Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
DELESTAGE
Par: DaWily
Date: 10 janvier 2017 - 10:54

Miarahaba!
Ireto ary ny programme an'ny delestage ho amin'ny anio:

http://www.board.mg/public/upload/images/articles/delestage101-source-1489.jpg
http://www.board.mg/public/upload/images/articles/delestage102-source-1490.jpg


Mahereza tompoko! lol

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: Tsyrarinytotal
Date: 10 janvier 2017 - 11:07

Vao manomboka ve ny taona d efa izao no iainana. Manodiavà ry mpitondra.

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: DaWily
Date: 10 janvier 2017 - 11:08

Raha atao ny compte dia lasa 6H isan'andro izy zany 'zao smiling smiley

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: belapin 
Date: 10 janvier 2017 - 11:19

Raha omenareo mandats 3 tompoko ny filoha Hery dia voavaha ny olan'ny delestazy

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: DaWily
Date: 10 janvier 2017 - 11:22

Mandat 3 monja? hum

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: beIapin 
Date: 10 janvier 2017 - 11:27

tsy quoi le izy satria tsisy Iavoloha

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: narivelo1
Date: 10 janvier 2017 - 11:52

Dia jereo @ zao zany ny trace tokony handehanana manendaka ry zalahy fa zao no tian'ny mpitondra hatao a! tsy tokony omena tahaka izao lay izy fa manjary mi programmé n'ny azy koa ny TONTA KELY E

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: Emmanuel
Date: 10 janvier 2017 - 12:30

inona no iraharahiko an'izany???!
(Ny prénoms -ko hafa dia Hery Martial)

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: Ovianatapitra
Date: 10 janvier 2017 - 17:07

Maharitra aforiana ity délestage ity ze mb mahalala vao2 azfd

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: fanontaniana
Date: 10 janvier 2017 - 17:59

Dia vahaolana inona moa izany ireo groupe electrogene bedabe novidiana natao teny antanandrano sa lasa any an-tranon'iza ireny groupe ireny ? Za angamba tsy naharaka fa ny fahenoko an'ireny hoe hanalana ny delestage teto Tana ? Dia iza izao no nanome ireny vahaolana foza ireny ? Zara raha naharitra firy volana no tsy nisy delestage dia niverina !? Ka raha toy izany ny vahaolan'ny manam-pahaizana gasy dia hiangaviana isika haka vaza hitantana an'io fa tsy alehany.

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: Osiris
Date: 10 janvier 2017 - 18:01

Raha omena TEHA-MAINA in-telo miantaona ny filoha mba hifoha amin'ny torimasony dia ho voavaha ny olan'ny fahatapahan-jiro

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: belapin 
Date: 10 janvier 2017 - 20:21

Tena mitsinjo ny vahoaka tompoko ny filoha Hery.
Fantany fa tsy hisy dikany ilay fiakaran'ny karama 7% dia nanome baiko izy hanao delestazy 3h isaky ny quartier, ny sasany aza in-2 tratra mba tsy handany vola be ny vahoaka @ vidin-jiro.
>> politikan'ny fitsitsiana izany fa tsy takatrareo

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: leojirama
Date: 10 janvier 2017 - 20:53

Tsy nisy nilavan'azy lay groupe bdb natao teny antanandrano dia nafindra any behenjy. Izao ny fahaizany filoha sy ny gvrnmanta mitondra antsika. Nanakoako ery ny fanokanana ireo groupes ireo ary nankalazaina fa ho afaka délestage eto Tana. Tsy lasa ntsony ity e! Ny anay aty itaosy aza mbola miampy délestage na rano efa ho 3 taona, tsy misy vahaolana. Tsy mahavaolana ity fitondrana ity fa vao maika mampidikizo ny firenena, mahazaka ihany isika gasy kah. Fihariana tsy mande @zay tokony ho izy. Fihetsiketsehana no betsaka, permis biométriques, carte grise biométriques e ! tssss, ny zavatra essentiel @ fiainany mponina tsy hita zay vahaolana: insécurité, famine atsimo, dahalo, vidina ppn ....

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: DaWiIy
Date: 11 janvier 2017 - 08:06

gouvernement de combat hono io gvt Mahafaly io.
K.O tanteraka !!!

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: mahakamo
Date: 11 janvier 2017 - 08:37

Ny mahakamo tanteraka dia misy quartier sasany tsy mba tapaka izany mihitsy, nefa ny sasany omena 6h/j, henjana e.

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: orinasa ety antanimena
Date: 11 janvier 2017 - 09:18

Tena tsy aiko oe aiza avy le quartier prioritaire am le Jirama fa tokony mba dinihany ihany ny anaovana an'le izy mba samy misy fotoana tapaka daholo fa raha ny sasany tsy tapaka mintsy nefa ny an' ny hafa zara raha misy jiro adiny 2ora ao anatiny ny adiny 8 ora iasana d tsisy zavatra vita fa ngamba d akatona ny orinasa.
Le quartier an' le gasy kely moa efa tsy kaonty fa le an' an-drizareo mpanana sy ny vahiny no priorité( ny partie misy hopitaly moa efa tsy ifandirana ), d le olona manana groupe sy mahavidy gasoil ihany no mbola prioritaire am le JIRAMA fa ny aty am madinika tsy maninona raha mijanona am haizina aza.

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: Miangatra
Date: 11 janvier 2017 - 10:29

Raha ny tokony ho izy @io anie tokony samy mandalo delestage daholo fa tsy fanavakavahana e!
Fa zany hoe izay no maha Madagasikara antsika angamba!

Mbola hajaina be ny "manamboninahitra"
fa Voninahitra MAKAIZA???

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: papal
Date: 11 janvier 2017 - 10:34

Tena gravy be le delestage @ alina a!ny ampitso vao miverina

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: ngah!
Date: 11 janvier 2017 - 10:36

eto kosa aloha an, io orana miantona efa ho 3 volana tsy fantrareo angah ny fiantraikan'io @JIRAMA? ankoatran'ny fambolena? ny ingénieur eto maninn raha mikaroka ohatran'ny ingénieurs n'olona rehetra ? ntsss sa ny mpitondra eto koa no tsy mahatoky azy ireo .... inn ary ity

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: soldà
Date: 11 janvier 2017 - 11:34

Efa isan-taona no iainana io tsy fahampian-drano io INONA NO MBA VAHAOLANA NATAO?

Ny delestage rahateo anie na tsy nisy orana aza namely foana e.Faritra vitsy eto amintsika no alimentée @ cnetrale hydroélectrique kanefa dia efa niaina delestage naharitra sahala izao eto Antananarivo izao.

Nisy vahaolana naroso hoe fioul lourd no ampiasaina saingy tsy mety @ mpangarom-paosy sy mpangalatra gas oil ilay fioul lourd satria tsy azony amidy sy ampiasaina @ fiarany.

Raha resaka fikarohana izany dia betsaka ny antontam-pikarohana mikasika fampandrosoana saingy isika mihitsy no tsy tiana handroso.Mipetraka ho dossiers fotsiny ireny ary tsy nampiasaina na ny 1% aza!

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: sshhhh
Date: 11 janvier 2017 - 18:11

Zarain'izy mianakavy ny vola tokony hividianana gasoil dia izay fotsiny io. Audit efa im-polo natao, fa eeee tsy misy mahatafavoaka vahaolana maharitra fa tsisy saina tsy mijery afatsy ny orona daholo. Tsy mihevitra akory ny taranany tsy ho vanona ry tsy vanona isany

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: coolmg
Date: 12 janvier 2017 - 13:15

Ny delestazy dia fambara fa feno maizin-tsaina ny fitondrana!

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: BE FIVOARANA
Date: 12 janvier 2017 - 14:43

Eny, ho’aho, Ramalagasy ! Malagasy be fivoarana !
Tsara haingo, tsara vatsy, tsara sampy, tsara anarana !
Izato fihetsiketsikao e, izato fomba amam-piteny !
Ianao no tena malagasy fa tsy ireny Ntaolo ireny !


Nopotehina ny tontolo iainana.....
tsy milatsaka ny orana......

Tsy mihodina ANDEKALEKA......

de avy eo mifanome tsiny.......

Options: Répondre
Re: DELESTAGE
Par: ragasy
Date: 12 janvier 2017 - 17:02

Maninn n nesorin n moderateur le nalefak tam maraina e?

araho n tantara fa lasa dri hasnene sy ravatomang koa io jirama io atoato.

iniana hatao io fanimbana io ar tsikombakomba ao daolo na politisianina na mpiasa ambon ao am jirama.

avelao itnga ity articl ity ra tena maazak resak enareo fa karama vary masak io foana n amadiana tanindrazana atramzao.

waiza n taranantsika, mifohaza d sahia mijoro ry nama a!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg