fa tsy afaka hitsoaka daholo isika fa nosy ity tanintsika ity...

Tongava saina ry Malagasy...

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: mahantra
Date: 08 février 2018 - 08:56

Teraka ireo satria very ilay "FIHAVANANA TENA MALAGASY", io no vaha-olana hahafahana manafoana ireo, satria tsy misy zavatra tsy vitan'ny "FIHAVANANA".

- Lasa mahalala menatra sy manaja ny hafa isika raha eo io "FIHAVANANA" io.
- Lasa mifankatia isika raha eo io "FIHAVANANA" io.
- Lasa voahajantsika ny Tanind-Razantsika raha eo io "FIHAVANANA" io.
- Lasa tsy tia mamono olona isika raha eo io "FIHAVANANA" io.
- Voahaja ny didy folo ao anaty Baiboly raha eo io "FIHAVANANA" io.
- sns.......................

Fa amin'izao fotooana izao dia ity no manjaka: "aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalalam-bola", tsy voahaja intsony ilay firaisan-kina toy ny hoe: "Akanga maro tsy vakin'Amboa sy ny izay mitambatra vato izay misaraka fasika". Raha tiana ny hampandroso firenena dia tsy misy afa-tsy io "FIHAVANANA" io satria io no mitondra ny fifankatiavana, firaisan-kina sns......

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: marina mihitsy
Date: 08 février 2018 - 13:33

Tena marina mihitsy ireo lazainareo ireo. Tompon'andraikitra isika rehetra ary mila mametraka io fihavanana io ho laharam-pahamehana

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: LalaoPoza
Date: 08 février 2018 - 13:56

clapclapclapclap tena marina tokoa zany rock fa indrisy ra Malagasy efa nozarina gaboraraka confus Ny sasany dray moa dia tsy te ahalala na handanja ny tsy fahombiazany tany aloha satria voasariky ny secteordi ka mbola manatena ny hanohy sy hitondra @ 2019 yeuxfermes

Par: marina mihitsy >> tsy misy miady anie eto ê no indrindra fa ny malagasy madinika fa ry zalahy ao an dapa sy ambony ao ihany no vazaha mody miadyhum

za rangaha dia gaga @ mpanao politika na lehiben'antoko eto mitabataba sy milaza hoe mpanohatra kanefa dia eek dia misakafo ara dalana eny iavoloha rehefa faran'ny taona yeuxfermes

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: Tongava saina
Date: 08 février 2018 - 14:14

LalaoPoza > tsy misy miady ve eto hoy ianao? ohatra ny tsy mitovy ny fijery zany an, ny hitako mantsy dia vahoaka madinika feno fahasorenana eny andàlana, na eny anaty fiara, na eny ambony moto, ka vao mifampikasoka kely dia efa mifandefa taimbava tsy misy ohatr'izany. Vahoaka ihany koa no mifamono rehefa mifanendaka sy mifamaky trano, fa tsy mpanao politika akory.

Ka iza ary no eritreretinao ho tokony hitondra ny Firenena ary raha tsy tianao ireo teo aloha e? mba lazao koa ny anton'ny safidinao

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: LalaoPoza
Date: 08 février 2018 - 14:45

Par: Tongava saina >< zany tsy fitoviam-pijery zany dia manamarina fa tany demokratika madagasikara , tsy maintsy misy zany n'aiza n'aiza maneran tany raha tsy any corée du nord sy chine angamba mechant

apetrako aminao ny fanontaniana : nilaina ary hilaina ve ny fampihavanam-pirenena ?gratte nahita voakny ve enao hatr@ zao @ fampihavanam-pirenena no
tokony hoe fampihavanana ny ady lahy politika le izy fa tsy fampiavanam-pirenena no

zany fampihavanm-pirenena zany mila ny fandraisan'ny vahoaka rehetra manerana any madagasikara fa tsy olona notendrintendrena etsy sy eroa ? hum
ary mba fantatrao ve hoe ohatrinona ny vola lany natokana @ io fampihavanana an dry zareo io ? gratte

Amiko dia mila mijery ny tandrify tsika fa tsy mijery ny hafara na dia nisy filoha nanao na tsy nanao dia tsy mendrika ny hitondra hiverina intsony hum aleo mba ho an'ireo nouvelle géneration indray ny fitantanana ny firenena tsy_haiko Eto Madagasikara ve dia tsy hisy olona mahay lavitra an'izy telo reo tsy_haiko

fa jereo fa tsy maintsy hamaly eo ry babakoto isany douche

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: gasybabakoto
Date: 08 février 2018 - 14:52

Lalaopoza<<<<Ie miandry izahay izay olom_baovao avokanareo nefa tadidio fa zany eo ANR sy Rajao izany dia olom_baovao t@ izy niditra teo fa jere ireto mba zavatra nataony.
Raha olom-baovao marionnette koa dia aleonay ihany ilay rakailahy taloha, aloha tsy ho tononoko ny anarany fa mampiakatr ny tambavinao

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: Tongava saina
Date: 09 février 2018 - 10:56

LalaoPoza > fa maninona no mijery any ambony (mpanao politika) foana e? izay anie no antony ilazàko hoe isika no tompon'andraikitra e! dia ianao zany raha tsy midina eny andàlana ny mpitondra hampiseho hoe tsy tokony hipipi eny andàlana, dia hanohy foana ianao? raha tsy ny mpitondra mihitsy zany no midina eny anala hoe aza dorana ny tanety, dia mbola handoro tanety foana isika?

Za angaha niresaka fampihavanam-pirenena zany tetsy ambony? ny fandraisan'andraikitra amin'ny maha citoyen antsika no resahiko. Détail kely fotsiny no nitanisako ireo filoha nitondra, ary nanazavaiko fa isika dia manana anjara amin'ny fampandrosoana na ny fanapotehina ny Firenena. Fa raha tsy takatsika moa zany dia eo zany isika no raisina

Options: Répondre
Re: ISIKA MALAGASY REHETRA DIA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY FAHAPOTEHINA SY NY FANANGANANA NY FIRENENA
Par: Non non non
Date: 09 février 2018 - 11:32

Tsy tompon andrikitra velively kosa ny foza sy ny forongony fa zafady tompoko, nanomboka 2009 dia mba jereo ny zava misy , demokrasia be tsy misy toy izany, vidimpiainana mora be, mandehana eny @ tsena mora izay tsy mino, ny làlana nantaon dravalo , tsy misy azo hoanina, @ izao efa nofenoin ny foza loka ny lalampirenena rehetra , efa azo hoanina tsara kosa an, ny koliloly ve, tsy misy fa lianga izany , mba hanontanio kilodinina sy ry houcine arfa izay te ahalala ny pitsopitsony , bois de rose ve, halatra taolampaty , sns ...efa milam be ... Ny hadalan ny sasany no mbola mikaikaika , hadalan ny banque mondiale no nametraka ny gasy ho gisitra, efa andalana ho première puissance isika izao, henoy ny mesia tsaratsara izay te ahalala misimisy kokoa

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg