Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: tehanambao
Date: 22 mars 2017 - 00:32

Isika rehetra miaraka manaiky fa maro ny fakampanahy, ary samy mahafantatra fa sarotra ny miady amin'io fakampanahy io.

Raha maka marimaritra iraisana, dia firy volana na taona aorian'ny fanambadiana vao "ekena" na tolérable sy fampirafesana ataon-dralehilahy?

Tsy misy fo mahafoy vady hono, fa ny maso no mba te hiovaova indray e

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: $ongomby
Date: 22 mars 2017 - 06:33

Rehefa nataoko ny kajy tsotsotra de afaka 228.5 taona taorian'ny mariazy de efa afaka mampirafy daholo na rangahy na ramatoa.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: hi!hi!hi
Date: 22 mars 2017 - 08:26

Aiza kosa ê!! Ela loatra izany, tsy haritra! Ny tena tia vao! Mba 227.5 taona dia mba afaka mampirafy na Rangahy na Ramatoa!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Manouhisoa
Date: 22 mars 2017 - 08:37

arakaraky ny tsirairay io e firifiry ny olona ampirafesina alohan'ny fanambadiana mihintsy aza fa dia miditra ihany. Donc ny azy tsy après fa avant dia mitohy ao anaty tokantrano ao. Misy koa ny olona tsy manaiky ampirafesaina zany fa vao mampirafy dia barakay na firy taona nivadiana na firy taona, na misy zaza na tsy misy. donc arakaraky ny tsirairay fa ny tanjona dia hoe tsy misy fampirafesana ny tokatrano fa mifanaja e izay no imasoan'ny ankamaroana'ny olona.

fa ny olona manana raisonnement hoe ny maso no te hiovaova aloha tsoriko fa tsy azoko. tsy misy fahamatorana ny fidirana ny tokatrano ary mety tsy nanao voady masina matoa manana an'izany raisonnement izany. satria mantsy, raha matotra niditra tao dia efa nahalala fa pour la vie ary raha nanao voady masina moa dia ao anatin'ilay voady mihintsy ilay hoe jusqu'à la mort.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: ALINA
Date: 22 mars 2017 - 09:08

Raha vao vita ny fananmbadina iny andro iny dia afaka mitaingina vehivavy hafa ianao e!, fa maninona no hiandry amam-bolana na amam-taona izany e! .

Efa mitsiry ao andoha ilay izy ka tsy hitako izay andrasana .

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Tia anao Jesoa
Date: 22 mars 2017 - 11:54

Tsy misy fotoana azo hampirafesana intsony aorian'ny fanambadiana. Fahotana mantsy izany; no sady miteraka korontana ao anatin'ny tokatrano na tiana na tsy tiana.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: sakay
Date: 22 mars 2017 - 12:38

tehanambao< hum , efa toetsaina lomorina izany, efa mifanaja zao no tanjona lover

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: mimikely87
Date: 22 mars 2017 - 12:41

Adinonao angaha ny "obligation de fidélité" ny mpivady? Tadidio fa délit ny fampirafesana ary afaka torin'ny vadinao ianao raha tratrany (na ny tompon-bady raha efa manambady koa ny sipanao). Tandremo ary sao dia ny tsy fahaizana manohitra ny fakampanahy no atoriana amam-bolana na aman-taonany eny antanimora...
Ary tsy excuse koa izany hoe maro ny fakampanahy sns izany. Rehefa mbola tsy te hionona amin'ny olona iray fa te hitety voninkazo maromaro dia aza manambady aloha e. Tsotra izany.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: trandraka
Date: 22 mars 2017 - 13:03

Ny ahy hoa dia tsotra ihany...........

Malalaka ny tsirairay hanao izay mahadiavolana ny sainy, fa assumer-o fotsiny ny vokatry ny natao. Ka hoe hampirafy ianao ve, ary amin'ny fotoana inona.......? Valiny tsy olana mihitsy na hatrany akibon-dreninao aza.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Patabe
Date: 22 mars 2017 - 13:17

Sarotra be ny hanao kajikajy amin'izany ,fa ny ahy dia entiko amin'ilay ohabolana hoe fomban'ny lehilahy manambola no mampirafy.
Izahako dia rain dahiny amin'io ,fa kosa ny vadiko sy ny zanako ary ny tokantrano tsy hataoko ambanin javtra tompoko .

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: ravoravo
Date: 22 mars 2017 - 14:17

patabe<de sahinao v ny hiteny fa tsy ambanin-javatra ny vady aman-janakao nefa ampirafesinao? refa voahitsakitsaka ny vady dia efa ambanin-javatra izy zay,EFA VOALOTO NY TOKANTRANO, tsy aiko ra vavy ny zanakao fa refa manana vinanto dia amporisiho ny vinanto lahinao oe ndana ra ampirafy fa ny zanako aza arina, sa koa ve madama afaka atao oe ndana chérie ra iodina kely fa za eto iany a!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: mpandany vole
Date: 22 mars 2017 - 14:19

Refa manomboka mandanilany vola fahatany sy tsy azo atoro ny vehivavy dia mahazo mapirafy ny lehilahytronc

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: ravoravo
Date: 22 mars 2017 - 14:37

fa ny lhl mo zany tsy mandany vola mintsy ve sa raha mividy toaka tsy mandany fahatany fa revy io fa ra mividy lokomena ny vhv dia fahatany ka mendrika ny ampirafesina? Sa oe ahoana le fahatany no tena oe tsy maintsy fampirafesana no mendrika azy?

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: mpandany vole
Date: 22 mars 2017 - 15:05

Ravoravo> aza dia misendoatra be ihany raly an!! big kiss

Nga lokomena ihany e! mba jereo nge any amin' ireny toerana fiasana ireny fa vehivavy no tena mamelona ilay mpivarotra zavatra (kiraro, akanjo, ranomanitra , gouter2 isakarazany io) mitety birao ireny. Misy tena mitrosa mihintsy maka entana dia mody tsy entina mody aloha fa sao gaga hono ramsé.
Misy ary mba ampiresahako dia hoe tenenina hono ramsé hoe nga mbola tsy hitanao ity efa aha tato ihany ary ito... maro nge ny adala ataonareo vehivavy maha tonga ny bandy miodina e! fa ny bandy moa tsy dia be teny fa any am am toaka na vhv izy no manala vokona.
Ka za mahita mihintsy hoe mendrika ny ampirafesina ny vhv refa manao fika nofa. Mendrika ny asina any aoriana koa hot smiley

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: hi!hi!hi
Date: 22 mars 2017 - 15:27

Rehefa tsy azo atoro na ny lhl na ny vhv izany dia tokony mampirafy ny iray? Toa misy mitady prétexte tsotsotra izany!!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: mpandany vole
Date: 22 mars 2017 - 15:44

mahamenatra!!!> merci beaucoup , na anopa in-jato eo ary nareo ny marina marina foana sady tsy hisy anao ahy izany nge e! dia lasa za foana no manao.
Nareo vhv koa nge no mody miseo masina be eo nefa firy % am vhv manambady no tsy manao sipa.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: ravoravo
Date: 22 mars 2017 - 16:08

tsy dia oe misendoatra fa mba te ahafantatra fotsiny oe fa manina no oe zao sy zao nareo vady de zay no antony mahatonga anay ampirafy e, tsy tianareo ve ny vadinareo ra mba tsaratsara sy metimety ,manimanitra sns sa aleo izy ve antitra be eo e,de ilaza ndray nareo oe ka rafotsy voretaka be de aleonay makamaka any ivelany e; miala tsiny lo fa otrany hitako oe maivana be ra zany no atao oe antony ampirafesana fa manina ra miteny fotsiny oe tsy mahatanty mahita lavaka zahay fa vo mahita dia tsy maintsy mijoboka e, za mo ve aleo dohika anareo fa ozy a fotsiny oe ra mba manan zanaka vavy iany sao sanatria hanody e, ho an'ny tsy manana moa fa lahy ny azy de tonga dia efa ampianaro dieny zao oe milay io mampirafy io fa ataovy

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Eissy e
Date: 23 mars 2017 - 08:20

Efa tafiditra anaty fakam-panahy matoa maniry vhv hafa.efa manomboka mitriatra ny fondation ny tokantrano ka raha mihitatra dia mirodana.izay ny début de la fin.
Efa miasa ao anaty ny fikasana ratsy dia mitady prétexte sisa MBA hanamarinana ny resaka

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Patabe
Date: 25 mars 2017 - 15:03

Mba hamaly tsotra an'iRavoravo sy Eissy aho .Ilay teny hitsahina dia tsy voako loatra satria pietiner no dikany ,ny an'ny vazaha dia tromper ,ka io no ekeko .Ny antony hamitahiko ny vadiko dia noho ny fahasalamany ,satria tamin'ny niterka ny zanakay fahatelo izy dia saika lasa hatramin'ny ainy .Tany ivelany izy no nitsabo tena tato aoriana satria detecté ilay aretina .Tsoriko fa tsy mbola namitaka azy aho talohan'ny zaza fahatelo .Niaraka tany an dafy izahay nitsabo azy ,ary ela sy sarotra ny fitsaboana tany .Vita soa amantsara ny tany ,ary nanafatra anay ny mpitsabo rehtra tany ,fa tsy mahazo manao rs intsony izy ,toa nianjera teny an dohanay ny lanitra .
Nody taty Mada izahay ,ary nandeha niangona ny alahady manaraka .Tao am piangonana notazoniny ny tanako sady mitomany izy,dia hoy hoe hisarahanao aho ve ,ary ho arahianao ?Tonga dia novaliako hoe tsia ,ary ny fahafatesana ihany no fetra ,nitsiky izy ary tsy novahany intsony ny tananay .Nandeha teny ny fotoana ,nanatona dr aho,psy,mopera,pasitera hoe ahoana np hataoko ? satria ilaina amin'vatan ny rs nefa ,tsy azo hatao amin'MME .Valin teny azoko tamin'ireo dia hoe hataovy izay mahasoa anao ,fa am pamendrehana .Tsy afak hanana maitresse aho stria mety hisy hahita sy ho renin'ny vadiko .Ny faran'ny hevitra ,dia nifandray tamin'agence escort aho dia indroa isam bolana aho ,maka vhv amin'izy ireny dia miaraka ary tonga dia vavany ,fa mandoa vola be ,satria tena vhv tsy ampoizna ny aho ary katraka daholo .
Dia izay ny momba ahy ka aza izay fitsaranareo .

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: olana ho an'iza?
Date: 25 mars 2017 - 19:51

Patabe<<< mampalahelo tokoa ny manjo anareo mivady izany! Mampalahelo ny vadinao tsy afaka manao firaisana intsony, ary tena misy banga tokoa ny fiainany amin'ny maha-vehivavy azy na dia tsy mivaky ary izy; ary ny ahiahiny koa hoe: sao dia hilaozanao izy! Mampalahelo koa ianao tsy afaka manao firaisana @ vadinao na dia tsapa hoe tena tianao ary izy. Nahita vaha-olana moa ianao; ary tsy hitako izay hanomezan-tsiny anao satria tena omenao lanjany ambony dia ambony hy hajan'ny vadinao sy ny zanakao!
Misy cas tokoa mitovy @ anao io, fa ilay rangahy kosa no nisy accident dia tsy afaka manao firaisana intsony.Ny vadiny anefa tena mbola ao anatin'ny hatanorany; ka dia indraindray izy mitady, fa miezaka izy tsy hanala-baraka ny tokan-tranony.
Misy trangan-javatra, tsy afaka mitsara ny tena!!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: TSmakaL
Date: 26 mars 2017 - 12:04

Rehefa manomboka kizitim-belona sy maka lagy be madama ka mihevitra fa izay ataony mety foana fa rangahy efa azy ka tsy afaka ho aiza. Raha tsy rafesina @sipa hafa izy tsy tonga saina mantsy.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: hi!hi!hi
Date: 26 mars 2017 - 14:57

Efa mitady ny prétextes rehetra! Raha ny fahakizitinana na ny fakan'ny iray lagy no antony entina hampirafy, dia efa lasa daholo na lahy na vavy!!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: LITTLE THINGS
Date: 26 mars 2017 - 17:11

Fa ra azoko tsara tokony ampirafy ranga zany ? fa ny ftn ftsn samy manana ny azy? Ary Ramatoa rôvina hono no tkn anao izany ? :D hahaha mahalatsaka b ana ty fanontaniana ty

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: vadini mpandany vole
Date: 27 mars 2017 - 08:43

ny a zao efa napirafesiko fôna andriamatoa vadiko Mr mpandany vole vao zay tsy vita mariage, fa tsy fantany mintsy an, tandremo nareo miteny2 eo. Ny vola kely mba ampidiriny no everiny oe anaovak sitrapo nefa efa vidin'le zavatra daôly reny. Zeu taime be enao vadiko

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: ravoravo
Date: 27 mars 2017 - 09:42

Patabe< efa saiky tsy hamaly eto tsony aho fa saingy tsy mety fa aleo valiko iany: raha ny cas nao manokan aloha dia ataoko oe azo iafiana iany angamba saingy otrany mbola tsy tena maharesy lahatra ahy iany, otrany te anontany za oe misy lanjany amintsika ve ilay voady natao teny @ alitara aloha? teny manko tsy nisy oe refa zao na zao enao de afaka ny ampirafy aho fa mandrapihavin'ny fahafatesana, n'inoninona hanjo antsika, na ratsy na tsara sns.... no natao, tena ekeko fa mafy ny toerana misy anao fa raha sanatria ka ny mifamadika @ zao no nitranga ka ianao ndray no nanana pblm de namporisihinao ve ny vadinao oe ndana fa za tsy ho afaka intsony sa oe aona? ny mba iadiako varotra fotsiny zany dia oe manina raha tsy azera aty @ vhv foana ny rihatra oe satria izy zao sy zao de lasa za miodina, fa samy manana ny fahalemeny daholo na lahy na vavy e, ary tadidio fa tsy mora zany oe noho ny fitondrany ny zanakareo no nahatonga ilay aretina, sacrifice zany ary ny vhv iany no afaka hanao sacrifice ho an'ny vadiny fa ho an'ny lhl otrany sarotra an, asa noho ny fitiavan-tena loatra ve?

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Patabe
Date: 27 mars 2017 - 19:56

Ravoravo
Tena tiako ilay adihevitra misy amintsika ,ary fantatro fa tena miaro ny zo mahavehivavy ianao ary tsy azo hozongozonina .Hoy aho hoe ,talohan'ny nandehanako tany amin'ny agence d'escort,dia nandeha tany amin'ny Dr aho ,nomeny fanafody aho fa tsy nety satria lasa manao somnolence aho ,saika voaroaka tamin'ny asa .Nanatona psychologue ,mopera ,pasitera ,tena nitamberina teo daholo tokoa ny voady natao teo amin'ny alitara ,nefa hoy ireo olona hoe hataovy izay mahasoa anao ary hataovy am pamendrehana dia narahiko ara bakiteny ,izany hoe manonta aho fa voavela heloka ;ary eo no mbola tsindriko fa tsy fantatry ny vadiko izany ,ary vao maika mampiredareda ny fitiavako azy ,dia hoy koa aho hoe tsy hataoko ambanin javatra izy ,satria efa nekeko teo amin'ny alitara masina .Asa raha tadidinao ny voady tamin'ny mariazinareo ,fa ny anay aloha tsy dia nisy fepetra firy an ,saingy amin'ny maha kristianina anay dia nanaraka mangina ny didy folo izahay fa ny pretra nanao ny mariazy ,tsy nasiany teny io.Hamaranako ny teny dia fantatro tsara ny toerana misy ny vhv eo amin'ny tokantrano ,fa tsy midera tena aho akory fa ra mba misy lhl tia vady sy tia tokantrano mba mety tafiditra amin'ny dimy voaloahany aho ,saika hadinoko ,na hatramin'izao ary dia mbola manatona foana ny mopera sy pasitera aho .

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: tsiaroo
Date: 27 mars 2017 - 21:26

Bsr
Gaga aho mahita lay titre hoe firy volana aoriany fanambadiana v tokony hapirafy
Fanotaniana tsy tokony hipetraka io.voararany didy folo NY fijangajangana
Rehefa manambady zany d tokony tsy hapirafy
Bonne nuit

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Dina
Date: 27 mars 2017 - 23:03

“Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany
Ny fitiavana mandefitra ny zavatra rehetra: manarona ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Farakely
Date: 27 mars 2017 - 23:51

Mety azo apetraka ihany ilay question kosa e.



--------------------------- musulman (e) zany izy kou ! -------------------------------

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: hi!hi!hi
Date: 28 mars 2017 - 06:40

Dia aleo tokoa apetraka mazava ny fanontaniana: afaka firy volana na taona no afaka mampirafy ny vehivavy? Misy lehilahy mantsy mandaginina mihitsy .

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Hono oa
Date: 29 mars 2017 - 14:48

Fa inona ny Antony anambadianareo raha tsy maintsy mampirafy foana?? Tsy aleo mijanona célibataire dia libre manao izay tianareo

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: palestiniana
Date: 30 mars 2017 - 12:48

aza mampirafy fa i Noah tsy mba nanao izany, i Abrahama tsy mba nampirafy izany mihitsy annn, i Isaka tsy mba nampirafy fa indrindra i Jakoba tsy mba nampirafy izany mihitsy teo @ fiainanay...Andrianampoinimerina izao iray ihany noi vadiny nefa toa hoe taranak'ireo hebreo ireo hono razoky iny. iray ihany ny vadin'i lery

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: hi!hi!hi
Date: 30 mars 2017 - 19:51

I Rapasinay koa dia efa manaraka an'i Abraham, Jakoba...

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: ravoravo
Date: 31 mars 2017 - 10:40

Patabe< tena mahafinaritra tokoa ny mba mifanakalo hevitra ary tena midera anao za @ fitiavanao ny vadinao, fa ny tiako itrikitrihana fotsiny dia ny oe aza ny vhv foana re no atao ecxuse andeanana mampirafy ry lhl namako isany fa refa tafalatsaka de zay zany aloha ( ho anao lo zany efa cas exeptionnel), mirary soa ho anao sy ny ankohoanao

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: kidaladala
Date: 31 mars 2017 - 13:14

Par: Patabe sur sexualité(rs groupe)
Date: 13 mars 2017 - 15:06
Fa iza marina izy??

Ity tantara ity dia tany ivelany no niseho fa tsy teto an tanàna .Nandeha hamonjy salon tany Paris izahay ,orinasa maro ,ary samy nandefa ny solontenany .Teo amin'60 teo ho eo angamba ny tolaliny .Tamin'ny 5 jours voalohany dia mbola samy nanana ny chambres an 'azy daholo ,fa niditra ny andro fahenina dia efa nisy nitaraina hoe tsy ampy intsony ny vola hietsehana sy hiantsenana rehfa mody snsssss .Nisy Mme iray no nanome sopapa hoe andao hitambatra chambres dia amin'izay mihena ny sarany .Raiktra ary le izy , telo lahy izahay dia dimy vavy no niray chambres ,misy matory amin tany tapis sy kodora an ,fa izany hoa isak'alina tsy fantatra intsony hoe iza no mitaingina an'iza ,iza no mipetaka an'iza fa tena mifangaro,ary samy afa po daholo ,ary rehfa maraina dia mody fanina daholo .Nandritra ny telo alina dia izany no zava natao tao ,dia mifampitantara ny rehetra fa samy mody adala daholo .Fa ela no niaianako fa tsy mbola nahita fiainan devoly toy izany aho .

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Asan-tsatana
Date: 31 mars 2017 - 20:47

Namaky ny voasotry "patabe" ao ambony ao koa aho, dia nahita hoe manakilasy ny fitondra-tenany anatin'ny couples 5 voalohany izy ! Fa saingy amiko, mba mety tafiditra gisitra izy, fa tsy faha-5ème zany !
Vao voavakiko nefa izay nosoratany (toetrany) dia hoy aho hoe, hovaliako rehefa avy eo ity olona ity, fa aleo aloha hovakiako ny posts hafa sasany.

Kay io post farany, ampisehon'i "kidaladala" io misy zava-doza, ary izy ihany (patabe) no milaza fa devoly no ao aminy !!!!

Dia lasa GISITRA TANTERAKA ! Na koa tena non classé eh !

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Dina
Date: 01 avril 2017 - 07:56

Izay idrindra no nanoratako ilay hoe tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany
Ny fitiavana mandefitra ny zavatra rehetra: manarona ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra.
Gaga ne aho @ patabe mitantara hoe tia ne NY vadiny nefa mampirafy @ mpivarotena
Olona marary ampirafesina @ prostituées

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: 3ans
Date: 10 avril 2017 - 07:47

tsy voatery hampirafy ny olona iray,fa alin'ny mariage aza dia misy mampirafy rehefa tsy fitiavana no nivadiana

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Bonus
Date: 12 avril 2017 - 17:15

Il n'y a pas de règles, je connais des hommes mariés avec des femmes mais avant même leur mariage, leur femme est déjà cocufiée !!!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: princesse
Date: 18 avril 2017 - 16:34

amiko aloha dia fanalana baraka an'Andriamanitra izany eh. indrindra moa hoe nohamasinina ilay tokatrano, mino aho angamba fa tsy mbola misy isa voamarina officiel hoe firy volana na firy taona no tokony hampirafy ny lhl. amiko dia fahafatesana irery ihany no mampisaraka ny lahy @ vavy na vavy @lahy.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Mampiomehy
Date: 19 avril 2017 - 15:22

Sérieux ve itony sujet itony? F'angaha moa TOKONY hampirafy ny lehilahy? Misy tokoa aloha lehilahy mihevitra hoe manambany ny maha-lehilahy azy ny manaja ny vadiny!
Ny mahagaga anie ireo faly mampirafy ireo no tena tsy mahazaka rehefa tena manao koa ny vadiny ê! Marina fa afaka ampitahorina ny vehivavy raha toa ka tsy mahavelon-tena; fa rehefa miasa kosa izy, ...!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: la
Date: 20 avril 2017 - 14:51

Tsy misy volana, tsy misy taona tokony apirafesana ao arinan'ny mariazy, satria olona vita mariazy nanao voady ny hijanona amin'ny vadiny irery ihany mandrapihavin'ny fahafatesana,
Excuse daholo zany resaka stress, sns...zany fa volonté ny fapirafesana

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Bonus
Date: 20 avril 2017 - 23:33

Par: princesse
Date: 18 avril 2017 - 16:34

amiko aloha dia fanalana baraka an'Andriamanitra izany eh. indrindra moa hoe nohamasinina ilay tokatrano, mino aho angamba fa tsy mbola misy isa voamarina officiel hoe firy volana na firy taona no tokony hampirafy ny lhl. amiko dia fahafatesana irery ihany no mampisaraka ny lahy @ vavy na vavy @lahy.


- - - - - - - - - - -

Inona no hidiran'Atra @ fampirafesana ???

Tssss

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: valiny
Date: 22 avril 2017 - 06:49

Rehefa mba misy zaza voalohany , izany hoe iray taona eo ho eo dia efa mety tsara, dia tohizo ny ditra re razandry

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: Didyy
Date: 24 avril 2017 - 08:15

Par: Bonus
Date: 20 avril 2017 - 23:33

Par: princesse
Date: 18 avril 2017 - 16:34

amiko aloha dia fanalana baraka an'Andriamanitra izany eh. indrindra moa hoe nohamasinina ilay tokatrano, mino aho angamba fa tsy mbola misy isa voamarina officiel hoe firy volana na firy taona no tokony hampirafy ny lhl. amiko dia fahafatesana irery ihany no mampisaraka ny lahy @ vavy na vavy @lahy.


- - - - - - - - - - -

Inona no hidiran'Atra @ fampirafesana ???

Tssss
======================

An an, tena misy idiran'Andriamanitra izany kah !

Izany ihany no nanaovanareo Homo, satria tsy tena hitanareo tsara fa TENA TSY MANKASITRAKA AN'IO TOY NY HOMOSEXUALITE ihany Kristy. Ny Andriamanitra ivavahan'ny hafa mankasitraka angamba ?

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: mimikely87
Date: 24 avril 2017 - 14:14

Bonus>>>Misy idirany ka, ra mpino kristianina ianao dia voalaza ao amin'ny didy fa tsy azo atao ny mampirafy. Fa raha tsy mpino kristianina enao moa izany dia marina ny anao fa tsy misy idiran'Andriamanitra izany ny fampirafesana.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: haha
Date: 24 avril 2017 - 14:31

marary saina ko ze namorona anty sujet ty sana!
tsi misy firi volana io fa na tam sabotsy ary enao vita mariazy ka nisy sipa pezi an apesana androany dia very enao.Rehefa tsy hanao izy de tsy hanao fa rehefa taitra ny filana ary mety ny tantana dia taraiky enao

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: princesse
Date: 26 avril 2017 - 09:35

bonus> misy hidirany mitsy ka!!! fa mety olona tsy mivavaka ngamba ianao mamaly ah io matoa tsy mahalala izany.

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: hi!hi!hi
Date: 26 avril 2017 - 11:12

Tena tsy azon'i Bonus mihitsy: tena misy idiran'Andriamanitra ka! izy mihitsy no namporisika ny fampirafesana! Jereo ny Baiboly fa nampirafy daholo r'izareo tao. Ary ny pasiteranay aza tena manaraka io didin'Andriamanitra io!!!

Options: Répondre
Re: Firy volana/taona aorian'ny fanambadiana vao mba tokony hampirafy rangahy ?
Par: recopiez le code
Date: 26 avril 2017 - 16:22

ny tena mampiomehy dia misy ny kristiana dondrona ary misy ny voalazan'ny olona izay lazaina dondrona kanefa marina.
tsy hoe akory mainty ny fihevitry ny olona iray dia mainty daholo ny voalazany fa misy koa azo raisina ary tsy hoe mivavaka any am-piangonana akory dia kristiana manana fijery mety sy tsara fa ny hevitry ny tsirairay koa dia mila tsakotsakoina tsara vao disoina na hamarinina.

ny angamba tsy takatro fa fohy kely ny fisainako dia ny tian'i bonus holazaina eto dia tsy ny polisy sy ny gendarme akory no mampisy ny accident .

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg