Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: beIapin
Date: 09 juin 2017 - 06:50

eny ary, samia mandray ny penina dia lazao avy ny hevin-tsika !!!!

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: ravouloumpandrana
Date: 09 juin 2017 - 08:32

tonkantrano tsy ahahaka, io ny éducation nomen'ny RAD-nay anay ka tsy hitantara aminao eto ny vie privée-nay zahay, ny anao ataovy publicité eto fa enao no rôle ato amin'ny moov hatreto

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: beIapin
Date: 09 juin 2017 - 09:08

zay ilay tena mahavoa antsika gasy :
- mifanafina tsy mifampanoro !!!!!
>> dia inn no fivoarana ho azo amzany re olona a aaaa hh !!!

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: vady
Date: 09 juin 2017 - 09:59

Ra manambady enao de jereo ny situation rht De saraho izy de jereo ny situation amzay ftn zay De eo ho hitanao ny avantage sy inconvenient anle manambady
Ra tsy manana d tedavo aloha le vady d rhf manambady de hitanao ny avantage sy inconvenient Tadidio le situation tsisy vady de jerena aveo le nisy
Ary inn ny mampiova feeling an belapin tampoka teo :D

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: ylangylangmûr
Date: 09 juin 2017 - 13:43

fanambadian'i belapin angamba tsy normal ohatran'azy ka lasa mirediredy eto sisa hanaly andro fa ny ao antranony fôpla

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: beIapin
Date: 09 juin 2017 - 13:47

ylangylangmûr << azon'isé azavaina v zany fanambadiana normal zany ???

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: ylangylangmûr
Date: 09 juin 2017 - 13:57

vie privée samy amin'ny azy ry belapin ah, tsy misy fanambadiana mitovy izany, sa vadinao passepartout, azo ampindramina na omena na takalo, sa azo amidy sa azo handoavana trosa, sa ahoana?
fanambadiana normal izany dia mpivady mifankatia sy miaraka mitady sy miray hina, pour la vie et la mort hozy vaza, tsy misy incovénients tsy misy avantages izany ny fanambadiana fa zavatra iray no hiarahana, dio io fanmbadiana io izany, iray ihany io fa tsy mety rasarasaina hoe ny andramose 1/4 fa ny an'i madama 3/4

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: beIapin
Date: 09 juin 2017 - 14:23

ylangylangmûr << ka tsisy ilaina ny psychologue kou zany ????
- inn no tokony ataon'ny mpivady rhf sendra ny olana ????
>> vie privée tokoa ny tokantrano fa ny fahalalana ny vahaolana mahaomby noraisin'ny sasany v tsy mety ?

PS : eto am forum moov hahafahana mandefa hevitra anonymement isika sao adinon'ny sasany ô !!!

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: ramah
Date: 09 juin 2017 - 15:26

fanabadiana bitro ve tsy hain'ialahisany rehefa mifakahita dia ny andao ihany

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: tsitta
Date: 09 juin 2017 - 17:02

.any an-tapi-kandrina zany !





mortderirelaughmortderire




.

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: valiny
Date: 10 juin 2017 - 20:08

Fanambadiana = Ady no ao anatiny
Vonona ianao hiatrika izany? dia midira fa rehefa ao ianao mahita azy tsara ary mahita tsara ny solutions rehetra ihany koa
raha samy mahay mandefitra: dia milamina, izay ny @ ankapobeny.
raha samy te hihenjana: dia mazava hoazy fa ho tapaka mora foana.

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: santionany
Date: 10 juin 2017 - 20:23

Par: tsy nampoiziko
Date: 06 juin 2017 - 07:58

Toky re zao, fampanantenana re zao, nefa ref 5 taon aty aorina, ef mro ny ankizy, na ny volany notatanaiko atrizay ary zara izy rah manome sisa @zao

tena tsy nampoiziko ho afobe toy izao ilay manambady, raha ny sitrapoko dia miala nefa aona ireto zaza maro?

Tena misy tsy mataho*tody ny lehilahy, te itomany b za eeeee

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: santionany-2
Date: 10 juin 2017 - 20:29

Par: alahelolava
Date: 07 juin 2017 - 15:09

Miarahaba antsika rehetra,

Izaho dia manana olana , vehivavy no manoratra, trentaine ary ny vadiko quarantaine,telo mianadahy ny zanakay, vavy ny voalohany lahy ny anakiroa ,
Ny vadiko dia tsy mitsahatra ny manao sipa, ary misy dia feno isa mihitsy satria dia misy 3 no indray sipany avadbadiny eo, leo ny hafa izy de maka hafa, de toy izany, ary raha misy fisarahany am anankiray dia averiny indray ilay iray taloha,
Milaza reraka fona izy isan'andro, indrindra alohan matory , ary dia manomboka mikipy ny masony dia ny lamosiny no azo mandramarainan'ny andro, malahelo ny tena ary mahatsiaro irery nefa manambady, mitady fitiavana fa tsy mahazo,
Efa fantatro fona fa misy olona miaraka aminy izy saingy nodiko fanina, taty aoriana aho nanaramaso satria dia efa ataony hitan'ny olona kay ilay izy ary efa entiny am fiaranay mihitsy, zahay amzany na mba wkd ts mba mitondra anay i Papa hany ka maman no mitsangana mitondra ny ankizy miala voly,
taty aoriana dia tratrako i Papa tao antranon'ilay kala, sipakely izay antsasaky ny age ny ary efa any fona izy isanandro satria naka renseignement zah, nifamaly tam sms zah sy le vevavy ary dia fanaratsiana re izany, ny vadiko ony no maniraka azy oe valio rehefa miseho milay amnao ary dia tena namaly ilay sipa,
ny sms tsy sms, ny facebook efa ts lazaina intsony, rehefa manao mission Papa dia ilay sipa eo am devant, marihiko fa tsy sipa anankiray no efa nataony zany fa ze miaraka aminy dia izany avokoa, ka amzao misy iray fixe be aminy mihitsy de tena efa vadikely, marihiko fa io sipa io dia miaramipetraka am fianakaviany sy ny reniny ary de efa manana chambre mitokana izy sy Papa rehefa ao, mazva fa Papa dia fantatry ny fianakaviany,
Lava ny tantara fa izay no ambangovangony, malahelo aho rotika tanteraka, manao izay mety rehetra am Papa, enjehina ny tokatrano, ny ankizy, ny asa nefa dia ts mahazo sitraka fa varina aminkafa izy, ny RS moa efa zara raha misy fa adinony tanteraka ny fisiako,
i Papa mbola manome carte hatreto, fa dia vao maka vola ny tena dia milatsaka any aminy ny sms n banky am montant n vola alaiko,
rehefa any ampandehanana izy de tsy mba mahazo teny mamy ny tena, fa nefa ny sipany dia hita avokoa ny mon trésor, mon amour, ma reine, chérie sns,
Mba manana hevitra omena ahy ve ianareo fa tena mijaly, efa tsy zakako intsony nefa ny ankizy mbola kely, ny trano misoratra aminy,
Mangataka fanampiana re

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: santionany-3
Date: 10 juin 2017 - 20:31

Par: VONJEO eh
Date: 08 juin 2017 - 13:46

Mba vonjeo re olona fa tsy efako tsony raha ty eh

vao 5 taona nivadiana ve dia iady lava,samy manana chambre, ef ho herinandro, malahelo anle fanambadiana za e, za koa nefa kamo anao premier pas fa vao miresak amle vadiko za d angariany sad mianjonanjona b izy
vevav le miresak ,

mba ampio e (((( zaza 2)))

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: santionany-4
Date: 10 juin 2017 - 20:36

Par: Paparija
Date: 07 juin 2017 - 11:24

Inona reto no atao amin'reny vehivavy sady kamo no mbola mikitakita ny ankizy reny?

Le vadiko tena sady kamo vel raha vao mahita fotoana kely de eo ambony fandrina mjery télé. Aveo raha sendra mba manao zavatra kely tsy mifanaraka amin sainy ilay zaza de kitakita mahatsiravina.

tena tsy mampite hody any antrano tsony mihitsy. Ny sakafo sady tsy voaaramaso, ny trano feno vovoka sady mikorontana, aveo ndray rehefa mba te hakahaka aina iny enao de olona mikitakita fona no henonao.

Efa notenenina fa eh eh... ny ataony ihany no ataony. Resahana tsotra fa eh eh.

Tena nanenina be zany ah nanambady azy. Miandry ze aha lehibebe ny ankizy fotsiny de aleo miala aloha raha ny solution itako hetreto fa le olona kamo tena mankarary saina be zany.

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: ylangylangmûr
Date: 11 juin 2017 - 15:50

beIapin
f'angaha marary saina enao no mila psy, ary fanambadiana koa angaha aretina ka ilana dokotera?
rehefa misy ny olana dia nareo roa ao ihany no mamaha ny olanareo fa tsy hiantso pompier na ambulance na polisy isak'izay misy olana
Ka na handray ny hevitry ny hafa aza enao nefa tsy mety madamanao dia inona no ataonao?
Izay ny maha vie privée azy, misy solution mety aminao, misy solution tsy mifanaraka, ary tsy misy mahafantatra izay fiainanareo ao koa fa resaka tiana hatavy no atao eto

Options: Répondre
Re: avantages et inconvénients ny fanambadiana !!!
Par: Kudeta
Date: 14 juin 2017 - 21:00

Avantage: minana bôjo
Inconvenient: Leo minambary (ilay raha bôjo io)fa mila ovaina katsaka (miodina) indraindray

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg