Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 09:20

amiko, misy toe-tsaina diso toerana ao :
- tsy ny tany hambolena no tsy ampy eto madagasikara !!!
- tsy mbola feno dahalo daholy ny ambanivohitra rehetra ary azo atao ny miaro tena !!!
- fiainana mitsipozipozy tsy ahitana asa akory eto am ville ka na trano hipetrahana aza tsy misy !!!
- zao, na ny vidina kapokam-bary aza mampikolailay !!!!
- ...
- ka hoy aho, maninn no mbola misalasala hanorina tokan-trano any ambanivolo ?????
- tsara mihintsy raha zanaka tantsah no alainao vady mba ho mora ny insertion !!!
- ny lahy hanambady vhv efa mahay manetsa, ny vavy hanambady mpitana angady efa za-draharaha !!!
- ny toro-hevitra hanananao dia atouts lehibe am fampitombona ny vokatra
- ny fianarana nataonao dia hahafahana mivarotra ny hatsembohana am tena vidiny
- ny .....
>> ka lazao ary ny antony tsy mbola hisafidiananao hipetraka any ambanivolo e ????????

PS : fiafiana 2 na 3 taona fotsiny fa hiadana ianao sy ny ankohonanao any ambanivolo avy eo !!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 09:58

tsy mbola olona simba saina toy ny eto am ville ny tantsah, tompoko ô !!!!
- ho raisiny hoy toy ny fiainakaviana enao rhf te hiara-monina aminy !!!
>> vomay faly ry zareo raha mikasa haka vady na hivady ny zanany ianao !!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: amour dans le pré
Date: 12 février 2018 - 10:24

asio version l'amoue est dans le pré ra belaps ao @ tvm

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: andynirina
Date: 12 février 2018 - 11:42

- ny vidin'ny vokatra eo @ tsena anaty surtout au niveau collecteur. Satria ratsy ny lalana dia tia kano tsy tia kano ny ataon-dry zalahy collecteur ireo.
- raha mbola mora ny avy any ivelany dia aleon'ny fanjakana manafatra toy izay manatsara ny eto an-tperana.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ramah
Date: 12 février 2018 - 15:42

tsy te hofaty ve rangahy raha hipetraka eny ambanivohitra aiza no halefa ny ordinateran-drangahy jiro tsy mandeha ny telephone tapaka ny jiolahy mamely ny vokatra azondrangahy eny antsaha ,mahalafosa anie rangahy kisoa 2 raha tsy ny aindrangahy no manaraka fa haka ny anjarany ry zalahy

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ezaka
Date: 13 février 2018 - 09:14

diso fihevitra ianao ry Belapin raha lazainao fa "accessible" ho an'ny rehetra ny fambolena. Raha potager eo an-tokotany mety vita fa raha ny hamboly aloha dia sarotra.
Tsy mora ny vidin'ny fitaovana enti-mamboly.
- Raha amana hectare maro ny tany tiana ho volena dia tsy maintsy motorisé ny fiasa fa very andro.
- Raha mampiasa olona ianao dia tsy maintsy ianao tompony no manaramaso eo fa tsy afaka mametraka olona akory hijery ny asa. Tsy miasa ny mpiasa gasy rehefa tsy andrasana ohatry ny omby. Hany ka lany miandry mpiasa ny andronao.
- Ny mpiasa mpamboly miditra @ 4h30-5h dia @ 11h mirava. Tsy mety miasa ny après-midi.Marina hoe efa 7h izy no miasa ao anatin'izay fa ny asa fambolena sy fiompiana tsy vitan'izany 8h de travail zany.
- Tsy maintsy manana mpiasa marobe ianao vao mahavita "shift" @ asa nefa tena tsoriko aminao fa vitsy ny olona mazoto miasa.

Aza lazainao aho hoe kely karama zany, fa aôna no tsy ho vitako irery sns sns..... efa teo taona maromaro zay ary mbola eo fa dia miady sy mifofotra. Tena sarotra ny asa fambolena fa tsy arakaraky ny be vava toa anao eto.

Ny olan'ny resaka tany tsy voalazanao. Marina fa midadasika Madagasikara fa ny resaka fafanan-tany eto tena isan'ny sarotra. Raha tsy nandova tany betsaka avy t@ razam-benao ianao dia tsy manana anjara. Diso hevitra ihany koa ianao fa efa manan-tompo ny hakamaroan'i Madagasikara fa tsy tany tany fotsiny eny.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 13 février 2018 - 09:37

Valiny :

1 - Aleo mahantra aty andrenivohitra toy izay manana any ambanivohitra.

Satria tsy voavidim-bola ny "Aina".

Any ambanivohitra, mandry andriranantsy ny mponina

Mandry tsy lavo loha

Satria manjaka ny tontakely sy ny dahalo ary ny mpanao hala-botry

2 - Ny mamokatra aza, na milamina aza ilay faritra, sarotra ny famoaham-bokatra, voatery miantehitra amin'ny mpanangom-bokatra, mazava hoazy fa dia vidiana mora ny vokatra, vokany tsy mahaleo ny sarany ny vidiny, fa ny mpanangom-bokatra ny ireo mpaninjara no mahazo tombony bebe kokoa.

3 - Lavitra toeram-pitsaboana moderne, lafo ny saram-pitsaboana rehefa marary satria voatery mandeha tongotra kilomètre maromaro, Ny CSB II zara raha misy fanafody.

4 - Tsy afaka manitatra ny tany fambolena, satria mihalafo ny vidin-tany, mitombo ny taranaka,na te hanitatra ny velaran-tany hamokarana az, dia mnanalvitra ny làlana famoaham-bokatra. Araka ny tenin'ilay ranamana io ambony io, tsy moramora ny mamokatra ka afaka mivarotra ny ambim-bava, fa famokarana hoan'ny fianakaviana no azony atao : économie de subsistance.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 13 février 2018 - 09:47

ezaka << misotra anao lony namaly ampanajana ny sujet !
- araky ny ps-nao dia mila ezaka ny asa rht ary ao anatiny ny fambolena !!!
- ankoatra ny sampona mety mahazo dia azo hatsaraina tsara ny rendement ny vokatra !!!
- ny tantsah tsy nianatra dia saika mbola ilay nentim-paharazana no fomba fambolena !!
- tsy mahagaga raha zara mahita 1tonne(varifotsy)/ha !!!!
- ...
- ianao nianatra dia mahalala fa azo atao ny mahazo rendement +5tonnes/ha !!!!
- ilaina zezika, fitaovana, olona hoy ianao indray eto !!!
- ie, raha te hivoatra sy te hanana bebekokou dia tsy maintsy ao antsaina izany !!!
- raha ampiasa olona ohtra dia tsara raha "latasy" par are = 1omx1om no karama omena !!!!
- eto dia ny mpiasa ihany no hitondra ny angady hiasany ny taninao !!!
- ...
- tokony ho fantatrao koa ny fomba famarotana ny vokatrao !!!
- io vary io zao dia minoa ianao fa hiakam-bidy isan-taona/isan-taona !!!!
- hanakarena ianao afaka 3 na 4 taona raha milofo sy manitan-tsaina !!!!
- ...
>> mety misy tompony ny tany maro hoy ianao fa ... ny taninao lony dia voajary sy mahavotra !!!

PS : 1ha => 5t de riz => 5000 x 10000 = 50 millions fmg => ka raha 5ha azo volena 2fois/an manahona ?

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ramah
Date: 13 février 2018 - 11:00

PS : 1ha => 5t de riz => 5000 x 10000 = 50 millions fmg => ka raha 5ha azo volena 2fois/an manahona ?dia ny hampitson'io ialahy dia eny amin'ny morgue dia halevina afaka heritaona tsy hita ny taolandrangahy fa lasandry zalahy

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 13 février 2018 - 11:09

itony ramah itony v tsy mahay raha tsy mivalana e ????
- sa akaiky indray ny valatay dia manondrana ????
- resaka fampiroborobona ny fambolena ny eto am 'ty sujet ity leroa !!!
>> afaka manokatra sujet mikasika ny insecurité isika hijerena vahaolana amzany !!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ezaka
Date: 13 février 2018 - 11:29

Belapin: tena tsy anatin'ny compte-nao mintsy ny charge zany a!!!!

mety 10 000 000 ar ny miditra fa ny charge ko jereo e!!!!
ny semence, ny mpiasa, ny machines agricoles, ny asa rehetra, ny zezika .....

Raha tsy tanimbary efa lonaka ny taninao dia vola mivôka daholo izany.
Raha tapo-tanety ny taninao dia ny adduction d'eau (minoa ahy fa tena lafo tena lafo ny resaka rano), tsy maintsy mila tracteur (raha hividy, tsy an-jaza ny vidiny: mbola investissement be, raha hanofa vola hafa ihany koa)


Ny resaka vary koa indrindra tena miankina be @ aléas climatiques dia tsy sûr io 5t à l'hectare io.

Izahay zao anisan'ny miezaka mafy tsy hividy vary isan-taona @ zay tanikely anana fa tsoriko aminao fa tsy maintsy hividy @ taona ho avy iny fa simba potika, lo rava ny fambolenay t@ ty voalohan'ny taona ity.

Ny ezaka tena atao fa miady irery. Ny resaka fambolena tena resaka investissement à long terme. Tsy maintsy manana fond de roulement matanjaka. Raha rangahy mamboly dia tsy maintsy miasa karama isam-bolana ny vavy fa raha tsy izany dia tsy tafa. Ianao koa tsy hoe hanao mpamboly dia ho voro-kitsay ny fiainanao.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 13 février 2018 - 11:47

ezaka << tsy ny cas-nao personnel lony no hijerena vahaolana eto !!!!
- manazava am akapobeny ny mety ho tombontsoa azo am fambolena aho !!!
- ekeko fa misy tokoa ny charges fa minoa ahy ianao fa eo am 4.ooo.ooo Ar/ha eo raha b !!!
- raha hampiasa fitaovana dia tsara atao miandalana ka motoculteur fa tsy avy dia tracteur !!!
- 5 tonnes/ha en moyenne no resaka eto satria any japon aza mahatratra 20 tonnes !!!
- ny gasy raha mihinam-bary 1 kapoka/pers/jour dia 100kg/an /personne eo zany !!!
- tany 1/50 ha dia mahavita 100kg io raha voly moderna na 1/10 raha voly traditionnel!!!
- ...
>> fa firy kay nareo ary firy ny velaran-tany volenareo vary no lazaina fa tsy ampy anareo ???

PS : ny banky dia vonona hanome credit am famokarana mahaomby toy ny vary, tompoko ô !!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ,,,,,,
Date: 13 février 2018 - 11:51

belapin < l'xemple vint d'en haut, asaivomande mipetraka any ny filoha MIVADY eh,mba hitana angady sy hanetsa HO MODELY,mba haka vilona sy hiloloha mololo

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ,,,,,
Date: 13 février 2018 - 11:54

diso tsipelina, l'exemple vient d'en haut

l'xemple vient d'en haut, asaivo mande mipetraka any ny filoha MIVADY eh,mba hitana angady sy hanetsa HO MODELY,mba haka vilona sy hiloloha mololo

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 13 février 2018 - 11:55

misy zardaina fambolena tokoa ao Iavoloha ao hoan'izay tsy mahalala, tompoko ô !!!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ,,,,,,
Date: 13 février 2018 - 13:11

belapin< matoa ny firnna mbola mahantra ka andrasana hatramin ny 2030 de fa tsy ao iavoloha intsony izy no tokony hamboly sy handroaka omby,

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: dgagaenao
Date: 13 février 2018 - 13:32

Ka maninona moa ra atombok'i belapin zay nanome sosokevitra lay izy e,tsaratsara kokoa mantsy ianao lay manana hevitra mihitsy no manao azy amizay tonga dia misy porofo mivaingana ho an'ny manodidina no sady modely rahateo,tsy mila antso avo akory @zay fotoana zay fa tonga dia resy lahatra avy hatrany ny rehetra.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ezaka
Date: 13 février 2018 - 13:52

ka ny cas-ko aloha no fantatro dia izay no entiko anazavako ny hevitro.

Ny banky tompoko tsy mi-financer izay te hamboly rehetra. Aza fahanana lainga ny olona.

Ny tena tsara dia mamokatra izay sakafony na manao sakafo izay vokatra ananany. Ny ambiny varotana fa .....

Sarotra be ny miresaka @ olona toa anao. Ny hevitrao ihany no marina fa ny hafa dondrona sy kentrina daolo.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 15 février 2018 - 07:48

ezaka << sahala am isé zara miasa tany 1/2 ha ny akomaroan'ny tantsah ka tsy mahagaga raha :
- tsisy fandrosoana nefa ny zaza ateraka no vokarina be ( 6,7,...12) !!!!
>> ka hoy aho eo : rhf akamon'olona ihany dia mba ahenao ny isan'ny vava homana (denominateur) !!!

PS : ny tantsaha any Asia dia maasa tany eo am 4ha/an/famille eo ary vitany am angady !!!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: ezaka
Date: 15 février 2018 - 09:37

belapin--------------- tsy misy fantatrao ny momba ahy. Aza mitsaratsara fotsiny @ zao. Zà ko tsy hiteny amin-drangahy hoe firy ny velaratany volenay mianakavy. Tsy fantatrao na firy na firy ny zanakay. Mety tsy miteraka ary izahay.

Raha samy vantambatam-piteny tsy mahaovoka ahy raha izay rangahy fa ny fanajana ny hafa koa mba asiana ihany.

Sady tsy misy ilàvana azy no tsy dia misy tanjona loatra ity topic ity afa-tsy ny hanopàna ny hafa fa rangahy ihany no tena mahay sy fanaperana.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: gasybabakoto
Date: 15 février 2018 - 09:41

Ny mahatonga ny olona hiakatra an-tanandehibe dia tsy ampy ny foto-drafitrasa eny ambanivohitra, tsy misy fitsaboana, tsy misy fianarana, tsy misy fandriampahalemana, tsy ampy ny famatsian-drano sy ny jiro.

Fa eo koa ny akamoan'ny olona tsy te hiasa mafy fa manantena vola mora @ ny fivarotana etsy sy eroa

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: Full Metal
Date: 15 février 2018 - 10:07

Raha tena jeren'ny fitondrana tena lalina ny resaka olana ambanivohitra dia handroso ity Madagasikara ity.

Izaho manokana izao raha ny tiako dia hipetraka any ambanivohitra fa saingy
- Tsy mba manana ambanivohitra ankory izahay izany hoe tsy manana tany satria efa ny arrière-grand-père anay no efa teto andrenivohitra.

- Raha omen'ny fanjakana tany ary raha misy olona maromaro vitsivitsy hoe hanagana tanana vaovao toy ireny pionnier tamin'ny conquête de l'ouest tany US ireny dia mazoto be aho.
Io tanàna vaovao io asiana gendarme sy misy dina mazava tsara.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 15 février 2018 - 10:27

Full Metal << misy tokoa fanomezan'ny fanjakana tany hoan'ireo olona vonona !!!!
- olona afaka hikarakara kosa anefa no ilaina fa tsy olona """"zero amposy"""" !!!!!
- vidina mirary eo am 1.5oo.ooo fmg/ha ary tsy latsaky ny 10ha kosa no homena anao !!!
- ny hangatahina anao dia ny manjary ny tany ao am anatin'ny 5ans !!!
- raha vitanao moa zany dia ho soratana aminao ny tany, sinon miverina am fanjakana !!!
- ...
>> rhf tena vonona leroa dia aza misalasala maka renseignement ao am ministeran'ny fambolena a !!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: Full metal
Date: 15 février 2018 - 11:11

Amiko tokony politique ambony priorité indrindra an'ny mpitondra ny resaka fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra miaraka amin'ny resaka angovo sy fampianarana.

Ny tontolo ambanivohitra izany tokony hisy politique tena karazana "New Deal", tena ary mediatisé sy ampahafantarina eny amin'ny fokontany eny hoe iza no mazoto handeha hoany ambanivohitra.

1-
Ka ao anatin'izay "New Deal" izany ny fijerena vaha-olana tena radical amin'ny resaka tsy fahandriampahalemana amin'ny tontolo ambanivohitra. Ohatra azo atao amin'izany ny fampitombona ny isan'ny poste de gendarmerie, fampitombona effectif sy ny équipement an'izy ireo ary fanatsarana ny condition an'izay manao izany. Tsara raha ireo tanora local ihany no recrutena amin'izany fa formena aloha mazava hoazy. Ary tokony ho ambony be ny resaka contrôle sy suivi.
Fanaovana lalàna hanomezana fahefana kokoa isaky ny fokontany amin'ny fanaovana andromasom-pokonolona ary fiarahana miasa amin'ny mpitandron'ny filaminana.

2-
Fijerena manonkana ny resaka fananatany sy fizarana vaovao tany, mila reforme agraire mihintsy izany fa olana io.

3-
Fanaovana politika afahana manome vahana coopérative agricole matanjaka, ny fisian'ny coopérative afahan'ireo tantsaha manao zavatra tsy voatery mila vola be. Ohatra hoe raha misy coopérative na ny fifidianana matériel sy machine agricole aza mora. Mety mora koa ny miady amin'ny resaka halabotry rehefa misy coopérative.

Raha misy coopérative solidaire kokoa na ny lalana aza raha simba be tsy voatery hiandry fanjakana fa ny fiarahamihentana fotsiny dia efa mba manova zavatra.

4-
Amin'ny firenena matanjaka misy subvention daholo hoan'ny agriculteur, tokony hisy an'izay ko eto na dia resaka masom-boly sy zezika fotsiny aza.

5-
Tokony hisy effort be ny resaka électrification rurale na dia jiro fotsiny aza, satria ny any ambanivohitra matory mialoha be fa tsy misy jiro nefa mbola tokony hiasa sy hisy activité économique ny hariva.

Sns, sns

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 15 février 2018 - 11:27

Full metal << tsara ny hevitr'isé fa :
- ny hevitra hafa, ny vola ilaina amzany koa hafa !!!!
- raha io hevitr'isé io no tanterahana dia mila eo am 500€/famille eo !!!
- ny olona hafa koa dia "moa v azo hovaina ny toetsain' ny olona efa simba ireo !!!!
- ....
- amiko, ny avenir ny taranaka am generation manaraka no tsara tsinjovina !!!
- nisy soso-kevitro izay oe """""""""alloc 50€/mois par famille"""""""" !!!!
- terena hametra sy hitaiza (fianarana, fitsaboana,...) ny zaza kosa ary twx d'interet general raha ilaina
- ( jereo ao lé sujet navoakako ny details raha liana)
- ny sisa rht dia aleo lony ho privé (sekoly,dipensaire,...,tsena, fambolena sy fiompiana lehibe,...)
- ...
>> io 50€/mois/famille sahirana io amiko no azo tanterahana eto dago amzao fotoana zao !!!

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: Full Metal
Date: 15 février 2018 - 12:18

Izay mihintsy no diso be amin'ny heritreritr'isika malagasy hoe raha tsy misy vola tsy mahavita zavatra. Ary io vola io tsy misy raha tsy avy any ivelany.
Azo heritreretina hoe toin'ny entreprise ny firenena, ary mila vola. Fomba roa, na mihindrana vola amin'ny banque, na ampitombona ny chiffre d'affaire, na ahena ny dépense.

Ilay voalohany mitovy amin'ny hoe vola avy amin'ny bailleur
Ilay faharoa moa izany amin'ny maha Etat azy tsy mitombina
Ilay fahatelo kosa possible.

-Na any Frantsa aza nanomboka tamin'ny majoritaire ny LEM dia miala daholo ny avantagen'ny député.


- Eto Mada inona daholo ny avantagen'ny ministre? député? sénateur? tena ilaina ve ny parlement bicameral eto? nampiova inona ny fisian'ny senat par rapport amin'ny taloha tsy nisy azy?

-Eto ve ilaina daholo ireo jeneraly maro be karamaina hoatrinona ary lasa manao asa tokony ataona civil?

-Voiture de fonction isan'karazany amin'ny ministère ireny sy ny carburant any? Any Pays-bas sy Danemark ny ministre mandeha bicyclette miasa.

-Tany Uruguay ny président tsy noraisiny ny karamany, tsy mila cortège fa VW coccinelle fiarany no nampiasaina. Thomas Sankara mandeha 2ème classe rehefa mandeha avion, ary R5 ny fiara presidentielle

- Firy no fonctionnaire tena tokony ilaina eto? sao dia incompétent daholo ny ankamaroany nefa mandray karama fotsiny?

- Aiza daholo ny vola voahodikodina mandeha amin'izay tsy izy any?

- Tena ilaina daholo ve ny miaramila amin'ny camps sa sao dia avadika ho gendarme? ny sasany aza toa lasa atao gardien sy escort karana.

- Budget de déplacement délegation présidentielle isaky ny mitokana zavatra na dia zavatra kely aza. Mobilisation garde, carburant, hélicoptère, sns.


Maro ny zavatra azo anaovana économie ary vola be no azo ary betsaka no azo angalana économie. Indrindra fa ireo avantagen'olona mahazo toerana, amiko tokony toerana hoan'izay patriote fotsiny ireny tsy be avantage be, rehefa tsy mety amin'izay hanao azy dia tsy misy forcena manao ireny.

Ireo fotsiny dia efa hahavitana an'ilay fanatsarana sécurité ambanivohitra
Resaka lalàna sy promotion ana coopérative agricole tsy hitako izay ilaina vola be fa resaka volonté. Rehefa mitsangana ny coopérative dia anjaran'ny membre no mihindrana vola amin'ny banque hividianana machine.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: RyBehatoka
Date: 15 février 2018 - 13:33

belapin>>> akombony ny vava!!!!Efa kobon'ny olona fa zay hahabe hatoka an'là iany no ataon'là eo @ fitondrana eo fa ts'izay ahasoa ny vahoaka.Na élà mampireska ôtran-dRajao na élà donto.

Options: Répondre
Re: resaka serieux : inn kay no mampalaindaina anao tsy hipetraka hamboly any ambanivohitra ?
Par: beIapin
Date: 16 février 2018 - 09:34

Full Metal << tsy oe tsy marina ny tenin'isé fa tena mbola ezaka be izany fandravana rafitra misy izany !!!
- esorina ny avantagen'ny deputé, senateur, ministres, .... ho vita v nefa ireo no hanapaka izany ?
- hanala fonctionnaires bedbe incompetants ho possible ???
- hanala ny avantages carburant efa napetraka
- hanala ireo miaramila bdb am camp tsy hiasa fa ho olon-tsotra
- ....
=> ka na handeh aza ny 10 taona ho tanteraka v zany ??????
- ...
- ny tena budget ilain'ny fanjakana hanodinana ny MA dia eo am 500 millions €
- misy moa araky ny voalazan'isé ny fandaniana tsy ara-drariny ka lasa 700 millions € !!!
- fa ny tena tsy fanta-tsika vahoaka dia misy vola halatra miafina eo am 1 milliards eo !!
- ny famarotana tany am vahiny izay tsy iza no afaka manao azy fa ny fanjakana ihany !!!
- fanomezana site d'exploitation ny vahiny
- ...
=> ireo dia vola azon'ny fitondrana fa avy any ambany latabatra !!!!
- ...
- io vola azo avy ambany latabatra io no tiko ketrehina mba ho an'ny vahoaka na alloc !!!!
>> rhf tereny ny fanjakana satria efa napetraka ny fizarana alloc dia tsy maintsy hipoitra io vola io !!!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg