Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: didimpananana
Date: 04 avril 2016 - 11:33

Bjr, mba mila fanazavana ho an'ireo izay mahay lalana azafady mikasika ny didy fizaram-pananana (testament)mpivady efa maty ho an'ireo zanany.
1-mety azo foanana ve ireny didy miafina navelan'ny RAD hizarana ny fanany ho an'ny zanany ireny, raha eny dia inona avy azafady ireo cas afaka hanafoanana azy?
2-raha mpivady ara-panjakana ara-dalana ary tsy misy condition hoe zara manta ny fananana, samy manana ny fananany ve izy ireo sa hitambarana ny fananana?
3-Misy milaza fa raha mpivady ara-dalana sy ara-panjakana ary dia ny fananan'ny lahy tsy fananan'ny vavy?marina ve sa diso?
Ny anton'ireo fanontaniana ireo manko dia izao, nisy mpivady efa maty namela didy miafina ho an'ireo zanany, marihina fa ilay raimpianakaviana no maty aloha ary taty aoriana vao maty ilay renimpianakaviana, ity farany no nametraka didy miafaina officiel tany @commune ary rehefa novakiana ny testament dia misy ireo zanaka sasany tsy manaiky ary milaza fa tsy mananjo hanao iny didy iny ny reniny, ny fananan'ny reniny ihany no azony zaraina fa ny an'ny rainy tsy tafiditra anatin'ny didy anefa dia ny fananan'izy mivady rehetra no efa nozarain'ity renimpianakaviana tao anaty didy, milaza ireto zanaka sasany tsy manaiky fa ny fananan'i dada hafa ary ny an'i neny hafa, tsy natsangan'i dada ho mpandova azy i neny ka tsy mitombina io didy io...
Mila mifanangana ve izany ireo mpivady vao afaka lazaina hoe ny fanan'ny iray dia an'ny iray?
Miala tsiny fa lava be fa tena mampametr-panontaniana ary mahalasa eritreritra ilay izy.
Misaotra ireo izay hamaly.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: Ranenitoa
Date: 04 avril 2016 - 11:56

1-Masi-mandidy @ fananany ny olona. Tsy azo ovaina ny didim-pananan'olona
2-Nisy contrat milaza ve fa itambaran'izy mivady ny fananana. Inona ilay régime matrimonial. Tandremo fa misy ny fananana maintimolaly, misy ny hary manokana, misy ny hary niraisana. Mila avahana tsara ireo : ny aiza no an'ilay mpanao didim-pananana ka ananany zo sy fahefana.
3-Raha tsy nifanangana ny mpivady, dia TSY mpandova mivantana ny vady. Faha-9 angamba izy izay vao mandova ny vadiny.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: aii
Date: 04 avril 2016 - 15:24

Ranenitoa<<<Mba azonao azavaina ve ny dikan'ilay fananana maintimolaly?Hary manokana?ny hary niraisana?Ary raha misy ny niharahana nihary sy ny fananana maintimolaly izay nanaovan'ilay olona didy.Azony hatao ve izay?izy tsy nifanangana,tsy nisy contrat ny fanambadiny.Misaotra mialoha anao sahady hamaly.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: kazanov
Date: 04 avril 2016 - 15:56

aii > Maintimolaly = efa lova avy any @ RAD tsirairay ka sy tafiditra @ fizaram-pananana
Hary manokana = harena nohariana taloha na taorian'ny contrat de mariage
Hary iraisana = fananana niarahan'ny mpivady nihary nandritra ny fotoam-panambadiana.
TTF: atao hoe tapitra ny fanambadiana rehefa misaraka ny mpivady (na nisara-belona io na nisara-maty)
Ny mariage civil dia tsy maintsy misy foana ny atao hoe regime matrimonial; fa raha tsy nanana ny mpivady dia regime par défaut no apetraky ny mairie na firaisana (kitay telo an-dalana, zara-mira fa tsy zara manta akory, ny fanambadiam-boalavo samy mitondr mody izay nentiny nanambady ka ny hary iombonanna ihany no atao zara-mira)

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: didimpananana
Date: 05 avril 2016 - 10:17

raha ny fahalalako azy aloha dia ohatran'ny soratra tsotra le izy zany hoe mety izay par defaut fa tena tsy haiko.
raha io par defaut io dia tsy manana zo hanao le didimpananana ve ilay renimpianakaviana?

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: kazanov
Date: 05 avril 2016 - 11:25

didimpananana > Voalohany aloha dia tsara kokoa raha arahina ny fe-petra momba ny forum fa lasa aparitakao @ rubrik maro ity sujet ity.

Voatery namerina ny sujet za satria lasa mifamahofaho be ilay izy.
Raha azoko tsara izany ny tianao lazaina dia izao: azo foanana ve ny didim-panana nataon'i Neny? = Raha tsy mitombina dia ENY no valiny. Ohatra: fanana tsy azy no ampidirina ao anaty didy. Tahaka ny hoe tranonao manoratra io no ampidiriko ao anaty didimpanana ataoko.

Samy manana ny fananany ve izy ireo sa hitambarana ny fananana = araka ny efa voalazako eo ambony io: izay fananana niaraha-nihary no azo ifampizarana araka ny contrat de mariage (jereo ny famaritana efa nomeko eo ambony)

Misy milaza fa raha mpivady ara-dalana sy ara-panjakana ary dia ny fananan'ny lahy tsy fananan'ny vavy?marina ve sa diso? = Marina!!! hatreto aloha ny lalàna malagasy dia tsy mandova ny fananan'ny lahy ny vavy saingy afaka mandova ihany izy raha toa ka vatoboribory ilay lehilahy.(fa ny lehilahy afaka mandova mivantana ny vehivavy an!!! hiihi)

Marina tokoa fa raha mifanangana ny mpivady dia mitovy zo tanteraka @ fandovàna sy ny fanaovana didimpananana.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: Ranenitoa
Date: 05 avril 2016 - 11:30

Io efa voavalin'i kazanov io daholo

Izay an'ilay renim-pianakaviana ihany no ananany zo hanaovana didim-pananana. Tokony ho fantatrareo ny régime matrimonial n'ny ray aman-dreninareo.

Ny ahy izao, mbola kitay telo andalana ny an'ny ray aman-dreniko. Avy eo, nony nisy ny zara mira, dia nanontany ry zareo, dia hoe efa nivadika zara mira (systématique). Ny azon'ny reniko anaovana didy izany dia :
-ny anjara lovany t@ ray aman-dreniny
-izay fananany nisoratra taminy talohan'ny nanambadiany ny raiko
-ny antsasaky ny fananana niarahany nihary t@ raiko

Izay ny an'ny reniko satria tsy nanao fanambadiam-boalavo ry zareo

Raha nanao didy ny olona iray fa ny zanany dia tsy mandova fa atolony an'i Pedro ny fananany, dia tsisy azo atao fa masi-mandidy izy = tsy misy milazafa tsy maintsy omena ny zanaka ny fananana

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: six
Date: 05 avril 2016 - 11:40

tsiazo kitihina ny didy miafina fa izay voasoratra de voasoratra.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: didimpananana
Date: 05 avril 2016 - 11:47

Kazanov>misaotra betsaka t@valinteny ary mialatsiny @le fanaparitakana anaty rubrique maromaro, ny antony manko dia mila mafy ireo fanazavana nomenareo ireo ny tenako ka raha tany @impot fotsiny no nataoko le izy dia mety tsy nisy nahita ka tsy nahazo fanazavana ohatran'izao za.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: didimpananana
Date: 05 avril 2016 - 11:57

Hofintiniko araka ireo valinteninareo ireo ary ny situation:

1- Fananana lovan'i dada tamin'ireo RAD-ny no nozarain'i neny
2- Fananana niarahan'izy ireo nihary (trano niaraha-nanangana, tany novidiana tao anatin'ny fanambadiana,...) no nozarain'i neny
Raha io voalazan'i Ranenitoa io izany dia mivadika zara mira systematique le toko telo an-dalana satria efa t@vanimpotoanan'ny toko telo andalana le izy.
Ireto indray ary ny fanontaniako:

1- ilay fananana lovan'i dada izany averina zaraina indray fa tsy fondé intsony ilay fizarana nataon'i neny t@le didy?
2- le fananana niarahan'izy mivady nihary izany mijanona @izay nizaran'i neny azy tao anaty didy sa mbola averina zaraina ihany koa?

Mbola mamerina ny fisaorana hatrany

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: kazanov
Date: 05 avril 2016 - 12:12

1 - ilay fananana lovan'i dada izany averina zaraina indray fa tsy fondé intsony ilay fizarana nataon'i neny t@le didy?
valiny:eny tompoko (raha tsy nifanangana ry zareo)"nullité" no isokajiana izay didy izay.

2- le fananana niarahan'izy mivady nihary izany mijanona @izay nizaran'i neny azy tao anaty didy sa mbola averina zaraina ihany koa?

valinysad smileyraha tsy nifanangana ry zareo)izay anjaran'i Neny ihany no azony zaraina ho an'izay tiany handova azy araka izay taha tiany hanaovana azy.Fa ny an'i Dada dia zara mira mivantana @ zanany mpandova rehetra fa tsy ao anatiny intsony i Neny.tahaka ny fizarana izay maintimolalin'i Dada rehetra ihany.
Fanamarihana: kitay telo andalana ilay izy fa tsy toko telo an-dalana.
TTF: Raha par défaut ny regime matri an'i Dada sy Neny dia azo avadika par défaut koa aty aoriana mise à jour). fa raha safidy ilay izy dia tsy azo ovaina izany mihitsy.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: Ranenitoa
Date: 05 avril 2016 - 12:12

1-Mila confirmer-na ilay hoe nivadika zara mira.
2-Ny lovan'i dada, raha efa vita partage ka misoratra @ dada irery, ka efa nataony mutation amin'izy sy neny, dia azon'i neny zaraina
3-Raha nanao didim-pananana i dada fa i neny no misitraka ny fananany rehetra, h@ maintimolaly, dia azon'i neny zaraina. Raha tsy izay fa an'i dada irery, dia izay ifampizarànareo azy fa tsy mitombina ny an'i neny (fa niangatra be angaha i neny???)
4-Ny anjaran'i neny t@ izay niarahany nihary no zaraina araka ny didin'i neny = antsasany raha zara mira, ampahatelony raha kitay telo andalana

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: didimpananana
Date: 05 avril 2016 - 15:33

Misaotra antsika rehetra namaly fa mazava tsara ny fanazavana.mankasitraka tompoko

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: sambanys
Date: 05 avril 2016 - 15:59

Mety nitrosa tamin'ny zanany sasany izy dia tany no hevitra hitany hanonerana azy.

Satria matoa ianareo mitady andrava didim-mpananana dia misy tombo sy hala izay ao.

Raha hanafoana an'io ianareo dia mila manao taratasy ara-panjakana izay olona rehetra mandova anatin'ilay didim-mpananana hoe tsy mana-kery io fa ny acte de notoriete no ho ampiharina.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: didimpananana
Date: 05 avril 2016 - 16:47

sambanys> raha hanao io taratasy mangataka fanafoanana io ary ka misy iray manda dia ahoana indray?

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: tamin 'izy mbola velona no tkn
Date: 05 avril 2016 - 18:21

Tsotra be ny anay:
cas mitovy amin 'io mihitsy;
I Neny no nanoratra farany, namela ny TARATASY, izay tena testament mihitsy. I Dada efa maty efa ela.Ntao acte notarié.

Mifarana amin 'izao teny izao ilay Soratra :" Izao voasoratra izao dia hevitray mivady, ary tsy azonareo zanaka ovaina na dia kely aza"Misy menaces kely aza
Lasa caise commune ny fananana avy atsy sy avy atsy.

Raha misy taratasy mipetraka, sarotra ravana, andramo ihany aloha. Tribonaly lava be.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: didmpananana
Date: 06 avril 2016 - 09:06

tena mandreraka ange ry ireto izy ity e, marina fa mety misy tombo sy ala tokoa le fizarana fa ilay hoe hofoanana mihintsy no tsy eken'ny saiko maika moa fa mbola hoe tribonaly lava be, tsy nisy filazana hoe hevitray mivady tao anatin'ilay testamentmalaelo, mitombina mihintsy ilay hoe misy dette soit morale soit financiere mihintsy matoa nataony ohatran'izay ny fizarana fa ireo mpiraitampo tsy manaiky ilay didy ange izao no tena problème mandreraka be e.Sinon mamerina ny fankasitrahana antsika rehetra

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: xhavier
Date: 06 avril 2016 - 09:20

Raha ny voalazan'ny didy amandalana de zay nanao lay didy miafina ihany no mahazo manofoana iny na inona antony na inona refa maty moa izy zany de tsy maintsy harahina zay voasoratra ao, fa kosa raha tsy amin'ny anaranan'ilay maty ny fananana de tsy mihatra io didy io ohatra amin'ny anaran'ny vadiny na olona hafa mintsy ka tsy voalaza ao hoe fanana iombonana io . Raha ohatra kosa lova tamin'ny olona taloha be tany izy io ka manana acte de notoritaire lay olona efa maty nanao lay didy miafina de mihatra avy hatrany io voalaza tsy misy afaka ny handrava izany na ny fitsarana aza

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: sambanys
Date: 06 avril 2016 - 10:55

ny tsara aloha izany dia manao tomba-mpanana mihintsy ianareo,
dia atokana ny avy any @ Ray, Reny, izy mivady dia mampitaha izay ara-dalana misoratra amin'izy mivady na ray na reny dia eo ianareo vao milaza hoe ity tsy ekena amin'ny didi-miafina......
Mbola ho lava be ny anareo raha izany fa dia ny aina no matezà.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: mihantabe
Date: 06 avril 2016 - 13:58

Tandremo sao tsy mifandevi maty an!!!

Ny tany moa dia hanototra e, ny trano hialofana

tsy hilaozan'izay ra iombonana re

Options: Répondre
Trosan'ny maty
Par: Kokoly
Date: 14 septembre 2017 - 09:59

Salama, Raha toa ka namela trosa ny olona maty iray, ireo mpandova ve no tokony hanefa izany? Nisy ny taratasy nifanarahan'izy ireo izay tsy nentina tany amin'ny manam-pahefana.

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 10:02

graduation ilay olona aza ve izay tsy efa nahita vahaolana fa eo vao mody mamaly eo, sa tomponà sujet????? suicide

Options: Répondre
Re: azo foanana ve ny didimpananana ofisialy?
Par: Tsy malagasyi
Date: 14 septembre 2017 - 15:06

Tsy tena voavakiko daholo fa teo am lay hoe ny fanana maintimolalin i dada raha nataony mutation tam i neny na nilaza izy fa neny no misikatra dia afaka manao didy neny avy eo.

Raha ny eto dago tko d zay fa raha ny an ny vaza d ny maintimolalin ny iray avy d ny vadiny no mandova azy rehefa maty izy. Tsy miverina am RAD izany. Raha nanamady intelo izy d mbola miditra mpandova koa ireo indrindra ka tsy nanambady izy avy. Sinon izay zanany tzm reo.
Tsy mila tts fa ny acte de mariage d milaza fa mpzndova izy.
Tena grave be amiko ilay izy, satria hatram pension n ilay olona d mi percevoir koa ireo olona ireo...

Ny antsika malagasy mbola malalaka tsara ny droit de succession tsy mila mandoha vola be sns ka asantsika mianakavy mpanao ampihimamba ny mpiray tampo aminy io

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg