Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Rabrigadera
Date: 13 septembre 2017 - 21:53

Vao Digue kely io aza dia faty olona!!
Vao Rocade kely io aza dia faty olona!!
Vao By-Pass kely io aza dia faty olona!!
Nanao ronono antavy ny zanadralahin'i Dédé hoe atao autoroute Tanà-Tamatave,angamba raofina amin'ny camion ny faty olona!!zao aza tsy misy autoroute dia accidents,faty olona ny RN2.
Sady isika koa mahantra be sitrapo,tsy zakan'ny tsenantsika e!

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: kaykle
Date: 14 septembre 2017 - 09:20

Ny autoroute gasy zao vao nasiana soratra DANGER 1metatra miala casseur de vitesse;tsy hay ntsony na ny mpitondra na ny sofera no tsy mahazaka autoroute:mandehana 140 dia asio frein tampoka raha vao mahita soratra DANGER ary raha tsy mahita moa dia faute avy amin'iza?

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: gasybabakoto
Date: 14 septembre 2017 - 09:24

N'aiza n'aiza kosa dia misy faty olona foana rehefa tsy mitandrina ny mpamily fa tsy eto M:kara ihany.

Fehiny mila mailo hatrany ary tsy sodoka ny hatsaran'ny fiara, fa satria dia mieritreritra ny mpamily fa tsara fiara ka sodoka ny mandeha mafy.

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: V8
Date: 14 septembre 2017 - 09:25

Tsy vao zao vao nisy fiara nidofotra tahaka an'io avy @ io Francophonie io,asa na matory tsy zatra lalambe mahitsy na mifoka môly fa de midofotra ery amin'ny vato moellons e!

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 09:29

Mila hamafisina ny fanofanana ény am Auto école, éto amintsika mahay mamily fiara no bétsaka fa ny bon conducteur vitsy. Enajana, mila troutrouna ambavaka

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 09:32

Marina izany namako a, aleo hamafisiko mihitsy fa ny gasy mihitsy no mbola tsy mahazaka na inona na inona???

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 09:39

Njoun. >> Ny courtoisie tsy misy mintsy ény andalana, ny 95% ny motards tsy mahay code de la route (soa fa misy ihany motard mafehy code de la route salan Njoun. winking smiley ), ny posy sy sarety tsy résahina.


Nyh mpivarotra ény amorondalana mo dia tsy tonga saina hoé tsy méty ny ataony, lalany fiara sy lalany pandéha tongtra ka hivarotana, mapalahelo, mila troutrouna ambavaka marina

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Ikotosaofera
Date: 14 septembre 2017 - 12:07

Azafady kely tompoko ,fa ny permis gasy dia mahazaka autoroute koa aza miteniteny foana ,satria izahako ary tsy irery aho ,fa betsaka izahay no mitondra fiara aty ivelany na taxi ,na vtc na ctte livraison,gasy daholo izany ,fa ny conception ny lalana no tsy mety ao Dago satria ra tokony ny vola rehetra azo no ampiasaina ,dia hatao am paosy ny betsaka dia izay kely ambony no hanaovana ilay lalana .
Hahitsiko kely ko afa tsy ireny lalan'ny frankofonia ireny no hatao hoe autoroute ,fa voie express na rapide no filaza azy ,aiza izany tena autoroute tsssss

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: belapin 
Date: 14 septembre 2017 - 12:26

Fa sao heverin'lisany domalah sy nandrasaona fa route de la francophonie no atao hoe AUTOROUTE ?
-Fa na izany aza dia normal raha lazaina fa tsy mahazaka autoroute ny permis an'ny gasy >> Gasy irery sisa eto ambonin'ny tany no tsy manana autoroute

PS: tamin'izao tany andafy dia lalaoviko mihitsy ny fandehanana 200 km/h @ autoroute

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 12:26

Ikotosaofera >> tsy azonao lay izy, éto lé résaka fa tsy any ivélany, ka ra asina autoroute éto dia méty hisy oulana satria manaintaina bé ny 95% ny mpamily Malagasy. Le autoroute vao amboarina akimbon'ny omby zany

Sinon mora ny familina any Europe tsisy dikany par rapport eto dago rehefa mahay code de la route ianao, fa tsy haiko na éfa nanadrana tao Afrika ianao (kenya no efa nitondrako fa énjana ann!!), fa dia hipatrapatraka ny hatsembohina, ay tsy haféniko fa dia nivavaka mafy aho alohany hamélona fiara. Fa Europe zany kilalao ry namana an, USA (grande ville) koa milamina fa mexique no hitako énjana koa an, Inde za tsy nasa nikasika volant looool refa en ville bé iny.

Hivavaka isika :

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: arakaraka
Date: 14 septembre 2017 - 13:31

Raha ny lalana eto Dago kosa no itondranao fiara tahaka ny any @ autoroute dia aza gaga raha be ny loza !

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 13:35

Mila ézaka isika sy vavaka, vfa tssy tsy vitany vavaka ry havana ao am Tompo

***********

Bishop Njoun. = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

Bishop Avobenohonylanitra = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Mitrotro ambavaka hoanareo izahay Mpanompon'i Kristy :

Apôstôly Avobenohonylanitra - Apôstôly Njoun

Bishop Avobenohonylanitra - Bishop Njoun

Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Avobenohonylanitra - Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Njoun

Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Avobenohonylanitra -
Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Njoun



yeuxfermes Andao hiara hivavaka isika yeuxfermes


Rainay any an-danitra,

hohamasinina anie ny Anaranao ;

ho tonga anie ny fanjakanao ;

ho tanteraka anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;

avelao ny fahotanay,

tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;

aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,

fa manafaha anay amin'ny ratsy.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes



Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

Mino an’ Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho. Ary mino an’ i Jesoa Kristy Zananilahy Tokana Tompontsika, izay notorontoronina tamin’ ny Fanahy Masina. Naterak’ i Maria Virjiny. Nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato. Nohomboana tamin’ ny hazo fijaliana. Maty ka nalevina. Nidina tany amin‘ny fiainan-tsy hita. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo. Niakatra ho any an- danitra. Mipetraka eo an- kavanan’ Andriamanitra Ry Tsitoha. Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty. Mino ny Fanahy Masina aho. Ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao. Ny fiombonan’ny olona masina. Ny famelan-keloka. Ny fitsanganan ‘ny tena amin’ny maty. Ary ny fiainana mandrakizay. Amena.


yeuxfermes Amen. yeuxfermes

Isika mino an’ Andriamanitra Iray, Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany, ary ny zavatra rehetra na hita na tsy hita. Ary an’ i Jesoa Kristy Tompo Iray, Zananilahy Tokan’Andriamanitra, nateraky ny Rainy talohan’ izao rehetra izao, ny Mazava avy amin’ny Mazava. Andriamanitra tokoa avy amin’Andriamanitra, nateraka fa tsy natao, miray amin’ny Ray ny zavatra rehatra: Izy no nahariana izao tontolo izao. Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena antsika dia nidina avy tany an-danitra Izy, ary nataon’ny Fanahy Masina nofo avy tamin’ i Maria Virijiny, dia tonga olona Izy. Nohomboana teo amin’ny hazo fijaliana ho fanavotana antsika tamin’ny nanapahan’ i Potio Pilato Izy. Nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo araka izay voasoratra Izy. Niakatra ho any an-danitra Izy, ary mipetraka eo an-tanana ankavanan’ny Ray. Avy any no hiaviany, indray amin’ny voninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary mandrakizay ny fanjakany.

Isika mino ny Fanahy Masina, Tompo sady mpanome aina, Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka ka itsaohana sy ankalazaina miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka. Izy dia niteny tamin’ny vavan’ny mpaminany.

Isika mino ny Fiangonana iray, miorina amin’ny fanambaran’ny Apostoly ary manerana izao tontolo izao.

Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka sady manantena ny fitsanganan’ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes


Tompo ô, tsy mendrika hatao hoe zanakao aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hidiranao ao ambanin’ny tafontranoko aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hitsimpona izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny
latabatrao akory aho.

Kanefa hoy Ianao hoe : “Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy”.


Amena. yeuxfermes yeuxfermes


Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

yeuxfermes Njoun & Avobenohonylanitra = Miaramila an'i Kristy Tompo Andriamanitrao Andriamantray Andriamanitr'izao tontolo izao yeuxfermes

Efa akaiky ny Farany, mibebeha miaraka amin'i BISHOP Njoun & BISHOP Avobenohonylanitra yeuxfermes



(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Rabrigadera
Date: 14 septembre 2017 - 13:41

Avobenohonylanitra > nareo koa ve zany mivavaka aloha sy aorian'ny firaisana ?

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 13:50

Rabrigadera >> rehefa vao mifoha no akinina am tompo ny andro sy alina, tafiditra ao anatin,zany ny zavadrehetra.

rehefa fa hita fa smary hisedra olana dia boosténa am alalny vavaka izany (salany izaho nitondra fiara tany Kenya) fa refa milam dia isaorana ny tompo. smiling smiley Jesôsy tia anao ry rahalahy

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Rabrigadera
Date: 14 septembre 2017 - 14:26

Avobenohonylanitra >> ny filoha Hery nisara-panambadiana v mety mba ho avontra ihany any an-danitra sa tsy poins intsony ?

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: Avobenohonylanitra
Date: 14 septembre 2017 - 14:35

Rabrigadera >> Ny olona rehetra dia ho avéla ny helony ra mibebaka izy, fa izay manamavo (blasfema) ny anaran jésôsy no ho faty mandrakizay !!!!

Options: Répondre
Re: Permis Gasy tsy mahazaka autoroute
Par: rabezanamamy
Date: 14 septembre 2017 - 16:04

***Ny fiara oentina gasy tsy tokony mande autoroute


***Ny fiara oentina gasy tsy tokony mande autoroute

***Ny fiara oentina gasy tsy tokony mande autoroute

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg