Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
tsisy vola ka lasa miady
Par: tototra
Date: 12 mai 2017 - 17:06

Miarahaba,

Ny olana ara-bola no manakorontana anay.
Efa ho 3 taona zao no nivady zay. Mbola tsy mananjanaka fa bevohoka efa 05 volana zao.
Vao nivady zay d mbola tsy nisy olana. Fa 08 mois taoriana dia narary aho ka voatery nodidina sy nitsabo-tena ka lasa t@ io ny économie-nay 2 sady voatery nanao prêt t@ banque zay ary pendant 05 taona io prêt io. Samy niasa izahay t@ zan fa @ zao ny vadiko dia ts manana asa raikitra fa mapanao location voiture izy zao ary indraindray misy ny asa, indraindray kosa tsy misy.
Tato ho ato dia ts d nisy location firy ka mihena be ny fidiram-bolanay satria izy tsy mandray karama, ny any @ banque tsy maintsy aloha isam-bolana. Marihiko fa 30% ny karamako io vola alain'ny banque io.
Tapaka matetika izahay 2 ao an-trano ary indraindray aza d vao 10 du mois eo d efa ritra ny vola ka tsy maints mindrana d mitombo ian ny trosa.
Efa samy reraka ka lasa miady lava. Ary tsy io sujet "vola" io no mody mapiady nefa enoko mits fa ao ambadika d tsapako fa io no fototra.
Mitady toro-hevitra.
Misaotra.

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: prêt
Date: 12 mai 2017 - 18:16

Mahereza ! amarino tsara aloha ny fisian'izany any am-badika izany fa sao tsy mari-pototra. Rehefa hita fa tena marina, miresaha mivantana.
Mandefera aloha, farafaharatsiny mandrapahateraka.

- ianao rahateo bevohoka ;
- ny Antony nanaovanareo prêt noho ianao narary.

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: olona efa matotra
Date: 12 mai 2017 - 22:30

tototra ,
Lhl aho no manoratra .Ianao efa bevohoka 5 volana izany ,mila mitandrina tsara ,efa tsy tokony hisahiran-tsaina @ resaka vola ,sns...satria sao misy fiantraikany any @ la vohokao sy ilay zaza . Efa mazava koa fa nohon'ny tsy fahasalamana no nanaovanaonareo prêt bancaire .Ny aina no ambonin'ny rehetra e !
Asaivo manao asa tselika hafa ny vadinao en atendant e ! du moins mandra -piteraka fa tsy tokony hifanjana aminao izy .Ny resaka moralité koa izany mila atao ambony .
Resaka vola ,banky ,fampirafesana ,ny lainga ,ny tsy fampahatokisana ,manque de solidarité .....angamba 90% ny malagasy mitovy daholo .
Raha mpiray tampo angamba ianao tsy navela tamin'izao . Tsy efa manomboka mangatsiaka koa any Mscar ? Eropa Lafratsa manomboka mafana .
Mazotoa e !

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: Rafily
Date: 13 mai 2017 - 09:36

Zao a! Marina fa ny vola no maha rangahy hono fa lazaiko anao fa ny fananana vola be tsy mahasambatra koa. Azoko ny tebitebinao fa eto aho manao témoignage kely fa tsy mahasambatra ny fananana vola. Izaho moa aty ivelany ka niarakaraka t@ mpianatra toa aho nandritra izahay mbola nianatra ka bevoka ilay sipako ka voatery nalaiko vadiko mba tsy hampanahirana ny zanakay. Tena tsara place ilay vadiko ary tsara karama noho aho, ary tsy misy zavatra mampanahirana anay fa tsy tena choix izy fa tsy dia mahare izany fahasambarana izany aho. Tsy hisaraka na hamitaka vadiko sy zanako velively aho fa tsy tena sambatra fa voatery revena manja hoy isika.
Ka ny tiako ambara zany ny fananana vola betsaka tena tsy mahasambatra.
Ny tiako lazaina aminao zany mifandamina ianareo ary mitadiava solution miaraka fa izany ady lava izany tsy mahavaha olana ary. Mifankatia ianareo fa efa tsy ho hela lasa papa et maman. Mahafinaritra ankizy anie mahita papa sy maman eo ankilany e!

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: Patabe
Date: 13 mai 2017 - 21:15

Rafily
Marina ny teninao amin'ny lafiny iray ,saingy aza hadino fa eto Mada rehfa tsy ao amin'ny tokantrano iray ny vola tokony hampiodina azy io dia tena gravy be ,efa niaina tany ivelany izahay ,fa nody satria tsy maintsy misy mitantana ny orinasa navelan'Dada,fa lazaiko hanao fa tena samihafa be ny tokantrano tsy ampy vola haodina ,ny eto sy any ,eto Mada ianao ,rehfa gisitra dia tena tsy misy mahalala ,fa any ivelany na gisitra ary mbola mba misy droits toy (rsa ,caf ,ame sy ny sisa e )

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: Tsy voatery
Date: 14 mai 2017 - 08:57

Tena sahirana tsisy fidiram-bola nadrintry ny fotoanan'ny krizy iny izahay. Mpiasa amin'ireny asa fampandrosoana ireny ka dia niahaka teo nandra-pisian'ny famatsiam-bola indray. Namidy ny fiara, ny volamena sy izay azo namidy rehetra. Indraindray ihany vao mba mahita asa kely (manao consultant tamin'izany). Efa nanao asa an-tselika hafa (varotra, sns) fa tsy nety. Izahay kosa anefa dia tena nahagaga ny olona, eny fa na izahay aza, fa tena nilamina tsy mba niadiady izany. Eny e, nisy ady madinidinika (vitsy dia vitsy) fa resaka hafa fa tsisy ifandraisany amin'ny vola.
Ka ny teniko dia hoe : tsy voatery hampiady ny vola rehefa miara-miatrika ny fahasahiranana sy mifampiresaka ary mifampatoky.

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: hanitra
Date: 14 mai 2017 - 10:38

ny fadisoana Amin ny malagasy dia ny vola miditra kely nefa te hivide zavatra lafo,mitrosa rehefa avio kamo andoha mody atao hadino.anao narary dia ny trosa fatatry ny vadinao izany dia tokony hiaraka mamaha olana fa tsyhoe anao bevoka no omeny olana.rehefa ita fa kely vola miditra mandrampandovana vola dia tokony anana asa afa ny vadinao anampiana vola ilay aho an-trano,ny karamanao zany andovana trosa ny ambony tokony ampirinina satria rehefa ho Tonga ilay zaza tsy maintsy mila vola.raha tena tianao izy tsy maitsy mitady sy manoana anao ,aza mitady trosa avelao izy itady .izay fatany hoe izay ilay manam-bady .

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: LITTLE THINGS
Date: 15 mai 2017 - 08:10

Amiko kosa aloha de tsy mety ny ataony vadnao e Ninin eo tkn tsy miady izy Tkn mandefitra fona Enao sady miasa no bevoka no b aditsaina am resaka trosa!
De aveo ko lery oe leo ny ao antrano sy leo ny ady sy leo ny tebiteby de anao inn ko ? Le lhl oa iri-mahory ndraindray Ataovy mazava ny resaka e Tsy manana vahaolana za

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: tototra
Date: 15 mai 2017 - 15:38

misaotra anareo rht namaly,
ny tena mampitebiteby ahy dia ilay voalazanareo fa hitombo ny charge rehefa teraka.
Ny zazakely tsy azo ampijaliana na ampiaretana ny mafy fa tokony ho karakaraina tsara. Anefa mila vola izany. Ny tena afaka miaritra tsy minana fa ilay zaza tsy azo atao anzan ka inona no atao?
Miresaka matetika izahay ary rehefa samy tony dia samy manome soso-kevitra mba anatsarana ny ho avy fa otran tsy misy fivoarana mits ilay situation.

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: deatsy
Date: 15 mai 2017 - 15:44

hoy ny sasany atsy ambadika hoe isika malagasy ihany no tomponan-draikitra mampahantra atsika malagasy, dikan'izay dia ianareo ihany izany no tompon'andraikitra mampahantra anareo roa kely reo.

mitombona ve zany??????

nen'vazah na tsy miasa aza maman de mahazo vola hamelomana zanaka

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: tototra
Date: 15 mai 2017 - 16:26

deatsy>> tianao tenenina ve hoe ilay bevohoka no mampahantra anay?

Misy fanazavana kely:
T@ fandidina ahy dia niteny ny dokotera fa mety ts afaka hiteraka. Noho izany dia nisy traitement nataoko mba ahafahako miteraka nandritra ny fotoana elaela.
Bevohoka aho izaho, marina fa tao anaty fahasahiranana no tonga ilay izy fa chance eo @ fiainako zay tsy haiko raha mbola hiverina ka raha izay no hampahantra ahy dia aleoko mahantra toy izay tsy hanan-janaka.

Eo @ ilay ady @ vadiko no ilaiko toro-hevitra azafady

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: Tsy voatery
Date: 15 mai 2017 - 18:25

Tena tsy marina ny hoe ilay maha-bevohoka no mampahantra.
Tao anaty krizy no nahabevohoka sy nahateraka ny zanakay fa vita foana. Zaza notadiavina koa izy io. Nisy fotoana ronono mandry no nomena azy (tsy ampy nono ny vadiko) satria tsisy vola nividianana vovo-dronono nursie, fa akory moa atao. Io anefa izy, efa ho valo taona izao, classe de 9ème, tsara tarehy kely. Izahay afaka nividy fiara tsara be indray, afaka nividy firavaka indray, mandeha vacances sy restaurant misy plat à 20.000 ar, sns.

Kodiaran-tsarety ny fiainana ka aza kivy ary indrindra aza miadiady amin'ny resaka vola izany. L'argent ça vient, ça va ozizy ny vazaha izay. Ny fitiavanareo no ataovy ho zava-dehibe ary manana faharetana. Izahay dia tena nahita ny mangidy de 2009 à 2013 fa mba mahita fiadanana indray izao.

Aza hadino koa ny mivavaka. Miara-mivavaka raha azo atao.

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: Hasina61
Date: 16 mai 2017 - 07:38

Henjana be io resaka tsy fisian'ny vola io ao anatuin'ny tokantrano.
Lehilahy aho manambady ary mananjanaka 1. Fa ny torohevitra dia tsotra :
Mifampiresaha foana ianareo mivady amin'izay mitranga eo fa hahita vokjany.
Izaho koa mpanao asa tena fa ny asa tena rehefa tiana hiroborobo dia resaka
communication no atao matanjaka. Izany hoe mampiasa gazety na tele manao
publicité. mety hoe mandany fa miaritra kely.
5 volana ny kibonao izao dia aza miasasaina be na manao vizaka fa sao
ahitandoza.

Courage foana

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: hanitra
Date: 16 mai 2017 - 09:52

tsy vaolana izany mikile izany fa i songombo efa satra manao anizany rehefa sahirana tsy mahataty mijaly.

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: LITTLE THINGS
Date: 16 mai 2017 - 12:32

Grave b io bevoka io ee Sady miasa saina enao en plus Le izy ko efa chance ho anao oe mba bevoka fa tsy otrany vhv rht
Tsy aiko oe tsy tonga saina aminio v le vadinao eee Mapalaelo ahy enao fa tsy itako zay atao anao Aza de miasa saina b lotra nefa ho vita v zay Aza malaelo sy manahy b lotra e

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: conseil
Date: 16 mai 2017 - 15:19

Mila miasa ny vadinao fa mety mahatsiaro tena ho impuissant izy satria izy ny loham-pianakaviana nefa tsy dia mampidi-bola firy ao an-trano. Misy an'lay travail à domicile reny afaka atao vadin'asa d tohizanareo ihany ny location voiture.

Mitonia ihany koa fa mitondra vahiny kely maman an smiling smiley

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: kilisybilaonina
Date: 18 mai 2017 - 14:03

lehilahy ny manoratra .

ny vola tsy tokony hampiady zah teneniko anao fny ahy nkarama anay mivady lany tsisy economie zany mitsy fzay miaina foanaanaty fifaliana refa misy olana tampoka de miara miezaka ary tsy mifanomé tsiny izany . vavaka ko no mpanampy tsara indrindra aminy fiainana

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: bijou
Date: 19 mai 2017 - 05:12

Asa raha mety mahasoa :

Maka fotoana miresaka tsara aloha ianareo mivady: mandalo fotoana sarotsarotra ianareo,mandalo fisedrana, statégie iarahana élaborer-na, atao izahay rehetra possible iverenan'ny fifankatiavanareo, sy ny confiance mutuelle koa.

Dia asa aloha, fa mba hevitra ny ahy avy eo:

-dépenses tsy maintsy hatrehina aloha dia ny fahatongavan'ny zazakely (prénatal rehetra, accouchement, tsy maintsy en forme tsara koa ianao ho afaka mampinono tsara...sns). Ka ny vadinao izao raha ny tokony ho izy no tena mba afaka mihafy be eto.

-Ho avy ny grandes vacances, izao dia efa mivonona ny vadinao mitady marchés ho an'ny location de voitures (annonces, mamatraka cartes de visite any guides, hôtels, agences de voyages, facebook... sns).

-Asa raha mino ianao, fa raha tena mino ianao, ankino aminy (ilay inoana) tanteraka ny olana, aza mitaintaina akory fa tena manana ny fomba famaliany Izy, vavolombelona matetika ny tenako izao,

Io vola io mety mampiady foana na misy na tsy misy.

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: sao mba
Date: 19 mai 2017 - 10:13

maninona koa raha mba folahana le lehilahy mba mitady asa fixe hisian'ny revenu fixe fa tsy lany andro manao jombilo sy miady lava e?

Options: Répondre
Re: tsisy vola ka lasa miady
Par: fiara
Date: 30 mai 2017 - 16:20

ra ohatra ka mitady asa fixe tokoa ny vadinao d mba somary stable ny situation nareo.
Fa nga ilay fiara tsy azo atao transport scolaire na personnel ohatra?
Betsaka ny zvt azo atao rehefa tena mitady e!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg