Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Aller à la page: Précédent1234Suivante
Page: 3 sur 4
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 10 août 2017 - 15:26

je suis entièrement d’accord avec toi Rosefolle.tsara be le oe vierge no miditra ao antokantrano fa ny fisainan'ty Rose ty kosa dia tena mirefarefa @ tany mits.asa ngamba mbola mieriteritra ny tenany fa vierge izy @ zao fotoana izao.sady tsy misy oe misolo2 partenaire zay vô dabaloka fa refa voakitika io defa dabaloaka foana.
Zaza marina enao ty ngamba.Mbola tsy dia mahay fiainana lotra soit tu est une malade mentale!hum

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 10 août 2017 - 15:51

Ny tena mapiomehy azy dia tsy mba manana hevitra mafonja izy sady tsy mahay miady hevitra fa ny teo ihany no miverina.Tsy mba hoatr'izao kosa aloha no facon hananarako ny zanako e!Tsy hampianariko hanan-devo olona izany ny zanako.Sady lasa mianatra toetra ratsy raha ity no hitany.Tsy mahaomby raha izao no entina hananarana azy.Izany mananatra izany miaraka @fahendrena,finoana,tokony toetra tsara sy fiteny tsara no hoentina hiresahana aminy fa tsy tonga dia resaka hoe(masahy mifaninana @ireo sexy,hanao akanjo sexy be zaho rariva,vao mikitika ahy ny vadiko dia mangoritsina sns...)Eritrereto hoe miaraka mananatra azy eo ny dadany dia mba ahoana moa ny hiresahana ireo zavatra ireo?Na ilay zaza aza mety ho sadaikatra sy menamenatra ihany.

Izao no mba hafatro hoan'i Rose,izaho renim-pianakaviana virijny koa t@ nanambady.Raha tianao ho voarain'ny mpamaky ilay fananaranao dia hialao ilay toe-tsainao mieboebo fa tsy mila tanisaina eto akory izany fa efa fantatry ny olona.Na tokony hieno anao aza ireo vehivavy tsy madio lasa fahatezerana no azony.Manjary lasa hataon'ny olona fanalana andro eto fotsiny ianao.Ka ataovy hoe reninao aho miteny io.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 10 août 2017 - 15:55

Aza be fialonana moa ianareo eh

Hanaro ny ankizy mba ho vierge miditra ny tokan-tranony fa tsy zarina hamelatra amin'ny premier venu eo. Toetra tsara no hapitako ary zaraiko amin'ny mpamaky fa ny olana moa efa daba daholo sy mijaly hampanam-badiana no betsaka ato.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ntssss
Date: 10 août 2017 - 16:03

ary efa dabalôka amin'izay ary rose fa andao amin'izay amin'ny bandy rehetra eto e !

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 10 août 2017 - 16:14

Hitanao fa hila vaniny no hatongavanao eto.Jereo anie fa ireo vehivavy tsy madio indray no manam-panahy kokoa noho ianao e!Mba omeo porofo aza fa hoe tena mijaly ireo vehivavy tsy madio?Ataovy porofo hitan'ny be sy ny maro fa tsy olona any akaikanareo any akory.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 10 août 2017 - 16:22

Ahy ve ity sujet ity dia hila vaniny ahoana aho?

Miseho ho manam-panahy ireo satria raha vao miadaladala dia maika milevina ny fantsy nalefako.

Mijaly ireo satria izy ireo efa nifandimbiasan'ny bandy betsaka no mahatonga ny vadiny mampirafy, mamo lava, mikitakita, sy ny maro

Dia ireo ihany koa tsy mahay mipetraka amin'ny vadiny fa midingina etsy sy eroa ha hoe manam-panahy ahoana?, izaho no manam-panahy satria manaja ny tokan-tranoko aho, ny vadiko manaja ahy 200%

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: trandraka
Date: 10 août 2017 - 16:37

hi hi hi! Nataoko ihany ny tsy hiteny fa tena henjana be ity sujet iray ty an.......... ha ha ha

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 10 août 2017 - 16:52

tsy azonao ve ilay porofo angatahiko?omeo olona fatatry ny be sy ny maro ilay izy fa tsy fitanisana ny fijaliana ka!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 10 août 2017 - 17:30

Manantena valiny mahafa-po avy aminao aho ry Rose.Raha mety dia ataovy olona eto Madagasikara ilay izy.Aza matahotra fa mbola betsaka ny lesona hoampitaiko aminao,ka miangavy anao aho mba hitony sy tsy hanao vali-boraingina na hanova resaka rehefa miresaka isika.Mbola betsaka ny fanontaniana hapetrako aminao.Hiangaviako koa raha mba mety dia aleo mba miresaka matotra fa tsy dia hatao sain'ankizy loatra rehefa miresaka.Efa mba olon-dehibe ihany mantsy ny tenako.Manantena ny hitafa aminao rahampitso.Dia vita soa ny alina daholo.Misaotra indrindra.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 11 août 2017 - 07:38

lovelife>>> sahirana eo ki ndri fa miresaka @ adala ny miresaka @ io Rose io.Valiny mitovy fona no amaliany anao eo.reraka eo ftsny fa aleo izy irediredy @ fiainany lazainy fa tsisy tomika izao.samia miaina ny fianany.....ny an'ny dabalôka fijaliana fa ny an'i Rose vie parfaite.
Bonne chance ry Raozy adala a.....
Mino aho fa tena ankasitrahan'Andriamanitra ny toetranao niditra vierge t@ tokantrano fa io toetranao iray io no mety tsy aha tafa anao.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 11 août 2017 - 10:59

Pounie///Marina fa tsy misy ny parfait, olombelona tsy maintsy solafaka dia izay no hibebahana isan’andro ary miezaka ny tsy manao intsony. Samy hafa ny famelan-keloka azon’ny olona mpiteny ratsy sy ny mpangalatra. Ny mpiteny ratsy rehefa mibebaka ka tsy mamerina intsony dia voavela ny helony. Ny mpangalatra mila memerina izay nangalariny. Mety ve izany hoe mpangalatra mibebaka nefa mbola ao @nao ilay zavatra nangalarina ?
Fa maninona moa ny fialonana sy ny fierté foana no averin’ny dabaloaka eto. Fière koa zany nareo raha vetavetain’ny olona ny zanakareo tahaka ny tenanareo ? Fier koa zany ny vadinareo nanambady anareo efa vaky ? Mitombona ve zany hoe faly fa nietry (déshonorer) na maloto? Koa na ataoko aza hoe hanana ny fahasambarana eto an-tany nefa very ny fanahy inona no dikany.
Tsy hitako izay hialonana izay dabaloaka satria sady efa nietry no sarotra be ilay toerana misy. Fantako ary azoko ny famaritana ny atao hoe fanambadiana araka ny sitrapon’A/tra, matahotra ny fanahiko aho sao very raha za no ….
Lovelife///ao @ rubrique problèmes conjugaux kia feno vhv be dia be mijaly. Tsy misy miteny ry zareo tsy vierge nefa za mino fa efa dabalaoka daholo vao nanambady. Ny virijiny mantsy vitsy. Fanambadiana terena toy ny vohoka daholo ny ankabeazany dia manaiky tsy fidiny ilay lehilahy. Dia ao @ Sexualité koa misy lehilahy marary saina be mieritreritra hoe daba ny vadiny.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 11 août 2017 - 12:22

Bonjour à tous

Na dia vitsy dia vitsy aza no manohana ny sujet ako dia mahatsapa aho fa vitsy ny olon-kendry sy nitandrina ny maha-sacré an'izany atao hoe virginité hoentina an-tokan-trano. Manindroso ny fon'ny maro an'isa izany nizara ny vatana même na tamin'ny mpitari-poussy aza.

Izaho tretrika sy miadana satria nanaja ny satrampon'Andriamanitra aho, manaja ahy ny vadiko ary tsy misy saina hoe iza avy aza izao no efa nianika an'ity vadiko ity rehefa manao RS.

Ianareo rafin'ny vadinareo etsy sy eroa satria ilay matsiro indrindra no tokony hoazy naparitaka

Courage les daba

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: titosy
Date: 11 août 2017 - 13:10

rose>hain i rose ve ny dikan ny hoe :ny tapany ihany no mikobana???
mbola zaza enao fa aza mbola misioka loatra an.
refa mitady hono dia mahita; efa hors sujet be enao dia aleo attaqué-ny pokona any.
aza mampiasa ny teny frantsay refa tsy voafehy lay izy fa vao maika mahamenatra
mirary antsika ahita fahasambarana daolo; sao diso hevitra enao fa tsy ho anao irery ny fahasambarana

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 11 août 2017 - 13:19

titosy///hotran'ny tsy vierge niditra ny tokantrano ianao fa manenjika an'i Rose foana @zay lazainy ary mahafaly anao ny hitsikeran'ny olona azy.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 11 août 2017 - 13:58

Bjrs a tous!
Ato ve i Rose sy Sambatra?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 11 août 2017 - 14:14

Voalohany indrindra aloha dia tsoriko fa hafatra no hozaraiko eto fa tsy sanatria fiantsiana ady na fandrangitana akory.Ny iriana moa dia mba samy handray lesona daholo isika izay mamaky.Ialako tsiny dieny ety amboalohany aloha raha toa ka misy fiteny mety manindrona atsika eny atsefatsefany eny, en particulier ianao ry Rose.Tsy aiko aloha raha hampiova ny toe-tsainao ity ry Rose na tsia fa adidiko ny manabe sy mampita hafatra ka asakasakao raha mbola hiziriziry sy mbola ho tia tena ianao.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 11 août 2017 - 14:31

bonjour madame lovelife. Miandry ny hafatrao zay
Efa novaliko ilay fanontaniana napetrakao t@ Rose efa hitan'ny be sy maro sady tsy namorona za fa ny tompony ihany no mitantara.
Fa ny tsy azoko ilay hoe miziriziry sy tia tena i Rose nefa virijiny???gratte

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelifa
Date: 11 août 2017 - 14:43

Eny ary.
Ianao ve ry Rose efa nandinika tsara ny fianainan'ireny vazaha vavy ireny?Firy2 @izy ireny kay no virijiny? mety hiteny ianao hoe 2% angamba.Ekena..raisitsika ohatra i Meghan Markle.Raha mpanaraka ireny actu people ireny ianao dia mety maharaka tsara azy.Izy no princessen'i Prince Harry.Izay vehivavy azo sokajiana ho tao anatin'ilay 98% vehivavy tsy virijiny.Nefa izy izao lasa princesse,mipetraka @ireny tranona mpanjaka ireny.Tsy misy tsy hananany ny zavatra rehetra.Azo lazaina sambatra izy.Noho izany voalohany indrindra dia tsy ny fahadiovana no mitondra fahasambarana fa ny fitiavana sy ny fifanajana @maha lahy ny lahy sy @maha vavy ny vavy..Misy exercice kely hampanaoviko anao ity.Andramo kitakitaina sy hanaovy toetra tsy na hamafisan'doha mandritra ny andro vitsy2 anie io vadinao io e!dia jeretsika eo ny resulta..eny mety tsy hiteny ny resultat marina ianao avieo fa tsy maninona fa efa aiko ny valiny.Dia @zay fotoana izay isika lasa miverina @ilay raison etsy ambony.

Faharoa,fanontaniana hoanao indray ity: Ianao ve no vehivavy niarahan'ny vadinao voalohany sa efa nisy talohanao? Miandry ny valinteninao indray aho vao afaka manoy.

Mbola averiko ihany,aza raisina ho toy ny morale ilay izy fa mba juste fampianarana fotsiny.
Tsy hanenenako mihitsy ny andro laniko eto satria zavatra mahasoa no zaraiko eto fa asakasak'izay handray sy hanakiana na hanohitra ny fahamarinana.

Miandry ny reponse anao indray aho Rose.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 11 août 2017 - 15:08

Aza monolo-bato mafana olona ry madame lovelife. Aiza koa dia hifanala-baraka eny imason’olona na dia hoe fitsapana aza. Tadiavinao hikorantana ny tokantranony efa sambatra dia hitovy an’ny dabaloaka. Sao dia mba tsy rariny e. Otran’ny mpitari-bato vilam-bava fa tsy mba fananarana ilay soratanao. Raha tsy namaky ity sujet ity hatr@ voalohany ianao dia ity no famaritana ny atao hoe fanambadiana araka ny namoron’A/tra azy :
« ny fanambadiana sy ny virginité dia mifandray araka ny namoronan’A/tra azy. @ ny Deo 22/25 manao hoe izay lehilahy mandry @ virijiny dia tsy maintsy manambady azy. Mbola namerina ny tao I kor 7/28 fa na hanambady aza ny virijiny dia tsy manota tsy akory. Ny dikan’io dia izao izay mamaky ilay vhv no tokony ho vadiny dia anjarantsika no mieritreritra araka ilay voalaza ao @ Korotianina io hoe manota ve ny tsy virijiny manambady. Mety ho manota satria Jesosy dia efa niteny ao marka 10/10 fa izay rehatra misaotra ny vadiny ka manambady indray dia mijangajanga ary izay manambady izay voasaotra dia mijangajanga koa. Mijangajanga isan’andro izay olona misaraka nefa manambady sy izay manambady izay efa nosarahana raha tsy miala. Tahaka an’i Zakeosy namerina izay nangalariny. Hafa ny maty vady saingy tsy izay aloha ny resaka eto.
Tsy ny fisoratana any @ commune no maha-mpivady ny mpivady fa izay niraisana voalohany ho an’ny vhv ary zay nosambainy ho an’ny lhl. T@ andro taloha tsisy soratra tsisy mariazy. Mampalahelo fa betsaka ny lahy sy vavy ankehitriny efa nanao rs sy niara-mipetraka nefa avy eo misaraka dia avy misoratra @ hafa fa hoe mbola celibat hono ».
Mbola averiko tsy ny fahasambarana eto an-tany no zava-dehibe fa ny an-danitra. Hoy i Jesosy : « katsaho aloha ny fanjakan’A/tra sy ny fahamarinany dia hanampy anao ny zava-drehetra », « inona no soa azon’ny olona ary azony izao tontolo izao nefa very ny fanahiny ». Izay mitondra tena araka ny fahamarianana sy ny fahamasinana dia tahin’A/tra sy hanehoany ny voninahiny. Hotahiana ny tenany (virginité, ainy..) ary ho vaovonjy ny fanahiny.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 11 août 2017 - 15:09

Fière d'être vierge niditra tao an-tokan-trano, averiko foana ary tsy maninona na ho leo aza ny maro, indrindra fa i lovelifa.

Volohany indrindra aloha dia tsy voatery hamaly ny fanontanianao aho, sa ianao police???

Faharoa tsy mpanabe ianao amiko fa toa olona frustré amin'ny bonheur ko.

Tsy mampaninona ahy na efa niaraka tamin'ny olonkafa aza ny vadiko vao nanam-bady ahy, fa izaho no fantatro tsara fa vierge no nampiakariny, tsy vitan'ny vierge fa sady intelligente no bikana, izy combler no tsapako ary izaho miaina paradisa sahady dien'ny ety an-tany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 11 août 2017 - 15:22

sambatra
Aza maika ianao fa mbola mandeha par etape ka!mbola ho tonga any isika fa aza maika.

Rose
Inona kay no antony tsy hamalianao ny fanontaniako? misy zavatra manohina anao ve ny valiny?toa izay rehetra nanontany anao toa novalianao daholo? nefa ny ahy hitako ampanajana ihany mihoatra ny an'ny hafa.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 11 août 2017 - 15:47

lovelife///Ny tsy azoko @nao zany dia tianao hidirana ny fainan’olona. Raha te hananatra ianao tonga dia lazao dia anjaran’ny tsirairay no mandinika sy mieritreritra fa samy manana ny fisainany sy izay tiany io. Tsy voatery hitantara @nao ny fianany tsy tiany ho tantaraina ny olona sady eto mamaky daholo. Ataovy hotran’ny RAR sy ny zanaka ilay anatra. Na ny zanakao aza tsy hilaza ny fiainany @nao.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 11 août 2017 - 15:51

io fa mitady tsy ahita lazaina ry Rose sy ry sambatra.
Alefa lovelife a!!up
Sambatra>>>>ra ny filazanao dia ny lehilahy namaky anao voalohany no tokony ho vadinao?Mino ve enao fa vô i Rose koa no niaraka t@ vadiny? ka tonga dia nalainy ilay vehivavy virijiny?
Zao no teneniko an'i Rose sy Sambatra: aza mitsara mba tsy ho tsaraina fa tsy ny virginité miditra ao an-tonkatrano dia ampy idiranao any andanitra fa ny toetra sy ny fanahinao.
Tadidio fa nisy mpivaro-tena ary azo atao oe dabalôka @ maha mpivaro-tena azy fa noho ny fanetre-tenany,dia voavela ny helony rehetra.ka na ny manodidina teo ary gaga fa izy indray no nanantonan'i Jesosy ,ary nilaza ireo olona nahita oe fa nahoana ianao no manantona an'io olona maloto io? fantatrao ve ry sambatra ny navalin'ny Tompo: izay tsy nanota taminareo no aoka itora-bato azy voalohany.

Ka zao,aza mitopy teny fatatra oe satria ianao virijiny dia ianao no tena lafatra fa na io toetranao io ary ry Rose/sambatra dia efa mety amarina anao any ankady.

Marina fa tsara le virijiny niditra tao antokantrano fa mbola tsy misy tompon'ny ampitso ka aza dia mahantonga fanafitohinana ho an'ny sasany fa heloka ho anao.Mipetraha tsara @ fahasambaranao, ary rehefa mananatra ataovy @ fomba maontina dia ho voaray ny mpamaky tsara ny tinao ho ampitaina.blink

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 11 août 2017 - 15:57

jereo fotsiny ange le titre an'le sujet e? ra tena te hananatra ny ankizy enao tsy otran'io no nitondranao azy.

Esclave-ko ny vadiko????? na le vadinao ary tena mba mampalahelo ana ny miheritreritra an'azy.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 11 août 2017 - 15:57

lovelife / intelligente

Efa nambarako aminareo io ambony io fa tsy manana compte rendu omena anareo aho, miezaky ny manimba ny saiko izay milamina ary tsy misy pentina ianareo, tsy homeko satisfaction anefa ianareo fa miala tsiny aho.

Azo sary an-tsaina mihitsy ilay ianareo rare be vao kitiam-badinareo, mampalaina azy satria efa daba, na mety efa lany maminy dien'ny bonheur be. Mampahery anareo aho noho izany satria tsy fidiny ho anareo ilay tsy nitandrim-batana sy nanota mbola tanora.

Je suis fière de moi même en ce moment et pour toujours car mon mari m'aimes avec tendresse, il me traite comme une vrai princesse d'amour.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 11 août 2017 - 16:08

Fanontaniako faharoa..efa niray t@ olona talohanao ve ny vadinao?
eny eh,efa fantatro hoe tsy hamaly izay marina ianao sady efa haiko koa ny valiny fa mba hoentiko hanazavana fotsiny izy ity.Ianao rahateo indraindray mandaingandainga kely, fa bon..tsy maninona ka.Fomban-javatra efa fahitako matetika.

Sur 100% aloha aho fa efa possible io question io,tsy mila resa-be.
Maninona ny vadinao no tsy mijaly ara-panambadiana raha izany? Ianao milaza fa izay rehetra nijangajanga dia tsy maintsy hijaly tanteraka?Maninona ny vadinao no sambatra araka ilay voalazanao?kanefa ny baiboly milaza fa izay rehetra mandry @ vehivavy tsy vadiny dia efa nijangajanga? sa hoe ny lehilahy kapaina tsy hita fery ve?Tsia...rehefa nijangajanga dia mitovy daholo fa tsy hoe rehefa ny vavy no nijangajanga dia tsy maintsy mijaly fa ny lehilahy tsy maninona na hitety vehivavy firy aza.Rehefa mijangajanga dia mitovy daholo.
Tokony vehivavy maditra lehilahy na ireny vehivavy be rendrarendra sy tsy miraharaha vady aman-janaka ireny izany no tokony ho anjaran'ilay vadinao fa tsy ianao.
Kanefa tsindrianao matetika ilay hoe sambatra sy combler ny vadinao..noho izany,mbola ny fitiavana izany no nitondra azy.

Raha TSIA kosa ny valiny dia mety hitombina ilay voalazan'ireo etsy ambony hoe mbola tsy mahay izy dia tsy mahalalala izay tokony ho izy.Na ianao no tsy nadio dia ny vadinao koa tsy nahay.Na ianao efa ela tsy niray t@ lehilahy dia toa mbola ireny virijiny ireny novantanin'ilay vadinao izay mbola tsy mahalala tsara satria mbola tsy nanana ilay atao hoe experience.Rehefa ela2 mantsy ny vehivavy no tsy nanao firaisana @lehilahy dia lasa tery izy io.Dia betsaka ny lehilahy no voafitaka.Mpitsabo momban'ny fananahana sy psyco mantsy no asako ka haiko tsara h@ pitsopitsony.

Mbola averiko ihany fa tsy mampaninona ahy mihitsy izay fitsaranareo ahy.fa raha tena olona marina tokoa ianareo tsy tokony hisafoaka @izay voalazako.Ary mamaly ampahendrena sy ampatoniana.Izahay psyco aloha tsy taitra @ilay reaction satria efa fahita matetika ilay izy.

Amin'ny seance manaraka indray ny tohiny.Merci

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 11 août 2017 - 16:09

sahanao ary ve no miteny fa tena ho tafiditra @ fanjakan'ny lanitra ianao satria virijiny niditra tao @ tonkantrano?
Raha vehivavy misaina enao tsy ho simba saina ny @ zany satria na ny manahaka ny tokantranonao ary vitanao atao eto @ moov.
misy tsy milamina ianao fa mihevera tena.
Mety dabalôka ndray ary no miditra alohanao any andanitra fa ianao mbola misy zavatra b d b ho azavaina @ Andriamanitra ny @ toetra ratsinao.Sur mits aho.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 11 août 2017 - 16:14

Tsy nisy fitsarana n’iza n’iza teo fa teny avy ao @ baiboly no nolazaiko fa tsy namorona aho. Dia samy mandinika.
Raha efa niaraka t@olona hafa ilay lhl fa tsy mbola namaky vhv hafa tsy hitako izay olana.
Eny anisany antoka hidirana any an-danitra ny virginité raha hanambady satria voalaza mazava tsara ilay hoe VIRIJINY ao @ korotianina fa tsy nataony hoe vehivavy.
Ny @ mpivaro-tena voavela heloka dia niteny Jesosy hoe « mandehana @zao sisa zao dia aza manota intsony ». Jesosy tsy niteny hoe « mandehana manambady » na hoe ataovy ny fiainanao. Niteny koa izy mantsy ilay vhv samaritanina izay misolosolo vady fa tsy vadiny ilay itoerany ankehitriny. Izany hoe ilay voalohany no izy.
Mbola averiko fa izay matoky an’A/tra sy manao ny sitrapony dia arovany sy anehoany ny voninahiny ka tsy mba hivarina an-kady.
Na ny pasitera sasany aza tsy hiteny anareo ny famaritana an’io fanambadiana io fa rehefa miezaka mitady ny fahamarianana dia hazavaina sy atoron’A/tra ny lalany marina sy masina mba ho raisiny any an-danitra rahatrizay.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: kopy
Date: 11 août 2017 - 16:15

lovelife>misy ho sainina mts ny message-nao.Rovin ny seance manarak fa to mahalina?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: lovelife
Date: 11 août 2017 - 16:28

sambatra
Tsy fahadisoako kosa aloha ilay manontany satria izy aza milaza ny intimite an'izy mivady e to @forum dia mba nanararaotra nanontany aho hoentiko hanamarinana ny realitE.

kopy
Amin'ny lundi indray ny seance manaraka fa samedi zaho tsy afaka fa manana RDV betsaka dia somary tery2 ny programako.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Oadrayeeee
Date: 11 août 2017 - 16:42

Sambatra >>> ary raha virjiny niditra ny tokantrano fa manao toetra mieboebo, manevateva olona, maivan-doha, manahaka tokantrano, mifosa ny vady ho andevony, mirehareha, manambany ny hafa, mihevi-tena ho tonga lafatra ka mahazo antoka hiditra ny paradisa?
Garantie hahazo ny fanjakan'ny lanitra ve? Mahalasa saina ihany ô?
Misy Teny izay manao hoe " izay manetry tena no asandratra, fa izay manandra-tena no hahetry " tsy hoe i Rose virjiny velively no tsy hahazoazoan'ny olona azy eto fa ilay toetra mampalahelo sy mahamenatra ananany. Raha te hampita hafatra positif izy, teny feno fahendrena, fahamaotinana ary fitiavana, teny mihaja no nentiny teto.
Mila mieritreritra kely aloha fa mitsontsona be fahatany ka tena mahonena! Raha zanako Rose efa nahazo hoe akombony ny vava.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: kopy
Date: 11 août 2017 - 17:01

soa ian n'vadko fa ts nanw otrzw fa ra ts zan efa ela no nariko.Na virjiny az rhf manw fsainana bas karta tena mamenatra b.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: stop
Date: 11 août 2017 - 17:11

Ory Rose sy sambatra a?sao dia tokony tsy hamono tena handea hivavaka tsn az zan ny olona satria zan ef fantatra fa ts mis ho tafidtra any @paradisa afa-tsy nareo ian?
manin ra tong de tenen we akatony dhl n'fiangonana eto an-tany fa ts mis marina na d 1 aza.sao d zay le tinareo atongavana?

sambatra>d ren mpamono olona niova fo ren koa zan namerina zay novonoiny sa we nanambotra vao2 natao solon'ren matiny ren?sa natsangany le olona nvonoiny dia naveriny t@ze tompony?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: fanampiny
Date: 11 août 2017 - 17:23

ampiko kely le fanontanian'i STOP

Sambatra: samy ao anaty didy folo ihany dia maninona kia le fijangajangana ihany no precizenareo tsara hoe ts ho tafiditra ny fanjakan'ny lanitra? nefa misy ao hoe Aza mamono olona! Aza mandainga! Aza mitsiriritra! Aza mangalatra! Aza manao sarin-javatra voasikotra sns...Sa hoe efa nofoanana dhl reo didy ambiny ireo fa le fijangajangana sisa no tavela?Ary mety ho tafiditra any @paradisa daholo izany ireny olona any am-ponja ireny an!tsy tokony hisy fonja mihitsy moa zan ny marimarina kokoa satria tsy meloka ireny olona midy any ireny fa ny mpijangajanga ihany no meloka.

Mba iza loatra aza no manampahaizana nampianatra anareo roa ireto? mba tiako ho fantatra! kkkk

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: sambatra
Date: 12 août 2017 - 10:10

Stop & fanampiny////vakio tsara ny zavatra nosoatako rehetra tato fa samy solafaka daholo hoy aho @ mahaolombelona na izaho aza fa tonga dia mibebaka haingana mba tsy ho tara. Ny atao hoe mibebaka dia mifona ary miezaka ny tsy mamerina intsony. Ain’olona efa maty ve afaka averina fa halatra eo am-pelatananao no tokony averinao @ tompony raha mbola hitanao izy. Logique ve hoe mibebaka nefa mitazona halatra nefa eo ny tompony na mbola mitohy mijangajanga. Samy mieritreritra.
Satria resaka virginité sy fijangajangana no tena vontoatin’ny sujet dia otran’ny hoe mibahana be @ilay hahatafiditra ny lanitra fa rehefa diso @ iray loha dia diso @izy rehetra dia izay ilay ilaiana mitondra tena @ fahamarinana sy fahamasinana (toe-po, fitondra-tena,…) raha te ho any an-danitra. Ny ota rehetra rehetra rehefa hibebahana na inona na inona dia voavonjy.
Oadrayeeee///tsy nitsara ny dabalaoka aho hoe mpijangajanga dia tsy hitsara an’i Rose koa.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: fanampiny
Date: 14 août 2017 - 11:06

sambatra>ka iza izany no nanoratra ireo fanizingizinana be rehetra ireo? ay ianareo manaiky ihany hoe samy diso isika? zahay dabaloka=iny no lesoka taminay. Ianareo mieboebo,manevateva,manambanimbany=iny no lesokareo...donc,aza dia mitsaratsara olona fahatany fa mandiniha tena aloha fa samy tsy tonga lafatra isika eto an-tany.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 14 août 2017 - 11:32

Bonjour à tous, na ny vierge na ny daba.

Izaho kosa aloha sahy manizingizina fa tsy diso izany mihitsy, izaho tsy nanota ary tsy hanota satria vierge niditra tanaty tokan-tranoko, manaja ny vadiko tokana aho, ny fijangajangana no fahotana mihatraika amin'ny vatana ratsy indrindra ary mbola haveriko izany. Izaho mbola tsy nijangajanga ary zavatra tsy aiko akory ny mombammomba an'izany, izany hafendreko izany no mahatonga ny fiainako paradin-tany ka mahereza foana ianareo daba fa ho hitsakitsahin'ny vadinareo hatrany hantampon-doha, kitakita etsy an-daniny

echiiiiiiiiiéééééééééé....

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Oryrosea
Date: 14 août 2017 - 12:16

Rose>>> efa tsy vierge intsony ianao izao ka. Ary izato toetranao no mandamohaka. Mampalahelo ilay foto-pisainana. Aiza moa no hahalalanao izay fiainan-tokantranon'ny olona tsirairay ? Manizingizina ve ianao fa izay vierges rehetra niditra ny tokantrano dia miadana avokoa? Aza adino fa ny Zaza fito tsy mahafehy trano hoy ny Ntaolo.
Mino aho fa raha fantatry ny vadinao ity ianao miedinedina aty @ forum public, mitantara ny intimité anareo mivady izao, sy mihizingizina ho tonga lafatra, dia ho kivy tanteraka izy ary hidina ambany dia ambany izay fanajany anao.
Tsarovy fa ny mahavirjiny hireharehanao efa tapitra taorianan'ny rs voalohany fa ny vehivavy manam-panahy sy tsara toetra, manaja tena no mendrika.
Raha izao fipetsopetson'ny vavanao izao sy ity ianao manao tsinontsinona ny hafa ity, tsy haharitra ela ny tokantranonao. Koa satria efa dabaloaka koa ianao izao, inona moa no hanakana ny vadinao tsy hitady vehivavy maotina sy hendry ary tsara fanahy, vehivavy mahakarakara sy manambitamby ary manaja azy fa tsy ilaozana mandany andro mampiseho toe-tsaina lomorina eto @ internet ? Mbola ho lava ny fiainana, aza mieboebo fa hanenina mafy atsy aoriana. Tsy manan-janaka vavy angaha ianao ? Tsy mba te ho modely ho azy @ fahamendrehana? Mieritreritra tsara aloha vao sokafana ny vava ô!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: C.o.n.n.a.s.s.e
Date: 14 août 2017 - 12:21

Rose=====> ton corps était, et je dis bien était, vierge, mais ton caractère est celui d'une p.u.t.a.i.n. Je plains sincèrement ton idiot de mari.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 14 août 2017 - 12:55

Aza marary aina ianareo fa tsy hanova sain'ny vadinareo intsony izay zavatra ho lazainao amiko eto, tsy miteny anareo ny vadinareo fa ny ao ampony lalina ao no hambarako aminareo, efa nifandimbiasan'ny bady firy aza ito vadiko ito hoy Monsieur anareo, karohina ny lasa efa niaraka tamin'ny rakoto sy ry rabe.

Sambatra ny vadiko ary mitovy fiadanana amiko satria mifanaja, averiko foana fa vehivavy madio aho no nifanena tamin'ny vadiko ary tena important ba izany raha hanorina tokan-trano.

Marina fa efa sarotra izany ankehitriny fa kosa mbola azo ampianarina ny zaza, aleo vierge mandrampahatonga ao amin'ny tokan-trano fa ho hajain'ny vadinao ianareo.

Bonne chance

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Eeeeeeeeee
Date: 14 août 2017 - 13:08

Rose,
Mais qu'est-ce que tu es butée! Je me demande quel âge tu as ? Tu n'as pas beaucoup d'expériences de la vie non? Tu te crois parfaite? Quel intérêt retires tu en dénigrant les gens ici? Si tu étais si heureuse que ça, tu ne viendrais pas crier sur ce forum, tu ne chercherais même pas à insister sur ta prétendue perfection. Tu ne te défendrais pas sans cesse comme ça. Ta vie de couple n'est pas si belle apparemment car tu as besoin de te pavaner partout. Une femme comblée et sûre de son mariage ne dirait jamais du mal des autres. Tout le monde rigole de toi ici, te traite de tous les noms, tu en es fière ?

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 14 août 2017 - 13:20

Mais bien sur que je grimpe le ciel en ce moment même de ma victoire d'amour parfait. Je remercie infiniment le bon Dieu de ma'avoir donner cette sagesse que rare personne peut exécuté.

C'est normal que il y a des personnes me traitent de tous les noms et je me m'en moque totalement car ce sont des personnes frustrés par la vérité.

Il faut criée a haute voix ce qui font des belles choses non????

Je suis heureuse et au déjà au paradis

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Ouafouafouaf
Date: 14 août 2017 - 13:35

La chienne aboie, la caravane passe.
Hay ve mbola ato foana ity Rose ity e? Efa tsy misy mpamaly mbola mivazavaza irery eto ihany. Amin'izay tsy mahay miteny frantsay akory. Mampihomehy be. Andeha hivadika atsy @ olona tena manana olana aho hanome torohevitra fa tssss,tohizo eo ny monologue Rose a, vehivavy tsy manan-katao. Sa kosa re misy fahavoazana kely na mikasika zava-mahadomelina e? Va te faire soigner le cerveau car pour ce qui est de ton corps, c'est trop tard, les personnes ci-dessus ont raison, tu n'es plus vierge ma vieille, plus du tout, donc tu n'as plus aucune qualité. Profite tant que ton mari ne s'aperçoit pas encore de ton imbécilité monumentale.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 14 août 2017 - 13:38

ity ndray no tsitakohihihi il faut criéé a haute voix ce qui font des belle choses?grattemortderire
ihomehezana sisa ny mety fa ita be oe olona vendrana.hum

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 14 août 2017 - 13:42

Désolé si les mots vous blesses les jaloux.

Je profite de cette aprèm plein de bonheur, rien que pour moi.

Si vous saviez comme j'aimes la vie.

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Elle8
Date: 14 août 2017 - 13:45

* Rose

Tandremo ary ho solafaka ndray androany akia, ny vava aiza atao b lotra.

Bon après midi ary ndry e!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: ovay
Date: 14 août 2017 - 14:09

Ovay aloha le toetranao ry Rose dia zay zahay vao hieno ny fananaranao a!Manjary fanambanian'olona sy hamafisan-doha no henaranay eto fa tsy fahadiovana sy fitondran-tena tsara!

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 14 août 2017 - 14:38

laughc'est pas du tout tes mots qui blesses,mais tu dit n'importe quoi!!!
ataovy teny gasy rehefa tsy mahay maneho hevitra en français fa ça te rend encore plus ridicule.kiss

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: Rose
Date: 14 août 2017 - 14:44

Je ne suis pas une malgache mais une sainte.

Je vous encourage les dabas

Options: Répondre
Re: Esclave-ko ny vadiko
Par: intelligente
Date: 14 août 2017 - 14:47

tena tsy avotra enao.

je ne suis pas une malgaches mais une sainte?mortderire

Sainte Rose?????mortderire

Bon courage koa enao ry virja a!!!

Raha virja hendry enao notohanako iany le hevitrao fa enao virja misy fahavoazana.marteau

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent1234Suivante
Page: 3 sur 4


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg