Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: Samaritana
Date: 10 février 2018 - 09:35

Tena mampalahelo tanteraka ny manjo ny firenena Mgasy iray manontolo,ka mampametra-panontaniana oe :mbola mis tia tanindrazana azo antenaina hanavotra 'ty firenena 'ty v any o any..?

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: $ongomby
Date: 10 février 2018 - 10:35

Aza matahotra ianao fa mbola maro no tena tia tanindrazana sy tsy matahotra ny ho faty, fa saingy tsy ho tonga eo amin'ny fitondràna mihitsy izy ireo satria:
- NY HALA-BATO DIA EFA IARAHA-MAHALALA
- SAIKA TSY MANAM-BOLA AVOKOA IZY IREO KA TSY HO AFAKA HILATSAKA HO FIDIANA MIHITSY.
- RAHA MISY MANAM-BOLA INDRAY DIA VAO MITONDRA HERINANDRO DIA HISY HAMONO.

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: AntiNationalistes
Date: 10 février 2018 - 11:32

Izahay aloha dia hitolona mafy hanazava ny saimbahoaka fa tsisy hilana azy ny fitiavatanindrazana fa ny fitiavana ny mpiray tanindrazana no tokony ho ketrehina satria ny tsy ditiavana ny mpiarabelona no mibahana ao antsain'ny olona mpidehaka ho tia tanindrazana
Hitler no raibe niteraka ny nationalisme dia jereo no nihafarany fa nandripaka olona marobe io teto antany ary mbola mifanavaka ny mpiray tanindrazana satria dedaka sy midehaka ho tia tanindrazana
Ny sasany aza vonona ny hampiasa bombe atomique mogitsy satria hono tia tanindrazana

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: AntiNationalistes
Date: 10 février 2018 - 11:38

Tsy ilaina ny nationalisme fa miteraka clanisme sy sectarisme dia mihafaea amin'ny halatra tsy mitsinjo ny ho avin'ireo mponina
Ny tany tsy mety maty na hanapoahana bombe atomique aza fa ny olona kosa ringana raha handatsahana bombe atomique
Mitaiza olona tsy mahay manaja ny maha olona ny nationalisme
Nationalistes aby na Trump.na Kim Djong homana

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: Fisaka
Date: 10 février 2018 - 11:56

Dia malahelo kos'ah milaza aminareo fa ôtran'ny efa sarotra lôtra ny ahitana ny rariny an !



Vitan'i Songomby ny résumé !
Ts'hisy hidikizo amin'zany fa mamy ny vady amanjanaka ! Ato an-trano milamina ts'hisy manohitohina k'hanin'eo ah harary ?

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: A.N
Date: 10 février 2018 - 13:15

Tsy hitako zany résumé an'i Songomby izany fa ny hitako sy hitampoko hitampirenena aloha dia saiky olona mpangalatra aby no mialokaloka anatin'io fitiavana tanindrazana io nefa manandevou ny mpiray tanindrazana aminy no ataony
Dia midehaka ho tia tanindrazana avy teo
Bombe atomique aza sahin'ilay nidehaka ho tia tanindrazana nazera tamina olombelona iray planeta aminy
Manamaizina saina ny nationalisme

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: AN
Date: 10 février 2018 - 13:20

Hitler sy ny akamany no nanaparitaka ity nationalisme mandripaka zanakolombelona ity
Ka lasa zohy fiheren-jiolahy ilay resaka
Tany@ taonjato faha 20 ity resaka nandrebirebena saimbahoaka ity no teraka ka @ taonjato faha 25 indray ngamba ny gasy vao ahatakatra fa tsisy hilazavana azy ny nationalisme miteraka sectarisme sy clanisme

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: $ongomby
Date: 10 février 2018 - 13:54

Tsindriako fa ny tia tanindrazana teneniko dia ny patriotes fa tsy ny nationalistes. Raha ny tokony ho izy dia ny tafika no tokony ho fitaratry ny fitiavan-tanindrazana satria ny tarigetrany dia ny hoe : Ho an'ny tanindrazana.
Mbola maro hoy aho ny tia tanindrazana. Dikan'izany dia mbola tsy very fanantenana ho an'i Madagasikara aho. Mbola hipoaka ny sarom-bilany.

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: NdaoAry
Date: 10 février 2018 - 16:30

Tafika mpampanofa basy ho entina hanendahana vahoaka miasa sy tsy mangalatra ve dia inona
Ilay patriotisme io mihitsy no nentin'i Hitler nandrebirebena rainiboto teto t@ taonjato faha 20 ka inona ndray ary ity karajia miala bala ity
Toetra tsy hananan'ny gasy ngetotra izany patriotisme izany f'aza be fialana bala ry Songomby a
Apoahy ny fatana fa ny vilany efa dila niaraka t@ laoka tao anatiny
Na.patriotisme io na nationalisme teny vide de sens izany eto Gasitara e
Jereo ireto nareo mifanambaka sy mifampisoloky dia mifamosavy sy mifamono fotsiny
Volondoha aza mbola hifanavahana e

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: $ongomby
Date: 10 février 2018 - 16:57

Ianareo angamba no tianao lazaina fa diso fanoratra ianao. Sa mba lazao amiko hoe iza no nampanofaiko basy na novonoiko na nambakaiko? Aza miteniteny foana rehafa tsy mahafantatra ahy ianao.
Rehefa tsy tianao fotsiny i Madagasikara dia mijanona any ivelany any fa aza mivovo aminay eto.

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: Mpiserana
Date: 12 février 2018 - 07:54

Songomby> Ny an'io SansPseudoFixe io ny hanabaty sy hitsikera sy hanompa ihany no hainy, fa ny hitondra vahaolana, aotra!
Nefa raha manana vahaolana koa aza izy, dia tratran'io lazainao eo ambony io, dia tsy afa-hihetsika.

Ny fahitako azy izao, dia ny tafika aloha no mila hamboarina, mba tsy ho voavidim-bola.Fa hiverina @ tarigetrany tokoa, dia ny hiaro ny vahoaka @ fitakiany ny zòny sy ny asan-jiolahy...Sarotra, nefa tena tokony hitadiavana làlana.

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: PseudoMiovaova
Date: 12 février 2018 - 09:29

Tsisy sosokevitra omena gruitement anareo ry songomby sy ry taranaka pisodia nandroba sy nandrotika ary nampitondra faisana ny vahoaka mahantra eto
Fa any @ taonjato faha 25 nareo vao ahatakatra fa ny nationalisme sy ny patroitisme ary ny tribalisme sy clanisme dia iray ihany sady tsy ilaina

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: PM
Date: 12 février 2018 - 09:35

Nareo taranaka mpilaiso sy mpamotika tanindrazana midehaka sy milaza tena ho tia tanindrazana ireo no lazaiko eto hoe fanetriben'ity tany ity
Soa fa mbola sendra vahoaka bonaika sady dondrona no maizintsaina ianareo fa raha tsy izany efa notinapadoha jiaby nare mpilaiso.sy taranaka risoriso ireto

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: GBKP
Date: 13 février 2018 - 09:57

Rehefa adihevitra avo lenta mikasika fahadisonkevitra dia tsisy hita ry élites satria mampiasa saina ny mieritreritra sy mandinika ny fahamarinana
Fa raha ity resaka nationalisme niteraka ny ady lehibe roa ( ny fahatelo tsy ferana)ity no alalinina tsy tazana intsony ny élites tia tanindrazana (hono)
Fa raha hoe alefa aiza reto bois de rose endak ireto?
Avy dia kinga ery ry fatsorama sy ry fatsoraly mahita lalambarotra any Chine
Izay ilay gasy

Options: Répondre
Re: Mbola misy Mgsy tena tia tanidrazana ve any hoany eto Mkara?
Par: WAZERTY
Date: 13 février 2018 - 10:04

Raha fintinina ny resaka dia fatsora be ny gasy pidehaka ho tia tanindrazana raha vao fivarotana tanindrazana no atao fa raha vao resaka mampiasa loha ho entina manatsara ny fiainam-bahoaka no atao avy dia tsisy hita intsony ry ...ndnavany
Izay ilay gasy.
Dinitry ny tavan'ny tantsaha mamoky aza mbola gamoiny sy hiadivany varotra ihany eraky ny tsena

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg