Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Aller à la page: 12345Suivante
Page: 1 sur 5
Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 14 mars 2016 - 13:02

Araka io Sujet io dia manasa anao aho mba hametraka ny fiainam-pitiavanao eo anatrehan'Andriamanitra. Raha mamaky sy mijery ny forum ato mantsy ny tenako dia mahatsapa fa toa olana daholo no resahin'olona maro ato momba ny fitiavana, kanefa misy ny migoka sy miaina fitiavana ao anatin'ny fahasambarana sy fiadanana tanteraka omban'ny fitahian'Andriamanitra. Vavolombelona amin'izany ny tenako, izay hiderako mandrakariva an'Andriamanitra satria apetrako aminy isan'andro isan'andro ny tokantranonay. Koa manasa anao aho, sahia mametraka ny fiainam-pitiavanao eo am-pelatanan'Andriamanitra isan'andro isan'andro, mivavaha aminy na dia 3 minitra isa-maraina monja aza, fa ho hitanao ny voninahiny, hampilamina sy hampirindra tsara ny fiainam-pitiavanao. Ianao indray aza no ho gaga hoe : Dry !!!! fa ahoana koa zany ?
Ho tahian'Andriamanitra avokoa anie izay mamaky sy manatanteraka izay voalazan'ity sujet ity !!!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Mahatoky
Date: 14 mars 2016 - 13:25

Marina mits zany voalazan'i Ange de foyer zany,
Za eto d manontany tena mits oe tena misedra olana daolo ary ve zany ny mpivady reetra?
Vao2 b @ko manko zao satri ny manodidina ahy dia miadana ara-panambadiana ny ankabeazany, mba ts itenenako oe izy reetra,
Raha misy olona mbl ts manambady ngamba ka raha maita an'reo olana bdb misy eto reo d mety ametra-panotaniana bdb mitsy.
Ts misy tsara mihoatran'ny miaraka @ Andriamanitra iany, afa iany zany oe eo akaikin'i Jesoa Krtisty zany :D
Ts @ lafiny ara-pitiavana s tokatrano iany anefa fa @lafinm-piainana reetra.
Lehibe tokoa Andriamanitra <3

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Manantena
Date: 14 mars 2016 - 15:16

Faly miarahaba Antsika rehatra

N tenako zay manoratra dia olona mbola mpitovo.
Tsy dia niaraka tamin'olona firy ao fa miandry sy manantena izay mba ho anjarako.
Tena mahatoky ny fitantanan'Andriamanitra ny fiainako hatramin'izay ka hatramin'izao Aho.
Maro ny olona mikôty Ahy fa tsapako nefa fa olona mbola tsy an'i Jesosy sady tsy mahay miara-miaina Amiko no tsy afaka hifanitsy ka tena possible tsy hahasambatra ny tokatrano izany raha raikitra soa aman-tsara ka dia aleoko misaraka na tonga dia tsy miaraka mihitsy.
Mivavaka isan'andro tsy mitsahatra Aho mba hanomezan'ny Tompo Ahy ny vady sahaza, vady hendry sy matahotra Azy. Eny fa na dia efa somary misy tahotra mandalo ary ato amiko misy fotoana hoe sao dia ho tara na tsy rototra loatra satria efa mihamandroso ny taona, efa tokony hanorin-tokatrano.
Misaotra ny namorona sujet fa tena tsara be.
Tahin'ny Tompo daholo o.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 15 mars 2016 - 09:52

> Manantena : Aza matahotra na manahy kely akory ianao, fa homeny izay tena sahaza sy mety aminao. Apetraho aminy mandrakariva ny olanao, fa izy hamaha izany. Mangataha amin'ny Fanahy Masina mba hobitsihiny ianao, mba hahalalanao hoe : ity ilay vady avy amin'Andriamanitra. Aoka anefa hazava fa mety mbola handalo fizahan-toetra ianao, ka izay no mety handiso ny safidy eo aminao. Fa matokia an'Andriamanitra satria rehefa izy no miasa tsy misy hahasakana.
Hahazo izay anjara vady tsara ho anao anie ianao amin'ity telovolana manaraka ity ! Amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy !
Mirary soa e !

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Manantena
Date: 15 mars 2016 - 10:16

Salama daholo o,

Ange du foyer> Misaotra indrindra dia mirary soa ha Anao ihany koa. Ho Tahian'ny Pompo hatrany.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: zeeeo
Date: 15 mars 2016 - 11:36

hm, mlay fa n mapiome amnareo mvavak tony simplifier.nao am jesosy n zavatra ety.. nareo ko n akabezany ts d mana tsaina...
apetraka am jesosy mba ho calme v l lahy s vavy... sa mba hiova...
mis anie am couple n hoe: ratsy tarehy, na lasa ratsy, faka panahy any apiasana, tsis vola na nanambola tampoka, crise de la quarataine, rafozana, sexe, phantasme, education azon lahy sn vavy, firaha monina iainany...
n hitako amzao bdb n mvavaka fa escroc ao ambadika.. sad ren n tena mahavanondoza..

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Serv
Date: 15 mars 2016 - 12:10

Hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra ka avelao fotsiny IZY hiasa eo @ fiainanao fa ho hitanao ny voninahiNY.

Misaotra ny nanokatra ny sujet dia aza kivy @ireo mpamendrofendro fa enga anie izy mba hibebaka ka mba hamindran'Andriamanitra fo.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 16 mars 2016 - 12:09

>zeeeo : Matoa nosokafana ity sujet ity dia ny mba hitarihana ny olona hitodika amin'Andriamanitra, eo anatrehan'ny olana maro mitranga eo @ fiainana, fa tsy ho entin'ny loha be sy ny saina tsy mandinika fotsiny dia manaonao foana na miteniteny foana toa anao.

Araka ny nambarako tery ambony dia hijoroako vavolombelona mihitsy ny fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainan-tokantranoko, ka hitarika anao aho mba hanao lohalaharana an'Andriamanitra sy i Jesosy Kristy zanany, ary ny Fanahy Masina, hanapaka ao an-tokantranonao. Fa raha izay no ataon'ny mpivady sy ny mpifankatia rehetra izay mamaky ity sujet ity, dia mino aho fa tsy hisy intsony ny hanoratra olana eto amin'ity forum ity fa ny voninahitr'Andriamanitra no hisandratra eto, ka ho lasa fifankatiavana feno fahasambarana no hotantaraina eto. MARINA AMIN'NY TENINY ANDRIAMANITRA, ARY MBOLA VELONA SY MIASA JESOSY KRISTY, AMIN'NY ALALAN'NY FANAHY MASINA. Koa manentana anareo aho, tsy anganongano na arirarira, fa tena mamaly vavaka io Andriamanitra io, ataovy amin'ny fo tanteraka ny vavaka sy ny fangatahanao, dia ho hitanao ny voninahiny. 5 minitra isa-maraina fotsiny, na mihoatra aza vao mainka tsara dia efa ampy hametrahanao ny tontolom-piainanao eo anatrehan'Andriamanitra. Ho hitanao fa hisosa sy hahafinaritra anao, izay rehetra ataonao mandritra ny tontolo andro.
ANDRAMO RAHA MBOLA TSY NANAO AN'IO IANAO, IZAY EFA NANAO KOSA DIA TOHIZO FA HIARO ANAO AMIN'NY LOZA SY NY OLANA REHETRA JESOSY KRISTY.
Koa mahereza ry namana isany ! Ho tahian'i Jesosy daholo !!!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Faith
Date: 16 mars 2016 - 12:14

Bjr,

Mahagaga fa ny olona fa refa zvt tsy takatry ny sainy dia lazainy fa tsy possible amin'Atra.

Ity namana iray <zeeeo> zao dia mieritreritra hi-considerer parametre bdb tsy haha-possible ny fiasan'Atra.

Sarotra ho an'ny olona tsy nanolotra ny fiainany ho an'ny Tompo ny hamantatra ny fomba fiasany sy ny hino, izaho izay manoratra anefa dia milaza sy vavolombelon'izay asan'Atra izany teo fianako ary tiako ny mizara aminareo fa tsy misy olana tsy voavahan'Atra refa matoky azy ianao ka manankina ny fiainanao amin'ny, ny finoana no tena mi-compte @io, fa marina ny anao fa Atra tsy manana tanana ampiasaina afa-tsy ny tanatsika iany kanefa dia ampy hiasana @fomba mahagaga sy tsy takatry ny saintsika izany. Finoana lazaiko eto tsy ilay milaza fotsiny minoa ary aho izao ka dia miandry anao aho Atra, ilay mino resahana eto dia ny fahafantarana ilay Atra hinoana, ny fombany, ny maha izy azy, ny zavatra tiany sy ny tsy tiany, ny sitrapony ka ny hahitana izany rht zany dia @alalan'ny teny, ka rehefa fantatra ilay Atra io dia ampidiro ao antinao tahaka ny hoe misotro rano ianao dia ho hitanao fa tsy mamitaka io Atra io fa marina @teniny, marihiko fa ilay Atra resahako dia ilay Atra manana persona telo dia ny Ray, Jesoa Kristy zanany ary ny Fanahy Masina

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: TenWords
Date: 16 mars 2016 - 12:56

Manantena + Ange du Foyer >>> Tsy dia misy miracles andrasana izany ny miaraka @Andriamanitra fa ny mandroso eo aloha sy manaraka izay efa natorony no mety an!
Izy efa nanome antsika ny famantàrana (raha ho an'i Manantena manokana) ao amin'ny Genesisy Chapitre 24 , raha mikasika ny resaka fanambadiana no resàhana, ilay hoe mivavaka sy manankina ny fiainana @ny Mpahary zany eto dia mamaky ny Baiboly (= teniny ) ka izay mino izay voalaza ao no manana fiainam-piadanana.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Manantena
Date: 17 mars 2016 - 10:36

Miarahaba Antsika rehatra

TenWords> Tena novakiko tsara ilay Genesisy 24 dia niezaka nanatsoaka lesona avy ao aho. Fa hono oa, raha mba sitrakao, mba azavao ankapobeny eto ny tena tian'io Chapitre io ambara mba ho hitan'ireo tanora namana ihany ko.
Misaotra mialoha.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 17 mars 2016 - 11:30

TenWords> Tena mbola manao fahagagana Andriamanitra, ary mbola velona sy miasa manao fahagagana ihany koa Jesosy Kristy zanany amin'izao vanim-potoana iainantsika izao. Izay mitoky sy mahatoky ary mino azy, dia mahita sy mahatsapa ny fahagagana izay ataony eo amin'ny fiainana. Mety tsy tena mino sy miankina aminy tanteraka ianao TenWords matoa tsy mahatsapa ny fahagagana ataony eo @ fiainanao.
Tsy laviko mihitsy ny hoe mamaky sy manaraka ny teniny, fa ilaina ihany koa ny miresaka tanteraka aminy amin'ny alalan'ny vavaka. Dia atao toy ny hoe : miresaka amin'i Dada, mangataka zavatra amin'i Dada.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 18 mars 2016 - 11:56

Indro aho hanome sopapa kely ho antsika, hahazoantsika io fitahian'Andriamanitra ny tokantrano sy ny fifankatiavana io. Alohan'ny hatory ny alina dia manokàna fotoana fohy hivavahana ianao. Misaotra an'Andriamanitra t@ tontolo andro nodiavina, mangataka aminy ny hiarovany amin'ny loza sy ny tahotra ary ny halatra, asa ratsin'ny satana rehetra, amin'iny alina hodiavina iny. Mivavaka aminy mba homeny torimaso mamy feno fiadanana tanteraka. Ary mangataka aminy mba hirotsahany fanahy masina ny ao an-tokatranonao, ka hanjakan'ny fifankatiavana sy ho lavitry ny ady. Toy izany koa ny maraina, rehefa mifoha, alohan'ny hialana eo am-pandriana dia manokana fotoana fohy toy izay ihany koa mba hivavahana, sy hametrahana ny tontolo andro ho eo ambany fitahian'Andriamanitra. Sombiny ihany ireo fa ampy hiainanao izany fiainana milamina sy feno fiadanana eo ambany fitahian'Andriamanitra izany.
Manonona ny fiadanana ho ao an-tokantranonao ny tenako !

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: ny ahy
Date: 21 mars 2016 - 10:57

Tsara Atra ary izay manantena azy de hahita fahasambarana.HIjoroako vavolombelona eto ny tantarako.Nanana fofombady izay aho taona vitsy lasa izay ,nifankatia tokoa,tonga ny fotoana hikarakarana ny mariage ,efa voavidy daholo n'y rehetra, ny avancen ny espace efa naloha kanjo 1 mois avant ny mariage rava ilay fitiavana niredareda be, ranomaso sy alahelo no niainana tamin izany.Nivavaka aho ary niteny hoe matoa rava ilay fanambadiana vao ahorina de tsy sitrakao ilay izy Tompo ary hisaorako anao.Nanomboka teo aho tsy nitsahatra nivavaka mba hanomezan Atra vady sahaza ahy.Nandeha ny herintaona mbola tsy nanana olontiana ihany aho nefa ilay fofombadiko taloha efa vita mariage tamin ny olonkafa,nisy fotoana aho somary kivy ihany ary ny vavaka nataoko de hoe matoa aho tompo mbola tsy omenao olona sahaza ahy de mbola tsy fotoana angamba nefa fantatrao fa efa 31 taona aho zao ary nisy fotoana aho tena nahateny hoe za tsy angataka intsony fa izay sitraponao de hekeko.Ny fanesoana tao ampiasana ,teo anivon ny fianakaviana efa tsy lazaina intsony satria hoe vielle fille.NAndeha ny 2 taona sendra niantsena teny analakely za sy ilay zandriko lahy no nifanena namana mpiandry aho ary izy no niteny tamiko hoe nomen Atra fahamatarana za hoy izy fa hanambady ndry ary vazaha no vadindry de gaga aho hoe vaza izy de avy aiza ,de izy mo no niteny hoe hehon Atra ny fitarainanao sy fangatahinao isanandro.2 volana taorian ny nifampiresahinay sy io mpiandry io no nahita n'y vadiko aho ary vazaha tokoa ilay izy ,vazaha tena chrétien .Aty ivelany aho zao no mipetraka ,zahay de mamonjy lamesa 3 fois par semaine ,de matetika izy foana no voatondro mamaky teny ao ampiangonana.Faly aho satria manana vady Hendry matahotra an Atra.Tsy takatrin ny saintsika olombelona ny fahagagana vitan Atra,mihaino vavaka ary tena mamaly voilà izy,iza mo MBA nieritreritra hoe za izay mavomavo esoin ny mpiaramiasa isanandro ity no mipetraka aty ivelany.
Ho antsika vehivavy izay mila ho kivy ,aza kivy zany,apetrao amin n'y Tompo isanandro ny fiainanao de ho hitanao ny voninahitr Atra .

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: mpisera
Date: 22 mars 2016 - 13:29

Ny tian'ny tompon'ny sujet ho lazaina zany ve dia hoe matoa misy ireo tokantrano misy pb sy korontana dia tsy manana an'Andriamanitra??? Dia sahinao ve ny hilaza fa tsy misy ny mba manao toy ny ataonao koa @ ireo?
Tsy mbola nahita tokantrano tsy manana olana zany koa aho.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 24 mars 2016 - 12:10

>mpisera : Ny Tokantrano naorina teo anatrehan'Andriamanitra dia tsara orina, ary tsy dia manana pb sy korontana be izany. Ekena fa tsy maintsy misy ny olana, misy ny ady fa tsy maharitra ela izany fa mandalo ihany satria Andriamanitra no manjaka ao.
Hitanao io ambony io zao dia vavolombelona 1, nisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra izy satria nataony t@ fo tanteraka ny fangatahany sy ny fivavahany.

MARINA AMIN'NY TENINY ANDRIAMANITRA, ARY JESOSY KRISTY ZANANY DIA TSY MIOVA OMALY SY ANIO ARY MANDRAKIZAY !, FA MBOLA MIASA MANOHY IREO FAHAGAGANA EFA NISY, SY VOALAZAN'NY BAIBOLY, marihiko eto anefa fa ho an'izay tena mino azy izany, fa tsy ho an'ny olona mihanihany fiainana.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: aol
Date: 25 mars 2016 - 08:50

mahafaka am fahanandrana ve l mvavaka b?
fianarana lty n mahafaka am hanandrana ry ange du foyer a... mahatonga n ol mdon am rindrina tsy ampy fahalalana, experience.
nandra b l ol.. aleony mvvaka b satri mora arao iny ..mahazo statut vaovao izy: zanak'Atra be voninahitra... l hanandrany ao ian?.. ie, sad n gasy kamo mianatra..

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 25 mars 2016 - 15:13

>aol : "Na inona na inona angatahinao amin'ny anarako hoy i Jesosy, dia hataoko izany". Ka raha izay no tianao angatahana ny hahafaka anao amin'ny hanandrana dia hainy ny manao izany.
Eto anefa dia toa manebaka ireo mpivavaka be ianao, satria lazainao fa nandra be izy ireo, raha ny fahazoako azy izany dia ampy fahalalana sy be experience ianao miteny io. Inona moa no hilàna ireo fahalalanao sy ireo experience be anao ireo, raha toa ka ho lasa any amin'ny elo ny fanahinao rahatrizay ? Rehareha sy voninahitra eto an-tany no mahafatifaty anao fa ny fiainana any ankoatra rahatrizay tsy saininao kely akory. Aleo lavitra ilay nandra nivavaka be, manamboatra ny toerany any an-danitra mandrakizay, toy izay ny hanjo anao ho any amin'ny elo mandrakizay, raha tsy hibebaka angah !
LAZAIKO AMINAO RAHALAHY FA EFA AZO ANTOKA 100% NY ANARAN'ILAY NANDRA MIVAVAKA BE FA HO VOASORATRA ANY AMIN'NY BOKIN'NY FIAINANA MANDRAKIZAY. FA MBA SAINTSAINO NY MOMBA ANAO.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Lemi
Date: 06 avril 2016 - 16:42

Aol> izao no lazaiko anao Andriamanitra dia FITIAVANA nohoizanyraha tsymiorina ao Aminy ny tena fitiavana dia miparitaka ny fiafarany. Tsy haiko ianao na efa manambady na tsia fa raha efa dia mbola eo ny vola sy ny sainabenao no mety hampandehaazy hatreto na mbola milefitra ny iray na ianao na ilay vadinao fa mbola hoavy ny fotoana hitraotraran'ny iray aminareo dia miparitaka ilay tokatrano dia tsapanao fa hay tsy nandra mihitsy ilay nanankina ny fianantokatranony tamin'ilay NAHARY IZAO TONTOLO IZAO.Ianao milaza fa tsy nandra? ny savant faran'izay manampahaizana aza tsy mahavita voambary iray akory, ny prof ikoizana @ médecin aza tsy mahavita goutte de sang iray akory, Koa aza dia maniratsira an'Andriamanitra sy ny zanany dia Jesoa Kristy sy ireo mpanaradia Azy fa hoy IZY "Izay hataonareo @ ireny madiniko ireny no ataokoaminareo koa" ka loza rehefa Andriamanitra izay no mikapoka sy manafay ka dia tsy zakanao mihitsy izany. Matoa mbola misy miresaka anao toy izao dia tadidio fa tia anao JESOA ry aol.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bénie de Dieu
Date: 07 avril 2016 - 13:51

Mba hijoro vavolombelona kely ny tenako,
Vhv aho ary taloha dia azo lazaina fa nijaly arampitiavana ary efa nahita fiainana @ zany. Maro ireo tsy nety nataoko ko ary tsapako fa nivaly tamiko ihany zany.
Nisy lhl zay niaraka tamiko ary tena tiako t@ foko iray manontolo mitsy, saingy izaho moa tena tsy nivavaka mitsy taloha. Efa nanana ahiahy za fa mampirafy ahy io lhl io ary dia lasa manao toetra tsy zaka izy, niady ary zay ndray mandeha dia hozizy hoe omeo 2 volana aho hieritreretako ny relation tsika, nomeko azy ny 2 volana saingy tsy nisy na dia antsoy iray na SMS aza nataony ahy tao anatin'izany, nalaelo ny foko sady mbola nanantena azy ihany. Izy anefa nanao sambo nilentika ary d narary mafy ny foko, nitomany mafy aho ary teo vao natsiaro an'Andriamanitra ka nivavaka taminy hoy aho hoe : TOMPO ô ra tsy anjarako izy dia omeo olona sahaza ahy aho, tena t@ foko iray manontolo no nitenenenako anio.
10 jours après nisy lhl nicontact ahy teo @ Facebook namana iraisana no nifankahalalana, tonga dia nilaza ahy io olona io fa haka vady ahy, dia niomehy aho ary hozizy aho hoe : "iza ko ary tony bandy mitonatonana tony" sady tapaka ny tsinaiko no tsy noraisiko sérieux lay izy. Tonga d fatany aho ra vao hitany ty soratra ty.
Nampiresahako teny ihany aloha lay lhl sady niteny taminy za hoe za hoa tsy hiaraka aminao fa mbola nisy olona niaraka tamiko hoa d mbola mijery ny hiafaran'ilay relation nay zay, eny ary hozizy fa endrasako ny valinteninao (kay izy ty sérieux, za tsy nandray azy sérieux). Niandry ihany aho fa mba hicontacte ahy lay ray taloha, ééé, niandry vasoka fa nitombona lay eritreritro taloha hoe nanana sipa lery.
Tapaka ary ny hevitro fa hiaraka @ lay lhl hitako t@ Facebook dia nolazaiko lay ray taloha hoe enao efa tsy niraraha ahy dia miala aho manaja tena rhf tsy tian'ny olona dia mahay mionona.
Zao lasa vadiko lay bandy hitako t@ Facebook, tsy nisy nanenenako satria milamina tsara ny tokantranonay na dia eo aza ny olona mety hitranga eo @ fanambadiana, nanomboka t@ voalohany dia napetrakay t@ Andriamanitra ny fiainanay ary tena tsapako fa tahiny tokoa na dia sahirana azy zay. Tena tsapanay fa lay FITIAVANA no lehibe indrindra tokoa satria zay tsy mpanambola fa dia manakarena io fitiavana io.

Taty aoriana aho vao tonga saina hoe: novalian'Andriamanitra tokoa lay vavaka nataoko taloha hoe omeo olona tia ahy sy sahaza ahy aho, dia nomeny tokoa.
Ny tiako atongavana dia hoe : hafa mitsy ny tokantrano apetraka @ Tompo, ary aza mitsahatra mivavaka sy mangataka Aminy, ilaina ny miaraka mivavaka eo @ mpivady isaky ny hariva fa hitako tena mahasoa.
Raha hitan'ilay vadiko ity témoignage ity dia mbola mamerina miteny azy aho fa TIAKO IZY.

DERA SY LAZA ARY VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY. AMEN in love

Options: Répondre
Tokantrano sambatra, ambany filahian'Andriamanitra.
Par: VangyRajao
Date: 10 avril 2016 - 09:40

Kay moa lehilahy i Andriamanitra

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: zakoamivavaka
Date: 14 avril 2016 - 16:49

dia misaotra an'i Ange du foyer aloha namorona azy ity. Tena mahalana ny sujet-nao eto @ forum moov eto. ho an'ireo mpanivaiva an'Andriamanitra eo ambony ireo, Andriamanitra tsy azo vazivaziana fa izay afafin'ny olona no hojinjainy. Ary ny finoanao ihany no mahatanteraka ny zavatra rehetra satria ny vavaka manova zavatra.

Fa dia manentana anareo aho hoe mivavaha dia apetraho amin'ny Ao Ambony ny olana rehetra ary fadio io fijangajangana io fa io no fototry ny fahotana rehetra sy ny fahasimbana rehetra.

Mahereza daholo dia mirary soa e! plus que mathématique ny Tenin'Andriamanitra fa averiko indray fa izay afafinao tsy maintsy hojinjainao na/sy ny taranakao!

Am-bava homana am-po mierotra e!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: TenWords
Date: 15 avril 2016 - 12:15

Manantena >>> Miala tsiny fa zao vao tafaverina, variana tany ho any : Ny tian'ny Genesisy Chapitre 24 lazaina dia hoe : Manendry ho an'ny olona izay efa nomaniNY ho vadiny avy ny Mpahary, rehefa mangataka io vady voaomana io ny tsirairay dia omeny io famantarana manokana mikasika ny fanambadiana io ( fa misy ifandraisany hatramin'ny famantarana nomen'i Kristy hoe : " Ary Izy nanao taminy hoe: Izay anankiray amin’ ny roa ambin’ ny folo lahy miara-manatsoboka amiko ao anatin’ ny lovia no izy." Marka 14:20 mahakasika ny jodasy io).
Raha mandinika isika dia tsy nahita maso akory izay ho vadiny i Isaka, io ilay ambaran'ny Genesisy toko faharoa fa " voakipy ny mason'i Adama " fony izy nitady izay ho " Eva ".
Rehefa manaraka (satria mino ) ireo rehetra nofaritan'ny baiboly (=fiainana ) ireo ny olona,dia manaraka ho azy ireo fahasambarana ampanantenain'ny Mpahary.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: monika be
Date: 19 avril 2016 - 17:29

Ange du foyer > Fa lehilahy ianao sa vehivavy, mitandrema fa misy olona joko tsoriaka an!

Mody tianao be izy fa mpampirafy gaigylahy na gaigyvavay, aza mitompo tenyfantatra fa tsy fantatrao izay ataony anyambadika any?

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Maman comblée
Date: 20 avril 2016 - 14:56

Mhafinaritra loatra ity sujet ity sady mampahery !!! ny anay koa dia ankinina @ Tompo 100% ny tokatrano ary isaorana ny fitantanany h@zay ka h@zao . Isaorako ny nanomezany ahy ny vadiko fa tena mifanampy @ fiainana izahay ary ifalianay ny ananany rehetra : zaza 3 tena harena be, samy miasa ... ! Misaotra ny Tompo aho !

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: mamerina
Date: 20 avril 2016 - 15:32

HITA TANY HO ANY DIA AVERIKO ETO FOTSINY SY ZARAIKO
*** NY TENA LEHILAHY ... TSY MITSOAKA ADY! ***
"Ny tena lehilahy tsy mandao ny vadiny!"
Na inona antony na inona antony:
1. Noho ny vehivavy ve? Natera-behivavy ianao ...
2. Noho ny vola ve? Natao hifanohana sy hifanampy ary hiara miaritra ny mafy ianareo ...
3. Noho ny toetrany ve? Ianao izay tiany aza tsy mahaova azy, mainka fa arianao izy? Tsy ianao ve no hitan'Andriamanitra afaka ny hanampy azy amin'izany?
4. Noho ny aretina ve? Ary raha ianao no teo amin'ny toerany, ho tianao ve raha nilaozany ianao?
5. Noho ny fivavahana ve? Tsy aleonao izy mivavaka toy izay vehivavin'izao tontolo izao tsy matahotra an'Andriamanitra ?
6. Raha mbola mahita fialan-tsiny hafa ianao dia izao no ambara aminao:

>>> "Ary noho izany dia aza manao adaladala, fa aoka ho fantatrareo izay sitrapon'ny Tompo [...] Ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany." Efes. 5:17,28

>>> "Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy [...] tsy manao izay tsy maha-mendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otripo [...] mandefitra ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra." 1 Kor. 13:4,5,7

>>> "Ny fankahalana dia manetsika ady; fa ny fitiavana manarona ny ota rehetra." Ohab 10:12

Diniho ary ny tenanao hoe tena tia ve ianao sa tia tena?
- Ny tena tia MAHARITRA sy MIHARITRA
- Ny tia tena kosa MITSOAKA olana sy "mitady tany malemy hanorenam-pangady"

*** Ambonin'izany rehetra izany: Efa nivavaka ho an'ny vadinao ve ianao? ***
Apetraho eo ampelatanan'Ilay Nahary izao rehetra izao izy fa
>>> "Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha irery ralehilahy; dia hanaova#KO vady sahaza ho azy izy.'' Gen. 2:18
---->> Andriamanitra irery ihany no Ilay hany mahavita manao ny vadinao ho SAHAZA sy TANDRIFY anao, fa raha ianao irery dia tsy hahavita izany. Koa izao ankehitriny izao, raha afaka ianao dia mitadiava toerana mangina ary MIVAVAHA ho an'ny vady andefimandrinao na misy olana eo aminareo na tsia, ho hitanao ny akon'izany ...

Loholona Tsiriniaina Rakotonirina

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 22 avril 2016 - 15:02

Hafa mihitsy ny tokantrano hanjakan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy zanany ary ny Fanahy Masina. Rehefa ianao no mamela azy ireo hanjaka 100% eo amin'ny fiainan-tokantranonao, dia ho hitanao fa fiadanana no iainanao. Ny olana mandalo sy miserana fotsiny, ny fidiram-bola, misosa ara-dalàna, ny aretina tsy maharitra ela, sns... mahafinaritra ny miaraka amin'ny Tompo e !
MANASA ANAO AHO RAHA MBOLA TSY NAMPANJAKA AZY IREO TAO AN-TOKANTRANONAO AHO, ANDRAMO DIA HO HITANAO SY HO TSAPANAO NY VONINAHITR'ANDRIAMANITRA HISEHO EO AMIN'NY TOKANTRANONAO.

HOTAHIAN'I JESOSY KRISTY DAHOLO !

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: bondy
Date: 22 avril 2016 - 15:48

Tompo sy Andriamanitra tononina nefa ny teny hoe bandy bandy mbola ao am-po ihany !!! niova fo ve zany olona zany ?

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Mahatoky
Date: 23 avril 2016 - 10:34

aoka isika tsy hifampitsara fa aoka Andriamanitra no hitsara antsika rehetra rehefa tonga ny fotoanany.
Andriamanitra mahalala ny any ampon'ny tsirairay avy izy no mahafantatra antsika rehetra ka aoka Izy irery iany no hitsara. Izy anie no aoka amindra fo antsika rehetra, Izy anie no aoka amonjy sy anavotra atsika.
Mitondra ambavaka manokana ho an'ireo izay mbola tsy matoky an'Andriamanitra sy an'i Jesosy Kristy ny tenako mba hitaritan'Andriamanitra azy ireo any @lalana makany @Ny.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: témoignage
Date: 25 mai 2016 - 14:39

Za koa dia mijoro vavolombelona fa rehefa niaina tataram pitiavana maromaro tsy naha omby dia saiky ho kiv ary saika tsy te hierika izany hoe lehilahy zany fa toa kapoka iray ihany. Nisy fotoana naharitra talohan'ny nanambadiako tsy niarahako taman'olona fa dia nandinin tena ahy ary nangataka tamin'Andriamanitra "vady tia ahy sady matahotra azy no tiako ihany koa" ary dia natolony ahy tokoa izany. Alohan'ny hiarahako sy io vadiko io anefa dia nisy choix tsy maintsy nataoko satria nisy olona iray matotra ihany koa nanomboka ni s'intéresser tamiko. Saingy efa misy fandaharana ny Tompo ka notoloran'ny Fanahy masina haka ny safidy tsara. Folo taona no nivadianay ankehitriny ary tsapako fa mbola mafana ny fitiavana. Mety hisy ny hiteny hoe tsy fantatro zay ataony any am badika any saingy za kosa mino fa izay lehilahy matahotra an'Andriamanitra dia manana fahendrena. Araka ny teny ao amin'ny baiboly hoe "ny fatahorana an'Andriamanitra no voaloham pahendrena". Koa manentana anao zay mbola misalasala na kivy, ento eo amin'Andriamanitra ny fitiavanao fa Izy hatanteraka azy"

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: finonab
Date: 25 mai 2016 - 15:59

Ange du foyer > aiza kay eanao azafady no miangona fa mahaliana ahy miitsy ny sujet nataonanao.

Misaotra mialoha,

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: mbolatiafoana
Date: 01 juin 2016 - 12:29

finonab<< Tsy voatery hitady toerampiangonana ianao , fa na aiza na aiza misy anao, dia hafaka tena mitady ani Jesosy @ fonao ianao, izay rahateo efa ela no nandodona, fa voahay varavarana fotsiny izy

ampandrosoy ao anatinao Izy de avy eo ao @ tokantranonao, dia avy eo Izy no mitarika anao hoe aiza ny assemblée tokony hiarahanao midera, miombombavaka, ....

Tsy ny fiangonana no mahavonjy "« Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. » (Asan'ny Apostoly 4:12)

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 02 juin 2016 - 12:53

Miarahaba antsika rehetra @ anaran'i Jesosy Kristy Tompo ny tenako.

>> finonab : Marina io voalazan'io namana eo ambony io, fa tsy ny anaram-piangonana no mahavonjy, fa Jesosy Kristy ampanjakaina 100% ao anaty sy amin'ny fiainana, no tena zava-dehibe.
Anisan'ny tena mahafaly ahy indrindra ny mahita sy mamaky ny resaka rehetra eto amin'ity forum ity, faly aho fa tafapaka any amintsika ny hafatra, koa tohizo izay efa nampihatra, ary ampiharo eo amin'ny fiainam-pitiavanao kosa, ho an'izay mbola misalasala, fa hahita vokatra goavana tsy takatry ny sainao ianao amin'izany. Zao anefa, Andriamanitra manana ny fotoanany, ary amin'ny fotoana farany indrindra vao tonga ny valim-bavaka, koa aza kivikivy fa ataovy eo am-pelatanan'Andriamanitra ny zavatra rehetra hataonao, dia ho hitanao fa hisosa mora ny andavanandrom-piainanao rehetra.

DIA HO TAHIN'I JESOSY KRISTY TOMPO DAHOLO ISIKA REHETRA
MAHEREZA !

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: hafatra
Date: 12 juillet 2016 - 12:30

Nahita ity sujet ity zaho dia liana ny hamaky ny tato anatiny, nampihariko ny zavatra tsara voalaza rehetra tato ka dia gaga tokoa aho fa nilamina ny fiainanay tao an-tokantrano. Tsara ny Tompo ry havana, ary mbola miasa tokoa Jesosy hatramin'izao fotoana izao, koa apetraho aminy ny fiainan-tokantranonao sy ny fiainam-pitiavanao fa ho hitanao fa hisosa tsy hisy tomika izany rehetra izany.

Misaotra an'Andriamanitra lehibe aho fa novonjeny ny tokantranoko.

Misaotra an'i Ange du foyer koa namorona ny sujet fa tena nahazoako tombotsoa sy nety tamin'ny fiainanay ilay izy, hotahian'Andriamanitra mandrakariva anie ianao sy ny ankohonanao.

Haleloia ! misaotra Jesosy fa miasa ianao ! Amen ! Amen ! Amen !

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Serv
Date: 13 juillet 2016 - 12:43

Tsara ny Tompo Andriamanitsika. Matokia AZY ary misaora ny anaraNY mandrakariva fa hamonjy anao sy hiahy ny ho avinao IZY.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bonus
Date: 13 juillet 2016 - 17:36

Et pourtant, je vis dans le bonheur total alors que je ne prie jamais. J'ai même rendu mon certificat de baptême à sa sainteté le pape jean paul 2, de son vivant.

Je lui ai adressé une très belle lettre, lui demandant de ne plus me comptabiliser en tant que crétin, oh pardon, j'ai tapé un peu vite et j'ai oublié le "H" et le "E" du mot chrétien, je répète donc, pour ne plus être comptabilisé en tant que cHrétiEn.

Il n'y a pas que les chrétiens qui nagent dans le bonheur conjugal, même les athées aussi, le sont.

Je suis un homme et je suis marié avec un homme puisque dans les pays très avancés socialement, les mitovy fananahana peuvent se marier.

Pour partager ce parafit bonheur, nous avons adopté des enfants malagasy et que nous essayons à tout prix à ce qu'ils deviennent les meilleurs (dans tous les sens du terme), reçoivent les meilleures éducations, les meilleurs équilibres, ...

De toutes les façons, il n'y a pas de règles, ce qui marche ailleurs, ne marche pas forcément sur d'autres. Je n'ai pas de conseils à donner, je ne donne pas de leçon, comment nager dans le bonheur !!!

Dans tous les cas, si la prière et la religion sont la clé à tout, la clé du bonheur, çà se saurait !!! Les malagasy sont les premiers à être dans le bonheur !!! Malheureusement, ce n'est pas le cas, au contraire, à croire que leurs prières ne sont pas efficaces !!!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Ange du foyer
Date: 15 juillet 2016 - 13:08

Bonus >> Pour vous le bonheur c'est quoi ?
L'argent ? ou la satisfaction sexuelle ? ou d'autre matière ?, vous êtes matérialiste.
Je ne discute pas longtemps avec des gays. Que Dieu pardonne vos pêchers.

Lisez : Leviticus : 20 : 13

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Sauveur
Date: 15 juillet 2016 - 14:35

Bonus >> Vous avez du bonheur ?, je ne croix pas, vous êtes les plus tristes du planète parce que, vous n'avez pas de votre propres enfants, vous devez adopter, et en plus souvenez bien que l'argent et tout ce que vous appartenez sur terre ne peuvent pas vous sauver votre âme. Et si vous mourrez maintenant sans répantir, souvenez bien que votre âme viendra directement en enfer. Donc vous êtes le plus triste du planète.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bonus
Date: 18 juillet 2016 - 17:28

Bonus >> Pour vous le bonheur c'est quoi ?
L'argent ? ou la satisfaction sexuelle ? ou d'autre matière ?, vous êtes matérialiste.

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Oui l'argent peut faire mon bonheur !!!

Satisfaction sexuelle ? Non, je ne suis pas satisfait sexuellement puisqu'il m'arrive de tromper mari, je n'ai plus le temps de draguer, dommage, mais quand l'occasion se présente, vooouuuup SEXE !!! Et le sexe peut aussi faire mon bonheur !!!

Matérialiste ???? Non, je suis réaliste !!! Si la prière pouvait faire le bonheur, çà se saurait !!! Angamba efa lasa lavitra bé ilay Gasikarantsika raha ny fivavahana no mahatonga ny bonheur !!! Indrisy anefa fa ny mifanohitra @ izany no hita !!! Sa tsy efficaces ve ireo vavaka ???

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bonus
Date: 18 juillet 2016 - 17:35

Sauveur > Qui es-tu pour attribuer le bonheur des gens ??? Je suis plus que certain que je suis PLUS HEUREUX QUE TOI !!! Alors que je ne prie pas !!!

Je dois adopter dis-tu à défaut d'avoir mes propres enfants !!!

N'as-tu jamais entendu l'homoparentalité ???

Oui cher Sauveur, ne t'en déplaise, nombre de gays sont aussi sont pères, les lesbiennes sont mères et leurs enfants ne sont pas tous des adoptés !!!! etre père n'est pas le monopole des hétéros !!! Il y bien des gays qui ont leurs propres enfants !!!

Il existe bien des ventres à louer, les inséminations, ... mais j'ai choisi l'adoption pour ne pas occuper des nourrissons !!!

Je préfère m'occuper des gamins, et non pas des menavava car pour moi c'est difficile !!! Alors qu'il existe des gays ayant des menavava !!!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bonus
Date: 18 juillet 2016 - 17:40

ange du foyer > ... Je ne discute pas longtemps avec des gays. Que Dieu pardonne vos pêchers.

Lisez : Leviticus : 20 : 13

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - --

Tu fuis parce que tu n'es pas à la hauteur !!! Tu préfères te cacher !!!

Laisse-nous rire sous notre cape car assimiler l'homosexualité à un péché c'est signe de limite en matière de c_ulture !!!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: diniho tsara
Date: 18 juillet 2016 - 21:27

Bonus<<le mariage institué par Dieu ne concerne pas les homos!!

Le "vrai" mariage chrétien est sacré et il est à l'image de l'amour de Dieu pour son épouse qui est l'église!! c'est une des fondements de la révélation du mystère chrétien

Lehilahy sy vehivavy no nampiraisin'Andriamanitra ao amin'ny fanambadiana ka tsy misy idiran'ny pelaka mihitsy izany

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: qui vivra verra
Date: 19 juillet 2016 - 07:32

Bonus,
qu'est-ce que tu en sais ?
c le pays qui est pauvre et qui nage dans l'encre noire
le bonheur comme le salut est individuel et personnel, le Chrétien le sait

Si tu as une Bible chez toi, lis dans Romains 1 ce que le Créateur pense de l'homosexualité

Paix e t bonheur à tes " enfants ", nous prions pour eux, afin que leurs copains-ines de classe ne se moquent d'eux à l'école, appelant maman un homme, et papa une femme, qu'ils ne deviennent pas des névrosés, bizarres inaptes plus tard à embrasser une vie normale ou devenant voyant vos exemples des homo par mimétisme et non de naissance

la vie est encore longue , mon cher, et tu en apprendras encore beaucoup
Bonne chance

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: miaina mahita
Date: 19 juillet 2016 - 09:35

raha mbola mifankatia fotsiny ny lahy sy ny vavy ka efa mametraka sahady ny fiainany amin'Andriamanitra ka sahy miroso amin'ny mariazy kristiana dia ampianY sy tsinjovinY foana hatramin'ny taranak'izy roa .ilay fahasambarana no samy manana ny fijeriny sy ny fisehony : tokantrano milamina , milamina sy lavitra ny disadisa isankarazany, manana ny ampy na misy ny tahiry sy ambim-bava ,taranaka maro , taranaka vanona ,taranaka salama vatana sy saina ary fanahy ,taranaka hendry ...

anisan'ny fifaliana goavana ho ahy , na reraka sy valaka aza ,ny tsenain'ireo zanako rehefa avy miasa mitondra goûter kely dia miaraka mihinana izany amin-dry zareo ; tsy hay hoe ahoana no fomba hanehoana sy hilazana izany fa mahafinaritra sy mandamintsaina tsotra izao e!

fomba fisehon'ny fahasambarana anefa io fa ilay tena fahasambarana dia ilay fianinana ao amin'i Kristy ihany .

tena misy izany ny fahatsapana fa Misy mitantana sy miahy ilay tokantrano.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bonus
Date: 22 juillet 2016 - 11:13

Qui vivra verra > "... Paix e t bonheur à tes " enfants ", nous prions pour eux, afin que leurs copains-ines de classe ne se moquent d'eux à l'école, appelant maman un homme, et papa une femme, qu'ils ne deviennent pas des névrosés, bizarres inaptes plus tard à embrasser une vie normale ou devenant voyant vos exemples des homo par mimétisme et non de naissance ..."

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Déja ils ont deux papas car deux hommes, deux époux car aucune femme dans le couple, donc il n'y a pas de maman dans l'histoire !!!

C'est ce qu'on appelle l'homoparentalité !!!

Firifry ny zanaka pelaka, na zafina pelaka kanefa manana vie ohatra ny an'ny olona rehetra ???

Je connais un super copain pelaka et il a 6 petits enfants, zafykely enina !!!

Jereo, anontanio ireo mpivarotena eny Tsaralalana, anontanio ireo mpigadra ao Antanimora, moa ve zanaka pelaka izy ireo ???

NON !!! Ce sont bien des enfants d'hétéros !!! Et pourtant ils n'ont pas une vie comme la vie des autres !!!

Cela prouve qu'être "enfants d'hétéros" n'est un gage de "vie normale" pour les enfants, tsy hoe akory ka zanaka pelaka dia ho lasa "... des névrosés, bizarres inaptes plus tard à embrasser une vie normale ..",il y a bien des enfants d'hétéros devenus des névrosés, ...inaptes à la vie "normale" (comme tu les dis).

Des études le montrent, tout ce qu'un enfant veut c'est de l'AMOUR !!!! Qu'importe le géniteur, qu'importe la sexualité du donneur du sperme, qu'importe la vie des parents, le bonheur d'un enfant dépend de l'amour qu'on lui donne et de sa personnalité !!!

Mes voisins hétéros ont deux fils, il y en a un qui est à côté de la plaque et qui vire dans le mauvais sens, alors qu'il est bien un fils d'hétéro ayant un papa et une maman !!!

Mes enfants sont plus équilibrés que les leurs, ils fréquentent les meilleures écoles et je vais faire en sorte à ce qu'ils ne manquent de rien, comme leurs deux pères !!!

Et puis, tu sais que la différence peut être exploitée à ton avantage an !!! Etre un enfant d'homos peut être exploité en un avantage !!!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bonus
Date: 22 juillet 2016 - 11:21

Avec tous mes respects aux mpivarotena an car elles font un boulot formidable !!!

Heureusement qu'elles sont là pour soulager tous ces hommes malagasy frustrés sexuellement car mariés avec des KILÔTY Vy !!!!

Oui oui oui, je ne fais pas une généralisation mais les femmes homophobes sur ce forum sont des coincées sexuellement, elles ont peur des plaisirs sexuels (au pluriel), ... à mon avis, elles n'ont jamais connu les anilingus (fileladelafana lava-boudy en malagasy) de leur vie etc ... ou tout simplement la s_odomie !!!

Fa dia ny netim-paharazana fotsiny et encore !!!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: bob2016
Date: 22 juillet 2016 - 12:15

" Des études le montrent, tout ce qu'un enfant veut c'est de l'AMOUR !!!! Qu'importe le géniteur, qu'importe la sexualité du donneur du sperme, qu'importe la vie des parents, le bonheur d'un enfant dépend de l'amour qu'on lui donne et de sa personnalité !!!"

bonus ôôôôôô :

Ngah mila vehivavy indray ???????

inona no anaovana don de sperme fa maninona raha alefa any anaty voie digestive ihany !

an'ny olona tara fa tsy maharaka ny fandrosoanareo ange ny fécondation e!

sa atsofoka aiza le sperme sa iza no atao mère porteuse ?

rehefa mandeha dia ny tongotra havia no aroso dia ny tongotra havanana indray dia mifandimby toy izany foana (izay no nentim-pâharazana) sa ve misy fomba hafa ahazoana mandeha ?

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: diniho tsara
Date: 22 juillet 2016 - 12:58

Nous sommes vraiment dans les temps de la grande apostasie!!

Tout se réalise et se vérifie rien que dans les propos tenus dans ce forum!

Quelques-uns apostasieront de la foi, tandis qu’on s’élèvera contre l’institution sacrée du mariage; d'autres s’attaquent à d’autres vérités.

On finira par mépriser la vérité chrétienne dans son ensemble. Ce sera l’apostasie totale, où l’on rejettera tout ce qui est de Dieu et de Jésus Christ.

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: diniho tsara
Date: 22 juillet 2016 - 13:20

Bientôt mety ekena ho tokantrano sambatra koa ny olona manambady smartphone,sapin de noël alika, saka, zazakely sns! efa misy daholo ireo!tant qu'il y a l'amour moa ry bonus sa tsy izany? toute formes d'amour dia mety daholo!!la porte est ouverte ary izay tsy maaiky dia coincé be tsy mivoatra

NY But manaraka dia ampidirina any am_pianarana ny boky pelaka! efa projet mihitsy ilay boky hoe "mon papa porte une robe" ho an' ny zazakely any @ maternelle!

Options: Répondre
Re: Tokantrano sambatra, ambany fitahian'Andriamanitra.
Par: Bonus
Date: 22 juillet 2016 - 15:24

bob2016 > Je crois que tu n'as rien compris de mon message !!!

Je vais le dire autrement, quel qu'il soit le moyen mis pour avoir un enfant (hétéro ou homo), l'enfant a besoin d'AMOUR et non pas, un papa et une maman !!!

La preuve, le fils de mon voisin ayant un papa et une maman, il n'est pas plus équilibré que mon fils ayant deux papas.

En revanche, mon fils a beaucoup, mais vraiment beaucoup d'amour !!!

Options: Répondre
Aller à la page: 12345Suivante
Page: 1 sur 5


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg