Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3
Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Mandra????
Date: 11 janvier 2017 - 16:13

Novaina ono ny oron'izato vehivavy zato? Niamanja?humhumhum

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ntsssss
Date: 11 janvier 2017 - 16:17

fandaniam-bola!!! ny volo lava notapaina, ny orona novaina... d inona koa! K'anefa ianao foana humnon_

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: vahouak
Date: 11 janvier 2017 - 16:36

be laotra ny vola lalaovn, tsy maintsy lanina

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: yooo
Date: 11 janvier 2017 - 17:29

mila miova e.
Ho antsika rehetra: ny toe-tsaina.

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: sshhhh
Date: 11 janvier 2017 - 17:51

Efa mivadikatidoha

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: belapin 
Date: 11 janvier 2017 - 20:30

tsy efa mba azo ampilaharina @ Mialy @ zay ve ramatoa ?

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: belapin 
Date: 12 janvier 2017 - 07:43

ny PM kosa aloha hitako oe tokony hanamboatra orona fa milahatra miaraka @ ambasadoron'ny frantsa lery otran'ny garde de corps

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ikala sarline
Date: 12 janvier 2017 - 09:58

Efa mivadikatidoha mitsy ny oron'ikala annn iny an

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ramah
Date: 12 janvier 2017 - 09:59

ka ilay anarana sy toetra toa nijanona eo ihany fa tsy nisy fiovana
mivadika ny rasa : ny tarehy ratsy azo hovaina fa ny toetra ratsy tsy azo hovana

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Mpiseranaa
Date: 12 janvier 2017 - 10:49

Misy manana tarehimarika oe ôtrinon ny nanaovany ny orony

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: voritsiloza
Date: 12 janvier 2017 - 10:50

tena na atao retapage géneral azy tsy ho manja ohatran'i Mialy mihitsy
Hafa ihany oa ny naturellement belle

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ngah!
Date: 12 janvier 2017 - 11:10

ny anareo kosa e, ny orony no novainy d maninn mety niteraka blème hoanareo v? iny indray aloha tsy hitako hoe maninn ohatran'ny vhv sasany manao lokoloko eny @ tavany.

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: zankafiainana
Date: 12 janvier 2017 - 11:22

ngah! > ka atao izay fomba rehetra hanafenana ny passé dia raha vao misy hirika kely dia araraotin'ny olona.

Misy mahalala ve hoe iza ny nom de famille ? Iza avy no rain'ireo zanany 5 ? ...

Rahonana mihitsy ireo ny mpiasa tao @ fiasany taloha fa mampidi-doza ny mamoaka ny secret-ny

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: fo uza keliko
Date: 12 janvier 2017 - 11:43

mialy hono dia tsara mihoatra any Voahangy e!!!ssssshhhhhhhhhhhhh

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: pelabin
Date: 12 janvier 2017 - 11:46

K'efa miteny a oa fa sipa vô tonga io: akanjo mananasy e orona e dia innn koa zao ny hanaraka eo??

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: makasaoka
Date: 12 janvier 2017 - 11:49

ary ny saokany rahoviana????

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: bilbaom
Date: 12 janvier 2017 - 11:55

Tsy ny entany efa gorobaka no zairiny sa rakoto tsy mavita asa ntson ka tsy mijer le lava-boalavo

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Mpiserana
Date: 12 janvier 2017 - 12:46

Mpiserana> Tsy miresaka ireny raha tsy "milliard" e!

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Volab
Date: 12 janvier 2017 - 14:49

Tsitany tsony ze iainana e! rhf ts d mafnaritra n fiainana d atw dol zao rht zao

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: inonakoafatsss
Date: 12 janvier 2017 - 14:51

Inona koa fa te halaza e! malaza malaza malazo malazo oeuf

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ramalo
Date: 12 janvier 2017 - 14:56

SHEAPER, ARRETE DE CHIPPER

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: teahazo
Date: 12 janvier 2017 - 15:07

qui chippe quoi?

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: AOKA MARINA E
Date: 12 janvier 2017 - 16:57

Tsara izy izany matoa be mpitady e ! nareo ireto koa tena hita mihitsy hoe tsy nisy nanasa dia eto no manao be matavy !

Ohatrany tsy dia hitako loatra ilay orona novaina aloha, ny endriny lasa fotsy dia fotsy no manaitra kely ... sy ilay hoe fotoana nanao ahoana loatra no nianarana ilay fomba fipetraka sy ny fasiana ny tanana sy ny fihetsiky ny tarehy, ny fiseho imason'olona ?
Tsy nosakambinina mafy intsony ilaikely mantsy teto !!! na mety izy indray no mandrangotra mafy an !

Tsy ohatrany hoe mikolokolo hoho tanana ihany ve izany manova orona izany e ?
halavaina na tapahina, asiana vernis na tsia sns ...

Sarotra be ny miaina

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ganaganapoza
Date: 13 janvier 2017 - 09:13

tena tsy mahay mihaingo aloha izy , aiza ve rangaha dia ny ankanjo dia fohitanana!!!
tena base ny filatrona anie izany

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: pffff
Date: 13 janvier 2017 - 10:19

Mba te alaza ftsn oa fa tsitako oe inona!!!

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: jem'enfiche
Date: 13 janvier 2017 - 12:32

ra za aloa tsy itako ze ivadiana atidoha na novaina ny orona na novaina ny vo...dy e; ny gasy tsisy atao afatsy ny bla bla, zao izy vao may malaza fa resahana fona!

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: AOKA MARINA E
Date: 13 janvier 2017 - 14:32

Izay mantsy no nilazako hoe fotoana manao ahoana no nianarana ny fiseho imason'olona, ny expression ny tarehy aloha efa mba ao

le hoe akanjo bory tanana tokoa tokony mba nasiana salovana style kely fotsiny, ny olana ny robe efa misy froufrou tsita hoe ahoana hanaronana rehefa mipetraka.

Tsy tokony ny lamba landy malagasy mihaja be ireny ve no nihaingoina e ? Feno anie ireny e ? Milaza fa tiana ny anao fa tsy ny an'ny olona foana no isalorana !


sssshhhh malaza ihany amin'ny farany !!!!

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: AOKA MARINA E
Date: 14 janvier 2017 - 17:23

jem'enfiche > saingy malaza ratsy.
sady tena tafiditra any anaty zanakatitohany mihitsy ilay bla bla satria na ilay akanjo nandaniana tapitrisa maro aza tsy sahiny anaovana tsony

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: AOKA MARINA E
Date: 14 janvier 2017 - 20:07

Raha izay akanjo izany aloha tsy misy valeur ny ka aleo tsy handaniana rondoha intsony. Ho rovitra sy ho tonta ohatry ny akanjo vita tamin ny lamba soga sy zandiana ihany iny na antapitrisa maro aza no nividianana azy.

Raha tsy hoe tsy rota mandrakizay ilay akanjo dia izay aho vao tena hiaiky marina.

Fa aoka ihany izao ! Azy ho azy ny azy !

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: sarongo
Date: 14 janvier 2017 - 20:50

Tsy atao eo imasony filoha Hery fa tena manainaitra ahy kosa i voahangy e!!! tena kozy e
Raha za kosa aloha raha izay no mahatsara azy dia inona no olana ????

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: DesJalouses !
Date: 15 janvier 2017 - 11:03

De tout ceci, j'en déduis :

TENA RATSY SAINA LOATRA NY VEHIVAVY GASY ?


Qui parmi vous puisse être 100e Dame gasy ? Car en tout cas, elle est LA PREMIÈRE.

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: sarongo
Date: 15 janvier 2017 - 12:16

Misy mahafantatra v hoe iza avy no rain'ireny zanak'i Voahangy 5 ireny ? Ny sur aloha de tsisy an'i lejao ireny

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Voangy
Date: 15 janvier 2017 - 13:04

Be fialonana an'i Vohangy daholo,oriny io ka izay hanaovany azy ,volany koa no miala fa tsy ny anareo ,ny caravane tsy maintsy lasa fa ny mpivoavoha ao ariana ao ihany manenjika

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: mpanataka
Date: 15 janvier 2017 - 13:08

sarongo<<>> Ataonao inona izay rain'ny zanany any?izy irery anga no nisara-bady teto antany??? izy aloha izao no tafita noho ianao ;na faly enao na tsia dia izay no lahatra,aza manenjik'aloka !!!

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: huhuhu
Date: 15 janvier 2017 - 13:23

Aoka marina e=>samy manao fitafy izay tiany io rehefa tsy niboridana izy akory,tô hita tsikerana foana izay akanjo hanaovany ,nefa enao tsy asiany sira akory,izay mampiety ny fiainany ihany zao no ataony ,izay maka an'i Vohangy elle est très belle avec son nez.


Tout ce qu'elle fait rend jaloux les tocards!!!

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Sérieux
Date: 15 janvier 2017 - 17:04

Tsy fialonana izany ry dondrona isany fa volam-bahoaka nangalariny no lanilaniany @ futilité koa ahoana moa no tsy hotenenina ?
Raha nanaovany zavatra hafa na tsara fitondran-tena izy dia tian'ny olona foana na inona ataony na inona (ohatran'ny Michelle na Kate). Ny olana dia ny ataony rehetra dia manaporofo fa kely saina, maivan-doha, tena misiditsidina mihitsy ramatoa io. Rarahan'izy inona izay orony any fa tsy misy zavatra hafa handaniana vola ve ho an'ny malagasy. Afatsy hoe vola tsy nisasarana anga !

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ikala sarline
Date: 15 janvier 2017 - 17:36

sady volam-bahoaka no ijejojejoan'ikala de tsy maintsy mimenomenona ny vahoaka

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ao arinany ny mpanenjika
Date: 15 janvier 2017 - 18:48

Sérieux::::>hita nangalatra volam-bahoaka izy ko no aty anaty forum no mivovo eo fa tsy hita izay atao,hita be hoe ilay vavan'ny be fialonana tsy manakatao ireny fa mivovo an'izay lasa sy tafa rehetra ,

Vadina filoha izy sao adino ,ka nahoana no tsy hanao mety² mba manaova koa vadina filoha raha mahay,satria tsy mahita mpanome cadeau avo lenta dia manaratsy olona eo

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: hivadika ny pejy
Date: 15 janvier 2017 - 19:13

sa kosa aza matahotra ny ho tavela any aoriana ka manenjika mafy ny ao aloha ????

Michele Obama, HIlary CLinton efa niala daholo, mandalo ny tantara , tsy misy mandrakizay

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: surmihitsy
Date: 15 janvier 2017 - 20:25

Za manokana de tsy hitako izay probleme @izany tsy aleo kosa ve izy mba hihetsiketsika e izy anie no representante ny gasy rehetra e ka tsy aleo ve izy manja2 mba fiere isika @izay. Sady be loatra koa ny ratsy tarehy ka aleo izy mba hampiseho izay fahatsarana malagasy zay.

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: AOKA MARINA E
Date: 15 janvier 2017 - 22:51

Dia hita taratra mazava tsara izao no tena mba fo...topisainana sy ny tena fototry ny fi...voarana malagasy.
Tsy ho ela dia ho tafavoaka ny firenena manana vehivavy hendry représentante !

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: AOKA MARINA E
Date: 15 janvier 2017 - 23:00

Sady représentante no tsy vo...dy lalana fa any aloha.

Mijery ato aoriana daholo na adala na hendry, na kely na lehibe...

Amin ny maha fi...lo...ha mivady azy dia miditra farany... Sao tsy voadinika tsara ny akanjo dernier cri, izy efa sahirana mafy ho représentante ka aza critiquer na intsony.

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Sérieux
Date: 16 janvier 2017 - 07:05

Kala Claudine ve ity miaro mafy an'i tavoahangy mananasy ity e? Hita mihitsy hoe conseillère dondrona fa izao no fisainana ? Raha nahazo nivovo teny @arabe ny vahoaka efa tsy teo intsony ianareo efa elabe. Fa refa eo, sady tsy matanty filaharambahoaka dia tsy maintsy matanty halambahoaka aty ambadika. Volam-bahoaka nangalarina ny vola tsy hita hoe avy aiza fa nanan-karena tampoka teo. Tsy tokony mandray kolikoly na avy @ iza n'iza ny vadina filoha. Kolikoly ihany ny lobbing na cadeau mihopapana ry V a

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: sarongo
Date: 16 janvier 2017 - 07:39

izy aloha ekena fa resin'i Mialy @ lafiny rehetra afatsy ny isan'ny lhl novadiana sy ny isan-jaza

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: hôk !
Date: 16 janvier 2017 - 12:46

Par: ikala sarline
Date: 15 janvier 2017 - 17:36

sady volam-bahoaka no ijejojejoan'ikala de tsy maintsy mimenomenona ny vahoaka


-----------------------------------------------


maninn no tsy apetraka ny fitorian'ikala sarline sao mba ho remboursé ny volan-dry tafiditra tao ?

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: hôk !
Date: 16 janvier 2017 - 12:48

Par: Sérieux
Date: 16 janvier 2017 - 07:05

Kala Claudine ve ity miaro mafy an'i tavoahangy mananasy ity e? Hita mihitsy hoe conseillère dondrona fa izao no fisainana ? Raha nahazo nivovo teny @arabe ny vahoaka efa tsy teo intsony ianareo efa elabe. Fa refa eo, sady tsy matanty filaharambahoaka dia tsy maintsy matanty halambahoaka aty ambadika. Volam-bahoaka nangalarina ny vola tsy hita hoe avy aiza fa nanan-karena tampoka teo. Tsy tokony mandray kolikoly na avy @ iza n'iza ny vadina filoha. Kolikoly ihany ny lobbing na cadeau mihopapana ry V a


--------------------------------------------------------------------------------


.
Mbola tsy nisy tsy nanankarena ny tafapetraka teo ry kala ah !


Mba mikofoha haka ny sezany amin'ny manaraka !

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: hôk !
Date: 16 janvier 2017 - 12:52

Par: sarongo
Date: 16 janvier 2017 - 07:39

izy aloha ekena fa resin'i Mialy @ lafiny rehetra afatsy ny isan'ny lhl novadiana sy ny isan-jaza


-------------------------------------------------------------------


.
Ary ianao ve mba maharesy azy tamin'ny bika sy endrika, sa mpiady ho an'ny efa nahazo toerana fotsiny ?

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ikala sarline
Date: 16 janvier 2017 - 12:55

Fa mitapina ve ny mason'lé hôk ty e? sa mody fannn?
Hitory an'ikala voahangy ve?
Taiza moa no niafaran'ilay fitoriana an'ikala claudine?

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: Baban'Reseau
Date: 16 janvier 2017 - 13:07

Marary mihitsy ny ain'ny vhv gasy raha vao misy mihaingo kely na manan-katao hitan'ny masony.
Marary aina amin'ny vadi-na Président ve kou ! Soa fa tsy hitany isan'andro fa isaky ny mba miserana amin'ny TV fotsiny fa raha tsy izany angamba an !!!!! Dia tena lasa nisy nahasahy nandany vola namoaka gazety eran-tany mihitsy ! Hahahaha !

BE FIALONANA BE NY GASY...........

Options: Répondre
Re: Novaina ny oron'i ramatoa
Par: ikala sarline
Date: 16 janvier 2017 - 13:51

Diso be enao ry babany aaa. ikala mialy zao teo nga nisy nanisy kômantera?

Raha ikala sarline koa zao no lasa eo, tsisy hiteniteny satria ikala sarline sady bika no tarehy, tsy jejo pilaka fa maontina tsara sahazan'izany toerana 1ère dame zany.Pas besoin de me refaire le nez car je suis belle naturellement. Asakasak'izay te ho artificielle any.

Options: Répondre
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg