Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Aller à la page: Précédent1234
Page: 4 sur 4
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rosefolle
Date: 14 août 2017 - 15:01

Ô ry Ireto a, aoka izay fa vehivavy adala ve no hifamaliana e.
Inona no porofo moa hoe marina daholo izay lazainio Rose io? Lainga be no fahitako azy dia izay no hanamafisany azy eto isan'andro. Mba nofinofin'izy io ny hoe virjiny izy nanambady. Jereo fa izay heveriny ho fahorian'ny vehivavy tsy virjiny no tena averimberiny eto. Satria zavatra niainany sy iainany ilay izy. Ny tenany no tiany holazaina amin'io hoe daba daba tsy misy farany io. Mampionona ny tenany izy satria anonyme izy eto @ forum. Hitanareo mba ohatran'ireny ankizy kely tsy manana n'inona n'inona ireny dia mamorona monde de rêve virtuel hoe izaho princesse. Avy eo tenenina ny olona mihitsy, dia rehefa tsy mino ny olona dia mivazavaza be hoe "poika, marina izany fa tena princesse aho, manana château, sy mpanompo be dia be sy akanjo tsara be sy prince charmant manao ny sitrapoko." Ka na voaporofo aza fa tsy misy akory izany dia mihizingizina satria ao andohany tena marina ny nofinofiny.
Rose= dabaloaka mijaly ampanambadiana maniry sy manenina mafy mba tahak'izay virjiny. Elle imagine une bulle de bonheur inexistante et vit complètement dans le déni.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: trandraka
Date: 14 août 2017 - 16:17

Rehefa mipetraka eny amin'ny volana daholo angamba ny olona eto ambonin'ny tany vao mba hivoatra ny fomba fijerintsika malagasy an.................Décidément!!!!.........

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: delira
Date: 14 août 2017 - 16:23

Tena mijereva ian youtube fa tena otranzw ataon'ity sipa ity zao mts ny ataon'ny orkidE sy ny adala rehefa m'delira!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: vision prE
Date: 16 août 2017 - 14:05

big kiss TIAKO RAOZY

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: La vierge
Date: 16 août 2017 - 15:18

Dia ahoana marina aky ry Rose rehefa tsy vierge intsony toizao izany?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: vision prE
Date: 16 août 2017 - 15:18

AZ MIFANGALATRA PSEUDO KELY AZAFADY AN! EFA ZATRA MPANGALATRA NGAMBA ITONY DIA H@ PSEUDO AVY ANGALARINA.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: vision prE
Date: 17 août 2017 - 08:58

AZ MIFANGALATRA PSEUDO KELY AZAFADY AN! EFA ZATRA MPANGALATRA NGAMBA ITONY DIA H@ PSEUDO AVY ANGALARINA.

MBA ILAY VEHIVAVY VIRJINY SAMBATRA ALOHA JERENA

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 17 août 2017 - 11:09

Inona moa no fitsarana nataoko ? Nanonona pseudo ve aho hoe mpijangajanga ianao fa dabaloaka na niteny ve aho aho hoe mpijangajanga daholo nareo dabalaoka. Raha nirehareha sy nieboebo aho dia nona no nireherehavako ? Fanazavana ny teny ao @ baiboly no nolazaiko. Misy tsy mahazo resaka mihitsy ato dia mandika vilana be sy manita-dresaka dia lazaina fa hoe za miseho milay, mitsaratsara olona, za rery no mankany any an-danitra….
Satria moa lovelife tsy miseho eto intsony dia tiako valiana kely ilay nolazainy farany teto.
- Ianao niteny hoe ny olona samy maditra no afaka miaraka. Logique –nao zany @ mahaolombelona anao fa ny mpamorona izao tontolo izao koa manana ny lalany efa napetrany talohanao.
- Ianao miteny raha tsy mahay ny lehilahy dia voafitaka raha sendran’ny vehivavy tsy vierge tsy niray ela be. Ny hymen ihany no porofo fa vierge ny vhv iray. Iny ilay voalaza ao @ Deo fa famelaran-damba misy rà. Ny hymen koa anefa azo tsapaina 1cm miala @ orifice vaginal. Azo atao koa ny mijery azy na izy tenany vierge aza mahita ilay hymen @ alalan’ny fitaratra. Dokotera ianao mahalala an’izany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: toli
Date: 17 août 2017 - 14:43

Tsara aky ry rose fa na dia 0.01% sisa no tovovavy vierge manambady a, tohizo ny fahasambarana

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: zah aloh
Date: 17 août 2017 - 16:44

Zah aloh d ts t hierkika virja zan tsn e! mseo be saina sad mafy atoka lotr nareo sipa virja tony.sad diso mitsaratsara ol lotr k mampalaina.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 18 août 2017 - 08:19

Bonjour à tous,

Kamo ery ny vadin'ny daba sy maditra amin'izao vendredi jolie izao hamonjy ny tokan-tranony, vady efa nifandimbiasan'ny adala sy ny hendry no vantanina ao an-trano ao.

Ho ahy manokana kosa dia fifaliana sy haravoravoana satria mbola tsy miala any ampiasanany ilay vadiko dia efa miantso, tsy handriny ery izay fotoana hamonjena anay vady aman-janany

Je suis une femme heureuse et toujours fière d'être vierge dans notre mariage.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: mihomehy
Date: 18 août 2017 - 13:07

Mihomehy mihitsy izahay mivady ato mamaky ity adalan'i Rose.
Marina ny anao dada a!mbola kely loatra izy.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: inutile
Date: 18 août 2017 - 13:58

Inutile de discuter,olona tsy mahalala afa-tsy ny tenany io koa ve no handaniana lera!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 18 août 2017 - 14:07

Bonjour les filles!!!!

tena marina ny teninareo fa leo be anle nataoko esclave le mon amour kou d lasa nitsoka izy.Tonga ato antrano za efa lasany daoly ny entany rehetra ka taratasy kely iray monja no navelany teo ambony latabatra hoe leo ny esclavage nao aho fa andeha.

Te hamono tena aho izany fa sao dia misy manana basy?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: trandraka
Date: 18 août 2017 - 14:48

Donc tapitra eto ity angano ity izany.......Tantara hafa manaraka indray ary eh!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 18 août 2017 - 14:49

Na dia hangalatra pseudo entina hanaratsiana ahy aza tsy maninona, fomban'ny kanosa izany ary marary tokoa rehefa voatebaka tamin'ny fahamarinana ry daba sy ireo nanambady daba isany.

Na iza handoto eto na iza dia sambatra foana aho ary efa azoko ny paradisa, toizany koa ny vadiko efa nahazo paradisa izy nahazo ahy vierge.

Manomboka eto dia rehefa manaratsy ahy ny pseudo dia tsy izaho izay fa mpisandoka sy mpialona

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 18 août 2017 - 14:57

Ary izao koa, enga anie ianareo rehetra manaratsy anà hihinana maloto daholo.
Izaho aty amparadisa izao, ny vadiko ho avy eo, efa miboridana miandry azy aho. Asaiko manao raharaha sy mahandro sy mikarakara ny ankizy izy aloha dia lasa izahay mamonjy fandriana avy eo. Mamy an. Aza mialona ry daba isany fa bonne chance any @ afobe a.
Amour et bisous sur les f.e.s.s.e.s de tous les vierges

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 18 août 2017 - 14:58

izaho no tena Rose fa mpangalatra pseudo io ray io;tena fay aho ry reto a!!!totalement frustrée.cry.
tena tsy nampoiziko mitsy hoe izao no hiafaran'ny tantaranay roa.
Fananarana ataoko dia tazomy ny virginité fa aza atao esclave otran'ny nanaovako ny vadiko ny vadinareo fa tena leo izy ny farany.
Ny fitiavana no atovy mibahana ao an-tonkatrano fa tsy ny esclavage.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 18 août 2017 - 15:10

Miala tsiny fa tsy maika ni-s’authentifier fa tonga ny daba sy sy ireo nanambady daba mpandoto ranon'ny vierge nanambady

Je suis au paradis ry daba isany a

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: arira arira
Date: 18 août 2017 - 15:26

tena tsara kosa izany angano izany an!tiko ho heno ny tohin'ilay hoe asaiko nonony be nenah aveo.mety hotantarain'Rose eto koa ve hoe tonga ny ahy an!io ary dada fa dangitra a,tonga zan an'dada zan an! alefaso e!zahay liana be.mba ilazao h@ detail mts eh.we mampiasa lubrifiant v sa kapotyi? h@ position koa mba tantarao e!huhuhud aza adino ko ny mlaza we mando h@ fandriana mts.

KKKK,angano angano,arira arira.
Rose mpitatara,isika mieno yees smiling bouncing smiley

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 18 août 2017 - 15:45

olona any am-paradisa ve dia ampihinana maloto olona?gratte

D gaga enao!!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 21 août 2017 - 13:28

Salut les bouffons

Je suis au paradis grâce a ma virginité dans le mariage

Les dabas miaina ao anaty tebiteby sy ny fitaka hataon'ny vadiny azy isa-tsegondra.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Kathiaa
Date: 21 août 2017 - 13:33

Aza misy mamaly intsony an'ity Rose vhv sandoka ity intsony ry zareo. Miantsoantso izy io mantsy fa tsy misy kil intsony. Aleo hitan'ny havany eo

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Frapy
Date: 21 août 2017 - 14:44

Enao lazainy hoe ambany tsy afaka hitraka intsony.
Enao oun efa lavo f'izy fon no eo ambony.
Satria ianao tsy miteny dia lazainy fa resy.
Satria anazy ny vola,sady izy fetsy2.
Dia izy sahy miteny we Zanahary anazy irery.
Izy oun EFa avotra,fa enw tsy maintsy very.
Indraindray enw te hitrotra,te hamaly izay ratsy.
Fa aleo izy ho any,HIVALY AMINY iny atsy ho atsy.

Tsy fantany mantsy,tsy Resy ny olona mangina.
Toe-tsaina sy finoana ny anw no fitaovam-piadiana.
Ampio Fanantenana,dia ny tanjonao banjino,dia Mpandresy foana enw,zay fotsiny aza adino.
Tsy kivy,tsy miondrika ianao raha mbola mandia tany.
MitrakA fa eto misy ambony misy ambany.
Dia ho reraka eo izy hanenjika anw dia @zay henoy ny hiranay hoe:

Na be mpaningana enw be mpanadala e...aleo izy ho any.
Manana Finoana ianao Fanantenana e...aleo izy ho any.
Ho sasa-poana izy hanenjika hafara e...aleo izy ho any.
Tazomy mafy ny toe-tsaina fa tsara e...aleo izy ho any.

Satria ianao tsy namaly dia sahiny badona.
Loza ho azy raha ny marina niniany novonoina.
Enao tsy tompon-tsafidy satria oun izy bandy.
Lazao azy fa fitia mahery noho ny sandry.
Enao oun le ambakainy fon h@zay.
Teneno azy fa tsara ny manome noho ny mandray.
Dia hajanony we le zesta be sy taim-bava.
Fa olombelona izy indray andro any mbola ho rava.


Vazo iray hatolotra ho anao..ho anao io!
Izay mbola voatery,voatsindry h@zao.
Nohon'ny ataon'ny sasany.
Nohon'ny fitiavantenan'olona anakiray.
Nohon'ny fialonana.
Nohon'ny hetraketraky ny fiainana andavanandro.

Ka manomboka eto,manomboka androany,zw de zw...dia mila resenao ireo rehetra2 ireo.
Satria ianao manana Fanantenana,satria ianao manana tanjona,satria ianao manana Finoana,satria ianao mahery,satria ianao Mpandresy...Yeah
Dia @zay tratranao ny tanjona.



Samy nosoran-dreniny menaka io ka tsy hisy hanaiky ho tsindriana Rose lava eo!
Mba manolora koa hira raha mahatsindry nenay! huhuhu

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose.
Date: 22 août 2017 - 10:52

Tena menatra be zah ry zareo fa tsy nety nanaiky ny hidirako any am-paradisa A/tra fa diso mamompa olona loatra hono aho.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose.
Date: 22 août 2017 - 10:57

Aiza ny alehako ry zareo fa tena lasa niodina ilay esclave-ko nahita an'ity adalana nataoko tato.

Miverena cheri fa afa-baraka aho.

Menatra ny dabany aho raha hilaozanao eo cheri a.

Miverena moa e!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose.
Date: 22 août 2017 - 11:00

Mifona ry dabany isany fa tena marina ny lazainareo.

Afa-baraka anareo aho marina.

Aza latsaina intsony eh.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: pasy tolaka
Date: 22 août 2017 - 11:04

ndriii,tohizo foana e!maromaroa ny mahazo anao madama kely a!atsoy ny ekipa hamendrofendro e!
aza kivy @zan...mangina eee!mangina mangina ooooh...aza mitomany zan havako izan.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: aiza?
Date: 22 août 2017 - 11:23

Mahafinaritra mihitsy ny fiainan'i Rose izany, sady tsara karakara no miezaka ny mampita fa hafa ihany ny virijiny manambady

Tohizo akia ry Rose ny fahendrena fa tsara halain-tahaka a, bravo be

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: aiza?
Date: 22 août 2017 - 11:33

aza mifangalatra pseudo kely azafady fa io avy dia hita angalarina!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 25 août 2017 - 09:47

Hello every body

Toujours aussi heureuse et chanceuse d'avoir un mari qui s'occupe bien de sa famille.

Une vie de paradis merci mon Dieu

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Izao mihitsy
Date: 28 août 2017 - 13:18

Toizao mihitsy ilay resaka tsy tantiko ka

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Maladie d'amour
Date: 29 août 2017 - 09:56

Rose la vierge

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: $ongomby
Date: 29 août 2017 - 10:40

Nareo hoà aza mora miesona sy ampirevena zany fa ny tompon'ny sujet io mihitsy aza ngamba no sipa malalaka ndrindra eto Madagasikara @ zao. Hatrany @ sofiny, orona sns.....humhumhumhumhumhum

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: pourcent
Date: 30 août 2017 - 10:40

99% # 1% zany ity sujet ity. Zany no manaporofo fa..... aleo tsy teniniko fa samy mahalala ny tiako tenenina.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: $ongo$ongo
Date: 04 septembre 2017 - 11:49

Rosen'ny paradisa izany koa inona indray moa?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 07 septembre 2017 - 10:47

Salut les bouffons

Avy nanao vacance izahay telo mianaka, tany Anosibe no nosafidianay satria paradisa mitoy amin'ny fiainanay ny any.

Vierge dans le mariage, fandresena foana ny fiainana

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent1234
Page: 4 sur 4


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg