Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: Mpiserana
Date: 12 février 2018 - 08:51

Tsy naniry an'izao ny malagasy raha nifidy Mpitondra.Tohina ny fò maheno ny habibiana etsy sy eroa, ny fahantràna,ny fidangan'ny vidim-piainana, ny loto sns...EFA TSY RARINY INTSONY, EFA TENA TSY RARINY INTSONY!!!

Tsy tokony hanongam-panjakàna izany aloha isika an.Efa miandry tataka fotsiny ny mpanararaotra, dia vao maika hivarina an-kady tanteraka ny firenena.
Vao mihetsika maneho hevitra koa anefa dia migadra, vao mihetsika dia emmoreg @ 4X4 sy camions, vao mihetsika dia maty.

Ny hevitra hitako:Andao hentanina HANANGANA SAINA FOTSY ISAN-TOKANTRANO NY OLONA @ andro anankiray.Tsisy resabe fa ady mangina.Tokony ho tsapan'ireo gaigilahy eo @ fitondràna ireo hoe AOKA IZAY FA RESY NY MALAGASY!

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: hadj
Date: 12 février 2018 - 09:20

ireto mpitandro filaminana sy fitsarana ireto mihitsy no tena tsisy ilavana azy, rehefa ny madinika haindry zareo no mampiatra ny lalàna

@ zao dia mbola mety averina "hono " ny concours na police t@ juillet 17 satria mbola tsy nivoaka h@ zao stria toa midrikina ny lehiben' ny police tsy manaiky ny kolikoly avy any @ vavy ambony

mitovitovy @ zay koa ny concours na douanes

izany moa ka aiza no tsy anjaka ny kolikoly

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 09:27

ny mahagaga am ty tantara ity dia :
- saika olona solafaka very fihinanana no betaraina am fiainana ary manameloka ny fitondrana !!!
>> ny olona niasa sy tafita kosa dia tsy mametraka olana fa manohy tsara ny fiainany !!!

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: Mpiserana
Date: 12 février 2018 - 11:24

belapin> "olona solafaka sy very fihinanana no be taraina".
Tsss Rehefa tsy miaina eto Gasikara dia aleo mangina.

Efa tena MIHATRA @ TAOLANA NY FANGIRIFIRIAN'NY MALAGASY:
Tsy hiresaka "insécurité" sy loto sy làlana simba... intsony aho, satria ireny efa HIGAGANA,

fa

- Ny 4mis nisy hatrizay mba nihinana vary 1kap/10, lasa nitsindroka zôridira
- Ny mpiasa- mpanjakàna niaina t@ antonony taloha, lasa 4mis mihinana vary 1kap/10
- ireo olona mba nanana "moyens" nividy fiara kely, lasa namadika ny fiarany ho taxiville
- Ny mpiasa very asa nanomboka 2009, tsy maintsy mihinana, tsy maintsy mampiana-janaka, lasa nivarotra amoron-dàlana.
-Ny tambanivohitra sahirana noho ny ataon'ireo "collecteurs" lasa niakatra an-drenivohitra hivarotra amoron-dàlana,chauffeurs taxibe sns...

Fantatr'i belapin ve manao ahoana ny fahefa-mividin'ireo olona ireo @ zato vola raisina kely isam-bolana na isan'andro, manoloana ny fidangàn'ny fiainana aty Mskara?
Fantatr'i belapin ve ny vidin'ny vary izao? fantatr'i belapin ve fa 80 000Fmg/70 000fmg ny kilaon'ny henakisoa- 60 000fmg ny kilaon'ny henomby- 70 000fmg ny kilaon'ny trondro???20 000fmg ny tomates, 15 000fmg/20 000fmg ny kilaon'ny voankazo (poara-voaloboka...)Akondro avy aza izao no vidiana 10 000fmg ny kg?

Ny olona miasa marina tsy tafita eto izany.Mihondrana any am-pita izy vao mihatsara ny fari-piainany

Ny olona tafita eto:
- Mpitondra mpanao risoriso
- Généraux mpitari-tafika mandray tsolotra avy @ mpitondra
- Mpitsara sy Avocats mpanao risoriso
- Sinoa sy karana manana tranom-barotra sy orinasa lehibe
- Ireo vahiny miasa sy mipetraka eto Mada

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 11:38

Mpiserana << lainga v ilay oe Madagasikara dia tany manankarena ?????
- an'iza ny hadisoana na ny havendranana raha lasa mahantra velona ny mponina ?
- sodé zavatra notediavina noho ny vokatry ny akamoana izao ????
- rhf tsy mihetsika anie ianao ny J-X dia mizotra miharatsy io ny J sy J+1, ... J+X !!!!
- mahagaga fa ny karana tsy tompon-tany indray no lasa mpanefoefo !!!
- ny gasy aleony makany ampita hitady ravin'antitra
- ny karana sy ny sinoa nefa faly ery nipetraka manorina orin'asa eto dago !!!!
- ...
- ny vary ny votabia,... miakatra be daholo hono dia tezitra v ny tambanivohitra sa ???
- ...
>> ntssss !!miverena any ambanivolo raha tsy tanty intsony ny fiainana ao am ville e !!!!

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: Mpiserana
Date: 12 février 2018 - 12:20

Marina be, Mskara tany manankarena. Fa tsy nanasoavana ny sarambambem-bahoaka ny fitrandrahana azy fa nobakòn'olom-bitsy.
-ny fahadisoana dia an'ny mpitondra tsy nahay nitantana ny harem-pirenena fa mpangalatra sy tia tenairay trano.
- misy aloha ireo sarangan'olona kamo e nanantena fa rehefa tonga eo @ fitondràna ilaikely io dia hanaterany vola eo am-pandriana ,marivo salosana dia nentin'ny olona nanao "coup d'état" dia izao niafara @ fanjakàn'ny baroa izao. Zavatra notadiavina ny an'ireo saranga ireo t@ 2009.
-karana tsy tompon-tany fa "mpandoa écolage" no lasa mpanefoefo.
- Mankany am-pita satria na manam-pahaizana sy hiasa tahaka ny inona aza eto, rehefa tsy havana na naman'ny mpitondra, ministra... dia tsy mahazo rariny na @ fianarana na @ fitadiavana asa
- Faly ny karana sy ny sinoa satria SENDRA IZAY MPITONDRA VENDRANA MPIVAROTRA TANINDRAZANA
- Miakatra ny vidim-bokatra, ny mpanelanelana no faly mividy mora ny vokatra @ tantsaha, dia maka tombony avo 10 heny avy eo.

>> Ny hiverina any ambanivohitra tsy olana, satria ny tena manana risi-po, fa ahoana ny fitsaboana? ahoana ny fianaran'ny ankizy?.. Angaha misy niraharaha izay hampiasa ny volam-panjakàna tao @ Ministera hitsinjovana ny tambanivohitra t@izany, fa ny nanao tranobe ho an'ny Ministra sy ny forongony no nahamay!!!

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 12:36

Mpiserana << tsy vitan'ny fitarainana intsony leroa zao fa mila mihetsika hoa e !!!
- ireo sinoa sy karana ireo anie ka tany am faritra lavitra no niantombohany eh !!!
- nahita hevitra tam fampianarana sy fitsabona ihany anefa ry zareo tamzany !!!
- ...
- zay nahavita trano be dia aleo azy ny azy fa ny anao banjinina zao !!!
- ...
>> minoa ahy ianao fa afaka 3 na 4 toana dia hisy vokatra ny ezakao !!!!!

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: Mpiserana
Date: 12 février 2018 - 12:50

belapin> F'iza no milaza aminao fa tsy mandeha ny fiainan'i Mpiserana? F'iza no milaza aminao fa tsy misy vokany ny ezak'i Mpiserana?

Fa antra ireto mpiray rà ny tena dia manao soso-kevitra sy miady hevitra eto @ forum.

Heverinao fa tsy vaky moa ny fò maheno zazavavy kely 12 taona voaolana?
Heverinao tsy ontsa moa ny tena mahita ny mafy ady mividy mora na mitsindroka voankazo lò?
Heverinao tsy malahelo moa ny tena rehefa hangatahin'ny mpiara-belona vary 1 vilia hohanina sy vola fanampiana kely entina ampianarana ny zanany?

Ka na inona lazainao foana eo, TSY RARINY HO'AHO, ARY MBOLA HISY FARANY ITY FAMPITONDRANA MANGIDY NY VAHOAKA MALAGASY ATAON'NY NAMANAO SY NY FMç ity!!!

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 13:25

Mpiserana << tsara zany raha mandeh ny fiainan' isé eto dago !!!!
- mba toroy ny ezaka nataon'ireo vahoaka hitan'isé fa sahirana fa tsy vitan'ny fahalelovana fotsiny !!!!
>> sa sao lasa mifaninana am isé dia very ny fihinanan'isé ?????

Options: Répondre
Re: Inona no tokony hatao manoloana izao fampitondràna ny mangidy ny Malagasy izao?
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 12 février 2018 - 14:38

Tsy misy azo atao

Ny hany sisa azo ao atao dia ny fandehanana mifidy

Efao ny adidinao

entano ny mpiara(monina ny havana, ny namana mba handeha hifidy

Aza eritreretina ny hoe vato iray izay halatsakao dia tsy manova na inona na inona amin'ny voka-pifidianana

Fa ny eritreretina dia hoe : raha tsy hifidy toa anao daholo ny olona rehetra, dia mihena ny taux de participation, donc mahazo vahana ny ratsy.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg