Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 24 août 2017 - 14:31

Rehefa hivoaka ianao dia dinihina ambony ambany.
Tsy mahazo manao jupe kely,tsy mahazo manao short,tsy mahazo manao robe somary maivamaivana na manifinfy,tsy mahazo manao gins.
Fa nga manao volo koa?
Maninona raha fatorana ilay volo!
Maninona no manao manimanitra?

Bedesina foana vao mandika ireo nefa rehefa mahita vehivavy hafa manao an'ireo tsy maharitra fa dia mangala-pijery.

Tsy azoko mits.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: bonaika
Date: 24 août 2017 - 16:11

ekeo izy raha efa vadinao. Mbanatra ny ahy. Raha mbola sipa dia sarao rehefa tsy mety

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: trandraka
Date: 25 août 2017 - 09:03

vehivavy,

Tena dommage ihany izany zavatra hiainanao izany ry madame.....Erreur be mihitsy amiko zany comportement n'ny vadinao izany, ary ny maha grave azy nefa, dia mety tsy mi se rendre compte akory ilay vadinao fa erreur anie izany. Bref, manque de confiance en soi lay zavatra eh.

Rehefa mitambatra sy miangona izany frustration anao izany, dia minoa ahy, fa un jour ça va être une cata, et à ce moment là, ce sera trop tard pour changer le cap.........

Tsy hita ihany izay hanaovana tsika lehilahy ry zalahy.......Manja sy tia mbo mihetsiketsika ny vaditsika, afenitsika ao anaty gony........Rehefa manao fiankanjon-gony indray nefa ilay vadintsika, lazaintsika fa tsy mahakarakara tena.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: marn
Date: 26 août 2017 - 14:40

trandraka/marina mihitsy izany!

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: folahana
Date: 27 août 2017 - 18:46

tiany folahana izany ianao ra-vehivavy.
Ka anjaranao no mijoro amin'ny maha-izy anao raha te ho avotra. Fa raha tsy izany dia colonie-any ianao.
koa raha tsy inona retsy ka amin'izao andro efa mazava be izao mbola hisy hifampiteny toy izany foana ao an-trano????!!!!

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: rahazahenao
Date: 28 août 2017 - 14:50

Vehivavy....Firy taona enao?
Ilaina fon n mfampteny ! Zaranao aza mis vady mananatr fa ts htomany zao randran manendrik n hafa rhtra zao kanef ef ts met @ taonanao ohatra na ts met @ bikanao ! Sa n olon manao jean rovitra d mb las ko enao ?
N oe resaka volo s ranomanitr ! met ef tsikariny enao oe ndeh hanjono f met ts d manao an zay matetik enao mants !
N oe jupe kel s short ! rah any amorontsik aloh ohtrn ts d maninn ihan n mjer vhvv maro manao zan ! Fa rah aty afovoan-tany kos ohtran ten manaitra maso ihan na d oe mafan aza n andro an ! ataoko f vits n lhlh ts hten n vadiny @ fomb fiakanjo ohtr zany.
N akanj manify ndray !ts d hitako le olan rhf ts mamptanjak anao lay izy !rah ts oe nga le mampseho n atinakanjo rhtra mits n mahafinaritra anao .Rah zay lay izy d omeko rariny ihan ko n vadinao rah mteny.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 28 août 2017 - 15:24

rahazahenao>28ans zah!tsy manana eritreritra ny hanjono zany kosa aloha zah e!ny mahagaga ahy fotsiny ilay izy hoe maninona rehefa ny vadinao no manao ilay izy dia bedesina kanefa ianao mangala-pijery ny hafa?.Ho azy anie no hanaovako izany nefa dia voarara.tsy azoko mihitsy??

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 28 août 2017 - 15:28

rahazahenao>28ans zah.ary tsy manana eritreritra ny hanjono zany kosa aloha zah e!mba juste hoe mikarakara vatany sy mba mihetsiketsika anie ilay izy e.araka ilay fiteny hoe''vady jerijery'' sady ho azy anie no hanaovako izany e!
ny mahagaga ahy fotsiny hoe fa maninona rehefa ilay vady no manao dia bedesina nefa mangala-pijery ery rehefa mahita ny hafa mety2

zay no tsy azoko mihitsy?

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vangolôpaka
Date: 28 août 2017 - 16:55

Vehivavy >

Ilay fanaovana akanjo fohy mampiseho vatana eny andalana kosa alou hitako hoe tsy mendrika, tsy mifanaraka @ soatovina malagasy. Sady na enao hanao mini sy short eny @arabe aza anie tsy à l'aise eh, rà à l'âge de 28 ans sy efa manambady izany.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: printsy
Date: 28 août 2017 - 17:59

vehivavy

musulman angaha ilay vadinao, sa fifohazana sa pasitera sa inona, fa ireny olona misy hifandraisany amin'ny religion ireny ihany no mainty atidoha tsy mahita mazava sy tia manao manipulation ohatran'izany, hitany fa faible enao dia hararaotiny

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: Gasy kely
Date: 29 août 2017 - 14:56

vehivavy >> ho anazy aona mo, enao ary zany ande ivoka sa izy hanaraka anao eny !!!!

fiarovany anao zany fa mba ialana amilay jerijeren ol mits le Antony

le oe mijery ny hafa indray, normal be satri misy jerena ve tsy ijery, saingy ra samy mahay maontina dhl de vita atreo ilay mijerijery

Dia aiza le olana ????

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: rahazahenao
Date: 29 août 2017 - 16:16

Vehivavy.... fa maninona rehefa ilay vady no manao dia bedesina nefa mangala-pijery ery!
NY lehilah rhf mjer vhvv ts voater oe tiany iny na ankasitrahany na tsiriritiny!
met oe mamaky n zvtra tadiavin lay vhvv @ alalan ny fomb fiakanjony/@ alalan n fomba fihetsiny/ fomb fiteniny.
Amiko ts tokon ho diso hevitr enao.
N hitako tsara !resaho n vadinao .Ohatrn inn n fomba fiakanj met aminao kanef tiany ko d zay atao ! ts his ntsony n olana .
Mrary soa

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: mihandry
Date: 29 août 2017 - 16:58

aoka aloha hazava a, matoa ny vehivavy mihetsiketsika te ho jerena izy zay a, na efa misy cible bien précis tina hijery ny tena.
mini jupe, mini robe, short ==> tout ca veut dire hoe aty jerena a ! Dia diso ve rangahy raha toa ka sarotiny ?

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: miovàh ooa
Date: 29 août 2017 - 17:44

Rah manao akanjo misintona mason dehilahy ny vhv dia ireo short, mini jupe, akanjo manify ... ireo no anaovany. Tsy marina ny filazana fa ho an'ny vadiny no anaovany izany fa zay lhl mandalo rehetra dia tiany hijery azy. Ny filana ao anatin'ny sainy sy fony mihintsy io asehony @ fitafiany io. Misy zavatra tiany mafy ao toy ny hoe mba sisiahan'ny bandy sendra mahita, mba lazain'ny tovolahy hoe manja an! ary ny fiafarany de mety miodina mihintsy. Lainga be izany hoe ho an'ny ramoseny no anaovany izany

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: hiicc
Date: 30 août 2017 - 07:52

vehivavy <<<<
tsy hitako ny olana.
hoy ianao oe ho an vadinao no anaovanao an zan. ka iz ary ts tia an zan ko manin bola ataonao iany. fahitako anaz dia ataonao izany ho anao fa tsy ho anaz. raha ts ampy anao ny hoe anome fahafapoa an vadinao fotsiny fa ho anao sy ho an ny any ivelany de tohizo manao izany.

izy vadinao ary tiany ho azy irery no apprécié anao. inona no olanao amin zan. sa ts mahazo aina mits ianao ra ts apprécién-olokafa??? rehefa manabady de ataovy ny vadi iany no priorité. mijanona celibataire ra te anao ze safidinao fotsiny

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: Tena ntaolo
Date: 30 août 2017 - 11:04

Tena arriérés be daholo ilay lhl manome torohevitra ato. Mbo mivoara ry reto fa mahamenatra be ilay toetsainareo an. Pffff

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: masera11
Date: 30 août 2017 - 11:31

Ny fitafiana hanaovana dia taratry ny ao am-po. Ho an’iza no hanaovanao sexy ? Raha ho an’ny vady dia afaka manao izay tianao ianao rehefa ianao sy ny vadinao irery no ao an-trano na hiboridana aza. Sa ho an’ny olona eny an-dalana ho jeren’izao boto sy adala rehetra izao sady manaitra filana, vato mahasolafaka mitondra faka-panahy mahavery any @ afobe. Jesosy efa niteny fa izay mijery vehivavy hila azy dia mijangajanga ao am-po. Ny vehivavy sexy anefa no fototra voalohany mahatonga an’izany ary tsy ho afa-maina fa mpanota miaraka @ilay lehilahy taitra. Eva no namitaka an’i Adama.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: Tena ntaolo
Date: 30 août 2017 - 12:01

Tony masera tony zao le mody miafina ao ambadiky ny toriteny etsy sy eroa kanefa mpandevi-T antsalaka. Pffff

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: Anjara
Date: 30 août 2017 - 12:16

Inona moa no iadian-kevitra b @zany, efa ela no fantantra fa ny vehivavy dia paka fanahy ary ny lehilahy dia tsy maty manota

tsy mety @vehivavy mihitsy ra tsy manintona maka fanahy olona efa toetrany hatrizay io, vitsy ny vehivavy manao manja2 fa oe izay no mafinaritra azy fa ny ankamaroany dia mba ho hitan'ny olona sns...d aza tezitra ra olona tsy araky ny eritreretinareo no mikitikanareo na koa oe vo viol any ambadika any sanatria satria tsy mendrika ny fitafy

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: ny tin vhv
Date: 30 août 2017 - 13:31

Ny tin'ny vehivavy dia na midance sexy be hatr@ hoe mikitikitika ny balitan'ialahy ary na ampidiriny any anaty foufouneny aza dia tsy tokony ho taitra mihitsy na kely aza izay lehilahy TSY vadiny FA izay lehilahy vadiny kosa no tokony ho taitra faran'ze zokony na dia misalobona gony be @ vatany manontolo aza izy ary na any @ planete hafa aza no misy azy @zany.


Tena ntaolo>>"Tena arriérés be daholo ilay lhl" hoe, fa ny lhl avancée zany tokony hanaiky hoe nareo vhv omena rariny foana na dia tsy manaja anay lhl @zay fahalemenay aza.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: masera11
Date: 30 août 2017 - 14:05

Tena ntaolo:::::T-ko ry madama tsy aleviko any anaty salakako izany sao dia maimbo sady maloto. Za efa miezaka mba hadio daholo ny @ko iray manontolo dia miezaka koa za mba tsy handoto ny hafa.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 14:52

Aleo aloha hazavaiko tsara ilay tantara
Mba zoma magnifique ny andro,mba manao short aho ao an-trano satria samy tsy miasa izahay mivady.@io fotoana io no mba afaka hanaovako sexy satria ny ankizy rehefa faran'ny herinandro any @bebeny.Hainareo angamba ny tohiny...Izay ilay tiko tenenina hoe ho azy no hanaovako ilay izy.

Marihiko tsara koa fa tsy mitondra short na mini jupe miasa aho fa juste rehefa mijanona ao an-trano.Ny tiany hatongavana anie dia hoe tsy mahazo manao ireny slim jeans lamaody(destroy)ireny,rehefa handeha hanao sport zah dia tsy mahazo manao gins nefa ireny no hitako mety amiko rehefa manao sport satria elastique tsara mifanaraka @mouvement @vatana.
Rehefa andeha hiasa dia pataloha mihaja,veste ambony,na akanjo mitovitovy @reny costume ireny na robe manarona lohalika.tsy mahazo manao na dia lokomena aza.ny volo moa dia tsy mahazo amboraka na ririnina na lohataona.juste rehefa misy occasion ihany.

Tsy musulman ny vadiko fa olo-tsotra.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 16:43

ary aza mangalatra pseudo fa samy vhv tsika aki an!kiss

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 16:48

tsy aiko aloha izay tonga aloha fa matoa tsy nisy fampitandremana ny message-ko hoe efa enregistrer an'olonkafa io pseudo io dia ianao izany no nagalatra!!!

Mazava angamba izay!!!

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: mihandry
Date: 30 août 2017 - 17:48

suis perdue, aiza moa zany lay olana no tena mipetraka e ?
Ilay fihetsika sy fitafy hoy ianao ho an'azy ny anaovanao azy, anefa izy ary tsy tia ilay izy akory, ka inona zany ny mbola angalana lagy amin'izany fa raha izay fitafy tiny no ho anaovana satria ho azy ny anaovanao azy ?

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 17:52

mihandry>ka mandreraka be ny mahita azy mi-ajouter vehivavy jejo sy sexy bdb ao @fb ao.dia mba nanao aho dia mba hoe tsy mijery any an-kafa izy.nefa in koa...

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 17:54

mihandry>izy anie ka tena FAN an'ireny zavatra otran reny fa dia izay no tsy azoko mihitsy e!?

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 17:56

ny tiany anie zan dia hoe tsy mba hivoatra mihitsy ianao e!any am-piasana zan moa tena ataon'ny vehivavy firesaka mihitsy!

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: hicc
Date: 31 août 2017 - 09:53

aza omena tsiny ny vadinao satria ba tiany hijanona amin ilay itiavany anao ianao. inona no ratsy amin zany??

fahitako azy dia aleonao tsara fijery amin mpiaramiasa toy izay tsara fijery amin vadinao. ny imagenao amin olon-kafa no préocupé anao koukou fa tsy ny azy.

raha sport ndray, efa ela izay nisy sport ts mis ireo akonjo reo nefa de misy iany ny sport. fa aza ny sport no atao excuse anaovana ireo akanjo reo

ny ahy ny conseilko de zao, novadinao ilay olona ary izy atao priorité nohon ny any ivelany. tokony fier enao oe manome fahafapo an vadinao fa ts oe mitanodrika satri ataon mpiara-miasa fimehezana.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: na izan kus az
Date: 31 août 2017 - 10:43

na zan kus aza dia mba aiza zan ny maha vehivavy e?h@ lokomena aza ve d bedy?
amiko fi-dominena vehivavy tsotra izao zan!sad tena guidena tanteraka.

d enw ko ve zan mba manao otrzw ataony @nao zw?
mba mandiniha ihany ra sipa fa ny vehivavy tsy afaka mihetsiketsika aza ef tsy fidiny ah!

zaha aloha tsy maka lagy raha manao mety2 ny vadiko e,mba ts latsa-danja @vadin'olona rehtr ko.zah ian no imehezan'bandy akama raha ramama be eo ny akizko.

sad @zw vaniptona zw ve de mbl mis fon zan toe-tsaina taolo be zan?

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: Njoun.
Date: 31 août 2017 - 11:10

Ny aloha na mbola tsy manao inona aza ny vadiko dia foroniko tsotrizao eh!, tonga dé lazaiko fa mifanadala @ndrakoto na rabe, apetrako mialoha ny ahy ny fitsipidalao, tonga dia dégage raha vao mitapitapy eo yeah

Fa izaho tsy maintsy mba mijery eny an-dalana eny

Options: Répondre
Inona no atao
Par: Poorgirl
Date: 31 août 2017 - 11:19

Inona no tokony atao ialana amin'ireo fanontaniana marobe TOY NY HOE rahoviana ihany vao hanambady e sns

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: trandraka
Date: 31 août 2017 - 11:31

Oadray leretsy marina izany fomba fisainana ato izany........


Mbo mivoara ry zalahy fa tena tsy izy mihitsy izany fisainana ato izany an. Manalabara-tena mihitsy anie lisany letia amin'zao eh.

Efa lazaiko lisany fa "manque de confiance en soi" avy hatrany mihitsy ny symptômes mahazo ny vadin'ity mpanokatra sujet ity, ary sûr et certain mihitsy aho fa tsy io tantarain'i vehivavy io irery ihany no enfer hiainany ao antokatranony ao, fa ireo voalazany ireo aloha ny voatantarany (na ny sahany tantaraina ny tena marina).

D'accord amin'lisany aho raha hikasa ny hanao fiakanjona mpivarotena ny tompon'ny sujet.....kanefa fantatra be izao (sa tsy takatry lisany ve?) fa tsy izay no tiany hambara...... Ohatra fotsiny, raha hiangona ny alahady ve ohatra izy mivady, dia tsy mbo afaka ny hanao lokomena? tsy maintsy fatorana ny volo fa tsy azo lachés-na? tsy mahazo manao ranomanitra? tsy mahazo manao talon? tsy mahazo, tsy mahazo.......sns?

Bref. ny kofboay "vongany" matahotra ny ho laozam-badiny no manana raisonnement otrizany...... Donc aza manalabaratena otrany ry zalahy an.


Tsssss!!!!

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: kotikoty
Date: 01 septembre 2017 - 16:18

Tsotra ny solution an zany eh!!!


sady norma be:

ny robe de nuit anao ataovy sexy be eh! de maro karazany amin'ilay manaitaitra.

de adaladalao izy amin alina rehefa ande atory teneneo oe tinao ve zao sipa miaraka matory aminao zao...

de teneneno izy oe je t'aime be de amilah any zah no manao an zao OK.

ataovy fa tonga de poince io eh. hitan tsara oe hoanazy no anaovanao anle izy.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: tranga
Date: 03 septembre 2017 - 06:08

Tranga iray hitako tao anaty fianakavianay. Samy vinanto izaho sy ilay sipa, izany hoe mpianadahy izany ny olona miaraka aminay. Fa tena saro-piaro sy be principe lozan-tany ilay anadahin'ny vadiko, ohatra hoe miara-mandeha eny an-dalana eny izy roa dia finganin'ilay bandy ilay sipa fa ratsy famindra hono, rehefa manao metimety (satria tena jejo tokoa aloha ilay sipa) dia bedy fa te-hisehoseho any @ iza hono. Izaho sy io sipa io efa nifankahalala talohan'ny niarahanay t@ izy mianadahy ary fantatro tsara ny toetrany dia mikarakara vatana.

nisy fotoana tena tsy nahazaka ilay traitement ilay sipa dia "mody nampirafy" fa bandy mpiara-mpiasa aminy ihany no manatitra azy tao an-tranony rehefa mirava @ hariva kanefa ilay zaodahiko efa miandry azy eo am-bavahady. iny no ni-déclencher haromontan'ilay zaodahiko. rava tanteraka ny an-dry zareo na dia efa saika hiroso @ fiancailles aza.

Herintaona teo ilay sipa hitako seule teny, toy izany koa ilay bandy, avy eo taty aoriana elabe renay hoe lasa tany france ary nisy vazaha naka vady azy. ilay zaodahiko kosa tena nivenjivenjy teny, toa namaly faty t@ sipa hafa, miaraka @ iray dia misaraka afaka 1 volana dia toy izany hatrany.

@ izao fotoana izao ilay sipa tena hitako hoe sambatra (mifandray @ FB izahay na dia tsy iray fianakaviana intsony aza) ary hitako ny vadiny fa bandy tena nifanentana taminy, tsy vazaha antitra toy ny eritreretin'ny olona sasany, niteraka zaza mahafatifaty rizareo,

hitako tena nanenina mihitsy aloha ilay zaodahiko t@ toetra nataony t@ io sipa io. saingy izay ilay nenina mandatsa.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: Mfanohitra a...
Date: 03 septembre 2017 - 18:47

Vehivavy///
Tena mfanoitr amin anah nendry! Za ko vehvavy 28ans, nvadiko mits nmvidy anreny oana matetika, saingy za kosa lo tsmanao fiakanjo otrzany ra vao tsmiaraka am vadko e. Misy ftoana ary zay tsmiarak mvoak ntrano de mimenona izy ref miaona oe manin zao ra le akanjo nvidiko nnanaovana? Za oa menatr jeri2n olon mande rery manao anreny ko, nmason olon nge ozy mjery foana e.
D courag ndry ki f samy manan ntoetsainy nlelah a...

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: nirina
Date: 15 septembre 2017 - 20:27

Mba hainareo oe inona ny ao antsain lehilahy mijery vehivavy manao akajo otran reny? ouz oe sexy, ary mety hiaran'ny fanolanana ianao vehivavy iny rehefa aveo, ka amiko fiarovany ny vadiny ny fibedesany azy amizany

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: LEHILAHh
Date: 16 septembre 2017 - 10:38

vehivavy>>>>>

za koa tsy tia ireny akanjo fohy sns ireny,na ny maquillage mivandravandra be ireny aza dia efa tsy azoazoko, fa za ndray tsy mandrara lotra ny vadiko , nolazaiko azy fotsiny ny antony tsy dia itiavako an ireny, za tsy miteny hoe tsy maontina sns , fa VULGAIRE no fahitako an ireny vhv manao an ireny, tsy arako na mahatsapa koa izy hoe vulgaire marina ,fa lasa tsy tiany koa ilay izy

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: sipa_be
Date: 20 septembre 2017 - 16:19

Efa manambady sy niteraka aho, mihoatra kely ny 30 taona. Ny lokomena sy vernis à ongle tena tiako, je ne peux pas m'en passer Ca ne fait pas de moi une femme frivole akory na hoe jejo na du genre. Mikarakara vatana tsara. Taloha aho nanana vady be, efa niaraka pendant des années fa saropiaro lozantany, tsy tiany raha vao jejo aho, tsy tiany raha tsara fiakanjo. En fait, ilay jalousie kay complexe be, izy tsy matoky ny tenany fa complexé be dia izaho koa tsy tiany hivoatra sy ho tsaratsara. Letie, niala aho. Ny ahy moa tamin'izany mbola sipa fany anao izany efa vady. Izany akanjo ambany lohalika izany kosa efa taloha be e, tsy dia hoe hanao mini-jupe anie akia ry neny fa izay mahatsara sy mampa jeune e. Resao izy hoe mba izao sy izao no tianao e. Lasa ny personnalité anao entre parenthèses fa izay tiany foana, eny fa na dia hatramin'ny fiakanjo ary ve?

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: vehivavy
Date: 22 septembre 2017 - 06:15

sipa_be>hita akia ko,tena alaivo sary an-tsaina hoe vhv 28ans zah dia manao costume manarona lohalika.avec talon efa tsy lamaody tsn,volo boribory na arandrana.molotra maina be.

Options: Répondre
Re: masosotra ny lehilahy toy izao
Par: ZA ZANY
Date: 22 septembre 2017 - 08:09

Samy manana ny eritreriny marina, amiko aloha raha mbola mpitovo no afaka misafidy hiakanjo izay tiana ,hanao jejojejo ,lokomena , manjamaso fa rehefa anambady dia mba afaka miteny ramose oe izao no mba tiko anaovanao , dia mba manao izay mba faniriany e! Ho azy ianao tsinona dia izy ho anao !

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg