Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Hantabe.
Date: 09 janvier 2017 - 08:18

Miarahaba o!

Vita ny notoriété sy succession, de mba toroy ny tohiny sy lalana aleha ,azafady, fa tsy mahay.

Misaotra o

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: narivelo1
Date: 09 janvier 2017 - 08:19

Tena marina zany izay manana hitsi po mba hanampy anay é!

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 09 janvier 2017 - 08:55

Manao ny acte de partage indray nareo :
1- mivory de mifanaraka @ fizarana
2- maka cerficat juridique + maka géometre certifié raha tany no zaraina hanao plan mifanaraka @ acte de partage
3- enregistrena any @ commune na notaire ny acte de partage + plan nataon'ny géomètre certifié
4- Manao mutation any @ centre fiscal
5- Manao enregistrement any @ domaine

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Hantabe.
Date: 09 janvier 2017 - 19:13

Misaotra betsaka @ fanampiana.

Miala tsiny fa mbola misy fanontaniana, fa tsy hay mihintsy ity raharaha ity.

Mitohy 6 mois ny gratuité @ mutation.
Valable @ mutation globale sy mutation par héritiers ve io?

Any @ centre fiscal ve no atao mutation voalohany sa eny @ domaines ?

Ny any @ centre fiscal ve tsy maintsy voaloha daholo hetra Tany s'y trano tsy voaloha?

Mankasitraka @ valinteny o

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: ngah!
Date: 10 janvier 2017 - 09:26

tsy haiko mihitsy hoa ny fomba fisainana, io famindrana lova io tokony hitohyfoana sa efa misy fepetra hafa napetraka dia mifindra hoazy @ taranaka ny lova? tsy azoko hoy ny filoha :" mitohy hatramin'ny volana jiona 2017!!!!!??????

dia ohatr'izay koa ny permis sy ny carte grise , olona bdb angeh no manana an'ireo e dia maninona no ferana ny fotoana hanovana azy, ohatran'ny mamporisika ny olona sasany hanao risoriso!!!

aiza moa no handroso ny firenena ka ohatr'izany ilay fomba hitondrana azy!


TSY METY VE RAHA FAMPORISIHINA NY VAHOAKA HAMORONA ASA + HIASA TSARA + TSARA TAIZA = ANTOKY NY FANDROSOANA

fa izao dia faly mahazo vola fanampiana etsy sy eroa dia izany ve dia itehafana????

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: ngah!
Date: 10 janvier 2017 - 09:28

asa raha mba mametraka fanotaniana

MANINONA NY FIRENENA SASANY NO MANDROSO?

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 10 janvier 2017 - 09:57

Hantabe.> Tsy ny mutation no gratuit fa ny hetra tokony naloha teo aloha raha tsy nandoha hetra-tany na hetra-trano ny taranaka aty aoriana.

Mandoha vola ny mutation miankina @ valeurn'ilay tany.

Efa nomeko anao eo ambony ireo ny etape arahina dia milahatra arak'izay ny fanatanterahana azy.Mahazo autorisation any @ centre fiscal vao afaka mankao @ domaine mnoratra ny tany @ anaranao.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Hantabe.
Date: 11 janvier 2017 - 01:22

Misaotra indrindra @ valinteny o!!
Mia mazava.

Farany, iza no mi fixer ny valeur ny Tany na trano?

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: bijou
Date: 11 janvier 2017 - 07:15

Vita ny acte de décès sy notoriété?

-Maka Certificat de situation juridique ny fananana tsirairay, aleo 03 originaux avy.

-Manao "Tombampananana" any @ Centre fiscal du lieu de décès du défunt. Gratuit io, vita eo no ho eo, mahazo ny atao hoe "certificat de paiement".

-Dia manao mutation any @ Domaine (arakaraka ny toeran'ny fananana tsirairay.) Succession par décès. Gratuit koa io hatr@ fin Juin.

Mila faharetana ny manao taratasy eto amintsika, kanefa dia mba ialana @ fivezivezena be, dia aleo entina foana dossier rehetra, atao photocopies daholo, procuration an'ny mpandova hafa sao ilaina, feuilles blanches,...

Mazotoa!

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Hantabe.
Date: 11 janvier 2017 - 07:26

Misaotra indrindra o!

Mazava ny fanazavana.
Mankasitraka @ torohevitra madinidinika anamora fiainana.

Raisina antanan-droa raha mbola misy manome hevitra ary hisaorana mialoha.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 11 janvier 2017 - 08:19

bijou> Tsy gratuit ny mutation ao @ centre fiscal an, ny droit de succession (par décés) ihany no gratuit fa raha te hanoratra avy hatrany @ anaranao ireo lova (héritage) dia mandoa ny droit d'enregistrement (2% valeurn'ilay tany+trano). Misy valeur foana ilay tany izay jerena ao @ siten'ny ministere finance : immo.impots.mg : multipliena par 2 io valeur omen'ny site io de zay no alohanao. Rehefa any @ domaine dia mba tonga dia misoratra aminao ny tany fa tsy hikambanana @ mpandova intsony.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Hantabe.
Date: 11 janvier 2017 - 20:04

>agua,
Mamerina fisaorana aho.
Niditra t@ immo.impots.mg aho.
Midangana bé ny Vola aloha.
Mi-verifier sur terrain ve ny centre fiscal ?
Ahena kely surface terrain, nombre de chambres, surface habitable .... ?
Misaotra o!

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 11 janvier 2017 - 20:37

Hantabe.> tsy mi-vérifier sur terrain ny centre fiscal fa hitany izany ao @ plan de partage sy ny certificat juridique. Afaka miady varotra be ianao rehefa ao @ centre fiscal, afaka tsy déclarena koa ny trano raha mbola tsy ao anaty plan avoakan'ny domaine de mba mihena fa ny tany ihany no hanaovana valeur déclaré.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: zana
Date: 12 janvier 2017 - 08:52

agua< raha azo atao dia mba mangataka mail tena mila fanampiana avy aminao amin'io resaka taratasy io, lasa tampoka ny vadiko nefa tiko avy dia soratana am zanako le trano, efa nisy etape kely vitako iany fa tsy nitohy intsony nohon'ny tsy fisian'ny fotoana dia saika hanome procuration olona hanohy azy.

Misaotra mialoha.

Miala tsiny am tompon'ny sujet fa nijapy.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 12 janvier 2017 - 09:07

zana> aleo ny anao no apetraka fa tsy manana adresse mail betsaka aho.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: zana
Date: 12 janvier 2017 - 11:39

agua< zanakomalala77arobazygmailpointcom

Misaotra agua

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Hantabe.
Date: 12 janvier 2017 - 12:39

Agua> fisaorana mitafotafo tompoko o!
Lafo Vidy zao fanampinao zao, mankasitraka.

Zana> tsiny ré, fifanampiana ny fiainana.

Hono à? Ahoana ny hetra trano sy Tany tsy voaloha?
Aiza no mandeha? Tao @ centre fiscal aho mantsy, de hoe any @ commune mandeha.
Miala tsiny fa bé fanontaniana

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 12 janvier 2017 - 12:52

Ny commune no mitantana ny hetra-trano. Ny hetra-trano no hanisan'ny vola miditra @ commune hikarakarany ny fandehanan-draharaha eo @ commune: fanariana fako, fanamboarana lakan-drano, vola omena ny fokontany sns...

Jereo fa matetika misy fanentanana ny fandoavana hetra-trano tsy tataovana sazy eo @ commune. Tokony mahazo taratasin-ketra nareo avy any @ fokontany. Ny hetra-trano tsy voalohan'ny mpandova dia tsy aiko hoe atao ahoana. Tsy aiko na misy fiantraikany @ enregistrement tany izany tsy fandoavana hetra zany.

Rehefa mahazo autorisation d'enregistrement any @ centre fiscal ianao d'efa azo atao ny fanoratana ny tany @ anaranao any @ domaine. Toa tsy mitaky porofo fandoavana hetra tany @ commune ny dossier ilaina any @ centre fiscal rehefa manao mutation.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: hermann
Date: 12 janvier 2017 - 13:00

Tsy misy zem moa izany eto fa raha tsy izany dia nasiako zem be mihintsy.
misaotra e!

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: bijou
Date: 12 janvier 2017 - 13:09

agua), toa resaka succession ange no resaka eto é! Hamafisoko satria vao nikarakara aho fa gratuit ny ao @ Centre fiscal ka!.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 12 janvier 2017 - 13:13

bijou> oui gratuit raha atao misoratra @ mpandova rehetra ilay tany fa raha zaraina samy manana ny azy dia mandoha vola mifanaraka @ ilay valeurn'ilay tany. Tokony mahazo bokin-tany tsirairay avy avy eo fa tsy fananana hikambanana raha vita hatramin'ny farany ny any @ domaine.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: agua
Date: 12 janvier 2017 - 13:22

bijou> hitako tsara kokoa ilay tonga dia zaraina ilay lova dia samy masi-mandidy @ anjarany avy ny tsirairay fa raha ilay succession fotsiny dia mbola tena fananana hiombonana. Hafa raha ianao irery no mpandova dia automatique lasanao irery ary ny anaranao irery no misoratra ao @ certificat juridique rehefa vita ny any @ domaine.

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Hantabe.
Date: 13 janvier 2017 - 17:33

Aleho ampiakarina

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: Sahondra fine
Date: 13 janvier 2017 - 19:24

Up

Options: Répondre
Re: Vita n'y acte de notoriété sy succession de ahoana ,aiza indray?
Par: mandeha ho azy
Date: 14 janvier 2017 - 07:37

tsy hitako laotra izay olana amin 'ity raharaha ity
manaraka ny étapes rehetra fotsiny , izay atorony eo ihany, avy atsy dia makatsy
haotran abstrait be rehefa resahina maina

Options: Répondre


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg