Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Ravo
Date: 20 avril 2017 - 11:01

Miarahaba antsika rehetra, araka ny lohateny io dia mba mangataka hevitrareo.
Efa 8 taona nivadiana izahay,zaza 2.Ny olana dia izaho miasa, ankizy mpanampy no ao antrano , mimenomenona foana rangahy fa tsy mety afa po @ao antrano hono. Tsy mba micomprendre mihitsy hoe ianao miala maraina @7 ao antrano tsy mody raha tsy @7 ora hariva.Vao tonga ao antrano dia tsy maintsy mahita tenenina foana , ny hiafaran'ny resaka dia miverina foana mijanona tsy miasa ianao! Niova mihitsy izy lasa kizitina tsy laitra atao inona fa vo valiana vo maika ohatran'ireny romotra ireny. Nisy fotoana izy efa nampirafy ahy fa noleferiko noho ny @zanako sady efa nifona izy. Tsy te hiditra @zany hiala @asa izany aho satria ny fitadiavana asa @zao ary efa tsy an-jaza.Lasa miahiahy aho @zao oe so dia misy miaraka aminy ndray ary any dia lasa ny ato antrano foana no ilainy kisa.
Mba mila torohevitrareo. Misaotra mialoha!Miala tsiny fa lavalava.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Dora
Date: 20 avril 2017 - 11:58

Mety tsy vahaolana ny fialanao amin'ny asanao satria mety hitsimbadika indray ny fahasorenana.
Raiso tsirairay ny zavatra tsy mahafa-po azy sy tsy mahafapo anao : sakafo ve ? fahadiovana ve ? filaminana ve ? fitaizana ny ankizy ve ? sns.
Arakarak'izay ny vahaolana entinao na entinareo : sakafo = mitady mpahandro mba mahay na mba mandeha misakafo any am resto, sns.
rehefa tsy ao an-trano ianao hikarakara ny tokantranonao dia tokony hahasolo anao ny olona ampanaovinao azy. Ankizy mpanampy hoy ianao. mba ataovy olona matotra ny mpanampy na karamaina lafolafo aza e.
Azo atao koa ny mila fanampiana amin'ny RAD raha afaka ry zareo.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: hasinamanambina
Date: 20 avril 2017 - 13:23

Raha ny fahitako azy dia efa somary ela ihany izany 8 taona izany hany ka lasa routine ilay fiainana ao an-tokatrano: miala maraina @7 de hariva @7 vao miditra ny trano indray, mila mitady hevitra izany mba hialana @ ilay routine. 8 taona izany efa ela ka mila mba kolokoloina koa ilay fitiavana (ohatra: andefasana sms calin calin na antsoina mhts i Rams...)
Io izany tena lasa olana be @zao vanim-potoana iainantsika izao fa lasa devoir no bdb fa variana any @ fitadiavam-bola na ny lahy na ny vavy.
Raha izay no mitohy dia tsarovy fa na ny ankizy na i Rams mety hiova daholo fa mila mba miala @ilay mahazatra ary jerena koa arak'io resak'i Dora io ny lafiny tsy mahafapo izay voalaza fa mahatezitra an'i Rams

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Ravo
Date: 20 avril 2017 - 13:59

Misaotra t@torohevitra, efa mba miezaka mihitsy manao zay mety fa ohatrany mahakivy e mimenomenona foana izy.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: variana2
Date: 20 avril 2017 - 14:24

mahavariana ery izany resaka izany

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Sourcia
Date: 20 avril 2017 - 14:31

Fa miasa ve zany lé vadinao sa tsia?
Na inn lazaina na inn dia ny ao an-tokantrano tsy tokony atao ambanin-javatra na miasa aza isika vehivavy. Mila miara-mitady vahaolana ianareo roa fa tsy mitondra voka-tsoa ny mifanome tsiny sy mifanenjika lava. Io no akany, ao no maka aina sy fahafinaretana, ao no mandinika ny plan entina miatrika ny fiainana sy ny fitaizana etc...ka raha ao no tsy mahafapo, tsy aleo tsy mody? ka zay no heveriko mampimenomenona ny vadinao. Mety misy olana hafa koa ao, mety hoe ilay mpanampy ve, sa enao rehefa avy miasa milaza reraka lava sy tsy mazoto manao RS, mitaraina lava tsy maneho fitiavana sy tambitamby etc... Tsy mora ny andraikitra ankinina amintsika vhv an, ary zay no ilana mifampidinika tsara @ vady hoe aona no atao. Atsaharo hatreo ny mifamaly fa miaraha mitady vahaolana. Mandehana resto na week-end mints d any régler-na ny manahirana.
Misy ny solutions fa arakaraky ny eo am-pelantanana sy ny ifanarahanareo mivady :
- Raha oh ka tsara karama ny vadinao, maninn raha miasa à mi-temps ianao?
- alamina ny fotoana dia mba manokana fotoana ho anareo roa irery, lavitry ny routine ao an-tokantrano
- maka congé tampoka enao dia mandamina sy mikarakara ny ao an-trano, anaovana surprise ramose rehefa mirava.
- ovao ny fihetsika sy ny fiteny, mila en forme sy tsy reraka intsony nefa enao vao possible zany. Sport? massage? danse? ataovy zay zavatra mahafalifaly anao.
Ilay izy zany d à 80% tsika vhv ihany no tena mahita ny solution rehefa otrzao ny olana e.
Vhv miasa aho no manoro hevitra anao. Mazotoa

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Ravo
Date: 20 avril 2017 - 15:15

Merci Sourcia, izy zany miasa fa asa tena no ataony. Izay no anisany tsy asahiako oe tsy hiasa izany satria fidirambola tsy voatery hisy foana. Voaray ny torohevitrao.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Zao aloha
Date: 20 avril 2017 - 15:29

> Ravo: Tsy oe manamaivana anilay olanao za fa zava-piseho ao anatiny tokantrano zany...lehilahy zaho no miteny aminao...ny lehilahy mahita lazaina foana. Raha tena mandinika izy dia zarany ary ianao tokony iasa amizay mba mahatsra ny fiainanareo...ny fijanonana ao antokantrano tompoko hoan'ny vehivavy dia tsy mapivoatra ka ireo efa ts mana-tsafidy ny hitaiza sy hikarakara tokantrano ary efa tsy fidiny. Ka enao ary mahita asa dia mbola hijanona ndray ve...miala tsiny a raha hiteny oe maivan-doha enao raha manaraka izany teniny zany....aleo izy imenomenona eo fotsiny fa leo eo iany izy ny farany...soloy ny mpanampy refa tsy mahomby fa olona mety kamo ko zany na mbola tsy zatra asa...atoroy azy daholo ny zavatra tokony atao fa zany koa no ialana @ asa.

Ny eritreritra ray manintona ny sainao ao ambadiky zay dia oe sao dia manao sipa ndray ary izy ka tsy tiany a ande iasa fa sao dia mifanena tampoka eny an-dalana na tsy aiko....raha ao atrano mantsy enao dia mety tsy afaka anao ininona fa ny rindrina sy ny tamboho no mamefy ny tanana. Mety ho probable koa zay eritreritrao zay nefa ny teniko aminao aza alefa lavitra otrizany ny saina fa sady tsy ahasalamanao no ahabe olana ny tokantranonao fotsiny...refa tratra ambody izy dia omeo azy ny lesona fa aza dia diso maminavinavina fotsiny loatra fa mahafoy andro iainana.

Bon courage!

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Ravo
Date: 20 avril 2017 - 15:39

Merci Zao aloha hevitrareo lehilahy mihitsy no tena mba tiako ho heno satria mino aho fa tsy izaho irery no tratran'ny toy izany. Izaho indray dia efa niteny taminy fa raha izaho no hoe iala @asako dia tsy hisy io. Efa teniko aminy mihitsy zany oe ny an'olona ary zara ary ny vehivavy miasa manampy fidirambola ao antrano fa ny azy tsy haiko mihitsy izay tena eritreriny.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Tinady
Date: 20 avril 2017 - 23:36

Ny ilainy ?? hitany mandrapaharivan'ny andro eo akaikiny eo , izay io, kanefa tsy tafa izany e. Izao no atoroko anao .

Ovay indray aloha ny organisation : andrahoy ny omaly ny laoka , izany hoe ny hariva vao tonga izany , dia vary sisa no atokon'ny mpanampy sy izay angetsany eo ny ampitso , manafana laoka sisa no ataon-drangahy ,amin'izay vitan'ilay mpanampy tsara ny fanadiovana rehetra .

F'aiza koa no sady hiantsena no ahandro no ampirin-trano ,no hanadio trano , tokotany kabone , sasa lamba , mipasoka ......manasa vilia , maka mpianatra koa mbola asaina ataony , sao de mba tsy mety izany e. Tsy ny fampiakarana karama na fanoloana mpanampy no atao , satria raha mba olona mahatoky ihany ilay mpanampy dia mba ny organisation-nareo no ovay .

Organisation ihany io fa tsisy azo atao ankoatr'izay . Miaraka midinika ianareo mivady amin'ny fandaminan-draharaha , ianao koa tsy hanao hoe , izaho miasa ka tsy afaka ny hahita ny ao an-trano , marina izany kanefa mila alaminao SY APETRAPETRAKAO TSARA ny zavatra rehetra alohan'ny ivoahanao ny trano . Fa sao de tsy hitan'ny leiry ny bas tongony , na ny boxer -ny na ny akanjo tokony hanaovany dia io izy mi-kafara io .

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: tsss
Date: 21 avril 2017 - 07:35

Ravo<<<< Lehilahy aho no manoratra. ny ahy de ny fianakaviko no priorité-ako fa ts ny asa velively. ny asa zan amiko fitadiavana fotsina fa ny fiainako de ireo akohonako. tiko tenenina de oe io qualité de vie familiale io ts ho voavidim-bola mits io na de iasa be sy ho be vola be ary enao. ny vadiko zao miasa. fa izy miasa io de tena tsy fidiny satria tsy afa manaotra izahay roa. izahay manabotra trano lehibe ary rehefa vita io trano io dia apanofanay. ar amin zan de ts hasaiko hiasa tsony vadiko. izaho sisa no mbola hiezaka ny anagana trano lehibe iray de av eo za aka retraite ary consacre ny fiainanay ho an tokatranonay. ra araky ny kajikajy sy ny fidiram-bola de mety vitanay alohan faha 40 taonako reo. antony tataraiko an zan de zao: juste zan oe sécurité finacière fotsiny no ilaina fa tsy ny andrompiananao de ataonao anopoana amin asa. na zan oe mpanampy mitaiza zan ar efa tena tsy fidiny mits... aleo ary tsara ny qualité vie familiale toy izay miasa nefa ratsy ny qualité vie familiale.

zao ko tena anisany important indrindra: ny fitiavana tokony anjaka ao antokatrano. ary io fitiavana io de tsy miakiana amin effort-nao sy tanjak sainao. mety tsy ho afa po mitsy ramose na inona ataonao. fa rah tinao no afa-po izy ar o tinao anana fiadanapoa ko enao de ny fitiavana atao betsaka. ba afahana mahazo an zan de ataovy Jesosy Kristy no loan tokatranonao. iz ataovy manjaka ao.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Ravo
Date: 21 avril 2017 - 08:22

Misaotra anareo rehetra t@torohevitra. Misy eritreretina daholo, entan-jaraina tokoa mora zaka sady nahazo sosokevitra maro.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: satria
Date: 27 avril 2017 - 16:04

satria fampin'izay dia ny surprise iany koa dia ao anatin'ny fitiavana, raha mijanona miasa enao dia ho lasa kizitina ho azy enao na @ ramose sy ny ankizy. mila misokatra tsara foana ny saina sy ny fanahy dia ho itanao fa hilamina tsikelikely ny tokan trano. Moa. ataovy zay maha tamana an'i ramose na @ zavatra kely arany fa tsy mahazatra anareo, tsy lehilahy foana iany koa no manome cadeau kely fa ny vehivavy iany koa, mifampiresaha tsara de tout et de rien , enao afaka manova ny atmosphère sady tsy te hitady irika hivoahana tsony ny lhl dia lasa ho mamy ho azy ny ao an tokantrano , tiany lehilahy ny mahita vhv maka responsabilité dia hitanao fa hanana estime anao iz , ary any @zay hisy azy an am piasana any dia ho feno fifaliana izy mieritreritranareo oe misy soutien iz dia tsapany ny manodidina anareo zany. zay fa mahereza....ravo aaaa

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: gertrude de la valeine
Date: 28 avril 2017 - 15:16

ny lhl gasy mintsy no mihevitra azy ho mpanjaka kely, zay no nitaizana azy. Allez voir raha tsy miasa eo ianao fa tatasiaka be tsy ifankahitana oe velomimpotsiny. Tsy afaka oe tsy raharahana angah ilay vavany e? plus enao mi ceder sy mi se sentir coupable, plus izy mi exiger aminao.

Ary sao de tsara place enao @ asanao? na oe mahavita performance tsara? complexé manko izy amin'izay, tsy zakany raha hi depasse azy enao. POssible ko oe zaobavinao na rafozana manisy sira satria tiant mba hijanona "fanaka malemy" ao antrano ianao, hitovy amin-dry zareo.

Bref, betsaka ny mety ho anton'io fa fadio ny miala asa sy manary estime de soi. Aza raharahana, odio fanina, odio omena solution. REhefa lebe2 ny ankizy de afaka manao ra2 de mandeh ho azy io. De ataovy milay ko ny any ampandriana e

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: LalahyB
Date: 28 avril 2017 - 15:59

Lehilahy miasa aho ny tenako, ary ireto daholo ny zavatra tsy tiako ary mahasosotra sy mampimenomenona ahy rehefa tonga antrano avy miasa aho:
1- Mila mahita an i vadiko zah vao miditra antrano, rah vao tsy eo izy de antsoiko am tel
2- Mila mahita ny zanako zah, na mila fantako ny toerana misy zareo
3- Mila milamina ny trano
4- Tsy mimenomenona amna vao miditra antrano
5- Mila mi se reposer na milalao miaraka am zanako zah vao tonga iny
6- Lazaina milaloha zah rah toa ka laoka tsy tiako ny laoka am ariva iny

Zay angamba...

Ary alohany zah andeh hiasa de izao indray:
1- Lambako madio sy voasasa ary voapasy fa tsy zah andeh hiasa vao ipasy lamba
2- Petit dejeuner mila pare
Zay koa angamba...

Vita ireo de faly sy milamina tsara zah ao antrano
Toro hevitra ireo ka sao de mba ôtran ahy koa ny vadinao ka misy tsy vitanao amin ireo …
Ny RS tsy de important fa zavatra manaraka ho azy am fiainany mpivady izany.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Maraina
Date: 28 avril 2017 - 22:52

O ry Lehilahy Gasy>>> nareo ve dia mila topoina toy ny panjaka fa tsy nandray ravindena ? Miasa ny vadinao manampy mitady vola koa tokony zaraina ny asa ao atrano. Madame koa anie mba mila zavatra vonona vao miditra ny trano izy fa tsy anao irery no mitady topoina, samy reraka avy miasa, ka raha tina hanana tokatrano vanona dia miara-manao raharaha ménage, manao sakafo, mipasoka, miatsena sns,,,,

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Zolizoli
Date: 30 avril 2017 - 08:13

Miarahaba,
Vehivavy aho no miteny ary efa nandalo an io koa. Niala tamin ny asako aho ary dia nanenina tongotra aman tanana satria ny tohiny d niova iz lasa ts be kiana nandritra ny 1 volana d avieo niharatsy kokoa noho ny taloha ny fihetsiny satria lasa niampy oe "vehivavy efa velomim potsiny"
Niverina nitady asa aho ar nahita. Nanapaka ny routine tao antrano no tena notadiaviny kay satria refa mitovy foana ny itany isan andro d lasa mahita tsara kokoa iz any ivelany ( ts voatery ho vhv hafa io fa mety oe fihetsika tsara kokoa na poeina trano tsara kokoa na bitika toy ny vilia madio kokoa aza) d lasa omeny tsiny enao oe maninn no ts mba mahavita toy izany koa
Mirary soa e

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: gertrude de la valeine
Date: 01 mai 2017 - 07:25

lalahyB> sôlafa anie zany no tadiavinao fa tsy vady e

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: gertrude de la valeine
Date: 01 mai 2017 - 07:26

aza mi rique an'izany tsy miasa zany fa raha ty ka maty eo ny vadinareo de iza no hamelona anareo sy ny ankizy?

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: dalia1
Date: 03 mai 2017 - 11:05

Bjr dahlo,

vhv miasa ary manambady amanjanaka (2) no manoratra.

Ho antsika vhv miasa izany an de mila mikarokaroka ny saina ho fanatsarana ny ao atrano fa tsy de manao routine be loatra.

Io resahan'ny "LalahyB" io ny besoin ny 80% ny vady malagasy. De anjarantsika vhv no manao organisation kely e!

Ireto misy conseil kely:
- mba ataovy matotra ny mpanampy ka mba le ankiz mahay manao rahara ireny alaina sy madio. Fa tsy hoe le any ambanivohitra tsy ampy taona no mora karama no atao ao atrano de lasa variana miady @ mpanampy foana no atao satria mbola tsy mahay izy

- isika vhv koa na de efa manana mpanampy ary de mba mandray andraikitra koa ao atrano fa tsy de varina mijery serie sy manao beauté fotsiny ary matory fotsiny fa reraka. Ex: mba mikarakara petit déjeuner, mikarakara ny ankanjo n'ny ramose sy ny ankizy ande iasa sy ianatra, mba mampirina fandriana nareo mivady avy natoriana.Mba tonga de fenoina ny frigo reefa samedi mba tsy ho sahirana ny mpanampy @ nahandro.Mba jerena isakariva ny devoir ny ankizy.

- ra ny momba an'i ramose indray de mba se rajeunir kely enao mba jejo reef eo ampandriana fa tsy de hoe rarak b za e!!! mba mividiana ireny lingerie intime ireny mba anaovana reefa ao ramose. De mba manokana andro iray mba iarahana e!

Bref, reviseo kely ny quotidien anao fa lasa routine be loatra.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: sissi kely
Date: 04 mai 2017 - 15:34

dalia 1> d'accord amle lazainao a, sauf hikara2 ny akanjon-dramose, azafady a amin'iny. tsy manao a. Misy lhl anie ka ny vadiny no mamoaka ny akanjo anaovany hatramin'ny ba kiraro sy silipo e....zany oe âge mental mitovy @ zaza ao antrano zany. marina ny voalaza etsy ambony oe niangarana ny ankizilahy gasy ny fitaizana de lasa despote rehefa manambady. Ny comble de plus enao manompo, plus izy mitady aminao. Aoka samy hahay handanjalanja tsika. Misy différence ny maneho fitiavana sy ny andevozina

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: vvady
Date: 04 mai 2017 - 16:15

lalahyB : sôlafanao zany ny vadinao, tsy amin'zao toetr'andro zao tsony zany, fa ny asa ao antokatrano de ifapizarana, ny fitaizana de ifandrombonanana, ny dépenses iaharahana izay no antony hiasan'ny vehivavy, mba tsy ahatonga an'ilay fitenenana hoe vehivavy velomipotsiny

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Dora
Date: 04 mai 2017 - 16:55

dalia >> Tsy io velively ny lehilahy gasy fa lehilahy any afrika any io angambany (satria niara-niasa tamina afrikana betsaka aho. Ny tena marina nefa dia hafa ny geste toy izao fa malefaka ireo rehefa ny vehivavy ilainy).
Ny lehilahy gasy manaja vady ny ankabeazany. Efa nitety an'i Madagasikara aho ka efa nahita.


Lehilay aho ary tena sosotra mamaky ny tenenin'LalahyB io. Geste inutile. Sûr aho fa faniriany ireo fa tsy io no iainany.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Dora
Date: 04 mai 2017 - 17:04

Hadino : Hotel io resahany io fa tsy tokantrano. ha ha ha.
Rehefa mission izaho dia toy io mihitsy. ha ha ha

Tonga ao am chambre dia miantso an'i madama sy ny ankizy.
Ny chambre efa voalamin'ny femme de chambre.
Tsisy mimenomenona.
Mi-se reposer eny am piscine na ao am bar na mijery TV.
Commander-na am telephone ny sakafo any am resto alohan'ny handehanana any.
Efa voasasa sy voapasokan'ny lessiveuse ny lamba.
Petit déjeuner commander-na maraina dia tonga ao am chambre.

Ha ha ah ha.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Femme DE fer
Date: 04 mai 2017 - 19:08

Tena marina daolo ireo torohevitra reo ry tompona suet. Adala enao ra manary Asa anompo lehilahy. Jereo ty fisainana mirefarefa @ tany an'I lalahy be io. Solafa marina no mendrika azy fa tsy vady. Za kosa aloha tsy zany no anambadiko ra za le vevavy e! Tsisy vevavy miasa sy nianatra manaiky atao anzany tsony kosa ngamba @zao andro mazava zao.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: dalia1
Date: 05 mai 2017 - 09:38

Bjr daholo,

Femme DE fer> marina miitsy le hoe "Tsisy vevavy miasa sy nianatra manaiky atao anzany tsony kosa ngamba @zao andro mazava zao."

Saingy firy % ny vhv gasy moa no mba miasa e! Minoritaire ange isika.

Donc, conclusion, mbola betsaka ny vhv mihaina ny tsindry azo lena ataoi'ny vadiny azy indrindra moa fa lhl toin'i "LalahyB" ny toetrany.

Conseil: aza mba manary asa izany ra ny vady no antony na de mikarama betsaka lavitra noho isika aza izy.
Marary ange ry reto izany hoe miandry vola @ vady izany vao mba ihetsika ny vava inakanina e, sy mba ividy fitafiana ho an'i zanakao.

Tsy aiko louny ze eritreritri'ny vhv hafa fa za de niasa foana atrizay,ary de nisetra problème otr'io mahazo ny tompona sujet io, fa reefa alefa lavitra ny coco de mahita fika foana e.

Misy koa ny vhv sasany reefa teraka de miala asa miitsy fa hoe ikarakara zaza hoy ny vadiny fa tsy avelany mipetrak @ mpanampy ny zazany. Izany no atao ho adalanà diso toerana. Ateraka ny zaza, ny asa mireprendre après congé de matérnité, ny zaza alefa any @ crèche na maka nounou, omena biberon reefa tsy ampy ny nono de inona ny olana @ izany. Tsy ampy indray hoe ny affection maternelle hihihi misy solution foana io e!

Aleo faranako ny ahy fa lava be loatra ny resaka ...

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: tsss
Date: 05 mai 2017 - 11:12

Za lehilahy no manoratra.

ny fikarakarana tokatrano dia asa honorable fa anjaranao no misafidy. aleoko lavitra ny vadiko mikarakara tokatrano sy ny akizy raha ampy azy ireo ny vola oetiko isam bolana.tsy voavidy vola mits zan na de manana mpanapy 10 ary enao ikarakara ny zanakao.

qualité de vie familiale afa mitsy. fa ra tianao no ho anao ireo fisainana capitaliste de mandeana miasa fa ny ahy ts zan mits.na ny toetsain ny akiz envers ray amandreniny ary ts mitovy.

ka mahaiza misafidy oe inona no priorité, ny fianakavinao ve sa ny fitadiavambola.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: dalia1
Date: 05 mai 2017 - 11:38

tsss > ny fandehanan' ny vhv miasa ange tsy midika fa tsy misy vie familiale zany miitsy e! na koa hoe very ny fikarakarana ny ao atrano. Fa ny fahaizan'ny vhv manao ny organisation ao atrano no mampa reussir an'io na tsia.

Ra hoe mande miasa ve de hoe tsy priorité ny ankizy sy ny ao atrano. Azafady, fa mety diso fandray enao.

Za izao miasa fa de voakarakara i ramose, ny zaza de major ihany any ampenara, ary mba mahay politesse ihany koa, ny sakafo aradala tsara. Ka de tsy hitako miitsy ny olana @ zany. Reefa week end de otrin'ny vie familiale reetra ny anay. Reefa tonga ny grande vacance de maka congé de miaraka @ ankizy makany @ province mba miala voly kely.

Za dia mampirisika ny vhv iasa fa aza de varina be fotsiny any ampesana kosany louny e!!!

Remarque: tsy hoe migeste aho fa za kosany louny cadre e! ka tsy manana olana @ resaka hoe mody aloha na koa hoe miditra tard ao ampesana e, na koa hoe ny fakana congé e, na koa hoe resaka harcellement sexuel.

Izay angamba ny valin'ny fianarana mafy natao tany ampenarana e.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: hvt
Date: 08 mai 2017 - 18:31

lehilahy no manoratra,

ny vehivavy miasa tsy dia olana firy @ko,fa raha mijery ny ora hialanao ao trano sy ny idiranao aloha raha izaho no vadinao dia tena tsy mety amiko,tsy aiko hoe @firy ny vadinao no tonga ao an-tranonareo fa ataoko hoe na ny fiainan'ny zanakareo ary tena mampalaelo, marina hoe tena ilaina ny vola nefa araka ny tenin'razoky ao ambony io hoe tsy voavidim-bola izany fianan-tokatrano izany.

ny hevitro: raha tena tianao ny hiasa sy tianao ny tokatranonao dia mitadiava asa mba afahanao mody alohaloha ao an-trano,tsy aiko oe @firy ny zanakao no tonga ao an-trano fa mba farafaharatsiny mba miara-tonga amin'ny zanakao ao an-trano ianao,mirava @4 any ho any,fa mety hanimba hatrany @zanakao mitsy ary izany ora fidiranao ny trano izany,

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: mimikely87
Date: 21 mai 2017 - 14:00

Mba andray anjara,
Vehivavy aho.Fony mbola célibataire dia niasa tam projets reny ka dia voatery mandeha missions foana ny sasatra. Ny asan ny fofom-badiko ko ohatrizay.Nivady kelikely zay d natsapa fa ten las collocs sisa! tonga mission izy dia lasa za d otrizan foana.Nanapaka hevitra a hiala amin asa dia manao travail à domicile .Kely kokoa ny karama fa milamina kokoa ny tokantrano

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: sefo
Date: 22 mai 2017 - 15:29

lehilahy no manoratra , ny teniko ho an vehivavy dia tsotra rehefa mbola ts necessité ny miasa d ajanony fa io tatarain tompon sujet io no santionan problem.
Ts manome tsiny lay lelahy vadiny aho satria amam-polotaonany izay no nidirako tamin monde professionnel fa sahiko ny miteny fa plus 50% vehivavy miasa dia mijangajanga avokoa, indrindra ny vehivav miasa ho an dvlmpt personnel-ny fotsiny fa ts tena necessité aminy lay miasa.Ireo tena miady mafy mants ts manampotoana amizany fa efa fil conducteur ts very ao antsainy ny mitady zay ahatsara ny ankohonany. eny e ankoatry reo zay mieritrertr fa eny ambony canapé no ahitany fahombiazana.
miandraikitra poste d'encadrement aho fa fantatro avokoa ny zistoire mitranga ato : i rabe miaraka amin vadin rakoto, i rasoa ku nefa toa ataon rakoto sns.ts mifidy taona, saranga io na volokoditra na fiavina fa tena mahavarina ny vehivavy rehefa aty amin totolon asa , ny ela angaha maharay 2 sa ny any antrano no efa mankalao? asa ? fa dia tena mahavarina misy sipa kely vao 1 anaka ts ampoizinao fa toa maontina kely (manahoana cheeeeef: toa zazah manao oe oui papa oui maman kay tena mahavaky ny fo maheno ny zavabitany, tokatrano vao v d b problem sahady sa d in loatra ?).
mifampiresaka amin namana mitov amiko aho fa mitov daholo, voire pire aza any amin misy azy avy. trop b !!!!

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: mimikely87
Date: 22 mai 2017 - 16:55

Sefo>>>Ilay tsy miasa aloha hitako tsy dia mety amin'izao fiainana efa sarotra izao e. Raha toa ka maninomanino tampoka rangahy dia ho aiza ny efaran'ny tokantrano? Za aloha nahita alternative hitako hoe intéressante amin'ilay miasa à domicile. Izaho ihany no manao ny planning-ko dans la journée, voire dans la semaine, voakarakara ny tokantrano, mba mi-participer amin'ny dépenses ato antrano koa aho ary raha misy besoins personnels-ko tsy voatery mangataka amin'ny vadiko aho.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Emma32
Date: 22 mai 2017 - 17:05

Vhv no manoratra, miasa, efa nanandrana tsy niasa herintaona za fa saika nitapy tao atrano. Tsy hoe tsy fitiavana mikarakara tokantrano sanatria, fa te hi-participer am dépenses ao antrano, ny besoins personnel-ko koa d zaho ihany no mividy azy. afaka manao surprise am vadiko rehefa mba afaka kely iny, mividy vadeau kely ohatra ...
Ny vadiko ndray miasa tena, hitako mety ihany aloha ny fiainanay hatreto.

Sefo> marina mihitsy ny voalazanao fa tsy ny vhv rehetra kosa e, za efa ho 10 ans koa niasa foana (tam herintaona ihany no nanao pause kely) fa mbola tsy nanana eritreritra ny hiodina zany mitsy.

Tiako koa lay manana indépendance fa tsy hiankin-doha am vadiko am zava-drehetra. Ny RAD koa sahirana nitady vola andoavana ny écolage-ko tany am-pianarana donc io no fomba isaorako azy reo ary tena gatéko mitsy ny reniko amin'izay kely azoko.

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: Rabilabila
Date: 24 mai 2017 - 12:54

Ary maninona raha ilay lehilahy miseho sarotiny indray no asaina miala miasa de mikarakara ny vady aman-janany e! nahoana no vehivavy foana moa?

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: annicka05
Date: 24 mai 2017 - 16:11

sefo : misy azo raisina tokoa ny torohevitrao, kanefa ireto misy antony lehibe tokony hamporisika ny vehivavy hitady vola (aleo ataoko oe mitady vola fa tsy miasa) :
- raha sendra misy ny accident na fahafatesan'ilay rangahy, hanao aona ny fiainan'ireto vady aman-janaka? tsy mifametra ny aina, tsy garanti koa hoe hahavita hametraka loharanom-bola ho an'ny vady aan-janany daolo ny lehilahy rehetra miasa, amzao andro krizy izao. Ny dépenses isan'andro aza mety efa hanahirana. Donc mila mampidi-bola ny vhv. Travail à domicile sa hivoaka ny trano sa hanera sa inn, ny mpivady no mila mifanaraka ny am'zay, sady arakaraky ny talentan-dramatoa io fa tsisy oe tsy maintsy zao na zao.
- tsy voatery ny fandehanana miasa any am birao no mampiodona ny vhv, fa efa mpiodona hatramzay ireny vhv hitanao any ireny. Mba adihadio ange ny fiainam-pitiavany talohan'ny nidirany tao, fa ho hitanao fa ireny ilay efa galifantsy hatrany am lycée sy université, lol. Dia efa fahazarana ilay miarakaraka am lhl isan-karazany, sy ilay te hahazo promotion am fomba moramora.
- ny fikarakarana tokantrano dia tokony ifanampian'ny mpivady, araka izay fahaizany. Misy ny lhl havanana kokoa am fampianarana ny ankizy, d mba any izy zany no mikatroka fa ny fikarakarana trano sy sakafo an-dramatoa. Resaka organisation sy fifampatokisana ary esprit d'équipe no mampilamina amin'io.
Mampalahelo raha aty am firenena otry ny antsika no mbola hametraka olana toy izao ny vhv miasa, nefa any am continent hafa rehetra dia efa nahita vahaolana hampilaminana ny fiainana ry zareo.

Emma 32 : zah koa d toa anao, efa +15ans aho no niasa tamina grande boîte, poste à responsabilité foana, fa tsy mbola niodina na niaraka tam mpiara-miasa amiko zany mints na indray mandeha aza. Mila discipline koa ny fiainana e, ny ahy ferako mints ireny hoe afterwork e, fiarahana mivoaboaka ankoatry ny asa ireny, raha vao tsy en famille na iarahana am vady. Aleo tsy omena irika mints ny fahavalo sy ny fakam-panahy fa mora ny mandrava fa sarotra ny manarina avy eo
smiling smiley

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: marinah
Date: 09 juin 2017 - 18:49

Apetrapetrao tsara fotsiny ny rarah ao tokatrano sy ny sisa e, ts vaaolana ny ialanao amin asanao zany fa enao ary tsara chance mba maita asa atao ampidirambola ao atokatrano ko! Ny tsy fatatr Rams de ra sanatri izy mflotte amin asany ndray andro any de mba nvola apdirnao ndray n tsmaitsy tsinjaraina ao tokatrano amzay ftoana zay

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: olona efa matotra
Date: 09 juin 2017 - 23:07

Ravo ,
Raha tsy ny lhl no muimenomenona dia ny vhv . Ny lhl gasy matetika masochiste daholo ,sady mampirafy moa betsaka koa ny vhv mety hampirafesina . Efa la mode sy tontolo iainana eo @ ramalagasy io .
-Mifanohitra @ raisonnement an'i sefo ,petit chef ? Tsy misy dikany na mbola millions d'ariary isam-bolana aza ny karaman'i sefo ! ny olana tsy lay resaka oe voatery hijangajanga daholo ny vhv miasa rehetra ,fa resaka indépendance autonomie io .
Ohatra izao i petit chef ,mampirafy sady mivazavaza dia voatery mitapikitra i Ravo satria tsy misy aleha dia miandry ny karama kelin'i petit chef mampirafy ihany ,...TSIA ,izay mentalité izay no mila ovaina eo @ malagasy dia ity resaka fijangajangana ity eo ny problématique de base na lahy io na vavy satria ny moralité zéro .Izay no tsy mampandroso ilay firenena .
Conclusion ; Tsara izany ny vhv mba manana ny maha izy azy satria rehefa hanaovana maloto eo ambonin'ny loha tsy tokony hiaritra foana @ anaran'Andriamanitra .Ao anaty baiboly tsy misy andininy anankiray hoe : ampijalio ny vadinao ,dia mijangajangà , dia miareta ihany ,....nefa zavatra efa hita tao sodoma sy gomoro nanomboka t@ otan'i Adama sy Eva ,...

Options: Répondre
Re: Olana ao antokantrano : Vehivavy miasa
Par: olona efa matotra
Date: 09 juin 2017 - 23:10

Na mbola 3 millions d'ariary isam-bolana aza ,hitsiko ,.... tsy misy dikany @ halafon'ny fiainana ,disons un petit cadre en dessous de la classe moyenne raha comparé @ tany mandroso na any Mscar aza.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg