Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
rmna
Par: za sy ny fiainako
Date: 06 juin 2017 - 10:12

Vehivavy 35 taona, manabady amanjanaka 2 no manoratra.
Araka ny sujet d ny fiainako no mba ilako toroevitra amitsika mpamaky.D isaorako mialou anareo amin'ny fanapina ara-kevitra atolotrareo.

8 taona zay no tao anatin'ny fianan'tokatrano,d mariako tsara fa atram'zao ka atram'zay tsy nety matoky ahy mintsy ny vadiko zay niteraka tsy faatokisana azy ko zany taoato. ary saiko ny miteny fa tsy mbola nampirafy azy mintsy a atram'zay nivadinay zay na nisy aza ny fankapanahy tsy lavina.
na ny asako na ity resaka fb ty d aitako loza daolo, za ko reny ol ty mifanerasera sy mifanampy ireny. teo alou izahay niara niasa d tsy nisy olana ny resaka asa f ny FB lo no nanjaka, 5 tao zay no teto amin'ity asako ty a d soupçon isan'andro lava zao no ianako: to manao meti2 enao zany androany, iza no anaovanao tsara2 any e, za mba ento ao am bureau-nao,ndry manao meti2 tsy mba oana f aon'iza refa mba sendra manao volo na mba mikarakara tarehy (d nefa ny week end no anaovako zany). ny fivoana ny trano lo d'efa adino tsy nis tsony 8 taona zay, iny lo mba noleferiko iany satry oe zay zany l mitokatrano f reto fandraonana sy tsaho angamba no ilazako azy teny maakili ny aiko mintsy. misy l fitenenana oe refa tsy atao tsyy tokony oraraina nefa nena efa tena isan'andro zao 5 taona tsy miova.
ny resaka tokatrano ndray, manana programme d mission izy am'ity taona ity d tsikaritro fa isaky ny fety d tsy eo aminay 3mianaka mintsy izy, atreto lo d tena tsy mbola nisy fety niarahanay tamin'ity 2017 ty. mba nitaraina taminy zay telo oe d dada zany tsy mba anao fety iaraka aminay mintsy satry, ny bandy sasany mitondra ny fianakaviany fa nenay d miandry trano!!!! Iny ngamba faadisoko satry zay l fitadiavana!!!! fa na izany aza mba nalaelo d nitaraina e.

Nandray fanapaankevitra a ankehitriny fa iala amin'ny asako ary hanakaiky azy isa, mba hampienana ny soupcon-ny, nefa d fandraonana no setriny, ataovy d o itanao tsara!!!!!!
ny fianakavina mo tsy resaana tsony fa d tsy mirarà zany izy e, otran'reny ol nivoka tamin'ny vato reny ny tenanay!!

d tsy itako tsony ze ataoko, asa mety v zany oe iala amin'ny asako zany a sa inn no mety ataonay?
mariakao fa zandrin'io vadiko io 20 taona a ary mety zay ko ve no anton'io toetrany io?
Misotra anareo.

Options: Répondre
Re: rmna
Par: namanafotsn
Date: 06 juin 2017 - 14:09

Na inona na inona olana misy eo @tokatrano,aza manary asa zany mihitsy,vao maika aza ianao tokony hiezaka hahazoanao toerana tsaratsara kokoa eo @asanao,na koa manampy fitadiavana hahazoambola.
Zao ataovy antsainao,miasa aza ianao zao no ataony ko maika fa tsy an'asa?Ny fananana anton'asa ho antsika vehivavy dia balise hahafahana mijoro ny manohy hatrany ny fiainana ninoninona miseho,na milamina arapanambadiana ary dia tsara fona isika vehivavy manana fidirambola.Koa noho izany dia aza miala @asa zany retsy a,surtout ianao manaja azy na tsy tsapany aza zany dia aza kivy fa misy valiny fona io,ary aza mitsahatra ny mivavaka fa ny vavaka manova zavatra.Mahereza

Options: Répondre
Re: rmna
Par: Tsy azoko
Date: 06 juin 2017 - 14:13

Dia efa izany ve madama ny fiainanao dia mbola mahita ihany ianao hoe hiala @ asanao ?

Dia raha tonga dia dakàny any ianao dia hanao ahoana ny zaza ?

Tena ny confiance izay fototry ny tokantrano anie madama no tena voa eo aminareo e !!!

Aleo mba mandinika, raha azo atao alohan'ny handraisana fanapahan-kevitra...

Asa anefa fa ianao ihany no erany...

Options: Répondre
Re: rmna
Par: tsy mety an
Date: 06 juin 2017 - 14:45

tsy itako lotra z tokony ialanao amin'ny asanao @zany, tena mitady loza ianaho ra manao izany, mety ho complexe b fotsiny ny an'ny vadinao :mety oe itany oe antitra kokoa izy no ianao sady ianaho zany mahavita mikarakara tena tsara vaomaika simba ny saina, rehefa madio ny eritreritrao d tsy hitako lotra z olana
somary mba ovaovay kely ko ny fanao , mba manaova manja2 na ao antrano aza, miresaha aminy

Options: Répondre
Re: rmna
Par: Katrs
Date: 06 juin 2017 - 15:18

Apetrako ny demission zany refa zay no tianao koo

Options: Répondre
Re: rmna
Par: Retour Dazy
Date: 07 juin 2017 - 02:10

Aza miala amin'ny asa fa io elanelan-taonanareo io no hitako ho fototry ny olanareo, ary ny vahaolana dia avy any aminao. Jalousie tsotra be izany an'ny vadinao izany ka mila rassurer-nao izy. Matahotra izy fa ho lasan'ny olona tanora noho izy ianao (tsy rassuré izy) ka anjaranao ny manome toky sy maneho fitiavana azy.
Raha toa moa ka manao sipa izy dia entiny mba ampisehoana amin'ny tenany fa mbola mahavoa izy ary mety ho raikitra any raha tsisy fiovana eo aminareo.
Ampisehoy fitiavana izy dia mety hahatoky anao indray ary ahenao ny fifaneraserana any ivelany sy ny FB fa tsy mety amin'ny tokatranonao raha izany no fandehany.

Options: Répondre
Re: rmna
Par: rmna
Date: 07 juin 2017 - 10:14

Miarahaba antsika reetra,
Mankasitra amin'ny valiteny sy ny torohevitra fa mino a fa ahasoa toko reo!
ndrindra ny "namanafotsn" ry "tsy mety an" ry "Retour Dazy", ....

Mirary soa ho antsika reetra!
Mahereza ao amin'ny Tompo daolo.

Options: Répondre
Re: rmna
Par: Ramosebe
Date: 07 juin 2017 - 12:48

rmna>> NON, NE QUITTE JAMAIS TON TRAVAIL. C'EST UNE ERREUR FATALE.

Miasa ary aky neny sahirana koa mainka fa hoe tsy hiasa amin'ny resaka fahasarotam-piaro ny lehilahy fotsiny.

Rehefa tsy manana fahaleovan-tena ara-bola ianao dia ho voazanaka mba tsy hitenenana hoe ho andevozin'ilay vadinao.

Tsy matoky tena izy satri efa lehibe fa omeo toky izy aky neny an.

Bisous be ndry

Options: Répondre
Re: rmna
Par: Tomà
Date: 07 juin 2017 - 14:29

Miarahaba anao zà sy ny fiainako
Tsy manambany ny olana misy fa raha ny hevitro manokana dia azo atao tsara ny miala @ olana... Tsarovy fa misy ny miaina lalan-tsarotra kokoa noho ianao: fisarahana, fisarahana efitra, vono, sns... Fa tsy izay no olana

Mankahery anao aloha fa mafy ny ezaka, azo atao tsara ny mifanatona tsy miala @ asa, fa mafy ny ezaka hoy aho

Ny anay manokana dia niezaka nanatona azy bebe kokoa aho: nanao sakafo tsara ho azy, mampitombo ny fotoana mba iarahana (mijery télé, na dia tsy tiako aza ny zavatra jereny eo ary avy eo niezaka niara-nijery fandaharana niraisana), lasa niara-niantsena mihitsy no nihafarany; mifoha maraina kokoa ary natory alina kokoa aho t@ izany... Reraka ihany t@ voalohany aloha e!!!
Fa tsy ela be (iray volana mahery teo ho eo) raha araka ny niheverako azy voalohany, dia ohatra ny niha tonga saina izany izy, nifanatona ho azy

Niaritra, toa ireny resy ireny, fa napetrako lavitra ahy ny hambom-po, izay tena nananako tokoa

Ankehitriny, niaraka niditra sampana ao am-piangonana izahay; zavatra tsy azo noeritreretina akory

Nihevitra saika hiala @ asako ihany koa aho, saingy soa ihany tsy tanteraka izany: raha nisaraka, sanatria, tena voa mafy aho; izao moa niaraka, dia soa ihany tsy niala

Mahereza ianao, ary aza adino ny mivavaka

Options: Répondre
Re: rmna
Par: Anna
Date: 08 juin 2017 - 19:59

Miarahaba anao ry za sy ny fiainako,

Ilay miala amin'ny asa aloha dia aza heritreretina intsony, vao mie hifikiro tsara ny asa. Ny iala tsotra izao amin'ny tokantrano tsy misy terrain d'atterrissage koa tsy dia mety loatra, indrindra ho an'ny ankizy. Ny toro-hevitro aminao dia izao aloha, fikiro tsara ny asa, manaova épargne raha mety, na mitadiava fidiram-bola fanampiny afahanao manao épargne manokana, mba hitsinjovanao ny @#$%& andro merika. Asehoy amin'ny vadinao fa mahavita tena ianao sy ny zanakao. Aza mitaky vola any aminy sns, manome izy anefa raiso antanan-droa, tsy manome izy avelao any. Ny ao an-trano koa aza asiana fiovana. Ataovy izay fataonao isan'andro rehefa eo izy na tsy eo. Karakarao ny trano sy ny ankizy, tonga izy, aza manontany akory hoe fa taiza. Aza mandany andro miresaka sms amin'ny sipany izany, raha tsy hoe anga hanangona porofo hoe mampirafy izy dia izay ihany. Ataovy tsapan'ny vadinao fa vitanao ny fiainana na tsy misy azy ary. NEFA KOSA asa miseho manangana ady sns, indifférence izany e. Raha lehilahy misaina izy, mety haha-tonga saina azy izany, ka ra tiany ny tokantranony dia hiova izy. Rehefa hitanao fa milamina tsara amizay ianao, (épargne tsara, sns,ka hitanao fa mbola manohy ny adalany izy dia miala amin'izay ianareo sy ny ankizy, fa dia afaka adidy amin'ny fantana ianao izay.

Ra fintinina izany dia hoe sady miela nenina ihany ho an'ny tokantrano aloha, no sady homany dieny izao koa ny fiainanao manokana raha tsy ho havotra ihany ilay tokantrano.

Options: Répondre
Re: rmna
Par: Naomi
Date: 13 juin 2017 - 08:40

ny iala amin'ny asa izany aloha dia fadio andro aman'alina. ny tsy an'asa aza efa tsy fidiny.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg