Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Aller à la page: Précédent1234Suivante
Page: 2 sur 4
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: kotomaditra
Date: 27 juillet 2017 - 19:26

Rose
zAvatra mba niriako ary nivavahako andro aman 'alina ny hoe mba hahazo vhv ho vadiana ary mbola madio ,indrisy anefa fa dia tsy nahita mihintsy aho ,manam bady aho amin'izao fotoana ,tsy anatin'izany intsony izy ,eny fa na dia mbola mpisipa ary tamin'izany .Manaja azy amin'izao fotoana ary izy koa manaja ahy ,izany tsy midika hoe manompo azy aho .Ny tiako hahatongavana dia sambatra ny vadinao ,ary matoa izy manao ny mihoatra raha hoarina aminay ohatra ,dia ao ny antony lehibe ,koa tohizo izany fifanarahana misy eo aminareo izany ,fa vitsy ihany ny tokantrano amin'izao no milamina.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: dabalôka
Date: 28 juillet 2017 - 07:58

za dabalôka no nampiakarin'ny vadiko fa esclaveko kou ny vadiko zao;manao surprise amikooo,mananao raraha.....ôtrany mitovy ihany tsika sy ndri ry Rose an!!!samy sambatra ampiadanin'ny vady.smackamoureux

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ViVi
Date: 28 juillet 2017 - 10:17

VeVe////Tsy za aloha ilay ViVi t@ 27 juillet 2017 - 16:02 io an.
Za koa tsy nizahozaho tato fa ilay nozainao no novaliko. Tsoriko fa mbola tsy voadona koa ny aty ary tsy mialona ny olona mpijangajanga. Ary tsy hanao avocat du diable @ zavatra efa hita fa ratsy. Iza moa no tsy mahalala fa ratsy ny mijangajanga fa izay efa dabalaoka sy tsy nahazo no manamboatra saina dia te handemy ny sainan’ ny hafa dia hoe tsy maninona.
Hoy ianao hoe tianao ny vadinao, maninona no tsy hajaina fa ilazaona zaraina @ hafa ny fahafinaretana, izany no hatao hoe fitiavan-tena. Vitanao ny nandresy lahatra azy t@ ianao nikaoty noho izany tokony ho vitanao ny mandresy lahatra azy @ zavatra tokony hataonareo. Ny fijangajangana izay fahotana ratsy indrindra aza tsy voafehinao ka hiova @ ahaona e. Rehefa nahazo vierge tokony ho faly sy hiova.
Maninona koa anefa raha tonga dia tsorina fa manina ny dobo tsy hita fa hen’omby foana ny laoka isan’andro dia mba te hiova fa eo dia hoe manana complexe ilay vady dia tsy mahay dia hiodina.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: felaka
Date: 28 juillet 2017 - 14:46

ty Rose ty zany otrany sipa mivika zany ka mapte ikapoka @ marteau ny lohany mba hiverina normal otran'ny olombelona rehetra ny sainy.humhum

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: mafelaka
Date: 28 juillet 2017 - 15:33

Midera an'izany fahendrenao izany aho ry Rose, maromaroa ny tahakizany fa ho avotra ihany ny nosin-tsika, dia ho tokan-trano sambatra foana anie ny anareo roa, ireo mpanatsatso avelao hoany, tokony mba mizatra manandratra sy zavatra tsara isika fa tsy ny hifaneso foana. Mbola misy olona tsara ihany ankehitriny kay, indrindra vierge anaty tokan-trano.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: dia
Date: 28 juillet 2017 - 16:06

za nefa tsy virjiny tsony tamin nanambady an le vadiko nefa traitement hoatrany princesse hoatrany zany kou. Sur ve enao hoe enao vierge no hanajany anao fa tsy hoe tena tia vady amanjanaka le vadinao ?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: réalité
Date: 29 juillet 2017 - 12:40

Manahoana daoly!

Rose*

Vevayy za no manoratra tsy virjiny tsony za napékarina, ie je ne suis pas fière. Dé ie tena sambatra lo enao e.Fa conseil ako fotsiny: aiza dé matoky lotra lehilahy enao. Fa tôt ou tard ny léla mapirafy. Fa ra ohatra mandrapafaty nareo endry fona izy dé nareo no atsoina oe couple parfait.

Tina izy dé tina fa tsy atao obsession b, fa ra sanatri un jour iz mapirafy dé lasa marary saina @zany eo enao.

Naazo tamiko zany nila ho lasa adala mintsy za. Mety ozy enao oe "ka enao efa dabaloka mahatonga anzan. Fa laisse moi te dire oe, mahafantatra vevavy maromaro za madio niditra antokatrano fa miodona ramose.

Tsy manakivy za fa juste conseil. Vous êtes bien? tsara zany

Maharéta atr@farany dé bon week end!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 31 juillet 2017 - 11:25

ViVi
ato wa ts mis ol 2 hitov pseudo zan.Vw2 tw d te ho star eto ftsn.D aleo apafatarna tsr tw lo n'regle de jeux fa manjar mapalhl kel maita an'tw wain kel eto.
Ts mis mandA anzn we rats nge n fijanganjangan e.Saing n olombelona ts tonga lafatra, ary ts anjely fa manan n kilemany dhl.Arakzn ts mdika zan we ts manaja nvadiko aho,non2..manaja az aho fa saingy zah ts anjely,ts ol parfait fa mb manan n kilemako ku.Iza mu n mahita ra miodina toa ahy ku n vadinw fa ao antrano ftsn izy no manw ze ts ahakobo?atw aloh ze ahavariana an'madame @lafiny rht mb ts ahakobo n zvt hatao any ivelany?
D point suivant tiko tsindrina kel.Ts otrzw mts n twetrana sipa vierge,Zan sipa vierge zan mipiripirina,ts tia seho2,maontina ara-fiteny,ts manan twetra manandranandra-tena zan.Zan zvt jeren'bandy voalohany @sipa rah we tong n ftoana hitadiavana ilay wapekarina.Ra zw twetranw zw aloha otrn tsiz mts e.Toa virjiny adala ra i Rose ViVi Njoun..Mazotoa mamaly n kiana atwn'kil anw e.Ra mbl toy zw n'twetsaina ts ahazo rariny eto zan.Rerak eo tw manova psedaka isakn mietsk eo.Couraz fon ry virjiny adala ah.huhuhu

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Gasykara2
Date: 31 juillet 2017 - 11:46

Mbola tsy leo kiana ihany va ity vaiavy ty?
Ary tena mbola m'existe marina ilay virijiny adala @izao letie.
Iny indray no tsy hitako le.Taraiky njay ah t@iny.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 31 juillet 2017 - 13:37

Miarahaba anareo aho na tia ny fomba fanehoako ny fiainako na ireo tsy tia sy mihalona, tsy maintsy mandalo aeto ihany aho na dia efa tsy niraharaha firy intsony aza, moa efa voaborako teto ireo toetra tsara indrindra mba haha-paradisa an-tany ny tokan-trano iray, eny na dia mbola tena azo lazaina tanora aza izahay mivady dia sahy mijoro fa manana ny ampy, indrindra ny aram-pitiavana izay karohin'ny sasany etsy sy eroa, ny sasany toa an'dry VeVe aza dia mpijangajanga tsorizao mihitsy, anefa io no hota voalohany indrindra mihatraika mivantana amin'ny vatana. Tsy reraka aho ny mamerina aminareo ray sy reny ankehitriny hoe: ataovy izay ahatonga ny zanakao ho vierge mandrampahatonga ao amin'ny tokan-tranony, ho fière ianareo RAD ary indrindra hilamin-tsaina fa ho hajain'ny vadiny 100% izy. Aza matahotra fa i VeVe irery ihany no lehilahy kentrina manary joker.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: vadin'i Rose
Date: 31 juillet 2017 - 14:03

Rose a!!!mifona aminao za cherie fa mody ao antrano fotsiny za no hendry be fa vao mivoaka ao za dia misy sipa iray vierge izay tena tiako be ka samy ho ampiadaniko ki nareo roa a!!! Mino aho fa tsy ho tezitra ianao raha mamaky an'ity hafatra ity.rahariva any atrano isika mifampiresaka tsara fa manjary miahaka be eto @ moov daholo ny fianan-tokantranontsika.

jtm chérie Rose.loveradult

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ViVi
Date: 01 août 2017 - 09:28

Hay ve adala izay maneho ny heviny e. Adala daholo zany ny mpi-forum raha miady hevitra fa saingy misy ny madio sy maloto.pdtr
Misy kilema ny olana tsirairay fa saingy ny fijangajangana kosa tsy kilema fa fitiavan-tena e. Ny kilema dia zavatra mandinika ohatran’ny hoe masiaka, mora tezitra,… izay toetra efa hatr@ fahazaza saingy ny toetra ratsy azo ovaina. Tsy hisy vady hatanty hijangajangana zany mihitsy satria mariky ny fanambaniana sy fanitsakitsahana zany. Ka tsy haiko hoe inona no atao hoe manaja vady @nao ? Manao bonjour ve ? manao azafady ve raha sendra maniraka azy… Mampalahelo be ilay toe-tsainao indrindra izay vadinao fa sady voahatsakitsaka no tsy afaka maneho ny heviny fa ianao irery no manana rariny. Angamba raha vehivavy tsy menatra ny miady an-tsena.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ntsssss
Date: 01 août 2017 - 10:42

ary rehefa azon'ny vadinao ny virginiténao dia omeo ahy amin'izay ny ambiny e !
hoditra kely iny ange mitovy amin'ny lohantsintsina an'ny bandikely rehefa atao didimpoitra e!
le lavaka ifampikasokasoana sy itsofotsofohana any aminao iny no tsara ifanaovana fotoana mba ahitanao tsironjavatra hafa indray fa tsy ny an-dramose fotsiny.
misy mantsy ny sôsisy à l'ail , au thym , misy taviny , henomby , henakisoa , mifangaro , cocktail na tsy mifatotra ...
mila andramana daholo ireny fa tsy hoe rehefa tsy eo rams dia ny tanana no asitrika any na dia mangatsika aza ny andro zao
apetrao ny adiresy ô !

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 01 août 2017 - 15:44

ViVi/Rose
mba fir taona mo tw ty e?sao lany andro hifanjinja @zazakely eto mants.ts omena tsin ku lu njy ra mbl manw fisainana toy zw e.btsk ian n'sipa tanora manambady fa mbl ts nahita sain-jaza otrn-tw zah.mb koz e.
Iza ku mo maita ra enw n 1ere amour-vadnw e?ka na signe afatarana az we mbl virja az mety ts ho kobny d zara az le kofboay ts kopy d we virja ah e..virja ah e..
Sur ku zah f bandy nOfa zan vadn'tw zan matoa na ny manokatra compte Fb az ts ainy.kobnay nge le suzaka ''compte fb'' in e..ar met sur we enw ef galf b de zara az nahazo bandy nOfa mb hanafenana ny fahotana ef vita?sad ny olona diso ian no manamari-tena b otrzw.mandehana aloha mianatra baiboly ku ra ts mahay anzan kozy zan.bons njy fa otrn mandany lera b le mresak @sipa mbl ts mahalala tsr ny atw we fiainana.fa ny afatra d zw,ts nis RAD ts mananatr n'zanan vavy zan f az eto no m'seo ho marina b eto.na ts niteny az enw ef kobon'kil.@manarak rhf manoratra sujet d az manw zaza saina s b dohika fa efa kobnay ny toetra ratsy arY @rubrique hafa arY.kay sipa degany sad b teny ratsy no mlaz zvt fOpla fa eto iz mody masina b..tssss

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ADIBEUH
Date: 01 août 2017 - 16:00

salut!
adibeuh ato zany ah! sady mifankalala beu !! up!up!up!!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 02 août 2017 - 11:36

Normale ilay izy raha lasa ady be ho an'ny sasany ry ADIBEUH a, satria manao halahelon'ny tsy nahazo vady virijiny sy sipa efa daba loaka no betsaka ato. Eto an-tany aloha tsoriko fa tsy misy toa an'ny vadiko izany, prototype ny ahy iny ka aza miezaka ny hitovy aminy mihitsy fa hifirany alavitra be. Manao izay tiako no tia ahy tsy misy tomika.

FAHASAMBARANA FOANA NO HIAINAKO

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 02 août 2017 - 13:09

Rose
Toa ts mbl novalian'tw mts ne le we firy taona e?Fa nga mamenatra b le iz?

Iza ku mo ny anaiky hitov @akizn'tw e? zah lu ts mtov @@#$%& zan an!
Zah wa ts mino ze kozin'tw tsn f mlaz zvt fOpla b.Mapalhl ah tw f mandrevorevo sisa no azo atw.ny ten marna ku Rose s ViVi mialona b f mis sipa dabany sambatra toa azy,sad noheveriny f iz ian ngamb no mahazo sambatra eo @la terre o?jalouse b zareo f ts napoizny we bandy otrnay nahazaka virja.
Az kiv wa f mbl mis ho anarina tw rhf ts nahomby ny anatra natwn'papa s maman e.az kivy an?koun an?
Na def potipotka az ny anw e,d ts hosarotindrotiny @zan dada! dedieko wan akizn'tw io vazo io.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ViVi
Date: 02 août 2017 - 15:30

Tena mampiomehy mihtisy ity VeVe ity. Tena ianao no manao sain-jaza. Manaja vady nefa mijangajanga. Maninona koa raha atao hoe maintso ny lokon’ny lanitra e. Na ireo dabaloaka miditra ato ireo tsy misy mitsiriritra anao zany maika va ny vierge. Aoka ho fantatrao fa A/tra mamaly ny heloky ny ray @ zanaka. Izay no mahatonga ny zanaka vavy ho voaholana na dia mbola kely tsy manan-tsiny aza. Davida no ohatra @zany raha ny baiboly no jerena. Ny RAR fitaratry ny zanaka ary sarotra ho azy ireo ny hiteny hananatra ny zanaka satria ny RAR aza manao.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 02 août 2017 - 15:43

ViVi
tsk ary no tena matotra fa saingy mbl zaza le mreska amiko ato d ts maints manw zaza saina koa zan f sao ts matakatra ny sainy.
Zay wa io koz io.jereo reo vhv namaly teo aloh rht reo,kianin'nareo dhl iz.zai nge no koziko we b fialonana nareo fa ts napoizinareo we sambatra toa nareo ko le dabany e.nweverinareo f natokana wanareo rer le fianadanana s fasambarana d mihizingizina b eo.
jeren'tw tsr ne reo zvt soratan'tw hatran ambOlohany e.fanizingizinana sad tjr les mm choz fon no zvt soratan'tw.nga tena lany hvt mts e?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: zaza-matotra
Date: 02 août 2017 - 15:59

Ary mafana izany resaka ato izany kay, ataon'ny sain-jaza mahita mihitsy ry veve ato izany.

Sady amin'izay virijiny no azon'ny vadiny.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: @@@
Date: 03 août 2017 - 06:28

Ianareo ireto koa dia map'me. Matoa ny Vazaha miteny NY vady ho "âme soeur" dia olona iraisana tanteraka ara-po sy ara-panahy izy fa tsy ara-nofo fotsiny. Tsy hoe rehefa virja ihany ny vhv vao tokony ho kilasiana tahak'izany. Tsy mila fanompoana izany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Miranaa
Date: 03 août 2017 - 10:55

Afaka mba mirehareha kosa rehefa hita fa tsara sy nahomby ny zavatra natao ry ireto a, eto an-tany marina dia efa azo ny paradisa, tohizo akia a

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: vehivavy
Date: 03 août 2017 - 11:15

fa rehefa virijiny ve zany dia sambatra?gratte
izaho zao mahita vhv izay virijiny mihitsy izy nampiakarin-dramose nefa ramose tsy mapidi-bola fa zara raha mahita asa, mitsipona etsy sy eroa, kivy ramatoa! asa aiza ny fahasambarana no mipetraka @ zany? sa ve ilay fahasambarana any ampandriana ihany ny an'ny rose ty e! ô Rose e, ô Rose e, ...ndraso aloha anotaniana Dama!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 03 août 2017 - 13:05

Hanaovako surprise indray izy izao rahariva, hanao akanjo sexy tsara ary hamerina ireo taloha izahay, maka fotoana milamina tsara hamisavisana ireo fitiam-bita.

Je suis très heureuse et fière d'être la femme vierge de mon mari.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 03 août 2017 - 13:50

Zw r'zalah ra toy zw n'twetrana virja az maka f aleo ian maka dabany mba manana tombiny koa mahazo fafiny tsr.iren dabany ren ian no to mahavita mahatong tsk faratapony fa tony mbl 0 experience.
Hiandry gros mots kely any @Rose s ny tariny ah lu fa iz ty mants ten galf b zay ian.Maik hiditra ary @suzaka vao mafana ary ah fa ty otrn mandany andro ny mresaka @zazakely.sad sipa mpanaahaka tokatrano tsss...ts omena tsin iz fa diso ObsedE lotr.jereo ty lazainy fa tjr ls mm choz.zw n'signe ahafantarana we voadona n sipa ray.
La femme vierge de son mari?? Masina Maria ary v zay ts efa vaky ko ry Rose no mbl m'laza f vierge.

Aleo miditra @suzaka mahaliana ary f ny topon'ty otrn ts manan hvt hatosaka mts f ny teo ian no mverna.ef ts fananaran tsn n az f ef fampiderana s fandrangitana mb hitohizan'le suzaka lava b.

Tsis atw ze mbl mandany lera mamaly an'ty sipa kidaladala ty.mb kozy e.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 03 août 2017 - 14:08

AZA MIALONA NY DABANY RAHA SAMBATRA IZY FA TS NATOKANA WAN'ROSE IRERY NY FAHASAMBARANA.
TSY NISY LALANA MILAZA HOE TSY NATAO HO SAMBATRA NY OLONA DABANY.
FANANARANA NO NIANDOHAN'TW NEF N'VADIKA LE HISTOIRE TATY AORINA LAS FAMPIDERANA S FANDRANGITANA K LAS TS NAHALIANA TSN.
IZAN NO MDIK WE TS HANANATR N BUT AN'TW F HANDRANGITRA MB HAMPALAZ S HAMPITATRA LAV B LE SUZAKA.
RA ANALYSENA LE FOMBA FAMALIN'TW D KARAZANLE SIPA TIA ADY S MPANDRANGITR OUL ENY @FIARAHAMONINA.MET SUR AH F MODY MAOTINA B ZW TY SIPA TY RHF EO IMASON'LERY D TAKONA NY MASON'DADA.RA MB FANTANY MANTS AN!D HITARAINA ETO @FORUM MADAME ATSY WATS D MODY HOVAINA KEL LE PSEDAKA.SAD KAY IZ TY TENA B TENY RATSY GAIGLAH FA ATO FTSN IZ NO MODY MASINA B.ZAN V LE WE OUL TS MISY TOMIKA?ARY RY ROSE IRER ZN NO AHITA N PARADISA RA ZN AN!NA N PASTERA AZ NGMB MET TS AHITA ANZN F ROSE MIANAKAVY IAN.

TENA MENATRA B ZAH NADANY ANDRO T@ TW TETO.BONS NJY E.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: VeVe
Date: 03 août 2017 - 15:42

Ts sakan'saik mresaka @ty rose

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: pounie
Date: 03 août 2017 - 15:55

zah loh dabany nanambady fa sambatra e.Mitovy zan tsk s Rose fa saingy ny aventageko?zah mahay mampirevy,manana experience tsara.Tsy mila mitady sipa hafa hampirevy azy intsony dada fa efa nahazo mpampirevy.Miadana tsara ah,sad ampiadanin'dada tsara satria mahay mampirevy azy tsara.Omeko azy izay tadiaviny,ataoko izay tiany.Mahazo fafiny izy,zah mahazo fahasambarana tsara.Azo lazaina hoe homme le plus heureux izy.Aiko hoe tsy resaka tsy fitiavana no antony hampirafesan'ny lehilahy fa resaka fafinaretana sy revy.
Je suis fiere d'etre dabaloka.

Ka ahoana?mbola hialona ve?Alefaso indray ny taim-bavandry hoe?Fialonana raha mbola masahy mamaly eo.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 03 août 2017 - 16:06

bien di ki pounie a!!!tapetapethumbs up

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: babylove
Date: 03 août 2017 - 16:42

Bravoo!sendra ny nahay azy tsara zay madame Rose.Iza indray izao no hantsoiny hanohana azy rehefa aveo?Izy mantsy toa manana anarana betsaka hentina hanohanana ny heviny izay ihany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ViVi
Date: 03 août 2017 - 17:01

Dia tsy tian’ny VeVe zany ilay vadinao mbola vierge ? Nanenina ve ianao nanambady azy ?
Za miteny @nao fa ny fanambadiana sy ny virginité dia mifandray araka ny namoronan’A/tra azy. @ ny Deo 22/25 manao hoe izay lehilahy mandry @ virijiny dia tsy maintsy manambady azy. Mbola namerina ny tao I kor 7/28 fa na hanambady aza ny virijiny dia tsy manota tsy akory. Ny dikan’io dia izao izay mamaky ilay vhv no tokony ho vadiny dia anjarantsika no mieritreritra araka ilay voalaza ao @ Korotianina io hoe manota ve ny tsy virijiny manambady. Mety ho manota satria Jesosy dia efa niteny ao marka 10/10 fa izay rehatra misaotra ny vadiny ka manambady indray dia mijangajanga ary izay manambady izay voasaotra dia mijangajanga koa. Mijangajanga isan’andro izay olona misaraka nefa manambady sy izay manambady izay efa nosarahana raha tsy miala. Tahaka an’i Zakeosy namerina izay nangalariny. Hafa ny maty vady saingy tsy izay aloha ny resaka eto.
Tsy ny fisoratana any @ commune no maha-mpivady ny mpivady fa izay niraisana voalohany ho an’ny vhv ary zay nosambainy ho an’ny lhl. T@ andro taloha tsisy soratra tsisy mariazy. Mampalahelo fa betsaka ny lahy sy vavy ankehitriny efa nanao rs sy niara-mipetraka nefa avy eo misaraka dia avy misoratra @ hafa fa hoe mbola celibat hono.
Hajao ny vadinao ry VeVe fa betsaka no maniry fa tsy nahazo sady tsy manota ianao eo anatrehan’A/tra satria tsy vadin’olona ilay vhv.
Noho izany tsisy antony tokony hialonanay izay dabaloaka na manao ahoana na manao ahoana ny fahasambarany satria misy zavatra tsy arakan’ny sitrapon’A/tra.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: @@@
Date: 03 août 2017 - 19:44

Misy ato dia tena mihevitra mihitsy hoe vhv virja miditra @ fanambadiana = miadana = fidèle foana @ vadiny... Izaho anefa dia manana porofo fa dia misy tokoa ny mifanohitra @ izany : efa niray imbetsaka t@ vhv iray izay aho. Mpiaramiasa taminko fahiny izy, virja izy niditra t@ fanambadiana (raha ny filazany t@ izy 15 taona no niray voalohany t@ lehilahy zokiny 10 taona izy nampakatra azy taty aoriana). Tsy mba manana fihetsika mihantsy mihitsy izany madama izany an, ireny lava zipo ireny e. @ maha mpiara miasa anay (iray orinasa fa tsy iray birao) dia matetika nitantarany ny olany aho ary nidramany vola mihitsy moa noho ny olana ara-bola nosedrain'ilay vadiny niasa-tena t@ ireny krizy 2002 ireny. Tsy tafaveriny intsony moa ilay trosa ka izy no nisolo vaika ny akalana, ary dia lasa fanaony ilay izy isaky ny misedra olana ara-bola ry zareo.

Na izany izaho tsy hitsara azy @ izany, satria lakalaka ny fiainana aza mba sendra fahasahiranana fotsiny @ fiainana...Namako foana izy na dia tsy manararaotra azy intsony aho (mifananihany sisa no ataonay). Ianareo irery izao no mahafantatra izany anganoko izany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 04 août 2017 - 09:51

Bonjour daholo

ôlàlà làlà!, je suis vraiment heureuse d'être avec toi mon chéri esclave d'amour. Aucun homme ne serais comme toi.

Tsy nanenina ny vadiko nahazo ahy, toujours fière d'être vierge dans le mariage.

Ny dabaloaka dia ho hitsakitsahin'ny vadiny antampon-doha hatrany satria very haja sy hasina.

Ny vierge dia ho karakarain'ny vadiny hatrany, ankoatra an'i VeVe izay vendrana sy mpanota gaigy lahy ka mbola mampirafy ny vadiny vierge.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: oudriiiiiii
Date: 04 août 2017 - 10:13

tena comic be ny fisainan'ty rose ty!na vierge enao ry neny na tsia refa iodina ny bandy de miodina a!ary io raka le ira iray zay oe tsisy compteur e!tsy ho arakao mitsy oe niodina ve rams sa aona?ianao no diso'ny eritreritrao eo
mipetraha miandry tour ra mbola tsy naita any rams nampirafy fa sao de ho tapaka lalandra eo oe fa nataonao ina ty za vadinao vierge niditra tokatrano????aaaaaaaaaaah

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Anti-Rose
Date: 04 août 2017 - 11:50

TS TIAKO LOATRA ALU ILAY MIHEBOHEBO FA KOSA TSARA HO FANTATRA ARY HANABEAZA NY ANKIZY VAVY FA TSARA NY VIRIJINY MIDITRA AN-TOKAN-TRANO. DIA MARINA FA TSY ALEO TSY HIALONA AZY ISIKA EFA DABALOAKA;

VEHIVAVY AHO MANORATRA IO

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: titosy
Date: 04 août 2017 - 13:21

anti-rose>ny fahazoako az tsy mialona aza ny sipa tsy vièrge niditra tokantrano fa izy mintsy no toa mihebohebo misavoamboana.
vièrge koa za niditra tokantrano, maha fière ahy lay izy fa tsy izay ihany no hanajan ny vadiko ahy, diso hevitra be rose.
elle va tomber de haut. kkkkkkkkkk.
tsy natao ho azy irery ny fahasambarana ka.ny tsy vièrge kou manana droit au bonheur.hatramin ny vie sexuelle-ny tantarainy eto.tssssssssss

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 07 août 2017 - 11:01

Bonjour et amour à tous ceux ou celles qui liront ce message.

Izaho aho vao taitra fa diso sambatra loatra.

Isaorako ny Avo fa nomeny fahendrena aho dia izao sambatra izao.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: titosy
Date: 07 août 2017 - 12:55

rose>sur mints

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: pounie
Date: 09 août 2017 - 10:51

Allo les filles dabaloka!?
andeha hanao vacance any Morondava akia zahay 3 mianaka @Zoma ah.Tena hasambarana tsy misy hoatr'izany.Hamerina ny vola tantely indray akia a!Toa tsy andriko ery ny ahitako ilay espace nanaovana ny mariage-ko.Veloma lava ry be torimaso isany fa raha tena miadana manina raha mba mitety izao tontolo izao fa tsy eo am-pandriana?Efa hitanay foana ilay fandriana hirerehavana e.kkkk

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: zan v?
Date: 09 août 2017 - 16:23

pounie>zan v kia?mahafnaritra kia.jereo ndray nge zao n fialonan'i Rose e.mialona b ndray zao iz fa eo ampandriana no mba fahasambarany fa ts mb afak makaiza.mbola verezin'ny dabaloka raha fiadanana.mampalahelo Rose cry

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 09 août 2017 - 17:03

Rose koa kia ry pounie mbola mahavita mitety an’i Mada. Any an-dafy aza mety ho vitany koa. Ny tsara indrindra moa dia ny paradisan’ny lanitra rahatrizay miala ety satria ny tena tsy nijangajanga. Mandry tsara ny saina hoe ilay vady no nisantatra. Hasambarana eto an-tany ary enga anie hitohy hatrany an-danitra. amena

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: pounie
Date: 09 août 2017 - 17:34

Ndriii,eto an-tany aloha tsy misy olona parfait izany e!mila mandinintena izay milaza ny tenanay ho parfait.T@ andron'i Jesosy aza mbola nisy nijangajanga koa vao maika @zao vanim-potoana hiainatsika zao?Tsy misy fahotana tsy voafafan'ny fibebahana sy fifonana izany koa anie.Inona no antompisian'iJesosy kay?Zah mpanota fa nahalala nifona sy nibebaka ka nahazo fahasambarana.Andriamanitra koa anie tsy hiantso ny marina fa ny mpanota hibebaka e!!!Efa voavidin'ny ran'Jesosy aho ka rariny raha sambatra fa ny anareo fialonana no betsaka.

C qui e sur aloha dia hoe voavela ny helokay matoa izahay miadana am-panambadiana mitovy aminareo.Fa tsy ilay nieritreretinareo hoe hijinja ny nafafy akory.

Azo lazaina anie zao fa mitovy @ilay lehilahy iray maty teo @hazo fijaliana izahay e!Izay tena mpanota gaigy lahy...Nefa aiza izy izao? Mba valio hoe??

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ramah
Date: 10 août 2017 - 06:36

aza mbola misioka aloha raha tsy mivoaka ny ala ,tsy fantatra ny ampitso ary ny tena tanora ny zaza mbola kely

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 10 août 2017 - 10:08

Coucou tout le monde

Tsy mila vacance izany fa mandany fotoana izany raha ho anay mivady manokana, fotoana mamy hifampizarana aza mbola tsy ampy anay, ireo izay nanambady dabaloaka no tsy maintsy hanambitamby resaka voyage sy ny sisa.

Fiainanay milamina tsy ho korontaninay aminà zavatra toizany, sahiko ny miteny fa ho mandrakizay izao fifaliako sy fiadanako izao. Ny vady faran'izay manaja ny tena fa nahazo tantely tsy nitapo-drano

Soit fidèle avec votre amant, aza manaiky atao dabaloaka fa mahamenatra be

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: latsaka
Date: 10 août 2017 - 14:28

hihihi soit fidèle avec votre amant? mortderire
Rose a!!!fanga ndri manana amant ndray e?gratte
Tena sipa tsy normal marina ty!!!
mari sy ny amant tsy mitovy mitsy ry daika a!!!
Ndana aloha mianatra fa zaza tsy ampy taona tony mandany andro ato @ moov fotsiny,aiza no tsy ho vendrana.anmortderire

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: pounie
Date: 10 août 2017 - 14:35

Bonjour madame Rose
huhuhu.tsy manana moyen andehanana hoe izahay dia ampy ange zay e!
Tsy nahovoka nga t@ ilay fanontaniako tetsy ambony?Normal zany,olona maranin-tsaina tsara koa no nametraka ilay fanontaniana ka normal b raha tsy misy havaly ny kely coco.

Je suis intelligente et brillante..bah oui,je l'admE.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 10 août 2017 - 14:45

oh! làlà!

Mais comme vous êtes nul.

Rehefa misolosolo partenaire dia dabaloaka izay, tsy hoe olona manambady ihany akory no miresaka eto fa misy mbola mpisipa ihany koa.

Les pauvres daba,

pounie : tsy ny vola ihany no maha-sambatra fa indrindra vierge tafiditra an-tokan-tranony.

Courage courage

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rosefolle
Date: 10 août 2017 - 15:08

Rose>>> tsy ny rs no hisarahan'ny vadinao anao fa ity toetranao : mais quelle bassesse d'esprit! Maninona ny intimité no tatatataina eraky ny forum toy izao? Peut-être as-tu été vierge au début mais tu ne l'es plus depuis votre 2è rs!
Matoa ianao mideradera tena eto, tsy feno ny fiainanao fa misy banga malgré ton esclave de pauvre mari. Mba mandiniha kely fotsiny ange e, ho faly be ve ny vadinao raha mahita ity sujet ity?
Hamaivanan-doha tsy misy toy izao!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: pounie
Date: 10 août 2017 - 15:09

Bah,on e deux alors!
ouuff..com jsuis fiere d'etre dabaloka.com jsuis fiere de voir mn mari comblE de bonheur e de plaisir.
moi tsy hitako intsony izay hasiana ireto voninkazo homen'ny vadiko ahy isan-kariva ireto ka.Sao omena Rose? tena diso genereux sady gentil loatra akia ilay vadiko ah! tsy andriny mihitsy hono akia izay ahatongavana ahitana ahy a!misy fotoana aza izy mijanona ato an-trano no miasa fa ela loatra hono vao hariva ny andro.matsiaro sambatra hono izy mahita ahy a chaque instant.Mamy anie izany e!lover

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: letie
Date: 10 août 2017 - 15:25

Tena liana be aho nahita ilay sujet dia naika hanohana ilay izy kanjo rehefa namaky lalin-dalina kokoa otran tsy fananarana no tanjon'ity tompon'ny sujet ity fa handrangitra sy hidedaka.Aleo tsy hanohana indray fa sao afa-baraka eto.

oft,otran reveko be ilay fomba fisainan'POUNIE.Mba mahatakatra lavitra sy m'comprendre an'le mahatonga ny bandy hiodina.Zan ka sipa milay.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent1234Suivante
Page: 2 sur 4


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg