Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
inona no tsy ampy aminao zao?
Par: humour
Date: 04 juillet 2017 - 22:21

Ny ahy zao d calin n ts ampy. Iza re no mba mitovy amiko e

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: trandraka
Date: 04 juillet 2017 - 22:23

Ny ahy kaly gasy.........

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: beIapin
Date: 05 juillet 2017 - 08:42

tsy mety minono tsony rafotsy fa bedin'ny Tompo hono !!!!

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Emma32
Date: 05 juillet 2017 - 10:10

za te hihinana poisson fumé d asiana citrons kely d eny amoron-dranomasina.

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Botity.
Date: 05 juillet 2017 - 13:16

Zaho tsy ampy vavy !

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Bangakely
Date: 05 juillet 2017 - 17:38

asa raha mitovy daholo ny mpahazo ny olona ,fa ny ahy izao dia ny vola sy ny fitiavana no tsy ao intsony e ,tsy hoe tsy ampy an ,fa tena tsisy intsony .

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: solonify
Date: 05 juillet 2017 - 19:44

ao ary asiako eh ?

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Sans dent
Date: 05 juillet 2017 - 22:52

Te hitomany aho hidradradradra,malahelo fa namoy olona akaiky ahy !!! tsy afaka ataoko anefa satria tsy tiako ho hitan'ilay zanako kely aho mitomany .

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: humour
Date: 06 juillet 2017 - 13:40

Ny anao zany kosa ts mora hita e. Amzao efa mora n kp oanjobory

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Njoun
Date: 06 juillet 2017 - 14:48

maso Lasa tsy ampy ahy mihitsy ny herinandro mba hamitako ny adidiko rock

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Mpandeha
Date: 09 juillet 2017 - 11:01

@ izao vacances izao mba te handeha amorondranomasina aho fa tsy misy vola fa atao ahoana. Mba te hanao vacances zany fa tsy tafa noho ny entimanana.

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: rasoavola
Date: 10 juillet 2017 - 14:31

Vola misy fa fitiavankavana no mahaory e! mahatsiaro rery na manana vady amanjanaka aza, toa tsisy namana sy havana mba tia
Tsy ampy vetaveta koa, ts mahatosika ramose; miakatra hatrany @ atidoha lay manque ndraindray brrrrrrr

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Njoun
Date: 10 juillet 2017 - 15:29

banane

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Vetalah
Date: 10 juillet 2017 - 17:26

Rasoavola
Tongava aty Foulpointe dia ento ny ankizy mba hifoka rivotra sy hilalao ranomasina ,aza mitondra andRamose a ,fa toa anao tsy ampy tosika izany no tena kapoakako ,ka ho afa po ianao miaraka amiko sady hahita fahafinaretana .
Amin'ny 1 aout aho dia efa any ,ao amin'ny hotely lay malaza be aho ,ka ny hahalalanao aho dia manao tee short mena foana aho ,misy soratra ngezabe hoe VTL .

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: miouuu
Date: 11 juillet 2017 - 17:20

mampalahelo be "Sans dent" . Efa tsy humour tsony zany

Maha tpt koa Rasoavola!bon courage

Humour : tena tsy ampy calin koa, te hanana sipa lé be affection be reny fa mba bandy milay en apparence koa nefa ! huhuhu

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: vhv very saina
Date: 25 juillet 2017 - 15:29

tsisy tambitamby mihitsy ao antrano, miatrika irery ny dépense ao antrano fa ramose manome karama faran'ny volana dia izay, zaho daholo no mitady ny hamenoana ny banga rehetra : kojakoja fiara, fanafody raha misy marary, vacance ankizy, fidiran'ny mpianatra, papier biometrique, rononon-jaza, ; matetika leo ka lasa manao sipa ato ampiasana sady kizitina beuh ao antrano

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Izy
Date: 30 janvier 2018 - 16:15

izy izao no tsy ampy amiko .

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: marina tena marina
Date: 31 janvier 2018 - 17:03

Za manambady efa 9 taona, mananjanaka 2? fa tena in2 isambolana zahay no manao firaisana ... ny an i Madama rehefa tsy tena parfait, mangina ny trano, tsy eo ny zaza, tsy misy olona vao raikitra, dia mionina sisa ...

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: jorotsar
Date: 04 février 2018 - 14:48

Zay ndray le tsiron'ny fiarahan olondroa mintsn no tena tsy misy amiko sy madama- 5ans de mariage fa tena efa tsy misy varany maha pivady. Zany ny tena hoe otran condamné hiara miray tafo fotsiny de zay !! Milaza fa reraka ny avy miasa foana de kizitina be mangidy tarehy be foana na mba hitsikiana sy hisangiana ary de ehe ehe. Izy kou mou efa zokiko be ihany de mety zay koa ngamb ny antony. Nefa mba ataok daolo ze mety hanaitra azy sy mba hampatsiro le fitiavana fa ehehe ts mandaitra e! de leo za de lasa mitsiry ny hevitra hoe aleo hameno ny banga eny ankafa fa tsy tafa ty. Lasa tsy misy tsirony la vie de tsy milay. Za manko tena mb te hiaina zany we vie romantiqu zany foana, otrany le mpisipa vao reny. Ny calin, ny petite complicité, ny sortie evasive kel romantique reny, ny sex torrid sy glamour(tiko be io) sns... Fa tena décidé za @ zay plan-ko zay fa otran resy be za kou/ ho an ze intéressée hi-fameno ny banga tena partant mintsn za fa ti fiainana ty mba mila tsirony ihany ndraindray

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: jorotsar
Date: 04 février 2018 - 14:59

hztmmilio5arobazgmail.com ho an ze intéressée hi-fameno ny banga tena partant mintsn za fa ti fiainana ty mba mila tsirony ihany ndraindray/na miresadresak manal azy fotsiny arany d efa mba hafa mintsn zay

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: jeromabe
Date: 05 février 2018 - 16:47

tsy ampy lasopy mamy be e.

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: Banga tokana
Date: 05 février 2018 - 18:04

Efa ao @ stade toute chose n’est pas bonne a dire honi izy. Dg lainga

Rehefa lazainao izy ndao hisaraka fa mifapalagy eto fotsiny, tsy sahy akory.

Mampite dakana ny fitobenany fa makaleo na ny mahita salovatavany aza.

Dia ny ankizy sisa no jerena fa mampalahelo. Zanak’olona divorce aho ka haiko tsara ny gidiny

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: jorotsar
Date: 05 février 2018 - 22:23

Averiko fa diso le contact teo ambony, ztmmilio5arobazgmail.com ho an ze intéressée hi-fameno ny banga tena partant mintsn za fa ti fiainana ty mba mila tsirony ihany ndraindray/na miresadresak manal azy fotsiny arany d efa mba hafa mintsn zay

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: tsy ampy foana
Date: 08 février 2018 - 15:59

misy olona iray tiko hatao calin mafy, tsy hiaraka akory fa te ho fihinina dia mahazo tambitamby dia izay

jorotsar >> ankafizo ny fiainana lesy e, za efa tsy te hampirafy intsony fa ataovy izay mety. raha mazoto aho manoratra ho anao ao ihany

Options: Répondre
Re: inona no tsy ampy aminao zao?
Par: za2018
Date: 09 février 2018 - 18:02

jorotsar>ndryhhh mitovy sika ny ahy ndray ny vadiko tena tsy azoko mihintsy fa mila vaniny isaky ny modyatrno zao indrindra fa rehefa mamo na misy ratsy nataony tany , de izy ndray no avo vava' ehhh de lakalaka ty fianana ty fa de misy karazany ny olona /

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg