Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 16 juin 2017 - 09:31

Vehivavy aho ary ny olona miaraka amiko efa nanambady, misaraka ry zareo izao ary efa en cours ny divorce. Tamin’ny vao hoe hiaraka izahay dia natahotra ihany aho fa hoe izaho ve izany dia hijangajanga satria hiaraka amin’olona manambady ? satria oe izay nampiarahan’Andriamanitra aoka tsy sarahan’ny olombelona… marihiko fa efa nisaraka ry zareo vao niaraka izahay an izany hoe tsy izaho no nampisaraka andrizareo. Ary ilay vehivavy no nijangajaga…
Fa mafy ilaay fitia ary mitombo isanandro. Tiako izy ary tia ahy. Tsy mbola nahatsapa fitiavana lalina ohatr’izao ah ary izy koa tsy mbola mitsy hoy izy. Ary tsapako fa tena sincère ny fitiavany ahy.
Ny mbola manitikitika ny saiko dia hoe : ny olona iray ve izany eo anatrehan’Andriamanitra dia tsy voavela ny helony ra mibebaka izy fa diso. Diso izy fa nanao fanekena teo amin’ny alitara izay zavatra tsy tokony ataony mihitsy satria hoy izy hoe "efa fantatro fa tsy tiako izy nefa mbola nanaiky ihany aho anao mariage… efa talohan’io izy no nampirafy ahy fa tsy haiko hoe inona nahazo ah fa mbola natao ihany".
Sarotra ry reto ilay miaina an! efa ela niandrasako azy. Ny toetrany, ny tarehiny, ny fombany rehetra dia tiako daholo. Tena tsy foiko izy na iray minitra fotsiny aza. Ary mifanaja izahay, betsaka ary ny mpivady nifanao voady teny amin’ny alitara mbola tsy mifanaja no izahay roa.

Azafady fa lava loatra. misaotra anareo namaky o!

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Fanotaniana?
Date: 16 juin 2017 - 10:35

"Ilay vhv no nijangajanga "Hitanao maso ve io, sa resak'ilay lhl nolazaina anao no hinoanao???

Efa henonao ve ny version n'ilay vhv ?sa satria tianao ilay lhl dia marina daholo izay lazainy aminao sisy avy aminy mihintsy ny hadisoana?

ny vadiny vitany mariage aza nisarahany dia enao ve no ho vadiany mandrak'izay?


Mifanaja ianareo roa hoy enao ka inona no mbola mampanahy anao sy hanontanianao izany?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 16 juin 2017 - 11:01

tsy any ny olako raha nampirafy marina ilay sipa na tsia? tsy izy irery nitantara tamiko an'izany...

tsy manahy aho fanatro izy fa tia ahy ary tsy animba ny fifankatiavanay fa ny fanontaniako dia hoe nyb Tompo ve hoa tsy amela ny heloka raha toa ka efa mibebaka nifona tamin'ny fahadisoana, nanao an'ilay voady izay tsy neken'ny fony akory?

tout le monde fait des erreurs non?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Niry23
Date: 16 juin 2017 - 11:11

Za manokana tsy mahalala zay fomba famelan'Atra heloka, zay maty tsy mbola nisy nilaza na lasa tany an-danitra izy na lasa tany @ afobe. Ny oul miezaka hanaraka zay voalazan'ny baiboly ary ny manahirana samy mi-interpréter zay voalaza ao fa tsy misy ny verité absolue.

Teniko kely fotsiny tsy mahavaly ny olanao fa lazaiko iany: ny fitia ref angalarina dé mamy be foana, ary toy zany foana koa ref am-boalohany.

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: naive
Date: 16 juin 2017 - 11:14

Izay indray ilay fitiavana jamba, betsaka aloha ny cas hitako otran'io anareo io, ary sarotra ny mino fa ianao irery no tiaviny atreto, efa voa izy zany ka tsy maintsy mitady izay tena handrian sainy fa tsy avy dia hifikitra amin'olona 1 izay hitany.

Tandremo sao maratra.Aza tonga dia voady no atao an-tsaina ri neny a!Ny vao manitra daolo fa rehefa tonta............/ raha ny fahazoako azy fiarahana mbola vao amam-bolana ny anareo raha misy.

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Fanotaniana?
Date: 16 juin 2017 - 11:23

Oui "l'erreur est humaine"!

Mikasika ny Tompo indray aloha dia tsisy afaka mipetraka @ toerany ka hamaly eo @ toerany,

fa izy no antony mivantana aza asiana mpanelanelana,fa hitady ny manao ny mpanota izy fa tsy ny marina ,nefa mbola tsy nahita anjely teto antany fa olom-belona avokoa,

Efa voasoratra fa raha mitady azy isika dia hamaly izy ary hamela heloka ny rehetra

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 16 juin 2017 - 11:26

andraso aloa fa ohatra ny hoe tsy nanome details lotra angamba aho. efa ho 1ans et quelques mois izay izahay niaraka ary izy efa nisaraka tamin'io vadiny taloha io itay taona vao niaraka izahay. nivady 4mois ry zareo dia nisaraka io

izaho aloa tsy mahatsapa oe mangalatra fa matahotra an'Andriamanitra aho...

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Fanotaniana?
Date: 16 juin 2017 - 11:34

Ka efa nisaraka anie izy vao niaraka taminao izany e,ka inona ary no tsy mampandry saina anao @ izany?

izy 4mois nivadiana t@ io vhv dia ny saraka sahady,ny anareo aza izany naharitra noho ny nanambadiany an'io vhv io,mananjanaka angaha izy sa tsia nefa?

enao tsy mahatsapa hoe tsy nangalatra nefa ôtrany enjehin'ny eritreritrao dia inona ary no antony maha sahiran-tsaina anao @izany?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 16 juin 2017 - 11:36

fantatro ny tompo fa tia ah ary tsy anome zavatra ratsy ho ahy izy. kanefa ny fo adala. efa nisy fotoana ah niteny azy oe efa mba niala nenina ve hoa ianao efa nanao izy nety efa niezaka nanarina ny tsy nety fa matoa izy nampirafy nisy zavatra tsy nety nataonao koa izay tao. Fa ny lehilahy moa maro ireo hitako fa rehefa hoe nampirafesin'ny vadiny dia tsy mahazak anzany fa de ny hisaraka ihany ny ao andohany. ny vehivavy mbola mandefitra ny sasany.

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 16 juin 2017 - 11:38

Bien sur! enjehin'ny eritreritro ah satria mieritreritra aho hoe voady eny amin'ny alitara izany masina loatra amiko ry "fanontaniana" a

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Fanotaniana?
Date: 16 juin 2017 - 11:44

Ny Tompo aloha nanome safidy malalaka anao raha ny fahafantarako azy satria raha izy no nisafidy teo @ toeran-tsika tsy nihinana ilay voankazo voarara i Eva ,fa safidin'ny Eva izao maha lasa taranaka mpanota antsika izao

Dia hoy enao hoe tsy hanome zavatra ratsy anao izy,navelany hisafidy malalaka ianao dia vadin'olona(teo aloha) no safidinao izahay tsy mahalala ilay lhl aloha fa matetika ny lhl izay nataony t@ ilay teo aloha ihany no ataony aminao,

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: tsy azoko tsara
Date: 16 juin 2017 - 13:38

mes excuses: tsy azoko ianao, tsy ianao anie no nanao voady teo amin alitara fa ry zareo e, ka inona no tsy mampandry ny eritreritrao? faharoa ny fampirafesana ihany no antony andeferan'ny Kristy ny fisaorambady. raha voaporofo zany eto inona moa no olanao?
ny hany tokony ho olanao dia ny hoe tokony ho vita divorce tanteraka ry zareo vao miaraka nareo. saingy aoka kosa tsy ianao no hamporisika ilay lhl hanao divorce.

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 16 juin 2017 - 13:49

tena tsy aiko ry reto an! izaho ko ne tsy mahazo ny tenako e! hihihihi ny eritreritro mihitsy angamba no manimba ahy. tsy namporisika azy aho ka ary tsy izy nampiditra fa ilay vehivavy satria izy ko hono te hiverina anambady sns
izaho tena sure amin'ny sentiment-ako fa misy zavatra maneligelina kely ny saiko foana hoe de aoana hoy ny Tompo amin'izao situation izao sns e! efa nivavaka aho nanontany ary nisy fotoana ary aho nivavaka hoe raha tsy sitrakao ny fiarahanay de ataovy izay isarahanay fa vao maika aza mifankatia. Fa izaho mitsy angamba no marary saina lol

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Fanotaniana?
Date: 16 juin 2017 - 15:06

tena hafa² ilay tantara efa-bolana taorian'ny mariage dia nampiditra divorce fa te hanambady hafa ilay vhv,sao dia ilay voalazanao hoe enao marary(...) io ary no marina,

satria enao milaza fa tsy nampisaraka andry zareo ,fa ilay vhv no lazainao nampirafy, anefa sahirana be enao @ voady nataon-dry zareo .Tsy mihomehy loza marina!

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 16 juin 2017 - 15:34

tsy mahazo resaka ianao sa aoana? raha atao anie compte tsotsotra de efa ho 2 taona mahery ry zareo izany no nisaraka e! ka inona ny tsy azonao amin'izany? tsy izaho nampisaraka ary tsy nifankalala akory ary izahay tamin'izany. marina fa ry zareo nanao voady fa tsy ny fanahiko irery no tiako vonjena fa ny anle olotiako ihany ko. izay ilay fitiavana amiko. tsy hitako izay mampihomehy amin'izany!

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Fanotaniana?
Date: 16 juin 2017 - 16:08

lasa mpamonjy fanahy indray enao izany @zao ? fa anefa araka ny voalazanao dia ilay vadin'ilay rangahy no nampirafy,tena mahagaga a!

fa nga tsy ilay voadin-dry zareo intsony ilay olana?

sa miampy miandalana eo ilay izy?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: °_°
Date: 16 juin 2017 - 16:11

Raha ny hevitro dia mbola tsy tena fisarahana no mitranga amin-dry zareo (raha hiresaka an'Andriamanitra ianao).
Mbola azo atao hoe mijangajanga izany ilay bandy. Ianao mbola azo atao hoe mpangalatra. Ny divorce mantsy mbola tsy vita.

Ka asa.

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Torohevitra ho anao
Date: 17 juin 2017 - 20:22

Raha Mbola tsy vita divorce ry zareo no efa nisarisary zoro t@ ilay vadin'olona ianao dia miala tsiny fa mijangajanga ny anaran'izany.
Ny hoe nampirafy ilay vhv sns,ny masonao toa tsy tena nahita akory fa siosio, hafahafa be ilay tantaranareo, fa raha Izaho ianao dia mifona tanteraka @/Atra aloha dia resaho Aminy avokoa ny nataonao rehetra, ny fikasanao,sns.
Misy Antony matoa nivady ny olon-droa,fa aza mitady excuses sy fanamarinan-tena.
Ataovy resaka mazava tsisy lainga ny ho avinareo sy io olon-tianao, fa aza ny voadin'olona no iasanao saina.
Nifankatia izy matoa nivady, fa ny toeranao taiza tao anatin'izany??sao dia efa teo foana!!sois sincère avec toi-même et devant Dieu

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: torohevitra-kely
Date: 17 juin 2017 - 20:42

Hita fa tena manenjika anao ny eritreritrao.
ka raha tianao hilamina tsara ny fiainanao hoavy sy ny any an-danitra: dia mandehana miresaka tsara amin'ilay vadiny taloha, mifanazava aminy raha toa ka mbola misy alahelo nohon'ny nataonao ao anatiny. --> mangataka famelana aminy

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Torohevitra ho anao
Date: 18 juin 2017 - 08:16

Tena tsara io torohevitra hoe mandehana miresaka tsara @ ilay vadin'olona.
Misy Antony matoa enjehin'ny eritreritrao ianao, olona vao vita 4mois de mariage vé dia nisaraka fa misy tsy mazava ao.
Ilay vhv nolazainao fa nampirafy nefa avy eo hoe toa izy no nampiditra divorce. Avy eo Mbola tsy vita ny divorce fa en cours dia efa eo ianao, Mbola misy tsy mazava ihany koa,
Inona no tena marina, tsy ilay lhl vé no tena nampirafy taminao???

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: koli tena koli
Date: 18 juin 2017 - 16:51

mes excuses<<<mazava ny resakao fa ny mpanome koseil eto no mampisaritaka anao (mandreraka àh koa na ny mamaky zay soratanzareo -miseho mahalala zv be-rah tsy fitsarana eto ka atao an'zany lay oll)
misy ligne nosoratan'i- Tsy azoko tsara -etsy ambony,hampitony ny samboaravoaranao:ny fampirafesana ihany no handeferan"i i kristy (tsy tena ôtran'io lay frazy ao @ baiboly fa mitovitovy @ io (En to âme et conscience enao no mandinika ny tenanao fa tsy eto @ ty fitsaran' ny forum ty

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Hono oa
Date: 18 juin 2017 - 19:49

Koli tena koli> milamina sy mandry ve ny eritreriny dia tonga eto izy hitantara NY zava-misy??

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: diso ianao
Date: 20 juin 2017 - 17:58

tena diso tanteraka ianao rah olona mbola tsy vita divorce no iarahanao. Ireny olona ireny aza mbola andraman'ny ao @ fitsarana hampihavanina alohan'ny tena hi-prononcena ny divorce. Korontaninao ny sain'ilay lehilahy dia na tokony hifamerina aza izy 2 dia noho ianao. Mpangala-bady ihany ianao no dikany. Sao koa tratra hoatran'ilay sujet iray io oe: nanorina tokantrano teo ambony alahelon'olona.

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: tsy azoko
Date: 21 juin 2017 - 05:44

izaho kosa tena contre tanteraka ny hiresahanao amin'ilay vadiny, eny fa na dia hiresahanao amin'ilay lhl mikasika ny fanambadiany aza. tsy aferanao zany fa aza miditra amin'ny tokatranon'olona. tsy misy tokony hiditra amin'ny tokatranon'olona ankoatran'ny vavolombelona mariaziny sy ny maire ary ny pasteur izay nanorina ny mariazy. ireto farany aza mbola misy reserve hoe raha tsy nahit maso na nitaraina ny iray tamin'ny mpivady. tsy misy olona mampiditra na mamoaka olona amin'ny fanambadiana afatsy izy roa (h)(m)nivady ihany. na inona na inona antony nahatonga azy ireo hisarampanambadiana dia tsy misy tokony hiditra amin'ny aferatokatranony, mivady izy nandray fanampahakevitra samirery, misaraka izy mandray fanampahakevitra samirery. raha niaraka taminao ilay lhl tao anatin'ny fanmbadiana na tao aorian'ny fanmabadiana, na niaraka tamin'olokafa ilay vhv tao anatiny sy taorian'ny fanambadiana dia izy no nandray fanampahakevitra hanitsaka ny voadiny fa ny anjaranao dia mipetraka tsara tsy miaraka amin'olona tsy vita divorce.
tadidio tsara ity teniko ity: rehefa tena tapakevitra ny hisaraka ny olona tsy miandry roa taona manao divorce, moins de 4mois dia mivoaka ny divorce, latsak'izay rehefa miampy risoriso, indrindra rehefa misy preuve fampirafesana na misy tsy manaiky hisaraka aza ny iray amin'ny mpivady. eritrereto tsara io.

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Mazava b
Date: 21 juin 2017 - 07:31

Ny divorce en cours nefa ianao efa miaraka @ ilay lhl.
Efa miditra @ raharahan-tokantranon'izy roa satria te ahazo toerana.
Normale raha manenjika ny eritreritra.
Inona no tena tanjonao e?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: tsssss
Date: 21 juin 2017 - 11:18

oh ry reto a! fa aminareo ve zany ny sentiment tsy mikôty mitsy? refa tinao izy de eraho. aza manisy olana amzany. profites en! on ne rencontre pas deux fois le VRAI AMOUR!
bonne chance smiling smiley smiling smiley

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mptsr
Date: 21 juin 2017 - 11:28

Tonga dia hita be ilay toetsaina drogué n ny baiboly, efa lazaina impiry fa olona no nanoratra an io, ny zavatra azo antoka fa nomen Atra ho anao dia ny fo sy ny saina, dia izay mety aminireo no atao , fa ny resaka teny @ alitara eh, divorce eh, meloka eh, mibebaka eh ... raha mihevitra anao ho mahatandrina izay voasoratra rehetra ianao dia tohizo, fakafakao ny tian ny mpanoratra lazaina, raha tsy izay , ataovy ny fiainanao, io saina nomena anao io dia efa mahalala ny tokony hatao

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Mazava b
Date: 21 juin 2017 - 11:30

Tsss>rehefa ny vadinao koa izany no manana sentiments @ hafa dia omeo tso-drano izy e!/araho ny sentiment fa mikoty be mihitsy

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: tsssss
Date: 21 juin 2017 - 11:33

mazava b .... ka efa tsy tia ah tsoun izy zany ko in no itazonako azy ao antrano ao? ahabe probleme ftsn? aleo misaraka dieny mbola tsisy maratra e! ampijaly tena? ankarary fo? la vie est trop courte il faut en profiter!!!!!

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: tsssss
Date: 21 juin 2017 - 11:42

sady raha tena fitiavana amiko zan tsy tokony voasaraka zany! sady tsy voasakana izany. solafaka oui fa isaraka 2taona izany efa tsy misy sentiments intsony. sonia ne izany sisa no mahampivady andry zareo e! eo ambny misy miteny oe fijangajangana iany no eken'andriamanitra defa voavaly zany le fanontaniana ko in dray?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Feno lainga
Date: 21 juin 2017 - 11:45

Hoatran'ny feno lainga ty resaka ty raha dinihana satria hoatrany tsy mitombona. Soit ilay lehilahy no mandainga aminy, soit ilay mpanao sujet no manamboamboatra resaka. Izao ny antony:
-4 mois novadiana d oe nisaraka fa nampirafy ilay vadiny. @ io mbola ilay tratra nampirafy ndray no mampiditra divorce aloha. Zany v dia hitombona?
-raha nampirafy tokoa io vadiny io, sao kosa fantany fa mampirafy ramose dia mba nanao koa izy?
-raha tsy ianao no manamboamboatra resaka dia mpandainga amiko zany lhl zany. Tena grave ange ny olona raha anao cinéma e! Refa te ahazo anao zany izy d mody mitantara ny fampahorian'ny vadiny azy mba hangorahana azy. Ao @ iny fo mangoraka iny manko mora mitsiry kokoa ny fitiavana fa saingy zao: Tsy maharitra ny fitiavana mitsiry ao anatin'ny fangorahana. Efa nianako izany. Na lhl na vhv mpanao an'io cinéma io refa te hanjono

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Torohevitra ho anao
Date: 22 juin 2017 - 07:25

Feno lainga> ireo Antony voalazanao ireo mihitsy no nilazako hoe sois honnête envers toi même et envers Dieu izay tanisain'i mes excuses lava

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: Niry23
Date: 22 juin 2017 - 09:54

O ry reto a, isika no ataony misangojy eto, fa izy anie ka tsy manana olana @ tenany e.

Ny mahasahirana azy dé oe ho voavela heloka ve ny vadiny.

Loll

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mes excuses
Date: 22 juin 2017 - 10:05

Salama daholo
Marina fa tsy tokony hiaraka amin’ny vadin’olona aho. Ekeko izay fa nefa kosa raha hoe misaraka ry zareo in moa ny olana ? tsy nampisaraka aho ary tsy nataoko ary tsy hoataoko mandrakizay izany. Ny fiainana anefa tsy ilaozan’ny hadisoana ary mitohy foana. Iandry divorce ve ? tsy vetivety izany ary tokony tsy anakana ny fiarahana. Tsy anao risoriso aminzany koa izahay fa betsaka ny projet eritreretina.
Ny fanadihadiana alohan’ny his’engagéna amin’olona iray tsy maitsy natao ary hita eny foana ny olona mpandainga tôt ou tard… tsy fanana confiance amin’olona tiana anisany koa mahatonga problemes maro.
Izaho mino azy fa tsy nandainga tamiko izy ary mino ihany koa aho fa tsy amitaka ahy izy. Izay ilay fitiavana amiko … tsisy lainga tsisy malentendu tsy misy ahiahy fa fitiavana madio mandrakizay. Na hoe tsy hiaraka intsony aza izahay tsy hitsahatra hitempo hoazy ny foko. Raisiko antanandroa ny fitiavany rehefa midona amin’ny poteau ve mo tsy hiarina dia tohizana ihany ny fiainana ?
Nanpa-kevitra izahay fa hiaraka ipetraka ary hoatao ny fisehoana atsy ho atsy… izay noteneniko hoe tsy ny divorce mitsy no anakana ny fitiavana. Rehefa mamaivay anie io mety foana e ! ny fianakaviako tia azy ary ny azy koa tsia ahy. Ny RRny aza niteny taminay hoe omena anay ilay trano ao ambony…. Fa mbola hieritreritra tsara hoe mety ve ilay mipetraka amin’ny havana. Ary vao vita io divorce io dia atao ny dingana manaraka…. Ny mamany izany mo miteny amiko foana hoe asio zaza amizay fa te anana zafikely hono izy hihiihi
Misaotra anareo namaly nanoro hevitra efa hitako izao ny lalana hombako. Niaona tamin’olona concerné rehetra izahay hatramn’ny pasitera nanamasina tamin’ny alatsinainy teo fa maro mo ny zvt noresahany taminay fa aleo ny tompo no hitsara. (tsy niaona tamle vadiny taloha an) fa nifanena fotsiny de mifanao coucou tsisy disadisa. Erreur an’izy 2 tokoa iny ka tsy nisy nidirako.
Mamerina ny fisaorana anareo nisy nisainana daholo izay noteneninareo teto. Mirary soa anareo rehetra.
Veloma o !

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: fiainana bordelle
Date: 22 juin 2017 - 12:46

tafiditra @ fianakanaviana bordelle koa ndriko zany. Mbola ts vita n'inoninona nareo d oe asio zaza @ zay. Hidi-kizo iany aloa ndriko e

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: ILI
Date: 12 février 2018 - 16:20

mes excuses... ilako tsiny sahady raha somary masiaka le fiteniko
Voalohany indrindra hoe matahotra an'Andriamanitra hianao dia tena marina fa tokony..nony namaky le post farany aho doa gaga be hoe hiara-hipetraka nareo??? zany anie no tena atao hoe mijangajanga e! tena zendana aho oe nisy pasteur au courant an le situation de manaiky sy manome tso-drano???? misy tokoa ve zany??? Pasteur maniraka olona 2 hiara-mipetraka tsy vita na inona na inona??mamporisika hijangajanga ??tena diso kosa zany an amiko.
aza ny ety an-tany (izay mandalo)no maha maikamaika fa tsinjovy hoe raha tonga ny andro 1 hitsarana anao sao dia hanenina e?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: hummm
Date: 12 février 2018 - 17:55

Resaka fibebahana sy famelan'Atra heloka v ny olana e? D tsisy avoavaly izay fanontaninao zay afa tsy Atra rery iany.

Fa ny azonay atao d milaza ny mety ho tohiny ny tantaranareo araka ny zvt efa itanay sy efa niainanay.

"betsaka ary ny mpivady nifanao voady teny amin’ny alitara mbola tsy mifanaja no izahay roa." hahahah aza maika ny iteny alou ra mbola vo erintaona niarahana sy mbola tsy vita voady teny @ alitara ary ko tsy mbola miray trano ka mifankahita tava isan'andro. Betsaka ny zvt miova refa miditra @reo ary tena mila olona matotra sy misaina tsara fa tsy olona miaina ce rêve bleu sy conte de fée.

Tsy idirako lé fifankativanareo sy zay fisarahan'iza sy iza tany fa lé fisainana d tena mbola toa zaza

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: jlambut...
Date: 13 février 2018 - 18:32

resa-be ty, taiza no nisy pasitera, na ataoko aza hoe "sekta" ka olona mbola ts vita divorce ka omena tso-drano hiaraka amina olona iray hafa hiroso am dingan ny fanambadiana. Ny pasitera raha tantarainao a zany de tokony hilaza hoe tongava nareo 2 (le mpivady 2 hiresaka amiko. de mana ze hiverenan zareo eo i dada-pasy, na ampanantsoiny kou reo vavolombelona avy , fa ny but-ny dia ny hamerina azy 2 foana. fa tsisy pasitera hampisaraka olona zany na hanosika olona hoany am fisarahana zany (raha mbola ts nivoaka ny divorce) ; any am fitsarana azy mbola miteny foana hoe miverena nareo.



le Renin le lhl kou mapme beuh, hiteraka hono nefa le zanany aza ts mbola vita divorce, kou raha torian le ramatoa am zany de ahoana ? sa ts tao an eritreritr le ra neny mihits zany?

Options: Répondre
Re: mitady excuses ve izaho?
Par: mmekely
Date: 14 février 2018 - 10:50

ô ry mes excuses a! ianao izao ilay tena hoe baikon'ny fo sy ny f...y, fa ho hitanao zany hoe rehefa raikitra ny adinareo mivady atsy ho atsy dia ho hitanao marina zany hoe poteau fa dia mahaiza miharina tsara, ary sur za fa manakatao sy be S io bandy io fa raha bandy tsy alehan'io tsy niditra t@ io ianao, f'angah dia tsy mahita bandy célibataire madio dossier ty ianao? sa ianao mihitsy koa no efa sipa tsy dia ao tsara ka iditra @ olona divorcé! mahagaga mitsy ny vhv sasany

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg