Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: gasybabakoto
Date: 09 février 2018 - 08:24

Isika moa dia tsy manana fitaova-piadina afatsy ity ka sao dia mba hanova zavatra ihany fa lazao eto izay zavatra tsy rariny sy halatra ataon'ireo mpiasa-panjakana ireo, isika no miantoka ny vola-panjakana @ alalan'ny hetra ka dia manana zo isika hitanisa ny zava-misy:

Mba mila fanazavana ny @ ireto izahay:

Vidina pneu fiara iray 12 milliard
Entretien 4*4 iray 7 milliard
Nakaiza ihany ny niafaran'ilay 350 m de volan'ny ARFA taraiky tao @ BC
Nanao ahaona ilay resaka 100 000 euro

sns tsy voatanisa

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: gasybabakoto
Date: 09 février 2018 - 09:22

Ary tena nangina ilay malagasy nefa dia tena zava-doza anie izao zavatra mitranga izao e! volan'ny mpandoa hetra no lalanin'ny mpiasa-panjakana sy ny mpitondra fotsiny, nefa na dia ny nampiakatra ny karaman'ny mpiasa madinika ary tsy natao

Santionany indray iireto:
Fourniture et livraison de matériel
d’ameublement repartie en deux (02) lots:
Lot 1: Pour le logement du Ministre : 49 948 500,00 MGA

Lot n°1:Fourniture des Rideaux et draps
pour logement du Ministre de la sécurité
Publique: 29 990 000,00 MGA

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: gasybabakoto
Date: 09 février 2018 - 09:32

tohizako ihany ity :Travaux de Clôture du domicile du ministre de la sécurité publique 99.944.328.00, travaux de construction de poste de police pour contrôle à l’entrée du bâtiment du ministère de la sécurité publique a Anosy 72 885 000,00

Asa aiza ho aiza eo Anosy io poste de police pour contrôle io raha tsy diso aho trano kely hipetrahany ny mpiambina io zany

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: gasybabakoto
Date: 09 février 2018 - 10:03

Nanamboatra ny poste de police teny Itaosy hono 80 milliards ar e! asa izay fahamarinana an'izany fa raha sanatria tsy marina dia tena tsy misy ilavana azy ny mpiasan'ny armp.

Hitako dadatoa Gervais no niala fa efa hitany fa dia tena fanambotrina firenena ity

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: beIapin
Date: 09 février 2018 - 10:09

tsy aleo v ny zava-tsoa vitany no deraina azy sy hanomezana azy courazy hanao misimisy ???

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 09 février 2018 - 11:14

Mi plante ity forum moov ity raha ny hadalàna vitan'ity Régime HVM ity no tantaraina eto.

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: lebota
Date: 09 février 2018 - 12:14

Nahoana ary isika no tsy mandefa ireo any amin'ny BIanco, fa toa efa mba miasa ihany ange ry zalahy ao e

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 09 février 2018 - 12:57

Raha mbola misy dian-tànan'ny Filoham-pirenena ny fanendrena olona mambra ao amin'ny :

- HCC
- Bianco
- Haute court de Justice
- Hauts Responsables des armées de la Police nationale et de la gendarmerie
- Hauts Fonctionnaires de l’État

Dia tsy hisy zava-banona eto.

Tsy maintsy hisy foana ireo tsy maty manota ireo.

Ny Ssystème tsara indrindra dia mila esorina ami'ny filoham-pirenena aloh ny maha Chef des Armées azy.

Faharoa Toerana hoan'ny Antoko ny Maha Filoham-pirenena

Fa ny ankoatr'izay dia tokony toerana hoan'ny Techniciens sy ny Corps ny fanendrena.

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 09 février 2018 - 13:00

Vakio :

-*Haute cours de Justice

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: belouhb
Date: 09 février 2018 - 15:20

ne la kosa ra belapin efa fanopana, efa ita zo fa zo ni ataon mbola zvtr tsara tsara inon ihani, inon zo zvtr nataon ne la teo?

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: koto kely
Date: 09 février 2018 - 15:24

raha hadalana dia mahita ho tanisaina betsaka ah

- ny voalohany ilay tetik'asa mazava
- ny faharoa dia hoe telo volana dia voavaha ny delestazy; telo taona izao dia mizaka fahatapan-jiro foana isan'andro.
- hadalana amiko ny hoe "porofoy amiko fa mahantra ny gasy"
* misy tsy fahasalaman'ny saina ka miteniteny foana (izay angamba no mahatonga ilay ambulance iny manaraka eny foana rehefa handeha hitabataba amin'ny cortège eran'ny tanàna

- manamboatra làlana, asiana goudron dia herinandro raha ela dia simba
- hadalana ny fisehoana amin'ny haino aman-jery tsy miankina ; tsy milaza sy mandokando ny ataon'ny fitondrana
- hadalana ny mahita amin'ny internet fa mividy akanjo na 30 000 euros ho an'ny vadiny. (tsy hay afenina ve ny toy ireny, sa hoe sahia manjenjika, na hoe tsy atao fantatry ny vahoaka ny fandaniana ataon'ingahy filoha)

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: hadj
Date: 09 février 2018 - 15:47

- nanakana olona tsy hody an-tanindrazany
- Anjozorobe
- Antsakabary
- Soamahamanina
- plagiat
- concours douanes, nisy liste efa nivoaka dia hoe tsy izy ndray iny fa ty notena izy, nampidirana ny akama
- concours police (mbola tsy mivoaka h@ zao nefa efa t@ juillet 17 ny concours)
- manakarama olona hanatrika famoriam-bahoaka
- ajanona tsy ianatra ny mpianatra fa tsy maintsy manatrika rehefa itety tanana

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: NoProblem
Date: 09 février 2018 - 16:35

Tsara aloha rehefa taitra i GB hoe rainilaiso aby ny élites anare anareo e
Tia tanindrazana anie hono ireo

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: AntiNationalistes
Date: 10 février 2018 - 08:57

Ny nationalisme tsy nitondra afatsy ady sy fifankahalana ary fifandrafina tamin'ny zanakolombelona
Hitler no ray nivohy ity fotopisainana mampiady ny zanakolomnelona ity
Sombintany kely iny (Ohatra Alsace Lorraine) dia nampiady sy nifandripahan'ilay zanakolombelona nationalistes manome lanjany ny tany fa manao tsinotsinona ny olombelona
Ny nationalistes dia olona tia tena sy tia kely sahy mamono ny mpiarabelona aminy hiarovana tany

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: AntiNationalistes
Date: 10 février 2018 - 09:16

Sady mpangalatra ry takaka mpitoriteny ho nationalistes rehefa mifehy fanjakana ary lazainy fa secrets d'Etat aby na ny halatra ataony aza
Hitler tokoa no rain'ny nationalisme
Porofo tsy azo lavina izao hita eto izao
Milaza tena ho nationalistes aby ireto milaza azy ho élites ireto nefa ny sainy tsisy afatsy hangalatra volambahoaka dia nampitondra faisana sy nampahantra vahoaka marobe ilay halatra nataony
Nationalistes hono izy
Tsy ilaina ny nationalisme satria fisainana barbares sauvages tsy misy fanajana ny maha olona

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: Samaritana
Date: 10 février 2018 - 09:40

Raha voaporofo fa marina ireo zavatra rehetra ireo,dia manentana ny Mgasy rehetra tsy handoa hetra intsony....

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: AN
Date: 10 février 2018 - 09:50

Raha tsy handoha hetra ianao dia ilay tanindrazanao iraisanao amireo nationalistes mpilaiso ireo no vao maika ho sahirana sady any amireo.ny hery
Ady @ nationalisme no ady tokony atao satria zohy fiheren-jiolahy ny nationalisme
Nefa raha izao no mitohy any @ taonjato faha 22 vao ho takatry ny gasy ny loza nateraky ny nationalisme

Options: Répondre
Re: Lazao eto ny adalana vitan'ity fitondrana ity
Par: Carlton
Date: 11 février 2018 - 06:16

namana nalaina :

- mpanao politika efa lany daty, périmé
- mpamadika palitao, efa nandalovany daholo ny parti politika rehetra

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg