Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
traitement peste pulmonaire
Par: peste pulmonaire
Date: 13 septembre 2017 - 10:39

Faly miarahaba isika, mikasika ilay peste io, antibiotiques no fiarovana tena tsara. Anisany traitement de référence ny tétracyclines tompoko. Ka andao diany izao hiaro tena @ tétracyclines io fa aza miandry hela. Ny cotrim aloha tsy haiko na mandaitra na tsia.

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Njoun.
Date: 13 septembre 2017 - 10:40

Vavaka no fiarovana tsara indrindra

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Avobehononylanitra 
Date: 13 septembre 2017 - 10:41

Ny lavaka koa manova zavatra an !!!

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Radoko fopla
Date: 13 septembre 2017 - 18:31

Adultes
1ère intention
Ciprofloxacine per os : 500 mg / 12h
ou Ofloxacine per os : 400 mg / 12h
ou Lévofloxacine per os : 500 mg / 24h. 2ème intention
doxycycline per os : 100 mg /12h
Enfants (< 15 ans)
1e&#768;re intention
ciprofloxacine per os : 10 a&#768; 15 mg/kg/jour en deux fois par jour 2e&#768;me intention
doxycycline per os : 2 mg/kg/jour en deux fois par jour
.

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Dondrona
Date: 13 septembre 2017 - 19:55

Attention ,les antibiotiques ne sont pas automatiques et ça ne se prend pas à la légère .

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: citoyen
Date: 14 septembre 2017 - 07:52

Misaotra antsika izay tsy faly mimenomenona fotsiny fa efa mandroso vaha-olana.
Ny tiako anampiana dia ny momba ny fahadiovana : ny lobolobo sy ny voalavo! Ireo poti-tsakafo miantso voalavo.... Pas de panique kanefa mila mitandrina!

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: gasybabakoto
Date: 14 septembre 2017 - 07:56

Aleo hanjanona ny fifanorohana, dia raha mety aleo manao ireny aro-vava sy orona ireny

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: parasy
Date: 14 septembre 2017 - 15:53

koa raha manao aro vava sy orona nefa misy parasy infec té manaikitra dia inona no dikany?

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: citoyen
Date: 14 septembre 2017 - 16:14

Ny cotrim mitsabo fa tsy misoroka. Raha salama ianao ka mihinana Cotrim, tena tsy misy dikany, fa mandany ny fanafody any @ pharmacie izay mety ilain'ny tena marary.

Mandehana manantona mpitsabo raha tojo ireto fiseho ireto:
- Miakatra be ny hafanana , marary an-doha be, misy mivonto sy atody tarina ambany helika , anelanelan'ny kibo sy n'y fe ...
- Miakatra be ny hafanana , marary an-doha be, mikohoka, mandrehoka mainty...

@#$%& ny fako, ny lobolobo, ny potin-tsakafo. Dia tandremo n'y loto!

Aza avela mandehandeha ny biby fiompy.

Peste pulmonaire no misy ankehitriny (mifindra avy @ piti-drora). Ny peste hubonique kosa mifindra avy @ parasy.

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: tna
Date: 15 septembre 2017 - 01:37

Mba firy aminareo reo zao no nivfidy cotrime t@ mbola ts nalaza ny pest fa zao ifandrombahana.Mb mieritrereta e

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: sipadago
Date: 15 septembre 2017 - 06:02

'Zany resaka "antibiotiques" 'zany tompoko, tena fady mihintsy ny manao "automedication" aminy.Tsy misy toy ny manatona mpitsabo efa zatra anao satria izy no mahalala ny fahasalamanao hatrizay.

Mifindra amin'ny pitindrora????? Izany ve tsy halaky hiparitaka??? Ny tena mahagaga sy maharikoriko dia, maro ny Malagasy rehefa mikohaka dia tsy mba manakona ny vavany, ary ny tena loza ireo mandrehoka sy manisindelo amin'ny tanana eny amin'ny arabe eo imasonao. Misy olona madio koa manao an'io dia avy eo dioviny amin'ny mouchoir ny tanany.

Tena mbola ezaka mafy dia mafy mihintsy ny Malagasy amin'ny resaka fahadiovana sy ny fananjana ny hafa.

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: révolutionnaire
Date: 15 septembre 2017 - 06:25

ANATRA : ampianaro ny tanora hampijanona ilay mifanoroko amin'ny VAVA mifanakalo REHOKA iny big kiss. Misaotra.big kiss

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: tel père tel fils
Date: 15 septembre 2017 - 06:48

>>>> tsy hafa tsy ny fahadiovana
Marina ny an'ny citoyen

jereo anie ny tatatra rehetra manerana ny nosy, loto, fako, fofona
Voretra be, mahamenatra
ahoana re hoy ny touristes ?

Mba ahoana koa aza ny any antranon 'ireto mpitondra ?????

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: RyBabakotoMaizintsaina
Date: 15 septembre 2017 - 07:29

Misoroka tokoa no izy Ka ny ody peste tsisy afatsy ny rano gratuit eraky ny bornes fontaines publiques fa raha mbola mividy rano ny mahantra anefa miantoka ny karama sy ny rendrarendran'ity babakoto mpitaingi-tseza tendakanina rehetra ity, force one e, voiture blindées snsns dia hiparitaka eraky ny nosy io
Naninona no tsy nisy peste intsony teto avant 1991?
Satria t@ dadabe Dédé mégalo

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Suite
Date: 15 septembre 2017 - 07:37

Satria t@ andron'i Dédé mégalo tsy novidim-bola n'y rano t@ bornes fontaines dia nadio ny mahantra maro an'isa
Fa ireto jiolahy mitondra ireto ny ho azy ihany no fantany fa tsy ny fadiovam-bahoaka mahantra
Ilay vahoaka ko moa sady dondrona no maizin-tsaina Ka tsy mahafantatra akory Joe tsy rariny ny handoavam-bola ny rano @ paompy izay fotodrafitrasa nolovaina t@ mpanjanatany
Ny mpanjanatany aza tsy nampandova vola ny mahantra teto

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Suitika
Date: 15 septembre 2017 - 07:47

Fehiny
Tsy tokony vidina vola ny rano eraky ny bornes fontaines publiques
Sinon #=>peste

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Lalodalovana.
Date: 16 septembre 2017 - 09:14

Ny vahoaka mahantra tsy mahavidy rano hidiovany no tena fototry ny peste satria maloto ny olona ary ny tanàna mivelatra nefa tsy manana reseaux d'assainissement akory fa izay reseaux d'evacuation des eaux usees tamy ny fanjanahantany ihany no mbola io lovaina io
Tsy manana na dia station d'épuration kely monja aza ny tanandehibe eto nefa Ivovoka izay ohatra voajanahary efa nopotehina satria maivandoha tia tena no nitaingi-tseza tao andapa ka ny tombotsoany no ambony nohon'ny an'ny vahoaka maro anisa
Rano hiveloman'ny mahantra aza vidiny vola ka amifomba ahoana no tsy hisian'ny peste amizany?
Sendra mpitondra fanjakana tia tena ilay Gasikara ka mitondra faisana ny vahoaka.
Ny manambola mitebiteby tsy matory matahoatra jiolahy sy vahoaka mahantra maloto be parasy atahoran'ny mpanana hamindra aminy ary ny mahantra tsy mbola mety vory saina hanao revolution sy hanapaka ny lohan'ireto ngetotra entohan'ny volambahoaka hatramin'ny frais de bouche sy oreillet rehefa manao vacances ry zareo.
Ny sasany aza force one roa be izao no nandaniany ny volam-bahoaka nefa rano sotroin'ny vahoaka mahantra aza nasain'ireto ngetotra novidina vola
Dia milaza tena ry tsy valahara fa élites hono ry takaka sady tia tanindrazana nefa mpijirika vahoaka sy mpanao risoriso ary voky hosoka sy halatra fotsiny
Na rano hiveloman'ny mahantra aza nasaina nalohany voa ka peste no niafarany ary mbola vao manomboka io plaies de Mada io ka mahereza fa mbola misy 6 hanaraka eo
Tsy hoe mandatsa akory fa izahay efa nampitandrina fa raha vidina vola ny rano eraky ny villes dia ho tonga ny peste ka io izy ary fa tonga ka zakao dia haleveno ny mahantra f'aza mody fanina eo fa nareo ngetotra tia tena ireo mbola hanaraka rehefa tsy ho voafehinareo ny epidemie

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Lalodalovana.
Date: 16 septembre 2017 - 09:41

Mody fanina sy mody hisitritsitrika indray izao ireto zaza voataiza kolikoly voky risoriso ireto dia hiala pa ndray dia hanasoketa Andriamanitra indray hilaza ho nandahatra ny peste
Izao no alehany rehefa mpitondra tia tena tia kely ka rano hivelomam-bahoaka aza tsy foiny atao gratuit nefa ny vahoaka no miantoka ny vola hitsangatsanganan'ireto manapatra ny fahefana nampindramina azy ireto
Mody mitady hanao diversion ndray ry takaka elites milaza tena ho tia tanindrazana
Raha izaho ny mahantra hanopazako gony feno parasy ny ministeres dia mba hitsinjo ahy tsy hampandoha rano ny vahoaka mahantra intsony ka ahena ny karaman'ny deputes ministres pm prezida handoavana ny rano eraky ny bornes fontaines eraky ny nosy.
Allo alo ry ngetotra?
Miafina?

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: révolutionnaire
Date: 16 septembre 2017 - 09:53

Fa matetika mialoha ny EPIDEMIE dia misy ny fifanarohana amin'ny vava fanaon'ny tanora ankehitriny na fifanakalozana REHOKA eo amin'ny lahy sy ny vavy.

Io no tokony tandremana ka ajanona haingana mba tsy hiparitahan'ny PESTE, ny TUBERCULOSE, ny SIDA, ny ARETI-NIFY, ny ARETI-TENDA, ...

Afa tsy hoe angaha rehefa mba te hifanakalo PARAKY ny mpivady noho ny FITSITSIANA ateraky ny hasarotam- piainana ka tsy hanomezan - tsiny azy ireny.etoile

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Lalodalovana..?
Date: 16 septembre 2017 - 09:56

Dédé no nosoketainy ho mégalo nefa tamy Dédé prezida tsy nandoavam-bola ny rano eraky ny bornes fontaines publiques fa rehefa ireto vrais mégalomanes voleurs pilleurs ireto no nitondra dia niverina ny peste, jereo kely ny rakitsoratra,
Ny vahoaka efa marobe no tsy velon-komana vokatry ny adilahy politika nefa ry takaka milaza tena ho élites efa voky mbola manao bizina fanafody ko?
Ny fanafody vaha olana maharitra indrindra dia ny tsy handoavan'ny mahantra ny rano amy paompy ankalamanjana
Amizay mba afaka hisaika sy hidio manarapenitra ny vahoaka mahantra fa tsy alikainareo ngetotra lava tahak'izao izy ireo.
Rano tsy vidimbola no tena vaha olana fa ny ankoatr'izay filam-boatsiary sy fitiavan-tena.
Minisitry ny rano ianao?
Any aminao ny vaha olana maharitra
Raha hiziriziry moa nareo hampandoha rano ny mahantra dia hiparitaka ny peste ka mahereza f'izahay hanisa ny maty dia h7ampionona ny sisa velona ho esclaves

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: mpams
Date: 16 septembre 2017 - 12:12

Izao no hafatro ry zareo a
Rehefa manoratra eto aza atao lava loatra fa manorisory ny mamaky azy
Mila hevitra fohy nefa mazava
Dede izany efa lany andro. Tsy novidiana ny borne fontaine t@ andron'i Dede fa nihanahantra izay tsy izy ny gasy tao anatin'ny fitondrany ary tsy mbola tafarina hatr@ izao
Saika niharina kely t@ androndRa8, io ilay 2 pas en avant saingy nanao 5 pas en arriere t@ tAtezamita
Izao isika sady tsy mandroso no tsy mihemotra nefa ny dikan'izany dia ceux qui n'avancent pas reculent

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 08:41

Itony tokoa ilay karazana fanatika tsy vory saina sady maty eritreritra
T@ fitondran'i Osy kaondrana force one ry ilay very tadidy itony no nanomboka novidina vola ny rano amy paompy nefa infrastructure efa nolovaina t@ mpanjanatany ireo paompy tsy nandoavam-bola ireo t@ fanjakana Arema fa tsy volan-dRa8 na an'i Magro no nanao ny fontaines fa volan'ny EEM sy SEM a.
Ny mpanjanatany aza tsy sahy nivarotra rano tamin'ny vahoaka mahantra fa rehefa ireto jiolahimboto mpilaiso caisse de l'Etat ireto no nitondra ilay firenena dia nandoavam-bola ny rano eraky ny bornes fontaines publiques ary mbola ny vahoaka ihany ko no miantoka ny fitsangatsanganan'ireo jiolahimboto tsy mety menatra mamosavy vahoaka ireo
Mbola vao ny peste io no tonga fa mbola ho avy ny mafimafy kokoa noho io aretina mifindra io ka tohizo ihany ny fanaovana tsinontsinona ireo vahoaka mahantra marobe noho ianareo ngetotra voky tsolotra sy mandrezatra risoriso sahy mamarotra rano amina vahoaka mahantra ireo.
Ho ratsy fiafara tokoa nareo ary efa tsinjo sahady.
Ka izay nataonao élites tamireo vahoaka mahantra ireo ihany no hivaly aminareo ngetotra tsy valahara mampijaly vahoaka mahantra ireo

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: pan,pan
Date: 17 septembre 2017 - 08:51

Pahana<<<<vola vidina rano lazain'ingah dia miditra any @ fokontany;ny anay any ambanivohitra vitan'ingahy rravalo sinibendrano ary tonga eo amin'ny faritra be olona ny rano ,tsy mandoha na ariary aza;tsy fanatika aho fa mba mijery lavitra;raha tsy teo levalo dia mbola naka rano tany ambany andrefana misy renirano zahay,aza faly manenjika

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 09:28

Ny fanjakana TIm ry pan pan no nivarotra rano voalohany teto Madagasikara fa tsy ny fanjakana Arema akory a.
Ary i Ra8 tokony nataonareo prezida mpokontany fa tsy nilingilingy nitondra fanjakana teo fa mpangalatra tsy mifaditrovana tsy valahara matoa sahy nivarotra rano tamin'ny vahoaka mahantra teto
Aza ampitovina Imerinkasinina sy ny villes manerana ny nosy izay ahitana ny peste ankehitriny.
Tsy ny ambanivohitrareo akory no Madagasikara ka ho entinao midedak'eto na hanakonanao ny fitiavatenan-ireo jiolahimboto mpilaiso tany sy caisse de l'Etat nitondra teto ireo.
Tamin'ny andron-dRa8 indrindra no niverina teto ny peste rehefa afaky ny mpanjanatany izany talohan'ny 1960

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 09:43

Raha mifoha amy torimasony ireo vahoaka mahantra ireo dia ho tapadoha daholo ireo mpitondra nivarotra rano tamin'ny mahantra ireo.
Ny 4x4 ny ngetotra ny volam-bahoaka no miantoka ny mpamily sy ny solika ary ny reparations dia tsy menatra akory ve ireto mpitondra fanjakana ireto mivarotra rano amin'ny vahoaka mahantra?
Ampiakaro 22% ny TVA ny solika dia iny handoavana ny ranon'ny jirama rehefa tsy mahita vola ny fanjakana fa mahamenatra ny mahita ilay gasy mivarotra rano amireto vahoaka mahantra marobe ireto e,
Elites vongany ihany no manao tsinontsinona ny vahoaka mahantra, lany andro milahatra rano nefa mbola mandoha vola na dia ranompotaka aza indraindray no vidiny vola.
Elites tia tanindrazana hono ry takaka nefa rano aza sahiny varotana amin'ny mahantra mpitsindroka sy tsy manankialofana akory.
Maty hasina tko ny eglises hitsahin'ireo ngetotra tsy valahara ireo

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: hic!
Date: 17 septembre 2017 - 10:01

mila diovina ny saintsika rehetra. Manomboka any amin'ny farantampony ka hatrany ambanin'ny tany

Fahadiovana no fanafodin'io

raha toamasina no jerena. Fa dia iza no mitondra ao izao ?

ilay aty ambany sy ambanin'ny tany lasa milahatra kôtrimmma d misy avy any ambonimbony manararaotra mampitombo vidy.

Maloto tanteraka ny saintsika.



tsy antitra-biôtika no manala an'io fa antitra eo tokoa isika mianakavy

Fahadiovanan'ny saina sy ny vatana no manala an'io. Rehefa madio ny saina, tsy manaiky ny fisian'io zôrdira be io. Fa matoa io mbola eo dia maloto hatrany anaty tsoka isika

Ny fitondrana any ambony, ny hanova lalampanorenana no mahamay azy.

Fahadiovana inona no andrasantsika eto?

mihinam-panafody izany anie ka toa ny mamono tena ihany raha olona salama eee!

satria harary saina eo daholo hoe sô d.....sô d...

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 10:29

Tsotra ny fanafodin'ny peste fa tsy ilaina élites mpivarotra rano amin'ny vahoaka fadiranovana tompokô.
Bizina kôtrimm tko no maika satria saina donton'ny hosoka sy kolikoly ka tsy mahita hoe tsy mety ny mivarotra rano amina vahoaka tsy velonkomana.
Tsy nisy peste teto t@ andron'i dadabe Radeba satria na dia nosoketain-tsika ho mégalo aza i lery, ireto dadalosy sy ny nandimby azy dia ny halatra volam-bahoaka no naha kinga ny sainy fa tsy ny hanampy ireto mahantra, izay marobe tokoa eraky ny villes, hiala amin'ny fahantrana sy ny havoretrana.
Normal amilay gasy tia kely sady tia tena ny mampividy rano ny mahantra.
Debat efa nandeha teto ity resaka rano @ paompy vidina vola ity t@ taona 2004 ary efa nolazaina ry ngetotra fa hiteraka peste sy cholera ity fitiavan-tenan'ny tompom-pahefana ity ka dia tonga tokoa ary io ny peste fa ny cholera indray sisa handrasana dia ho tretrika jiaby ity vahoaka milaza hoe normal sady legitime ilay fitiavan-tenan'ny ngetotra voky kolikoly mpandrezatra risoriso.

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Pahana?
Date: 17 septembre 2017 - 10:38

Raha i Deba irery no mahatsapa sy tsy nampividy rano ny mahantra teto dia tokony hiverina ho candidat lery fa hifidy azy ny vahoaka mahantra marobe leo mividy rano nefa miantoka ny rendrerendran'izay mpitondra nanitsaka vahoaka teto.
Tsy normal ny fivarotana rano amin'ny mahantra ka ndana daholo mibebaka sy mifona amin-Janahary izay nikotrika io hevitra manitsakitsaka ny mahantra io.
Mbola vao ny peste io no tonga fa mbola ho avy ny manaraka rehefa tsy hitsimbona ny kely tsy mba mamindro ianareo ngetotra elites autoproclamés ireto
Ary nisitrak'aiza ndray toa tsy sahy mamaly?

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: valiny ;
Date: 17 septembre 2017 - 18:02

tamin 'ny androny Dedenareo( fanafohezina ny teny hoe devoly, radede hihi) no nanomboka ny bordel , de aza asiana resaka be tson fa mandreraka
mety tsy nivarotra rano izy, fa ny tissu social mihitsy no nakorontana sy nopotehina, fampianarana, karama kely, mifidifidy olona raisina hiasa, nanomboka ny mpivarotra erakiny arabe) , oié oié MM tsy mandoalika fa mandady
Iza moa le nanome vola nanohana ny fanonganana 2009, ka voamaika mampadohalika ny firenena,
mbola tsy tafarina hatrizao, satri izy mianakavy ihany no mifaninana amin tsy fahaizana ao
tsy mety tafavoaka ny tunnel fa very miodikodina ao anaty labyrinthe ambany ny tany,

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Dedenay
Date: 18 septembre 2017 - 12:39

Tamy ny andron'i dedeantsika tsy naloha vola ny rano tompoko ko maninona no aloha vola izao?
Milay dede fa tsy tia tena
Vive l'Arema

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: tsymoutonsdepanurge
Date: 18 septembre 2017 - 13:01

kamo be aho hamaky ilay soratra lavabe nefa mahasoa sy interessant le theme !!!!!!!

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: gasybabakoto
Date: 19 septembre 2017 - 08:48

Natao ihany ny tsy hanoratra fa dia gaga ny tena, soa adinon'ireo olona milaza fa dia tena i dede no tsy nivarotra rano teto fa tsy ny rano ihany no hiveloman'ny olona fa misy zavatra hafa koa ka raha hoe t@ andron'i dede no tsy nivarotra rano dia nilamina be ny fiainana dia diso izany satria dia tena nikoroso fahana ny malagasy t@ ireny.

Ary anisan'ny antony mampikoroso fahana ny JIRAMA ankehitriny ny tsy famarotana rano sy ny fanomezana jiro maimaipona ny mpianatra satria dia tsy ampy ny vola miditra @ JIRAMA ary dia tsy afaka manao investissement vaovao intsony ny orinasa ka dia izao hitatsika izao no niafarany.

Raha io resaka pesta io dia ny fahadiovana no anisan'ny mampitsaoka azy voalohany ka rehefa mahalala madio ny vahaoka dia resy ny pesta saingy indrisy zarina nihaina t@ fahalotona ny vahaoka malagasy ka izao no niafarany ary dia t@ ny andro ny dede no nanafohanana ireny mpiasan'ny fokontany mitety tanana mijery ny fahadiovana sy ny fananan'ny olona lava-pako sy toera-pidiovana ireny

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: Alors
Date: 20 septembre 2017 - 09:10

Ny Arema tsy nivarotra rano t@ mahantra fa i Osy veritadidy no nampividy rano ny mahantra teto e
Sao ompa no hampiverina ny tadidinao?
Dede tsy megalo noho i Osy sy ireto mpalaiso caisse de.l'Etat reto

Options: Répondre
Re: traitement peste pulmonaire
Par: paoly
Date: 20 septembre 2017 - 09:49

adino sahady ny filaharana vary sy menaka, siramamy tamin'ny 2 maraina, fanafody tsy nisy, fanagasiana ny fampianarana..............

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg