Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: alakosymdg
Date: 21 août 2017 - 16:39

Manao ahoana daholo

Fa manina ary ny sipa e, kotiako tsy mety miaraka amiko, za nefa bandy tsy hoe fatritrany fa hendry. Avy eo ry zareo miditra amin'ny bandy lay bad boy hoy ny fitenenana, dia manambady dia mijaly, nampirafesin' ny vadiny sns.

Misy iray zao nokotiako, tsy nety mitsy, eny za aloha mbola en cours de divorce, dia avy eo lasa nivarotra voudy tany amin'ny sisiny tany, tonga taty amiko mitaraina fa manenina, niaraka tamin'ny bandy hafa dia nitoe-jaza fa toa afaka.

Tsy azoko fa manina loatra e? fa ny bandy tahaka anay ve zany tsy misy mpitia mitsy e?

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: adala
Date: 21 août 2017 - 16:55

hendry ianao koa maninona no n'divorce?
olona efa divorcE kosa ve hisy hiraika @zan eo! bandy mbola tsy ns'engager betsaka ko hiditra divorcE?

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: alakosymdg
Date: 21 août 2017 - 17:11

adala>> LAva be zany fa raha fintinina dia nofitahin' ny vadiko aho, niaraka tamin'ny bandy hafa izy nefa za tena nanaja ny tokan-tranoko. naleoko niala fa tsy zakako...

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: adala
Date: 21 août 2017 - 17:25

mety zavatra tsy ampoizinao no nampiodina azy e.matoa ny vehivavy miodina dia misy tsy ampy ny zavatra homenao azy fa aza be lazao eo!ianao koa tsy hilaza ny marina eto zan mts e!fa saingy tsy zay le sujet fa nefa misy hifandraisany ian.

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: jono
Date: 21 août 2017 - 19:13

apetrao ny taona sy ny halava sns...fa ahazo be dia be eto enao e!

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Frime
Date: 21 août 2017 - 19:22

Aho koa tena mahatsikaritra fa ny ankamaroan'ny sipa dia tia le bandy misehoseho be zesta ireny. Na dia hita izao aza fa bandy tia vehivavy be izao dia vao maika ireny no mahasarika ny sipa. Dia ny bandy efa manambady na en couple ireny koa manintona azy ireo.

Fa le bandy sérieux sy calme mbola célibataire izany aloha dia tsy manaitra sipa mihitsy.

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: sobika.
Date: 21 août 2017 - 19:33

Frime: ny sipa rehetra tsy mitovy daholo,sipa mijabaka no miditra @ ireny pi- frime panapôka ireny fa raha sipa mila fiainana milamina, ny olona milamina koa no ilainy

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Frime
Date: 21 août 2017 - 20:46

sobika>> ie misy fa vitsy, ny vehivavy le efa vonona te hanambady ireny angamba no any hahitana tia bandy milamina izany.

Fa ny ankoatra izay dia ny "bad boy" araka ny voalazan'ny mpanokatra ny sujet no manaitra ny ankamaroan'ny sipa

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: alakosymdg
Date: 21 août 2017 - 21:02

Tsy mbola nahita sipa milamina aloha za hatreto e, misy hitanao hoe milamina fa rehefa zohina dia olona nanao adalana be taloha...

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 08:31

Tena izany mihitsy ireny eh!

Tamin'ny mbola bandibandy kely tadidiko tsara, nisy sipa mba nilay izay teo @tanàna, dia nokôty sns... fa niavona izany an!, izy miresaka fa hoe tsy azo adalaina hono. Nandeha ny fotoana ka lasa nanambady bandy hafa tsy avy eo @tanàna, hay ity bandy nalaina vady efa manana tokan-trano hafa, amin'izao ny nify anoloana nihitsana, ny vady lasa niverina amin'ilay teo aloha, ny zaza roalahy, izy lasa midingin-drambo etsy sy eroa. Mba hilanjako soroka koa rehefa mihoana, té hiresaka fa tsy mahasahy.

Ozy aho hoe aza manao an'i la borde tsy ho vazaha eh! yeah

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 09:15

Aza mbo ratsy tareh otrahy ihany ry zalah fa sahirana vao mbo mahazaka sipa!, ato aho zao no mbo manjoun satria mba tsy mifankahita tava

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 09:48

Tsisy idirany ry Njoun. vôtrisy fôpla an!, hoe tsy té haka ny eny an-tanàna hono izy eh!, zao ninan'ts'pôkany

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: alakosymdg
Date: 22 août 2017 - 10:24

Dia variana aho ka marina e, rehefa tsy anjara koa angamba no tena marina e.

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: tsy_alakosy
Date: 23 août 2017 - 16:13

misy cousine-ko zay any mbola tsy manambady raha mety aminao, izy fidèle be fa mifoka sigara fotsiny. Izy tsy ratsy

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: trandraka
Date: 23 août 2017 - 19:25

Zao fotsiny letsy ny lakile an'io ry tompon'ny sujet an!.........

- mila mahay mi-s'impose ialahy.

- mila mahay mi-s'affirme.

- Apprends toujours à dire NON, même si le OUI serait une évidence.

- Surprends-la, là où elle s'y attend le moins.

- sns sns....... (tsy lazaiko eto daholo fa sao dia...... tsy hay tsy hay, hi hi hi)


Bref, mila miova tanteraka mihitsy ny comportement an'ialahy de A à Z, rehefa manoloana vehivavy ialahy (na mbola tsy miaraka aminy aza ialahy, ary indrindra rehefa miaraka aminy)...Izay no mapahatonga an'lisany hiteny foana hoe, fa maninona aza ry sipa ry, no tsy mety zakako, kanefa zakan'ilay kofboay dridrany be etsy akaiky etsy......?

Ny bandy dridrany anie ka tsy matahotra ny ho faty, tsy matahotra ny hidona @ vouuddihazo, tsy matahotra ny tsy ho tin'ilay sipa, ary indrindra tsy matahotra ny hisarahan'ilay sipa.........ary curieusement rehefa manana izay assurance "négative" izay ialahy nefa, dia mi s'opérer ho azy ilay magie inexplicable....

Options: Répondre
Rahim
Par: eric
Date: 23 août 2017 - 20:18

Fa ianao ve tena lehilahy sa ...ohclap

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Manaiky aho
Date: 24 août 2017 - 07:33

Tena manaiky koa zà fa mila manana personnalité tokoa ny lhl vao mahasarika. Lasa mahamonamonaina be ny mijery ireny lhl oui oui lava ireny foana

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Voromailala
Date: 28 août 2017 - 14:22

Sao dia mbo misy lehilahy "alehany" ary ato eh?

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Njoun.
Date: 28 août 2017 - 14:29

up

Présent

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: louuuuza
Date: 28 août 2017 - 17:35

toa anareo lehilahy manana ny critères apetrakareo rehefa mitady vhv dia toy izany ihany koa ny vhv
toy ny lehilahy rehetra tsy mitovy fa misy ny fatritrany misy ny milamina, dia toy izany ihany koa ny vhv
aza adino koa fa lay zavatra mi-compte be, mety fatritrany lay bandy fa mahay mampirevy be, mety zay ny critère notadiavin'lay sipa, nahita izy dia nilaozany enao (ohatra fotsiny iny) fa tsy voatery hitovy daholo akory ny olona, fa mbo sendran'ny hafahafa fotsiny enao.

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: Dora
Date: 31 août 2017 - 23:17

Tsy naharitra ny tenako dia mba nandray anjara fa raha ny hitako dia ny sipa fatritrany araka ny filazanareo azy no azon'ny bandy fatritrany.

Ny critères etsy ambony amiko dia critères ahazoana sipa fatritrany fotsiny fa tsy sipa iaharahana avec sincèrité. Izy ihany no mpiteny hoe tsy matahotra ny hidona, ny ho faty, sns. Mba karazana olona inona izany ? Mba olona mahafantatra resposabilité sa tsisy afa tsy voudy ao anaty cerveau ao ? C'est une approche bestial de l'amour (gorille, éléphant, sns). Mety hahomby amin'ny olona bibibiby toetra (sans être péjoratif)

Betsaka ny sipa milamina ary hafa dia hafa ny fahazoana azy fa tsy voatery ho ireo : au lieu de s'imposer --> séduire
au lieu de s'affirmer --> partager
au lieu de tjs dire non --> proposer
sns

tsy olona oui oui akory no manao izany fa olona mi-preter attention amin'ny partenaire-ny. C'est l’intelligence en amour. Tsisy resaka vola na diplome na firazanana, sns. Resaka saina fotsiny ihany.

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: trandraka
Date: 01 septembre 2017 - 11:44

Dora,

Tsy ho be resaka aminao aho, fa ekeko ny raisonnement anao...... Tokony ho fitaratra tsy misy kianina ilay zavatra lazainao....

Malheureusement, tsy izay ny réalité, ary tsy very ariary aho, na hahazo ariary roa akory na hino ianao na tsy hino, fa izay lay zavatra.

Expériences maromaro no efa niainana momba izany, ary na ianao io aza, mety manahy mafy aho raha sendra ka mifanena isika, ny ho latsaka ao anaty lavaka.

Options: Répondre
Re: Fa manina ny sipa bandy tsy alehany foana no iarahana?
Par: kotokely.
Date: 01 septembre 2017 - 14:30

Ny ahy indray aloha dia tena hafa. Zaho bandy tena tsotra,tsy mpisehoseho, simple sady calme eeh! raha izay no mahalaza azy. Tsy mpanana izany, fa eo ho eo ihany, tsy misongadina izany ;

Fa ny mahagaga ahy dia vhv saika zanaka deba daholo, ary tsy mbola niresaka tamiko na nadalaiko daholo no nilaza sy manaparitaka @ akamako rehetra sipany zaho, sns,..
dia gagagaga ihany ny tena hoe : fa misy inona aty amin'elà ry kotokely?

Tsy iray zany 5 fara faha keliny ah !!

dia gaga aho hatramin'izao, naleoko aza nandositra tsy mifanena amin-dry zareo mihitsy.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg