Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: ggasy
Date: 09 février 2018 - 13:58

Fa hitondra médails d'or firy ?

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: ggasy
Date: 09 février 2018 - 14:00

""médailles"" re azafady eh !

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 09 février 2018 - 14:13

Mampahatsiaro ahy an'ilay film "RASTA ROCKET" ilay izy.

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: liangsu
Date: 09 février 2018 - 14:38

mety mahazo tombony ve ny gasy (Repoblika)

sa mety matiantoka ?


Rah vola no resahina, rah mahazo medaly, na tsy ahazo mintsy ?

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: Silamo Mahery Fihetsika7kn6
Date: 09 février 2018 - 14:44

Tombon_tsoa azo ?

Fampahafantarana fa hoe : Misy an'izany Madagascar izany.

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: ggasy
Date: 09 février 2018 - 14:57

Mbola tsy naheno ny champions/nes représentants-n'ny gasy amin'ny ski na ny danse/glace zah ka manararaotra eto fa mba te-ahalala azafady ?

Ary ao Antananarivo sa Majunga no fanaovany entrainements ?

Mahagaga ihany 'ty fiainana 'ty !

Tena marina fa tena ohatran' "Rasta rocket" ilay izy an !


(tsy zatra an'ty forum 'ty , dia lasa any @ tsita ny msg nalefako, d naveriko)

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: zandede
Date: 09 février 2018 - 15:13

Firy ny sportifs malagasy mba afaka nifaninana tany @ jeux olympiques ???

Dia izao misy anankiray dia haratsiana !!!

Quelle mentalité de MRD !!!

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: ggasy
Date: 09 février 2018 - 15:22

aaa, hitako fa tsy mahay miteny gasy ilay hanao ski alpin, mibaby ny anaran'ny gasy !!!


ra-zandédé ===>

adoptée any Frantsa, ilay pays halanareo ihany , nefa izao izy no nanome olona hi-représenter ny taninareo, dia mizity ery nareo !

MDR ! MDR ! MDR !

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: Jean-de-Dieu
Date: 09 février 2018 - 15:28

.




ngah mitomany ho zafikelin'i Pr. USA i zandédé ka mba mianatra ny fiteniny ???





.

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: zandede
Date: 09 février 2018 - 15:47

ggasy: Diso tanteraka !!! Ny frantsay manana ny délégation-ny any Corée du Sud

I Mialitiana dia misolotena ny malagasy!!! Inona ny olanao ??? sa mba te hifaninana fa

tsy afaka LOL

jean de dieu : Tu n'es qu'un pauvre complexé qui ne mérite pas mon attention !!!

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: ggasy
Date: 09 février 2018 - 16:03

sô de ianao no tsy mahazo resaka ? ôtran'mba gasy ihany ny fiteniko an !


ao @ équipe-n'i Madagasikara izy fa oul adoptée tao France depuis presqu'à sa naissance !

Zay angamba no mazava sy azonao kokoa no tiako lazaina ?

nanome oul ho an'ny gasy France satria teraka tao Madà fotsiny izy fa France no nitaiza azy hatramin'izy vao teraka kely fotsiny ! izany no maha-vazah ny anarany sy tsy mampahay azy miteny gasy !


Hahaha ! fa hifaninana ahoana ?
tsy misy lol mintsy lé resaka fa amboary koa ny saina sy ny fandraisana !

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: zandede
Date: 09 février 2018 - 16:59

Raha tianao hazava ny hevitrao dia na ianao maoratra @ teny malagasy madio tsy misy

fangarony na ianao manoratra @ teny hafa tsy misy fangarony ihany koa. Ny fantatro

dia i Mialitiana dia monina ao Frantsa ary havanana @ taranja "ski " Tsy eto antoerana

no azahony manao an'izany. Nanaiky ny "Comité olympique" fa afaka misolontena an'i

Madagasikara izy any @ JO. Raha ny hevitrao dia tsy mahazo misolontena ny firenena

raha tsy lehibe ary monina eto an-toerana fa ny malagasy any ivelanydia tsy

mahazo misolontena ny fireneny. Mba amboary ihany ny fomba fisainana fa mety ha

menatra!!! Tsy misy LOL

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: gaga aho
Date: 09 février 2018 - 19:31

Tohanoko izy satria mitondra ny sainam-pirenena malagasy. Satria amin'ny maha-Malagasy azy no andehanany any @ JO. Tsy azoko mihitsy ny anaovana teny feno eso eto ; hatramin'izay nisy malagasy nandray anjara JO ny mpanao fanatanjahan-tena malagasy tsy mbola nisy nitondra médailles nody . i JL Ravelomanantsoa no tafakatra finale 100m. Tsy nisy nanao eson-teny hoe: manao fanazaran-tena aiza? mipetraka aiza?

Mba misy malagasy milanja sainam-pirenena, nisafidy ny saina malagasy fa tsy ny saina frantsay, soyons fiers! ( député frantsay mitondra fanampin'anarana gasy aza mahafaly ny sasany ny mahare azy!)

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: zandede
Date: 09 février 2018 - 20:16

Bravo "gaga aho" Ny olana anie dia io toe-tsaina ory hava manana io dia rehefa

lalaoviny "politichiens" dia tsy mahita an-tokona ... Pfff

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: hein!
Date: 10 février 2018 - 23:10

mila mba mamaky sy mandalindalina kely koa indraindraindray a,mba mijery ny fandehany.

raha bolina kitra zao de tsy hanontany hoe fa maninoa koa i messi no milalao baolina @ Argentine nefa tao any espagne foana no mipetraka.

ary ts M/car irery no mpilalao @ tany tsy misy ranomamdry nefa mandray anjara @ lalao olympika @ andro ririnina.
Ghana (solotena 4) Eritrea(solotena 1) Tonga (solotena 1) sy maro dia maro. Fa sao ianao mihevitra fa tsy misy fiatobohany ny zavatra rehetra, mpisava lalana io atleta gasy 1 mandray anjara io fa mamporisika ny zandry sy zanaka any aorina any io fa hitombo ny solotenan-gasy @ lalao mbola ho avy. Fa sao heverinao fa Etas unis (solotena 200 mahery) avany dia 200 vao nisy ny lalao olympika, ny firenena etas unis ary tsy akory raha tsy taty aorina be.

rehefa manao zavatra ,ndrindra ndrindra tsika gasy @ zao toerana anaty kizo sy haizinaizao dia aza mieritreritra ny hiakatra tafotrano avy atrany fa ankaherezo ireo zay mianatra mamidra aloha ,izay no mitondra any @ fandrosoana fa tsy zay mianatra mamindra no finganina sy esona indray .

tapitra

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: bijou
Date: 11 février 2018 - 03:04

Allez Mialitiana, Allez Mialitiana, Allez!

Na mahay tent gasy na tsia tsy olako, fa tohanako izy, ary faly aho misy misolontena ny tanindrazako, mitovy rà amiko.

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: ramah
Date: 11 février 2018 - 06:44

ny zavatra tokony hiadiana hevitra dia hoe inona ny fanapiana sy zavatra ho entiny firenena malagasy hanohanana azy mba tokony hazavain'ny comité olympika malagasy hialany amin'ity honohono isaky izay mihetsika eto Mcar ity

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: ryan
Date: 11 février 2018 - 15:14

ramah : mba hanampy ny vahoaka iala amin'ny fahantrana ny governemanta.

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: zandede
Date: 11 février 2018 - 16:30

ryan : marina ny anao fa ny resaka aloha eto dia ny" sport de haut niveau "

" Panem et circenses" " Du pain et des jeux" na aminy teny malagasy " omeo mofo sy

lalao ny vahoaka dia matory tsy afaka miatrika ny olany " Izany no fomba fitondrana

taminy fotaonandro ny emperaora romana izay nanao didi-jadona.

Marina fa tsy laharam-pamehana ny spaoro eto amintsika na dia misy ministera misahanana

an'izany aza raha tsy diso aho. Ny fandraisana anjara any @ JO dia "sportifs de haut

niveau" na mpifaninana avo lenta no afaka mandray anjara @ izany. Mila hofanina dia

ny mbola kely ary arahina manam-pahaizana. Tsy manana politika mahakasika izany isika.

Ny olana goavana dia ny nanafohanana ny "sports inter-scolaires" izay taninketsa

nipohiran'i JL Ravelomanantsoa, Rabemila sns ary ireo ekipa avo lenta teo @ taranja

maro. Tsaroko taminy andronay fa isaka alakamisy hariva dia mifaninana eo Mahamasina

ny sekoly rehetra eto Antananarivo ary tamin'izany no nampriroborobo ny spaora malagasy

Anisany voalohany isika teo @ sehatra afrikana. NY firenena malagasy moa ankehitriny

dia miemotra @ sehatra rehetra koa tsy mahagaga raha mitana ny rambony isika.

Ny vaha olana raha toa ka tsy misy "politique nationale de sport de haut niveau" dia

amporisihana ny olona sahala @ Mialitiana izay miofana any ivelany mba hisolon tena

antsika fa tsy sanatria anao fiarin'ambolahy antitra na koa ory hava manana. Ary

aoka sanatria tsy ankoraina raha toa ka tsy tsara ny vokatra satria efa niezaka izy

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: namana malagasy
Date: 12 février 2018 - 04:31

ny ahy indray tsotra, ny olona malagasy miteny sy manoratra hoe "gasy" , "sô", "ôtran", "oul" "lé" dia efa ampy be dia be hamaritako ny toetran'ilay oloana, ny toerana misy azy eo amin'ny fiarahamonina, ny kilasiny, ny fianarana nodiaviny, ny any mba mahaliana azy, ny zavatra takany, sy ny fiheverany ny tenany... Mahereza ry namanana

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: Mpiserana
Date: 12 février 2018 - 08:18

Ny resaka hoe hibata fandresena, medaly sns.. tsy ahoako.

Ny tsy mahazatra dia ity: Mazàna ny mpandray anjara @ "Jeux Olimpiques d'Hiver", dia ireo firenena manana toetr'andro mifanaraka @izany, misy "neige".Satria efa zatra ary afaka manao fanazaràn-tena tsara, fa niomana niaraka t@ "délégation" malagasy fa hiatrika ny lalao iraisam-pirenena.

Fanontaniana: Nisy "délégation" angaha?Niaraka ni-défile taminy? iza ireo? malagasy sa frantsay?

Enga anie mba ho reharehan'ny Malagasy tokoa i Mialitiana, fa tsy hataon'ny mpanao pôlitika fakàna "point" indray.

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: Bonus
Date: 13 février 2018 - 23:58

Mpiserana > Ha ha hahahaaaa 'zao ve lesy no mba fanontaniana apetrak'eto ???? Ha ha hahahahaa Tssssssss tsy à la hauteur !!!

Options: Répondre
Re: Hahaha ! Jeu d'hiver / Corée du Sud
Par: Mpiserana
Date: 15 février 2018 - 09:03

Bonus>
Inona mihitsy no tsy haritr'ingahy "manam-pahaizana pelaka" amiko??? Voadòna t@ marary azy angaha?

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg