Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Visa France
Par: Cousine
Date: 30 mai 2017 - 22:01

Salama daholo
Misy cousine mipetraka any France manafatra ahy mba hanao vacance 2 mois any.
Nefa ny ao am ambassade de France malaza mi-refusé foana.
Inona re KO mba tokony hatao hahazona visa ao?
Misaotra mialoha am famalianareo

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: aza manatena
Date: 31 mai 2017 - 12:07

Ra-cousine> raha mbola tanora 18 à35ans ianao sady mandeha irery surtout vehivavy dia aleo mihintsiny tsy mametraka dossier lany vola fontsiny ny antony dia trotra atahorany ianao fa hijanona aty ivelany

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Cousine
Date: 31 mai 2017 - 15:00

Zany ve.
Mapalahelo izany satria tsy votery hitovy anefa ny toe-tsain'olo amin'ilay hoe hijanona any izany.

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Vola arina
Date: 31 mai 2017 - 16:33

Ny antony mahatonga anilay visa rejeté surtout hoan'ny vehivavy dia betsaka ny vehivavy no mitady vady any vao lasa any, ao koa ireo vehivavy mivarotretana fa tonga any ka ts te hiverina tsony. Sady en plus, ny fangalana visa zao ra hoany france dia ts mila présence physique intsony fa dossier fotsiny no aterina dia mamaly par courrier recommandé ry zareo na OK na tsia.

Andramo iany aloa fa tsis mangidy ts andramana e fa dia efa amboary ny saina.

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: olona efa matotra
Date: 31 mai 2017 - 20:45

Cousine,
Marina daholo ireo voalazan'ny olona eo ambony ireo.
Tsy vitan'ny hoe vola very fa mety enregistré ao @ fichier ndry zareo ianao dia tsy mahazo tsony na dia misy motif valable aza @ manaraka.
Io izany lay resaka immigration,politika fratsay atahorany sao dia tsy mody intsony raha célibataire.
T@ 2010 aho nanafatra sipa efa nalefako hatramin'ny certificat d'hébergement dia natao hoe cousine fa tsy tafa, rejetée ny demande.
Raha ohatra mahita motif professionnel, na formation, na manao foire, sns... Mety ho possible, fa lay resaka tourisme pour les femmes célibataires tsy tafavoaka. Moa ianao raha manambady aman janaka misy anton'asa ka afaka prouvé nao ao @ ambassade, mety tsisy olana satria afaka certifié ny mpampiasa ny fodiana, preuve entina na omena ny ambassade.
Mazotoa !

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: TSOTRAfely
Date: 01 juin 2017 - 07:03

Ny dossier anakiray mavesa-danja mba azahona visa , dia ny certificat d'hebergement asaivo ataon'olona mpiasan-mpanjakana na polisy na zanadary any Frantsa .

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: olona efa matotra
Date: 01 juin 2017 - 11:19

Tsotra fely,
Raha mamaky ny msg ko eo ambony io ianao, ny olana tsy resaka hébergement, fa ny motif hivoahana, tonga dia lasa anaty poubelle ny demande raha vao tsy motif, ny resaka tourisme tsy tafa matetika raha vehivavy célibataire.
Resaka zandary na polisy hampanaovina hébergement tsy misy lanjany, ireny anie ohatran'ny mpitondra taxi ao Antananarivo raha resaka karama,... Ny haben'ny trano sy ny ressources koa mikaonty,..

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Sipa andafy
Date: 01 juin 2017 - 12:12

Salama!

Cousine-ako 25 ans izy t@ izany nandeha irery, nomeko hebergement dia nivoaka tourisme, tonga dia nahazo satria hoy izy hoe manana attache tsara izy à Madagascar, izany hoe no-proveny an'ny ambassade fa miasa tsara izy ary congé-any io entiny any io.
Mila justifiena tsara koa ny moyen de subsistence anao. Izany hoe mety mila habontsina ny compte bancaire na maka garant manana vola matevitena ao @ banque.
Mirary soa

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: nationalite
Date: 01 juin 2017 - 13:47

ono oa ry zareo, za manambady olona manana nationalité frantsay de efa 5 ans de mariage. de ra mangataka nationalité ve de mahazo fona sa possible mety refusé.
Mirary soa

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: quit
Date: 01 juin 2017 - 19:16

misy firesaka mampme mihitsy ah !

hoe ----> possible refusé ? k'efa izany zany kou ! ary raha ampiako hoe Possible accepté ?


mortderire


ôtran'ny hoe :

- manana crayon ve ianao ? Nefa ilay mpianatra nivoaka ny sekoly handeh hody.

- mivarotra boky ve io librairie io ?


Apetraho ny Demande e. Tokony tonga d ao aloha zany. Fa ny hoe misy anormale ny fiainanao, izay ilay Possible laugh Ianao ihany mahalala azy.

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: TSOTRAfely
Date: 01 juin 2017 - 20:05

olona efa matotra >>>> Fa iza marina aloha no novaliko e! i Cousine ve sa olona kizitina tahakanao sa olona iray ihany fa miovaova anarana eto ....nnntttsss .

Misy zavatra mahavarina ahy mihintsy fa maro no romodromotra @'ny tsisy dikany ny malagasy rehefa miresaka @ 'tony serasera itony .

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Cousine
Date: 01 juin 2017 - 21:06

Manahoana daholo
Misaotra betsaka anareo mamaly
Izaho mbola mpianatra ao am cntemad,fa saika am vacance no hikarakara anle izy kay sarotra be ohatr'izany raha célibataire
Izaho koa nefa mbola 23 ans.
Com

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Cousine
Date: 01 juin 2017 - 21:11

SIPA andafy>sambatra ilay cousine nao zany KO

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: olona efa matotra
Date: 01 juin 2017 - 23:51

Nationalité ,
Raha mananam-bady olona manana nationalité frantsay ianao ka mangataka ,dia sûr fa mahazo à 100% ,apetraho ny demande fa iny tsy mivaly vetivety arakaraky ny toerana misy anao .En moyenne 2 ans eo ny réponse .Raha manan-janaka dia systématique .

TSOTRAfely ,
Ahoana no kizitina e ! ny fandraisanao azy no tsy mety . Ny olana mipetraka amiko mipetraka an-dafy efa taona ,efa nanao hébergement in 5 angamba farafahakeliny , nety daholo afa-tsy anankiray,io voalazako eo ambony io ny antony .Ny fivoahana tsy resaka fahazoana hébergement fotsiny dia vazaha polisy an-dafy ,sns....fa resaka situation .
Raha olona 60 na 70 taona RAD raha ny maraina ny demande no apetraka ,ny hariva dia efa miantso ny ambassade fa OK ! ,.....raha jeune femme de 25ans ,tsy an'asa fa hitsangatsangana ,tourisme ,tsy sûr an ! na dia mahafantatra olona ambony be aza ,tsy sûr satria resaka problème immigration ,politikan'ny frantsay io . Tsy maintsy misy motif sy antoka izany vao misy chance ho tafavoaka ,...

Sipa andafy )))Voilà ,mazava ny anao satria misy asa ,congé no hivoahana ,manana vola @ banky sns....satria ny assurance exigé ndry zareo .

Cousine ))) Bon courage !

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: olona efa matotra
Date: 01 juin 2017 - 23:56

Vakio ; ny olana mipetraka amiko izay efa nipetraka ela an-dafy sy nanao hébergement in 5 ,....

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: TSOTRAfely
Date: 02 juin 2017 - 08:08

olona efa matotra >>>>>

1- Tsy ianao mihintsy no resahiko sy valiko fa i " Cousine " .
2- Tsy mahalala ahy koa ianao ary fantatro ny zavatra lazaiko .

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: caprice
Date: 02 juin 2017 - 10:07

Cousine------- CDI ny contrat de travail-nao, attestation de congé mazava miaraka am bulletin de salaire sy relevés bancaires misy ny vola takian-ndry zareo na miôtra, carte de paiement internationale na attestation de devise, attestation de réservation d'hôtel na attestation d'hébergement.

Raha ampy tsara ny dossier d tokony mety.

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Cousine
Date: 02 juin 2017 - 18:33

Grave be zany
Tena marina,nefa saika hapifana zay no handehanana kay zany ilay fandehany any
Caprice>mbola mpianatra aho hoa

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: tsikaiky
Date: 03 juin 2017 - 11:14

Rehefa mba misy fotoana ka mamaky ny message ntsika malagasy dia mihomehy ny farany, ao ny te handeha mafy ho any frantsa, hanao vacance, hianatra , hiasa sns , ireo dia mijaly mafy mandany vola sy hery ary tsy kivy maka ilay visa, dia ao indray ireo mibontsina hoe na omena karama 3000 euros aza hono izy dia tsy ho any satria mahazo lavitra noho izany eto dago, sns...lasa mpanao hatsikana ve ny sasany rehefa frustré @ fianina eto? fa za mankahery ireo te handeha, aza kivy , ary aza hadino koa fa be ihany ny firenena azo aleha rah dia tena tery lotra ny lalàna

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Zest de citron
Date: 03 juin 2017 - 14:20

Tsikaiky,

Marina ny anao.

Ny tena izy ?

Zesta be reny milaza azy na omena azo sy zao, tsy mila fa Dago milay !

VAVAN'NY MATY AN-DRANO IRENY !

Tena maro, maro ny nifanehatra taminay fa na, olona efa niharan-javatra voamafy tany amin' ny tany nandehanany tany (voaroaka ohatra), na nody fa Tsy renouvelé ny visa....

FA RAHA MIFANKAHITA TAVA ? TSSSSSS ! Mikombona daholo ny vava, no sady milendalenda ny tafavoaka rehetra.
Be zesta tssss. Zay no tena marina ry "tsikaiky" ah !

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Tomà
Date: 07 juin 2017 - 14:45

Cousine > Izaho indray tsy mihevitra hoe tsy maintsy refusé
Ho ahy manokana raha mandefa certificat de grossesse ny cousine-nao hi-appuyer-nao ny dossier-nao dia hitako hoe motivé tsara ny demande-nao ka ambony ny chance ahazoanao visa

Misy izao visite familiale no andehanan'ny olona, situation tsy mifanalavitra aminao ny azy (mpianatra, sns); misy ary efa sady tsy mpianatra intsony (fa saingy manao hosoka aloha matetika e), io hosoka io no manasarotra ny fangatahana visa taty aoriana, be loatra ny mpanao hosoka, indrindra aty @ tany afrikana aty
Raha izaho ianao manao, fa raha sanatria tsy mahazo, dia izay vao tsy mi-insiste sao lasa liste noire araka ny voalaza eo ambony eo tokoa, ka tsy hahazo intsony

Ho olana foana ny fangatahana visa raha vao mahita taratra anaty dossier zareo fa tsy hiverina, na mety tsy hiverina any an-taniny intsony ilay olona...

Options: Répondre
Re: Visa France
Par: Dora
Date: 08 juin 2017 - 16:21

Visa Schengen alaina any amin'ny ambassade hafa (pays espace schengen) fa raha ny frantsay dia mandreraka ny toe-tsainy. Ny ahy tany amin'ny ambassade pays-bas no naka. Somary lafo fa izay rehefa tsy te ho handevozina sy hambanian'ny frantsay lava izao! censure

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg