Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Actualités et Médias
milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: ramah
Date: 12 février 2018 - 15:45

sao dia mba kopaka hisasaha aza ny an'ireo HVM sy ny zanaka MAPAR ireto mila mailo

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 15:52

rhf avy nametraka olana dia oe mahita vahaolana !!!
- rhf avy nandrava dia milaza fa hanorina
- rhf ...
>> rhf avy nangalatra nefa dia mbola mitady hangalatra ihany !!!!

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: ramah
Date: 12 février 2018 - 16:53

mitady hanao hoatra andry POUTINE sy MEDVEDEV ry zalahy ireo

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: beIapin
Date: 12 février 2018 - 16:56

tsy mifanaraka ara-politika mihintsy rajolena sy ny filoha rajao ka ambarako an'isé !!!

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Aoka re!
Date: 12 février 2018 - 19:51

Ka hatramin'izao aloha ireo vina na initiative 2 ireo no hita; ireo no nanolotra hevitra . mba misy ho dinihina. Ny hafa mbola vina mikasika ny fiarovana ny orin'asany aloha no ao an-tsainy.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Tongava saina
Date: 13 février 2018 - 07:27

Vina ho dinihina?
5 taona izy teo nanao izay tiany koa tsy nisy an'izany vina izany mihitsy?
ohatra ny toa niraraka tamin'ny tany ary ny Firenena sy ny vahoaka e?

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 13 février 2018 - 09:07

Inona moa no atao hoe Fanonganam-panjakana ?

Fa raha ny hitako dia mpanongam-panjakana daholo na iza na iza ka mbola mpanao politika ka nitarika vahoaka midina an-dàlam-be dia mpanongam-panjakan daholo amiko.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: mbity
Date: 13 février 2018 - 15:23

SILAMO MAHERY FIHETSIKA >

2002 tsy fanonganampanjakana satria tapitra ny mandat n'i pdt t@izany ;
smoking smiley

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: AvobenohonyIanitra
Date: 13 février 2018 - 17:02

yeuxfermes tsy misy afatsy ny vavaka iany ry rahalahy malala yeuxfermes

Bishop AvobenohonyIanitra


Rainay izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao. Ny ety an-tany tahaka ny any an-danitra. Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay. Ary mamelà ny helokay. Tahaka ny namelany izay meloka taminay. Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin’ny ratsy. Fa Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay. Amena.


Tompo ô, tsy mendrika hatao hoe zanakao aho !
Tompo ô, tsy mendrika ny hidiranao ao ambanin’ny tafontranoko aho !
Tompo ô, tsy mendrika ny hitsimpona izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny
latabatrao akory aho.
Kanefa hoy Ianao hoe : “Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy”.
Amena.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Izany mihitsy
Date: 13 février 2018 - 17:08

Fomba fiady sahala mihitsy ireo

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: ngah!
Date: 14 février 2018 - 10:35

hatreto tsy nisy nahavita ny vitan'i Dada nandritra ny 7 taona, izao mifika ny ampangony daholo ny rehetra

eto izany ny olona manao ny tsara tsy tafa mitsy. Tsy anjely ra8 fa mba nihaina ny gasy taminy!

ka ireto 2 lahy ireto baikon'ny bory ry fatsoraly sy ry badoraly (ireo hono no bailleurs hi hi tany frantsa) d manenjika sy mandrava ny vitan'ny malagasy ohatran'ny tena eeee tena mampalahelo le toe-tsaina an!

tsy nampoizina mitsy ressort ahavita ratsy toy izao, @#$%& be e!

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 10:54

mbity

2002 : Avant - Pendant - Après fifidianana dia tsy maintsy misy Fitondram-panjakana eo.

Mandrampametraka ilay Filoha vaovao aorian'ny nahavitany fianianana.

Amin'ny alalan'ny fifidianana demokratika ihany no fomba hanoloana Mpitondra.

Fa tsy grevy lavareny.

1972 -1991- 2002 -2009 : Fanonganam-panjakana daholo.

Satria nisy grevy sy rà mandriaka.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Izany mihitsy
Date: 14 février 2018 - 13:57

Silamo> andana maka dictionnaire aloha mijery ny tena dikan'ny hoe coup d'état armé na fanonganam-panjakana.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 14:09

Izany mihitsy,

Ianao io mihitsy sy ianareo Fanatique TIM sy Ravalomanana no tokony hamaky dictionnaire

Raha dictionnaire aza tsy ampy, fa mila mianatra mihitsy ianao.

Omeko anao ny famaritana tsotsotra :

- Un coup d'Etat est la prise du pouvoir dans un Etat par une minorité grâce à des moyens non constitutionnels, imposée par surprise et utilisant la force. ... Le coup d'Etat, qui est réalisé par un petit groupe, se distingue de la révolution qui a un caractère populaire et massif.

MAZAVA !

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 14:11

Misy fomba maro no ahatongavana amin'izany Coup d'état izany.

Iray amin'ireo io lazainao io : Ny miaramila no mihoko.

Fa misy ihany koa ireo mampiasa ny herim-bahoaka : Toy ny miseho eto Madagascar hatrizay.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 14:15

coup d'état populaire hatrany no nisy teto

dia avy eo vao hamafisin'ny prise de pouvoir militaire.

Tsy ny militaire mihitsy no avy hatrany dia manomboka azy.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 14 février 2018 - 14:43

SFM<<<< Ise asa na tsy ampy taona na ahoana fa oh tsy maharaka tantara loatra
1991: tsy nanampy ny vahaoka mihitsy ny miaramila, noho izany tsy nahazo fahefana mihitsy ny hery velona raha tsy nifampiraharaha t@ dratsiraka dia avy eo vao nisy fifidianana dia resy ara-dalana ratsiraka, tsy misy resaka coup d'état mihitsy izany

2002: nisy fifidianana aloha, crise post électorale no nisy, tsy nanampy andra8 koa ny miaramila avy eo, fampîtahana ny voka-pifidianana no nangatahana, izany hoe efa nisy voka-pifidianana izany
$
2009: tsy nisy fifidianana fa tonga dia fidinana an-dalambe nitaky ny fialan'ny filoha avy eo nampian'ny tafika.

Izany ve dia tsy efa mazava be hoe iza no nanongam-panjakana.

Tsy aiko ise na tsy ampy taona dia tsy mahalala ny tantara na tena fanatique ka tsy misokatra ny maso,

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 14 février 2018 - 14:51

SMF<<<<Eto izao dia milaza ny tompon'ny sujet hoe manam-bahaolna hono ny mpanongam-pnajakana, ny olona nanongam-panjakana milaza azy fa manana ny vaha olana eto dia rajao si anr, dia milaza ny hevitrao ianao eny mety tokoa ilay vaha-olana atolony na tsia na resaka hafa manodidina an'izay, fa ny anao tonga dia mitady hevitra ampidirana ny olon-kafa @ resaka fanonganam-panjakana indray ianao nefa tsy izay ilay resaka. Ilety no tena fanatique @ tsy fitiavan'olona.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 15:13

Izay no tsy mampitovy an-tsika

Ny anareo ny "vina" no manaitra anareo

Fa ny ahy dia ny fametahana anarana olona manana anarany manokana no tsy eken'ny saiko :

- Foza orana : Ilazàna ny mpomba andRajoelina ?

- Ra-Osy : Ilazàna andRavalomanana ?

- Mpanongam-panjakana : Nom commun izany. Anarana itambaran'ireo mpanao politika maro, ilazàna an'iza ary ?

Tsy hoe "hors-sujet" akory.

Fa tsy mety izany.

Na tianao na tsy tianao dia ny tenako dia tsy mankasitraka fanasoketàna olona.

Manana ny anarany ireo olona ireo, maninona raha antsoina amin'ny anarany izy ireo, fa tsy hanaovana affirmation gratuite.

Izay no tsy ekeko.

Ny tenako raha manakiana andRajaonarimampianina na Rajoelina na Ravalomanana dia tononiko amin'ny anarany izy ireo.

Fa tsy tokony ho tononina kosa amin'ny zava-dratsy vitan'ireo mpanao politika rehetra izay mpanimba Firenena rehetra ireo.

Raha miteny hoe mpanongam-panjakana : Dia voafaoka ao anatin'izany daholo ireo izay nitarika grevy nanomboka 1972 - 1991 - 2002 - 2009.

Raha miresaka "vina" kosa dia mazava hoazy Fa Rajoelina sy Rajaonarimampianina izay.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 15:21

Gasybabakoto

Hoy ianao :

- "SFM<<<< Ise asa na tsy ampy taona na ahoana fa oh tsy maharaka tantara loatra
1991: tsy nanampy ny vahaoka mihitsy ny miaramila, noho izany tsy nahazo fahefana mihitsy ny hery velona raha tsy nifampiraharaha t@ dratsiraka dia avy eo vao nisy fifidianana dia resy ara-dalana ratsiraka, tsy misy resaka coup d'état mihitsy izany"

Dia hoy aho :
-------------

Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 14:11

Misy fomba maro no ahatongavana amin'izany Coup d'état izany.

Iray amin'ireo io lazainao io (Imbity) : Ny miaramila no mihoko.

Fa misy ihany koa ireo mampiasa ny herim-bahoaka : Toy ny miseho eto Madagascar hatrizay.


Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 14:15

coup d'état populaire hatrany no nisy teto

dia avy eo vao hamafisin'ny prise de pouvoir militaire.

Tsy ny militaire mihitsy no avy hatrany dia manomboka azy.
---------------------------------------------------------

Ka tsy haiko hoe taiza ho aiza aho no nilaza fa nanampy ny miaramila tamin'ny 1991 ?

Mba vakio tsara ny zavatra nosoratako, fa izao dia tsy karazan'olona miteniteny foana izany.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 14 février 2018 - 15:23

Efa hoe misy karazany marobe ny coup d'état

Fa processus n'ny fialan-dRatsiraka izany lazainao tamin'ny 1991 izany.

Tsy niala hoazy Ratsiraka, fa niala vokatry ny hetsi-bahoaka.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 14 février 2018 - 15:32

SFM<<<<<Tena misy zavatra tsy milamina ise, ninjanona ho prsident foana ratsiraka hatr@ fifidianana 1993, resy t@ fifidianana izy vao niala.

Mba mianara aloha tantara vao mba be resaka fa manjary mampiomehy na lasa mitenteny foana

Ity no lazain'ise :coup d'état populaire hatrany no nisy teto

dia avy eo vao hamafisin'ny prise de pouvoir militaire. Tsy mbola nanampy ny hery velona mihitsy ny miaramila t@ 1991, torak'izany koa ny t@ 2002.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 14 février 2018 - 15:36

Tsy azoko no tokony hidiran'ny olon-kafa @ resaky ny mpanongam-panjakana manao vina, ireo aloha no resahany dia tokony ireo no hiadina hevitra.

Izao zavatra ataonao izao no atao hoe fanatisme, tsy miteny mihitsy ny tompon'ny sujet IZAY REHETRA NANONGAM-PANJAKANA fa hoy izy hoe "milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018" kanefa dia atsofikao salaka iray ny 1991 sy ny 2002 izay nisy fifidianana

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: RVB
Date: 14 février 2018 - 15:43

1972, 1973, 1991, 2002, 2009
Toa coup d'Etat aby ireo fa isika no mody fanina
Fitondrana miaramila foana no naharitra teto.après 1972 saingy mody saronana hoe tolom-bahoaka
Mba ny tena marina lazaina ny olona fa ity tranon-dainga lava ity anie no maha voa anareo élites autoproclamés «nationalistes» ireto e
Dinitry ny tavan'ny tantsaha mpitrongy vao omana aza mbola sahin'ny «élites» hiadivana varotra

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 14 février 2018 - 15:45

Na hiodina avia ise na hiodina havanana dia nisy fifidianana t@ 1993 sy 2002, izany kosa angamba tsy hiadina hevitra intsony

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 14 février 2018 - 15:46

Raha miady hevitra @ izany dia tena fanatique, satria dia zava-misy

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: RGB
Date: 14 février 2018 - 18:00

Averiko kely fa toa tsy azon'ny élites patriotes nationalistes autoproclamés ny resaka
Tsy misy dikany na coup d'Etat ireo na coup fourré na inona fa tsy hampiova na inona na inona izany
Fa izay olona afaka milatsaka satria te hanavotra ny firenena dia tokony avela hilatsaka daholo na Deba nanakandalana tery barikavily izany na i dada nasain'ny miaramila nampitifitra izany na i zandrikely mba tonga saina hoe politika no atao rehefa mitondra fanjakana fa tsy vetaveta akory

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: ramah
Date: 14 février 2018 - 19:08

matoa voasazin'ny iraisampirenena mihisa 109 izy ireo dia sokajiandry zareo fanoganampanjakana porofo tany ONU tsy nahazo niakatsehatra fa lasa sans qualité tampoka teo , hatramin'ny fandavana sonia izay natao lasa misy vina tampoka teo taty amin'ny taona 2018

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: galasam
Date: 14 février 2018 - 20:16

Iza no sahy milaza fa tsy coup d'état ny 2009 ?

Dia mody adala ve ny sasany tamin'ilay nitranga tao Antanimena nampiseho niharihary ny miaramila romotra nametraka and-Rajoelina hitondra transition ?

Aoka tsy hisary adala isika hampitovy ny tolom-bahoaka 2002 tamin'ny 2009 fa sasanangy samihafa ary ahitam-porofo mazava ny fahasamihafany.

Aleo hilatsaka avokoa izay vonona ary ny Malagasy no hifidy ny filohany fa tsy ny Mpanjanaka.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Izany mihitsy
Date: 15 février 2018 - 08:04

Efa hitako mihitsy fa tsy azon'ny sasany ihany ny dikan'ny hoe coup d'état na Efa naka dictionnaire aza.....
Efa nosoratany tsara izao anefa hoe Le coup d'Etat, qui est réalisé par un petit groupe, se distingue de la révolution qui a un caractère populaire et massif.

Soa fa tsy adala daholo ny onu sy ny iraisam-pirenena nanameloka ireny 2009 ireny rehefa nahita ny fomba inconstitutionnels rehetra nentina naka fitondrana

Nahita maso ireny vidéos an dry Charles nanosika ambassadeur, pasteur, caporal nibaiko général, miaramila mirongo basy ireny daholo izao tontolo izao......

Na 10 taona tetezamita teo aza tgv tsy nahazo reconnaissance izany mihitsy, olona tsy élu akory nefa nampihomehy @ilay samboady be

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 15 février 2018 - 09:44

Gasybabakoto

Processus daholo hoy aho aminao izany fnaazavanao izany.

Na nijanona teo izy na ny niala na nandray anjara tamin'ny fifidianana

Ny hetsi-bahoaka daholo no nanafaigana an'iznay rehetra izany.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 15 février 2018 - 09:47

Mandia-doha ny silamo, manaiky aho, fanonganam-panjakan=fandraisana fanjakana tsy manaraka ny lalam-panorenana. Tsy adi-kevitra lava be

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 15 février 2018 - 09:57

Gasybabakoto

1972 : Jeneraly Gilles Andriamahazo no nitondra ny Directoire militaire.

1991 : Satria nisy convention tao izay nandraisan'ny rehetra anjara :

- Guy Willy Razanamasy, premier ministre de la République démocratique de Madagascar
- Albert Zafy, chef du Gouvernement des Forces vives ;
- Solontenan'ny FFKM ;
- Solontenann'ny Hery Velona;
- Solontenan'ny du MMSM ;

Ny coup d'état populaire dia hamafisiko

Fa ny fandraisan'anjaran'ny Miaramila kosa dia miankina amin'ny évènement nisy sy ny processus nisy.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 15 février 2018 - 10:01

Adinon'ise fa ninjanona ho president république Didier Ratsiraka hatr@ fifidianana 1993. Fa tsy nahongana akory ary rehefa mikaroka dia karohy hatr@ farany fa aza ny ampahany ihany

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 15 février 2018 - 10:03

Tena mitombina ny fanamarihanao

Tena be mokon-doha marina ny tenako

Aleoko mitsy tsy mandray anjara fitenenana, toy izay resy dohika.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 15 février 2018 - 10:04

misy diso kely koa Zafy albert no filohan'ny HAE (haute Autorité de l'Etat) fa tsy chef du Gouvernement des Forces vives. Tsy nisy PM roa zany.

Na ise voateraka t@ 91 na ise tsy teto M:kara fa tany Syrie na ise tsy ampy fahalalana loatra fa tsy mijery TV sy gazet gasy

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: gasybabakoto
Date: 15 février 2018 - 10:05

Fa tsy mampaniona ahy ny miady hevitra @ ise na izany aza ny niveau toy izay hiresaka @ ilay mpanompa olona iry

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Izany mihitsy
Date: 15 février 2018 - 11:03

Tsisy coup d'état populaire izany e!Révolution ny anaran'izany fa hafa mihitsy ny coup d'état izay armé foana, antokon'olona mitam-basy mihoko fa tsy hetsi-bahoaka mihitsy.

Mba manontania ihany tena hoe maninona ny hetsika 1991 sy 2002 no neken'izay tontolo izaô!
Specialite ny frantsay ny coup d'état iô, ils provoquent le chaos dia avy eo izy tonga otran'ny sanatria mesia mpanavotra

Efa mihabetsaka ny tonga saina fa mbola betsaka koa ny bontolo saina mihinana am-bolony hatrany

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: A-K
Date: 16 février 2018 - 07:34

Tsy nanao coup d'etat hono i DJ ?
Fa izy irery no hany "Maire" manerana ny tany hatry izay nandoro ny tananany , nahsahy nandoro ny Radiom-pirenena.

D.J no sahazy azy , vina ho an'ny vahiny , natao amin'ny tenin'ny mpanjanaka rano iray.

Ny vina efa notanterahany , santionany :
-nasolony AirBus brokatera ny Boeing AirMad , dia io faillite io ny orin'asa.
-fitsikombana tamin'ny nividiana Helicos maromaro Allouette tranainy efa 50 taona niasana , tsy misy ilana azy ary tsy azo ampiasaina akory mazava ho azy, tsy nisy tolo-bidy

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: ak747
Date: 16 février 2018 - 08:23

Rehefa coup d'Etat na lazaina hoe révolution aza dia tsy ara-dàlana satria tsy ao anaty constitution, tsisy hoe populaire na tsia fa tsy misy afaka hiteny hoe coup d'Etat populaire ny anay dia ara-dalana falyb izay no antony namoronana ny élection ahafantarana marina hoe iza no tena be mpifidy.

aiza zao no niafaran'ny révolution: Egypte, Libye...

Milaza azy ho manana vahaolana i DJ nefa vao ny logo an'i IEM fotsiny ary dia hita fa logo an'ny Celticare health no nangalarina. Peta-toko sy zavatra natao maimaika ohatran'ny zavatra rehetra natao hatramizay.

Raha nanana vahaolana izy hatramizay 5 taona entre 2009 - 2014 naninona no tsy nampiharina fa efa mandat iray anie izany e.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 16 février 2018 - 09:27

Izany mihitsy,

Tsy reraka ny saiko miteny aminao :

Ireto misy vocabulaire maromaro sy famaritana maromaro omeko anao :

Plusieurs définitions:
---------------------

Coup d'État : Manœuvre politique violente avec prise du pouvoir

Coup d'État : La prise du pouvoir par la force, de manière générale par des militaires.

Coup d'État : Prise illégale du pouvoir

Révolution : Voici bien 3 mots bien à acception bien similaire mais comportant quelques menues nuances:

Le putsch est quant à lui un coup d’état militaire.

La révolution est une prise de pouvoir populaire, d’où sa légitimité à posteriori.

La révolte est un soulèvement contre un ordre établi.

L’insurrection est un soulèvement contre un pouvoir établi.

---------------------------------------------

Famaritana samy hafa ireo : Hafa ny Coup d'état dia hafa ny révolution.

Hitanao tsara angamba ireo.

Un coup d'état n'est pas une révolution.

Mais un coup d'état peut se faire par un mouvement populaire.

1972 - 1991- 2002 - 2009 : dia Coup d'état daholo no anarany satria fandrodànana ny Fahefàna misy

Ny coup d'état dia misy karazany maro :

- coup d'état militaire : Putsch

- coup d'état populaire : Révolution ou un groupe d'individu initie le mouvement (toy ny miseho eto Madagascar).

- coup d'état constitutionnel : empêchement

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: ak747
Date: 16 février 2018 - 10:28

Fa ny tena mampalahelo na coup d'Etat na élection, toa otrany mitovy ihany refa tonga eo ny mpitondra: mihamahantra foana lay gasy fa toa tsy nety niha-nanakarena ka na hanao débat eto ary isika dia ny eo ihany no eo.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Silamo Mahery Fihetsika
Date: 16 février 2018 - 12:07

Ak747

Izay dia tena marina tokoa.

Peine perdue.

Options: Répondre
Re: milaza azy manambahaolana indray ny mpanongampanjakana isany ny sasany vina 2030 ny sasany vina 2018
Par: Izany mihitsy
Date: 16 février 2018 - 20:42

Rehefa nisy élection dia tsy coup d'état! !!sarotra be ve manaiky an'izay e????

Tsy adala hoa ny communauté internationale ni reconnaître ny tolona 1991 sy 2002

Ary misy antony matoa voaroaka t@ fivoriambe ny onu i tgv

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg