Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
fampirafesana
Par: mba manontany tena
Date: 22 février 2017 - 17:30

hono a, ho anareo vhv mahalala fa efa napirafesin'ny vadinareo na koa hoe ampirafesin'ny vadinareo amizao, inona kay no antony mbola hijanonanareo aminy?
Aza miteny amiko hoe noho ny zaza aloha fa amiko tena tsy marina satria tsy exemple tsara eo amin'ny zanaka mintsy lay hoe ny reny efa hitsakitsahan'ny rainy nefa dia mbola mijanona eo foana e.
Gaga iany a mantsy fa misy vhv tena efa nijaly aman-taonany maro dia nefa mbl miaritra iany ... izany ve no tena fitiavana? Tsy aiko aloha e
Misaotra antsika izay hamaly

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: cas par cas
Date: 22 février 2017 - 18:13

Mijanona @ vadiny ny olona iray na fantany aza fa mampirafy azy ny vadiny :

-Satria manam-pandeferana
-satria te hanome chance ilay olon-tiana,
-satria te hamela heloka ,(mafy ny finoany fa mbola hiova ny vadiny
-misy indray ny tsy mahaleo tena ara-bola
-ao koa ny fahazarana (efa lasa fahazarana ny fanambaniana sns...)
-Misy noho ny haja amam-boninahitra dia miaritra ny mafy ao na efa marary fo ao aza...

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: CROC
Date: 22 février 2017 - 19:05

voatery hiteny ilay tsy tokony lazaina aho ( nohon'ny zaza ) mialatsiny . Raha ampitahaina ny zaza nisaraka ny RAD sy ny tsy nisaraka , dia samy hafa be mihintsy matetika .

Tsy voatery hoe tsara fona aloha ny vokatra azo no azo satria tsy nisaraka ny RAD fa na izany aza , mety hoan'ny zaza ny mahita ny RAD miaraka eo fona . Betsaka no tsy misaraka noho io antony io ka rehefa lehibe ny ankizy dia miasaraka @'zay izy ireo .

Misy antony iray izay sarotra hoan'ny Malagasy koa ny mahazo azy dia tin'lay vehivavy ny fampijalian'ny vadiny azy . Sarotra inoana fa zava-misy anefa , marary ve ilay vehivavy , mety izay mihintsy ......fa asa aloha e!

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: OK ARY
Date: 22 février 2017 - 22:06

fa emnao io zao efa impiry nisarabady de impiry nanambady tsara oe?

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: et alors?
Date: 22 février 2017 - 22:59

Ok ary >Hs,ho inonao izay ataon'ny olona any? fa ny anao jerena sy hatrehana atao izay maha mety azy./

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ramatoo
Date: 23 février 2017 - 13:25

sarotra amiko ny hisaraka @ vadiko tsy nohon'ny zaza fa nohon'ny situation misy ahy

ny vadiko dia mitantana orinasa ary mampidi-bola be... niaina tao anatin'ny tsy fahampiana aho fony kely ary io vadiko io no mampiadana ahy sy ny zanakay (tsy ho tanisaiko hoe inona avy ilay fiadanana), tsy misy mahory, izy koa mampiseho fitiavana ary ny rs matsiro tokoa raha oharina t@ ireo lhl efa niaraka tamiko

fantako ny antony mampirafy io vadiko noho ny asany tsara ka mahasarika vhv maro, izy koa anefa tena tia vhv be ary tia rs,
tsy mampaninona ahy ny fanaovany @ vhv any ivelany satria fantako fa tsy hisaraka aminay efa-mianaka izy, tiany be aho sy ny zanany sady lahy daholo araka ny faniriany...

rehefa avy mampiaraka aza izy dia vao maika mampiseho fitiavana be sy rs matsiro be dia ataoko toy ny tavoahangy izy io ka ny ranony no mandeha fany tavoahangy consignée ato amiko

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: rose
Date: 23 février 2017 - 13:50

Ny vady dia tsy tavoangy consigné satria RAHA VAKIAN'NY OLONA ANY NY VAVA TAVOANGY DIA ENAO NO MARATRA ,

ny vady mampirafy dia olondehibe tompon'andraikitra mahafantatra tsara ny zavatra ataony ,matoa izy mampirafy ao raha...


Voahaja kokoa ny vehivavy independante ara-bola ,noho ny miankin-doha @ lhl matetika

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: mafymangidy
Date: 25 février 2017 - 10:49

Bjr, daolo mba hiditra @ lay resaka fa expérience vécue, izaho lhl, nampirafy taloha ary efa nijanona efa fantatry rafotsy ny film, dia tena nanapa-kevitra ho fidèle za fa tsy naha-comblé an'rafotsy, hay izy tsy niteny fa narary mafy azy ilay izy fa nataony ahy taty aoriana ary tsy nivaky izy, raha tsy izao no nahatratra. Fa tsy tena tantin'ny lehilahy ilay izy ry namako a, ny tiako ambara dia aleo misoroka e fa ratsy ny misaraka tsy noho ny ankizy ihany fa ilay fitiavana no lehibe indrindra, comblé-o fitiavana ny vady ry zareo, satria anie sarotra ny mifanadino efa an-taonany maro sy ny zavatra efa voatsangana e! antitra eo.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: Patabe
Date: 25 février 2017 - 19:20

Ramatoo
Azo lazaina hoe sambatra ianao satria mi comprendre ilay vadinao ianao .Ny mahatonga ahy hiteny izany manko dia mpitantana orinasa lehibe koa ny tenako ,sady tompony rahateo ,maro ny vhv mifandray amiko ,ary ny tokatrano sy ny vadiko tsy nataoko ambanin javatra mihintsy ,saingy indrisy fa ireo vadiko dia tsy toa anao ,fa tena mahery be daholo ,nataony izay niterahana tamiko ,dia avy eo miala dia mitaky pension alimentaire daholo .Niteny aho hoe ireo vadiko satria faha 6 izao ilay ao an trano .
NY tiako hahatongavana dia raha toa ano daholo ny vehivavy dia hilamina tsara ny fiainana ,koa miangavy ano aho ,mba hentano re izay vhv toa anao mba ho toa anao daholo e .
Misaotra tompoko

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: mba manontany tena
Date: 27 février 2017 - 12:12

Asa aloha ry zareo fa za manokana raha mampirafy ahy ny vadiko, mety hoe avelako ihany raha indray na indroa à la limite fa ilay misy miaritra aman-taonany maro, efa fatam-poko hitam-pirenena rehetra izao hoe hitsakitsahan’ny vadinao ve ianao dia mbola hiaritra ao iany ?
Marina daholo angamba ireo lazainareo ireo, kanefa ohatran’ny mampanontany tena ihany hoe ahoana no ahazakan’ilay vhv an’ilay situation psychologiquement à la longue ? Mba samy olona nosoran-dray amandreniny menaka daholo, na dia mampiadana tahakin’inona ary ve ilay vady, na dia hoe tiana tahaky ny inona dia hiaretako ao iany nefa za efa afa baraka amty tany sy fanjakana rehetra ty ?
Asa moa ?

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: non kosa
Date: 25 mars 2017 - 12:14

mba manontany tena>>> tsy ianao voahitsakitsaka no afa-baraka, inona moa no aha afabaraka anao amin izany nefa ianao tsy nanao ratsy. samy manana ny fomba hitondrany azy ny olona manoloana ny fanitsakitsahana, misy ny hoe hiala , tsy azo antoka anefa hoe ho tsara kokoa sy ho fidele noho iny no ho avy manartaka eo , raha tsy hoe dia hionona tsy hiaraka aman olona intsony angaha. Miaritra satria iny no vadin ny fahatanorana, tamin ianao mbola tanora, tanatin ny tanjaka sns aza , iny no azonao teo, maika moa hoe efa nisy zaza, nahazo taona asa olona manahoana izany no ho azo amin izany...

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: harrisoa
Date: 25 mars 2017 - 13:15

ho aiza moa izahay telo mianaka raha misaraka @ vadiko aho... zaho tsy miasa.... ny tenako mety tsy ahoako loatra raha hisaraka satria efa niaina fihafiana talohan'ny fanambadiana, fa ireto zanakay efa zatra fiainana nigalabona sy niadana tsy mananjava-mahory atao ahoana ? Tsy ho vitako mihitsy na ny ecolagen'izy ireo fotsiny aza

T@ voalohany t@ tratrako izy de natahotra aho hoe sao ilaozany izahay fa rehefa nande ny fotoana dia tsapako fa tsy atakalony anay telo mianaka ny vhv any ivelany dia ninia nikipy izay mba hadalany keliny aho.... sady tsapako koa fa tsy mitovy ny filan'ny vhv sy ny lhl ka tsy mampaninona ahy na dia makamaka kely any ivelany aza izy

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: mihanta
Date: 13 mai 2017 - 20:12

Ny vadiko taloha nampirafy ary tena nandeha nipetraka tany @ le vehivavy dia nilaozany zahay sy ny zanako avy eo izy niverina avy any nifona de nanaiky niverina taminy aho saingy zao za mamaly faty za ndray mampirafy izy zao hendry ka ny tiko tenenina de oe aleo alou hanao fa refa vita ny ataonao de anjarako ndray manao ka mahazaka ve sa tsia !

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ericcc
Date: 14 mai 2017 - 15:31

SIMPLE BE VALIN IZANY FANOTANIANA ZANY, ENAO EFA NIAKY TEO ANATREHAN ANDRIAMANTRA RA NATAO MARIAGE TANY AMPIANGONANA, de zay, na enao mapirafy , na izy mampirafy tsy misy miala zany eo, na misy zaza na tsy misy zaza , noho ilay voady, ra tsy natao tany ampiangonana moa de normal be ra misaraka

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: danielle steel
Date: 14 mai 2017 - 22:23

mba manontany tena> misy critères bdb io dia analyser-na tsara

mampirafy izy fa tsy mampijaly, par si no anaovany azy, mbola ianao no rôle eo @ fiaraha-monina, ianao no mitantana ny vola, ianao no eo @ devant...tsy misy amakiana loha ny ambiny.

Misy impact tompoko eo @ zaza fa tsy oe resaka io. Diniho eo @ fiarahamonina misy anao. na ilay simple fait oe misy miara manao baolina @ bandy kely sy mampianatra azy mi bricole aza.

ratsy be ny image eo @ fuarahamonina ka aleo ihany misy vady.

Mila mandanjalanaja zany e, raha lasa biby mamono mahafaty ve moa ilay vady tsy ialana...fa raha mbola ahitana hevitra hi surmonter-na aza dia aleo tsy misaraka.

Misy vhv hafa koa tsy ampy karama dia mila ny volandrangahy.

Normalement koa ny catholique vita mariazy tsy tokony misaraka

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: LITTLE THINGS
Date: 15 mai 2017 - 01:36

Amiko misy degre io Ary samy manana ny zakany Za malala ny degre oe hatraiza no vitako milefitra Rhf tonga eo aminio point io za sur za fa iala fa tsy iaritra antitra sns eooo
Conseil o anireo eo ambony nareo ane afaka misaraka fa 1 trano ra zay ny blem e Samy manana ny chambre samy manana ny fandrina samy manao ze inanany Ra resaka zaza sns zan Samy manao ny fiainany ra mety mo zany

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: raitrakely
Date: 15 mai 2017 - 08:03

Za aloha tsotra sy mazava ny antony ijanonako
Ny vadiko mavita azy ary ny voninahitro tena tsy ambaninjavatra mintsy
Marina izy oe mampirafy itambahoaka itankavana fa kosa a : za zao nony nanambady azy de efa milamina ny fiainako e Za miasa a fa tsy oe tsy miasa akory ka oe mi dependre b aminy fa na zany aza Za zao mananjanaka 2 lahy Efa 3 normalement ny zanakay saingy maty ny faha2 fa nisy tsy tomombana ny fahasalamany sad smiley Zay zao efa manana trano b 2 manana fiara Manana orinasa ny RAD-ny ka rhf maty io mamany io de tsy maintsy oe zahay no isahana azy Za matetika mahazo cadeau sy otrany vo maika aza anontanina foana oe inn ny tinao (mety no izy le mampirafy ngamba a?) Izy ko tena matotra ra resaka fitazaina rhf eo Zay ko antony tsy anomezako tsiny azy satria izahay tsy mifanakaiky foana fa izy mande noho ny asany! Marina oe mitaraina za aminolona noho le situation saingy noho ny voninahitro ihn zany no sauver-ko! Za ko aty ambadika afaka manao ny ataoko satria izy ary manao ko hihihi De mody mitaraina amle bandy za Afaka manenjika daolo ze anenjika fa ny ahy aloha milamina e Na kamboty aza za zao Milamina ny ahy Za zao niteraka le zanako farany natao cesarienne fa tsy lany S e Voantoka total

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ndriii
Date: 15 mai 2017 - 09:50

raha nohon'ny fijangajangana kosa aloha no hialako aminy d tsy meloka mihitsy aho e.misy teny iray zay mihitsy ao @baiboly ao fa tsy tadidiko ny toko s andininy.
raha amiko aloha rhf fantatro we mampirafy ahy izy tena tsy mijanona aho eh.tsy nisy nifanaraka mts t@ voalohany we rhf tong n fotoana hampirafesan'ny lhl dia ts maits miharitra eo fon ny vhv na efa hitsahana hatrany atampin-doha aza.raha mijanona koa anie d vao maika izy mahazo vahana b we ti na hataoko toy inona aza d eo fon k na manao aza zan ah tsy bedy.sad hitany koa we miankina b aminy d hararaotiny @iny ianao.
raha resaka we misy zaza zan ndray dia amiko tsy tokony hatao sakana mhitsy.raha vhv mivavaka sy manam-pinoana aloha dia tsy hamela anao hiady irery zan Andriamanitra. mahita vahaolana foana ianao raha miaraka aminy.
ireny vhv dependante b @vadiny ireny mts ane no tena apirafesin'ny lhl e.lazainy fa tsy mahavita tena ianao raha miala aminy ka vao maiky izy role b mitsy.

ny hafatro dia zao,isika vhv dia manana ny hasina manokana.az manaiky hotsinotsiniavin'ny lhl zan mts.aza manaiky ho maloto miaraka aminy,aza manaiky mihinana ny sisa ts lanin'ny hafa zan fa samy nosoran-dreniny menaka ka iza no hanaiky hihinana @vilia maloto eo?d mivavaha fa tsy misy tsy hain'Andriamanitra io e!
efa hitako eto zao fa btsk ny hi-contre fa ts maninona fa hifanome toro-hevitra no hatao eto.merci

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: LITTLE THINGS
Date: 15 mai 2017 - 12:30

ndrii > za manohana anao tanteraka ka Ary mba iriko aza mba anao vavolombelona ato daolo ireo zay niala mba ahalalanireo manana olana oe vita io miala io ee
Ary interssant zay sujet zay a : ireo vhv vavolombelona mananjanaka ka niditra tam divorce rhf nampirafy ilay vadiny

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ZENDANA
Date: 15 mai 2017 - 13:16

ndrii> mamaky le zvtr soratanao aho d otran gaga ihany, tonga d otran misy trace na fankahalana sy fiheverana ny vady ho adversera tateraka, fa nakaiza le oe pr le meilleur et pr le pire sns tam voalohany toa zary adino v.
ts misy manamarina ny oe fampirafesana fa vao au moindre zvtr mitranga v zany d tonga le animosité b, otran oe ts olona nifankatia le resahana eto fa olona mpifahavalo avy hatrany.
miankina amin le point de vue hijerevana an le blem io amiko , fa ra tonga d zay logique zay no handraisanao azy d normal ra izan no famalinao azy. Ny fanambadiana amk akoatran oe resaka sentiment sns d ohariko amin contrat rehetra , entreprise zay nijabahanao rehetra ka ny solution facile indrindra dia oe miala , mitsôka refa mis blem. échec ny dikan zany na iala bala ary enao, ny mpivady dia manana adidy ts ho tonga amzay échec zay, efa nataonao v ny azo atao rehetra mba ialana amzay n'inona gravité an le blem miseho aloha.
Mamaky le zvtr nosoratanao aho d otran manana impression zany oe vao ery amin alitara enao zan d efa rats fisainana b oe ty ndray ra vao manao vinany tonga d ialako otran peste, nefa ny pasitera etsy mikabary vonona v ianao ra izao na izao , fa enao sady manaiky no miteny an'eritrertr oe tsis anzan fa ra vao mandala a ty
fôrako any. Logique na conflit sy adversaire otran zany v zan no itambarana amin 'oul ray zay censé le olona voafidy sy atokisanao amin fiainana, ts misy anjely nefa eto fa manana ny kilemany dôly ny olona.

le iz oa qst ana point de vue , enao zao mety oe considérenao ts echec zan fisarahampanambadiana zany, vofafa ny fampirafesana dôly nenao ny fitiavana b nisehosehona tam andro malaza, fa misy kosa any vevavy mampadefitra ny ambompony hampadehanana ny entreprise nanaovana contrat teo imason'olona sy ny avo, ka zay fampirafesana ts mahafaty ny fitiavany miredareda fa mirehatra ao aminy fona ny fitiavany ny vadiny n'inona fahalemeny dia manana finoana hatrany fa handeha ny tokatranony fa fisedrana ihan zay miseho. Refa ianao no tia azy sy t hanana azy mandrakizay ts olanao ny zvtr ataonao fa lefitrao avokoa.

fanontaniana: ianao mo zany refa misaraka efa mibaby zaza 1.2.3.4 dia mbola mihevitra oe hanambady indray sa d hananontena ra enao no sendra le blem ? zany oe raha eny dia mbola isaraka indray ra tojo le meme probleme? à l'infini zany echec apres echec v?
satria ny vadinao rainjanakao aza ts naharitra teo aminao fa solafaka niodina ko vao maika le mandimby ao afara rehetra mahita ireto zaza babenao d mety ho firy ny probabilité haharetany eo aminao ? sao d ho ataon olona aponga miantona ka zay mandalo mikapoka avokoa nohon 'ny ambopo ts voafehy naroso ambonin fitiavana nilokalokana teo imasom-bahoaka.
ps: ny lehilahy mitov dôly ara statistiques (izaho anisany) ka manahy aho fa dia ts aharitra izany ny fanambadianao, ra mbola ts manana na tafiditra dia mivavaha ahazo reo exceptions confirmant la regle (efa betsaka aza izao ny vevav no mifaninana aminay lelah)

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: misy
Date: 15 mai 2017 - 14:45

ny vehivavy ny ankamaroany dia mihevitra ho tompon'ny raisonnement dia izy indray no dedaka @vadiny hoe ilay vadiny no tokony ankatoa sy anaraka azy.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: hypo
Date: 15 mai 2017 - 15:00

efa enjana be aza vao nahita vady, saika efa tsy nisy nanaiky, sady afabaraka @ fiarahamonina, dia fikiriko eo ny ahy.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: LITTLE THINGS
Date: 15 mai 2017 - 15:15

ZENDANA > mora aminao ery mandray zany oe fampirafesana zany ! Efa mba nampirafy anao v ny vadinao ? sa enao no nampirafy azy ?
nakaiza ny pr le meilleur et pour le pire > amiko amle nampirafy io no anontananiana Fa nanin no d nakany ankafa Inn ny blem ? nakaiza io ?
au mooindre fampirafesana ? hihihi tsisy dikany mintsy v le vodona sy vaky fo aminao e ? Fitiavana a fitiavana ??? fiza no tena tsy tia e Le nampirafy sa le diso fanantenana voafitaka ? mbola tkn ipetraka v le kesion oe olona namitaka anao v de ho tia anao ?
Solution facile ?? oulalaal fa le fampirafesana solution de secours ? sa inn no azo iantsona azy ? Manana adidy toko iala am echec fa indrisy nisy tsy nahatsapa ny adidiny ka nitondra soa amantsara makany ankady aminy alalany fampirafesana
Fa marina io teniny ndriii io ka misy teny ao am baiboly manamarina ny fisarahana ra resaka fampirafesana lay izy Ary ny lalana ko v tsy zany e Raha mampirafy ny 1 de diso eo anatrehany lalana
Bref bdb zany fa aleo samy anao ny safidiny fa ny hafatro am olona rht (na lahy io na vavy) Mandefera ane am zan situation zan e de ho hitanareo fa vo maika anao ny ataony izay mampirafy
Za tsy amaly intsony fa ampy zay nena eto am ty sujet ty

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: bof bof
Date: 15 mai 2017 - 15:28

Rehefa namaky ny voasoratra rehetra ao dia izao no hitako: miaritra ny fampirafesana ny vehivavy satria tsy te iala amin'ny confort omen'ny vadiny ho azy, satria mihevitra fa tsy mahavita tena. Voporofo izany fa dia tena fanaka malemy ara-bakiteny tokoa ny akamaron'ny vehivavy Malagasy...
Am-bava homana, am-po mieritreritra

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ZENDANA
Date: 15 mai 2017 - 16:07

little things , bof bof> tiako mba ho valinareo kely le fantanina napetrako reo, sa v efa teo no niala, bande de divorcée hahahahah, aza manamafy ny fon olona fa nenareo no efa voadona izany dia ipitsiho le bandy e , fa nareo mavita tena sady ts fanaka malemy, fanga ny fanambadiana kilalao(jeu) jeu de qui est le plus coupable d in loaka refa oe le adv no resy hahahaha, zany v ny lojika ny tokatrano aminareo oe coup pr coup, ny ray zany efa solafaka misintona any ankady oziz enao d ny ray ku hanaraka fotsiny oe za ku iala = ECHEC et MATy.Maninona moa ny mandefitra e ? sa ts equitable le jeu d le adv foana no maharesy, aiza mo ku tonga d adv no fieritreretana le vady dieny manomboka, tena ts azoko le toetsaina. Maninona ra entina eny amin tribonaly ku ny zanaka esorina ts ho zanaka intsony refa maditra, mamono RAD, mangalatra, mifoka rongony sns fa aza anarina fa diso e, zaza efa mamono v ho tia? sa mo ts zay le lojika teo oe tokn mbola hipetraka v le qst.

Fantaro fa misy olona tia inconditionnellement, ary ts vitsy , izy no tia dia izay ifaliany dia ampy azy na ny fananany lay olotiany fotsiny aza na mizara amin'oul 2 na 3 na mihoatra ts ahoany satria ny faniriany d ny ahazo ny anjarany eo am fiainan olotiany.
Nenareo zany mazava fa fitiavana CONDITIONNEL BEU, manina no ts tonga dia apetraka ny condition eny am alitara oe zao kusa pasitera an (asio clause mazava na any am firaisana aza ho hitan mpijery ra sahy e).vao ivady v d efa preparena sahady ny armes sy ny defense au cas où, ina n dikan zany)

bref ra logiq na conflit sy competition no atao mameno saina dia efa mamono tena sahady le fikasana am fanambadiana ry reto a !!!!!!

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: LITTLE THINGS
Date: 15 mai 2017 - 16:34

Mbola tsy divorce Mbola tsy itako nampirafy ana ny vadiko smiling smiley
Tsy misy oe iza no coupable fa zvt ratsy indrindra amiko zan mampirafy zany Ra resaka oe iza no namaky vilia Iza no nanadino ny lacle Iza no nandoro laoka de oe resaka ridicule zany fa fampirafesana zany degany zany
Za aloh tsy maka ny vadiko ho adversaire zany e Fa ra olona manao zvt seul am sisiny zany fa tsy iarahana sady en plus resaka fusion zany fampirafesana zany d efa niala tsy ho namana zany fa animba ny maha iray ny mpivady Ny intimite ny mpivady efa voazara any ankafa
Aza manao ny tsy mety ftsn e Ary aza tratra oe ny vadinao no ampirafy anao ;) Ka manin mo ra mandefitra ny tsy ampirafy eee Inn ny antony ny fampirafesana ? Ie marina ny anao efa misy bdb zao ny manary zanaka rhf maditra raha tsy ampy taina de alefa any am toerana sahaza azy izy
Ko nanin ra nifaliana lay efa teo fa tsy nakany ankafa nampirafy ?
Franchement tsy rarahako aloha ra zay ny fijerenao azy oe conditionel b e :D
Zay no izy rankizy :P
DE AVERIKO FOANA RY ZAREO A lEFERO NENAREO DE HO HITANAREO EO NY TOHINY :P nihahaha ARY RA RAISINA MAIVANA NY FAMPIRAFESANA DE MAMONO NY TOKANTRANO SAHADY ZANY hihihi

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: bof bof
Date: 15 mai 2017 - 17:54

Tsy mbola divorcée, ary heureuse en ménage an! Fa izao fotsiny, misy ny obligation de fidélité ao anatin'ny mariage e. Tsy misy olona tsy diso fa rehefa mamerina fahadisoana foana, tsy adisona intsony izany fa efa choix. Ka mba manana ny fierté-ako koa a ka tsy hoe rehefa hitsahana an-tampondoha akory dia hoe hanaiky foana akory.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ZENDANA
Date: 16 mai 2017 - 08:21

mbola ts voavaly foana ny qst ako e: aleo averiko mints, je vous met au pieds du mur d ho itako eo ny valiny

ianao mo zany refa misaraka efa mibaby zaza 1.2.3.4 dia mbola mihevitra oe hanambady indray sa d hananontena ra enao no sendra le blem ? zany oe raha eny dia mbola isaraka indray ra tojo le meme probleme? à l'infini zany echec apres echec v?
satria ny vadinao rainjanakao aza ts naharitra teo aminao fa solafaka niodina ko vao maika le mandimby ao afara rehetra mahita ireto zaza babenao d mety ho firy ny probabilité haharetany eo aminao ? sao d ho ataon olona aponga miantona ka zay mandalo mikapoka avokoa nohon 'ny ambopo ts voafehy naroso ambonin fitiavana nilokalokana teo imasom-bahoaka.
ps: ny lehilahy mitov dôly ara statistiques (izaho anisany) ka manahy aho fa dia ts aharitra izany ny fanambadianao, ra mbola ts manana na tafiditra dia mivavaha ahazo reo exceptions confirmant la regle (efa betsaka aza izao ny vevav no mifaninana aminay lelah)

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: tsiaan
Date: 16 mai 2017 - 09:08

ZENDANA >>

Tsy midika akory hoe tsy misaraka mihitsy dia mety be,
tsy midika akory hoe nisaraka in 6 dia ny faha7 tsy maintsy hisaraka

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: bof bof
Date: 16 mai 2017 - 09:11

Ra aminao izany dia matao mampirafy ny lehilahy dia adison'ny vadiny izany? Afa ny solafaka sy ny minia mandeha amin'ny lalana tsy izy tompoko. Ra solafaka, nampirafy indray mandeha, fahadisoana an'olombelona, mitady solution ny mpivady ampilamina ny tokantranony sy tsy hiverenan'izany intsony. Fa raha efa hita-poko, hita-pirenenana fa mampirafy tsy akijanona anao ny vadinao, kanefa ianao mbola mijanona ao foana, amiko izany fanambanianao ny tenanao, sy tsy fanasianao vidiny ny tenanao, ary indrindra fanaovana tsinotsinona an'ilay tokantrano. Amiko manokana rehefa ohatran'izany ihany aleo faranana ny contrat de mariage izany satria io misy obligation de fidélité, ka refa tsy mety aminy ny mijanona amin'ny olona iray dia aleo miala. Ra vao tanora ny vehivavy no novolavolaina havita tena, hanana asa tsara, hanangona sns, afaka mamelona ny zanany izy. Ary rehefa vita soa aman-tsara anie ny divorce, partagé ny charges amin'ny ankizy e. Fa ra mbola ny amolavolana ny vehivavy hoe mitady vady mpanefoefo dia velomina ao fotsiny, dia normal b ra tsy mahasa midrikina ny vehivavy fa manaiky ho hitsahhana ao foana, na efa voa hitsaka sy voavono lava izao ary.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: LITTLE THINGS
Date: 16 mai 2017 - 09:34

Mibaby zaza maromaro ny tenako Ary tsy oe tena objectif b tsy azo ajanona amin ny fiainako manokana aloha le oe mariee. Rhf makany ankafa izy omeko tso-drano Ary za manokana tsy oe tsy ilay intsony ny fiainako ra tsy hisy lhl intsony erahako smiling smiley
Ka ho valiny fanontanianao ary de hoe : non tsy mila vady intsony aho rhf lasa io Vitako ny zanako Vitako ny momba ahy Manana ny trano ipetrahako aho ary misy ny source afaka inananay ampilaminana tsara sy ianaranireo zanako Asa ra mbola tsy mazava :P

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ndriii
Date: 16 mai 2017 - 09:38

zendana> hahaha...ts efa voavalinao iany v ny fanontanianao e? ianao miteny hoe ny lhl rht d mitovy dhl d iza no mbl hiditra @ze hanambady indray? ny teo aza v efa nanahirana d mbl hitady olana fanimpiriny ian? ts efa aretina tadiavina? ny ratra_po t@ iray ary ts mbl afaka v d ho mbl ampiana iany. efa adala ny manao izany.
Mino kosa ah ngb fa tsy nisy haniry izany hampirafesina izan na lah io na vavy.izay nivadika s namadika palitao d efa fahavalo zay.nga t@ voalohany nisy niheritreritra anzany hoe fampirafesana izany ka hoe tonga d nivonona hoe ty vo manao vinany amiko eo tong d ialako.ngb tsy nisy niheritrerita ary ts nisy ny haniry anzan mts. fa saingy niova ny tantara taty aoriana, nivadika ny lahy. d sod tokn any aminareo lhl le qst no hipetraka we nakaiza ilay pr le meilleur et pr le pire? satria mantsy rhf hoe mampirafy izay ny lhl d tsy maintsy hoe faute le vhv fon zay nahatonga az nampirafy, d zay le we aiz le pr meilleur e pr le pire @nareo?
mitady hofandrihan'ny lelanao ianao fa mitandrema rhf mamaly


little thing> aleo akia hiaritra eo ze kely saina s tsy lany henatra ah>rhf hataon'ny iray fokotany resaka v izy ts hiala ian e.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: lehilahy
Date: 16 mai 2017 - 09:54

Izaho lehilahy, fa ny fantatro dia:

j'ai toujours tort. Zay no fahatsapako ny fandraisan'ny vadiko ahy.

Na tsy mampirafy aho, na mampirafy aho(tsy mbola hitany nampirafy akory aho) dia tsy mankasitraka ahy ny vadiko.


Mitodika @nareo vehivavy @zay aho, inona no tokony hataoko?????

Satria mila an'ito ny fiainako: "Ry vehivavy, maneke ny vadinareo"
Efa niezaka nanao ilay "Ry lehilahy tiavo ny vadinareo"aho saingy tsy mety hafapo izy t@ izay ataoko angamba matoa tsy mety manaiky ahy izy, ary io @lafiny rehetra mihitsy no tsy hanekeny ahy @zao.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ZENDANA
Date: 16 mai 2017 - 10:04

ts voavaly mihitsy le qst e, ts maninona

fa zao, voalohany izaho ts manamarina velively ny fampirafesana na oe iza no diso sy ts diso fa milaza fotsin aho oe rehefa natao ny fanambadiana d otran entreprsie rehetra manana oblibation de reussite, otran n equipan barea io ts mitondra makaiza ny fahalalana oe i faneva ima no ts namono bol na oe i ahmad mihitsy no fositra sns fa refa resy alo d echec zay no itan'ny olona. Inona no tena ilana lay esprit de competition lava oe ka izy nanao anizao , d za hanao anzao ho valiny , fa nga mo ts ray equipe e, tokn any ivelany ny adv fa ts ao anaty equipe ihan. Io diso adv io foana no olana fa ts maints coup pr coup foana zany ny ady eo e. qui dit esprit de competition dit adversaire, hoan lay niteny oe za lo ts maka adv ny vadiko zany , zao alo enao mbola ts manao action fa efa miandry kusa enao amin angady sy harona , miandry kendry tohana fotsiny, oe ra vao mandona ny ambopoko eo dia asehoak azy fa misy vidiny ny tenako, io ambopo io zany ts mety mandefitra mints io quitte à challenger le mari bien aimé hahahahah.

sady le fitiavana nge censé à l'epreuve de tout e, maninona oa ny fitiavanjanaka no à l'epreuve ny zvtr ratsy rehetra , maditra mifoka mamono RAD. fa refa le vady dia ts azo andeferana mints , sa v oe iny ts taova ts volovoloko , ce cher inconnu hahaha. tsitanareo oe ts mitombina v zany raisonnement zany?

fa in moa le oe pire e, pr le meilleur et pr le pire, mbola pire nohon ny pire zan le mapirafy v ? sa sao d le fierté voadona no tena ts zaka ao anatin leiz ? ra qst ana fierté zany amk mbola egoisme ts fiheverana afats ny ny tena sy le ambopo kely , ts fiheverana le taranaka sns, finiavana hifaninana amin lay vady zay nekena tery imasombahoaka oe tiako mandrakizay io. en fait tokn ovaina ny voeux eny ampiangonana dia asina oe pr le meilleur et pr le pire sauf : d samy manolotra ny condition-ny eo ts voatery ny vavy ihan fa ny lahy ku (ts mahazo kizitina, ts mahava-tena, mi-se laisser aller sy sns ts voatanisa mahatong ny bandy miodina).


tsiann> marina mints zany fa io resaka mathématique tsotra b e, raha lay voalohany mety nahazo ny fahadiovanao sy nahalala anao ts nisy charge sy contrainte na zazah aza mbola ts tana ko , firy eo ny probabilité hijanonan lay manaraka mba tiko ho valinao. Asa mety firy eo ny bandy mazoto hanao asa soa hamarana ny adidy zay ts vitan ilay voalohany. MIhena hatrany io probabilité io mila eo am faha 2 hatrany amin faha 7 resahanao.

ka anjaranao ny safidy entre le moindre mal, 1- miaritra sy mijan amin lay voalohan dia miezaka ny hi seduire azy de nouveau amin fihetsika, fitafy sns (samy manana ny stratégieny fa ts za no hanoro anareo fa matoa lasa ny bandy dia mis tadiaviny any ivelany)sa 2- hiala dia hi-tenter chance amin vavao sachant ny vesatra babena isankarazany sy ny contrainte aterakzay, ka hi-risquer ny hi-reproduire la meme erreur à l'infini, ataon bandy kely fanaovana stage na hitady antidahy sy hanorina famille recomposée; 3- hananontena arabakiteny mandrampahafaty ka hionona amin famelomana ny kilonga.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: LITTLE THINGS
Date: 16 mai 2017 - 10:32

Mapme kosa ty discussion 1 ty ka hihi smiling smiley
Aiza o aiza no misy milaza eo fa tsy mandefitra mihintsy ireo vhv ireo ?
Za manokana ra resaka misotro toaka, mifoka sigara, fandanina vola am tsisy dikany oh oe ividy jeux sy tsy aiko avy na ko oe tsy firarahina ny raharaha ao antrano sns bdb eee De leferiko daolo ireo ary iaretako Fa ra kosa oe fikasian-tanana sy fampirafesana de miala tsiny aho ninin holazainiza Ninin antony tsy mety amiko zany
Ankoatrizay tsy mionona daolo ny olona tsy nanambady intsony apres divorce na apres maty sns a smiling smiley
Sinon misy diso ihn le oe mitovy daolo ny lhl rht Za mbola tsy niaraka tam lhl bdb akory Ary ny tena marina 2 ny tena nerahako ny volou ary tsy tonga tam RS akory Ny faha2 le vadiko Fa kosa za mahita ireo fomba ny anadahy am vadiny avy Mahita ny beau frere Mahita ny cousin Mahita ny namana Ny dadako Marina oe tsy hitako daolo ze miafiana any fa ny sur aloha de misy difference daolo ireo

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ZENDANA
Date: 16 mai 2017 - 11:20

autruche kusa amk zany mieritrertr fa ts misy responsabilté any mints ny bandy matoa mahakasi-tanana na oe lasa niodina any ankafa e. Ny attitude rationnel et resposable amk d mandinika oe aiza ho aiza ny olana sao d mba izaho ku na d oe à 25% fotsiny aza, fa le ambopo io oa refa diso tafahoatra d jamba ts mahita ts afaka ny ho rationnelle tson

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: zao
Date: 16 mai 2017 - 12:15

Ny antony hijanonako @ vadiko dia mbola vitako miharitra ilay fijaliana sy fahoriana eo anilany, izay irery ihany, rehefa tsy zakan'ny foko intsony ilay maharary dia izay aho vao andeha.

Fatatro fa na hoela na hoaingana dia tsy maintsy tojo ady sarotra zay mivady, vao tsy nivady dia efa nazava tamiko izany, dia rehefa tonga ilay izy dia mihatrika zany.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: cookiy
Date: 16 mai 2017 - 14:36

Ilay hoe noho ny zaza tena tsy azo idifina zany mihitsy na ahoana na ahoana, fa noho ny reniko ihany koa, izy ndray no TENA tsy hahazaka izay mahazo ahy, tsy ho tantaraiko akory, aleoko iafaina sy zakaina eto ny ahy, zany hoe tena afeniko tanteraka am fianakaviko rehetra ny manjo ahy, tsy zay fahoriako no hahafoy ny andro iainany, mafy mafy ilay izy fa dia atrehana, enti am-bavaka fona fa mbola manana fanantenana fa mbola hiova ilay rangah rahatrizay.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ndriii
Date: 16 mai 2017 - 17:18

zendana> hahaha...raha ny fandinihako tsara ny firesak"i zendana d hita mts izy hoe anisan'le matahotra hilaozam-bady d manao izay handresena lahatra hijanonan'ilay vhv. rhf tena analysena tsara koa ny valiteninao d hita hoe sady maminao ny atsy no tsy foinao ny aroa

efa tany andalam-pandrosoana zao no mis atsika,tsy hisy vhv ho azonao @zan tsn eo.vhv tsy maharaka fandrosoana raha mbl tratran'izany.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ndriii
Date: 16 mai 2017 - 17:22

lehilahy> fomban'ny vhv io.t haka toky tsara @nao ftsn izy.indrindra raha mbl mpivady vao.mety fiitsapany anao koa io k mitandrema.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: lehila
Date: 16 mai 2017 - 21:04

refa ts milamina de mila miodina kely e nany lahy io na ny vavy

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ZENDANA
Date: 17 mai 2017 - 09:30

ndriiiiiiiiiiiiii> iza no ts matahotra ny hilaozan vadiny e ? Tiko ny vadiko ts foiko fa ny an hafa ku koloiko (ra mety lol) , aminay alo echec eo amin fiainana zany fisarahampanambadiana zany fa izahay gasy, notezaina gasy fa ts maninona enao ra heverinao ho fandrosoana ho anao ny misaraka d mamerina indray d misaraka koa, toa ny any states 50% ny couple ts maints misaraka , mety mbola ambonin'io aza , any frantsa 35% . eto amintsika efa en progression exponentielle.

Ny antony dia ity contamination absurde zay nanjanahany ny sainareo vevav aty afrika adalan-damaody sy izay culture tandrefana rehetra ty, mihira ry beyoncé oe independant women dia manarakefa fotsiny ry ndrii kely mihevitra fa izany no fandrosoana , american way of life kusa ku.

Mianara enao tatara alo fa ts culture ny afrikan mihitsy izany egalité homme femme zan, (na ny lahatra andriamanitra aza ts zany,allah mo ts tenenina intson, civilizaiona iza no nanaika anzan teto atany alohan nidiran reto tandrefana pervert tateraka reto , gay zao efa mahazo mivady sy manangajaza aradalana,ny akohovavy maneno sy manao esprit de competition amin vadiny), la femme africaine a un sens aigu de la famille (ts adalan vazaha no maka vevav aty fa ny azy frivole ts mahazaka fiainampianakaviana, zay culture zay no mapety ny société malagasy sy afrikana taloha fa vao nambolen'olona ny kolotsainy : demokrasia sy ny tariny dia jereo fa miady antrano sy mikorotana avokoa ny continent ray manontolo.

Novolena virus d avy dia nandray satria anisan droit de l'homme nosoratan tandrefan ny zon 'ny vevav hitov amin lahy dia nekena, fa nahoana mo no ts maints izay no ekena e, ts mahagaga ra betsaka ny chérie amizao mameno bar sy pub, migoka, mifoka, dôzy etsy sy eroa, mivoka alina sy mi-decouche nefa n sasany kely anaka mampinono sy mitaiza, mifaninana aminay lelah any amin birao ts maintsy misera ono sy miodina fa ts bandy ihan no natao hampirafy fa efa andron fandrosoana zao, mety aminay ko zay ku mpankafy hehehe. AZA ITAKO IANAO KA ANISANY,tohizo ny lalanao makany amin fandrosoana fa soa ihan ny ahy fa ts misento amizan na nahita fianarana ambony aza sy efa niaina tany amin'ny civilisation tandrefana taona maro.
Enao ku zany anisan reto sipa oe refa miodina ny vadiko d manao vengeance aho miodina ihan koa , aiza ho aiza lay vengeance ra ny tenanao ihan no omenao anaovan bandy kely stage hahahah, sa zay lay fandrosoana : aleo ny sipa hisera fa efa andro mazava zao hahahaha, je plains vos mecs ra izany toetsaina heverinareo fahazavana fa aleo nenay hiaina anaty maizina ihan ka , kozy

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: iii3
Date: 17 mai 2017 - 10:46

ina aza ty discussion ty?aleo a ivoka fa tsy milamina iiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii3

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: n'importe quoi
Date: 17 mai 2017 - 14:28

Zendana>>>Ra fintiniko ny tianao ambara dia hoe ny lehilahy afaka manao izay tiany atao rehetra eo anivon'ny tokantrano, ary ny vehivavy dia tokony hipirina sy hiaritra izay rehetra mahazo azy ao? Na vono io na fampirafesana, n'inon'inona?

Tena samy manana ny fitondrany ny fiainany marina ny olona fa izao fotsiny izay tsy tiana ataon'ny olona amin'ny tena aza atao amin'ny hafa e!

Tsetsatsetra tsy aritra fotsiny iny.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ZENDANA
Date: 17 mai 2017 - 15:52

n'importe quoi> tonga d au gallop b ku zany a, fa inona mints mo le tena zo takinareo e, zay sipa namaly teto zay d misy sentiment de competition foana amin zvtr soratany : "ary ny vehivavy dia tokony hipirina sy hiaritra izay rehetra mahazo azy ao?", inona le ts fitovinjo takinao ary e, tsis mandrara anareo anie mahazo mifaninana aminay mints nareo ka, ary efa betsaka moa no sahy zao, refa ts hipirina ianao d hanao in, in le takianao, oe samy ts manao ? ka le bandy ary zany efa nanao ku (on parle de fait avéré eto), ary tsis bandy ts manao zany e, utopie zany na politique de l'autruche tsotra zao oe tapenako ny masoko fa lazaiko ts misy ny misy,

ka zao mazava ary fa manao zany ny vadinao, tsis miteny aminao mints oe mipirinà, refa miodina ny vadinao d aza miaritra fa ndehana ku manao 10 na 20(na hiverina aminy enao na ts hiverina d ts maints hanomboka hanisa amin tanana amzay enao amin razafimandimby rehetra haka ny anjarany ao aminao ao fa ts misy hifikitra amin sipa narian vadiny zany ra mbola bandy ku e), zarazarao ho an bandy aty ivelany fa misy preneur foana (le zvtr fa ts ianao an) !!!! ra mamo lava izy dia ndana mirevy mameno bar e, mamono iz d velezo ny kanota ny lohany rehefa matory iz na dôzy.

Ra ohatra indray ianao ts sahy fa anisan'ireo miteny oe ku rats adala ku anao anzan fa aleoko manaja tena amin mahavevavy mendrika ahy dia hoy aho oe bravo satria enao ihan dia nahavaly lay fantanina oe misy ts tokony itovizany kay ny lahy sy vavy.

ra tena t hitovy mantsy d efa reo miandry anao reo ny tokn hataonao, sady ts azoko mihitsy ty fitakina fitovianjo nefa ratsy fijery sy fosaina ery ny bandy sasany rehefa sendra ts mi payer eny amin restaurant, na oe ts afaka mints le kofboay fa oe lela mbomanga, ku refa itovizana ny zo dia mba anjaranareo ndray no mandoa e, manin mo zan. rehefa ts manaiky anzay dia midika zany fa manaiky oe misy zvtr natao ho an lehilahy dia misy kusa natao ho an vavy.(sa refa resaka sos sy interet d misy natokana hoan bandy rery ihan fa refa zvtr hafa d mitov ndray, aiza ary zany ?) sinon ekeo tsotra zao fa ts mitov velively ny lahy sy vavy dia tapitra ny adihevitra.

sady franchement ra za alo no sipa tsitako zay iferetako aina amin oe lasa nitifitra hafa ny vadiko refa ts manque ny aty amiko,ts vitsy aloha ny sipa fantatro no efa d'accord amin'io ary miaiky oe marina zany, zany no sipa mandroso fisainana amiko fa ts s.p.e.r.m.e very any ankafa (ranony iny fa ny tavoahangy miverina lol) no hanimbako ny projet d'avenir, ny stabilité psychologique-n zanako sy ny lokaloka nataoko niaraka tamin vadiko rehetra. Reo sipa reo ts oe ts tia ny vadiny fa vao maika aza izy fieres oe dry ku mazaka b zany vadiko ku,bogosy iz zany adalan zay sipa hafa any ny azy omeny ny vadiko fa ny vadiko anie biby e, tahaka ny mâle rehetra ihan misy instinct chasseur sy pulsion, sa nareo efa nahita akoho vavy nanenjika akoho lahy hahahahaha.

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: tiakoizytiakoenao
Date: 17 mai 2017 - 16:02

za tsy miaritra fa mba mihodina kely a ndray2 de miady ny baolina. tsy vitan'ny tsy mahataty choc zany sady tsy miady @ pièces-n'ny be moral, fa zay nefa no ireveko ilay fianako.

bandy milay be io ve dia havotsotro? raha tsy inona koa!

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: tapaka foana
Date: 17 mai 2017 - 16:13

Zendana>>>Tapaka be za mamaky an'ilay zavatra soratanao. Misy fahamarinany...

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ohlala
Date: 18 mai 2017 - 11:03

Tena aleo eto marina mamaky fa tena malatsaka b Miainga b ny wawawa
Sinon misy ko ny alika vavy tangoronany alika lahy sy ifandimbiasany eooo
Aleo akoho kle ratsy zany alika zan :D :D

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: ndriii
Date: 18 mai 2017 - 17:02

zendana> mbl tsy novalianw nge le qst-ko we aiza zan le pr le meilleur e pr le pire @nareo lhl e? toa ny vhv fon no hametrahana an"io qst io? nef hirahiraina ery we faute-ny vhv fon no matonga ny lhl hampirafy, lazaina fa tsy mahavita na we tsy mahavaha tena sns...d zay le mba tiko hovalianao aloha zay vao tohizana ilay ady hevitra fa manjary tsy mety ny resaka ra misy adino!!!

Options: Répondre
Re: fampirafesana
Par: aleo alika
Date: 18 mai 2017 - 18:12

ohla> ts manin fa zay alika, milay e!

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg