Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Dépenses de l'état
Par: gasybabakoto
Date: 08 février 2018 - 08:48

Mba mitalaho antanadroa ny INSPECTION GENERALE DE L'ETAT, ny DIRECTION DE CONTROLE FINANCIERE, ny BIANCO mba hanokatra fanadiadiana @ izao fandaniana miompampana izao.

Express de M:car: On note des achats de pneu d'un véhicule de la police pour 12 milliards d'ariary.

Tsy sarotra angamba ny mijery an'izany an! fantatra ny fiara, fantatra ny service misy azy dia mba ajaranareo no manamarina raha nividianana pneu 300 marina (12md/400000) io fiara iray io.

Izay mba mahita ho tenenina @ ity dia mba lazao eto fa tsy io fiara iray io ihany

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Boba
Date: 09 février 2018 - 10:37

Expert comptable ange ny president dia tsy mahita an'izany ve? inona fotsiny ny maha président anao ra ny raharaha ao antin'ny ministère akaiky anao ary tsy fantantrao, ny malagasy kely lavitra anao moa zany dia ahoana

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 09 février 2018 - 10:45

Io dia ohatra iray amin'ilay système nolazaiko tany aloha.

Rehefa misy faille ny système dia izao no vokany.

Manai izay danin'ny kibony ny olona

Ka na olona iza no eo na olona iza, tsy maintsy manaraka ilay système.

Fehiny : Amboarina, ravana, potehina aloha ny système rehetra izay misy eto Madagascar dia izay isika vao miresaka fampandrosoana.

Fa tsy niy olona mihitsy no olana misy eto fa ny système.

Izay izany ianareo vao tonga saina

Na hiantso Insecpteur général de l'Etat eo isika, na hiantso bianco, tsy misy mihaino izany.

Fa ny ataony ihany no ho tohizany

Satria ny procédure ange voahaja ihany e !

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: gasybabakoto
Date: 09 février 2018 - 10:48

smf<<< na système inona na système inona no apetrak'ise raha mbola ireo olona ireo no eo dia ohatr'izao foana isika.

Nindrandra mafy izahay t@ 2009 niteny teto hoe olona tsy mamely anie ireo tafakatra eo @ fitondrana ireo e! izao ny vokany.

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: gasybabakoto
Date: 09 février 2018 - 10:52

Efa tena lo tanterka ny manampahefana sy mpitondra eto, mila révolution sanglante eto vao milamina satria dia efa tena simba, raha hazo no nampaniriny efa nioro-paka tanteraka tao anatin'ny sivy taona

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 09 février 2018 - 11:27

Gasbabakoto

tsy marina izany.

Matoa ny vazaha mandroso toy izao efa tsara, moderne ny azy ireo ny système.

Tsy resaka olona mihitsy izany.

Tena sarotra aminareo tokoa ve ny mahazo an'izany ?

Ohatra raisiko tena azo tsapain-tànana mba hampazava azy aminareo :

Any amin'ireo tany izay mampiasa ny Robotisme sy ny Nano-Technologie, dia presque 0% ny marge d'erreur na incertitude amin'ny zavatra atao : Tena avo lenta be ny qualité n'ny vokatra mivoaka avy ao amin'ny Usine de fabrication, na ny voka-pikarohana momba ny fitsaboana.

Tout est système.

Manomboka amin'ny infiniment petit izany ka miafàra amin'ny infiniment grand.

Matoa ny olona miasa na mampiasa an'ilay système misy no corrompu na afaka mangalatra dia satria faible be ny système de contrôle.

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: azerty-ko
Date: 09 février 2018 - 17:12

Efa mi-triche ny ankizy any amin'ny primaire (EPP),ny eny Ankatso moa dia tsy lazaina intsony ny fividianana ny zavatra rehetra eny …

Normal raha mangalatra daholo izay miasa amin'ny fanjakana rehetra. Eny fa hatramin'ny mpamafa trano aza …

Ny mba mametraha kely moa dia efa lasa voambolana iainana isan'andro mihitsy

Na ovana aza ny mpitondra, ny ankamaroan'ireo ny mpiasam-panjakana, mba tsy hilazako hoe saika izy rehetra dia tafiditra ao anatin'io système io daholo.

Tsy manantena ny fiovana eto Madagasikara aho ao anatin'ny 30 taona ho avy

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: CEPE
Date: 11 février 2018 - 06:22

Ireto anie tsy classe T5, na hanao CEPE
tsy mahay manoratra , tsy mahay manisa, tsy mahalala ny tsy hitovizany 1 000 000 sy 1 000 000 000
raha marina koa izay lazainy, tsy hay intsony fa ny marina aloha dia tsy manalavitra izay voasoratra no lany smiling smiley

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: ramah
Date: 11 février 2018 - 06:38

ny mapiasa chiffre ZERO aza tsy haindry lerony akory ,lazaina fa nisy diso hono lasa nisy zero telo , dia sady tsy mahay mijery ve ny mpanao saisie ,ny mpanao controle ny mpanao sonia ny minisitera iray manotolo mihitsy

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: hic!
Date: 11 février 2018 - 17:08

@ramah

jamba daholo anie ireo tompon'andraikitra voalazan'ise ireo e

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: zero bdb
Date: 11 février 2018 - 18:38

sarotra hita zany zero zany ra mbola 3 ka
eo @ valo na sivy eo izy vao mety mahagaga
efa nampoizina ihany alo le valiteny hoe diso saisie io eeeeee fa dia mipetraka ho diso saisie

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 12 février 2018 - 09:29

Ny Système Intégré et Informatisé de Gestion des Finances publique (SIIGFP) : dia Application izay mikirakira ny fampiasam-bolam-panjakana

Io ilay resaka système Gasybabakoto.

Efa hitako io système io

Fa ny olana amin'io système io dia ny fanoratana ny cihhfre 0 (zéro) alohan'ny virgule décimale. Satria

Raha te hanoratra 250 000 Ar izao ny mpanao saisie, dia voatery mi-taper chiffre 0 (zéro) anaki- 6 au lieu de 4 alohan'ny chiffre 25. satria ny zéro anakiroa voalohany dia manenjika an'ilay décimale aorian'ny virgule.

Izay no mahatonga an'ilay erreur.

Nefa tsy tokony hisy io erreur io, raha misy ny rapprochement ataon'ilay système momba ny crédit disponible sy ny crédit alloué (na crédit hanaovana achat).

Ny fisian'ny faille eo amin'ny système misy izany no mahatonga ny oloa izay fetsifetsy hangalatra.

Ny toe-tsaina mpangalatra izany dia toe-tsaina vokatry ny faharatsian'ny système misy

- Tsy ampy na ratsy na tsy misy ny système de contrôle des Agents de l’État.

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 12 février 2018 - 09:30

Vakio : Chiffre 0 (Zéro)

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: GasyKaNandraE
Date: 12 février 2018 - 09:43

Etat de droite tko ity Etat ty matoa sahy mividy pneus ohatrinona marina mo ilay izy?
Izaho mino fa gasy tia tanindrazana ndray izay no nanao commande sy nanao sonia
Ahoana mo ilay gasy tia tanindrazana niala bala t@ tv?
Faute de frappe moa ilay excuse?
Gasy tia tanindrazana ndray izao iny

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Hajahelison
Date: 12 février 2018 - 09:59

Par: Silamo Mahery Fihetsika :Na hiantso Insecpteur général de l'Etat eo isika, na hiantso bianco, tsy misy mihaino izany.

taiza rangahy ty no hisy mpangalatra hanenjika tontakely a
reo olona ireo anie ka sokona mifankahita t....e

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: ramah
Date: 12 février 2018 - 15:49

efa fatatra zany fa sarotra be ilay logiciel ry SMF , maninona no tsy mitady logiciel hafa hampiasaina na hampiasana ihany fa mila mailo tsara alohan'ny publication amin'ny internet sa atao fanahiniana sao tsy misy mahita fa bizina daholo ihany izany

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: proPouvoir
Date: 12 février 2018 - 15:54

gasybabakoto >< zahay aloha mitondra eo dia aza be fialonana .. faly manenjika .. fa nareo koa anie t@ andronareo nitondra teo mba samy nihinana ihany koa ê ..

koa maindrasa tour nareo fa aza faly manenjika ny hafa sy ory hava manana .

Za mahatsapa fa ny donneur de leçon tahakana io mitsy no hannondrana rehefa omena fahefana kely

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: RTTT
Date: 12 février 2018 - 18:05

Miandrasa tour hono nareo Ramah fa mbola ry takaka mpilaiso aloha izao no mameno paosy dia avy teo handositra ?
Itony midehaka ho tia tanindrazana itony hoa tsy mety takon_kenatra
Wow
Nankaiza aza leiny?

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Bis
Date: 13 février 2018 - 09:44

Ny lalampanorenana nanaovana velirano imasom-bahoaka tery Mahamasina aza nohitsakitsahinareo tsy najainareo akory dia izao indray tratra ny nafenina dia hoe diso tsipelina fa nisy zero telo amboniny?
Mpalaiso pourris lisany

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: proPouvoir
Date: 13 février 2018 - 09:53

Par: Bis
Date: 13 février 2018 - 09:44

Ny lalampanorenana nanaovana velirano imasom-bahoaka tery Mahamasina aza nohitsakitsahinareo tsy najainareo akory dia izao indray tratra ny nafenina dia hoe diso tsipelina fa nisy zero telo amboniny?
Mpalaiso pourris lisany

--------------------
Mba asio fisaina fa aza manao fiainana jiolahim-boto , miandrasa fanadihadiana fa raha olona tena miasaina enao , tsy hisy olona vendrana ka handeha hanampy zero telo @ resaka pneu .

penu @ na milliards zany tsy possible zany indrindra fa pneu roa fa l'erreur est humaine dia hirariana tsy hiverina intsony

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: dgagaenao
Date: 13 février 2018 - 10:03

Atao hoe tena nihoatra 3tokoa lay zero,dia aiza ary ny rapprochement par rapport @paiement?sa lay vola avoaka @zay tiana anaovana azy?
Dia manaona koa iny rapport mivoaka iny par rapport @loi de finance?zany hoe nianga avy @erreur ko zany ny fandanina?

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: Mpiserana
Date: 13 février 2018 - 10:08

Sady tsisy "contrôles" koa ve alohan'ny hamoahana azy e? Sehatra lehibe ka atao kitoatoa toy izany?!

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: beIapin
Date: 13 février 2018 - 10:20

amiko dia tsy fahaizana mikirakira EXCeL no antony io erreur io !!!
- rhf mampiasa tableau excel dia tokony hisy programa mampifandray ny chiffre rht zay omena !!!
>> tonga dia tokony ho tratra ao am bilan (entrees= depenses) ny erreur de saisie raha nisy !!!

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: hic!
Date: 13 février 2018 - 10:28

misy koa tsy mahay mjery jiro halatra fa manao erreur. Tsy nahay nandavaka angamba


misy fiara nisy erreur avy any finda tonga ho azy teto amin'ny tanàna

misy fonja misy erreur, any finda le gadra vô hita

dôsier klôdinna kou misy erreur

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: ramah
Date: 13 février 2018 - 10:50

dia efa mihomana aza amin'ny etakely fa efa hakaiky ny farany ry propouvoir ,izay tratra farany eo no boka zany koa

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: dgagaenao
Date: 13 février 2018 - 12:59

Dia aza gaga raha otrizao sisa ny farimpiainan'ny Malagasy sy ny haren'ny firenena,satria hatrizay kay dia niaina tao anaty erreur tsika jiaby ty!!!
Ka noho izany dia mety any @2030 any vao mety hisy sombiny mangirana kely raha sanatria ka mbola ry zareo tsy mahay excel no mitondra eo.

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: rabilabila
Date: 14 février 2018 - 06:51

Fa na nihoatra zero telo aza de mbola mihoapapana ihany le fandaniam-bola e! pneus d'un vehicule de police ve de tena 12,000,000....pneus na 4x4 be good year aza mbola 5millions d'ariary. tssssss mbola mihoatra avo roa heny ny tokony ho izy daholo ireo na izany aza.
Ilay Vidin-javatra midangana koa mbola tantara hafa: manome tsolotra @ ambaratonga rehetra vao mahazo marche, rehefa avy eo mbola mila manome tsolotra ny mpanao Sonia rehetra zay vao tafavoaka ny vola tokony haloan'ny fanjakana aminao. sady @ zay tsy mba zavatra kelikely fa 10-20 isan-jaton'ilay facture. Izay vao mitady tombony, vokany midangana be ny facture na atao izay mahakely depense ka lasa tandrametaka ilay asa....

Options: Répondre
Re: Dépenses de l'état
Par: gasybabakoto
Date: 14 février 2018 - 07:18

Marina mihitsy ny andrabilabila mitomboa avo zato heny ny vidin'entana iray rehefa miditra @ fournisseur noho ireo antony voalaza etsy ambony ireo.

Nisy nilaza teto fa taloha oh dia tsy maintsy classico na olimpiko ny rano sotroina rehefa ny fanjakana no mividy azy, raha ho ahy mpandoa hetra dikan'izany miantoka ny vola-panjakna dia tsy rarahiko na olympiko foana ary no vidina fa mba mitombo avy telo heny fotsiny ny vidiny toy izay hividy rano hafa dia tafakatra avy 10 heny na 100 heny mihitsy ary nividiny.

Ny antony tsy mahalafo ny olympiko dia tsy sahy manao kolokolo izay ambaratonga lalovan'ny ao sy ny marché fa ity na hatr@ coursier ary dia maka ny anjarany avokoa.

Asa zany raha mba takatry ny gasy babakoto

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg