Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: aldien
Date: 11 février 2018 - 21:20

*****
fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!!

******?
Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary vehivavy fohi2 eo ho eo @ ny 1m50 eo ho eo, somary petaka orona no somary petsapetsana no be resaka; eo @ la vingtaine eo ny taonany. mampitandrina ahy satria nisy mpiara-miasa ko izay naka azy, ary nanana olona taminy satria io mpitaiza io, dia na hoe fetsi2 sy mahay raharaha aza, dia maizin-tsaina ary tena mahavaon-doza mihitsy. Ny fahitako an’ilay fitatarain’ilay namako, dia vehivavy maty ravavy izy io, ary kamboty (maty ray) koa, fa ny zavatra nataony dia tena zavatra faran’izay loza satria..asa izan loni2 nananany t@ lay namako, fa nampinanany an’ireny pile irony zazakely van 2 atone ary tena tena tsaika ratsy satria vaky io pile io ary efa nisy kely lasa tan @ lay zaza!!!! amigo aloha, manana olana ara-tsaina io mpitaiza io fa imani hoe, try « visible en surface » lay probleme io. Mazava ho azy moa fa tsy voatery olana manao fihetsika adala ny olona manana probleme ara -tsaina (idée recue be izany). Mampitandrina an’y rehetra ny tenako satria amiko, mieux vaut prévenir que guérir!!! raha misy olona any mampiasa anti mpitaiza io, dia alro tenenina izy sao dia sanatria re tompoko, mise mahazo an’ny zanak’ireo olona ireo, ka faotana be izany raha tsy miteny ianareo.

NY mahagaga anefa, dia inlay namako io, no-traiter azy tsara, no lady noraisiny aotran’ireny hoe presque zanany ireny mihitsy io mpitaiza io; hay kay icy ity, vehivavy satana, no lady mahavanon-doza. Notatarain’ilay namako io tata aoriana, fa io ankizy mpitaiza io, ny fanaony, dia mikôty an’ireo mpiasa miasa ao amin’ny (gardiens, charpentiers, etc….) ary ny zavatra mampalahelo, dia nisy tamin’ireo niafara nisaram-panambadiana, potika tokatrano mihitsy satria ity mpitaiza ity, atany mihitsy izay hampandre an’izay « relation » amin’ireo ramatoa vady tsirairay, any ka potika ilay olona tratra.

I Lalatiana (Lala) no anarany, eo @ 19-20 taona eo ho eo izy, eo @ 1m50 eo, maty Ray, maty zandry (ce n’est pas une excuse), ary nahavita tsaika hanampoizina zanak’olona tsy mana-tsiny ; ny fihaviany, avy @ n’iny coté Imerintsiatosika-arivonimamo iny no fihaviany (tanana tsy lavitra ani’ireo faritra ireo); izy jejojejo, tia mana pantalon Jean ireny, tsotra volo, zarazara oditra, matsetsaka fiteny, somary kinga saina (dangereux fa mitandrema) sy be resaka, havo feo ary somary bebe motora ambany.


raha misy mpitaiza tafiditra @ ireo critere ireo, aleo mailo ary mamapafantatra haingana ireo olona mampiasa azy mba hisorohana loza, indrindra ho an’ireo zanany na koa, ny zanakareo.
AZA mampividy na mampanao sakafo an’io olona io fa tena mahavanona zavatra izy, aza mamela azy irery miaraka @ zazakely. Misy sariny any @ bamako any fa mbola tadiaviny fa raha sendra hitanay, mety ho poster-ko eto ihany, fa ireo aloha ny description Raha za ianareo, ampiratao amin’ny namana manana zaza any satria met hanampy be any zany.
Adidiko ary adidin-tsika rehetra no miteny ary mampafantatra ny rehetra izar trangan-javatra izany.

Mila mailo koa ianareo @ mpiasa sasany ireny fa izahay tato nanao an’ireny camera chaee ireny, fa tena ooooo re olona ooooo….. grave ny zavatra hita: ao aloha ny hala-pihinana, ao koa ny resaka maka jus ao anaty frigo, dia tonga dia misotro ary tonga dia averiny ilay jus avy eo; ny loza dia izahay anefa, ao an trano aminio fa any @ salle hafa fotsiny.

Mila mailo koa ianareo @ ireny chauffeur ireny. Tato2 zao, firy ireo chauffeur an’olona tratrako mi-klax olona eny @ ireny station de bus ireny, dia tonga de miakatra ireo olona; izany hoe, manao papango ilay chauffeur ireo. Teo analamahitsy teo izay vao volna vitsi2 izay, nisy chauffeur n’na 4x4 kely gris izay, nidina avy aty ambatobe, naka olona teo akaikin’ireo fasana ireo (tena à 30 mètres ilay sortie an’ilay lalana avy any ambatobe io mihitsy), nanao manoeuvre ary niverina niakatra direction ambatobe….fa tena notebahako hoe « tsy mahatonga lavitsy io e », fa de aleo re olona mailo ihany fa tena ireto mpiasa ambany ireto, vorika ny ankamarony.

Misy aza ny an’izay namako izay, mpiasa efa niasa tao 4 taona, efa nantokisana be …. nangalatra vola 60 Millions. Tena choc be ilay izy ho an’ilay namako na dia hoe nidoboka any am ponja aza io olona io izao.
Fa aleo aloha, mailo ihany fa tena aza mahatoky mpiasa izany, surtout hoe izy no manao sakafo, satria mety sanatria hanavovany zavatra iny dia iano no voa eo sanatria.

Options: Répondre
Re: Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: tsyhoemiaro
Date: 11 février 2018 - 22:10

aldien> Tsy sanatria izao miaro an'ilay mpitaiza fa saingy kosa matoa izy mahavita an'izany de misy antony ao mety no traiterny namanao ratsy izy. Ianao tsy hoe miara mimpetraka @ny namanao 100% fa mihaona indraindray ka tsy mahalala izay fomba fitondrany azy ao. Samihafa anie ny olona e rehefa @ny namany izy anjely latsaka antany fa rehefa @ny mpiasany izy dia hafa ihany koa. Ka ilay hitanao ilay endrika anjely fa tsy ilay mampitahotra hitany ilay mpiasa isan'andro.
Lazao ny namanao fa ny secret fitondrana olona dia mila mitondra olona tsara ianao dia hajainy olona koa ary tsy hisy anao ratsy anao izany eo raha mahay mitondra olona tsara ianao.

Ary koa tsy ny olona rehetra akory no ratsy sahala @ny hoe ianao izao manana ny toetranao ny namanao hafa ihany koa dikany dia hoe misy foana ny ratsy sy ny tsara eto antany fa tsy hoe mitandrema ianareo @ireny mpitaiza ireny nefa mety avy any @ny mpampiasa ny faute nahatonga ny mpiasa ho tezitra ka nanao zavatra ratsy azy.

Options: Répondre
Re: Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 09:24

aldien << esory ilay ""correction automatique""" am ordi na phone-nao fa hitako mandreraka be !!!
- midira ao am parametres,..., clavier => desactiveo ny ""correction auto""" !!!
>> zay fa dia mazoto !!!!

Options: Répondre
Re: Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: Tsy azoko
Date: 12 février 2018 - 10:29

Olona sahy manapoizina tsotra izao kosa ve dia mbola arovana ihany ry tsy miaro à?

Options: Répondre
Re: Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: dezy bota
Date: 13 février 2018 - 11:59

aldien >>>>> Nangalariny angaha ny vadinao?

Options: Répondre
Re: Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: vivien 77
Date: 13 février 2018 - 17:44

Mila mailo koa amin'ny patirao manakarama kely nefa be exigence , ao ny mpanolana , ao ny tsy manome karama, ao ny tsy manome sakafo ara-dalàna, ao ny mampaory mpanampy amin'ny tany !misy Antony ao matoa manondrana izy!

Options: Répondre
Re: Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: tsyhoemiaro
Date: 13 février 2018 - 23:27

vivien77> tena tohanako ny hevitrao marina 100% ny zavatra lazainao.

Mitovy hevitra aminao mihitsy izao hoe misy antony ao matoa izy manondrana izy. Tokony mba alaina ambavany koa lay mpanampy ahahalalana ny marina fa ny vy akory tsy mikitrana irery.

Options: Répondre
Re: Mila mailo @ ireny mpiasa sy mpitaiza ireny
Par: TSSS
Date: 15 février 2018 - 08:18

misy atony ao matoa manao an zan izy. iza ny olona faly manapozina zan? misy antony ao ary mety zay no ts fatatrao

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg