Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
mangataka hevitra
Par: madio
Date: 19 août 2017 - 12:43

Miarahaba an'izay mahita ity.

Vehivavy no manoratra. Miaraka amin"olona efa an-taonany maro aho (8taona latsaka kely). Nifankatia izahay saingy izaho kosa tsy mahatsapa fitiavana intsony @zao,tsy mitovy intsony ny tadin-dokanga. Izy anefa tena sarotra ialana fa rehefa mba manao resaka matotra aminy momba izany aho dia ranomaso no asetriny ary mitalaho mihitsy izy hany ka lasa toy ny manana "pitié" ho azy aho sisa dia mijanona foana ihany. Ankehitriny anefa misy olona iray tiako sady milaza tia ahy koa ary mitady hiaraka aminy aho, izy rahateo tena itako fa matotra sady tena vonona hiara-dalana amiko (efa nifankalala elaela izahay). Ankehitriny tsy hitako izay atao satria ilay olona miaraka amiko dia tena tsy mamela ahy mihitsy anefa tena tsy tia azy intsony aho fa izy mitalaho be foana sisa no hijanonako. Matahotra koa aho sao hamono tena eo ny zanak'olona ka hanody ny tsy firarahiko azy.

Mba mangataka torohevitra eeee sad smiley sad smiley sad smiley

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: trandraka
Date: 19 août 2017 - 12:57

Zao izany ilay hoe nahita ny ankanga tsara soratra ve?.....hi hi hi

Ilay Fitiavana, izay base fondamentale ny fiarahana mihitsy no efa tsy ao intsony, donc tsory aminy @ fomba mahitsy ny resaka, satria tôt ou tard, tsy maintsy hiatrika ilay épreuve ilay ranamana.......

Mety hamono tena izy oui, kanefa kofboay azo hianteherana ve izany raha tena izay tokoa ilay cas?......

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: Ooooooh
Date: 19 août 2017 - 14:39

madio >>> tsory aminy tsy miolakolaka ny resaka. Tsy manam-pitiavana anao intsony aho fa aleo isika mifampitsodrano. Tsy hiverina aminao intsony koa.
Aza miandry mihaino ny fitarainany eo fa tavela eo indray.
Mitandrema tsara nefa hanapaka tanteraka ny fifandraisanareo sao mbola manantena eny foana izy. Tsy misy mamono tena izany eo e, tsy tena lehilahy ve izany olona izany e?
Fanontaniana : nahoana izy no tsy nampakatra anao ho vadiny toa anatin'izay 8 taona izay?
Matoa roritina lavabe toy izany ny fiarahana tsy misy raharaha dia tsy matotra ilay fitiavana izany.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: Vetalah
Date: 19 août 2017 - 20:06

Ndriiii tena mampalahelo ahy in dry fa tena olona mangoraka ary matahotra ny avo .
Izao retsy no izy a ,hataovy ohatran'ny mpanao politika ,mahaiza misabaka etsy sy eroa ,aza hariana izy ,fa tsory ny marina hoe ,hanambady olon kafa aho ,fa ianao tsy ariako akory ,dia mba omeo izy eny antsefatsefany eny .Minoa ahy ianao ,fa tsy hitomany intsony izy ,fa izy ary no mety hitsoaka rehefa tsy mahazaka .Somary mivilana ilay hevitra ,fa tena mahomby io satria efa betsaka no nanandrana dia nandeha ny tetika .

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: Paolytic
Date: 19 août 2017 - 23:35

.


VETALAHY TOUKOU KOU !



.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: ezaka
Date: 21 août 2017 - 06:51

Mba hono hoa ry Madio, ianao ve tsy nahatsapa fitiavana intsony dia nandeha nitady olona hafa mihitsy sa hoe sendra nisy nikaoty enao dia hoe latsa-pitia amin'ilay olona vaovao dia nilaza fa tsy mahatsapa fitiavana intsony?

Raha zaho no anontanianao dia olona 8 taona tsy tapa-kevitra izany aloha sarotra ihany no ahatapakevitra anazy. Fa matoa izy tsy mety rehefa miteny ianao hoe hisaraka aminy dia matahotra ny ho irery fotsiny izy fa tsy hoe tena tia anao. Mandinika ny lasanareo fotsiny izy dia matahotra hoe fotoana lava be very maina fotsiny. Sa hoe efa mba niteny anao ihany izy fa ianao mihitsy no tsy vonona?

Dia jerevo tsara koa ilay olona vaovao fa tsy misy fitiavana tsy mamy izany amin'ny voalohany. Mbola betsaka ny zavatra tokony fantarinao momba anazy fa ny lehilahy anie rehefa hitady anle zavatra zay ka na hanambady anao rapitso aza hampanantenainy anao e.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: saina
Date: 21 août 2017 - 09:12

Raha ny fahitako anao aloha dia otran'ny mitovy ihany ianareo roa saingy ianao tsy mitomany fotsiny satria zao raha izay valo taona izay ianareo no tsy nahavita n'inon'inona dia tsy hitako izay maha-pifankatia anareo,tokony ianao nanery taminy hanao izay dingana tokony ho natao, faharoa raha hiaraka amin'io olona vaovao io koa izany ianao dia hiandry firy taona indray vao hanao dingana dia ho antitra eo ianao ary tadidio fa ny taona tsy miandry anao fa ho lany andro hifandimby lehilahy , ny lehilahy anie ka na efa 40 taona aza no hanambady tsy ahoany izany e§

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: madio
Date: 21 août 2017 - 21:35

Ezaka > tsy nahita olona aho dia lasa tsy tia fa efa tsapako hoe tsnisy fitiavana taty amko elaela kely zay. fa mandinika aho dia toa marina mihitsy ny lazainao rehetra

misaotra anareo rehetra ami'ny hevitra fa mahatonga saina ahy avokoa

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 08:25

Za té hanampy anao manokana

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: nenina
Date: 24 août 2017 - 14:34

Nisy namako izay niaraka 10 taona ry zareo dia tsy nisy étape natao mihintsy. Nilaza ilay sipa hoe hiala dia nitomany be ilay bandy, nilaza ny hamono tena mihintsy dia nijanona ilay sipa ary natao rapida ny soratra. Mitantara ilay namako fa nanenina be nangoraka ilay bandy satria amin'izao anaty fanambadiana izao dia mangantra tsara lery: mamono, mamo, mandatsa etc. otran'ny hoe mamaly faty e.

Nisy bandy hafa vonona hanambady ilay sipa mihintsy tamin'izany fa nijanona tamin'ilay be koretaka ikala, kay fijaliana ny tohiny.

Mialà rehefa tsy tia intsony fa resaka ranomaso ve akia no animbandry fiainana. Fijaliana anie izany manambady olona tsy tiana izany e. Manambady ny tiana ary misy ady foana maika fa tsy tiana.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: Marisoa
Date: 28 août 2017 - 14:57

te hilaza aminao fotsiny aho hoe vitsy ny lehilahy mitomany vhv izany sy hoe mitazona anao tsy mamela anao andeha.
fanampin'izany, iza moa no milaza aminao fa ireny olona miaraka na efa nivady firipolo taona ireny ka tena hoe mifankatia be, sy hoe mbola velona be ao foana lay fitiavana?
mba jerena sy lanjalanjaina ihany koa hoe ahoana moa lay olona vaovao, lay olona ankehitriny efa niaritra taminao valo taona, tsy kely zany valo taona zany, mety afaka roa taona dia tsy ho tinao intsony indray io vaovao io a.
mbola vao miatomboka io dia otran'ny hoe tinao izy ary izy tia anao, tadidio ny niatombohanao tamin'lay efa niaraka taminao 8 taona fa otran'izany ihany koa, mangotraka be amin'ny voalohany fotsiny.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: fantakoenao
Date: 31 août 2017 - 11:20

fantako enao ary za io resahanao io hay ve efa misy olona tia anao sy tinao dia za no hilanao vaniny isanandro e tsy zay mou no teneninao amiko fa aty enao no be tatasika blabla za tsy mamono tena zany ra zany souci anao e,mbola betsaka ny miandry ahy sy mila ahy mampalaelo le toetsaina aoka ho fantatrao fa efa itako sy reko doly resakao any abadika any fosafosanao rehetra kkkk merci alou fa tena iny ndray tsitako

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: lahatra
Date: 31 août 2017 - 23:33

madio> Tsy namaky izay voasoratsy etsy ambony ao fa ny hevitro de tsotra hoe ny fitiavana tsy azo atao pitie fa sentiment no mitondra azy. Ary raha pitie de mora rava maina satria ilay fondation an'ilay amour no tsy misy. Ianao ihany no erany fa raha za manokana rehefa mahatsapa fa tsy misy inona2 intsony na inona2 reaction ny eo evidement tsy maintsy alahelo izy fa ianao mijery ny avenir anao dia miresaha tsara aminy ary vitao avy hatrany ka na inona lazainy eo dia ataovy matotra tsara ny firesaka aminy mba ho tonga saina tsara izy asio hevitra bien fonde koa dia mba convaincue izy hoe tsy mety intsony ity.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: kilisybilaonina
Date: 05 septembre 2017 - 15:38

MADIO : tandremo sao toy ny fary le anakiray vaovao ka mamy ambôloany ftsny kanefa ilay 8 taona mety toy ny garana ka mikentrona vô may mamy an !!!

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: madio
Date: 05 septembre 2017 - 17:42

Misaotra anareo rehetra amin'ny torohevitra fa tena raisiko avokoa. aty amorontsiraka aho mba haka saina mihitsy aloha amin'izay ho tohin'ny fiainako. miverina eto aho milaza ny tohiny fa isaorako indrindra ianareo

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: lahatra
Date: 05 septembre 2017 - 23:16

fantakoenao> Ka 8taona kosa izy niandry anareo teo foana nefa nareo sady tsy hihira no tsy anao tsianjery ka tsy aleony ve mikopak'elatra aza omenao tsiny izy fa mety efa mba ela niandrasana koa izy nefa ianareo ela fidona loatra. Ary mety mba any ankafa no anjarany fa tsy nareo ka atao ahoana moa. Ny mionona no mety @drangaha.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: nirina
Date: 15 septembre 2017 - 21:14

rehefa tsy tina de efa tsy possible intsony ny fiarahana, tsory aminy n marina, tsy misy pitié zany io, mba ze mahasoa anao koa mba jerena fa tsy hanao sacrifice ao akory. tsy mamono tena zany izy, ny olona mahavita mitomany matetika tsy mamono tena

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: tsis intérêt tson
Date: 16 septembre 2017 - 06:48

fanontaniana ho an 'i Madio
inona , diniho tsara hoe naninoa no niaraka taminy tamin 'ny voalohany

mahafantatra tantara mitovy amin 'io : aty andafy ilay ranagahy, izy tany M.kara, dia nanaiky yvetivety teo. Azony ny nationalité dia iny izy mamorona tantara.Manaratsy ny vadiny sy ny fianakaviany.

Options: Répondre
Re: mangataka hevitra
Par: haotran fantatro
Date: 16 septembre 2017 - 09:21

mandehana rehefa tsy manam-pitivana intsony, fa aza be resaka

i madio tao le karazana kristiana mpamonjy toby atsy sy eroa ireny, miankanjo fotsy rehefa alahady, anefa ny fo tsy manampitiavana , seho ivelany fotsiny, tsy nianatra hoe inona no atao hoe fianambadiana.asa inona no atao ao ampiangonana rehefa alahady

Raha mitomana , milaza fa hamomo tena, olona fragile anie izany, f'angaha dia jiolahy be loha daholo kosa ny lhl, olombelona ihany

i madio no te iaraka taminy eo, tsy nisy nanery. .tsy madio koa anie izany ilay milaza hoe madio
fafao ny trano, ampirimo, sao manko dia lasa tobim-pamaharana ho an 'i madio sy ny havany fotsiny ny toerana. ny havany aza tsy tafiditra ao intsony , tsy misy sahy makany

Ento ny entana dia vonjeo i ramose vaovao. Izy no mampalahelo tafiditra tamin madio efa ramatoa be kilometrage sady aie aie aie raha fitiavan-tena sy vola.

Aza ny havany no aratsiny, fosaina eny amin 'ny rehetra eny, tsy mifidy olona. efa rénay daholo. NY anareo aloha jerena koa.

Mivavaha mafy fotsiny mba tsy hiisy ny retour de manivelle

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg