Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Aller à la page: 1234Suivante
Page: 1 sur 4
Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 19 juillet 2017 - 10:27

Miarahaba antsika rehetra izay mamaky eto

Tantaraiko anareo fa hafa ihany izany vehivavy vierge tafiditra ao anaty tokan-trano izany.

Vao 15 taona monja aho dia efa nadalain'io vadiko io, nalainy namana ny raiko sy ireo izay manodidina ahy rehetra (tantara lava be), 5 taona taty ahoriana niaraka soa aman-tsara izahay roa ary nivady, niteraka roa izahay amin'izao fotoana izao. Manaja ahy izy ary izay zavatra mba angatahiko aminy dia tanterany avokoa, ny zanakay roa dia izy no manolo sy mitaiza amin'ny alina sns... izaho etsy andaniny tsy manana faniriana ny hiaraka amin'ny lehilahy hafa fa izy no voalohany ary izy irery ihany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Faisal
Date: 19 juillet 2017 - 10:56

D tena oe eclave mitsy ve ny filaza an'izany?? mila mitsabo saina kely enao fa marary

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Psy
Date: 19 juillet 2017 - 11:04

OU!ou!ou! tena manatona ianao psy fa manan-de.vo ny vadinao araka ny voalazanao , dia fière amin'izany ianao ??? mihevera tena.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: julie:.
Date: 19 juillet 2017 - 11:15

Rose>>
reveko be zany vadinji zany

mba meo contact-ny oe aki

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Njoun
Date: 19 juillet 2017 - 11:27

Tsy hoe esclave manao ahoana anie izy fa tena tsapako fa tena tia ahy izy, ary sanatria izay hivadika satria ilay mofo tsara indrindra ho tediaviana any ahoriana any dia efa azony taty amiko, sady mbola tsy nisy an'iza nandalo fa izy no voalohany no farany, dia aza mialona ianareo ka hiteny hoe tokony hitady psy aho satria ianareo efa daba loaka ngamba vao azon'ny vadinareo na sipanareo. Izaho aloha sambatra

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 19 juillet 2017 - 11:37

Aza dia mba atao an'izany koa ry Njoun fa resaka tiako hampita amin'ireo tovovavy mijilana anie io, hoe inona no mahatonga an'ireo lehilahy tsy manaja ny vadiny ao anaty tokan-trano sns... Marono aho hoe ny virginité anao ihany no arme tsara indrindra, hiainako ilay izy dia zaraiko, izay efa simba moa tsy hita atao inona intsony fa kosa hoentiny manoro ny taranany any ahoriana any.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Kitoto
Date: 19 juillet 2017 - 13:04

Mampidi-bola ve izany ? Sa ve oe ratsy be na saronkenatra ka mataotra ny isarahanao dia tsy ahita hafa ka manompo tanteraka ? Izaho aloha tsy oe macho fa tsy mifanompo izany izahay mivady fa samy manao ny anjarany ao an-trano sy @ fitadiavana. izaho miasa mamono tena mitady vola tsy mahatsiaro tena manompo fa voakarakara tsara ao trano, tsy mba manao rarah ao an-trano fa mba mitaiza rehefa misy fotoana malalaka. Ny vadiko koa inoako fa tsy mahatsiaro tena manompo ahy, satria izaho efa mba manao izay kely vitako am rarah. Iza ko anaiky atao esclave izany raha tsy oe efa manana tendances masochistes

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 19 juillet 2017 - 13:13

Tovolahy miasa izy ka, raha bika sy hendrika ary fahaizana dia ao aminy tanteraka, mety amiko moa izany eh!, manompo am-pitiavana izy ny fahatsapako azy, ny antony dia averiko aminareo ihany fa izaho mbola vierge azony no mahatonga azy manaja ahy.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Dondrona
Date: 19 juillet 2017 - 13:35

Hay moa izany rehefa mbola vierge ny vhv dia tena mandady tongotra aman tanana ny lhl.Mahagaga ihany izany satria ,maromaro ny mpvady mba fantatro ,ary ry zareo ireo di amatik'ambo mihintsy fa izahay tsy maka vady raha tsy madio ,nefa ny zava misy ankehitriny dia tena mila mahavky fo ,satria dia manao ny hataony daholo na lhl na ny vhv ,hadino le dina nifanaovana ....?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: kozy annn
Date: 19 juillet 2017 - 16:42

ô ry Rose aaaa,@zao taonjato firy arivo zao aza d mbola manofy mtsangana eo enao fa airato tsara ny maso mjery ny zavamisy hiainana @zao fa tsy haniry loza ho anao sy ramose anao zahay fa na ho ela na ho aingana ar mety enao mitsn no jambena b @ fanandevozana lazainao io ao atokatranonao fa mety efa miodina ramsé any fa naita vhv nahay manao kokoa noho enao ar enao io ko mbola mety tsy nisy nandona tsara tao ambany ka tsy malala lahy afatsy i esclave nao ao fa aza mtopoteny fantatra tenanareo ianareo fa ra oatra mo ka mandrapafatinareo ianareo no madio sy mfanaja d araba osa araba tsara fa nareo izany no tokatrano lafatra indrindra sinon mety ôrera gamba nareo d tsis mpjery fa io maso io oun manko adaladala ka mitondra any fankampanahy
mahereza eee

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: biensûr
Date: 19 juillet 2017 - 17:36

Izany ka vehivavy filamatra. Tsarabe izany fanehoanareo ny fitiavanreo izany ry ROSE. vavan'ny mpanatsatso ny an'ny sasany fa izay hampilamina ny tokantranonareo tohizana. lesona tsara ho an'ny tanora io asehonao io; mIRARY ANAREO TSY HO SOLAFAKA ANDALANA

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: HIhihihi
Date: 19 juillet 2017 - 19:33

Aza atao hoe esclave izany kosa ny vady e. Ny ahy izao izay sipako rehetra talohan'ny vadiko dia manao izay lazaiko daholo , fa tsy nataoko hoe esclaves izany kosa.Mety hoe nitady an'ilay mofo araky ny filazanao azy angamba ry zareo matoa nanao izany, fa ny vadiko ihany moa no nahazo.
Dia rehefa manambady koa taty aoriana dia Mbola misy lhl entinlny hadalany ireny manao izay mety MBA hampihodina ngamb.
Hajao ny vady fa aza atao hoe esclave izany, ny lhl mahavita izay tsy eritreretina rehefa misy tanjony tiany hotratrarina.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: mariann
Date: 19 juillet 2017 - 21:15

Mba fiteny inn koa re izany hoe "ESCLAVE-KO NY VADIKO" eh !

Na dia lazaina fa fomba inn no ilazana azy na fomba ahoana !


esclave-ko ny vadiko, escalve-ko ny vadiko !!!


hiteny an'zany dia maha-fière na inn antony na inn antony !



Ataovy esclave hatram'farany ny vadinao izany koo !

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: TANDREMO LAHY
Date: 20 juillet 2017 - 09:32

Aza mitopo- teny fatratra amzany fa mbola lavitra ny lalana, efa firy no efa nitomani tena fa ts nampoizina ny fivadihan rasa

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Ambany loatra
Date: 20 juillet 2017 - 11:56

Dia mba olona toy inona ré zany manandevo vady zany e! Raha mandray anjara @ fikarakarana ny zanakao ve izy dia ça fait de lui ton esclave? Mba tsara vintana sy atao hoe nahay nikajikajy izy talohan'ny hangalany vady raha nikendry vehivavy mbola vierge saingy ny mentalité an'ity vehivavy no tena iva dia iva ka tsy mendrika akory ilay raim-pianakaviana mandray ny andraikiny.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Lelhilahygasy
Date: 20 juillet 2017 - 13:36

Wait and see e.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: kiiii!!!!!
Date: 20 juillet 2017 - 14:33

atôvy sérieux kosa le oe esclave!!!!hum

sady rose sy njoun ve tsy olona ray iany.Disodiso kely le pseudo d lasa Njoun dia mody tonga dia nanao commentaire hafa t@ le Rose ndray.Niahahahahagrattemortderiremortderire;

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ninice
Date: 20 juillet 2017 - 14:38

sura ve enao fa escalve ny mot tokony hapesaina eto???
otran hafahafa b!!!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Gasykara
Date: 20 juillet 2017 - 14:53

Tadidio ry Rose (enga anie mba ho vazivazy ihany ty resakao ty) fa ny Esclave n'aiza n'aiza teto ambonin'ny tany, na inona na inona karazany na endrika isehoany, dia tsy maintsy hitroatra ary ny zavatra tadiaviny voalohany dia ny FAHAFAHANA sy mety hanao valifaty mety hahafaty...

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: vendrana daholo
Date: 21 juillet 2017 - 11:17

aza mba vendrana oah, raha tsy nataony an'io ny sujet-ny tsisy niditra teto! raha vao nataony hoe vierge aho no nampiakarin-dramose dia no comment!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 21 juillet 2017 - 11:32

Aleo fa hovaiko aza ilay fomba hilaza an'ilay hoe esclave raha tsy tianareo, virijiny aho novantanin'ny vadiko ka manao ampitiavana izay tiako hatao izy. Aleo hanarina dia ny mbola voalohany ny zazavavy mba ho vierge izy no miditra ao anaty tokan-tranony any ahoriana any, mba hananan'ny vadiny respect be dia be ka ahatonga an'ilay vady ho esclave d'amour.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: esclave
Date: 21 juillet 2017 - 15:23

ary refa dabaloaka enao dia itady virijiny hafa indray izy fa tsy mahazo tsirony tsony.
Tsy misy mijanona virijiny mandrakizay zany fa mitovy foan io refa kitihan indray mande d efa zay no nataony.nin

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: hay mouu
Date: 21 juillet 2017 - 15:30

rose> marina aloha le teninao hoe mba ho madio ny vehivavy hiditra ny tokantrano kanefa, raha otran'izay no fomba fisainany d mamitaka fotsiny. d miomana izany ianareo lehilahy hanambady virijiny fa ho andevony.
Tsy misy tsara toy ny hoe virijiny ianao miditra ny tokatrano saingy mba misy fahendrena sy foto-pisainana takiana @nao koa fa tsy mionona @zay fotsiny d io no reharehana.
Tokantrano fifanampiana, mitovy nareo ao fa tsy hoe enao cas spécial d ho andevonao izy.
Misaora enao an'A/tra nahazo lehilahy tsotra sy manam-pitiavana toy izany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: oudriiiiiii
Date: 22 juillet 2017 - 10:16

lol be kou ty mpanoratra sy ny sujet-ny ty!hihihi
mbola misy fona ve ny oul hondrakondrafana @zao taona zao e???

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: krkr
Date: 22 juillet 2017 - 15:33

otran mbola zaza saina koa ry rose zany.sao kosa aza aloha mbola azo atao hoe mpivady vao nareo izany ka tsy misy tsara afa-tsy izy aloha hatreto? @voalohany anie samy mbola genereux s genereuse dhl e,fa rhf ela ny ela lasa mahita ala-olana kely dhl @zay.@zao aloha mbola heno ilay hoe "eny akia neny a,,aleo fa hataoko kia,,na koa hoe makA aloha aina kia,," fa rhf leo izy dia hi-parie tsk fa hi-poste sujet resaka fitarainana @zay Rose.leo ramse fa sady efa reraky ny asa mbola tapa-tory ny alina,mbola tratran'rarah ian.pas de repos?? tsy ho ela io dia hivily maso,ary mety ahavoaka teny hoe kamo vavy mts aza izy @zany fotoana izany.dia aza mitaraina fa ny teninao izao no havalin'ny olona anao.ny vava tsy atao be fa ny mamerina azy anie no sarotra e..mbl lavitra ny lalana fa aza mbola misioka aloha.

Mety efa lehilahy maty hasina kosa angamba izany vadinao izany no manaiky tretena com escalve izany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 24 juillet 2017 - 08:08

Aleo fa tsy tantaraiko anareo ny weekend fa angamba hisy ho lasa adala eto indray, betsaka ihany koa ianareo ho hialona fa tsy mbola nahita couple toa anay roa aho, tiako ny virginitéako tafiditra anaty tokan-trano.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: manjamanja
Date: 24 juillet 2017 - 11:31

julie : mdr lé omeo ny contanct nlay vadinao .... analàn'azy mints ny mety @ Rose

Sinon i Rose v adala eee??? fiere b oe vierge ... une fois mis mikitika enao d ef mitovy daolo eeee!!!! sad ef niterak 2 b zao ! ef vitaaaaaaaaaa b!looooooooool fa az mapmé !!! vhv lé manoratra a!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 24 juillet 2017 - 11:41

Na dia efa namoaka roa aza aho dia sahiko no miteny tena mbola tsara ny sexe-ko, mbola sahy milahatra amin'ireo vehivavy milaza fa sexy sy ny sisa aho, omeko ohatra kely fotsiny ianareo fa vao mitsapa ahy ny vadiko eo amin'ny faritry ny kibo fotsiny dia efa mibitaka aho, mangoritsina daholo ny vatako iray manontolo. Midika izany fa je suis parfaite

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Sy
Date: 24 juillet 2017 - 13:08

Tena mbola zaza saina ianao ary tsy mahay manao analyse fiainana ianao ry Rose
Marina fa hoe point tsara be ilay hoe virginité, fa tsy io fotsiny no antoka @ fahasambaran'ny tokantrano.
Bref, tsy tokony hindraindraina loatra ka tsy hitoky afa-tsy @ io.
Kolokoloy @ teny mamy, fikarakarana, fifandeferana, fahatokisana an'Atra, fifampihainoina, fanaovana priorité ny vady amanjanakao,sns.... ihany koa ny tokatrano
Firifiry moa ny olom-pantatro na vierge na tsia miditra @ tokatrano, ka nanao an-tsirambina, dia manana problème daholo

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ntsssss
Date: 24 juillet 2017 - 15:13

fa mbola vierge ve izany rose hatreto ?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: krkr
Date: 24 juillet 2017 - 15:31

tsy hitanareo @fomba fanoratany aza v fa mbola zaza saina izy e.Izaho mba anisan'ny vierge niditra tao anatin'ny tokatrano fa mbola tsy nidedaka t@zany mts aho.fantatro tsinona fa resaka azo atao hoe mbola saro-pady izany resaka fananahana izany @tsk malagasy.maninona koa ra mba midedaka kely any @zaodahinao na any @olo-pady-nao kely hoe...na vierge ianao na tsy niditra ny tokatrano dia ny an'ny olona ny ety ivelany no tazan'ny olona voalohany,raha hitan'ny olona fa matin-draharaha v ny vadinao dia hisy hirarahian'ny olona zay virginitE-nao any fa ny toetranao diso manararaotra ilay vadinao no tazany voalohany.nga mahatampina ny vavan'ny olona ny maha vierge anao? tonga dia ilay image ratsy no hitany raha izany no fomba fiainanao.sady mety anisan'ilay vehivavy dedaka @mpiray @#$%& rindrina @nareo ianao raha mba misy projet kely na hoe zvt mba vinavina entre mpivady.diso dedaka loatra ka tsy mahatana secret.

tena zaho aloha tsy manozona fa sahy m'garantie hoe tena hijaly ianao raha tsy miova @io habitude nao io e.na vierge aza ianao rehefa tsy mahafehy ny zvt hatao na fomba fanao dia mihodina foana izy.zaho vierge ary lehilahy fan-2 niarahiko ny vadiko,tsapako fa tsy ampy hahasambatra anay ftsn ny virginite raha tsy ao ny fahamatorana,ny fahendrena,fifanajana,ary ny fahaizana mitana izay tsiambaratelonay mivady.

ka mandiniha tena kely ianao dieny mbola tsy miova ny vadinao.fantatray mpamaky hoe miandry doka ianao na miandry ho deraina,.satria moa isika samy vierge no niditra t@ tokatrano dia izao no zvt hatoroko anao..aza diso dedaka,ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ian.fomban'ny satana ny mirehareha sy midedadedaka.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Jacques
Date: 24 juillet 2017 - 16:09

Tsara ilay fomba fanehoampitiavanareo mivady ry Rose ka tohizo foana, lehilahy efa 50 taona aho fa faniriako izany mba hampiakatra vierge izany tamin'izany fotoana, tena manaja anao ny vadinao, aza ovaina ny fomba fiainanareo mivady fa betsaka ny mpialona anareo na dia ny eto amin'ny forum fotsiny aza.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: halalah
Date: 24 juillet 2017 - 16:56

Raha amiko manokana aloha tsisy tokony hialonako olona hondrakondrafana toa ity tompon'ny sujet ity e.Sady miezaka mts izy manohana ny sujet-ny @alalan'ny fanovana pseudo isaky ny mihetsika.Mety izy ihany nge zao ilay Jacques sy Njoun e.hitany angamba hoe tsisy kil mts izy.Mety btsk mpanohana ihany ianao raha toa ka tsy izao ny fomba fanehoana ilay sujet sy ny fomba famalinao.

Marina mts ny an'i krkr hoe fomban'satana ny mirehareha sy midedaka.Izaho koa akia dia mba anisan'ny vierge ihany koa nanambady fa mbola tsy niandry deraina sy nanandevo ny vadiko izany ah.

D hafatra hoan'i Rose na i Jacques n i Njoun hoe ataovy toy ny hoe andeha hitady asa ianao dia rehefa manao cv dia aza asiana afa-tsy hoe ''Mahay Manoratra'' ao anaty cv-nao,aza atao ao ny diplaoma,experiences,sns..dia hohitanao hoe voaray ve ianao sa tsia raha io fotsiny no ao anaty cv-nao.Raha tsy voaray izany ianao dia tsy ilay olona idealy horaisina izany ianao satria betsaka zvt tsy ampy.Tsy ampy hoentina miatrika ilay asa izany ny fahaizana manoratra fotsiny.
Ka noho izany,na hifanjinja eto @forum eto foana aza ianao tsy ahazo rariny izany mits raha tsy manao fisainana olondhbe.Merci

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Njoun
Date: 25 juillet 2017 - 08:58

Tsy azoko koa izy zany ka, gratte iza koa anefa no mahita ra ry halalah na i krkr ihany io rose io????????????????????, aleo mba samy haneo ny hetahetany ny kill ranga yeah

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: titosy
Date: 25 juillet 2017 - 13:19

rose>tsara lay miditra vièrge ao antokantrano fa diso mirehareha enao dia mahavariana ny kill.
mahaiza mitondra tena fa misy vièrge fa tsy sambatra an, sao sanatria mivadika eo ny rasa ka ho avy eto ndray enao

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 25 juillet 2017 - 13:29

Eto dia tsoriko aminareo rehetra fa manao surprise ho ahy foana ilay vadiko, ianareo matsatso ahy ny ankamaroany anefa toa vao maika mampiredareda an'ilay fitiavany ahy ilay teninareo, nahoana koa moa aho no mba tsy hidedaka hoy ianareo?, mino aho fa izay vehivavy miresaka eto ka manam-bady dia efa nanao tany amin'ny bandy hafa izy vao niaraka tamin'ny vadiny, ireo lehilahy moa dia tsy nahazo vady vierge mihitsy ka miaka-pofona amiko hoe dedaka aho. Mbola averiko eto ary tsy ho reraka aho fa ny zanakareo mbola azo hanarina tsara mba ho vierge no tafiditra an-tokan-trano, mba ho tian'ny vadiny ary hajainy amin'ny fomba rehetra, miiadana moa izany e.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: krkr
Date: 26 juillet 2017 - 13:12

Njoun>tsy hitako izay antony hanoloako pseudo kanefa ny olona mitovy hevitra amiko aza betsaka etsy ambony? hoan'izay tsisy kil ian wa no manovanova pseudo.
Rose>samy hitovizana wa io fa zahay tsy midedaka,fa ny toe-tsaina ihany no mitsara an'io.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Hervé
Date: 26 juillet 2017 - 14:07

Sao tokony hanandrana sakafo hafa ihany anefa ianao ry rose?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 26 juillet 2017 - 14:49

Ny bandy ry Rose tsy tamana fotsiny @sipa virjiny zan ah!Mety tiany ianao @izao fotoana izao fa misy fotoana izy mba mitady ilay efa expert @io resaka io koa.Firy2 ny vehivavy virjiny miditra ny tokatrano fa mbola miodina ihany rangah rehefa ela ny ela.Izaho lehilahy 35taona, 2 koa ny zanakay ary virjiny koa ny vadiko no napiakariko satria ny dadany rahateo pasteur ka tena strict t@ fitaizana.Tena tiako izy ary izy irery no najaiko t@ alalan'io fahadiovana io.Ankehitriny aho mahatsapa hoe na dia virjiny aza izy tsapako hoe hafa ihany ny efa manana experience @ilay fanomezana fahafinaretana.Izany anie no mahatonga ireny lehilahy mandeha miditra @ireny mpivarotena na maka ireny sipa2 kely ireny e.(sexe vidina fa tsy misy tohiny).Tiany ianao kanefa tsy ampy ny fampirevevao azy hoy ny filazan'sasany dia miditra @ireny izy.Tsoriko fa tiko ny vadiko ary tena mifankatia izahay,tsy mampiseho toetra hafa2 eo imasony aho,omeko azy izay hilainy sy tadiaviny amiko, tsy mba nanana heritreritra ny hoe hampirafy azy mihitsy aho nandritrin'ny 6taona nivadiana.Fa ankehitriny tena tsapako hoe misy zavatra tsy ampy ny homeny ahy.Tsy afaka hanery azy hanao ny zavatra tsy vitany anefa aho satria fantatro hoe tsy nananany ilay experience nohon'ny fanajany ny fahadiovany.Ka ny hafatro hoan'i Rose>mbola ho lava be ny lalanao sy ny tokantranonao,rehefa tojo io sanatria ny vadinao dia tsarovy fa mety misy zavatra tsy ampy azony ao.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Hervé
Date: 26 juillet 2017 - 15:19

VeVe >>> dia raha lasa nmanolana be i madama dia ahoana izany???, tonga dia kôpy ianao izany hoe efa lasa nanao tany @bandy maromaro tany i madama naka traikefa?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 26 juillet 2017 - 15:24

Tsy sur aho.Ary mino aho fa tsy hanao izany izy.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ViVi
Date: 26 juillet 2017 - 16:56

VeVe///marina ve zany tantaranao zany sa vhv mialona an'i Rose ianao? sa lhl tsy nahazaka vierge?
Raha marina ny lazainao dia ianao no tena Ve(ndrana) araka ny pseudo satria tsy mahay mampianatra. Sa ny vhv niodonanao efa nahay vao teraka sa efa dabaloaka vao teraka?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 26 juillet 2017 - 17:10

ViVi
Bandy no mresaka.Tsy homeko tsin ianao raha obsedE @le suzaka fa mety marina ny volazan'reo efa namaly teo alohaku.Tena sambany vao nanw bandy enw.Normal b ra kiana no betsaka @sujetnw..Raha tsy dabaloka ve ireo niodonako tsef nalaiko vady e? Mba manana aloha raison dia mandiniha tsara vao miteny hoe vendrana ah.Ianao izao no azo lazaina ho Ve... satria tsy mandinika tsara alohan'ny hamaliana.Tsy mbol nahita sujet b kiana tahaka ty anw ty ah mb koz e.Sa kosa we mba te halaza eto @forum d zara az misy manitatra lava b le suzaka?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ViVi
Date: 27 juillet 2017 - 13:17

VeVe////ianao anie milaza tsy afa-po @ le vadinao vierge tsy mahay dia zay no nahatonga anao hiodina e. Sa tsy zany indray no lazaInao? Dia anjaranao no mampianatra fa tsy nisy vhv na lhl tonga dia mahay izany raha tsy misy partenaire ahazoana experience. Fa raha mitombona aloha ilay tantaranao indrindra hoe zanaka mpivavaka ilay vadinao dia tena mampalahelo izy. Tokony mba nivavaka tsara t@A/tra izy talohan'ny nanambadiany raha mendrika sy hanaja azy ilay ho vadiny fa tsy olona mpijangajanga.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 27 juillet 2017 - 13:56

Tsy mampaninona ahy na dia kiana be aza no mahazo ahy satria sujet hafa ity nosoratako ity, ary sujet momban'ny fahasambarako satira vierge aho nalain'ny vadiko, mirehareha amin'izany fahedreko izany aho, ny ato bandy sendra dabaloaka daholo no betsaka ka hoe efa manana expérience ary marina izany satria efa izy avy no tsy tany moa?, ny ahy vadiko tsy hanitsaka ahy izany fa mahatoky ny valeur-ko aho, tsy betsaka ny vehivavy toa ahy ary nahazo ny vadiko nahazo ahy, ilay mofo tsara karohiny aiza sy aiza tato amiko no azoko, sady mbola tsy nisy nikitika, izao no paradisa amiko ka courage ianareo kely vety alohan'ny nanambady .

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 27 juillet 2017 - 14:35

ViVi
Diso b ilay eritreritra we ts nampianatra ah.Ny ah ndray v no ts wapenarko?Hitady mahay az atw.Fa saingy hitako iz we complexE sad otran we tereko zan d najaniko.izay ilay koziko anw we ts hanery zvt ts vitany na ts mahazatra azy ah.Fa nga ny olona toa anay ts natw ahazo virja na olona manam-panahy?Tsy hainao we sw iz no hampiova sy hanavotra ny fanahiko?Ary tsy hisy bandy haka vady ka efa dabany zan r'sipa a!Mialona ndray ry Rose sy ViVi fa nahazo n'bandy.
Sady iza ko moa no maita na vhv voadona tany ry Rose s ViVi zay vw nanambady d eto @forum sisa no mandrevorevo nfiainana nafnartra tokn hiainana ra nanaja tena?Sad tsisy hino izay deliranao eto tsn n'kil fa milaza zvt fopla.Ato mlaz f virja e,tsy manjak zn faprafesan zan,oy ee..nefa ary @rubrique hafa ary divorce e,namprafy e...Tsy ampy anw v nkiana nataon'Gasykara2 ary e?Aleo tsy apina tsn fa sw hitrang eto nafenin'Masina Maria.huhuhu

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 27 juillet 2017 - 14:49

ViVi
Diso ilay eritreritra we ts nampianatra ah.Ny ah ndray v no ts wapenarko?Hitady mahay az atw.Fa saingy hitako iz we complexE sad otran we tereko zan d najaniko.izay ilay lazaiko anw we ts hanery zvt ts vitany na ts mahazatra azy ah.Fa nga ny olona toa anay ts natw ahazo virja na olona manam-panahy?Tsy hainao we sw iz no hampiova sy hanavotra ny fanahiko?Ary tsy hisy bandy haka vady ka efa dabany zan r'sipa a!Mialona ndray ry Rose sy ViVi fa nahazo n'bandy.
Sady iza ko moa no maita na vhv voadona tany ry Rose s ViVi zay vw nanambady d eto @forum sisa no mandrevorevo nfiainana nafnartra tokn hiainana ra nanaja tena?Sady tsisy hino izay deliranao eto tsn n'kil fa mlaza zvt fopla.Ato mlaz f virja e,tsy manjak zn faprafesan zan,oy ee..nefa ary @rubrique hafa ary divorce e,namprafy e...Tsy ampy anw v nkiana nataon'Gasykara2 ary e?Aleo tsy apina tsn sw hitranga eto nafenin'Masina Maria.huhuhu

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ViVi
Date: 27 juillet 2017 - 16:02

fa i VeVe ihany ve no Gasykara2

Mba hendry rehefa nahazo vierge r'isé a, sao haka lesona an'ny amin'ny bandy kely koa ilay vadinao vao mivadi-bômaso eo ianao. Sa ianao no mbola variana maka lesona an'ny mpivaron-tena any?, lehilahy tsy misy hilan'azy raha ianao.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 27 juillet 2017 - 16:30

huhuhu..tratra aloha nafenin'tw eh.tsy nahita havaly tsn nga zato iz?toa ts nahita fizahozahoana tsn ah le..ts mis mamenatra nge n mlaz fahamarinana e,nga eto mis mfankafantatra?aza kivy ki neny fa mblmanana hanarina enw raha ts nahomby t@nw a!ra zah n otrnw manw buzz @net we zah mbl vierge na d ef nandatsak 2 az fa tong d malaz vety2 tw.huhuhu.f le ato @forum otrn ts met @tw f mbl ts mikatona loha malemy.courazy ra sipa.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: titosy
Date: 27 juillet 2017 - 16:32

rose>inn oa no matonga anao manamari tena eto amin ny forum e?? mananatra no tanjonao ra teny am-boalohany fa izao toa lasa fireharehana no betsaka.
betsaka ny vièrge toa anao miditra amin ny fanambadiana an ary betsaka kou ny tsy vièrge, diso hevitra enao fa tsy hoe izay maha vièrge anao zay ihany no antoky ny fahombiazan ny fanambadiana.tia anao fotsiny ny vadinao ary mety sendra olona tsara enao fa misy ny lehilahy tsy mahatsapa an zay na dia vierge aza ny vadiny.
firy taona kay enao ra tsy mahadiso; mbola zaza fiteny ihany.

Options: Répondre
Aller à la page: 1234Suivante
Page: 1 sur 4


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg