Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Peste Toamasina,
Par: Izy ihany
Date: 13 septembre 2017 - 06:55

Mandeha be ny fivarotana cotrim aty Fenerive Est ffa hoe misy peste ao Toamasina.200 000f ny plaquette'.

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: sipakely27
Date: 13 septembre 2017 - 07:55

ao foulpointe aza efa tsis tsony fa nga mou maasitrana ny cotrim

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: UTA
Date: 13 septembre 2017 - 08:32

Ny cotrim zany tsy manasitrana fa juste manalefaka ilay virus fotsiny. Azo lazaina mi retarder ilay fisehoany aretina zany. Tokony manao appel @ reny malala isika(la France )mba hanampy ireto mpitsabontsika fa tsy hiandry hela sao dia tsy voafehintsika ilay aretina dia manjary i madagasikara manontolo no mangorohoro . Que dieu protège et bénisse madagasikara.

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Njoun.
Date: 13 septembre 2017 - 08:34

gratte fa inona moa izany peste izany??? sakafo azo honanin'ny noana ve???, sa basy azo entina hanoerana mpanafika????

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: kiana
Date: 13 septembre 2017 - 17:02

Njoum. > koperativa vaovao mampitohy an'i Njoum. amin'ny fahafatesana io Peste io.

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Avobenohonylanitra
Date: 13 septembre 2017 - 17:04

énjana zany, mila mivavaka sika mba hiala haingana ny arétimandouza pesta

***********

Andao hiara hivavaka isika


Rainay any an-danitra,

hohamasinina anie ny Anaranao ;

ho tonga anie ny fanjakanao ;

ho tanteraka anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;

avelao ny fahotanay,

tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;

aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,

fa manafaha anay amin'ny ratsy.

Amen.



Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marian éé, Tsara Jésôsy !!!

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Doc
Date: 13 septembre 2017 - 17:12

Cotrim ve tsy fanafody Palu e

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Avobenohonylanitra 
Date: 13 septembre 2017 - 17:22

Raha vavaka tokoa dia mahafoana peste efa ela ny peste no fongana an .
Ny tena marina dia hoe ny lavaka no mahaova zavatra !!!

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: sipadago
Date: 15 septembre 2017 - 06:41

Avy dia tsoriko fa tena mankaleo ahy mihintsy ny maheno olona sy mahita olona efa marary 'zao ,dia mbola hoe andao hoentina ambavaka sy ametrahantanana dia sitrana, ka tsy mila manantona mpitsabo. Avy eo mihombo hatrany ny aretina. Ary rehefa grave be vao mihazakazaka any amin'ny mpitsabo. Ka raha sanatria misy ny fahafatesana dia hoe tsy mahay mihintsy ilay mpitsabo, na resumer-na hoe izay no lahatra ny avy any ambony eh.

Ny ahy dia tsotra: "matoa misy ny dokotera ary nanao fianarana lava be, dia fantatriny zanak'olombelona fa ireo ihany no manasitrana." Mazava ho azy ampanarahana vavaka kely mba hanome courage.

Fa raha Izany vavaka izany tokoa aloha manova zavatra mihintsy, mamaha amin'ny vahaolana rehetra. Dia angamba i Madagasikara no paradisa eto antany.

Tsara ny misorika sy mitsabo tsara rehefa marary ary indrindra mba manaja ny hafa (rehefa mba voana aretina mora mifindra ny tena, dia mba miezaka ny miaro ny hafa ihany koa).

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: révolutionnaire
Date: 16 septembre 2017 - 09:59

Tokony ho dinihina eo amin'ny Conseil des Ministres n'y hoe : TOKONY HISY LALÀNA MANDRARA NY OROKA AMIN'NY VAVA ...
Satria matetika mialoha ny EPIDEMIE dia misy ny fifanarohana amin'ny Vava fanaon'ny tanora ankehitriny na fifanakalozana REHOKA eo amin'ny lahy sy ny vavy.

Io no tokony tandremana ka ajanona haingana mba tsy hiparitahan'ny PESTE, ny TUBERCULOSE, ny SIDA, ny ARETI-NIFY, ny ARETI-TENDA, ...

Afa tsy hoe angaha rehefa mba te hifanakalo PARAKY ny mpivady noho ny FITSITSIANA ateraky ny hasarotam- piainana ka tsy hanomezan - tsiny azy ireny.
etoileetoileetoile

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Mpanao diversion
Date: 16 septembre 2017 - 10:07

Mody mana diversion ndray ry risoriso voky kolikoly dia ny bisous nours ndray no soketainy ho rangory nefa ry takaka no mitomany ho elites dia diversin mangaroumboud no ventesiny ety
Izay ilay gasy risoriso voky kolikoy
Hoy aho hoe

Ny vahoaka mahantra tsy mahavidy rano hidiovany no tena fototry ny peste satria maloto ny olona ary ny tanàna mivelatra nefa tsy manana reseaux d'assainissement akory fa izay reseaux d'evacuation des eaux usees tamy ny fanjanahantany ihany no mbola io lovaina io
Tsy manana na dia station d'épuration kely monja aza ny tanandehibe eto nefa Ivovoka izay ohatra voajanahary efa nopotehina satria maivandoha tia tena no nitaingi-tseza tao andapa ka ny tombotsoany no ambony nohon'ny an'ny vahoaka maro anisa
Rano hiveloman'ny mahantra aza vidiny vola ka amifomba ahoana no tsy hisian'ny peste amizany?
Sendra mpitondra fanjakana tia tena ilay Gasikara ka mitondra faisana ny vahoaka.
Ny manambola mitebiteby tsy matory matahoatra jiolahy sy vahoaka mahantra maloto be parasy atahoran'ny mpanana hamindra aminy ary ny mahantra tsy mbola mety vory saina hanao revolution sy hanapaka ny lohan'ireto ngetotra entohan'ny volambahoaka hatramin'ny frais de bouche sy oreillet rehefa manao vacances ry zareo.
Ny sasany aza force one roa be izao no nandaniany ny volam-bahoaka nefa rano sotroin'ny vahoaka mahantra aza nasain'ireto ngetotra novidina vola
Dia milaza tena ry tsy valahara fa élites hono ry takaka sady tia tanindrazana nefa mpijirika vahoaka sy mpanao risoriso ary voky hosoka sy halatra fotsiny
Na rano hiveloman'ny mahantra aza nasaina nalohany voa ka peste no niafarany ary mbola vao manomboka io plaies de Mada io ka mahereza fa mbola misy 6 hanaraka eo
Tsy hoe mandatsa akory fa izahay efa nampitandrina fa raha vidina vola ny rano eraky ny villes dia ho tonga ny peste ka io izy ary fa tonga ka zakao dia haleveno ny mahantra f'aza mody fanina eo fa nareo ngetotra tia tena ireo mbola hanaraka rehefa tsy ho voafehinareo ny epidemie

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Diversion
Date: 16 septembre 2017 - 10:16

Mody mana diversion ndray ry risoriso voky kolikoly dia ny bisous nours ndray no soketainy ho rangory nefa ry takaka no mitomany ho elites dia diversion mangaroumboudeux no ventesiny ety
Izay ilay gasy risoriso voky kolikoly maivan-doha pourris tsisy arguments matotra rehefa voadonan'ny marina tsy misorona
Haveriko indray ho an'izay lalodalovana na mpanodinkodin-dresaka

Ny vahoaka mahantra tsy mahavidy rano hidiovany no tena fototry ny peste satria maloto ny olona ary ny tanàna mivelatra nefa tsy manana reseaux d'assainissement akory fa izay reseaux d'evacuation des eaux usees tamy ny fanjanahantany ihany no mbola io lovaina io
Tsy manana na dia station d'épuration kely monja aza ny tanandehibe eto nefa Ivovoka izay ohatra voajanahary efa nopotehina satria maivandoha tia tena no nitaingi-tseza tao andapa ka ny tombotsoany no ambony nohon'ny an'ny vahoaka maro anisa
Rano hiveloman'ny mahantra aza vidiny vola ka amifomba ahoana no tsy hisian'ny peste amizany?
Sendra mpitondra fanjakana tia tena ilay Gasikara ka mitondra faisana ny vahoaka.
Ny manambola mitebiteby tsy matory matahoatra jiolahy sy vahoaka mahantra maloto be parasy atahoran'ny mpanana hamindra aminy ary ny mahantra tsy mbola mety vory saina hanao revolution sy hanapaka ny lohan'ireto ngetotra entohan'ny volambahoaka hatramin'ny frais de bouche sy oreillet rehefa manao vacances ry zareo.
Ny sasany aza force one roa be izao no nandaniany ny volam-bahoaka nefa rano sotroin'ny vahoaka mahantra aza nasain'ireto ngetotra novidina vola
Dia milaza tena ry tsy valahara fa élites hono ry takaka sady tia tanindrazana nefa mpijirika vahoaka sy mpanao risoriso ary voky hosoka sy halatra fotsiny
Na rano hiveloman'ny mahantra aza nasaina nalohany voa ka peste no niafarany ary mbola vao manomboka io plaies de Mada io ka mahereza fa mbola misy 6 hanaraka eo
Tsy hoe mandatsa akory fa izahay efa nampitandrina fa raha vidina vola ny rano eraky ny villes dia ho tonga ny peste ka io izy ary fa tonga ka zakao dia haleveno ny mahantra f'aza mody fanina eo fa nareo ngetotra tia tena ireo mbola hanaraka rehefa tsy ho voafehinareo ny epidemie

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 09:12

Iza tko moa ry lalodalovana ny mpitondra voalohany nivarotra rano tamy vahoaka mahantra teto?
Tsy ilay rangahy mpiangona lava sy vice prezida ny ffkm ve?
Ilay prezida nividy force one tamin'ny volam-bahoaka hitsangatsanganany dia ny mahantra no notereny hividy rano?
Izany ve no ataonareo ffkm hoe mpivavaka?
Rano sotroin'ny mahantra fa tsy hamenony piscine na hoe hanasany ny fiarany nefa dia sahin'ny fitondrana milaza tena ho mpivavaka ny mivarotr'azy amin'ny vahoaka mahantra.
Izay ilay gasy, manao lavidalana ho hitan'olona erak'ity fiangonana rehetra ity dia manambaka ny bonaika ary mifamosavy an-toerana ( peste cholera sida) sy mifanenjika ary mifangalatra sy mifamono fotsiny no tena manavanana ny ankamaroany.
Normal angamba amin'ny gasy izany mivarotra rano amin'ny mahantra izany.
Normal matoa tsy nisy sahy nidrikina hoe tsy mety ny mivarotra rano amin'ny vahoaka mahantra satria miteraka aretina.
Ka mba hisy antoko politika mba sahy hijoro ve hanohitra io tsindri-tsaranga mandrora mitsilany io ry ffkm sy ry vice prezida nivarotra rano tamireto mahantra an-tanandehibe ireto?
Allo allo risoriso sy kolikoly force one?
Tsisy sahy hamaly indray izao ry elites fa menatra ny nataony.
Ny oreillets ny mpitondra aza aloham-bahoaka ka izay rano kely mamelona ilay vahoaka mbola alohany vola?
Normal?
Maty hasina izay eglises hidiran'ireo mpamosavy pourris ireo e.
Ary haingana raha sahy mamaly a.

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: ramah
Date: 17 septembre 2017 - 09:27

dia tsy menatra mihintsy ve ialahisany ireto hoe RAVALOMANANA indray no mitondra ny pesta asa mba vendrana ihany woa
ary ialahy io inona no mba nataon'ialahy ,mbola any aorinan'ny dada foana woa ilahisany izay manejika azy ireo ,izao no hamaranako azy , tapahako ny ahy raha tonga eto Mcar ravalo aiza izy zao

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Tsy mahagaga
Date: 17 septembre 2017 - 09:31

Pahana>tena pahana tokoa ka mitady coupable, olona efa aman-taonany tsy eo @ fitondrana no tsy haritra rehefa tsy tafavoaka ny mpitondra am-perin'asa

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 10:55

Resaka antoko politika nivarotra tamin'ny mahantra no mahatonga an'i Dadalosy dit force one ho voatonona ry fanatika tsy mahay mamaky teny akory a.
Izy no filou voalohany nivarotra rano teto, sady nanondrana rano tany @ arabo no nilaiso bois de rose tsy novolen-drazany akory.
Izay ny momban'i dada osy nivarotra rano tamin'ny mahantra dia io nolovain'ireto elites autoproclamés ho tia tany ngazana nijirika ny taranaka faraandimby amin'ny kely maso ireto.
Mitovy ihany na TIM na HVM samy nivarotra rano tamin'ny vahoaka mahantra ka vao ny peste hoy aho no tonga fa mbola ho avy ny manetsabe f'angah anadahin-dreninareo i Zanahary ka hoe omena tsolotra dia hangina?
Mbola ho avy ny manetsabe
Bon courage ary hitsaho tahak'izao ihany ireo mahantra ireo ho jerena kely ka tandremo indray latsaina tahak'izao dia hoe tezitra an?
Wait and see hoy ny anglisy

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 11:11

Averiko kely indray ho an'ireto babakoto fanatiques pourris pahana sy very tadidy ireto
Ra8 no filou voalohany nivarotra rano tamin'ny vahoaka mahantra teto Madagasikara tompokovavy sy tompokolahy
Dia notohizan'i Mapar sy hvm ka tsy nety afaka intsony ny peste nanomboka niverina teto t@ 2007 rehefa fongana teto Madagasikara t@ 1959
Ny air force one nitsangatsanganan'ireto tontakely nitaingi-tseza nefa ny volam-bahoaka no niantok'azy.
Tsy menatra akory fa mbola mitady hanao diversion eto indray?
Mbola vao ny peste aloha no tonga f'aza mbola mibitaka Ramah a.
Ny an'la ko nge filou mpilaiso caisse de l'Etat no mbola harovan'la lava eto fa tsy madio akory e.
Tsy menatra akory ka rano hiveloman'ny mahantra no asain'laisany vidiny vola.
Dia hoe mpivavaka hono ry lelénzany
K....ndnavantounyhum
humhum

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: ramah
Date: 18 septembre 2017 - 09:37

aza mora miakatra afo tahak'izao moa ry pahana a , tondrahana rano kely fotsiny anie dia maty io afo miakatra be io e!
hoy ilay minisitra HVM hoe tonga aloha hono ny saison pesta eto Mcar , dia tena pahana marina lerony fa hapitoviany ny letchi sy ny manga ny pesta
force one razoky tsy mandeha rano zany a! aza be fioalonana tahaka io moa e! aleo ihany hoatry ny ialahy manodina vol commercial hoentina mietsena na manofa vol privée , aiza no hiafaran'ny AIR mad zao razoky
tamin'ny andron'ialahisany tetezamita anie dia efa nisafidy ny vahoaka hoe hifidy pesta sa kolera dia io izy dadanay tamin'izany mbola nahazo notam hoe tapahako ny ahy raha tafiditra eto mcar iny ,ry jeneraly mbomba aza moa saika haka azy tamin'ny stylo sy taratasy tany AFS nefa indrisy fa tonga hoa azy radada ka jerena fotsiny izi sisa

Options: Répondre
Re: Peste Toamasina,
Par: gratis
Date: 18 septembre 2017 - 10:25

Ravalo nanao sinibendrano tany ambanivohitray,tonga ny pompe eo ambodintrano,gratuit ,na hilomamo eo aza i Pahana tsy misy mandraoka,aiza ity mivarodrano ity e?zah aloha tsy mahita,50 ny iray daba,karaman'ny mpamoha pompe io baina,mba asiana minimum de bon sens fa aza faly manenjika;raha potika eo ny pompe,aiza ndray ny madinika no haka rano?

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg