Actualités et Médias
Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
Zak..
Date: 10 janvier 2017 - 15:26 Mety hisy hiteny hoe afaka ny aninona mo? afaka manao zavatra fona fa kamo (satria tsy hita eo ny eo ny vokany)
tsy voaresaka tam kabary! mazava hoa azy tsy manaitra andry zareo zany tsy resahany jirama! tsy hitana ny antony hiresahan izany tsy fantatry ny vahoaka akory! hihinana trondro no mahamaika azy
isika malagasy mo efa zatra iharana de miandry za fa tsy isika hoe tsy hisy rano hosotroina intsony manomboka am volana aout vo taitra
indrisy fa de tena mahantra ara-tsaina lotra isika ry reto Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
banksybeat
Date: 10 janvier 2017 - 15:43 Tsy hisy resaka io satria ahemotra 2019 ny élections sao mba avy ny orana amin'ny 2018.Efa ela isika no very Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
sshhhh
Date: 10 janvier 2017 - 18:04 Olana eo ambany masony mivandravandra ngezabe ohatran'ny tendrombohitra aza tsy ahitany vahaolana koa maika fa aleas climatiques non previsibles ?? Izany ny politisianina malagasy ! sady tsy manana vision no tsy manana strategie no dondrona tsy mahay izay basique tokony ho asany. Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
MahitsyFijery
Date: 10 janvier 2017 - 18:21 i Madagasikara dia firenena efa mivarina an-kady noho ireo olona milaza ho mpitondra.
Na izany aza dia manana andraikitra ny vahoaka satria rehefa hita mibaribary fa mandeha any an-kady dia tsy tokony hitaza-potsiny na hisentosento fotsiny fa miatrika izay tokony hatrehiny eny fa na dia ny sarotra indrindra aza.
Tsy misy fitondràna afaka miteny fa "legitime" rehefa mizotra mankany amin'ny famonoana ny hasim-bahoaka ny pôlitika entiny. Tako-kenatra daholo izany ary hanafenana ny tsy fahaiza-mitantana miaro fandrobàna.
Raoviana ny malagasy vao hifoha ? Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
beIapin
Date: 10 janvier 2017 - 20:37 tena henjana ry zalah mpanohitra kah !!! >> vitany hatr@ misakana ny orana tsy hilatsaka Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
soldà
Date: 10 janvier 2017 - 22:07 Nefa hoy ilay télé domabe izay hoe vao nandalo tany Atsimo ny filoha dia avy ny orana .Ka sao ny fisian'io filoha io no mampihantona ny orana ry belapin?Izy rahateo toa sady diakona no tia mamonjy dadarabe ka nahavoasazy an'ny faritra afovoan'ni Madagascar.
Raha tany Manajray ny filoha no monina mety ho ratsy ihany fa voadotra velona any @ izao ota fady ataony izao a Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
voritsiloza
Date: 11 janvier 2017 - 12:23 i mandroseza tsy ho ritra e,aza matahotra fa ny hery hampiakarana azy no tsy hisy. Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
coolmg
Date: 11 janvier 2017 - 15:47 ho avy tsy ho ela ny orana ka hiakatra indray ny rano..... Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
Sérieux
Date: 11 janvier 2017 - 18:06 Voritsiloza : tena miala tsiny fa ny olona tahaka anao mihitsy no mbola manavesatra ny firenena. Fiteny koa taloha ny hoe tsy ho lany ny alan'atsinanana. Vao 25 taona taloha izany. Izao izy ngaina tanteraka. Dia ho gaga ny zanakao lazainao izany ho tsy ho ritra ny mandroseza rehefa mihena am-pahafolon'io izy toy ireny lacs any afrika ireny. Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
voritsiloza
Date: 12 janvier 2017 - 11:52 tsy ho ritra io ry tsy mahay an raha tsy hamidinareo any @ tavaratra Mandehana aingana mamboly hazo Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
HERMANN
Date: 12 janvier 2017 - 13:12 marika ny fanehoan'ny vahoaka ny tsy fahafaliany @ pitondra hono ny fandoroana tanety, ny fanariana fako eran'ny lalana... (ohatra ny miteny hoe manana ny rariny izy izany manao ilay izy!). koa dia ary izao no vokany samia ary mahatanty. mahinstyfijery >> hifoha aninona indray??? Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
Sanabav
Date: 16 janvier 2017 - 20:25 Hay moa latsak'orona ro atao hoe pluie artificielle ? Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
DadaloussyResponsableEtCoupable
Date: 17 janvier 2017 - 08:55 Iza moa ilay osy donto nampandova pipeline ny zanaka bezanozano sady nampandova dezaka n'y Merina ? Raha ritina ny renirano hanosehana Ni sy Co dia tsy misy intsony ny orana Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
Fantsikely
Date: 17 janvier 2017 - 09:59 Efa SAIKA nanaitra ihany ity sujet ity an, herinandro tsy voatonona ny anaran-dRa8, kay efa tao ilay taranaka voaozona hanoratra!!!
bon, androany indray izany ry Vahoaka dia hadisoan-dRa8 tahaka ny mahazatra ny maharitra ny renirano, fa ny mpitondra "efa nanao" izay nety moa ilay vahoaka manaja ny tontolo iainana sy mitsinjo ny ho aviny fa ...
RA8 MIHITSY no nahatonga an'izao eeeee Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
reniranobe
Date: 17 janvier 2017 - 10:11 Hono oa reto a, fa any ananinanina any ve tsy misy renirano mba azo angalana rano dia taomina toy ny mitaona solika mba hamatsiana ny jirama na dia rano ho sotroina aza e?
Toa oe be renirano isika ary mino za fa tsy ritra daholo fa ny fanjakana tsy te handany vola sa oe tsy misy vola ho lanina amin'izany ve? Rehefa tena tsy misy rano ny renivohitra dia tokony mitady renirano la loharano misy rano eto Mada afaka hangalana e?
Mety heverinareo hevitra adala fa mety hahasoa antsika io Re: Ritra ny rano rehetra, tsy ampy ny orana: LOZA tena loza tsy mahataitra antsika akory ! Par:
banksybeat
Date: 17 janvier 2017 - 12:00 dadajealousy> Mba fantar'ingahy mpitsonatsonana ve aloha ny foto-piveloman'ny 90% Bezanozano ? |
|
Modération du Forum | Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.
Sont proscrits les propos : • relevant de la diffamation et de l’injure, • de nature pornographique, • invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux, • incitant aux crimes et délits, • incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales, • faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.
Règles de base : • Respectez l’organisation des thèmes proposés. • Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions. • Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation. • N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur. • Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services. • Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...
Responsabilité des auteurs des messages : Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.
TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi.
Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg
Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.
|
|